Key (Tonalite): G
IntroG..D/F#..| Em7....
G..D/F#..| C/E....Verse 1 G Cm/G G Gsus4-G
Efa nodorako 'zay rehetra rehetra momba anao
Em Am/E Em
Dia rovitra ihany koa ny sary rehetra nisy anao
Dm7-G Cmaj7 F#7/C# F#/Bb Bm E
Fa tsy maty anaty foana 'lay tsiaro, fa tsy nangina
Am7 C/D G
Fa maro laotra 'reo tantara nifangaro
Verse 2
G Cm/G G Gsus4-G
Efa narendriko tsy ho hita ireo firavaka
Em Am/E Em
'Zay rehetra nomenao efa any anaty lavaka
Dm7-G Cmaj7 F#7/C# F#7 Bm E
Indrisy anefa miraikitra tsy miala ato anaty, 'lay alokao
Am7 C/D G F#7
Manaraka ahy, 'ndraindray tsy tanty
Chorus Bm F#7 F#/Bb Bm
Nihazakazaka aho nijery 'zay mba nisy anao
A-D A D
Nivezivezy tsisy hery, nitady no iraho
C/D-D G Dm7 G Cmaj7..C#m7b5
Te hilaza fa, dia mbola ianao ihany no tiako
G/D Cm/Eb Em
Ianao no iriko anilako
C#m7b5-Cm G/D C/D G (intro)
Dia mbola ianao ihany no ekeko ho anjarako
Verse 3 G Cm/G G Gsus4-G
Ilay toerana faleha niarahana nitafa
Em Am/E Em
Tsy nandalovako intsony, niviliko lalan-kafa
Dm7-G Cmaj7 F#7/C# F#7 Bm
Ny maso anefa mitsimpalotra mangalatra mankany
E Am7 C/D G Gsus4-G
Fa feno loatra, ny alahelo, ka kotsan' ny tomany
Verse 4 G Cm/G G
Tsy tiako henoina intsony, 'reo hira 'zay mba fihainontsika
Em Am/E Em
Izaho sy ianao mifamihima rehefa andro mangatsika
Dm7-G Cmaj7 F#7/C# F#7 Bm
Nefa ny tonony sy ny feo tsy afaka an-doha
E Am7 C/D G F#7
Lasa aretimpo, nanjary, vao may nankarary
ChorusOutro: Em-Cm- G/D C/D G
Ianao, ho anjarako
Tonalite (Key): F#m (A)Intro: D/A..A.. (2x)Verse 1A E/G# F#m
Raha handeha ihany ianao
F#7/A# Bm
Raha sitrakao
D#m7b5 Esus4 E
Aza tena ilaozana tanteraka aho
F#m E/G# A
Fa izaho hatrizay tsy mahay
D Esus4....E....
Tsy zatra ilaozanao
Pre-Chorus Bm D/A E/G# E
Tsy hisakana izay mba fanirianao anie aho
A E/G# F#m
Tsy hanimba izay mba tena tianao
F#m D A/C#
Fa ny hasambaranao no tadiavina
Bm
Raha tsy misy ato an-trano
Esus4....E...Fdim
Dia tsara tso-drano
Chorus F#m F#7 Bm
Nefa amelao sombiny amin’ny fitiavanao
E A C#7
Mba amelao na 'zay sisa tsy zakanao
F#m F#7 Bm
Mba amelao na ho mpinamana tsotra izao
C#7 F#m
Woah oh..Raha handeha ihany ianao
Bridge #1: (F#m....)| C#7.... Bm .... | Esus4..E..Verse 2A E/G# F#m
Raha toa manembona ianao
F#7/A# Bm
Na koa mahatsiaro
D#m7b5 Esus4..E..
