Hiran'i Ambondrona rehetra: Ambondrona Bb: x13331 Bm: x24432 Tonony 1 Am F Ray, raha niantso Anao aho C G Fa resin'ny fiainana Am F Fay,tsy te hiala Aminao C G Fandrao lavo indray aho na tsy hay Am F Fa ny fo feno loto C G Ilay nitalaho taminao Am Bb Ka raiso aho, raiso ho Anao F G Fa vonona ho diovina indray Tonony 2 Am F Soa fa manana Anao C G Manome toky ahy hatrizay Am F Fo efa lao tokoa C G Ka vonona indray aho ny handray Am F Anao ho mpiahy C G Ny fiainana hoaviko ao Am Bb Ka miantso aho, hoe raha sitrakao F G..... Ny lalako re hazavao Fiverenana C G Ka dia ho miratra Am G F Tsy_ho_maloka raha ny momba_ahy Am Bb Ianao Ray no hitantana ahy F G Ekeko izay avy Aminao C G Miantso Anao C F Omeo izay anjara ho soa Am G F G C..... Ka mba manantena Anao ry Ray Tsitoha Tonony 3 Am F Ray,'zao vavako izao C G Asandratro hiderana Anao Am F Fo,eny misaotra Anao C G Noho ny fiainako hatrizay Am F Ianao,ô ry Ray C G Ekeko ho mpitarika_ahy Am Bb Ka raiso aho, raiso fa Anao F G Miantso Anao mandrakizay Fiverenana C G Ka dia ho miratra Am G F Tsy_ho_maloka raha ny momba_ahy Am Bb Ianao Ray no hitantana ahy F G Ekeko izay avy Aminao C G Miantso Anao C F Omeo izay anjara ho soa Am G F G C..... Ka mba manantena Anao ry Ray Tsitoha Fiverenana (Ambony) D A Ka dia ho miratra Bm A G Tsy_ho_maloka raha ny momba_ahy Bm C Ianao Ray no hitantana ahy G A Ekeko izay avy Aminao D A Miantso Anao D G Omeo izay anjara ho soa Bm A G A D..... Ka mba manantena Anao ry Ray Tsitoha
Category Archives: tondrompeo
Embona sy Hanina (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Tonony 1 C Em Fmaj7 Embona sy_hanina G C Tsy hay mahafanina Am Dm Ngoly ny fo mamelovelo G C Madisadisan’alahelo C Em Fmaj7 Ny havoana tazanina G C Tsy hita ho dinganina Am Dm Fa_lavitra loatra ianao ka tsy tratra G C Ny aina marary ny fo maratra Fiverenana Am Dm Fa ny antsoko ny_akony_no_mitampody G C Mba hihiaka mafy anie_aho_fa_tsy_tody C7 Fmaj7 Izay..jerena_toa_manjavozavo G C Tako-drahona sy vohitra avo Am Dm Fa mahery sy masiaka ny onja G C Tsisy lakana afaka hitondra C7 Fmaj7 Ny maso no alefa maminany G C Hibanjina anao any ho any Solo C Em Dm G C (2x) C-G-F-G-C Tonony 2 C Em Fmaj7 Alahelo sy toloko G C Raha vao injay tsaroako Am Dm Fa noho ny hasomparan’ny tany G C Izaho aty ianao lavitra any C Em Fmaj7 Tsy azo hiadiana ny anjara G C ’Zay ngamba no noheveriny_ho_tsara Am Dm Izaho tsy ho kivy tsy ho ketraka G C Na dia mangidy mavesatra Fiverenana Am Dm Fa ny ahy dia_fitia_tena_marina G C Na anaty onaona_aza_ho_tafarina C7 Fmaj7 Na halevina mety mandifotr'olona G C Hiposaka haniry hamololona Am Dm Ny_hany hafatro dia ny_hoe_matokia G C Fa izaho tsy hitsahatra ny_ho_tia C7 Fmaj7 Tsy_ny halavirana tsy ny taona G C No hahasakana ny fotsika tsy hihaona Solo Famaranana C Em F G C (2x) C-G-F-G-C
