Hiran'i Dama rehetra: Dama
Hiran'i Mahaleo rehetra: MahaleoOpen G (DGDgbd)
Bm/G: 0×07(12)(12)
C/D : 0×0555
D: 0×0777 D7 : 0×07(10)(10)
G/D: 0×0789 G6/D: xx0987
D': G/D-D-G6/D-D
Fampidirana2x
D-G/D-D7-G/D
D-G/D-D-G/D-D
-------------
2x
Bm/D-D7-G/D-D
-------------
2x
D G/D-D-D7
D-G/D-D7-G/D
D-G/D-D (2)
-------------
D C/D D
D'
Tonony 1D D
Nalefa stagy tao Madirovalo
D D
Ny mpianatrin'ny universite
D7
Nalefa stagy izy ireo
G/D D
Handinika ny zava misy a
Tonony 2
D D
Maromaro ireo zava misy
D D
Hitany zareo tao Madirovalo
D7 G/D D
Anisan izany tantaran i Adamalandy
D' C/D D
Tantara marina izany lerony a
Tonony 3
D D
Misy biby tsy azo jerena
D D
Ary izay mahita tsy mahazo manambara
D7
Biby be angamba
D7 G/D G/D
Bibilava ao anaty honahona feno bararata
Tonony 4
D D
Nisy vahiny valovotaka efa mpaka-bararata
D7 D7 G/D
Tsy naharitra fa nitatara tamin'olona o
G/D D
Toerana nisy 'lay biby
D' C/D D D'
Niharan-doza oa ny vady aman-janany
Fiverenana (2x) D D
Zany no zomban'Anelobe
D D
Loharano madio
G/D G/D
Manondrak'ilay honahona
C/D D
'Lay toerana fady a
2x
D-G/D-D-D7 D G/D D7 G/D D G/D D
Na na na na na na na
------------------------------
C/D D
Tantara marina izany lerony a
Tonony 5
D D
Mizara roa ary ny fitondrana
D D
Ao amin ny firaisan i Madirovalo
D7 D7
Nizara roa izy 'reo
G/D G/D
Nefa samy mitondra vahoaka
Tonony 6
D D
Ny iray fitondram-panjakana
D D
Izay ho entin'ny lehiben'ny firaisana
D7 G/D D
Ny faharoa dia ny fitondran'ny razana
D' C/D D D'
Ka i Adamalandy no nitondra any 'zany a
Fiverenana D D
Zany no tromban'i Madirovalo
D D
Any Ambato Boeni
G/D G/D
Tromba mitondra vahoaka
C/D D
Sady tromba ho entim-bahoaka
2x
D-G/D-D-D7 D G/D D7 G/D D G/D D
Na na na na na na na
------------------------------
C/D D
Tantara marina izany lerony a
Tonony 7 D D
I Adamalandy dia mpanjaka mena
D D
Taranak ireo mpanjaka taloha
D7 D7
Izy no ray amandrenin'ny tanana
G/D G/D D
Mitantana ny fomban-drazana
Tonony 8 D D
Ireo mpianatra avy any amin'ny
D D
Avy any amin ny universite
D7 D7
Tsy naharitra fa nangata pitahiana
G/D G/D D
Sy trodrano amin i Adamalandy
D' C/D D D'
Tao anatin ny zomba no nanaovan'izany a
Fiverenana (2x) D D
Zany no zomban'Anelobe
D D
Fangatahim-pitahiana
G/D G/D
Fanahin ireo razam-be
C/D D
No mipetraka ao a
D D
Zany no zomban'Anelobe
D D
Fangatahim-pitahiana
G/D G/D
Fanahin ireo razam-be
C/D D
Toa mbola mitahy a
2x
D-G/D-D-D7D G/D D7 G/D D G/D D
------------------------------
C/D D
Tantara marina izany lerony a
Hiran'i Dama rehetra: DamaOpen G (DGDgbd)
Tonalite: C
C: x55555
D: x77777
F: x(10)(10)(10)(10)(10)
G: x00(12)(12)(12)