Izay niarahana taloha
F#m E/G# A
Ka matahotra na menatra ny
D Esus4....E...Fdim
Hiverin-dàlana, fantaro
Pre-chorusChorus (2x) F#m F#7 [Tonalite - F#m na A]
Am A7 [Tonalite - Am na C]
Fa miandry anao
Bm Bm-Bm/D
Dm Dm-Dm/F
Miandry anao foana ny toeranao
E A C#7
G C E7
Miandry anao, reo 'zay efa nilaozanao
F#m F#7
Am A7
Miandry anao
Bm
Dm
Miandry anao ny tia sy fitia
C#7 F#m
E7 Am
Modia, modia
Bridge #2: C#7-E-Am....| Dm.... G ....| C .... E/B-E-Am....| Dm.... E ....| Am....Chorus (Tonalite: Am na C)
Verse 1Dm Bb F
Efa voatety avokoa ny fotoana
Dm Bb F
Ireto isika roa dia mbola eo foana
Dm Bb F
Efa nandalo sedra, tsiky tomany
Dm Bb F
Izaho mbola eto, ianao koa mbola eo ihany
Verse 2Dm Bb F
Ka avelao aho mba hidongy, hitampify
Dm Bb F
Hoazoniko mafy ianao tsy ho avelako hidify
Dm Bb F
Dia aza asiana akory fanontaniana
Dm Bb F
Fa fantatrao ny ato am-poko ry tiana
Pre-chorus/refrain A7/Db Dm C/E F
Fa ho Mala__lako, Anjeliko, fitiavako
Gbdim7 Gm E/Ab A7
Ka hifameno sy hifanjohy…Tsy hifankafoy
Fiverenana/Chorus Bb F
Mahavariana, fa fifaliana
C Dm
Rehefa miaraka aminao aho tsy miafy
Bb F
Tsy voafefy, tsy voarefy
Aug7 A7
Efa voahenika fitia ny any anaty
Bb F
Rehefa tia, tena tia
C Dm
Mety ho adaladala kely 'ndraindray
Bb F
Na inona hanjo, na inona hiseho
Aug7 A7
Efa fo roa no nitambatr’ ho iray
Solo: Dm..Bb..F.... (2x)Verse 3Dm Bb F
Ny tsy hitia anao aloha sanatria
Dm Bb F
Ny foko efa nanaiky, efa vita sonia
Dm Bb F
Ny andro maloka, eny mety hitranga
Dm Bb F
Fitiavako anao aloha tsy ataoko misy banga
Verse 4Dm Bb F
Tsy hijery hafa, tsy ho lavitra ny saiko
Dm Bb F
F’ianao no akaiky ahy, ianao 'lay silaky ny aiko
Dm Bb F
Tsy foiko ho hatakalo, tsy foiko ho zaraina
Dm Bb F
Fa tokana iray anaty fo sy ny saina
Pre-refrain/Fiverenana
Hiran'i Tovo J'Hay rehetra: Tovo J'Hay
e|-----14----
b|-12-----15-
g|---12------
D|-----------
Verse 1G
Akipio ny masonao
Bm7
Dia mba henoy izao lazaiko izao
Em9
Fa natao ho anao irery
C-G/B-Am7 D7
Porofom-pitiava__na
Verse 2 G
Raha heloko ny mitia anao
Bm7
Efa tany am-ponja aho ohatr'izao
Em9
Na tsiky na alahelo
C-G/B-Am7 D7sus4-G
Izaho tsy mahasara__ka
Pre-refrain G(add9) Bm7
Tsy hoe mahay miteny
Em7 C(add9)-G/B-Am7-D7
Fa 'lay fitia no namoaka ire_______________ny
Fiverenana G
Aza manahy raha toa ka hoe
Bm7
Sendra ny mafy sy ny sarotra e
Em7
'Zaho aty vonona ny tsy
C(add9) Cm
Hivadika amin'ny toky nome_______na
G
Na faly na ory 'sika sy ianao
Bm7
Sanatria zatra hifandao
Em7 C(add9)
Androany miangavy aho mba lazao raha sitrakao
Cm G
Ny halalin'ny fitiavanao
Bm7 Em7 C-G/B-Am7-D7
Ny fitiavanao, ny fitiavanao, ny fitiavanao
Verse 3
G
Dia izao,
Bm7
'Zaho tsy hangataka ny volana aminao
Em7
Fa ny tadiaviko dia izao
C(add9)-G/B-Am7-D7
Hoe 'lay fitia______va__nao
Verse 4 G
K'aza manahy ianao
Bm7
F'izaho tsy hivadika
Em7
Tsy mahasaraka anao, tsy mahafoy anao
C(add9)-G/B-Am7 Dsus4
Efa zatra loatra anao e
Fiverenana
Intro (2x) - Tonalite: CC(add9)..Dm/F-F |Am..G..
