Hiran'i Solo rehetra: Solo Ab: 4x6544 Bb: x13331 C/D: x5x553 na xx0013 D/F#: 2x4232 Em7: 0xxx33 Fm: 133111 Tonony 1 G D/F# Tiako raha ny hihira C G Hiaraka aminao Em A Hira tsy ho lefy C/D G Na ho antitra aza aho Tonony 2 C G Natambatro ny hira Gm F Nanasa__ko anao Dm Em7 F G C Hi_ra ho ahy sy ho anao Tetezana Ab C Fm G Ho hira iray mampifandray Fiverenana C Dm C Satria fitia tsy lo Fm G C No tao am-po G C Bb-F Ka hita rano indray C Dm C Satria iray ny saina Fm G C Ni_kotrika G Fm C Am D Ka hasandratra ho avo Tonony 3 G D/F# Tiako ny ho tojo C G Feo iray toy ny anao Em A Feom-boromanga C/D G Mambabo ny fanahy Tonony 4 C G Natambatro ny hira Gm F Nanasa__ko anao Dm Em7 F G C Hi_ra ho ahy sy ho anao Tetezana Ab C Fm G Ho hira iray mampifandray Fiverenana C Dm C Satria fitia tsy lo Fm G C No tao am-po G C Bb-F Ka hita rano indray C Dm C Satria iray ny saina Fm G C Ni_kotrika G Fm C Ka hasandratra ho avo
Tag Archives: tondrom-peo
Mbola Kely (Kiaka)
Hiran'i Kiaka rehetra: Kiaka A/C#: x4222x B/F#: xx4442 Cadd2:x32030 D': xx0232 Gaug/D#: xx1003 Em: 022003 Em/G: xx5453 G': xx5433 Gaug: xx5443 Fampidirana (3x) D A/C# Cadd2 B/F# Em/G Gaug G' A Tonony 1 D A/C# Mbola kely ianao Cadd2 B Dia efa nahasarika ahy Em Gaug/D# Izato fihetsikao G A Nambabo ny fanahy Tonony 2 D A/C# Hendry sy mbola miera Cadd2 B Zazakely hatramin’izao Em Gaug/D# Manafina foana izay hatao hoe G A Fa sao dia bedy ianao Fiverenana Bm F# Nefa moa nitiavako anao izay D E Niaretako niandrasako G A D F# Mandra-pahatonga ilay fotoana an Bm F# Nefa moa nitiavako anao izany D E Nanajako anao tokoa G A D A Mandra-paha an an Tonony 3 D A/C# Toerana maro anefa Cadd2 B No nahitako anao Em Gaug/D# Tsiky malefaka foana G A No nasesinao Tonony 4 D A/C# Herimbaratra tokoa Cadd2 B Ny tenako iray manontolo Em Gaug/D# Ny hafanana tato am-poko G A Tsy tantiko intsony Fiverenana Bm F# Nefa moa nitiavako anao izay D E Niaretako niandrasako G A D F# Mandra-pahatonga ilay fotoana an Bm F# Nefa moa nitiavako anao izany D E Nanajako anao tokoa G A D F# Mandra-paha an an G A B Mandra-paha an an
Fitia Mifamaly (Nina’s)
Hiran'i Nina rehetra: Nina's C': 8x(10)988 Em7: 022033 (na 022003) Em': x79987 F': x8(10)(10(10)8 G': x(10)(12)(12)(12)(10) G/B: x2000x Fampidirana C Em7 Am F Am G F G Tonony 1 (2x) C Dm Em7 Dm Adala ny fo rehefa tia C Dm Em7 F G Tena jamba ihany koa ny maso rehefa tia e F G Tsy te hijery olon-kafa aho, tsy hitady an'iza n'iza C G/B Am Afa tsy ianao irery ihany G F G C Ianao irery ihany, ianao irery ihany Fiverenana F G C Atao fitia mifamaly ny antsika roa dia milamina ny fo e Em Dm G Mba tsy hisian'ny tebiteby, saina tsy mivezivezy C Hanala ny aretin-doha Dm Em F G C Atao fitia mifamaly ny antsika roa dia milamina avokoa e Em Dm G Mba tsy hisian'ny