Hiran'i Eric Tahina rehetra: Eric Tahina
Tonalite: D
Intro:D ..D/F#..G(add9)..A-F#7
Bm7..F#m7..G(add9)..A....Verse 1D D/F# G G-D/F#
Raha ny foko efa tia, tsy havela hitempo lava izao
Em7(11) F#m7 G A-F#7
Haratra sy hanihasia noho ny fitiavako anao
Pre-Refrain Bm7 F#m7 G(add9) D/F#
Tsy mifamaly satria, Fo tsy mifandrindra
Em7 D/F# G Asus4 A
Rahoviana vao hitempo re, Izaho niandry ela be
Fiverenana #1 D D/F# G G-D/F#
Ty foko efa tia ,fa babo tsotra izao
Em7 A D Em7
N’aiza hisy anao Izaho mbola tia
A D Em7 D/F# G Gm6/Bb
Ny teo aloha haverina, Izay tsy mety aleo handeha
D/A A D..Intro
Fa fitia iray, hanova be dia be
Verse 2D D/F# G G-D/F#
Ratra kely miserana, hambom-po tanatinao
Em7(11) F#m7 G A-F#7
Ny foko hitahiry ireo tsara natao
Pre-Refrain Bm7 F#m7 G(add9) D/F#
Izay anie vao tsapanao, Ny soa vita hatrizay
Em7 D/F# G Asus4 A
N’aiza n'aiza alehanao, Hafa ilay mbola tianao
Refrain (tonalite D)Tetezana:D ..D/F#..G(add9)..A-F#7
Bm7..F#m7..G(add9)..A..Bsus4..B
Fiverenana (tonalite E) E E/G# | A..A-E/G#
Ty foko efa tia
F#m7 B E F#m7
N’aiza hisy anao Izaho mbola tia
B E F#m7 E/G# A Am6/C
Ny teo aloha haverina, Izay tsy mety aleo handeha
E/B B E..E/G#
Fa fitia iray, hanova be dia be
A B E..E/G#
Hanova be dia be (2x)
A..B..E....
Hiran'i Bessa rehetra: BessaTonalite: GIntro:Em(add11)...B7... (2x)
Em(add11)...Am...| Bbdim7...B...Tonony 1 Em D/F# G C G/D D G
Mifaly a_minao ny foko Andriamanitra_ô
A/G D/F# G/B D/A A(7) D
Fa niposak'ao ny taratry ny lanitra
Fiverenana D/A G/B C G/B C D
Tononkalo vao no indro izao ate__riko
G G/B C C G/D D G
Tompo ô! ianao no tanjako sy heriko
Intro
Tonony 2 Em D/F# G C G/D D G
Manazava ahy ny endrikao somamby
A/G D/F# G/B D/A A(7) D
Ravo ny fanahy fa voatambita___mby
Fiverenana/IntroTonony 3 Em D/F# G C G/D D G
Ny androko_oma_ly maratra raha atambatra
A/G D/F# G/B D/A A(7) G
Toloranao fitia dia tony sady sambatra
Fiverenana (2x)
Hiran'i Ivoara rehetra: Ivoara
Tonalite: A (F#m)
Intro: F#m....E....|D....C#sus4..C# (x3)
Tonony
F#m E
Hariva zaho ’ndeha hody iny nahatazana anao
D C#(7)
Voatery izaho hanatitra anao
F#m E
Tsy nampoiziko tokoa ny hahita anao
D C#(7)
Hafaliana ny fo, fa tiako ianao
Pre-refrain D E C#(7) F#m
Tsy tsapako intsony 'lay izaho te-hody iny
D E A F#m
Satriko foana anilanao
D E C#(7) F#m
’Zaho tsy te-hody, fa hanaraka anao
D E A C#sus4-C#
Satriko foana anilanao
Fiverenana (2x) F#m E
Tiako ianao eny tiako ianao
D C#(7)
Mamiko ianao rahatrizay
Tetezana (mitovy @ intro x2)
Hiran'i Aina Cook rehetra: Aina Cook
Tonalite: D
Intro: F#m7..Em7..| A.... B7sus4.... | B....Tonony 1Em7 A
Takona indraindray
D B7sus4-B(7)
'Lay masoandronay
Em7 A
Misy aloka miserana, mitady hibahan-toerana
F#m7 Em7 A D
Malaza hafanana, no zarainy tsinjarainy
B7sus4 B(7)
Nefa ny anay, hatsiaka
Em7 A
Mamirifiry no toa voatahiry, ampanjakainy
Fiverenana D G A D
Asa rahoviana, rahoviana no hioty hazavana
D G A D
Asa rahoviana, rahoviana vao hiova hafanana
D G A D
Mba tsy fahoriana, fihafiana no hatobany ao
D G A D
Mba tsy ho voarefy, voafefy sy fiainam-baovao
IntroTonony 2Em7 A
Feno be ny fo
D B7su4 B(7)/D#
Tohina tokoa
Em7 A
Mila toa hipoaka sady te-hitraotra ndeha mba ho aiza moa?
