Satry Ihany (Dadah Rabel)

Hiran'i Dadah Rabel rehetra: Dadah Rabel
Capo: 2 
Tendry Gasy (CGDGBE)
A/C#:1x2220
B:   x4444x Bm: x4443x
D7:  2xx212
E/G#:x12100
G13: x03430

Fampidirana
Am ...G (2x)

Tonony 1
Am                B                   Em    D        A/C#
 Satry ihany ny tsiky no hameno, handravaka  ny tavanao 
C           D                     G
 Mba tsy hikentrona intsony ny tarehy 
Am               B                  Em   D         A/C#
 Satry ihany ny hira no ho heno, hivoaka  ny molotrao 
C              D                   G
 Mba tsy ho taraina intsony no ho re 

     Fiverenana
     Am                 D7           Bm           E/G# 
      Indrisy anefa mbola tomany no manamando ny tava 
     Am        D7          G  
      Noho ny fahoriana misesy 
     Am        D7            Bm         E          
      Mbola toloko ihany no mivoaka ny vava 
     Am         D7            G
      Fa fahantrana tsy mety resy 

Tonony 2
Am              B                     Em D            A/C#
 Satry ihany ianao tsy ho noana, ary koa  tsy hangetaheta 
C               D           G 
 Ka tsy handry fotsy lava izao 
Am             B                     Em  D     A/C#
 Satry ihany izay manoloana, tsy ho feno  herisetra 
C               D         G
 Ka mba handry fehizay ianao 

     Fiverenana
     Am                   D7                Bm             E/G#
      Indrisy tsy nisy niditra am-bava, ny tenda koa zary maina 
     Am         D             G  
      Ny tsy fisiana tsy mahavoky 
     Am          D7              Bm         E
      Mbola tebiteby lava tsisy hilaminan-tsaina 
     Am                D7      G
      Sady kivy ianao no very toky 

Tetezana
Am  D7 G  E
Am  D7 G 
Am  D7 G  E
Am  D  D 

     Fiverenana
     Am           D7            Bm          E/G#
      Ianao miezaka hatrany, mihoatra ho tafita 
     Am          D7       G G7
      Tsy miraviravy tanana 
     Am                    D7              Bm        E
      Tsy maintsy mbola hivaly ihany, tsy maintsy hahita 
     Am           D7    C D
      Ny anjara fiadanana

Tendry Standard (EADGBE) 
B:   x24442 Bm: x24432 
A/C#:x4x655 
D7:  xx0212 
E/G#:422100 
G:   3x3430

Ny Tena Fitia (Mahaleo)

Teny fanolorana: Ny fitendrin'i Dadah ny C 
dia miovaova ny bass (C-C/E-C/G). 
Arak'izay koa ny G (G-G/B-G/D)

Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo

Capo: 4
Tendry Gasy (CGDGBE)
Am:   x22210 Am7: x22010
C:    0x2010 C':  0x0213 Cadd9:0x0033
D:    2x4232 Dm:  2xx231 Dm9:  2x3210 
Em:   4xx453  
F:    557565 F':  553xxx
G:    x0000x
G/B:  x4000x G/B':x4003x

Fampidirana
C Dm9 G C (2x)

Tonony 1
  C   Em     F' G F'G
N'inona  nanjo 
    G       G/B        G     G/B   C
Na tojo ny mafy na nambinin-java-tsoa 
    C       Em        F' G  F' G  
Na faly na maloka ny fo 
   G                           F Em Dm C 
Ianao tsy lavitra fa teo anilako 
D
Tonony 2
 G      G/B       Cadd9
Ny masonao no ahitako 
    D                                  G   D-D2-D       
Ny tongotrao no mahalala ny lalana hombako 
  G        G/B          Cadd9
Izay taratrao no fahazavako 
        D                            C   G/B'-Am7-G
Ny fontsika mitempo mifamaly tony lamako        

     Fiverenana
     G-Am7-G/B    C              
                Izany akia ny fitia
        C   
     Fitia tena fitia
          C             G
     'Ray aina, iray safidy
       C              
     Izany akia ny fitia
           C       
     'Zay tiako no tian-dry
        C                D
     Mizara ny mamy, mangidy
                  Em              D
     Voatsongo ianao, izaho no marary
            Em                    D
     Osa ianao, izaho no tsy zarizary
           C       G   Am  D
     Sanatria tsy hifanary        
                  G
     Toa rano sy vary 