Fitia Madio (Rebika)
Hiran'i Rebika rehetra: Rebika Capo: 1 B: x24442 C#: x46664 F#m:244222 G#m:466444 Tonony 1 E Mba tsaronao ve? A ’zao isika izao A B Fony zaza nilalao B E Nalaina nifandao Tonony 2 E Tadidinao koa ve? A Tany ampianarana A B Ny dablio nilaharana B E Nisy hasambarana Tetezana D A Fa adinon’ny vintana_aho A E Tsy toa anao D A Nitady fitia A E B Tsy toloranao ie-e-e Fiverenana E Fitia madio A B Tsy miangatra, mba rahoviana E A F#m B Tsisy resaka saranga na fihavia_na A ’Zaho leroa B E Mba tia an’i madama A E B E Tia an’i madama dia tia an’i madama
Tonony 3 E Azoko atao ve? A Ny hitia anao A B ’Zaho efa babonao E Tanteraka Tonony 4 E Nefa valala sy lolo A Samy hafa volo A B Ianao voninkazo B E Tsara kolokolo
Tetezana
D A
Ka ny any aoriana
A E
No tsy tantinao
D A
Sao izaho faharoa
A E B
Ireo dimbinao ie-e-e
Fiverenana (2x) E Fitia madio A B Tsy miangatra, mba rahoviana E A F#m B Tsisy resaka saranga na fihavia_na A ’Zaho leroa B E Mba tia an’i madama A E B E Tia an’i madama dia tia an’i madama Solo: F#..B..C#..(2x) Fiverenana - Ambony (2x) F# Fitia madio B C# Tsy miangatra, mba rahoviana F# B G#m C# Tsisy resaka saranga na fihavia__na B ’Zaho leroa C# F# Mba tia an’i madama B F# C# F# Tia an’i madama dia tia an’i madama
Tsy Misy Ny Doria (Mahaleo)
Hiran'i Dadah Rabel rehetra: Dadah Rabel Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo *: bass ihany no tendrena Am': 5xx55x Dm7': x57565 E/G#: 422100 F': xx7565 G': xx9787 Fampidirana E/G# Am' F' Dm7 G' E Am F C F C G Tonony 1 E/G# Am Hiara-hiaina ny andro androany F G C Toa ny andro farany E Am Hiara-higoka izay mety ho mamy F G Mandrampahalefy ny tarainy Tonony 2 E/G# Am Ny maso hikipy tsy hahita F G C Ho tapitra ny fofon’ aina E Am Ho hanenenana izay tsy vita F G C Fa any ankoatra tsy_ho_hilaina Fiverenana F Em Dm7 C Satria ny vintana sy anja___ra F Em Dm7 G No mamaritra ny di___a F Em Dm7 C Rahampitso lalantsika mety hiza__ra Bb A* G F Satria tsy misy ny doria Em Dm7 C Ny vintana sy lahatra F Em Dm7 G Mety mamaritra ny di___a F Em Dm7 C Ny_ampitso tsy voatery ho tonga lafatra Bb A* G F C Satria tsy misy ny dori___a Tonony 3 E/G# Am Ny_ampitso fanontaniana F G C Mety ho vatana hangatsiaka E Am Hiara hioty'zay zava-tiana F G Eny masoandro mibaliaka Tonony 4 E/G# Am Isaky ny andro izay mifoha F G C Mety ho farany io fa tadidio E Am Ataovy andro feno soa F G C Ho fahataperana ny anio
Fiverenana
F Em Dm7 C
Satria ny vintana sy anja___ra
F Em Dm7 G
No mamaritra ny di___a
F Em Dm7 C
Rahampitso lalantsika mety hiza__ra
Bb A* G F
Satria tsy misy ny doria
Em Dm7 C
Ny vintana sy lahatra
F Em Dm7 G
Mety mamaritra ny di___a
F Em Dm7 C
Ny_ampitso tsy voatery ho tonga lafatra
Bb A* G F C
Satria tsy misy ny dori___a