Ny F dia tendrena F-G-F (G:x00000)
FampidiranaC D G F
Tonony 1 C D G F
Ianao avy any atsimo
C D G F
Handeha hianavaratra
C D G F
Ny fonao tsy manadino
C D G F
Hamangy ireo havana
Fiverenana C D G F
Soa fa misy fiara e
C D G F
Mitety an’ i Madagasikara
C D G F
Ireo taxi-brosy
C D G F
Mampifandray ny mpianakavy
Tonony 2 C D G F
Ianao avy any havaratra
C D G F
Handeha hianatsimo
C D G F
Hamangy malala
C D G F
Any ambanivolo
Fiverenana C D G F
Soa fa misy fiara e
C D G F
Mitety an’ i Madagasikara
C D G F
Ireo taxi-brosy
C D G F
Mampifandray ny mpifankatia
C D
Tetezana D D
Madagasikara, tany midadasika
D
Mifanalavitra be ny toerana
D
Ny fitaterana mbola sarotra
D
Ny lalana tsy maharaka
D
Ilaina fanamboarana
D
Ilaina fanitarana
D
Raha tsy izany ny fifandraisana
D
Manjary fifandrafesana
C D G C D G F
Ooo Eny e
Tonony 3 C D G F
Ianao avy any andrefana
C D G F
Handeha hiantsinanana
C D G F
Mitondra voan-dalana
C D G F
Dia ny fitiava-namana
Fiverenana C D G F
Soa fa misy fiara e
C D G F
Mitety an’ i Madagasikara
C D G F
Ireo taxi-brosy
C D G F
Mampifandray 'reo 'zay miara-dia
Tonony 4 C D G F
Ianao avy antsinanana
C D G F
Handeha hiankandrefana
C D G F
Hila ravinahitra
C D G F
Any amin’ ny tany tsy mbola fantatra
Fiverenana C D G F
Soa fa misy fiara e
C D G F
Mitety an’ i Madagasikara
C D G F
Ireo taxi-brosy
C D G F
Mampifandray ny fomban-tany
C D
Tetezana D D
Ny mponin’ i Gasikara, maro karazana
D
Samy hafa ny fihaviana
D
Samy nandeha lakana
D
Nanjary tafahoana
D
Iray fonenana
D
Iray tanindrazana
D
Ny ranomasina manodidina
D
Vao maika nampitambatra
C D G C D G F
Ooo Eny e
Tonony 5 C D G F
Na dia mbola tsy ampy
C D G F
Ny lalana mampitohy
C D G F
Izay mampifandray
C D G F
Antsika Malagasy
Fiverenana C D G F
Soa fa misy fiara e
C D G F
Mitety an’ i Madagasikara
C D G F
Ireo taxi-brosy
Fiverenana (2x) C D G F
Mitondra olona tsy mialon-jafy
C D G F
Mampifandray ty Nosy
Key: D (Open G tuning)Intro G...A/G-G | D.... Dsus2..G..| D.... ---------------------
G/D.. D.. (4x)
Verse 1 D
Ny ranomasina G D Sy ny lanitra
G D Bm A Samy manga, madio G D Sy mahafinaritra
Verse 2
D
Manofahofa tanana G D 'Reo voanio maintso mavana
G D Bm A Ny rivotra madio, mihira G D Fa andro fety anio
Chorus #1 G D Avia mandrosoa G D Ry nosy miara-milalao
G D Bm Gasikaraka kianja so_a
A G D Ry tanora mivonona ianao
G D Hiaraka hanangana G D Tranobe iombonana
G D Bm Firaisan-kina no hajoro
A G D Fa io no vato, vato fehizoro
Verse 3 D Manofahofa tanana G D Ny eto an-tanana
G D Bm A Faly sy ravoravo, fa tafaray G D 'Reo nosy maro
Chorus #2 G D Avia mandrosoa G D Ry nosy miara-milalao
