Tena Tia (Nanie)

Hiran'i Nanie rehetra: Nanie

Intro (Tonalite: A)
F#m7-E/G#-A..| D-D/E-A.. (2x)

Tonony 1
      F#m7   E/G#  A A/C#    D    Esus4
Raha toa ka lasa  ny      fisainanao 
      Fdim7    A/E    D  A/C# Bm7 A E/G#
'Reo teny mamiko, indray i____ai_nanao 

  F#m7   E/G# A  A/C#     D     Esus4
Tsy hoe vao__vao,     fa fantatrao 
      Fdim7       A/E   D A/C# Bm7   A E/G# G#dim
'Reo teny tsotra hoe: "tena   tiako ianao" 

     Pre-refrain
           C#7
     Raha misy any ho any 
       G#dim      C#7/F       F#m7
     Afa milaza izany 'Zaho akory 
            D      A/E
     Tsy manahy, tsy mitovy
                     Esus4..E7
     Fitiavany sy ny ahy 

     Fiverenana
        A               G#dim C#7             
     Ny endrikao, ny fihetsi_kao
           F#m7        Em7 A7    D(maj7)
     Ny angolanao, ny tenanao rehetra 
                     E      A/B       D/E E  
     Ny mombamomba anao, etsetra etse_tra
 
       A
     Efa voateny
       G#dim C#7  F#m7      Em7   A7  D(maj7)
     Efa voatety ny fitiavako ka matokia 
           A/C#        Bm7  Bm7/E  Gadd9/A....A....
      Tsy  anio ihany fa   ho   doria
     Gadd9/A....A(add9)....

Tonony 2 (Tonalite: Bb)
      Gm7    F/A    Bb Bb/D     Eb F
Raha sendra kivy ianao,      inty  eto aho 
Gbdim7     Bb/F Eb Bb/D  Cm7 Bb F/A
Olon-tia anao, sa_dy    na__ma_nao 
      Gm7   F/A  Bb  Bb/D  Eb  F
'Reo toky izay omeko,    efa ekeko 
 Gbdim7      Bb/F  Eb Bb/D Cm7   Bb F/A Adim
Toky tsotr'izao: "te_na   tiako ia_nao" 

     Pre-refrain
           D7
     Raha mafy sy mahery 
       Adim        D7/F#         Gm7
     Ireny sedra ireny ho levona avokoa 
          Eb       Bb/F
     Fa isika roa hifankatoa 
                Fsus4
     Iombona tokoa 

     Fiverenana
        Bb              Adim D7   [tonalite:Bb]
        C/E             Bdim E7   [tonalite:C ]
     Ny endrikao, ny fihetsikao
           Gm7         Fm7 Bb7    Eb(maj7) 
           Am7         Gm7 C7     F(maj7)     
     Ny angolanao, ny tenanao  rehetra 
                     Fsus4 Bb/C     F
                     Gsus4 C/D      G
     Ny mombamomba anao, etsetra etsetra... 

       Bb                         [tonalite:Bb]
       C                          [tonalite:C ]
     Efa voateny
       Adim  D7   Gm7       Fm7   Bb7 Eb(maj7)         
       Bdim  E7   Am7       Gm7   C7  F(maj7)
     Efa voatety ny fitiavako ka matokia
         Bb/D        Cm7 Cm7/F Bb
         C/E         Dm7       C/G  C
     Tsy anio ihany fa        ho doria

Tetezana: Eb-Bb/D-Cm7-Cm7/F| Bb....(2x)
          Eb-Dm7 -Cm7-F7   | Bb
          Eb-Bb/D-Cm7-Bb   | F/A..A7-D/F#-F7

     Fiverenana (Tonalite - C) 

Ianao No Heriko (Bessa & Haingo)

Hiran'i Bessa rehetra: Bessa

Tonalite: G

Intro: Em(add11)...B7... (2x)
       Em(add11)...Am...| Bbdim7...B...
       