Jamba (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Teny fanolorana: Ny naotin'ny faran'ny fiverenana Em A @ voalohany dia Em A D' rehefa miverina A7: x02020 Bm: x24322 Bm/A: x04432 D': xx0779 D2: xx4230 na xx0230 Em7: xx2033 (na 022330) Fampidirana D...Em F#m G A (2x) Tonony 1 D Em7 D2 E*-F#* Jamba aho eny jamba G F#m Em B*-G* Nilaozana hazavana Em F#m Bm Bm/A G Ao anaty aizim-pi__to aho Em A Aizina tsy azo hialana D Em7 D2 E*-F#* Loko tokana ihany G F#m Em B*-G* No mba navelanao ho ahy Em F#m Bm Bm/A G Dia ny maintimainty_iza_a___ny Em A D'.. ... Tsy misy ny ankoatr'izay Fiverenana (2x) G F#m Nefa rahavako Em A7 D Aminao no niara-dia G F#m Tsy navelanao ho tazako Em D Ny lokon'ny fitia Solo: D...Em F#m G A (2x) Tonony 2 D Em7 D2 E*-F#* Moana aho eny moana G F#m Em B*-G* Tsy mba navela hiteny Em F#m Bm Bm/A G Raha te hiresaka amina__ao aho Em A Ny tanana no ahetsiketsik'eny D Em7 D2 E*-F#* Soa fa nisy tanana_aza G F#m Em B*-G* Azo asoloko ny vavako Em F#m Bm Bm/A G Ahafahako mila__a___za Em A Fa ianao no fitiavako Fiverenana (2x) G F#m Tsiky eny tsiky Em A7 D No nasetrinao izany G F#m Tsy_navelanao ho kivy aho Em D Fa mbola anilanao ihany Solo: D...Em F#m G A (2x) Tonony 3 D Em7 D2 E*-F#* Malemy aho eny malemy_aho G F#m Em B*-G* Tsy afak'hijoro akory Em F#m Bm Bm/A G Enta-mavesatra ho a___nao Em A Mahatonga sorisory D Em7 D2 E*-F#* Fiantrana fotsiny ihany G F#m Em B*-G* No mahatonga_anao ho eo Em F#m Bm Bm/A G F'izay any am-ponao a__a___ny Em A D'.. ... Mandratra ka tsy tianao aseho Fiverenana G F#m Nofihininao ny tanako Em A7 D Ka_hoy_ianao hoe mangina G F#m Fa_ny_andro sisa hiainako Em D Natokako ho anao ry tiana G F#m Nofihininao mafy ny tanako Em A7 D Ka_hoy_ianao hoe mangina G F#m Ny ranomaso ka neniky ny tavako Em A7 D'.. ... Ranomasom-pifaliana Tonony 4 D Em7 D2 E*-F#* N'inona voina mety hitranga G F#m Em B*-G* Tsy zanaky ny_hafa_ianao Em F#m Bm Bm/A G Ny voahary tsy tia banga Em A A-Asus-Dsus/E Hisy hitoetra eo anilanao D Em7 D2 E*-F#* Ny jamba hisy hitantana G F#m Em B*-G* Ny moana hisy handre Em F#m Bm Bm/A G Ny tsy salama va_ta___na Em A D'.. ... Hisy hampianatra andeha Fiverenana G F#m Ny jamba hisy hitantana Em A7 D Ny moana hisy handre G F#m Ny tsy salama vatana Em A D Hisy hampianatra andeha
Adin-tsaina (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Aadd9: x0xx33 Bm: x24432 Cadd9: x3xx33 G/B: x2xx33 Tonony 1 C Bm D Raha va__o maraina D G Cadd9-G/B-Aadd9-G Dia lasa ny fisainana C Bm D Mifantoka_ato an-tsaina D G Cadd9-G/B-Aadd9-G Ny tena adim-piainana. Fiverenana G Em Tapin-dalan-kaleha C Am Ity izaho efa trotraka Bm C Ianao ihany anie D Cadd9 G No tena nisompatra Cadd9-G/B-Add9-G (2x) Tonony 2 C Bm D Izany ve moa D G Cadd9-G/B-Aadd9-G No mba hany vitanao C Bm D Ny zanantsika roa D G Cadd9-G/B-Aadd9-G Dia nilaozanao amin’izao Fiverenana G Em Any izao ianao C Am