Hiran'i Lion Hill rehetra: Lion Hill
Tonalite: E
Intro:E.. |A-B
E.. |A-B6|C#m-B-A
B6-E..|A-BTonony 1
E A B
Haiko, ary tsapako
E A B
Fa 'zaho tsy hagnambigna anao
E A B
Fo saiko o, tsy tagnako
E A B
Tsy kinia fa baikon'ny fo
Pre-Refrain A E
Tsy vola tsy hariagna an'ahy
A E B
Nefa anao zanak'olo manan-draha
A E
Té ihezaka fo tsisy azo atao
F#m A
Mandigny fahagagana satria
Fiverenana (2x) E
Nalavonao 'zaho
A B E.. A B
Mandrevirevy anao (hey)
C#m-B-A
Na tsy ha_____y
B E.. A-B
Hiambesako foagna
Tonony 2E A B
Haiko o, ary tsapako
E A B
Fo 'zaho tsy hagnambignana agnao
E A B
Tsy hahasambatra anao 'zay anagnako
E A B
Fa mila ezaka mafy aloha
Pre-refrain/FiverenanaTetezana A E B
Té agnaraka anao fo tsy managn'elatra
A E B
Té ampiadagna anao fo tsy ampy henti-managna
A E B
Té hangala anao an-trano anefa zah rô menatra
F#m A
Marary kony e
Key: E
Intro:Esus2....
Verse G#m A
Am-pelatananao, ho avy re ny aiko
A F#m
Ny anaranao ho hajaiko
B E
Finidy silak’aina
C E E/B B
Efa babo tokoa, henika ny fo
Pre-Chorus #1G#m A E
Eo an-tratranao eo, no maha-mety ahy
F#m E/G# Am A/B....B
Eo no misy hafanana, hiaro ahy, ouh
Chorus #1 E
Ho ahy sy ho anao
G#7 A
Fiaraha-matotra tsy miova intsony
E/B B E
Ilay fitia madio no tompoiny
G#7 A
Efa niara-mizara eny anjara
B E
Ny eo am-po hanambara C E E/B B..G#m
F’efa babo tokoa, fefika ny fo
Pre-Chorus #2
A E
Eo anilanao eo, no mahatsara ahy
F#m E/G# Am A/B....B
Eo no tsisy ahiahy, ny fanahy Chorus #2 E
Ho ahy sy ho anao
G#7 A
Fiaraha-matotra tsy miova intsony
E/B B E
Ilay fitia madio no tompoiny
G#7 A
Efa niara-mizara eny anjara
G#m F#m E
Wouh! ouh ouh ouh, ouh ouh ouh
F#m E/G# A B
'Zay rehetra dia hafoiko mba
Chorus #1
Tondrompeon'i Aina Cook hafa: Aina Cook Tondrompeon'i Tovo J'Hay hafa: Tovo J'Hay
Hiran'i Marion rehetra: Marion
Tonalite: GCmaj7: x32000D/G: xx0433 D/A: x0x220 Dsus4: xx0233 D(add11):x5403x
Intro (version original)D-C-G/B-D/A..|C..