Tetezana: C Dm9 G C (2x)

Tonony 3
  C       Em          F' G6 F' G6
Izay telinao no ho lalaiko 
      G    G/B  G     G/B       C
'Zay sitrakao  no mampandry ny saiko 
  C       Em           F'   G6 F G6
Izay babinao dia ho zakaiko 
        G                                 F    Em Dm C 
Izay mihantra aminao no miantraika amin'ny aiko 
D
Tonony 4
 G       G/B          Cadd9
Tanan-kavia sy havanana 
    D                             G
Na mora na sarotra hiarahana manana 
    G      G/B     Cadd9
Ny mafy hifanohanana 
    D                    C G/B'-Am7-G
Na be na kely hifanapahana

     Fiverenana
     G-Am7-G/B   C 
               Izany akia ny fitia
        C 
     Fitia tena fitia
          C             G
     'Ray aina, iray safidy
       C 
     Izany akia ny fitia
           C 
     'Zay tiako no tian-dry
        C                D
     Mizara ny mamy, mangidy
                  Em              D
     Voatsongo ianao, izaho no marary
            Em                    D
     Osa ianao, izaho no tsy zarizary
           C       G   Am D
     Sanatria tsy hifanary 
                  G
     Toa rano sy vary 

Famaranana
C Dm9 G C (2x)

Tendry Tsotra (EADGBE)
Cadd9:x32033
Dm9:  xx0210  
G/B:  x2000x G/B':x2003x

Raisiko Ho Ahy (Mahaleo)

Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo


Am/C:  xxx555
Bm:    x24432 Bm/D:  xxx777
Cmaj7: x32000 Cadd9:x32033
Ddimm7:xx121x 
Em7:   xx2033
Gmaj7: 3x0032. 
G:     3x0033 G/B:   x2xx33  

Fampidirana 
Cadd9-D-D-C  D G G-Am-G/B (2x)
Cadd9-D-D-C  G   Am-G/B-C
D  G  Am/C-Bm/D

Tonony 1
 Gmaj7             Gmaj7  
Raisiko ho ahy ny hadisoana
          Cmaj7
Izaho indray no hifona
     Gmaj7             Gmaj7        
Nefa aok'  izay, aza avela hilona
        Cmaj7
Ataovy heloka hibabohana
       Bm              E
Aoka atao hoe ahy ny tsiny
     Am           D
Nahatonga iny ady iny   
         Am       D          
Nefa mangata-pamelana 
      Ddim7   Em  D..Em7..
Aza ivindavindana

     Fiverenana
              Cadd9           D   G  G-Am-G/B
     Sao dia tezitra aho ny hiafarany   
            Cadd9    D     G   G-Am-G/B
     Farany io    havelako any   
             Cadd9       G/B  G
     Tombo-tsoa_ho an...'iza moa  
     Am      G/B  C       
     Iza no_ho   voa
       C          D        G  Am/C Bm/D
     Tsisy hafa tsy 'sika roa

Tonony 2
 Gmaj7           Gmaj7
Raha toa aho, manetry tena   
      Cmaj7
Sanatria tsy fahalemena   
 Gmaj7            Gmaj7 
Fa    raha toa samy sorena   
            Cmaj7
Tsy afak'hidinika am-pahendrena 
        Bm       E
Raha mitady filaminana   
      Am            D
Aza asetrinao fahanginana   
        Am           D          
Izay mikotrika vali-faty
     Ddim7        Em D..Em7..
Fa avoahy ny ao anaty 

     Fiverenana
            Cadd9  D    G   G-Am-G/B
     Ao re lala o fa mifona   
            Cadd9   D     G    G-Am-G/B
     Nanao teny   tsy tsaroana   
                Cadd9      G/B  G
     Tsy hanindroa aho, marina moa   
      Am   G/B  C
     Mitsikia aloha
     C       D       G  Am/C Bm/D
     Etsy toneho ny fo 