Lasan’iny olon’iny Bm C Moa va adinonao D Cadd9 G Ireto zanatsika dimy Cadd9-G/B-Aadd9-G (2x) Tetezana G D G Adin-tsaina G D Vao maraina Cadd9 G Em .No ato an-dohako_ato C D G .Satria lasa ny vadiko Cadd9-G/B-Aadd9-G (2x) Tonony 3 Bm D La lala lala la la D G Cadd9-G/B-Aadd9-G La lala lala la C Bm D La lala lala la la D G Cadd9-G/B-Aadd9-G La lala lala la Fiverenana G Em Any izao ianao C Am Lasan’iny olon’iny Bm C Moa va adinonao D Cadd9 G Ireto zanatsika dimy Cadd9-G/B-Aadd9-G (3x)
Voankazo Voarara (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo (*): bass ihany no tendrena A': x07657 (2x)-x07655 A": A-A-Asus-A Asus: x0223x Bm':x24432-x2425x(2x)-x24432 F#m:2xx220 Fampidirana D D A Bm' F#m G Em A Bm E A -A -Asus-A Oh oh oh oh A*-B*-C#* Tonony 1 D A' .Raha ity fiainana ity no lazaina Bm' F#m .Dia izao no hataovy hataovy ao an-tsaina G Em .Mihodina indray A Bm .Miserana ihany E A" Feno hasomparana feno tomany A(bass)-B(bass)-C#(Bass) Tonony 2 D A' .Raha vao latsaka ety an-tany Bm' F#m Dia injay sahady fa efa tomany G Em .Mila hafanana A Bm .Mila fitia A D Mbola lavitra mantsy ny dia Tetezana Bm Em .Soloy fitiavana ny andronao sisa A D Ny fotoana anie ka efa voaisa Bm Em Efa voafetra sy efa voafaritra E A" Ka_anjaranao sisa miharitra A*-B*-C#* Tonony 3 D A' .Mifankatiava raha mbola velona Bm' F#m .Izany indrindra no maha-olombelona G Em .Mifanapia A Bm .Mifanasoava E A" Fa ny rahona mainty mbola hisava A*-B*-C#* Tonony 4 D A' Rahampitso anie mbola ho vovoka ihany (Raha ity fiainana ity no lazaina) Bm F#m Hody taolana sy vovoka an-tany (Dia izao no hataovy hataovy ao an-tsaina) G Em .Hitovy saranga A Bm .Hitovy anjara A D Fa nihinana voankazo voarara (3x)
Meteza Ahatsiaro (Njakatiana)
Hiran'i Njakatiana rehetra: Njakatiana Asus: x02230 A2: x02200 Cadd9:x32030 D7: xx0535 D2: xx0230 G/D: xx0433 G: 320033 Gmaj7:3xx432 G/B: x20030 G/Bb: x10030 F#m7: 2xx220 Fampidirana (Gmaj7 D G) Meteza ianao ahatsiaro (A D7 G/D Na ny andro lasa efa maro D G/D..D A Tonony 1 D2 Cadd9 Tsaroanao ve G/B G/Bb I_lay fiarahantsika D2 F#m7 Tsaroanao ve Gmaj7 A2...A ..Ilay hasambarantsika Gmaj7 D2 G Meteza ianao ahatsia__ro A2 A D7' G/D Na ny_andro lasa efa maro. D G/D D A Tonony 2 D2 Cadd9 Tadidinao ve G/B G/Bb 'Reny hadalana_ireny D2 F#m7 Tena tianao ve Gmaj7 A2..A ..Ny nataoko anao tamin’ireny Gmaj7 D2 G Na izaho na iana__o A2 A D* Dia nety izay natao Fiverenana Em Em Indray andro tokoa moa F#m G No sendra nahitako dolan’olondroa A Hay ianao sy 'lay rafiko Bm G Ny foko tamin’izay voaratranao Em F#m Bm Diso ianao, nahatonga ila___y A D7 G/D D G/D D A Fo hifandao Tonony 3 D Cadd9 Embona foana G/B G/Bb Ny_ahy raha_toa ka_mba hikalo D2 F#m7 Dia ianao foana Gmaj7 A2..A ..Ianao tsy ho fahavalo Gmaj7 D* G Angamba izay no lahatra A2 A D* F’izaho no tsy mbola zatra.
