Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Tendry Gasy (CGDGBE) C': 0x5553 C": 0xx988 C"':0xx(12)(13)(12) Dm: xx0765 Dm7': xxx211 Em7: 4x5433 Ebm7':xxx322 F': xxx565 F": G: x05433 G': 779787 G": x0xx(12)(12)(10) G7: x02031 Fampidirana C" C"' G" G' C" F F" G' F G-Ebm7'-Dm7'-G Tonony 1 C G7 F' C' Mbola irery, mbola irery F G' C' Toa tononkira tsisy feony C' G7 F' C' Miandry ilay, mozika iray F G' C" Nefa toa ela ny fisehony Fiverenana C' Em7 F Fa fitia tsisy mpiventy Dm G-Ebm7'-Dm7'-G Ka lasa nivezivezy C G7 F' C' Miandry miandry, miandry anao F G' C" Handrakitra azy ho solfezy Tonony 2 C G7 F' C' Ianao no redona, hamelona F G' C' Ireo teniko C' G7 F' C' Ny eritreritra fanantenana F G' C" Sy fitia nafeniko Fiverenana C' Em7 F Ny any tena faniriako Dm G-Ebm7'-Dm7'-G Fitia hiara-miangaly C G7 F' C' Miandry miandry, miandry anao F G' C" Hahatonga izany ho an-tsary Tetezana C G7 C F G G' G (2x) G' F C' C' Em7 F F G' C G7 F' C' F G' C" Tonony 3 C G7 F' C' Nitady izay feo, mba tiako aho F G' C' Nitety sy nifindrafindra C' G7 F' C' Nefa raha tsy, nivalana ireny F G' C" Dia redona tsy mety hirindra Fiverenana C' Em7 F Be reo feo nifandimby Dm G-Ebm7'-Dm7'-G Nefa tsisy azoazo C G7 F' C' Miandry miandry, miandry anao F G' C" Hahatonga ny fitiavako vazo Tonony 4 C G7 F' C' Ianao no sisa, andrasana F G' C' Dia ho tontosa ny hirantsika C G7 F' C Ny tononkira nosoratako F G' C" Ho ravahanao mozika Fiverenana C' Em7 F Izaho aloha dia mbola irery Dm G-Ebm7'-Dm7-G Fitia mandeha ila C G7 F' C' Miandry miandry, miandry anao F G' C" Handrakitra azy ho kapila
Author Archives: acoustikgasy
Asio Siramamy (Mahaleo)
Nenina (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Em7: 0xx033 Fampidirana C Dm G C Tonony 1 C Dm Efa tara loatra angamba, vao nisaina G C Ity maso efa jamba, ka mangaina C Dm Efa tery avokoa, ny lalan-kaleha G C Ny tenany anefa efa voa, ka aleo mandeha Fiverenana Dm G Em7 Am Lala ô inona ary, no mba azo atao D G F Em G Ny zaza tsy fanary, tsy fandao Dm G Em7 Am Zakao ny sitrapo, k’aza mamoy fo D G F Em G Todio izy ireo ka jereo Tonony 2 C Dm Toa narian-dray sy reny, nahatsiaro resy G C Tsisy intsony ireo mpiteny, ka fetsifetsy C Dm Tonga ny fakam-panahy, matetika ratsy G C Vonjeo izy ireo ry lahy, fa lany vatsy Fiverenana Dm G Em7 Am Ampio izy ireo, todio sy jereo D G F Em G Fa mangata-maso sy mitoreo Dm G Em7 Am Aza omena tsiny, fa tsy mba niriany D G F Em G Ny ho ety an-tany ka hitomany Tonony 3 C Dm Efa tara loatra angamba, vao nisaina G C Ity maso efa jamba, ka mangaina C Dm Efa tery avokoa, ny lalan-kaleha G C Ny tenany anefa efa voa, ka aleo mandeha Dm G C Ny tenany anefa efa voa, ka aleo mandeha Famaranana Dm G C (2x)