Tetezana/Solo
Cadd9-D-D-C  D G (2x)
C.. G Am/C-Bm/D
 Tonony 3 
 Gmaj7            Gmaj7        
Tezitr' ianao, tezitra foana   
           Cmaj7
Tsy hay intsony hoe nahoana   
   Gmaj7          Gmaj7
Mimonjotra, toa trondro moana   
      Cmaj7
Tambitambiko zava-poana 
       Bm                E
Inona moa 'lay nampiady teo
            Am                 D
Toa tsy tsaroako akory 'zay niseho   
       Am                  D         
Fa erikerika lasa tondra-drano
     Ddim7       Em  D..Em7..
Ady kely lasa angano 

     Fiverenana
           Cadd9     D    G   G-Am-G/B
     Toa izao   no fiandohany   
          Cadd9       D         G   G-Am/B
     Ady kely tsy voavaha toa izany   
            Cadd9  G/B     G
     No  mitombo, lasa tamboho
      Am   G/B   C
     Mampisara-droa
        C      D      G Am/C Bm/C
     Ny olona mifankato

Ny Hafanana (Jeannot)

Hiran'i Jeannot rehetra: Jeannot
B: x24442 B7: x24242 na x21202

Tonony 1
Em                Am
  Tadidio kely ange 
B                    Em
 F'indray takariva izay 
G                     C
 Notantaraiko tamin’ise fa 
D                G
 Tsy miaraka izahay
      C           D
Fa matoa izy eo anilako 
        B7           C       
Satria tiako ny eo anilany o o o o 
G                 D          C        G     B7       
 Fa raha izay fitiavako, na misy aza silany 

Tonony 2
Em               Am
  Fa ny antsika kosa
B                  Em
 Hafa tsy toa ny anay
G                 C
 Fa fitiavana miavosa
D                   G
 No niarahana hatrizay 
       C        D
Toky ihany no omeko 
        B7           C
Omeko anao tsy omeko azy o o o o
G              D         C         G
 F’izay efa nekeko tsy ataoko vazivazy 

     Fiverenana
         D              G
     Fa tiako loatra ianao 
      B7          Em
     Mamy toa tantely 
      C        G
     Tena mihavao 
          D          G
     Tsy lainga velively 
      D          G
     Misy anefa re 
       B7            Em
     Omeny ahy tsy omenao
         C         G
     Ka hadisoako ve
         D           C   G  B7
     Sa kosa diso iana___ao  

Tonony 3
Em                  Am
 Anananao tokoa ny bika
B                  Em
Ny endrika torak’izany
G                C
 Nefa kosa mangatsiaka
D                  G
 Raha anilanao hatrany
        C         D
Ny hafanana ry lalaiko
       B7        C
Mila izany ny fitia e
      G            D
Ny fitia e, karakaraiko
   C                  G
Matoa aho tsy tonga aty

     Fiverenana
      D                 G
     Fa tiako loatra ianao 
      B7          Em
     Mamy toa tantely 
      C        G
     Tena mihavao 
      D              G
     Tsy lainga velively 
      D          G
     Misy anefa re 
       B7            Em
     Omeny ahy tsy omenao
         C         G
     Ka hadisoako ve
      D              C   G  B7
     Sa kosa diso iana___ao 

Tonony 3/Famaranana
Em                  Am
 Anananao tokoa ny bika
B                   Em
 Ny endrika torak’izany
G                 C
 Nefa kosa mangatsiaka
D                  G
 Raha anilanao hatrany
        C         D
Ny hafanana ry lalaiko
       B7        C
Mila izany ny fitia e
      G            D
Ny fitia e, karakaraiko
  C                   G
Matoa aho tsy tonga aty
            G
Tsy tonga aty
            G
Tsy tonga aty

Valiha Fararano (Jerome Randria)

Hiran' i Jerome Randria rehetra: Jerome Randria
Capo: 1 
Bm: x24432
Em: 022003

Fampidirana
Em D D C

Tonony 1
 Em                  D
Raha lazaina aloha, hafa ny amiko 
          D                         C
'Ndray_sabotsy hariva izay tao an-trano 
  Em                 D
Izaho irery moa,  sorena be tokoa 
     D                     C
Varivarian'alahelo toa ny mamo 

     Fiverenana
     G                 D
     Eo am-parafara,  teo nivahiny 
          Am                 Em
     Sarinao, penina sy taratasy 
      G                 D
     Te hanoratra aho, te hihira koa 
           C           Bm         C 
     Nifangaro anefa ireo tao am-po 