Fiverenana (2x)
Em Em
Indray andro tokoa moa
F#m G
No sendra nahitako dolan’olondroa
A
Hay ianao sy 'lay rafiko
Bm G
Ny foko tamin’izay voaratranao
Em F#m Bm
Diso ianao, nahatonga ila___y
A D
Fo hifandao
Zaza Sary (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Capo: 2 Am": 5xxxx5 G/B":7xxxx7 D6: xx020x D/F#: 2xx232 G': 32001x Fampidirana G Bm | D6 G C Bm | D G-Am"-G/B" G/B"-Am"-G-G/B" | C G Bm Am | D/F# G Tonony 1 GBm D G Raha niaraka niriorio izaho C Bm D Sy_ny hafaliako G Em C G Tany lavitra any, tany an’efitra_any Bm D G Inona no niandry ahy tany Tonony 2 GBm D G Foana toa tsy nisy ny hafaliana C Bm D Nahare ity feo mahavariana G Em C G Zaza mitomany, zaza mitomany Bm D G Izany no nanaitra ahy ange Fiverenana D Am C G Ka nijanona aho, nierikerika D Am C G Sanganehana aho, nitoditodika Bm Am C G Aiza re izany zazakely izany Bm Am C G No avelan’ny reniny hitomany G' G (2x) Tetezana (mitovy amin'ny intro) Tonony 3 GBm D G Io trano haolo, nefa toa tsy haolo indray C Bm D Noho ity zazakely ao G Em C G Zazakely iray e, toa tsy manan-dray Bm D G Narian-drenin'zay sahisahy
Fiverenana
D Am C G
Izany angamba tsy sitraponao
D Am C G
Fa voatery, voatery natao
Bm Am C G
Nefa eritrereto sy diniho ange
Bm Am C G
Saino kely sy hevero re
G' G (3x)
Mpilalao Fitia (Mbolatiana) – mandalo fanitsiana
A(add9)....Gmaj13.... Verse 1 A(add9) E/G# Gmaj13 F#7 Dia nakisakisakao ny fo_____ko Bm7 Bmmaj7 Bm7 Hitanilanila hiafiafy E7 A(add9) Teo an-tsisin’ny fonao E Gmaj13..F#7 Mpilalao fiti_______ia Bm7 Tsy vonona hiara-dia Dm6 E7 A(add9) Zatra loatra nankafy lalao fitia Tonony 2 A E G F# Na dia tsy ho zakako aza izany Bm7 Bb Bm7 Dia nekeko ny ho kilalao E A Hifantohan’ny sainao E G__F# Mpilalao fiti..ia Bm7 Dia tafara-dia dia Bm7 E Dia nandramantsika ny A Lalao fitia
Tetezana Dm Kanjo ela ny ela G C Ritra teo_ka_tsy_nisy tavela F Dm ’Lay fitia nokasaiko ho anao G C Nataonao kilalao Fiverenana Fm Bb D# Ianao ilay mpilalao fitia G# Fm Indray no tsy very dia G C Nanjary tia_dia_tia Bm-E Tonony 3 A E G F# Dia nakisakisako ny fonao Bm7 Bb Bm7 Hitanilanila hiafiafy E A Eo an-tsisin’ny foko E G__F# Mpilalao fiti..ia Bm7 Bm7' Tsy vonona hiara-dia Bm7 E Zatra loatra nankafy A Lalao fitia
Tetezana
Dm
Kanjo ela ny ela
G C
Ritra teo_ka_tsy_nisy tavela
F Dm
’Lay fitia nokasaiko ho anao
G C
Nataonao kilalao
Fiverenana (2x) Fm Bb D# Ianao ilay mpilalao fitia G# Fm Indray no tsy very dia G C Nanjary tia_dia_tia Hiran'i Mbolatiana rehetra: Mbolatiana Bm7: x24232 Bm7': x24235 Bb: x13331 D#: x68886 Dm: xx0231 F#: 244322 Fm: 133111 G#: 466544