Fitia Mangina (Farakely)

Hiran'i Farakely rehetra: Farakely
Capo: 4
B7:   x21202  Bm11: x20230
Em':  xx2003  E/G#: 4x2100
C/G:  3x2010
D/F#: 2x023x  D7/F#:2xxx1x
E7:   020100
G/B:  x2xx3x
Gadd2:3x020x na 3x0023

Fampidirana
Am D/F#| G-D/F#-Em
Am G/B-C  D D/F#

Tonony 1
Gadd2                 Am         
 Misy fitia mangina anao 
D/F#                Gadd2    
 Miafina ao am-poko ao 
D/F#-Em                    Am
       Tsy sahiko lazaina sao 
          C/G                 D/F#
Matahotra aho 'ndrao dia lavinao

Gadd2                 Am
 Efa nanao 'zay azo atao 
D/F#               Bm7
 Nanintona ny masonao 
Em        B7        Em'
 Hitopy aty ka hahalala 
             Am     C        D D/F#
Hoe tiako ianao k’aza misalasala

     Fiverenana
      Gadd2  D/F#
     Fa     matimatinao 
      E           E/G#   Am
     Feno anao tokoa ty foko 
      C/G      D/F#      Bm7
     Raha mba mitampify kely 
      Am          C          D    D/F#
     Eo an-tratranao ve hadisoako 
       
      Gadd2 D/F# 
     Toa   manonofy aho 
      E         E/G#   Am
     Manantena ny tsy misy 
           C   G             Em 
     Fa ianao toa mandositra ahy 
      Am         D/F#   Gadd2
     Fa nahoana kay indrisy

Tetezana
Am D/F#| G-D/F#-Em
Am G/B-C D D/F#

Tonony 2
Gadd2                     Am
 Raha vao mahita ny endrikao 
D/F#                    Gadd2
 Mirana izao rehetra izao 
D/F#-Em                         Am
       Tsy hay fa sarotra hazavaina
         C/G           D/F#
Ny tsikinao mampifaly saina

Gadd2                 Am
 Masoandro mibaliaka teo 
D/F#                   Bm7
 Nilentika tsy sahy niseho 
Em         B7            Em'
 Rehefa injay ianao tsy hita 
            Am     C           D D/F# D7/F#
Mangovitra aho ka tonga ny hatsi_a___ka

     Fiverenana  
      Gadd2  D/F# 
     Fa     matimatinao   
      E           E/G#   Am 
     Feno anao tokoa ty foko   
      C/G      D/F#      Bm7 
     Raha mba mitampify kely   
     Am           C          D    D/F# 
     Eo an-tratranao ve hadisoako   

      Gadd2  D/F#  
     Toa    manonofy aho   
      E         E/G#   Am 
     Manantena ny tsy misy   
           C   G             Em  
     Fa ianao toa mandositra ahy   
      Am         D/F#    Bm11 E7
     Fa nahoana kay  indri___sy 
      Am            D/F#  Gadd2
     Fa nahoana indrindra iky


			

Omeko Anao (Alain Rabetrano & Farakely)

Intro (Key: A)
A....F#m...| D....E7....
A....

Verse 1
  A          Bm          E         A          
Omeko anao tsisy fetra, ny fitiavako rehetra 
    D         A/C#        Bm         E
Satria ianao no nahay, nanintona ny fo
 C#            F#m              Bm    Dm
Raiso re raha sitrakao, fa tsy hanenenao 
  A             B7         Esus4..E..
Omeko anao ny fiainako tontolo

Verse 2
  A        Bm            E           A
Omeko anao avokoa, 'zay mety ho fanirian’ny fo 
    D            A/C#        Bm         E
Ny masonao, ny tsikinao, nambabo ahy tokoa 
  C#           F#m          Bm         Dm
Omeko anao fitiavana, 'zay rehetra irinao 
 A            Bm   E     A
Raiso fa ho anao irery izany 

     Chorus #1
                Bm E/G#      A          F#7
     'Zay sitrakao,  dia manjary tiako koa 
               Bm  D             Bm         E
     Satria ianao,  no andry iankinan’ny foko 
               D E7           A            F#7
     'Zay mamina_ao, manjary mamiko ihany koa 
             Bm               E7            A
     Omeko anao (x2), omeko anao, ny fiainako