Tonony 2
  Em                 D
Tsy tsaroako akory, renoka aho natory
     D                       C
Nanonofy toa nahita anao hatrany 
 Em               D
Nifoha avy teo,  hay nisy feo 
      D                     C
Vetsovetso mba voasoratro ihany 

     Fiverenena
      G            D
     Teny ankiroa, efa fantatrao
          Am                  Em
     Nosoratako tamin'ny sarinao
      G                D
     Teny kely ihany, kely nefa mamy 
        C         Bm         C
     Mifono hasambarana tsy lany 
      G               D
     Teny tena mamy, toa ny loharano 
          C         Bm         C
     Mihiritsaka fitia manganohano 
                          Em
     Toa feom-baliha fararano

Rehefa Any (‘Zay)

Hiran'i tarika 'Zay rehetra: 'Zay

Asus2:  x02200
Bm: x24432
C#m: x46654
Dadd2/A:x04230    D': x5423x
E/A:    x02100
E/D:    xx0454 na E': 0xx454

Fampidirana
Asus2 E/A Dadd2/A E/A (2x)
Asus2 E/A Dadd2/A E (2x)

Tonony 1
 Asus2               Dadd2/A
Ny fiainana dia toy ny rehetra
E/A             Asus2
   Tsy maintsy misy fetra
        C#m                    F#m
Tsy_afaka hijanona ety ho mandrakizay
Bm        D'         E
 ’Zay no lahatry ny Ray

Tonony 2
           Asus2              Dadd2/A
Ka raha ho_avy ilay andro voatondro
E/A          Asus2
   Hialako ety an-tany
        C#m                      F#m
Ka ho_esorina indray tsy_ho_eo anilanao
Bm              E       Asus2 A..
 Dia izao no ambarako anao 

     Fiverenana
       A      D                       C#m
     Tsy mba hanana ahiahy aho rehefa any
            Em         Asus2      D
     Tsy hanenina aho na dia kely aza
       D          E/D  C#m    F#m
     Tsy hisento koa, na hitomany
            Bm       E           Asus2 A..
     F’efa teo anilanao tety an-tany  
      A   D                           C#m
     Ka hiandry am-pitsikiana ’lay fotoana
             Em     Asus2 D
     ’Zay natokany hiavianao
      D        D/E   C#m          F#m
     Hanoy indray, ’reo ’zay tsy vita
              Bm      E             Asus E/A
     ’Lay fitiavana tsy mety ho ritra

Dadd2/A E/A

Asus E/A Dadd2/A 

Tonony 3 
E/A          Asus2              Dadd2/A
  Ka raha ho_avy ilay andro voatondro
E/A        Asus2
 Hialako ety an-tany
        C#m                      F#m
Ka ho_esorina indray tsy_ho_eo anilanao
Bm              E       Asus2 A..
 Dia izao no ambarako anao

     Fiverenana
       A   D                          C#m
     Tsy mba hanana ahiahy aho rehefa any
            Em         Asus2      D
     Tsy hanenina aho na dia kely aza
      D           E/D  C#m    F#m
     Tsy hisento koa, na hitomany
            Bm       E           Asus2 A..
     F’efa teo anilanao tety an-tany 
      A   D                           C#m
     Ka hiandry am-pitsikiana ’lay fotoana
             Em     Asus2 D
     ’Zay natokany hiavianao
      D        D/E    C#m         F#m
     Hanoy indray, ’reo ’zay tsy vita
              Bm      E          Asus A
     ’Lay fitiavana tsy mety ho ritra
      D        D/E   C#m         F#m
     Hanoy indray, ’reo ’zay tsy efa
              Bm      E        Asus E/A..
     ’Lay fiarahana tsy hanam-petra

Famaranana
..Dadd2/A E/A
Asus2 E/A Dadd2/A E/A 
Asus2 E/A Dadd2/A E (2x)

Hir’Aina (Nanie)

Key: B, C#

Intro
B....| B-F#/B-E/B..
B/D#-C#m11-Esus2-F#7sus4| B....