Tonony 1
 Em    D/F# G      C   G/D    D      G
Mifaly a_minao ny foko Andriamanitra_ô
 A/G       D/F#   G/B  D/A   A(7) D 
Fa niposak'ao ny taratry ny lanitra

       Fiverenana
        D/A       G/B           C    G/B C D
       Tononkalo vao no indro izao ate__riko
        G    G/B   C      C    G/D   D   G
       Tompo ô! ianao no tanjako sy heriko

Intro
Tonony 2
 Em  D/F# G      C     G/D   D  G
Manazava  ahy ny endrikao somamby
 A/G     D/F#   G/B    D/A  A(7)  D
Ravo ny fanahy fa  voatambita___mby

       Fiverenana/Intro

Tonony 3
   Em      D/F# G    C     G/D   D     G
Ny androko_oma_ly maratra raha atambatra
   A/G       D/F#    G/B  D/A  A(7)  G
Toloranao fitia dia tony sady sambatra

      Fiverenana (2x)

 

 

Antsoy Ny Anarako (Nanie)

Key: C

Intro: A(add9)/G..Gbmaj7/Ab..
       Fmaj9    ..A/E.. 
       C/Bb-Asus4-Fsus2/A| F-C/E       

Verse 1
 C                   Fmaj7
Raha sendra tojo alahelo 
 Em7         Am7   Dm7 F/G
Raha toa ka mamelovelo 
C                     G/F       
Andramo antsoina, andramo andramo 
    Bm7b5    E7b9  A7sus4-A7(b9)
Antsoina  ny anarako

B7b9        E7     Am D(7)/A
B7b9        Eaug7  Am
Antsoy ny anara___ko (2x) 
 Gm11     Fmaj7  Dm7        Em7
Fa ho avy aho    andom-baravarana                      
 F      G    F/A G/B
Hizara hasambarana 

Verse 2
 C                      Fmaj7         [#1]
 C                      Gsus4-Fmaj7   [#2]
 Caug7b9                G/F-F(add9)   [#3]
Raha toa ka tsy ampy fitia 
 Em7   Am7     Dm7  F/G               [#1]
 Em7   Am7     Dm7  G7                [#2]
 Em7   Am7     D7sus4-Am7/G           [#3]
Misalasala ny dia 
C                     G/F F(maj7)  [#1-#3]    
Andramo antsoina, andramo andramo  
    Bm7b5   E7b9  G/A-A7b9         [#1-#3]
    Bm7b5   Eaug7 G/A-A7b9         [#1-#3]           
Antsoina ny anarako 

B7b9        E7       Am7 D7/A (B7/A) [#1-#3]
B7b9        E(aug)7  Am7             [#1-#3]
Antsoy ny anara_____ko (2x)  
 Gm11     Gbm7b5 Dm7    Em7   Fmaj7 D/Gb  [#1-#3]
Fa ho avy aho   hivimbina fitiava__na 
     Eb-Bb/D-C  [#1-#2]  
     C/Bb..Am7b9..| C/Bb..F(add9)/A-F/A| F-C [Outro]
Ho anao 

     Chorus
      Fmaj7 Em7       Dm7            Dm7-Am         [#1]
      G/F-C/E         G7/D     C     G/B G/B-C-G7/D [#2]
     Ne_______fa mba tiako ho fantatrao 
         G         Abdim       Am  G                [#1]
         C         Asus2 Abdim Am  Gbm7b5           [#2]    
     F'izaho dia miantso a____nao 
          Fmaj7        F  C/E              Dm7-Em7 [#1]
          Gm7    C/E   A/F  Dm/F  D7       F/G-G   [#2]
     Isan'andro vaky 'zao   Vita hira ny anaranao 
      Fmaj7 Em7       Dm7           Dm7-Am           [#1]
      G/F   C/E       G7/D  C        G/B G/B-C-G7/D  [#2]
     Sain______ga am-poko  fotsiny ihany 
         G    Abdim   Am    G                        [#1]
         C    Asus2   Abdim Am  F#m7b5               [#2]
     No hiantsoko     a____nao   
         F              F   C/E     D(7)    F/G      [#1]
         Gm7     C/E    Dm7 C/E     F       G7sus4   [#2]
     Manjary hatramin’izao,    tsy tonga ianao ka 

Verse 2 (#2)

     Bridge (2x)
     G/F-C/E.. | G7/D-C-G/B..
     G/B-C-G7/D| C-Asus2-Abdim-Am
     Gbm7b5..Gm7-C/E..A/F-Dm/F
     ------------------------------
    E/Ab-Am-Gdim/Bb                 [#1]
    D/Gb....                        [#2]

     Chorus #2

Verse 2 [#3]