D(add11)..Tonony 1
G Cmaj7 Em7 D
Alina mamirifi___ry
G Cmaj7 Dsus4-D
Toa mangatsiaka ny aty
G Cmaj7 Em7 D
Alina tena mangi__na
G D C
Mahatsiaro anao mbola tia
Pre-Refrain D Am7
Misy fotoana te hiantso aho
Em7 Dsus4-D
Hiantso ny anaranao
Am7 G/B
Nefa injay toa miseho
Cmaj7 Dsus4..D
Ilay endrikao tena tia
Fiverenana G/B C Dsus4 D
Rahoviana indray vao mba hihao___na
G/B C Em7 D
Rahoviana ianao vao mba ho a__vy
Em7 D C D
’Zaho efa sasatra foana
C/E D/F# Gsus4
Sasatra miandriandry anao
D-C-G/B-D/ATonony 2 G Cmaj7 Em7 D
Rehefa tonga any hoho iana___o
G Cmaj7 Dsus4-D
Dia manorata ho aty
G Cmaj7 Dsus4-D
Lazao fa tsy manadi____no
G D C
’Zany na lavitra aky
Pre-Refrain/FiverenanaTetezanaD Am7 Em7
Na mbola ho ela aza izany
G D C (D-C-G/B)
Ahitako anao eto indray
Am7 G/B
’Zao ’aty dia manantena
C Dsus4-D
Fa tsisy ho very ilay fitia
Am7 Em7
Fitiavana iray, ho anao sy ho ahy
C Dsus4-D
No efa nomaniko anao
Am7 G/B
Fitiavana iray, mandrakizay
C D
No efa nomaniko an-dry
Fiverenana (Tonalite: Ab) - version vaovao
Eb
Eh
Ab/C Db Ebsus4 Eb
Rahoviana indray vao mba hihao____na
Ab/C Db Fm7 Eb
Rahoviana ianao vao mba ho a__vy
Fm7 Eb Db Eb
’Zaho efa sasatra foana
Db/F Eb/G Absus4
Sasatra miandriandry anao
Hiran'i Bessa rehetra: Bessa
Hiran'i Bodo rehetra: BodoTonalite: C
Intro:Dm7 C/E-Am7 | D7-G7-C
Tonony 1
C Dm7 C/E F C
'Zay rehetra antenaina ho fiononam-po
C Dm7 C/E Am7 Gsus4 D7 G
Dia hanjary rava maina, sy afoy avokoa
C G7/D C/E F E7
Fandalovana eto an-tany, tsy mba hoe doria
F C/E G/B C Am7 D7 G7 C
Setrin’_i___zay, ny mifanka_tia
Tonony 2
C G7/D C/E
Tsy misy fanahy azo inoana
C G/B G
Afa-tsy Jeso be fitia
Dm7 G C Am7
Eny satria izy tety
Gsus4 D7 G
Nahita ireo tsy rariny
Tonony 3 C G7/D C/E
Hatramin’ny hoe kibo noana
C Gadd9/B G
Efa nanjo azy tety
Dm7 G C/E Am7
Fa norese__ny ny ta__ny
D7 C#7 C
Hitondra soa
Tonony 1Tonony 4 C G7/D C/E
Fa saingy izao koa no tsarovy
C Gadd9/B G
Hivaly aminao ny ataonao
Dm7 G C Am7
Tsy iray na roa no anaovan-tsoa
Gsus4 D7 G
Dia ef'andra____sam-baliny
Tonony 5 C G7/B C/E
Ny fonao madio no arovy
C F#dim G
Ndrao fakam-panahy no mankao hoe
Dm7 G C/E Am7
'Zay sakaizako iha__ny
D7 C#7 C
No tiako koa
Tonony 1
Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay
Tonalite: G
Intro
Cmaj7 D Cadd9 G(add9)/B
Bb Am7 G
----------------------
Ebmaj7 D7sus4 G (2x)
Ebmaj7 D7sus4
Tonony 1G D/F#
Ny teny mamy nolazaiko
Em7 Dm7 G7
Nanambitamby aminao
Cmaj7 Bm7 Am7
Matokisa sombinaiko
C/D G Am7 D
Fa tsy hiova hatram’izao
Tonony 2
G D/F#
Hatezerako ombieny ombieny
Em7 Dm7 G7
Nankararirary fo
Cmaj7 G/B Am7-C/D
Aza raisinao ireny
G
Aoka hivalona avokoa
Fiverenana D C
Ianao irery no nilaiko
G
Ianao ilay nofinidy
D C