tebiteby, saina tsy mivezivezy C' G' F' Em' Am Dm F G C Hanala ny aretin-doha Tonony 2 C Dm Em7 Dm Marary ny fo, mafy rehefa tia C Dm Em7 G Mangaina ny loha sao sanatria e F G Matahotra ny ho very, tsy satry ny_hitoetra irery C G/B Am Manahy aho G F G C Manahy 'nie aho, manahy 'nie aho Fiverenana F G C Atao fitia mifamaly ny antsika roa dia milamina ny fo e Em Dm G Mba tsy hisian'ny tebiteby, saina tsy mivezivezy C Hanala ny aretin-doha Dm Em F G C Atao fitia mifamaly ny antsika roa dia milamina avokoa e Em Dm G Mba tsy hisian'ny tebiteby, saina tsy mivezivezy C Hanala ny aretin-doha Tetezana: F G C Em Dm G C Dm-Em F G C Em Dm G C Fiverenana (2x) F G C Atao fitia mifamaly ny antsika roa dia milamina ny fo e Em Dm G Mba tsy hisian'ny tebiteby, saina tsy mivezivezy C Hanala ny aretin-doha Dm Em F G C Atao fitia mifamaly ny antsika roa dia milamina avokoa e Em Dm G Mba tsy hisian'ny tebiteby, saina tsy mivezivezy C Hanala ny aretin-doha
Iray Kilasy (Red Metal)
Hiran'i Red Metal rehetra: Red Metal B7: x21202 Fampidirana Em Am B7 Em (4x) Tonony 1 (2x) Em Am Nifanojo, nifampijery foana B7 Em Ny masontsika roa Em Am B7 Toa tsy heno, 'zay lazain'ny mpampianatra Em Fa variana isika Fiverenana (2x) G D Iray kilasy mantsy isika roa C D Nifankahita isan'andro isan'andro G D Tsy handry foana ny andro maraina C D Ahitana anao ao an-dakilasy ao Tetezana (Solo): Em C D (2x) Tonony 2 Em Am Misy tsy arako, ny dika lesona B7 Em Mbola misy tsy voaray Em Am B7 Variana loatra aho, ny mandinika anao Em Ka nanjary tsy mahay Fiverenana (2x) G D Iray kilasy mantsy isika roa C D Nifankahita isan'andro isan'andro G D Tsy handry foana ny andro maraina C D Ahitana anao ao an-dakilasy ao
Sao Dia Ataon’Ialahy Hoe (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo A/C#: x42220 (na x4222x) A6: x02222 Bm/A: x04432 Bm: x24432 Bbdim7: x1202x D7: xx0212 Fampidirana Bm Bm/A G Em A D Em....A6-A Tonony 1 D Sao dia ataon'ialahy hoe A/C# Bm Bm/A Manadino letsy aho a G D Sao dia ataon'ialahy hoe Em A Bbdim7 Manadino letsy aho a Bm Bm/A Tsia letsy a G Em Tsia letsy a A D Em....A6-A Tsy maintsy mody any letsy aho a Tonony 2 D Sao dia ataon'ialahy hoe A/C# Bm Bm/A Mirediredy letsy aho a G D Sao dia ataon'ialahy hoe Em A Bbdim7 Mirediredy letsy aho a Bm Bm/A Tsia letsy a G Em Tsia letsy a A D D7 Mbola tsy bedy letsy aho a Fiverenana G A D D7 Ny fiainana hono letsy, tsy vita mora G A D D7 Raha vao solafaka eo ialahy, be ny mpanakora G A Bm G Ka ny mora kivy, io no tsy ata__o Em A D Em....A6-A Fa ao ambadika ao ny anjaranao Tonony 3 D Sao dia ataon'ialahy hoe A/C# Bm Bm/A Katry lava letsy aho a G D Sao dia ataon'ialahy hoe Em A Bdbim7 Katry lava letsy aho a Bm Bm/A Tsia letsy a G Em Tsia letsy a A D Em....A6-A Mba misotrosotro letsy