G D Bm Ny trano lehibe toko_a
A G D Ry tanora vohay ny fonao
G D Hifandray tanana G D Sy hifampitantana
G D Bm Firaisan-kina no hajoro
A G D Fa io no vato, vato fehizoro
--------------------
Open G Chords A: x2222x Bm: x4443x D: x77777 (verse) G: x0000x (verse) x05435 (chorus)
Hiran'i Lolo sy ny Tariny rehetra:Lolo sy ny TarinyTonony 1 Am C D Am
Fony ianao zazavavy tsotra
D Am
Nitondra kitapo
G Am Em Am
Nanao tablier, nanao tablier
Tonony 2Am C D Am
Iny ianao fa namonjy lera
D Am
Tsy nitaveravera
G Am
Fa sao tezitra i Mera
Em Am
Sao tezitra i Mera
Fiverenana Dm Am
Saika diso endry
Dm Am
Tsy nilalao afa tsy
Dm Am
'Reny saribakoly ireny
F C E Am
Nefa ny saribakoly, tsy mamaly fitia (2x)
Tonony 3 Am C D Am
Tonga ary aho, tonga aho hitantara
D Am G Am
Ilay hatsaran'ny raozy vao maraina
Em Am
Ny raozy vao maraina
Tonony 4 Am C D Am
Nampianariko anao, koa ny nankafy
D Am G Am
Iry lanitra iry, rehefa maty ny masoandro
Em Am
Maty ny masoandro
Fiverenana Dm Am
Nony tonga ny hariva
Dm Am
Ianao nanisa kintana
Dm Am
Izaho nibanjina ny tany
F C E Am
Izaho somary miala, ianao miantso hoe avia (2x)
Hiran'i Thiera Bruno rehetra: Thiera BrunoFampidiranaAm D G EmAm D C GTonony 1 G C G
Ity hirako ity dia atolotro anao
G D
Ahatsiarovanao ny anarako
G C G
Raha ho lasa any ianao, ka ho lavitra ahy
G D G
Veloma mandrampihaona
Tonony 2 G C G
Aza adino lalandava fa mpinamana isika
G D
Tsy mba nifankafoy tety
G C G
Mpizara alahelo, mpizara hafaliana
G D G
Izaho sy ianao, hatramin’izao
Fiverenana Am D G Em
Very namana aho nilaozanao
D G
Ka iza indray izao no antenaiko
Am D G Em
Hilazako ny manahirana ahy
Am D C G
Hisolo ny toeranao a a a
Tetezana:Am D G EmAm D C GTonony 3 G C G
Tsy ny elanelan-tany na ny fahalaviranao
G D
No hampisy ny fanadinoana
G C G
Fa sento tokana monja ary tsiahy iray minitra
G D G
Dia ampy hampiray antsika
Tonony 4 G C G
Koa raha manina ianao, ka te hanoratra
G D
Ny aty tsy miova adiresy
G C G
Tsy miova fanahy, tsy miova fitia
G D G
Fa miandry, miandry anao
Fiverenana Am D G Em
Very namana aho nilaozanao
D G
Ka iza indray izao no antenaiko
Am D G Em
Hilazako ny manahirana ahy
Am D C G
Hisolo ny toeranao a a a
Famaranana Am D G Em
La lalala la lalala la
Am D C G
Lalala la lalala lalalala a a a
Hiran'i Poopy rehetra: Poopy
Hiran'i Njakatiana rehetra: Njakatiana
A/C#: x4xx55 A/E: 0x2220 Am/D: x0x231
Bm: x24432
E7/D: xx0434
Fmaj7:1x221x
Fampidirana: C F
C D5-E
Fiverenana
A
Fa raha sanatria ka nofy
A Bm
Izao rehetra izao
Bm
Avelao izy hitohy
Bm E
Mbola iarahako aminao
E E7/D A/C# D
Mitalaho an-tana-droa raha azo ata____o
A/E E A