EP: Mark I Suitcase (NSK II)

Tiako Ianao (Ivoara)

Hiran'i Ivoara rehetra: Ivoara

Tonalite: A (F#m)

Intro: F#m....E....|D....C#sus4..C#  (x3)

Tonony 
   F#m                          E
Hariva zaho ’ndeha hody iny nahatazana anao 
    D                     C#(7)
Voatery izaho hanatitra anao 
     F#m                   E  
Tsy nampoiziko tokoa ny hahita anao 
     D                       C#(7)                    
Hafaliana ny fo, fa tiako ianao 

     Pre-refrain
           D         E   C#(7)           F#m
     Tsy tsapako intsony  'lay izaho te-hody iny 
     D         E          A  F#m
      Satriko foana anilanao 
       D           E   C#(7)           F#m         
     ’Zaho tsy te-hody,  fa hanaraka anao 
     D         E          A  C#sus4-C#
      Satriko foana anilanao 
     
     Fiverenana (2x)
      F#m             E
     Tiako ianao eny tiako ianao 
      D                   C#(7)
     Mamiko ianao rahatrizay 

Tetezana (mitovy @ intro x2)

 

 

Nefa Ny Anay (Aina Cook)

Hiran'i Aina Cook rehetra: Aina Cook 
Tonalite: D

Intro: F#m7..Em7..| A....
       B7sus4.... | B....

Tonony 1
Em7              A    
 Takona indraindray  
D              B7sus4-B(7)
'Lay masoandronay
Em7                      A
 Misy aloka miserana, mitady hibahan-toerana

   F#m7     Em7         A           D
Malaza hafanana,  no zarainy tsinjarainy
        B7sus4    B(7)
Nefa ny anay, hatsiaka  
   Em7                          A
Mamirifiry no toa voatahiry, ampanjakainy

     Fiverenana
              D             G      A        D
     Asa rahoviana, rahoviana no hioty hazavana
              D             G       A          D
     Asa rahoviana, rahoviana vao hiova hafanana
                  D             G     A       D
     Mba tsy fahoriana, fihafiana no hatobany ao
                    D          G      A         D
     Mba tsy ho voarefy, voafefy sy fiainam-baovao

Intro

Tonony 2
Em7          A
 Feno be ny fo
D       B7su4   B(7)/D#   
 Tohina      tokoa
Em7                           A
 Mila toa hipoaka sady te-hitraotra ndeha mba ho aiza moa?

    F#m7      Em7         A         D        
Ny saina tsy tony, mamadibadika hatrany
         B4sus7  B(7)
Nefa ny teo,  no eo
     Em7                          A        
Tsy misy izany mba hoe fiovany tomany ihany

    Fiverenana 
    Intro (faranana bass E)

 

VST: Garritan CFX Grand (Player)

Ranomasina (Anyah)

Hiran'i Anyah rehetra: Anyah

Tonalite: Ab

Intro (2x): Ab(add11)....Fm(add9)| Gb(add9)....
          
Tonony 1
     Ab            Ab(add9) 
Ranomasina mangeniheny
  Eb/G  Fm7        Fm9
Izany  fitiavako anao 
        Gb              Gb(add9)
Tsapako   te-hitroatra feno dia feno 
 Db/F    Bbm7              Eb(add9)
Ny    fitempony ao anatiko ao 

Tonony 2
     Ab               Ab(add9)
Ranomasina io mangeniheny 
(Eb/G)    Fm7                 Fm9
Hampitondrako ny hafatro ho anao 
        Gb         Gb(add9)
Izy ihany no mampisaraka antsika 
  Db/F  Bbm7            Eb(add9)
Izaho ety ianao eny am-pita 

     Fiverenana
           Db(maj7)      Cm7
     Manantena fa 'ndray andro 
                Bbm7 Cm7 Db(maj7) Eb  Fm  Fm9
     Ho resy ny e___lan__e_______lan-tany 
              Gb(add9)        Bbm7
     Hiara hibanjina ho avy iray 
          Eb     C7/E Fm9
     Tsy hasiana ahi__ahy 
             Gb(add9)        Bbm7 
     Satria toky     nomenao ahy 
             Eb      C7/E  Dbmaj7 [Fiv 1]
             Eb            Ab     [Fiv 2]
             Eb      Db/Eb Ab     [Outro]
     Hifankatia mandra__kizay 