C(add9)..F(add9)..|GVerse 1 (Tonalite: C) C G Dm
Raozy dia, mahate ho tia lay endrikao
C G
Fa tsara loatra, manintona ahy
Dm
Ianao no lafatra
Verse 2 (Tonalite: C)
C G Dm
Mambabo ny manodidina ny toetranao
C G F
Tsy miavona fa feno tsiky ny fiainanao
Intro/Verse 1 (Tonalite: C)Verse 2 (Tonalite: C->F)C G Dm
Mambabo ny manodidina ny toetranao
C G
Tsy miavona fa feno tsiky
Bb F
Ny fiainanao rehetra
Pre-refrain (Tonalite: F) Bb F
Ianao no deraina
Gm F
Tsy ho tantiko ny hamela
C
Anao tsy ho namako
Bass melody 1*: G-A-Bb | A-Bb-C| F-ERefrain (2x)(Tonalite: F) F C F Bass melody 1*
Mangovingovitra aho mahita anao
F C Dm [D*-C*-Bb*-A*]
Misy tsy aritry ny ao anatiko ao
Gm Dm Gm [G-A-Bb|A-Bb-C| G-A]
Hanantona anao aho izao dia izao
Bb C F
Hisedra ny herinao, hitory fitiavana
------------
F(add9)...C..F..G..Verse 3 (Tonalite: C) C G Dm
Vao mangiran-dratsy any aho, dia hiaritra
C G
Ny hatsiaka sy ny ando-maraina
Dm
Ambaravaranao
Verse 4 (Tonalite: C->F)C G Dm
Hivimbina ilay fitia sy handohalika
C G
Hitsena ilay marainanao
Bb F
Feno fanantenana
Pre-refrain (Tonalite: F) Bb F
Te ho anao aho
Gm F
Omeo ahy 'reo teny
C
Mifono hasambarana
Solo: Dm.... | Gm.... E .... | A .... Am..G..| C..Dm.. E .... | Bb...C.Fiverenana (2x) (Tonalite: F) F C F
Mangovingovitra aho fihininao
F C Dm
Natao ho ahy ny ampitsonao
Gm Dm Gm
Omeko anao izao tontolo izao
Bb C F
K'aza manana ahiahy amin'ny hoavinao
Outro: F(add9)....G....|C........
VST: JD Midi Grand (NeoSoul Keys 2)
Hiran'i Imagine rehetra: Imagine
Tonalite: BIntroB(add9)....(2x)|
G ....Em7....|Em7....F#sus4..F#Verse 1 B(add9) F#
'Zao rehetra izao, afoiko anao
B B C#m-B/D#
Tsisy fetra satria tiako ia__nao
E C#m7 F#-E/F#-F#/C#
Ka n'inona ilainao, tsy ataoko ankahory anao
E F# E F#
Ny fara-fitiavako, dia ho anao, ho anao
Fiverenana B(add9) G#m11
Izay sitrakao, 'zay rehetra tianao
E F#sus4-F#(add9)
Ataoko avokoa
B(add9) G#m11 E E(add9)
Izay ahasambatra anao no hany tanjona iriko
C#m7(9) F#(add9)
Anao 'zay afa-po anao, tanteraka
E
Fa raha toa ka sambatra ianao
F#sus4 F# E F# Intro
Dia ho sambatra aho (dia ho sambatra aho)
Verse 2 B(add9) F#
Tsisy atakaloko anao
B B C#m-B/D#
Fa sarobidy loatra ia__nao
E C#m7 F#-E/F#-F#/C#
Ka na izao tontolo izao, aza mbola ho rendrika
E F# E F#
Fa ny fitiavako anao, tsy ho levona, tsy ho levona
Fiverenana
Verse 3
B(add9) F#
Raha mbola misy, ny irinao
B B C#m-B/D#
Mihoatra izay nomeko a__nao
E C#m F#-E/F#-F#/C#
Dia vonona aho ny anolotra, ny aiko ho anao
E F#
Raha 'zay no mba ahatsapanao, fa tiako ianao
E F#
Tena tiako ianao
Fiverenana (2x)
Verse 1 (Tonalite: C, Eb) C Am Dm7 G Na izaho na ianao, samy mbola tia tokoa C Am7 Dm7 G Kanefa voatery, hisaraka ho roa Fm Bb Eb Tsy sitrapo velively, na ho hambom koa
Verse 2 C Am Dm7 G Na izaho na ianao, samy tsy te-hifandao C Am Dm7 G Kanefa tsy ampy hery, hanoherana izao Fm Bb Eb Ireo olana hafa hiseho, no hanjaka izao
Fiverenana (Tonalite Eb) Fm Bb Eb C Satriko mba ho namanao Fm Bb Eb C-Dm7-C/E Satriko ho eo anilanao Fm Bb Eb Cm Satriko ny hifidy anao Fm Bb Eb .... Nefa izao no fiainana
Intro (2x) - tonalite C
Verse 3 C Am Dm7 G Tsy izaho tsy ianao, fa ny manodidina C Am Dm7 G Nanao izay azo atao, handrava izay vita Fm Bb Eb Nataony ho kilalao, 'zay rehetra atao
Verse 4 C Am Dm7 G Tsy izaho tsy ianao, no leo koa na hoe lao C Am Dm G Samy mba nikolo, kinanjo nikoro Fm Bb Eb F’ireo 'zay tsy voafidy, mba ho anjarantsika
Hiran'i Tempo Gaigy rehetra: Tempo Gaigy
Tonalite: GIntroC-D-G.. | Am7-G-D..
