Hiran'i Samoela rehetra: Samoela
FampidiranaAm F G C
F G C
F G C
Tonony 1
C G F C
Dia rava tanteraka tokoa moa izany lay fitiavantsika roa
F C F G
Mangina aloha fa mbola voa, marary fo sy miasa loha
C G F C
'Lay fitiavantsika tsisy raha nanjary rava 'ty niafarany
F C F G
Samia mandinin-tena aloha, raha manina dia mba miantsoa
Tetezana
Am G Am G
Toa latsalatsa sy vazavaza, ianao no tena basy vava
Am G Am G
'Lay fianakaviana koa mba niangaviana maika koa nanisy sira
Am G Am G
Mamoron-dainga sy mifosa lava ô tsisy zavatra mazava
Am G Am G
Miantsaravelatsihy, misaron-tava, fita-bitro lalan-dava
Am G Am G
'Lay tokantranontsika mila ho rava, tsisy mba nandanjalanja
Am G Am G
Ketoketoka matetitetika maka lagy sy manjetoka
Am G Am G
Manana ny adala ka manampi-bava, aiza ihany lay mazava
Am G
Rahoviana re vao mba hisava
Am G C
Hangatahana amin'ny Avo lalandava mafy fa satria
Fiverenana
F G C F
'Zaho mbola tia an-dry
G Am F
Mbola tena mankafy ho'aho zaho ô ô ô
G C
Mahita tsirony amin-dry
Tonony 2
C G F C
Dia rava tanteraka tokoa moa izany lay fitiavantsika roa
F C F G
Mangina aloha fa mbola voa, marary fo sy miasa loha
C G F C
'Lay fitiavantsika tsisy raha nanjary rava 'ty niafarany
F C F G
Samia mandinin-tena aloha, raha manina dia mba miantsoa
Tetezana
Am G Am G
Le mody ato an-trano tsisy teny mamy fa laginina avy hatrany
Am G Am G
Manangam-bovona tsy mety mirana, mampandainga manahirana
Am G Am G
Ny hasarotam-piaronao mameno trano, iretsy koa milaza angano
Am G Am G
Tsy maraina tsy hariva tsy antoandro zany no analanao andro
Am G Am G
Ny ato an-trano lasa tsakinady, ati-kena miampy lagy
Am G Am G
Vao lalovan'ny mpanatsatso d'efa mahonena sy mijaly
Am G Am G
Isika roa angamba hitokamonina any alavitra tsy koboko any
Am G Am G C
Any angamba mahafinaritra e, Angatahana amin' tena Andriamanitra satria
Fiverenana
F G C F
'Zaho mbola tia an-dry
G Am F
Mbola tena mankafy ho'aho zaho ô ô ô
G C F
Mahita tsirony amin-dry
G C F
Mbola tena mankafy ho'aho zaho ô ô ô
G C
Mahita fafiny amin-dry
Intro (short)E..E'-D/E | A....
E"-D/E"-E' D/E-A/C#....Verse 1 E' D/E E Esus4add2 E D/E'
Manitra fi_tia________va_na
A D/A A' D/A' A'
Ny efitrao ry vony ô
E' D/E E Esus4add2 E D/E'
Milamina tsara voara________va_ka
A D/A A' D/A' A'
Vao miditra aho dia tony ô
Chorus Dmaj7 E/D E'/D D E/D
Miory fahasamba____rana
Dmaj7 E/D D..D6..
Mitory fiadanana
Bm7 A/C# D E
Lalovako ma___tetika
E' D/E E D/E" A
Fa maha-te ho_ni___na
->IntroVerse 2
E' D/E E Esus2add4 E D/E
Satriko tratr'a________lina
A D/A A D/A A
An'efitrao ry vony ô
E' D/E E Esus2add4 E D/E
Masoandro mahazo miva________rina
A D/A A' D/A A
F’izaho tsy maha-ho__dy intsony ô
Chorus Dmaj7 E/D E'/D D' E/D
Nihazo_ na ny ha___nitra
Dmaj7 E/D D..D6..