Avelao aloha hanonofy farany aho
Am-Dm/A-Am
Tonony 1 Dm G C
Androany aloha, nanome toky ianao
Dm E Am
Nomenao fitiavana aho, natolotrao ny fonao
Dm E Am
Ny nofy sy ny tsiambaratelo koa
Dm G
Izaho irery no tianao
C Fmaj7
Nefa manahy ihany aho
Dm Dm Esus4-E
Rahampitso ve, mbola ho tia ahy ianao
FiverenanaAm Fm7b5 Am/E
Tonony 2 Dm G C
Azoko atao ve, ny ahatoky anao
Dm E
Sao sanatria tsy kilalao
Am
Sangy mahery no ataonao
Dm E Am-Bdim-C
Ho torotoro izany foko mitala______ho
Dm G
Lazao re raha sitrakao
C Fmaj7
Fa tena tia tokoa ianao
Dm Dm E
Ka na ny ampitso aza mbola ho toy ny anio
Fiverenana
Hiran'i Njakatiana rehetra: NjakatianaBm: x24432
F#m7: 2xx220Fampidirana: D
Tonony D G
Tsy hay tohaina
G D
Ny andro nifandimby
D
Ao an-tsaina
A D
Ny vita sy finidy
D A G D
Ny lalana malalaka na ety
D
Nizorana
A D
Na tsara na tsy nety
Tetezana Em A
Raha ny natao sy nekena
Em A
No itodihana jerena
Em A
Dia iriko azo ahitsy
Em A
Hikatsahako ny tsiky
Fiverenana (2x) D F#m7
Izao rehetra izao
G A
Raha azoko hatao
D F#m7
Iriko mba hiova
G A
'Reo fahadisoana sy loza
Bm A G
Fa nekeko tsy ho diso
G F#m7 G
Izay efa niriko
F#m7 Bm
Ny fitia nokoloiko
G D A
Tato ampoko
Hiran'i Farakely sy Laza rehetra:
Farakely sy Laza
Capo: 1A4: x02230 A/C#: x4x55 Am/C: x3x555
D2/C: x1x230 D2/B: x2x230 D2/Bb:x1x230 D/F#: 2xx232
F#/Bb: x1xx22
Gm: 3xx333Fampidirana (tab etsy ambany)D A G A
G A DTonony 1 (2x)
D A
Ianao foana no mameno
G D
Ny fiainako tontolo
D D/F# G
Toa tsy misy ny fotoana
Em A
Tsy hanembonako anao
D A/C#
Na ny antoandro na hariva
Am/C G
'Ndrindra moa fa ny alina
D A D
Feno anao ny fiainako
Tetezana
Bm A
Embona tsy mety ritra
D G
Tsy hanampahataperana
D D A
Mipololotra tsy hay tohaina, tsy ho sakanana
D A/C# Am/C G Gm
Toa fitia tsy ho lefy hery, tsy hangatsika velively
D A D
Ho doria tokoa, ho lamban'akoho
Fiverenana A G D
Tsy foiko ianao, ianao irery hatramin'izao
F# F#/Bb Bm
Tsisy toa anao akia raha mbola fitia
G A D
Tokana ianao ho ahy, mandrakizay
D2/C D2/B D2/Bb
A4-A D
Tonony 2 D A
Ny endrikao no mameno
G D
Ny foko sy ny saiko
D D/F# G
Toa tsy misy ny fotoana
Em A
Tsy hahatsiarovako anao
D A/C#
Na ny antoandro na hariva
Am/C G
Na matory na mandeha
D A D
Lasanao ny foko rehetra
Tetezana
Bm A
Embona tsy mety ritra
D G
Tsy hanampahataperana
D D A
Mipololotra tsy hay tohaina, tsy ho sakanana
D A/C# Am/C G Gm
Toa fitia tsy ho lefy hery, tsy hangatsika velively
D A D
Ho doria tokoa, ho lamban'akoho
Fiverenana A G D
Tsy foiko ianao, ianao irery hatramin'izao
F# F#/Bb Bm
Tsisy toa anao akia raha mbola fitia
G A D
Tokana ianao ho ahy, mandrakizay
Tab - fampidirana D A G A