Faribolana (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Dm7':xxx211 Em7':xxx433 F': xxx565 Tendry Gasy (CGDGBE) C: 0x2010 Dm: 2x0231 Dm7: 2x3211 F: 557565 G: x0343x G/F: 5x343x Fampidirana C Dm F'-Em7'-Dm7'-C-G Em7'-Dm7'-C-G C Tonony 1 C F Olona samihafa loko G G/F C Samy hafa firazanana C F Tsy tia mitsitokotoko G G/F C Fa mifandray tànana Fiverenana Dm7 G Samy leo sy mahatsapa G G/F C Fa ratsy ny mizarazara Dm7 G Ka aleo iray lapa G G/F C Mitovy zo mitovy anjara Tonony 2 C F Ireo tanana izay mifandray G G/F C Toa sarotra sarahana C F Toa miloko rano iray G G/F C Tsy hita ho havahana Fiverenana Dm7 G Toy ny ankizy miara milalao G G/F C Toa lavitry ny olana Dm7 G Jereo ireto izy malaina hifandao G G/F C Manao faribolana Tetezana C Dm F'-Em7'-Dm7'-C-G Em7'-Dm7'-C-G C Tonony 3 C F Dia mihodina tsy misy fiafarany G G/F C Miodidina fitiavana C F Fa tsara sy mamy aok’izany G G/F C Izany hoe mifampihavana Fiverenana Dm7 G Adino hoe Rakoto ilay mavomavo G G/F C Rabe ilay manana Dm7 G Fa samy hazoto hanandratra G F C Izany fihavanana Tonony 4 C F Jereko ny manodidina ahy G F C Toa mianjona mangarika C F Antsoiko hoe ndao isika hiray G F C Tsy misy voasarika Fiverenana Dm7 G Fa misy ny loko tsy mety hifangaro G F C Misy harena tsy hihavanana Dm7 G Dia mitsitokotoko miala amin’ny maro G F C Ny fotsy sy ireo manana
Famaranana C Dm F'-Em7'-Dm7'-C-G Em7'-Dm7'-C-G F G C Tendry Tsotra (EADGBE) Dm: xx0231 Dm7: xx0211 G/F: 1x0003
Valio Anie ho (Dadah Rabel)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Hiran'i Dadah Rabel rehetra: Dadah Rabel Capo: Tsy misy ny orijinaly (4 raha ilay hirain'i Inah) Tendry Gasy (CGDGBE) Am: x22210 Am/C: 0x2210 C: 0x2010 C/G: x02010 Cadd4: 0x3010 D: 2x0232 Dm7: 2x321x E: 4x2100 E/G# x12100 F: 557565 G: x0000x (na x0543x) Fampidirana C Am/C-C (3x) C Cadd4-C Tonony 1 C E E/G# Mandongilongy tsy mety hisinda Am Zary midongy C C/G F Sy mivindavinda ireo maraina G C Sarak’olon-tiana Tonony 2 C E E/G# Toa raho-mitatao manamaloka taratra Am Ora-mitraho C C/G F Mihombo ho oram-baratra ny toetry ny andro G C Ao am-po mangina Fiverenana F G E Am Valio anie aho, valio anie aho Dm7 G C Raha manina ianao ’ndraindray F G E Am Valio anie aho, valio anie aho Dm7 G C Sa efa sondrina ka tsy mahatsiahy Tetezana: D Dm7 G C Tonony 3 C E E/G# Ny voary manerana mandà ny hitraka Am C C/G Toa miantso fitserana fa mila tsy ho zaka F G C Ireo andom-pahatsiarovana Tonony 4 C E E/G# Tsy tiana ho antsoina tsy sandry ialofana Am C C/G Fa fo sendra voina tsy hay horakofana F G C Ny fanahy no zary torovana Fiverenana F G E Am Valio anie aho, valio anie aho Dm7 G C Raha manina ianao ’ndraindray F G E Am Valio anie aho, valio anie aho Dm7 G C Sa efa sondrina ka tsy mahatsiahy Tetezana: D Dm7 G C Tonony 5 C E E/G# Manangana avana ny lanitra manga Am C C/G Mihira fitiavana fa manangasanga F G C Any ho any ilay olon-tiana Tonony 6 C E E/G# Ny voary mifoha tsy toy ny omaly Am C C/G Fa tonga tokoa ilay mpamalifaly F G C Ireo voronkely mihira fihobiana Fiverenana F G E Am Fa tonga ianao, fa tonga ianao Dm7 G C Tsy niova f’ilay nahababo F G E Am Fa tonga ianao, fa tonga ianao Dm7 G C Ny lanitra mirana ny fo ravoravo Tendry Standard (EADGBE) Am/C:x3x210 C/G: 3x2010 Cadd4:x33010 Dm7: xx0211 E/G#:422100
