Hiran'i Dama rehetra: Dama Open E (EBEg#be) Open D (DADf#ad) - Capo 2 Raha tsy mahazaka Open E ilay gitara ataovy Open D sy Capo 2 no ampiasana) A: 555555 B: 777777 B': xx7777 D: (10)(10)(10)(10)(10)(10) E: 000000 E': 00(12)(12)(12)(12) F#:222222 Fampidirana E' D A B' A E (2x) A-B'-A-E (2x) Tonony 1 E' D A Iny izy fa tazako eny an-tampom-kavoana A B' Mamikavika mafy ery ambany ery a E A Mitofatofa amin’ ny zipo A E A-B'-A-E Zipo lavany Tonony 2 E' D Fafazan’ ny orana avy any atsimo izy A B' Tohan’ ny rivotra tsy avelany mandeha E A Mavitribitrika anefa izy A E A-B'-A-E Mitaingina ny kapany Tonony 3 E' D Na dia misy aza ny fiakarana mideza A B' Izay miandry azy atsy aloha atsy a E Mavitribitrika izy e A E A-B'-A-E Hamangy ilay malalany Fiverenana (2x) E F# Ny famindrany amin’ izay e B E Manaraka ny fitempon’ ny fony a A-B'-A-E Tonony 3 E' D Midobodoboka ny fony D A Midobodoboka aok’ izany A B' Rehefa tonga teo am-baravarana E Nandondona indroa izy e A E A-B'-A-E Nefa tsy nisy namaly Tonony 4 E' D Saika handondona fanintelony izy A B' Nivoha anefa ny varavarana E Ka nampandrosoiko izy e A E A-B'-A-E Tato an-trano Fiverenana (2x) E F# Mangetaheta anefa izy e B E Dia notolorako voasary A-B'-A-E Tonony 5 E' D Somary gaga anefa izy D A Nijery ilay voasary A B' E Voasary efa vita vaofy no nomeko azy E A Nanontany ahy izy e A E A-B'-A-E Nankaiza ny odiny Tonony 6 E' D Be mpaniry mantsy io voasary io A Zay tonga ato an-trano B' Dia mihinana ny odiny E A Ny fonin’ ilay voasary anefa A E A-B'-A-E Tsy nomeko an’ iza n’ iza Fiverenana E F# Natokako ho anao e B E Ny fonin’ ilay voasary a A-B'-A-E E F# Natokako ho anao e B E Ilay voasary mamy an A-B'-A-E