Hiran'i Levelo rehetra: Levelo
Fampidirana/tetezana ihany
G': x(10)9787
Am: x05555-x05558
D: xx0777-xx0555
-------------------
A/C#:x4222x
C/G: 3x201x
G7: 320001
Fampidirana (2x)
G' Am D G
Tonony 1
G C/G G
Donak’afon’apombo
G G-G7
Tsy mba nisy hafanana
C G Em Am D G
Izy anefa nandoro vantana tiana nandraisako anao (2x)
Tonony 2
G C/G G
Bitsibitsika teo
G G-G7
Horokoroka angoty
C G Em Am D G
Mamy kely ny antsika tiana ny omaly ho averina indray (2x)
Fiverenana (2x)
G Am
Ny lalantsika rahampitso
Am D D-A/C#
'Ngamba ho sarotra aleha
C G
Fandrika hisy hanadala
C G
Fitaka eny tsy miala
C G Em Am D G
Ny angaredon’ankaso domy dia ho rava hiaraka isika (2x)
Tetezana (2x): G' Am D G
Tonony 3
G C/G G
Fomba ataoko tsy miato
G G-G7
Mikalokalo mangina
C G Em Am D G
Eo amoron’ny toko iandrasana anao raha sendra mba tsy eo (2x)
Tonony 4
G C/G G
Feon-jorery tomany
G G-G7
Tsy'hita anefa any ho any
C G Em Am D G
Ny ahy ny saiko tsy izany lavitra anao mandefa vinany (2x)
Fiverenana (2x)
G Am
Hotantanako ianao
Am D D-A/C#
Hitety ny onjan’ny tany
C G
Etsy ankino ny loha
C G
Ondakondana koa
C G Em Am D G
Rodorodon’amboa tsy ahovoka firy hiaraka isika (2x)
Like this:
Like Loading...
Related