Hiran'i Kiaka rehetra: Kiaka
A/C#: x4222x
B/F#: xx4442
Cadd2:x32030
D': xx0232 Gaug/D#: xx1003
Em: 022003 Em/G: xx5453
G': xx5433 Gaug: xx5443Fampidirana (3x)D A/C# Cadd2 B/F#
Em/G Gaug G' ATonony 1D A/C#
Mbola kely ianao
Cadd2 B
Dia efa nahasarika ahy
Em Gaug/D#
Izato fihetsikao
G A
Nambabo ny fanahy
Tonony 2D A/C#
Hendry sy mbola miera
Cadd2 B
Zazakely hatramin’izao
Em Gaug/D#
Manafina foana izay hatao hoe
G A
Fa sao dia bedy ianao
Fiverenana Bm F#
Nefa moa nitiavako anao izay
D E
Niaretako niandrasako
G A D F#
Mandra-pahatonga ilay fotoana an
Bm F#
Nefa moa nitiavako anao izany
D E
Nanajako anao tokoa
G A D A
Mandra-paha an an
Tonony 3D A/C#
Toerana maro anefa
Cadd2 B
No nahitako anao
Em Gaug/D#
Tsiky malefaka foana
G A
No nasesinao
Tonony 4D A/C#
Herimbaratra tokoa
Cadd2 B
Ny tenako iray manontolo
Em Gaug/D#
Ny hafanana tato am-poko
G A
Tsy tantiko intsony
Fiverenana Bm F#
Nefa moa nitiavako anao izay
D E
Niaretako niandrasako
G A D F#
Mandra-pahatonga ilay fotoana an
Bm F#
Nefa moa nitiavako anao izany
D E
Nanajako anao tokoa
G A D F#
Mandra-paha an an
G A B
Mandra-paha an an
Hiran'i Nina rehetra: Nina's
C': 8x(10)988
Em7: 022033 (na 022003) Em': x79987
F': x8(10)(10(10)8
G': x(10)(12)(12)(12)(10) G/B: x2000xFampidiranaC Em7 Am F
Am G F GTonony 1 (2x) C Dm Em7 Dm
Adala ny fo rehefa tia
C Dm Em7 F G
Tena jamba ihany koa ny maso rehefa tia e
F G
Tsy te hijery olon-kafa aho, tsy hitady an'iza n'iza
C G/B Am
Afa tsy ianao irery ihany
G F G C
Ianao irery ihany, ianao irery ihany
Fiverenana F G C
Atao fitia mifamaly ny antsika roa dia milamina ny fo e
Em Dm G
Mba tsy hisian'ny tebiteby, saina tsy mivezivezy
C
Hanala ny aretin-doha
Dm Em F G C
Atao fitia mifamaly ny antsika roa dia milamina avokoa e
Em Dm G
Mba tsy hisian'ny tebiteby, saina tsy mivezivezy
C' G' F' Em' Am Dm F G C
Hanala ny aretin-doha
Tonony 2 C Dm Em7 Dm
Marary ny fo, mafy rehefa tia
C Dm Em7 G
Mangaina ny loha sao sanatria e
F G
Matahotra ny ho very, tsy satry ny_hitoetra irery
C G/B Am
Manahy aho
G F G C
Manahy 'nie aho, manahy 'nie aho
Fiverenana F G C
Atao fitia mifamaly ny antsika roa dia milamina ny fo e
Em Dm G
Mba tsy hisian'ny tebiteby, saina tsy mivezivezy
C
Hanala ny aretin-doha
Dm Em F G C
Atao fitia mifamaly ny antsika roa dia milamina avokoa e
Em Dm G
Mba tsy hisian'ny tebiteby, saina tsy mivezivezy
C
Hanala ny aretin-doha
Tetezana: F G C Em Dm G C
Dm-Em F G C Em Dm G CFiverenana (2x) F G C
Atao fitia mifamaly ny antsika roa dia milamina ny fo e