aho a Tonony 4 D Sao dia ataon'ialahy hoe A/C# Bm Bm/A Mamo lava letsy aho a G D Sao dia ataon'ialahy hoe Em A Bbdim7 Mamo lava letsy aho a Bm Bm/A Tsia letsy a G Em Tsia leitsy a A D D7 Fa malahelo letsy aho a Fiverenana Tonony 5 D Sao dia ataon'ialahy hoe A/C# Bm Bm/A Mihani-kazo letsy aho a G D Sao dia ataon'ialahy hoe Em A Bbdim7 Mihani-kazo letsy aho a Bm Bm/A Tsia letsy a G Em Tsia letsy a A D Em....A6-A D Mamboly voninkazo letsy aho a
Aza Manadino Anay (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Hiran'i Dama rehetra: Dama Bsus4: x24400 C#m7: x46600 E5: x79900 F#: 2x4322 Intro (2x) C#m7....| F#.... A.. B.. | C#m7.... Tonony 1 C#m7 E5 Aza manadino anay e Bsus4 E5 Bsus4 Nareo izay any ambony a_ny C#m7 E5 Asa raha misy mandray e Bsus4 E5 Izany vavakay izany Fiverenana C#m7 A E Mitodiha vetivety C#m7 A B Mba henoy ny vavakay e F# A Ny eny ambony eny efa mety F# A C#m7 Ny ety ambany mba androtsay Tetezana: C#m7....(3x) Tonony 2 C#m7 E5 Ianareo no nirariana Bsus4 E5 Bsus4 Mba hanavotra ny ta_ny C#m7 E5 Mangeja mafy ny fahoriana Bsus4 E5 Tsy resinay ety ambany Fiverenana C#m7 A E Ny antsonay misesisesy C#m7 A B Midina ampio izahay e F# A Ianareo mety handresy F# A C#m7 Raha tena eo anilanay F# A Isika mety handresy F# A C#m7 Raha efa niaraka hatrizay Intro Tetezana B F# Mikapoka mahamay A E Ny fiainana 'zay manery B F# Ny valim-bavaka azonay e A B C#m7 Dia ny hoe mahareta, mahareta fery Fiverenana C#m7 A E Aza manadino anay e C#m7 A B Ianareo izay any ambony any F# A Aza mba manary anay e F# A C#m7 Raha mbola samy eto an-tany F# A Aza mba manary anay e F# A C#m7 Raha mbola samy olombelona ihany Intro (2x)
Tokoa (Njakatiana sy Rija Ramanantoanina)
Hiran'i Njakatiana rehetra: Njakatiana Hiran'i Rija Ramanantoanina rehetra: Rija Ramanantoanina A7: x02020 na 575655 Am7: x02010 na 575555 na x05555 Bb: x13331 Bbm: x13321 Bbm7: x13121 C#: x46664 D#: x68886 D': x57775 E: x79997 Gm7: 353333 G#m7: 464444 Tonony 1 Dm Am7 Nisy be tokoa Gm7 Bb Raha ny fotoana niarahana A7 Na nifamaho koa Dm Ny onjan'ny fiainana Tonony 2 Bb Dia nasehonao tokoa Gm7 Ampihavanana A7 Fa nandresy hatrany Dm Ny finamanana Tetezana C F Na tamin'ny ratsy na ny tsara Bb Bb Nanoro ianao, nanampy koa C Ary nikarakara Fiverenana F Am7 Bb F Faly ny fo tohina tokoa Gm7 Am7 F'izay rehetra natao Bbm C Dia teo foana ianao (teo tsy nandao) Dm Am7 Eb D' Gm7 Isaorako eran-tsaina eram-po Bbm F Satria voaporofo izao Bb C F Tena na_mako ianao Fiverenana (Ambony) C# F# Bbm7 B F# Faly ny fo tohina tokoa G#m7 Bbm7 F'izay rehetra natao Bm C# Dia teo foana ianao (teo tsy nandao) D#m Bbm7 E D# G#m7 Isaorako eran-tsaina eram-po Bm F# Satria voaporofo izao B C# F# Tena na_mako ianao Bm F# Satria voaporofo izao B C# F# Tena na_mako ianao D E F#..