Tetezana: (Dbmaj7)....Cm7  ..F7..(F7/Eb)
           Dbmaj7 ....Cm7/F..F7..(F7/Eb)

           Dbmaj7 ...Fm-Cm7..F7
           Dbmaj7 .... Db/Eb

Tonony 3
     Ab           Ab(add9)
Ranomaso nikija omaly 
    Eb/G  Fm7          Fm9
Nanjary  fifaliana indray 
        Gb       Gb(add9)    
Hahasambarana mameno ny fo 
 Db/F   Bbm7              Eb(add9)  
No   nisolo ilay ratra taloha 

Tonony 4  
     Ab             Ab(add9)
Ranomaso nirotsaka omaly 
   (Eb/G)  Fm7             Fm9
Hoha____dinona avalony indray 
      Gb          Gb(add9) 
Ilay hafatro aza tafita soa 
 Db/F Bbm7                  Eb(add9)
Lavitry ny maso akaikin’ny fo 


			

Ho Iray (Johane)

Hiran'i Johane rehetra: Johane

Tonalite: F# (piano)
          F  (Gitara): capo 1eme case 
                       (esory ny # rehetra)
                       (F->E, B->Bb)

Intro: F#sus2..C#6/F-C#/F| D#m7..C#..
       Badd9-C#-D#m7-C#/F| F#/C#..C#..     

Tonony 1
D#m        B
 Anio 'lay andro
F#       C#
 Voatokana ho ahy sy ho anao 
D#m      B
 Ka holazaiko 
         F#                 C#
Eto anatrehan'izao rehetr'izao 

Tonony 2
D#m              B
 Raha ny ato am-poko 
F#           C#
 Mbola tsy niova hatram'zao 
D#m         B           
 Vao nia-nitombo 
         F#      C#
Ilay fitiavako anao 

     Pre-Refrain
          Badd9     F#/A#
     Haveriko ho renao 
         B C# D#m7  C#/F F#/C# 
     Fa tena tiako ia___nao 
     
     Fiverenana
        C#7               F#
     Manomboka androany akia 
            C#/F                    D#m7
     Fiainana vaovao no miandry antsika 
      C#              Badd9
     Vita tso-drano ilay fitia
           F#           G#m7
     Nampiray antsika anio 

     C#7           (Ddim7) D#m7
     Ary ho mandrama------ty 
            C#              Badd9
     'Lay voady nifanaovantsika 
      F#/A#      G#m7
     Fo mitambatra ho iray 
      C#7              F# (F#sus4-F#)
     Ho doria mandrakizay 

Tonony 3
D#m7         Badd9   
 Na maro aza ireo 
F#        C#
 Mpanenjika antsika e 
D#m7           Badd9
 Aleo izy indray no ho leo 
           F#                  C#
Fa tsika tsy maintsy ho tafita e 

Tonony 4
D#m7                Badd9
'Zay tokinao ianao koa no andry hiankinako 
F#                   C#            D#m7
 Zaho sy ianao miaraka tsy mifankafoy 
       Badd9
Tsiky na tomany 
           F#              C#
Raha ny hisaraka dia sanatria ny amin'zany 

     Pre-refrain/fiverenana (mifaranana B)

Tetezana: F#..C#/F..    |D#m7..F#/C#..
          Badd9..F#/A#..|G#m7..C#7-Ddim7

           D#m7      C#        B  F#/A#
          Fo   mitambatra ho iray
           G#m7   C#  B
          Ho mandrakizay

     Fiverenana
     Outro 
      C#7              F#-C#/F-D#m7
     Ho doria mandrakizay    
          G#m7  C#7              F#       
     Ho iray,  ho doria mandrakizay

 

Hatreto Ihany (Tovo J’Hay)

Key: Bm (D)

Intro (2x): G-A/G-G..| D-G/D-D..