Em Dm G
Mba tsy hisian'ny tebiteby, saina tsy mivezivezy
C
Hanala ny aretin-doha
Dm Em F G C
Atao fitia mifamaly ny antsika roa dia milamina avokoa e
Em Dm G
Mba tsy hisian'ny tebiteby, saina tsy mivezivezy
C
Hanala ny aretin-doha
Hiran'i Red Metal rehetra: Red MetalB7: x21202
FampidiranaEm Am B7 Em (4x)
Tonony 1 (2x)Em Am
Nifanojo, nifampijery foana
B7 Em
Ny masontsika roa
Em Am B7
Toa tsy heno, 'zay lazain'ny mpampianatra
Em
Fa variana isika
Fiverenana (2x) G D
Iray kilasy mantsy isika roa
C D
Nifankahita isan'andro isan'andro
G D
Tsy handry foana ny andro maraina
C D
Ahitana anao ao an-dakilasy ao
Tetezana (Solo):Em C D (2x)Tonony 2Em Am
Misy tsy arako, ny dika lesona
B7 Em
Mbola misy tsy voaray
Em Am B7
Variana loatra aho, ny mandinika anao
Em
Ka nanjary tsy mahay
Fiverenana (2x) G D
Iray kilasy mantsy isika roa
C D
Nifankahita isan'andro isan'andro
G D
Tsy handry foana ny andro maraina
C D
Ahitana anao ao an-dakilasy ao
Hiran'i Mahaleo rehetra:Mahaleo
A/C#: x42220 (na x4222x) A6: x02222
Bm/A: x04432 Bm: x24432 Bbdim7: x1202x
D7: xx0212
FampidiranaBm Bm/A G Em A D Em....A6-A
Tonony 1D
Sao dia ataon'ialahy hoe
A/C# Bm Bm/A
Manadino letsy aho a
G D
Sao dia ataon'ialahy hoe
Em A Bbdim7
Manadino letsy aho a
Bm Bm/A
Tsia letsy a
G Em
Tsia letsy a
A D Em....A6-A
Tsy maintsy mody any letsy aho a
Tonony 2 D
Sao dia ataon'ialahy hoe
A/C# Bm Bm/A
Mirediredy letsy aho a
G D
Sao dia ataon'ialahy hoe
Em A Bbdim7
Mirediredy letsy aho a
Bm Bm/A
Tsia letsy a
G Em
Tsia letsy a
A D D7
Mbola tsy bedy letsy aho a
Fiverenana G A D D7
Ny fiainana hono letsy, tsy vita mora
G A D D7
Raha vao solafaka eo ialahy, be ny mpanakora
G A Bm G
Ka ny mora kivy, io no tsy ata__o
Em A D Em....A6-A
Fa ao ambadika ao ny anjaranao
Tonony 3 D
Sao dia ataon'ialahy hoe
A/C# Bm Bm/A
Katry lava letsy aho a
G D
Sao dia ataon'ialahy hoe
Em A Bdbim7
Katry lava letsy aho a
Bm Bm/A
Tsia letsy a
G Em
Tsia letsy a
A D Em....A6-A
Mba misotrosotro letsy aho a
Tonony 4 D
Sao dia ataon'ialahy hoe
A/C# Bm Bm/A
Mamo lava letsy aho a
G D
Sao dia ataon'ialahy hoe
Em A Bbdim7
Mamo lava letsy aho a
Bm Bm/A
Tsia letsy a
G Em
Tsia leitsy a
A D D7
Fa malahelo letsy aho a
Fiverenana
Tonony 5 D
Sao dia ataon'ialahy hoe
A/C# Bm Bm/A
Mihani-kazo letsy aho a
G D
Sao dia ataon'ialahy hoe
Em A Bbdim7
Mihani-kazo letsy aho a
Bm Bm/A
Tsia letsy a
G Em
Tsia letsy a
A D Em....A6-A D
Mamboly voninkazo letsy aho a
Hiran'i Mahaleo rehetra: MahaleoHiran'i Dama rehetra: DamaBsus4: x24400
C#m7: x46600