Interlude:  A  ..Bm..|C#m..D..
C#m..Bm..|E7 ..F/G..
Verse 3 (Key: C) C Dm G7 C Omeko anao ny tanako, hitantana ny dianao F C/E Dm G7 F Hioty voninkazo_sy, hanafosafo indray ka E Am Dm Fm Omeko ny heriko, 'zay vitako rehetra C Dm G C Raiso fa, ho anao tsy misy fetra Chorus #2 Dm G/B C A7 'Zay sitrakao, dia manjary tiako koa Dm F Dm G Satria ianao, no andry iankinan’ny foko Dm G7 C A7 'Zay maminao, manjary mamiko ihany koa Dm G7 C Omeko anao (2x), omeko anao, ny fiainako Bm: x24432 C#: x46664 C#m: x46654 F#m: 244222 F#7: 242322 F/G: 3x3211
Hiran'i Alain Rabetrano rehetra Alain Rabetrano 
Hiran'i Farakely rehetra: Farakely 

Ravorona (Dama)

Hiran'i Dama rehetra: Dama
Capo: 2
Open G (DGDgbd)
Am7: x2x01x
C:   x5x05x 
D:   02x230 D': x7x77x Dm: x7x06x
D/F#:x(11)00(10)x
Em:  x9x08x
G:   x0x00x G/B:x4x03x
G':  x(12)00(12)x
G":  x(12)000x

Fampidirana
G-Am7-G/B-C, G/B-Am7 G  D
G-Am7 G/B-C, G/B C   D' Em

G-Am7-G/B-C, G/B-Am7 G-D
G-Am7-G/B-Am7-G, D G (2x)

Tonony (2x)
G Am7 G/B C      G/B  Am7   G D
Aza  to__many, 'zany zanako izany
G Am7 G/B C    G/B C D' Em
Aza  to__many fa  mato_ry
G Am7 G/B C     G/B Am7 G     D
Aza  to__many f'i__zaho eto ihany
  G   Am7  G/B Am7 G D  G
'Zaho eto ha__nam_bitamby
G-Am7-G/B-Am7-G, D G

     Fiverenana (2x)
     G'       D/F#   Em      D'
     Iny hono izy ravorom-bazaha
        Am7     G/B     C           G/B
     Ho_ento manaraka anao any an-tsaha
      Am7    G/B       C G/B
     Raha tomany ampangino
      Am7     G/B     C G/B
     Raha mangina avereno 
      G'     D/F#      G' G"
     Ouh ouh ouh ouh, ouh (2x)

Tetezana (2x)
 C       Dm        C           G/B
Ty zaza'ty misy marary anazy ihany
  Am7        G/B      Am7     G
Mbola tsy miteny izy dia mitomany

Famaranana
 G'      D/F#  G' G"
Ouh ouh ouh,  ouh

Tsy Hanaiky Intsony (Tovo J’Hay)

Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay
B7: x2120x
D4: x540xx
G/B:x2003x
h:  hammer-on (kapohina aingana)

Fampidirana (4x)
   Em       C     D4
e|--------|-----|-----
b|--------|-----|-----
g|--------|---0-|---0-
D|---2-0h2|--2--|--4-
A|--2-----|-3---|-5---
E|-0------|-----|-----

Tonony 1
Em                                             
 Aza mbola maika ny handeha
Em                  C        D4      
  Vao manomboka ny resaka anie 
Em                  C     D4
 Tsy aiko raha mba fantatrao 
Em             C        D4
 Efa ela no niriko an'izao 

Tonony 2
Em             C          D4
 Ny fo anatiko ao mibitsika mangina 
Em          C       D4
 Midobodoboka feno fifaliana 
Em             C           D4        
 Rehefa akaikinao, akaikin’olon-tiana 
Em                     C                  D4               
 Tsy hanaiky irery intsony aho eo am-pandriana

     Tetezana
      B7                   Em
     Teny mamiko taloha, averiko eto avokoa 
               B7
     Ny sandrinao mamihin'ahy
             Em      
     Ho bodofotsy handrakotr'ahy

                 C               G    
     Dia tiko ho eo aho no hankafy 
            Am       Em
     Sy hamboraka fitia 
                C             G
     'Zay tao anatiko hatram-zay
                    D
     'Zay nahamaika ahy

     Fiverenana
          G          D            C
     Tsy hanaiky intsony aho androany   
             G           D               C
     Efa mangotraka ela loatra ka te hitroatra
          G          D       C
     Tsy hanaiky intsony satria  
          G             D                 C
     Ity foko tsy mionona toy ny mamim-pitia

Tetezana
Em C D4 (4x)