Mahay mandamindamina ny saiko
C/D G
Diamondra sarobidy
--------------------------
2x
Am7 D7/C
Raha misy ny hadalako
B7 Em7
Olombelona tokoa
Cmaj7 Bm7 Am7
Aoka re mba hofafàko
C/D G
Dia hovaiko ho zava-tsoa
Solo (mitovy @ tonony 1)
Tonony 3G D/F#
Ny sangisangy izay fanao
Em7 Dm7 G7
Horokoroka fahiny
Cmaj7 Bm7 Am7
Raha mety re ianao
C/D G Am7 D
Averiko eto ankehitriny
Tonony 4
G D/F#
Ny bedibedy ’zay tsy tanty
Em7 Dm7 G7
’Zay nandreraka ny loha
Cmaj7 G/B Am7
Tsy ataoko intsony mandra-maty
C/D G
’Zao dia ’zao aho dia hiova fo
Fiverenana
Famaranana:Cmaj7-G/B-Am7 Ebmaj7-D7sus4-G
Hiran'i Poopy rehetra: Poopy
Gm afaka atao Gm7 raha tianao kokoa (vice versa)
Intro (Tonalite - F)
Dm C Bb | Dm C G/BTonony 1 Bb F
Soa tsy fantatrao ny tolona ao anatiko ao
Gm Bb/C F
Toa reko injao mitritra ny fanahiko
Bb F
Soa fa raha tsy izany angamba mety ho gaga ianao
Gm7 Bb C
F’izaho ilay namanao nitia mangina anao
Pre-Chorus (pre-refrain) Bb C F/A Bb
Ratsy fiantefa ny safidin’ny fo
Gm7 C F-Bb
Ka ny saina no hamafisiko
Fiverenena C F Gm
Ny saiko mahalala fa tsy natao ho ahy ianao
C F Bb
Kanefa tsy mahasakana ity fo adalako
C F Gm7
Mitempo mangina, misento ho anao
Bb C F
Fitia voarara vao miantomboka
Tonony 2 (Tonalite - Ab)
Db Ab
Soa fa nisy ihany fomba hihaonana aminao
Bbm Eb Ab
Na fahoriana aza no naterany
Db Ab
Soa fa raha tsy izany angamba ho mafy noho izao
Bbm Db C
Ilay hirifiry izay nandrotindrotika ahy
Pre-chorus/Fiverenana (2x) - Tonalite F
TetezanaBb C/Bb F/A Bb(add9)
Ity foko no tsy mety fa manivaka
Gm7 C F
Ka ny saina no hamafisina
Fiverenena (Tonalite - G) G Am
Ny saiko mahalala fa tsy natao ho ahy ianao
D(/F#) G C
Kanefa tsy mahasakana ity fo adalako
D G Am
Mitempo mangina, misento ho anao
C D G (3x)
Fitia voarara vao miantomboka
E
Hiran'i Aina Cook Rehetra: Aina Cook
Tonalite: A
Bm: x24432
C#m:x46654
Esus4: 022200
F#m:244222
Intro: ATonony 1
A C#m
Na dia mbola zaza aho
F#m E5 A
Nefa harin-tsaina
D C#m Bm E
Sady mahalala, maheno ny tantara
A C#m
Ny fiainana tsy mora
F#m E A
Tsy maintsy misy banga
D C#m Bm Esus4 E
Nifadiana kosa, ny misaraka saranga
Fiverenana F#m D
Ny masoandro milaza nahalalako fa
C#m F#m
Misy anjara ho ahy ao aminy
Bm
Ny tarany nataony ho nanerana
E
Isam-baravarana
F#m D
Tsy nisy natao hifidy ny tsikiny
C#m F#m
Na niangarana tsy omeny
Bm
Ny hazavana atolony tsy azo ferana
E
Tsy hanam-pahataperana
Solo Sioka (2x): A E | C#m Bm F#m | Esus4-ETonony 2A C#m
Ny tsy fananana dia
F#m E A
Fahavalo tsy voafefy
D C#m Bm E
Tonga isan’andro, handrendrika ny resy
A C#m F#m E A
Fa ny fanantenana, sy mbola hiainana dia
D C#m Bm Esus4 E
Izy tsy mamela_irery, teny iray ambony foana
Fiverenana (2x)Solo Sioka: faranana A