E5: x79900
F#: 2x4322Intro (2x)C#m7....| F#.... A.. B.. | C#m7....Tonony 1C#m7 E5
Aza manadino anay e
Bsus4 E5 Bsus4
Nareo izay any ambony a_ny
C#m7 E5
Asa raha misy mandray e
Bsus4 E5
Izany vavakay izany
Fiverenana C#m7 A E
Mitodiha vetivety
C#m7 A B
Mba henoy ny vavakay e
F# A
Ny eny ambony eny efa mety
F# A C#m7
Ny ety ambany mba androtsay
Tetezana:C#m7....(3x)
Tonony 2C#m7 E5
Ianareo no nirariana
Bsus4 E5 Bsus4
Mba hanavotra ny ta_ny
C#m7 E5
Mangeja mafy ny fahoriana
Bsus4 E5
Tsy resinay ety ambany
Fiverenana C#m7 A E
Ny antsonay misesisesy
C#m7 A B
Midina ampio izahay e
F# A
Ianareo mety handresy
F# A C#m7
Raha tena eo anilanay
F# A
Isika mety handresy
F# A C#m7
Raha efa niaraka hatrizay
IntroTetezanaB F#
Mikapoka mahamay
A E
Ny fiainana 'zay manery
B F#
Ny valim-bavaka azonay e
A B C#m7
Dia ny hoe mahareta, mahareta fery
Fiverenana C#m7 A E
Aza manadino anay e
C#m7 A B
Ianareo izay any ambony any
F# A
Aza mba manary anay e
F# A C#m7
Raha mbola samy eto an-tany
F# A
Aza mba manary anay e
F# A C#m7
Raha mbola samy olombelona ihany
Intro (2x)
Hiran'i Lolo sy ny Tariny rehetra: Lolo sy ny Tariny
Naoty - fampidirana ihany
Asus: x0x9(10(10) A2: x07657 A': x07655 A": x0x9(10)9
D": x57775
Naoty - Tonony/Fiverenana
Asus: x0223x A2: x0242x (afaka tsorina x0220x)
Dsus: xx0233 D2: xx4230 (afaka tsorina xx0230)
D': x023xx na x423x
G': xxx433
FampidiranaD' D2 D G' D D2 D' Bm A
D D2 D G' D D2 D
A' A2 A" Asus A" A2 A" G A2 D"
D' D2 D G' D D2 DTonony 1 D' D2 D G' D D2 D' Bm A
Ha_fa__hafa ho'aho ny tontolon'izy iny a
D D2 D G' D D2 D
Zaka_randa mipoapoaka
A A2 A Asus A A2 A G D
Fofon-tany mando koa mba tiany
D' D2 D G' D D2 D
Rehefa volana Oktobra
Tonony 2D' D2 D G' D D2 D' Bm A
O_ra_na mi_tendry ny fanitso
D' D2 D G' D D2 D
'Zay no hira tiany indrindra
A A2 A Asus A A2 A G D
'Lay masoandro mody ha_monjy ampitso
D' D2 D G' D D2 D
Si_ne_many takariva
Fiverenana C Dm C Dm
Izy tsy nanao cahier de souvenira
G A Dm
'Lay alefa mandehandeha
C Dm C Dm
Tsy nanangona sarina mpihira
G A Dm
Hatao peta-drindrina
Dm A G Dm
Nampatahotra azy ny bal amin'ny alina
Dm A Dm
Tabataba matimaty jiro
Dm A G Dm
Nampanofy ratsy, nofinofy adala
Dm A
Na maraina aza tsy adino
Tonony 3 D' D2 D G' D D2 D' Bm A
Ro_jo vola_fotsy tefin-karana
D' D2 D G' D D2 D
Ta_zako eo an-tratra_ny
A A2 A Asus A A2 A G D
Io no nano___me ahy hazavana
D' D2 D G' D D2 D
Na_no_ro ny a_na_ra_ny
Tonony 4 D' D2 D G' D D2 D' Bm A
La_sa bitsi_bitsiko i_san'andro
D' D2 D G' D D2 D