Tonony 3
Em
 Hiezaka aho tsy ho be lazao 
Em               C          D4
 Fa tonga dia hanantona hitrotro anao 
Em                   C    D4
 Tsy avelantsika ho rava maina 
Em                C    D4       
 Fitiavana raha tsy maraina 

Tonony 4
Em                  C       D4
 Handrotsirotsy antsika hampanganohano 
Em               C      D4
 Ny feon'ilay mozika malefaka 
Em           C            D4 
 Fitefoky ny orana ao an-tafontrano 
Em                 C             D4
 Manainga ny ato anaty mila ho tresaka 

     Tetezana  
      B7                   Em 
     Teny mamiko taloha, averiko eto avokoa  
               B7 
     Ny sandrinao mamihin'ahy  
             Em  
     Ho bodofotsy handrakotr'ahy  

                 C               G 
     Dia tiko ho eo aho no hankafy  
            Am       Em
     Sy hamboraka fitia  
                C             G 
     'Lay tao anatiko hatram-zay  
                    D 
     'Zay nahamaika ahy 

     Fiverenana  
          G          D            C
     Tsy hanaiky intsony aho androany     
             G           D               C 
     Efa mangotraka ela loatra ka te hitroatra 
          G          D       C 
     Tsy hanaiky intsony satria    
          G             D                 Am-G/B-C D 
     Ity foko tsy mionona toy ny mamim-pitia
          G          D            C
     Tsy hanaiky intsony aho androany     
             G           D               C 
     Efa mangotraka ela loatra ka te hitroatra 
          G          D       C 
     Tsy hanaiky intsony satria    
          G             D                 C 
     Ity foko tsy mionona toy ny mamim-pitia


			

Namako Ianao (Mahajanga) – Rija Oelijaona

Hiran'i Rija Oelijaona rehetra: Rija Oelijaona
B7:  x21202 na B: x24442
C#m: x46654
F#m: 244222

Fampidirana (2x)
E..B7..A..E..B7

Tonony 1
         E
Fotoana fohy na herinandro angamba izay 
B7                     A
 No teto Mahajanga izahay 
                 E
Tsy nanana an’iza  hiresahana 
        B7     D    A
Na hizarana hafaliana 
   E            B7
Nahalahelo fa irery 

Tonony 2
       E                                        
Mitazatazana ireo mpandalo 
B7                     A
 Na koa mikalokalo f’izany moa 
              E                   
No fialam-boly ankafiziko 
         B7              D      A
Rehefa irery eny aho ka manary dia 
     E        B7
Dia hira no tiako 

     Fiverenana
                C#m
     Indray antoandro be migaina 
          B7                 
     Iny nisy tovovavy iray 
        A                   
     Nirava nianatra izy angamba 
     E                           B7         
      Na koa asa lahy, na mba ho aiza 
          D   A     E
     Fa niavaka sy hafa 

             C#m
     Fa jefijefy sy kanto ery 
           B7
     Ny fihetsiny mitomban-dahy 
         A                   E
     Sariadriaka endrika, baliaka
                      B7  
     Sahisahy, nahavariana
         D    A      E
     Nambabo fo,nahafatifaty   

Tetezana
 E     F#m       B7         E    A  E
Hay ianao no nandalo ahy ianao...An (2x)

Tonony 3
       E
Nifanadala teo isika 
B7                A
 Nifananihany, nifampikopa-tanana 
    E
Nitsiky, nihomehy 
       B7            D         A
Ary nidify ianao, nefa tsy nandao 
        E              B7
Ny eritreritro, fa nitoetra 

Tonony 4
        E
Taty aoriana kely, nifankalala isika 
B7
 Nifankazatra satria 
     A                    E
Ny tranontsika moa nifanakaiky rahateo 
          B7        D     A   
Ka dia nifankahita matetika 
           E            B7
Toy ny mpiray tanàna rehetra 

     Fiverenana
                C#m
     Toy ny mpinamana rehetra 
           B7
     Dia tsy nisalasala aho 
        A                 E
     Nanadikadina izay rehetra momba anao 
             B7           D   A
     Ary mba iza moa no anaranao 
       E
     Mba lazao 

             C#m                   B7
     Ianao koa moa tsy nihafahafa-teny
             B7              
     Dia nitsotra hoe
           A                    E
     Raha tianao ho fantatra ny ahy dia "Josée" 
             B7              D           A
     Ary mba iza ho’aho no hiantsoako anao 
           E
     Sao "Rija" 