Tontolo iainana
Bm7 A/C# D E
Fa raha mba ny foko onenanao
E' D/E E D/E" A
Ho tapitra ny ola___na
->IntroA': x0x655 A/C#: x4225x
Bm7: x24232 Dmaj7:xx0675 D': xx0x75
D6: xx0202 D/A: x0423c D/A': x0x55x
D/E: 0xx232 D/E': 0xx2x2 D/E': 0x4232
E': 0xx454 E": 0xxx97
E/D: xx0454 Esus4add2: 0xx2x2
Tondrompeon'i Erick Manana hafa: Erick Manana
Tondrompeon'i Bodo hafa: Bodo
Hiran'i Tsiakoraka rehetra: Tsiakoraka
B7: x21202 B: x24442
G#*: 4xxxx (G# bass)
Fampidirana
E... A E (2x)
E... A E B7
Tonony 1E A
Ny andro no nandalo f’izaho no niaritra
E A
Nimbanjina ny fara-vodilanitra
E A B
Niandry ny hariva , ny masoandro diva
E A
Ny alina no tonga f'izaho efa lasana
E A
Lasa lavitra tsy hita ho andrasana
E A B
Nitety tany hafa, tsy hitan’olon-kafa
Fiverenana A B E..
Embona elan’elan-tany
A B E G#* A..
Olontiana ho nofisi-mamy, maaaamy
B A E..
Hmm hmm hmm
B D B..
Hmm hmm hmm
TetezanaE A E A
E A B BTonony 2 E A
Fa 'lay taratrao manga fijery
E A
Mason’ny alina namana mahery
E A B
No niantso nitaona nitondra mba ho eny
Fiverenana A B E..
Vetsovetso no_alefa sesilany
A B E G#* A..
Hiampita any ambadika any, aaaany
B A E..
Hmm hmm hmm
B A E...
Hmm hmm hmm
Hiran'i i Mahaleo rehetra: Mahaleo
Bm: x24432
Fampidirana: Em C G (2x)
Tonony 1
G Am
Mangitakitaka aho, mitebiteby aho
Bm C Bm
Mibitabitaka ary somebiseby ny foko
Am D
Rehefa manina an-dry
G Am
Ireo andro niarahana, toa fohy dia fohy
Bm C Bm
Tiako hitarina sy tiako hitohy, kanefa
Am D G
Ianao indray no tsy sahy
Fiverenana (2x)
Em C
Tiana ve, diso tiana?
Am D
Ka mampitondra fahoriana
Bm Em
Mamo ve? Diso mamo?
F C
Andraso kely ary aho
G
Raha toa ianao ka kamo
Tetezana: Em C G (2x)
Tonony 2
G Am
Tsy andriko intsony, ny ampitso maraina
Bm C Bm
Hibedako ny fony ary hitenenako ireo teny
Am C D
Izay efa noforoniko an-dry
G Am
Tsy mahasaraka aho, tsy mahatombona aho
Bm C Bm
Efa niaraka, efa niombona isika
Am D G
Izay vao nifankatia
Fiverenana (2x)
Em C
Foiko ho anao,tsisy fetra
Am D
Ny fitiavako rehetra
Bm Em
Omeko anao, raha sitrakao
F C
Ireo nofinofy matory
G
Ao anatiko ao
Famaranana: Em C G
Hiran'i Ambondrona rehetra: Ambondrona
FampidiranaAm G (2x)
Tonony 1 Am C
Impiry moa no nolazaina ianao
D F G
Mba hiteny aloha vao manao ny atao
Am C
Avy eo mitanondri-dava, toy ireny resy lava
D F G
Tsy sahy mitaraina, hita rera-tsaina
Tonony 2 Am C
Tsy teo ve aho, ka nahatsiaro irery ianao
D F G
Sa aleonao irery, amin’izay tsy miery
Am C
Saingy tsy fantatrao, izay fotoana izay
D F G
Tsy mba ho azonao, averina indray
Am G
Averina indray
Fiverenana C F G
Nila ahy ianao hatramin’izay, dia teo aho
C F G
Raha mila ahy ianao anio, dia ho eo aho
C F G E
Tsy irery ianao fa teo foana aho, ary ho eo aho
Am G F
Ouh Ouh Ouh
F Am
Raha irery ianao, dia irery aho
Tonony 3 Am C
Aza omena tsiny, raha sahirana indraindray
D F G
Fa fitadiavana io, ary ho anao sy ho ahy
Am C
Aza sorena akory, f’efa ato am-poko ianao