F#m7 Em7 A D
Ny saina tsy tony, mamadibadika hatrany
B4sus7 B(7)
Nefa ny teo, no eo
Em7 A
Tsy misy izany mba hoe fiovany tomany ihany
Fiverenana
Intro (faranana bass E)
Hiran'i Johane rehetra: Johane
Tonalite: F# (piano) F (Gitara): capo 1eme case (esory ny # rehetra) (F->E, B->Bb)Intro: F#sus2..C#6/F-C#/F| D#m7..C#.. Badd9-C#-D#m7-C#/F| F#/C#..C#.. Tonony 1D#m B
Anio 'lay andro
F# C#
Voatokana ho ahy sy ho anao
D#m B
Ka holazaiko
F# C#
Eto anatrehan'izao rehetr'izao
Tonony 2D#m B
Raha ny ato am-poko
F# C#
Mbola tsy niova hatram'zao
D#m B
Vao nia-nitombo
F# C#
Ilay fitiavako anao
Pre-Refrain Badd9 F#/A#
Haveriko ho renao
B C# D#m7 C#/F F#/C#
Fa tena tiako ia___nao
Fiverenana C#7 F#
Manomboka androany akia
C#/F D#m7
Fiainana vaovao no miandry antsika
C# Badd9
Vita tso-drano ilay fitia
F# G#m7
Nampiray antsika anio
C#7 (Ddim7) D#m7
Ary ho mandrama------ty
C# Badd9
'Lay voady nifanaovantsika
F#/A# G#m7
Fo mitambatra ho iray
C#7 F# (F#sus4-F#)
Ho doria mandrakizay
Tonony 3D#m7 Badd9
Na maro aza ireo
F# C#
Mpanenjika antsika e
D#m7 Badd9
Aleo izy indray no ho leo
F# C#
Fa tsika tsy maintsy ho tafita e
Tonony 4D#m7 Badd9
'Zay tokinao ianao koa no andry hiankinako
F# C# D#m7
Zaho sy ianao miaraka tsy mifankafoy
Badd9
Tsiky na tomany
F# C#
Raha ny hisaraka dia sanatria ny amin'zany
Pre-refrain/fiverenana (mifaranana B)
Tetezana: F#..C#/F.. |D#m7..F#/C#..
Badd9..F#/A#..|G#m7..C#7-Ddim7
D#m7 C# B F#/A#
Fo mitambatra ho iray
G#m7 C# B
Ho mandrakizay
Fiverenana Outro C#7 F#-C#/F-D#m7
Ho doria mandrakizay
G#m7 C#7 F#
Ho iray, ho doria mandrakizay
Key: Bm (D)
Intro (2x):G-A/G-G..|D-G/D-D..Verse 1 G A Bm7Nitampifimpify teo izy
G A D (D-Em7-D/F#) Nandany tontolon'ny andro
G A Bm7'Lay masoandro nidify
G A D/F#-Em7-DTsy hitany akory, f’efa maizina ny antoan_____dro
Verse 2G A Bm7
Pitrapitra nangina
G A D (D-Em7-D/F#)
Tsy nandrenesana feo
G F# Bm7 A G D/F#-Em7 Reko any ho any mitem_po ny fony
G F#7Ndriiii, tsy nety ho tony
Chorus Bm Tsy hita ianao
Em7 A Tsy hita ianao hanambitamby azy eto
Dmaj7 G Fa ny anao efa voafetra hatreto
G D/F# Em7 Fdim7 F#(7)
Ka izy irery ihany, Izy irery ihany no tomany
Bm
Tsy hita ianao
Em7 A Tsy hita ianao hanala ilay sento
Dmaj7 G Fa ny anao efa voafetra hatreto
G D/F# Em7 Fdim7 Na himpenimpenina, himenomenona F#7sus4-F#7 Tsisy azo atao
Verse 3G A Bm7 Fotoana vitsy kely monja
G A D (D-Em7-D/F#)Fotoana mba nakany fý
G A Bm7 D7 Mavesatra sy mafonja
G A D/F#-Em7-DFitiavana tsy misy ohatran'ity
Verse 4G A Bm7 Dia nihitrisatra teo
G A D (D-Em7-D/F#) Nalaindaina hifandao
G F# Bm7 A Em7 Nefa dia tsy mba ni__fankafoy
G F#7Taloha izy nandeha
Chorus (2x)Outro: Bm..D/A..| G.. Em7..
D.. A/C# | F#7..Bm
Hiran'i Tovo J'Hay rehetra: Tovo J'Hay
Hiran'i Karmela rehetra: Karmela
Tonalite: DIntro: D.. A/C#..| Bm7..Bm7/A..
Gmaj7..A.. | D.. A..Tonony 1 (2x) D A/C# Bm7 Bm7/A
Tefeo ny foko ho Anao
G D/F# Asus4..A
Ka ho zava-drehetra amiko Ianao
D A/C# Bm7
Diniho lalina
Bm7/A Gmaj7 A D
Ny foko ho tonga fonenanao
Fiverenana D G..A D D G..A Bm7 (Fiverenana #2)
Ho fonenanao aho (2x)
D/C C
Izay rehetra atao
G/B
Hanome 'lay lalana Anao ho ato am-po
Asus4 A
Ho fitoeranao arak'zay irinao
Tonony 1Famaranana Bm7/A Gmaj7 A Bm7
Bm7/A Gmaj7 A D
Ny foko ho tonga fonenanao