Famaranana
 E   F#m       B7          E A E
Hay moa fantatrao ny anarakooooo 
 E     F#m     B7          E A E
Faly aho fa lasa namako iana_o (2x)
 E   F#m   E  A  E

Tsisy Tsiny (Mahaleo)

Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo
Hiran'i Dadah Rabel rehetra: Dadah Rabel

Tendry Gasy (CGDGBE)
C:    0x2010 C/E:  4xx55x  C/G: x0xxx3 
Dm7:  2x3211
Em7:  4x5433 Em7/B:x4x433  
F:    557565 F/C:  x57565  Fm7: 5x6544
G:    x0000x G/B:  x4x40xx G/D:xx0x3x
G':   x03430
h: hammer-on (kapohina aingana)
p: pulloff (esorina aingana)
s: slide (agorisa)

Fomba fitendry ny G eo @ tonony 
   G     G/B G/D
e|------------
b|-----0-----3
g|---0-2s4----
D|--0--------0
G|-0---2s4----
C|------------


Fampidirana
   C
e|----3-------3----
b|-3h5-5-3-3h5-5-3-
g|------5---------5
D|-----------------
G|-----------------
C|-0---------0----0

Tonony 1
    C         C/E     C/G  C          C/E-C/G
'Sika mifankahala, mifampijery toa vahiny e
 G           G/B--------G/D   G          G/B
Nefa anie malala, mba  nifankatia fahiny 
   G/D   G     G/B-G/D
Ts’isy tsiny e
G         G/B----G/D  C     C/E-C/G
 Ts’isy tsiny ny amin’iny e

Tonony 2
C C/E---C/G   C            C/E-C/G    
    Tonga ny lainga sy ny fitaka 
    C           C/E---C/G
Ny toky teny nidi__ny e 
G       G/B-G/D    G          G/B
 Sarisaritaka  ny fony no vangiany 
   G/D   G    G/B-G/D
Ts’isy tsiny e
G         G/B----G/D  C     C/E-C/G C
 Ts’isy tsiny ny amin’iny e

     Fiverenana
     C-Dm7-----Em7     F          F/C
          Saingy ny ankizy eo afovoany              
          F            F/C
     Tsy hay izay hadisoany              
     Em7             Em7/B
      Tsy hainy ny ataony              
          Em7        Em7/B
     Mikorontana ny fony              
            Dm7   F                       G'  
     Tsy hinoany,  hoe tsy mifankatia intsony              
     ---------------------------
                F            F/C   
     Ianao mandrirotra an-kavia              
              F            F/C
     Izaho misintona an-kavanana              
       Em7              Em7/B
     Izay no arahan'ny dia             
         Em7
     Tsy hotoloran-tanana              
         Dm7         Fm7                 G'
     Tsy azo avahana, samy ny tiany no arahana
Gitara Solo
e|-3-3h5p3-1-0
b|-5-5---5-0-1
--------------
2x
   C     C/G       C     C/G 
e|-7h8p7---|-------7h8p7--|-------- 
b|------8--|----8-------8-|---8s3p0 
g|-------9-|---9---------9|--9----- 
D|---------|-10-----------|10------ 
A|-------0-|-------------0|-------- 
E|-0-------|-------0------| -------
            Dm7    Em    Dm         G          C 
e|------3-2-1|-1s3-3-1-|-1-1-1|-1s3-3|-3h5-3-1-0 
b|----3-3-2-1|-3s5-5-3-|-3-3-3|-3s5-3|-3---3-1-1 
g|-2s4--4-3-2|-2s4-4-2-|-2-2-2|-2s4-4|-------2-0 
D|----------0|---------|-0-0-0|------|---------2 
G|-----------|---------|------|-----0|-0---0---- 
C|-----------|-----4---|------|------|---------0

e|------ 
b|------
g|-0h2p0
D|------
G|-0h2p0
C|-------

Tonony 3
   C         C/E-C/G C            C/E-C/G
Jereo ireto zaza, manao 'zay hidivirana 
 G         G/B-------G/D        G              G/B-G/D
Leon’ny vazava__za, ny ato an-trano tsy azo hidirana
   G     G/B-G/D
Sahirana 
G          G/B----G/D C      C/E-C/G
 Toa tsisy andry hifikirana 

Tonony 4
C C/E--C/G C         C/E----C/G      C        C/E-C/G 
     Aleo__ny mirenireny ny ato an-trano andosirana 
G           G/B------G/D G       G/B-G/D
 Na ray na reny, tsy ahitana mangirana 
   G     G/B-G/D
Sahirana 
G          G/B----G/D C     C/E-C/G 
 Toa tsisy andry hifikirana