Verse 1
 B          C#m7
Rotsirotsy tambitamby 
 B/D#      C#m7 F#7
Fifaliana manan’amby 
 B             F#9/A#  A(add9) G#aug-G#   
No hiraina hatrany hatrany 
   G#m/C#
Hiraina hatrany hatrany 
   G#m/C#           E/G#  F#/A#
Hiraina hatrany am-parany any 

Verse 2
 B               C#m7
Fa manomboka eto izao 
  B/D#        C#m7  F#7
'Zay tontolo misy anao 
 B             F#9/A#  A(add9)  G#aug-G#
No hiraina hatrany hatrany 
 G#m/C#
Hiraina hatrany hatrany 
   B/F#             E/F#   
Hiraina hatrany am-parany any 

     Chorus (2x)
       B/F# E/G# F#/A#  Bmaj7     
     (Hi___rai__na)    isan’andro izao 
              G#m7
     Hiraina ny Anaranao 
             C#m7
     Ahatsiarovako fa mamy 
           E/F#        F#7     [#1]
           Em9         Gmaj7/A [#2]
     Ny mitia anao hatrany

Verse 3
 B        C#m7
Safasafon’olon-tiana 
 B/D#     C#m7 F#7
Teniteny fa_niriana 
 B        F#9/A#   A(add9) G#aug-G#
No miposaka     maraina 
   G#m/C#
Miposaka maraina 
      G#m/C#     E/G#-F#/A#
Ka kaloina sy hirai__na 

Verse 4
 B              C#m7
Raha madiva ny hariva 
B/D#        C#m7  F#7
Indro fa maniva_tsiva 
 B        F#9/A# A    G#aug-G#   
Ka mamelona ny   aina 
   G#m/C#
Mamelona ny aina 
      B/F#       E/F#
Ka kaloina sy hiraina
 
B/F# E/F# F#
-> Hi___rai__na
Bridge C/Bb F/A G7 F(add9) C/E Hi___ra hi_ra_____ina Dm/F G#dim7 A Hirahira...i_na A E/G# F#m7 Hirahiraina, ny Anaranao B7/D# A/E E Hirahirai__na Chorus (2x) (Key: C#) C#/G# F#/A# G#/C C#maj7 Hi___ rai___na isan’andro izao A#m7 Hiraina ny Anaranao D#m7 Ahatsiarovako fa mamy F#/G# G#7
F#m9 Amaj7/B
Ny mitia anao hatrany Outro C# D#m7 Rotsirotsy tambitamby C#/F D#m7 Fifaliana manan’amby
C#-G#/C-A#m7
Fm7-A#m7
D#m7-G#-C#
Tondrompeon'i Nanie rehetra: Nanie

Embona (Joy K)

Hiran'i Joy K rehetra: Joy K

Capo 2
A6:     x02222  A2:   x02200 Asus: x02230
D7/F#:  2xx212  Dsus: xx0233 D*:   xx0xx5 
D/F#:   2xx232
Gmaj7:  3xx432
F#m:    2xx220

Fampidirana (2X)
D A-A6-A
Bm A-A2
Gmaj7 F#m' Bm A-Asus

Tonony 1
D       D7/F#         G Em
Embona sendra mba nandalo 
 A               D   (A-A2)
No entiko mba hikalo 
  D        D7/F# G         Em
Tsirin’alahelo   avy ao ampo 
     A                D  D7/F#
Ny_omaly miverina avokoa 

     Fiverenana (2x)
     G           D/F#   Em       D
     An-tsainao ve    isika nilalao 
     G         D/F#       Em      A-Asus__
     Am-ponao ve 'lay fitiavako anao 
     __Asus     D        D7/F# G      Em
     Ireo tsiambaratelo maro  mamy tokoa 
          A                 D
     Tsy haiko fafana ny taloha

Tetezana
D A-A6-A
Bm A-A2
Gmaj7 F#m' Bm A

Tonony 2
D       D7/F#        G   Em
Embona sendra mba miserana 
    A                      D-Dsus D* A-A2 
Ny_hampahory anao no aoka fe_____ra_na 
  D       D7/F#     G          Em 
Tsirim-pitia  voatahiry ao am-po 
         A                    D   D7/F#
Tsy ho_adino fa masaka ao an-doha 

     Fiverenana (2X)
     G           D/F#  Em       D
     An-tsainao ve   isika nilalao
     G         D/F#          Em      A-Asus___
     Am-ponao ve    'lay fitiavako anao
     __Asus     D        D7/F# G      Em    
     Ireo tsiambaratelo maro  mamy tokoa
          A                 D
     Tsy haiko fafana ny taloha

