Hiran'i Levelo rehetra: Levelo Fampidirana/tetezana ihany G': x(10)9787 Am: x05555-x05558 D: xx0777-xx0555 ------------------- A/C#:x4222x C/G: 3x201x G7: 320001 Fampidirana (2x) G' Am D G Tonony 1 G C/G G Donak’afon’apombo G G-G7 Tsy mba nisy hafanana C G Em Am D G Izy anefa nandoro vantana tiana nandraisako anao (2x) Tonony 2 G C/G G Bitsibitsika teo G G-G7 Horokoroka angoty C G Em Am D G Mamy kely ny antsika tiana ny omaly ho averina indray (2x) Fiverenana (2x) G Am Ny lalantsika rahampitso Am D D-A/C# 'Ngamba ho sarotra aleha C G Fandrika hisy hanadala C G Fitaka eny tsy miala C G Em Am D G Ny angaredon’ankaso domy dia ho rava hiaraka isika (2x) Tetezana (2x): G' Am D G Tonony 3 G C/G G Fomba ataoko tsy miato G G-G7 Mikalokalo mangina C G Em Am D G Eo amoron’ny toko iandrasana anao raha sendra mba tsy eo (2x) Tonony 4 G C/G G Feon-jorery tomany G G-G7 Tsy'hita anefa any ho any C G Em Am D G Ny ahy ny saiko tsy izany lavitra anao mandefa vinany (2x) Fiverenana (2x) G Am Hotantanako ianao Am D D-A/C# Hitety ny onjan’ny tany C G Etsy ankino ny loha C G Ondakondana koa C G Em Am D G Rodorodon’amboa tsy ahovoka firy hiaraka isika (2x)