     Fiverenana
     C-Dm7-Em7  F          F/C          
         Isika roa no tia tena              
        F          F/C
     Manao ny  adalana              
           Em7    Em7/B  
     Ny menaky ny aina 
         Em7        Em7/B
     No zary mihanahana              
            Dm7  F                  G'
     Tsy tamana,  manahy izay hiafarana              
     ----------------------
               F          F/C
     Isika indray no gagagaga              
        F          F/C
     Manao hoe indrisy              
        Em7           Em7/B
     Rehefa injay ny zaza                
         Em7        Em7/B
     Mandao lala-mahitsy             
              Dm7 Fm7               G'     
     Tena tsy izy,  ny mahazo ny ankizy

Gitara Solo (mitovy @ etsy ambony)

Safidy (Bodo)

Hiran'i Bodo rehetra: Bodo
Capo: 2
Am7:  x0201
D/F#: 2xx232
G/B:  x20033

Fampidirana (2x)
G C D C

Tonony
 G                   D      
Safidiko ny ho tia anao 
G                     D
 Tsy an-tery na fatotra 
     C
Tsy lahatra ny akaikinao 
G/B
 Fa safidy tsotra izao 
 D                 G
Fitia matotra no tsapako ao 

     Fiverenana
          C
     Ka n'inoninona miseho 
            D       G    D/F# Em
     Dia ho eo aho, eo anila_nao 
     C          D
      Ka aza manahy fa
                         G 
     Izaho tsy hahafoy anao
C D C
Tonony
 Fiverenana (2x)

Famaranana (2x)
A               D 
 Efa fantatro fa 
   C     G/B       Am7
Ianao toy ahy, tia ahy 
     C                      C 
Ka inoako fa tsy hisy olon-kafa 
         D 
Hisolo toerana ahy
       G              D
Ao am-ponao (ao am-ponao)
          G                 D  G
Izaho tia anao ('zaho tia anao)

------
 G                   D
Safidiko ny ho tia anao

Napetrany (Olombelo Ricky)

Hiran'i Olombelo Ricky rehetra: Olombelo Ricky
Capo: 1
Am7:     x02013
Cmaj7/E: x75557 C: x3201x
D2:      x57755 D: xx023x
G/B:     x2003x G: 3x000x

Fampidirana (4x)
G G/B C D

Tonony 1
G       G/B          C              D
 Mamikavika mafy handeha hitsena an’azy
G       G/B                C              D  
 Mamikavika mafy ianao handeha hitsena an’azy
G        G/B             C                  D
 Varimbarina teo kanjo tratran’ny embouteillage
G        G/B               C                  D
 Varimbarina ianao kanjo tratran’ny embouteillage
 
     Tetezana
      Cmaj7/E                        D2
     Tazatazaniny teny ianao fa tsy tazany 
        Am7                      D2
     Ny andro efa miharivariva ihany 
          Cmaj7/E                   D2
     Nandrasany teny ianao, fa tsy tonga mihitsy 
           Am7                          D2             
     ’Reo taxi-be sy bus efa vitsy dia vitsy 
        Cmaj7/E                  D2
     Napetrany ianao, napetrany mihitsy 
        Am7                                    D2
     Ny andro efa maizina be, ny mpandeha efa vitsivitsy
     D

     Fiverenana - mozika/Sax fotsiny (4x)
     G G/B  C D
 
Tonony 2
G        G/B           C         D     
 Manganohano izy_lasa nody irery any 
G         G/B          C            D
 Manganohano izy lasa nody irery tomany e 
G        G/B        C   D
 Mitsonika tsy moramora e 
G         G/B           C           D
 Reo ranomasony be dia be tomany tomany 

     Tetezana
       Cmaj7/E               D2
     Sahirana izy mitady ny very 
        Am7                               D2
     Mihira mangina ao anatin’ny aizina irery 
         Cmaj7/E                     D2
     Tongava am’izay hono ianao miverena 
           Am7                                   D2
     Fa ny azy ny fony voaomana hiandry hatry ny ela 
         Cmaj7                       D2
     Tongava am’izay hono enao f'aza ela e 
           Am7                        D2  D
     Eny ananona hono izy, mba jerijerena 
     
     Fiverenana
     G           G/B    C             D
      Napetrany ianao e, napetrany ianao (4x)
     G              G/B  C              D
      Voapetraka ianao e, voapetraka ianao (4x)