D F G
Na andeha hatory Na hifoha aho
Am G
Na hifoha aho
Fiverenana C F G
Nila ahy ianao hatramin’izay, dia teo aho
C F G
Raha mila ahy ianao anio, dia ho eo aho
C F G E
Tsy irery ianao fa teo foana aho, ary ho eo a__aho
Am G F
Ouh Ouh Ouh
F Am
Raha irery ianao, dia irery aho
Tonony 4 Am C
Impiry moa no nolazaina ianao
D F G
Mba hiteny aloha vao manao ny atao
Am C
Avy eo mitanondri-dava, toy ireny resy lava
D F G
Kivikivy foana, nefa ao teo foana
Am G
Ary ho eo foana
Fiverenana C F G
Nila ahy ianao hatramin’izay, dia teo aho
C F G
Raha mila ahy ianao anio, dia ho eo aho
C F G
Nila ahy ianao hatramin’izay, dia teo aho
C F G
Raha mila ahy ianao anio, dia ho eo aho
C F G E
Tsy irery ianao fa teo foana aho, ary ho eo a__aho
Am G F
Ouh Ouh Ouh
Am
Dia ho eo foana aho
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo
Tendry Tsotra (EADGBE)
A7b9: x02323
C': x32013 Cmaj7: x32000
E/G#: 4x2100
Tendry Gasy (CGDGBE)
Am: x22210 A: x22220 A7b9: x22323
C: 0x2010 C': 0x2013 Cmaj7: 0x2000
Dm: 2xx231
Em: 442000 E/G#: x12100
G: x0343x
F: 557565
Fampidirana (2x)
Cmaj7 C
Dm G
Tonony 1
C Am Em Am
Hanaraka anao,toy ny aloka
Dm C C G
Ka tsy hifandao, raha tsy andro tena maloka
C' A A7b9 Dm
Fa raha mbola misy, tarapa-hazavana
Dm C G G E/G# Am
Tsy hiala teo mihintsy aho raha toa mbola tamana
F Dm G Cmaj7-C
Tsy hiala teo mihintsy aho raha toa mbola tamana
Tetezana: Cmaj7 C Dm G
Tonony 2
C Am Em Am
Tsy andriko intsony, ny andro maraina
Dm C C G
Azahoako hifoha, hamonjy anao ry aina
C' A A7b9 Dm
Ka tsy hiala teo indray, raha tsy ny andro no hariva
Dm C G G E/G# Am
Rehefa injay ny masoandro iva dia iva
F Dm G Cmaj7-C
Rehefa injay ny masoandro iva dia iva
Tetezana: Cmaj7 C Dm G
Tonony 3
C Am Em Am
Izaho anie ka zaza, tsy mahasara-dreny
Dm C C G
Hanaraka anao, eny rehetra eny
C' A A7b9 Dm
Ianao irery no afaka, ampitony ny tomany
Dm C G G E/G# Am
Ary raha toa ho solafaka, ianao no hanarina ahy hatrany
F Dm G Cmaj7-C
Raha toa ho solafaka, ianao no hanarina ahy hatrany
Tetezana: Cmaj7 C Dm G
Tonony 4
C Am Em Am
Ny vavan'ny sasany, tsy ahoako intsony
Dm C C G
Fa ny fitiavantsika no asandratro ambony
C' A A7b9 Dm
Fa ny vavaka hatao, dia ny mba aharitra hatrany
Dm C G G E/G# Am
Aharitra tokoa anie, zany fiarahantsika izany
F Dm G Cmaj7-C
Aharitra tokoa anie, zany fiarahtsika izany
Famaranana : Cmaj7 C Dm G..C
Teny fanolorana: Eo amin'ny fiverenana, misy bass (E*-F#*-G*-A*) eo antenantenan'ny Em sy Bm fa sarotra ny manoratra an'ilay izy eo amin'ny tondrompeo. Henoy ilay hira ary rehefa mitendry dia handramo
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo
Am/C: x3xx55 Asus: x02230 A': xxxxx5
Bm: x24432 Bm/G#: 4x443x Bb: x13331 G/B: x2xx33 G/Bb: x1xx33
D/F#':xxxxx2 Gm: 3xx333 G': xxxxx3
F#m: 244222
Fampidirana (2x)
D Am/C G/B G/Bb
D G A D
Tonony 1
D Am/C G/B G/Bb
Ny lasantsika
D G A Asus-A
Tsy hay hofafana
D Am/C G/B G/Bb