Zakaranda (Lolo sy ny Tariny)
Hiran'i Lolo sy ny Tariny rehetra: Lolo sy ny Tariny Naoty - fampidirana ihany Asus: x0x9(10(10) A2: x07657 A': x07655 A": x0x9(10)9 D": x57775 Naoty - Tonony/Fiverenana Asus: x0223x A2: x0242x (afaka tsorina x0220x) Dsus: xx0233 D2: xx4230 (afaka tsorina xx0230) D': x023xx na x423x G': xxx433 Fampidirana D' D2 D G' D D2 D' Bm A D D2 D G' D D2 D A' A2 A" Asus A" A2 A" G A2 D" D' D2 D G' D D2 D Tonony 1 D' D2 D G' D D2 D' Bm A Ha_fa__hafa ho'aho ny tontolon'izy iny a D D2 D G' D D2 D Zaka_randa mipoapoaka A A2 A Asus A A2 A G D Fofon-tany mando koa mba tiany D' D2 D G' D D2 D Rehefa volana Oktobra Tonony 2 D' D2 D G' D D2 D' Bm A O_ra_na mi_tendry ny fanitso D' D2 D G' D D2 D 'Zay no hira tiany indrindra A A2 A Asus A A2 A G D 'Lay masoandro mody ha_monjy ampitso D' D2 D G' D D2 D Si_ne_many takariva Fiverenana C Dm C Dm Izy tsy nanao cahier de souvenira G A Dm 'Lay alefa mandehandeha C Dm C Dm Tsy nanangona sarina mpihira G A Dm Hatao peta-drindrina Dm A G Dm Nampatahotra azy ny bal amin'ny alina Dm A Dm Tabataba matimaty jiro Dm A G Dm Nampanofy ratsy, nofinofy adala Dm A Na maraina aza tsy adino Tonony 3 D' D2 D G' D D2 D' Bm A Ro_jo vola_fotsy tefin-karana D' D2 D G' D D2 D Ta_zako eo an-tratra_ny A A2 A Asus A A2 A G D Io no nano___me ahy hazavana D' D2 D G' D D2 D Na_no_ro ny a_na_ra_ny Tonony 4 D' D2 D G' D D2 D' Bm A La_sa bitsi_bitsiko i_san'andro D' D2 D G' D D2 D Rehef'i_zay mba mifanena A A2 A Asus A A2 A G D Lasa hira____hira_ko antoandro D' D2 D G' D D2 D No_fi_ko ha_diva haraina Fiverenana C Dm C Dm Fa nitoetra teo ny fitiavako iny G A Dm Tsy mba nisy resa-be C Dm C Dm Arahaba iray, tsikiny nidify G A Dm Samy lasana nandeha Dm A G Dm Samy mba nanohy ny eritreriny any Dm A Dm Ny azy anie tsy fantatro Dm A G Dm Fa ny ahy niova hira ihany Dm A Asa izay raha tsapany Famaranana D' D2 D G' D D2 D' Bm A Ha_fa__hafa ho'aho ny tontolon'izy iny a D D2 D G' D D2 D Zaka_randa mipoapoaka A A2 A Asus A A2 A G D Fofon-tany mando lasa tiko D' D2 D G' D D2 D Rehefa volana Oktobra
Tady Vita Fatomaty (Lolo sy ny Tariny)
Hiran'i Lolo sy ny Tariny rehetra: Lolo sy ny Tariny Key: G Am7: x0x010 Am7':x0x0xx C': x32xxx. C/G: 3x201x D': x54xxx D6: xx020x D13: x5x50 G/B: x2003x Intro: D6..D13..Am7..C5-D5-G..C/G-G Verse 1 G Am7 G/B Tady vita fato-maty G Am7 G/B No mamehy antsika roa C D C D Izaho te handeha, ianao mivadika atsy D6 D13 Am7' D' C' G C/G-G Tsy mety izy fa miahenjan'o o o Verse 2 G Am7 G/B Vita randrana voarary G Am7 G/B Tamin'ny olatry ny lasa C D C D Ka mamirifiry, henoko marary D6 D13 Am7' D' C' G Raha ianao hamonjy olon-ka_fa Pre-Chorus C G Tso-drano mora fotsiny Bm Em Sy orokoroka madio C G Omeko tsisy ozona Bm Em D Amin'ny fo madio akia Chorus D Bm Fa raha misy olon-kafa any ho any mampijaly C Em Ento aty ampianariko mitia D Bm Tsy hampiasako tambitamby, na sandry na tomany C Em Hampianariko hahafantatra an-dry D Hahafantatra an-dry