Verse 1
   G       A         Bm7
Nitampifimpify teo izy 
G         A          D     (D-Em7-D/F#)
 Nandany tontolon'ny andro 
G        A        Bm7
'Lay masoandro nidify 
             G           A             D/F#-Em7-D
Tsy hitany akory, f’efa maizina ny antoan_____dro

Verse 2
G      A        Bm7
 Pitrapitra nangina 
G           A      D  (D-Em7-D/F#)
 Tsy nandrenesana feo
G            F#     Bm7 A     G   D/F#-Em7
 Reko any ho any mitem_po ny fony         
              G       F#7
Ndriiii, tsy nety ho tony 

     Chorus
                 Bm              
     Tsy hita ianao
                 Em7                 A
     Tsy hita ianao hanambitamby azy eto 
             Dmaj7               G
     Fa ny anao efa voafetra hatreto 
        G     D/F#  Em7              Fdim7     F#(7)
     Ka izy irery ihany, Izy irery ihany no tomany 

                 Bm
     Tsy hita ianao
                 Em7             A
     Tsy hita ianao hanala ilay sento 
             Dmaj7               G
     Fa ny anao efa voafetra hatreto 
         G  D/F# Em7           Fdim7   
     Na himpenimpenina, himenomenona
F#7sus4-F#7
Tsisy azo atao Verse 3 G A Bm7 Fotoana vitsy kely monja G A D (D-Em7-D/F#) Fotoana mba nakany fý G A Bm7 D7 Mavesatra sy mafonja G A D/F#-Em7-D Fitiavana tsy misy ohatran'ity Verse 4 G A Bm7 Dia nihitrisatra teo G A D (D-Em7-D/F#) Nalaindaina hifandao G F# Bm7 A Em7 Nefa dia tsy mba ni__fankafoy G F#7 Taloha izy nandeha Chorus (2x) Outro: Bm..D/A..| G.. Em7.. D.. A/C# | F#7..Bm Hiran'i Tovo J'Hay rehetra: Tovo J'Hay

 

Tefeo Ny Foko (Karmela)

Hiran'i Karmela rehetra: Karmela

Tonalite: D

Intro: D..    A/C#..| Bm7..Bm7/A..
       Gmaj7..A..   | D..  A..

Tonony 1 (2x)
         D     A/C#     Bm7 Bm7/A
Tefeo ny  foko     ho Anao
         G          D/F#     Asus4..A
Ka ho zava-drehetra amiko Ianao       
D   A/C#     Bm7  
 Diniho lalina 
    Bm7/A      Gmaj7 A   D
Ny foko ho tonga  fonenanao

     Fiverenana
         D     G..A  D
         D     G..A  Bm7 (Fiverenana #2)
     Ho fonenanao    aho (2x)
       D/C          C
     Izay rehetra atao
      G/B
     Hanome 'lay lalana Anao ho ato am-po
         Asus4       A      
     Ho fitoeranao arak'zay irinao

Tonony 1
Famaranana
    Bm7/A      Gmaj7  A   Bm7
    Bm7/A      Gmaj7  A   D
Ny foko ho tonga   fonenanao

 

 

Hiambesako (Lion Hill)

Hiran'i Lion Hill rehetra: Lion Hill
Tonalite: E

Intro: E..   |A-B
       E..   |A-B6|C#m-B-A
       B6-E..|A-B

Tonony 1
E       A      B     
 Haiko,  ary tsapako
E                 A         B         
 Fa 'zaho tsy hagnambigna anao
E           A     B     
 Fo saiko o, tsy tagnako
E              A         B
 Tsy kinia fa baikon'ny fo
     Pre-Refrain
     A                 E
      Tsy vola tsy hariagna an'ahy
     A                E           B
      Nefa anao zanak'olo manan-draha
     A            E
      Té ihezaka fo tsisy azo atao
         F#m                 A
     Mandigny fahagagana satria

     Fiverenana (2x)
      E      
     Nalavonao 'zaho
     A     B         E.. A     B
      Mandrevirevy anao  (hey)
             C#m-B-A
     Na tsy ha_____y
          B       E..  A-B
     Hiambesako foagna 

Tonony 2
E        A      B
 Haiko o, ary tsapako
E                 A            B
 Fo 'zaho tsy hagnambignana agnao
E         A                   B      
 Tsy hahasambatra anao 'zay anagnako
E            A        B
 Fa mila ezaka mafy aloha  
   
     Pre-refrain/Fiverenana

Tetezana
      A                  E          B
Té agnaraka anao fo tsy managn'elatra 
       A                        E          B
Té ampiadagna anao fo tsy ampy henti-managna
       A                        E           B
Té hangala anao an-trano anefa zah rô menatra 
   F#m      A
Marary kony e
     Fiverenana (2x)