Tsy mety mangatsiaka
D G A D
Fa tadidiko mazàna
Fiverenana
Gm F#m
Ireo safosafo
Em Bm B*-A*
Sy angolangola
Bm/G# Am
Namela afo
Bb A (A'-G'-D/F#'-A)
Tsy mety tola
Tonony 2
D Am/C G/B G/Bb
Toa tsy tantin’ny saina
D G A Asus-A
Ny mieritreritra fa
D Am/C G/B G/Bb
Ianao ’lay no__lalaina
D G A D
Mitampify an-tratran’olon-kafa
Fiverenana
Gm F#m
Ireo teny mamiko
Em Bm B*-A*
Naverinao ho azy
Bm/G# Am
Hay izy ireny tamiko
Bb A (A'-G'-D/F#'-A)
Mbola vazivazy
Tonony 3
D Am/C G/B G/Bb
Izaho no namafy
D G A Asus-A
Ny hafa no mijinja
D Am/C G/B G/Bb
Izaho ’ndray no mihafy
D G A D
Fa nilaozanao nifindra
Fiverenana
Gm F#m
Natao lamba tonta
Em Bm B*-A*
Natsipy toa rovi-damba
Bm/G# Am
Zary natotatota
Bb A (A'-G'-D/F#'-A)
Lany tsirony angamba
Tonony 4
D Am/C G/B G/Bb
’Lay vatanao mangovitra
D G A Asus-A
Raha tojo hafaliana
D Am/C G/B G/Bb
Angamba mihovitrovitra
D G A D
Tsara karakaran’olon-tiana
Fiverenana
Gm F#m
Ny rangotrangotrao
Em Bm B*-A*
Tratra hafa no ratrainy
Bm/G# Am
’Reo antsoantsonao
Bb A (A'-G'-D/F#'-A)
Ny molotrao no tsenainy
Tonony 5
D Am/C G/B G/Bb
Ts'ilay nisolo toerana
D G A Asus-A
No ankahalaiko
D Am/C G/B G/Bb
Fitia tsy azo ferana
D G A D
Ny fahavaloko hajaiko
Fiverenana
Gm F#m
Fa ianao kosa
Em Bm B*-A*
Mbola hantenaina
Bm/G# Am
Mbola tsy afa-trosa
Bb A' (A'-G'-D/F#'-A)
’Zaho ve dia hiala maina
Famaranana
D Am/C G/B G/Bb
D G A D
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo
(*): Bass
Tendry Gasy (CGDGBE)Am: x22210
C: 0x201x
Dm: 0xx321 D: 2xx232
Em: 442000
F: 557565 F': xx3211 F/G:x0x21x
G: x05433 G': x0000x G/B:x4543xFampidiranaC Em F Dm
C G CTonony 1 C G G' F/G C
La_sa ny mamba dia misosoka ny voay
G F/G-G' F' C
Tsy_hanary lamba raha very olon’i_ray
C G G'F/G C
Na solaina aza mety maniry ny volo
G F/G G' F' C
Raha ianao no lasa ve dia tsy hisy hiso_lo
Tetezana G' F/G G' F/G G
'Ndray mandeha no man_ta va__ry
G' Am Em* F/G Em* F*
Sanatria tsy handevi-tsotrobe
G' F/G G' F/G G
Tsy hataoko han_ka__ra__ry
G' Am Em* F/G Em* F
Fa voa mainka 'zaho hiho_mehy
Fiverenana C Em F Dm
Mandehana soava-dia re ry_anona
C D G'
Fa ny aty tsy mitana izay malaina hijanona o!
C Em F Dm
Mandehana soava-dia re ry_anona
C G C
Fa ny aty tsy mitana izay malaina hijanona
Tonony 2
C G G' F/G C
Mamy ny fary nefa ny faikany harora
G F/G-G' F' C
Fa fitia tsy han_jary harorako mora
C G F/G C
Fa io aizina io mbola hody hazavana
G F/G G' F' C
Raha hafoinao aho a__nio ampitso hahita hafanana
Tetezana G' F/G G' F/G G
'Ndray mandeha no man_ta va__ry
G' Am Em* F/G Em* F*
Sanatria tsy handevi-tsotrobe
G' F/G G' F/G G
Tsy hataoko han_ka__ra__ry
G' Am Em* F/G Em*F*
Fa voa mainka 'zaho hiho_mehy
Fiverenena C Em F Dm
Mandehana soava-dia re ry_anona
C D G'
Fa ny aty tsy mitana izay malaina hijanona o!
C Em F Dm
Mandehana soava-dia re ry_anona
C G C
Fa ny aty tsy mitana izay malaina hijanona
Tendry Tsotra: (EADGBE)G': 32000x G/B:x2003x F/G:1xx21x