e|--------0-2-3--5---3---7-5-3-5
b|-3----3--------5---3---------5
g|----2---2-2-2-----------------
D|-0----0------------5----------
A|---------------0-------------0
E|------------------------------
G A D
e|-3-----2-0---------2----------
b|-3---------2---0-2-3----------
g|-----------2------------------
D|----0--------2-----0----------
A|-----------0------------------
E|-3----------------------------
Hiran'i Fascination rehetra: Fascination
Capo: 2Cadd9: 32033
G/B: x2033Fampidirana:G Cadd9 D
G/B Cadd9 D
Tonony 1G/B Cadd9 D
Andao fa ho entiko any ianao
D G/B Cadd9 D
Hijery ilay tanananay hmm-----mm
G Cadd9 D
Miorina an-tampon-kavoana izy
D G/B Cadd9 D
Voadidin’alaala, no sady mangina koa
TetezanaEm Cadd9
Fa lalan-tsarotra tokoa
Cadd9 G
No ho diavintsik’izao
D
Fa ho tantanako ianao
Em Cadd9
Tsy tongan’ny fiara-kodia
Cadd9 G
Fa lalan-kely manjohy miakatra
D
Ny mankany aminay
Fiverenana (2x) G Cadd9
Tsy maintsy tongako any ianao
D
Fa ef’izay no tanjoko
G Cadd9
’Lay trano bongon’ny fitia no nomaniko
D
Ho vantaninao any e
Tetezana:G Cadd9 D
G/B Cadd9 D
Tonony 2G/B Cadd9 D
Ty masoandro efa madiva hilentika
D G/B
Ka mety ho tratra andro hariva
Cadd9 D
Ihany izaho sy ianao
Gadd9 Cadd9 D
Ka raha sendra hatsika mamirifiry
D G/B Cadd9 D
Dia mbola eto anilanao aho hanome hafanana
TetezanaEm Cadd9
Ny aty anie tsy mba sahala
Cadd9 G
Ilay any aminareo
D
Mahantra rendrarendra (tsy mba ory fitia)
Fiverenana (2x) G Cadd9
Tsy maintsy tongako any ianao
D
Fa ef’izay no tanjoko
G Cadd9
’Lay trano bongon’ny fitia no nomaniko
D
Ho vantaninao any e
-----
G
Hiran'i Erick Manana: Erick MananaG/B: x2003x
Fampidirana (2x)G C G
G Am D G
Tonony 1G
Misy fitia tsy mety maty
G Am
Fa mifikitra ao am-po
D
Hodian-tsy hita mankarary
G
Alevina tsy mety ho lo
Tonony 2G
Totofana vao miha-mitsiry
C
Ilaozana manangatra
D
Injao fa re mangirifiry
G
Rehefa ianao tsy tazana
Am D G
Salovanao mandindona
Fiverenana (2x) C G
Fitiavako anao tsy ferana
G Am
Maditra tsy hay lembenana
D G
Mandoro raha kobonina
Tetezana (2x)G C G
G Am D GTonony 3G
Ny lalana nizorantsika
Am
Anefa ity tsisy hirika
D
Fa lalan-tokana izy ity
G
Mivavahady rindrina
Tonony 4G
Ny fo mitempo sisa reko
C
Izy tsy mety mionona
D
Tsy te-hahalala hoe hatreto
G
Misy tsy azo hoarana
Am D G
Mitia tsisy tahotra
Fiverenana (2x) C G
Fitiavako anao tsy ferana
G Am
Maditra tsy hay lembenana
D G
Mandoro raha kobonina
Tonony 1 & 2 & 3 & 4
Fiverenana (2x)
Famaranana (2x) C G
Ia ia ie, ia ia ia ia ia o
G Am D G
Ia ia ia ie e e e e, ey io
C G
Ie, ia ia ie, ia ia ia ia ia o
G Am D
Ia ia ia ie e e e e
D C G/B Am G
Tia aho e