Rehef'i_zay mba mifanena
A A2 A Asus A A2 A G D
Lasa hira____hira_ko antoandro
D' D2 D G' D D2 D
No_fi_ko ha_diva haraina
Fiverenana C Dm C Dm
Fa nitoetra teo ny fitiavako iny
G A Dm
Tsy mba nisy resa-be
C Dm C Dm
Arahaba iray, tsikiny nidify
G A Dm
Samy lasana nandeha
Dm A G Dm
Samy mba nanohy ny eritreriny any
Dm A Dm
Ny azy anie tsy fantatro
Dm A G Dm
Fa ny ahy niova hira ihany
Dm A
Asa izay raha tsapany
Famaranana D' D2 D G' D D2 D' Bm A
Ha_fa__hafa ho'aho ny tontolon'izy iny a
D D2 D G' D D2 D
Zaka_randa mipoapoaka
A A2 A Asus A A2 A G D
Fofon-tany mando lasa tiko
D' D2 D G' D D2 D
Rehefa volana Oktobra
Hiran'i Lolo sy ny Tariny rehetra: Lolo sy ny TarinyKey: G
Am7: x0x010 Am7':x0x0xx
C': x32xxx. C/G: 3x201x
D': x54xxx D6: xx020x D13: x5x50
G/B: x2003x
Intro: D6..D13..Am7..C5-D5-G..C/G-G
Verse 1 G Am7 G/B
Tady vita fato-maty
G Am7 G/B
No mamehy antsika roa
C D C D
Izaho te handeha, ianao mivadika atsy
D6 D13 Am7' D' C' G C/G-G
Tsy mety izy fa miahenjan'o o o
Verse 2 G Am7 G/B
Vita randrana voarary
G Am7 G/B
Tamin'ny olatry ny lasa
C D C D
Ka mamirifiry, henoko marary
D6 D13 Am7' D' C' G
Raha ianao hamonjy olon-ka_fa
Pre-Chorus C G
Tso-drano mora fotsiny
Bm Em
Sy orokoroka madio
C G
Omeko tsisy ozona
Bm Em D
Amin'ny fo madio akia
Chorus D Bm
Fa raha misy olon-kafa any ho any mampijaly
C Em
Ento aty ampianariko mitia
D Bm
Tsy hampiasako tambitamby, na sandry na tomany
C Em
Hampianariko hahafantatra an-dry
D
Hahafantatra an-dry
Key: Am
Tendry Gasy (CGDGBE)Am: x22210 A': x22225
C: 0x2010 C': x5xx5x C": 0xx988
C/E:4xx053
Dm7:2x3211 Dm: 2xx231
Em: 4xx453 E/G#:x12100 E: 4x2100
F: 557565 F/G: x0321x
G7: x0006x G: x05433 G':x0x787 G/B: x4x030IntroF..Em..| E/G#-Am-G/B-C'-Am..
G/B-C'-G7-G-C..
F-C"-G'-C" E....Verse 1 Am E/G# G/B-C' G7 C
Tiako tiako
E E/G# Am
Ary tena faniriako
Dm7 F/G
Raha ialahy, no mba namana
Dm7 F/G E/G# E Am
Mety handray ireto, ireto tanana
F-Em-Dm-C-G Am E/G# G/B-C' G7 C
Indri_sy, indri_sy
E E/G# Am
Toa mitady ny tsy misy
Dm7 F/G
Fa ialahy, Rafahafahana
Dm7 F/G E/G# E Am
Toa mandà tsy mety, mety ho namana
F-Em-Dm-C-G
Chorus F Em E/G# E Am
Teto aho, dia nipitrapitra
G/B G C
Sy nitsiriritra
F Em Dm C G
Ny tsy na__tao ho ahy
F Em E/G# E Am
Nefa fitia tsy mety ritra
G/B G C
Mikiry sy maditra
F C" G' C" E
Natokako an’ia_la_hy
Verse 2 Am E/G# G/B-C' G7 C
'Ndraindray, 'ndraindray
E E/G# Am
Variana aho mijery an’ialahy
Dm7 F/G
Manantona, ireo zay tsy mitady
Dm7 F/G E/G# E Am
Fa miavona anay, Zay mandadilady
F-Em-Dm-C-G