Famaranana
D A-A6-A
Bm A-A2
Gmaj7 F#m' Bm A

Izao Re No Izy (Njakatiana)

Hiran' i Njakatiana rehetra: Njakatiana
Tonalite: D

Tonony 1
     D       A/D        Bm7-A/B
Tsy nampoizinao ny androany
 Em7         Bb      A  G/A
Gaga kely angamba ianao
     D          A/D     F#m7 (D/F#-F#m7)
Hoe misy fahamatorana ihany
  G                   A  Bbdim7
Izao izaho milaza aminao

     Pre-refrain
       Bm             F#/Bb    
     Izao re no izy, tiako ianao 
          D/A                      E/G#  E
     Tsy fahatokiana ahy angamba tsisy
      G(add9)          D
     Fa raha ianao, ianao mihitsy ianao
         Em7                   G/A
     Mitsiriritra aho hatram'izao

Melody: D-C#-B-C#-A-B-G-A| F#-E-D-C#-B-A-G-E
Tonony 2
 D       A/D        Bm7-A/B
Namana tsotra tokoa
    Em7          Bb   A  G/A
Ny fiarahana hatram'izay
   D            A/D     F#m7  (D/F#-F#m7)
Hataoko fa tsy sarotra koa
 G                     A  Bbdim7
Raha mba fitiavana indray

     Pre-refrain

     Fiverenana (2x)
     D                      Em7
     Efa ela anie no efa naniriko anao
      A                        Dsus4   D  G/D-A/D-G/D
     Sady izaho ange tsy te hamitaka anao
       D           A/E     D/F#   
     Izay hampanantenaiko re 
      D/F#      G       Em7
     Foiko ho anao ho anao
      A (D/A   A)  Em7 (A/E Em7)  A   
     Fa raha 'zay ta__ho__trao   ve 
       A          G      D
     Izaho tsy hanimba anao
            G/A
     Melody:  G-A-B-D G-A-B {outro #1]
    D-F#m7-Bm7| A (D/A A) Em7 (A/E Em7) A 
    A G    D 
     Melody:  F#-E--D-A (2x)

Fiainana kely (Rija Ramanantoanina)

Key: E, A

Intro #1 (Key: E)
F#m-E/G#-A-B-C#m       (4x)

Intro #2 
Eadd9-A/E  Badd9/E-A/E (2x)

Verse 1
  E       B/E      A/E   E
Fiainana kely tsy mirehareha 
  B/E     A/E  A/E-B/E----A/E   E
Fiainana kely tsotsotra izay ny ahy 
      E       B/E          A/E     E
Tsy trano manjelatra, tsy tafom-bazaha 
 B/E    A/E        A/E-B/E-A/E    E
Tafo mololo izay ihany a--loha ny ao 

     Chorus
      F#m7       G#m7   A         G#m7      
     Fa raha ny fitiavanao no mankao 
      F#m7      G#m7   A           G#m7
     Raha ianao iriko no miantrano ao 
      E       D6        A/C#  Am/C
     Hanjary lapa ilay bongo kely 
      E/B        B           G#7/C     C#m
     Na mpanjaka aza hangetaheta ny ho ao 
         F#m7 E/G# A       B           C#m
     Ho toba_ka ronono, hitondraka tantely 
         F#m7  E/G#  A               B      E
     Fa tojo ilay niriako aho, sady tojo anjely 

---> Intro #2

Intro #2 (Key: A)  A-D/A..| Eadd9/A-D/A (2x)

Verse 2 (2x)
    A      D/A       E/A  D/A
Ny fitiavanao hamoronako hira 
   A           D/A      E/A        D/A
Hokaloiko ho anao na maraina na hariva 
     D      E/D      A/D    E/D
Hindramiko koa ireo hira fanaoko 
   D       E/D        A/D   E/D  
Hitety tontolo hidradradradrako 
    C#m7    F#7       Bm7    D/E
Fa tiako ianao tena tiako ianao

Outro (2x)
         A-D/A Edd9/A-D/A (2x)
Tiako ianao
      A--D/A  Eadd9/A-D/A
Tia anao_aho

Hiran'i Rija Ramanantoanina rehetra: Rija Ramanantoanina