Fahavaratra (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo: Mahaleo C/G: 3x2010 C#m: x46654 C#7: x4342x Cdim7:x34242 D7/F#:2x0210 E': 0x6454 Em/G: xx5453 F#: 244322 G#: 466544 Gmaj7:3xx432 G#m: 688666 Fampidirana E' Em/G (2x) Tonony 1 E C#m Fahavaratra ny andro F# A G# Ny orana no manjaka ety E C#m Tsy ahalalana andro antoandro F# A G# Toa tsy maha te ho ti_a Tetezana Am C/G D7/F# Fahavaratra ny andro Am C/G D7/F# Tsy ahalalana andro antoandro Gmaj7 Em Ny voary no lena C#7 F# Kotsakotsa mahonena Tonony 2 E C#m Orana tsy miato F# A G# Toa mihoby mikorana E C#m Tsy ahitan-java-kanto F# A G# 'Nefa tsy azo rarana Tetezana Am C/G D7/F# Fa raha ratsy ny ato Am C/G D7/F# Tsy ahitan-java-kanto Gmaj7 Em Ny orana no manjaka ety C#7 F# Toa tsy maha-te ho tia Fiverenana E F# G#m Fahavaratra ô Cdim7 C#m Fahavaratra o E' Tonony 3 E C#m Herinandro toy izao F# A G# Tsy ahafahana manao ny atao E C#m Fa petsapetsa lava F# A G# Izay rehetra hitanao Tetezana Am C/G D7/F# Herinandro toy izao Am C/G D7/F# Tsy ahafahana manao ny atao Gmaj7 Em Ny orana no manjaka ety C#7 F# Toa tsy maha-te ho tia Fiverenana E F# G#m Fahavaratra ô Cdim7 C#m Fahavaratra o Famaranana E' Em/G
Tojo (Solo)
Hiran'i Solo rehetra: Solo Ab: 4x6544 Bb: x13331 C/D: x5x553 na xx0013 D/F#: 2x4232 Em7: 0xxx33 Fm: 133111 Tonony 1 G D/F# Tiako raha ny hihira C G Hiaraka aminao Em A Hira tsy ho lefy C/D G Na ho antitra aza aho Tonony 2 C G Natambatro ny hira Gm F Nanasa__ko anao Dm Em7 F G C Hi_ra ho ahy sy ho anao Tetezana Ab C Fm G Ho hira iray mampifandray Fiverenana C Dm C Satria fitia tsy lo Fm G C No tao am-po G C Bb-F Ka hita rano indray C Dm C Satria iray ny saina Fm G C Ni_kotrika G Fm C Am D Ka hasandratra ho avo Tonony 3 G D/F# Tiako ny ho tojo C G Feo iray toy ny anao Em A Feom-boromanga C/D G Mambabo ny fanahy Tonony 4 C G Natambatro ny hira Gm F Nanasa__ko anao Dm Em7 F G C Hi_ra ho ahy sy ho anao Tetezana Ab C Fm G Ho hira iray mampifandray Fiverenana C Dm C Satria fitia tsy lo Fm G C No tao am-po G C Bb-F Ka hita rano indray C Dm C Satria iray ny saina Fm G C Ni_kotrika G Fm C Ka hasandratra ho avo
Mbola Kely (Kiaka)
Hiran'i Kiaka rehetra: Kiaka A/C#: x4222x B/F#: xx4442 Cadd2:x32030 D': xx0232 Gaug/D#: xx1003 Em: 022003 Em/G: xx5453 G': xx5433 Gaug: xx5443 Fampidirana (3x) D A/C# Cadd2 B/F# Em/G Gaug G' A Tonony 1 D A/C# Mbola kely ianao Cadd2 B Dia efa nahasarika ahy Em Gaug/D# Izato fihetsikao G A Nambabo ny fanahy Tonony 2 D A/C# Hendry sy mbola miera Cadd2 B Zazakely hatramin’izao Em Gaug/D# Manafina foana izay hatao hoe G A Fa sao dia bedy ianao Fiverenana Bm F# Nefa moa nitiavako anao izay D E Niaretako niandrasako G A D F# Mandra-pahatonga ilay fotoana an Bm F# Nefa moa nitiavako anao izany