C-D-G.. | C-G/B-Am7-(G)Verse 1
G Em7 C(add9) D
Mbola tadidinao ve, raha mifanena indray isika roa
G Em7 C(add9) D
Mbola tsaroanao tsara ve, tsy nahay nanoroka anao 'zaho taloha
G Em7 C(add9) D
Mbola ao aminao ve, ’lay teny iray nandratra fo
Tamin’izay hoy ianao
Verse 2 G Em7
Tiako ianao hoy ianao, dia izaho tsy nandà (eny e!)
C D
Andraso eo, andraso eo kely aho
G Em7
Izao no atao hoy ianao, dia nanaiky aho
C D
Tsy haiko indray izaho na tia anao (niandry anao teo aho)
Pre-Refrain B(7) Em7 C D
Niandry anao teo aho, tsy nitomany aloha (nanganohano anao)
B(7) Em7 C D Gsus4..G
Nanganohano anao, Menatra ny tontolo manodidina
Fiverenana D G B(7) Em7
Raha ho lasa any ianao, f'izao ora farany eto izao
C G A D
Dia ora iray tsy hiverina, ka mamela ahy mba_hanoroka anao
D G B(7) Em7
Raha ho lasa any ianao, ka manomboka eto izao
C G A D
'Ndray andro iray tsy hiverina, na hiantso mafy ny anaranao
Gsus4..G
Izao tontolo izao
Hiran'i Eric Tahina rehetra: Eric Tahina
Tonalite: D
Intro:D ..D/F#..G(add9)..A-F#7
Bm7..F#m7..G(add9)..A....Verse 1D D/F# G G-D/F#
Raha ny foko efa tia, tsy havela hitempo lava izao
Em7(11) F#m7 G A-F#7
Haratra sy hanihasia noho ny fitiavako anao
Pre-Refrain Bm7 F#m7 G(add9) D/F#
Tsy mifamaly satria, Fo tsy mifandrindra
Em7 D/F# G Asus4 A
Rahoviana vao hitempo re, Izaho niandry ela be
Fiverenana #1 D D/F# G G-D/F#
Ty foko efa tia ,fa babo tsotra izao
Em7 A D Em7
N’aiza hisy anao Izaho mbola tia
A D Em7 D/F# G Gm6/Bb
Ny teo aloha haverina, Izay tsy mety aleo handeha
D/A A D..Intro
Fa fitia iray, hanova be dia be
Verse 2D D/F# G G-D/F#
Ratra kely miserana, hambom-po tanatinao
Em7(11) F#m7 G A-F#7
Ny foko hitahiry ireo tsara natao
Pre-Refrain Bm7 F#m7 G(add9) D/F#
Izay anie vao tsapanao, Ny soa vita hatrizay
Em7 D/F# G Asus4 A
N’aiza n'aiza alehanao, Hafa ilay mbola tianao
Refrain (tonalite D)Tetezana:D ..D/F#..G(add9)..A-F#7
Bm7..F#m7..G(add9)..A..Bsus4..B
Fiverenana (tonalite E) E E/G# | A..A-E/G#
Ty foko efa tia
F#m7 B E F#m7
N’aiza hisy anao Izaho mbola tia
B E F#m7 E/G# A Am6/C
Ny teo aloha haverina, Izay tsy mety aleo handeha
E/B B E..E/G#
Fa fitia iray, hanova be dia be
A B E..E/G#
Hanova be dia be (2x)
A..B..E....