Famaranana- Sax (4x)
Cmaj7/E D2| Am7 D2

Nofy Lalina (Tovo J’Hay)

Hiran'i Tovo J'Hay rehetra: Tovo J'Hay
Am7:   x02010  A7:x02020
Bb:    x13331  B7:x21202
C7:    x35353  C#:x46664
Dm:    xx0231  D#:x68886
Fm:    1xx111
Gm7:   3xx33x  G#:466544

Fampidirana (2x)
F Gm7 C

Tonony 1
 F            Gm7     C     F
Lay endrikao zay nahasarika ahy
 F         Gm7    C    F
Lay toetranao tsara fanahy
 F     Gm7 C    F    
Malefadefaka fijery
 F        Gm7   C    Bb
Maontina fomba sy fiteny

     Tetezana
                    A7
     Reny rehetra ireny
         Dm                    G
     No nahatonga ahy hanofy anao
      Bb           F
     Nofy lalina, tanaty alina
       Bb                    C
     'Zay niainantsika sy ianao

     Fiverenana
      F                  C             Dm
     Noho,'lay nofy mamy,  mampanontany
               Bb     C        F
     Hoe vita lasitra ato an-tsaiko
                   C     A7     Dm
     Tsy hay vonoina, ho adinoina
                 Bb    C       F
     Tandindona foana ianao ry aiko 

Tonony 2
 G              Am7   D    G
Hira 'zay noventesintsika roa
   G      Am7   D    G
Tanaty nofy kanto tokoa
    G         Am7     D      G
Ny fo niventy azy hono tena feno
   G        Am7   D    C
Mikalo ity hira tsy faheno

     Tetezana
             B7
     Oroka safosafo
     Em            A
      Ho solon-tsakafo
       C              G
     'Reo sangisangy sy vazivazy
      C                 D
     No tena nampiavaka azy

     Fiverenana
      G                  D            Em
     Noho,'lay nofy mamy, mampanontany 
               C      D        G       
     Hoe vita lasitra ato an-tsaiko
                   D     B7     Em      
     Tsy hay vonoina, ho adinoina
                 C       D      G      
     Tandindona foana ianao ry aiko 

Tetezana
G  D Em| C D G| D B7 Em| C  D

 B7           Em       
Fa hadisoako ve ny hiteny hoe
B7           Em
 Misy lanja be dia be 
 A            D          D#
Ny fisianao, ny fisianao

     Fiverenana (2x)
      G#                 D#            Fm
     Noho,'lay nofy mamy, mampanontany 
               C#   D#         G#      
     Hoe vita lasitra ato an-tsaiko
                   D#    C7     Fm      
     Tsy hay vonoina, ho adinoina
                C#      D#    G#      
    Tandindona foana ianao ry aiko  

Satry Foana (Tovo J’Hay)

Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay
Am7:   x02010 Am7': x02013
Cadd9: x32033
D4:    xx0233
G/B:   x20033

Fampidirana (2x)
   G        C        G        C    G
e|-3-2-0--|----0---|-3-2-0--|-------
b|------3-|-1-3-3--|------3-|-1-0-0-
g|-------0|-------0|-------0|------0

Tonony 1
G       C      D         Em                        
 Efa ho ora iray no tafaray 
G           C    D        G
 Miara-mikorana feno hafanana 
G            C  D         Em
 'Reo mpankafy mozika sy dihy 
G             C               D                G
 Toa tsy mba malaina, satriny aza hitohy ny maraina 

     Tetezana
            D          Em-C
     Ravo ery 'zay tsy izy 
              G        Em
     'Reto ankizy milalao 
            Am7-Am7'        G/B-Cadd9
     Toa variana,  toa sondriana 
                 D  D4-D
     Manana ny atao 

     Fiverenana (2x)
               G      Cadd9       D
     Fa satry foana tsy mba hiala eo 
               G       Cadd9      D
     Fa satry foana hihaino ilay feo 

Tetezana
Em | Bass Riff
     E|-0---0-0-0-2-0-3-2-0

Tonony 2
G        C       D             Em   
 Kotaba be ry zareo, tsy mety leo 
G        C         D        G
 Miara-miangola, miaraka midola 
G         C         D        Em
 Miondana aty mankary mankatsy 
G         C                  D          G
 Korana tsy rava, raha tsy tsemboka ny tava

     Tetezana
     Fiverenana (4x)