D E Nanajako anao tokoa G A D A Mandra-paha an an Tonony 3 D A/C# Toerana maro anefa Cadd2 B No nahitako anao Em Gaug/D# Tsiky malefaka foana G A No nasesinao Tonony 4 D A/C# Herimbaratra tokoa Cadd2 B Ny tenako iray manontolo Em Gaug/D# Ny hafanana tato am-poko G A Tsy tantiko intsony Fiverenana Bm F# Nefa moa nitiavako anao izay D E Niaretako niandrasako G A D F# Mandra-pahatonga ilay fotoana an Bm F# Nefa moa nitiavako anao izany D E Nanajako anao tokoa G A D F# Mandra-paha an an G A B Mandra-paha an an
Fitia Mifamaly (Nina’s)
Hiran'i Nina rehetra: Nina's C': 8x(10)988 Em7: 022033 (na 022003) Em': x79987 F': x8(10)(10(10)8 G': x(10)(12)(12)(12)(10) G/B: x2000x Fampidirana C Em7 Am F Am G F G Tonony 1 (2x) C Dm Em7 Dm Adala ny fo rehefa tia C Dm Em7 F G Tena jamba ihany koa ny maso rehefa tia e F G Tsy te hijery olon-kafa aho, tsy hitady an'iza n'iza C G/B Am Afa tsy ianao irery ihany G F G C Ianao irery ihany, ianao irery ihany Fiverenana F G C Atao fitia mifamaly ny antsika roa dia milamina ny fo e Em Dm G Mba tsy hisian'ny tebiteby, saina tsy mivezivezy C Hanala ny aretin-doha Dm Em F G C Atao fitia mifamaly ny antsika roa dia milamina avokoa e Em Dm G Mba tsy hisian'ny tebiteby, saina tsy mivezivezy C' G' F' Em' Am Dm F G C Hanala ny aretin-doha Tonony 2 C Dm Em7 Dm Marary ny fo, mafy rehefa tia C Dm Em7 G Mangaina ny loha sao sanatria e F G Matahotra ny ho very, tsy satry ny_hitoetra irery C G/B Am Manahy aho G F G C Manahy 'nie aho, manahy 'nie aho Fiverenana F G C Atao fitia mifamaly ny antsika roa dia milamina ny fo e Em Dm G Mba tsy hisian'ny tebiteby, saina tsy mivezivezy C Hanala ny aretin-doha Dm Em F G C Atao fitia mifamaly ny antsika roa dia milamina avokoa e Em Dm G Mba tsy hisian'ny tebiteby, saina tsy mivezivezy C Hanala ny aretin-doha Tetezana: F G C Em Dm G C Dm-Em F G C Em Dm G C Fiverenana (2x) F G C Atao fitia mifamaly ny antsika roa dia milamina ny fo e Em Dm G Mba tsy hisian'ny tebiteby, saina tsy mivezivezy C Hanala ny aretin-doha Dm Em F G C Atao fitia mifamaly ny antsika roa dia milamina avokoa e Em Dm G Mba tsy hisian'ny tebiteby, saina tsy mivezivezy C Hanala ny aretin-doha
Iray Kilasy (Red Metal)
Hiran'i Red Metal rehetra: Red Metal B7: x21202 Fampidirana Em Am B7 Em (4x) Tonony 1 (2x) Em Am Nifanojo, nifampijery foana B7 Em Ny masontsika roa Em Am B7 Toa tsy heno, 'zay lazain'ny mpampianatra Em Fa variana isika Fiverenana (2x) G D Iray kilasy mantsy isika roa C D Nifankahita isan'andro isan'andro G D Tsy handry foana ny andro maraina C D Ahitana anao ao an-dakilasy ao Tetezana (Solo): Em C D (2x) Tonony 2 Em Am Misy tsy arako, ny dika lesona B7 Em Mbola misy tsy voaray Em Am B7 Variana loatra aho, ny mandinika anao Em Ka nanjary tsy mahay Fiverenana (2x) G D Iray kilasy mantsy isika roa C D Nifankahita isan'andro isan'andro G D Tsy handry foana ny andro maraina C D Ahitana anao ao an-dakilasy ao