Am E/G# G/B-C' G7 C
Inona inona
E E/G# Am
No anaovan’ialahy ahy tsinontsinona,
Dm7 F/G
Manavaka trano hidirana
Dm7 F/G E/G# E Am
Sa ve ialahy mifidy, fiho_dirana
Chorus F Em E/G# E Am
Zahay aty, mijinja ny mafaitra
G/B G C
Mitaty ny tsy laitra
F Em Dm C G
Tsy afa_ka manoatra
F Em E/G# E Am
Iandrasana, hitondra takaitra
G/B G C
Zay ngamba ialahy vao taitra
F C" G' C" E
Sao dia mba tara loatra
Verse 3 Am E/G# G/B-C' G7 C
Potika potika
E E/G# Am
Fo sy saina rotidrotika
Dm7 F/G
Miantomboka ny faharavana
Dm7 F/G E/G# E Am
Mahery ilay ry, ry figadrana
F-Em-Dm-C-G
Am E/G# G/B-C' G7 C
Foiko foiko
E E/G# Am
Raha ny foko no henoiko
Dm7 F/G
Ny hanome ny aiko, mba ho sorona
Dm7 F/G E/G# E Am
Ka ny fanahiko hitovy, amin’ ny vorona
F-Em-Dm-C-G
Chorus F Em E/G# E Am
Aoka aho, mba ho tompon-tsafidy
G/B G C
Mba tsy havela hihidy
F Em Dm C G
Ty vava_ko miteny
F Em E/G# E Am
Ampy ahy izay, nitondra mangidy
G/B G C
Tsy tiako ho tadidy
F C" G' C" E
Reny rehetr'i_re_ny
F Em E/G# E Am
F’izaho sy ianao, hamafy hafaliana
G/B G C
Hanome fanampiana
F Em Dm C G
Ny mitovy_am_iko__
F Em E/G# E Am
Raha eo ialahy, hiteny ireo nangiana
G/B G C
Fahafa_ha_na no_iriana
F C" G' C" E....A
Ho an’ny Ta_ni_ko
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo
Hiran'i Dadah Rabel rehetra: Dadah RabelCapo: 2Tendry Gasy (CGDGBE)A/C#:1x2220
B: x4444x Bm: x4443x
D7: 2xx212
E/G#:x12100
G13: x03430FampidiranaAm ...G (2x)
Tonony 1Am B Em D A/C#
Satry ihany ny tsiky no hameno, handravaka ny tavanao
C D G
Mba tsy hikentrona intsony ny tarehy
Am B Em D A/C#
Satry ihany ny hira no ho heno, hivoaka ny molotrao
C D G
Mba tsy ho taraina intsony no ho re
Fiverenana Am D7 Bm E/G#
Indrisy anefa mbola tomany no manamando ny tava
Am D7 G
Noho ny fahoriana misesy
Am D7 Bm E
Mbola toloko ihany no mivoaka ny vava
Am D7 G
Fa fahantrana tsy mety resy
Tonony 2Am B Em D A/C#
Satry ihany ianao tsy ho noana, ary koa tsy hangetaheta
C D G
Ka tsy handry fotsy lava izao
Am B Em D A/C#
Satry ihany izay manoloana, tsy ho feno herisetra
C D G
Ka mba handry fehizay ianao
Fiverenana Am D7 Bm E/G#
Indrisy tsy nisy niditra am-bava, ny tenda koa zary maina
Am D G
Ny tsy fisiana tsy mahavoky
Am D7 Bm E
Mbola tebiteby lava tsisy hilaminan-tsaina
Am D7 G
Sady kivy ianao no very toky
TetezanaAm D7 G E
Am D7 G
Am D7 G E
Am D DFiverenana Am D7 Bm E/G#
Ianao miezaka hatrany, mihoatra ho tafita
Am D7 G G7
Tsy miraviravy tanana
Am D7 Bm E
Tsy maintsy mbola hivaly ihany, tsy maintsy hahita
Am D7 C D
Ny anjara fiadanana