Rafahafahana (Mahaleo)
Key: Am Tendry Gasy (CGDGBE) Am: x22210 A': x22225 C: 0x2010 C': x5xx5x C": 0xx988 C/E:4xx053 Dm7:2x3211 Dm: 2xx231 Em: 4xx453 E/G#:x12100 E: 4x2100 F: 557565 F/G: x0321x G7: x0006x G: x05433 G':x0x787 G/B: x4x030 Intro F..Em..| E/G#-Am-G/B-C'-Am.. G/B-C'-G7-G-C.. F-C"-G'-C" E.... Verse 1 Am E/G# G/B-C' G7 C Tiako tiako E E/G# Am Ary tena faniriako Dm7 F/G Raha ialahy, no mba namana Dm7 F/G E/G# E Am Mety handray ireto, ireto tanana F-Em-Dm-C-G Am E/G# G/B-C' G7 C Indri_sy, indri_sy E E/G# Am Toa mitady ny tsy misy Dm7 F/G Fa ialahy, Rafahafahana Dm7 F/G E/G# E Am Toa mandà tsy mety, mety ho namana F-Em-Dm-C-G Chorus F Em E/G# E Am Teto aho, dia nipitrapitra G/B G C Sy nitsiriritra F Em Dm C G Ny tsy na__tao ho ahy F Em E/G# E Am Nefa fitia tsy mety ritra G/B G C Mikiry sy maditra F C" G' C" E Natokako an’ia_la_hy Verse 2 Am E/G# G/B-C' G7 C 'Ndraindray, 'ndraindray E E/G# Am Variana aho mijery an’ialahy Dm7 F/G Manantona, ireo zay tsy mitady Dm7 F/G E/G# E Am Fa miavona anay, Zay mandadilady F-Em-Dm-C-G Am E/G# G/B-C' G7 C Inona inona E E/G# Am No anaovan’ialahy ahy tsinontsinona, Dm7 F/G Manavaka trano hidirana Dm7 F/G E/G# E Am Sa ve ialahy mifidy, fiho_dirana Chorus F Em E/G# E Am Zahay aty, mijinja ny mafaitra G/B G C Mitaty ny tsy laitra F Em Dm C G Tsy afa_ka manoatra F Em E/G# E Am Iandrasana, hitondra takaitra G/B G C Zay ngamba ialahy vao taitra F C" G' C" E Sao dia mba tara loatra Verse 3 Am E/G# G/B-C' G7 C Potika potika E E/G# Am Fo sy saina rotidrotika Dm7 F/G Miantomboka ny faharavana Dm7 F/G E/G# E Am Mahery ilay ry, ry figadrana F-Em-Dm-C-G Am E/G# G/B-C' G7 C Foiko foiko E E/G# Am Raha ny foko no henoiko Dm7 F/G Ny hanome ny aiko, mba ho sorona Dm7 F/G E/G# E Am Ka ny fanahiko hitovy, amin’ ny vorona F-Em-Dm-C-G Chorus F Em E/G# E Am Aoka aho, mba ho tompon-tsafidy G/B G C Mba tsy havela hihidy F Em Dm C G Ty vava_ko miteny F Em E/G# E Am Ampy ahy izay, nitondra mangidy G/B G C Tsy tiako ho tadidy F C" G' C" E Reny rehetr'i_re_ny F Em E/G# E Am F’izaho sy ianao, hamafy hafaliana G/B G C Hanome fanampiana F Em Dm C G Ny mitovy_am_iko__ F Em E/G# E Am Raha eo ialahy, hiteny ireo nangiana G/B G C Fahafa_ha_na no_iriana F C" G' C" E....A Ho an’ny Ta_ni_ko Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo