Key: C#m (E)
Intro: C#m....A....
C#m....A..B..
Verse 1
C#m B A
Nanalavitra ahy, takona tsy tazako intsony
F#m7 B
'Lay endrikao, nambabo ahy
A B E E/G# C#m
Nitorotoro teo ny foko, any aminao ny saina
A F#m7 G#sus4 G#
Nanoratra hira ho anao, ny foko mitarai____na
Verse 2
C#m B A
Hetraketraka, masiaka ny fiainana
F#m7 B
Manasaraka
A B E E/G# C#m
Isika samy mbola tia, Nefa nozarainy
A F#m7 Bsus4..B
Tsy nifankahita, soa fa nifankatia
Chorus
E C#m
Raha any ianao, henoy aho
E B/D# C#m E/G#
F’ity hira ity anie no antenaiko
A Bsus4
Hanambatra antsika indray
E C#m
Raha henonao, dia mino aho
E B/D# C#m E/G#
F’izaho sy ianao tsy hangahi_ahy
A Bsus4
Izy no hampiray
Solo: C#m..B/D#..| E..A..
Hira iray
F#m7..E/G#..| A..Bsus4..B....
Chorus
Bridge #1
C#m B
Ka n’aiza ianao, dia tiako ho fantatrao
A F#m7 B C#m
F’ity hira ity, hira ho antsika milaza
B/D# E A
Fa mbola tia indrisy
F#m7 E/G# A
Tafasaraka tsy fidy
C#m B/D#
Ka any andro iray
G#m F#A# B C#
Hiara-hikalo azy indray
Bridge #2 (2x)(Key: F#)
F# C#/F D#m D#m/C#
Ilay fihaonantsika no mba iriako
B
Hiara-mandihy
C# F#- C#/F
Amin’ilay hirantsika sy anao
D#m F#/A# B
Isika hampiaram-peo
------------------------
B-C#-B/D# C#/F F# (v1)
F#/A#-G#m7 B/C# Badd9-F#/A# (Outro)
Tena ho mamy (indray)
Outro: G#m-F#-E B/D# F# B
Tena ho mamy indray
Tondrompeon'i Aina Cook rehetra: Aina Cook
Category Archives: tondrompeo
Maty Ilay Mpivarotena (Njakatiana/Bessa)
Intro: G....| D.... (2x) C/D Verse 1 (2x) G C G C Maty ilay mpivaro-tena G Em A7 D7 Maty tsy nisy mpanontany G C B7 Em Maty tsy nisy mpahone_na A9 D9 Gsus4-G..C/D C#m7b5 D7sus4 Gsus4-G..C/D Maty tsisy mpito___many Chorus G C/G G Am/G Ny mpivavaka nandalo G D/F# Em A9 D9 Dia nisaotra ny Andriamaniny G C B7 Em Fa afa-doza nampima_lo A9 D7sus4 Gsus4-G..C/D Hono izao ny tany mami___ny G C/G G Am/G Tsy mba olona tomefy G D/F# Em A9 D9 No namoaka 'zany faty G C B7 Em Fa tovovavy jefije_fy A9 D7sus4 Gsus4-G..C/D Na fiaina na fita___fy Verse 2 G C G C Ny iray niantso an’Andriamanitra G Em A7 D7 Vantambantan fiteny ----------------------------- G C B7 Em ’Omeo, omeo azy re ny lanitra C#m7b5 D7sus4 Gsus4-G.. A9 D7sus4 Gsus4-G A9 D C/G....G Fa ampy izay ny afobe_ny
Tondrompeon'i Njakatiana hafa: Njakatiana
Tondrompeon'i Bessa hafa: Bessa
Super Moustiquaire (Poopy)
Key: Bb
Intro Bb(add9)..Eb/G..| F/A..Bb(add9).. Bb(add9)..Eb-Bb/D-Cm7.. Cm7/F..Bb....|Bb.... Verse 1 Bb Eb/Bb 'Zay tsara torimaso Bb F/Bb Bb Tsara vatsy tsara aina Eb/G Bb/F Fa eo no miala sasatra Eb Bb/D Eb/F Ny vatana sy ny saina Bb Eb/Bb Avy eo mavitribitrika Bb F/Bb Bb Mavitrika tsy mba malaina Cm7(11) Bb/D Mahiratra ny saina Eb F (Bb) Raha tonga ny maraina
Verse 2
Bb Eb/Bb Eo andaninin'io anefa Bb F/Bb Bb Misy antso koa alefa Eb/G Bb/F 'Lay moka misy toetra Eb Bb/D Eb/F Eo no toa mba manararaotra Bb Eb/Bb Manindrona, manaikitra Bb F/Bb Bb Mamindra ilay are_tina Cm7(11) Bb/D Dia indro mampalaina Eb F (Bb) Ny tena savolaina Chorus Cm7 Bb/D Tazo moka ity lazaina Eb F Bb Mampandamaka ny aina Cm7 Bb/D Ka hialana amin'ny loza Eb F Misy lay misy odi-moka Cm7 Bb/D Hilamina ny torimaso Eb D7/Gb Gm7 Eb F Bb Tsy ahavoa anao ny tazo ---> Intro
Verse 3
Bb Eb/Bb
Ho an'ny reny bevohoka
Bb F/Bb Bb
Sy ny zaza mbola kely
Eb/G Bb/F
Ho anao koa olon-tsotra
Eb Bb/D Eb/F
Tsy an-kifidy velively
Bb Eb/Bb
Ampiasao ary ny lay
Bb F/Bb Bb
Ka hatory tsara indray
Cm7(11) Bb/D
Matory ampilaminana
Eb F
Eb F Bb
Ny moka tsy hihinana
Chorus
Outro
Cm11..Bbadd9/D..|Eb(add9)..F-Bb
Cm11..Bbadd9/D..|Eb(add9)..F..
Cm7 Bb/D
Hilamina ny torimaso
Eb D7/Gb Gm7
Tsy ahavoa anao ny tazo
Cm7 Bb/D
Matory ampilaminana
Eb F Bb
Ny moka tsy hihinana
Tondrompeon'i Poopy hafa: Poopy
Mitrakà (Sandra)
Intro (Key: Eb) Bb/Eb..Eb..| Bb/Ab..Ab(add9)
Verse 1 Ebsus2 Cm(add9) Nahoana moa no kivy ianao Ab(add9) Latsa-dranomaso lava izao Bbsus4..Bb Hatrakao ny loha fa mandalo izany Verse 2 Eb(add9) Cm(add9) Raha tsy zakanao ny adin-tsaina Ab(add9) Tsarovy fa ho avy ny maraina Bbsus4..Bb Ho lasa tsiky ilay tomany Pre-Chorus Ab/C G7/B Gm/Bb Ka mitrakà, fa ho avy ny masoandro Gdim Caug7 F7 Hazava indray ny andro f'aza dia Bb-Bbsus4..Bb Miondrika Chorus Ebmaj9 Cm11 Tsy atao hahakivy izany Ab(add9) Ny andro tsy anio ihany Bbsus4 Banjino ny ampitsonao Bbsus4 Ataovy maraina vaovao Ebmaj9 Cm11 Maraina feno fifaliana Ab(add9) Ho lavitry ny hakiviana Bbsus4 Bbsus2 (chorus #2) Ny sedra moa dia mandalo ihany Ebsus4..Eb F'aza miondrika ho resy izany Verse 3 Eb Cm Raha tena tsy zaka dia alatsaho ny tomany Ab(add9) Bbsus4.. Bb Raha toa ka ahasitrana ny fonao izany Eb Cm Nefa kosa izay mitranga Ab(add9) Avelao ho any omban'ny lasa Bbsus4..Bb Avelao 'zay mety ho ratra Pre-Chorus #2 Ab Bb Cm Fa n'inona olana misy eo Ab Bb Ebsus4..Eb Dia mitrakà f'aza mitoreo Chorus #2 -->Bb/C..C7 Outro (Key: F) Fsus4 F Mitrakà ianao D7sus4 D7 Fa ho avy ilay masoandro Gm(add4) Gm Hazava indray ny andro C7 Bb..Bbm..F Mitrakà, araho vavaka ---------------------------------
Tondrompeon'i Sandra hafa: Sandra
Fantatrao (Sandra)
Capo: 3 (Key: Em)
Intro: Em(add4)..C..
Em(add4)..Cmaj7
Verse
Em(add4) C
Em(add9) Cmaj7#11
Fotoana ela
Em(add4) Cmaj7
Em(add9) Cmaj7#11
No niandrasako anao
Em(add4) C
Em(add9) Cmaj7
Tena efa ela
Em(add4) Cmaj7
Em(add0) Cmaj7
No naniriako anao
Em(add4) C
Mila tsy tanako intsony
Em(add4) Cmaj7
Indraindray
Em(add4) C
Mitahiry izany rehetra izany
Em(add4) Cmaj7
Irery ho ahy
Pre-Chorus
Bm7 Am7
Faly aho anefa, fa hay koa ianao
Bm7 D7 D
Tsy mba namela, ilay fitiavanao
Chorus
D7/F# G D/F# Dm/F E7
Fa tia ahy, tia ahy kay ianao
Am7 G/B Cmaj7 Dsus4
Efa tia ahy, hatrizay sy hatrizao
G D/F# Dm/F E7-Am7-G/B
Tiako ianao, tena tiako ianao
Am7 G/B Cmaj7 Dsus4
Mandrakizay, efa fantatrao
Interlude: Em-G/B-C G-Fmaj7--
Bridge
Em B7--B7/D#
Na oviana na aiza
Em E/G# Am7 D Dbdim
Na iza, izaho sy ianao, izaho sy ianao
Em B7/D#
Tsy miova tsy te hiova
Em? E/G# Am7 Bm7 C/D
Tsy voahova, izaho sy ianao
Chorus/Outro
G D/F# Dm/F E7
Fa tia ahy, tia ahy kay ianao
Am7 G/B C Dsus4
Efa tia ahy, hatrizay sy hatrizao
G D/F# Dm/F E/G#-Am7-G/B
Tiako ianao, tena tiako ianao
Am7 G/B C(add9) Esus4
Am7 G/B C F#m7b5 Bm7 E7
Am7 G/B C Dsus4 G
Mandrakizay, efa fanta__trao
Dbdim: xx121x
Am7: x02013 (Bridge: 5xx553)
Bm7: X24232 (Bridge: 7xx775, Outro: x2023x)
Cmaj7: x3200x Cmaj7b5: x3400x
Cadd9/D: xx0530
Em(add4): 022200 E(add9): 02400x
Dm/F: 1x323x
Fmaj7: 1x2210
F#m7b5: 2x221x
Omeko Anao (Imagine)
Key: Em (G)
Intro:
Am7..B7..| Em..G(add9)/D..
Am7..B7..| Em..Em(add4)..
Verse 1
Em Am7
Izarako ny hafaliako
D(add9)/F# C/G-G Sy ireo androm-pahoria_ko
Em Am7 B7 Volana fanilon'ny haizina ianao
Em Am7 Ny tsikinao ry malala
D7/F# C/G-G Dia mitondra fifalia_na
Em Am7 B7 Tiako mba hitoetra tsy hiala
Chorus
Em Am7(9) Raha sendra ka sahirana ianao D C/G-G
Aza manahy f'izaho eo anilana___o D/F#-Em Am7(9)
Ho vetivety foana akia ny fahoriana satria B7 Em
Omeko anao ny fanafodiny
Interlude: Em...C...| D...Em... (2x)
Em...C...| D.....Bm7
Verse 2
Em Am7 Loharanon'ny fitiavako
D(add9)/F# C/G-G Tsisy fetra satria mamiko
Em Am7 B7 Taratry ny hasambarako ianao
Hiran'i Imagine rehetra: Imagine
Ry Foko (Bodo & Njakatiana)
Intro: Eb(add9)..Eb(add9)/D.. Bbm6/Db..C7.. Fm..Ab(add9)/Bb..| Bb7.. Verse 1 Eb Bb/D Cm Bb (Key: Eb - Njakatiana) Bb F Gbdim Gm Bb/F (Key: Bb - Bodo) Ry foko, mi___tonia Abmaj7 Am7b5 Eb/Bb Bb Ebmaj7 C7/E Bb/F F Mitonia, raha sendra alon-dra____no Eb Bb Ny hotakotakao Bbm Eb Ab Fm Bb/F Eb Aoka mba ho sarin’ady G7 F7 D7 C7 Ny rangotry ny anio Bb-Cm Bb/D Bb/F F Hanolatra atsy ho a---tsy Chorus Eb/G Bb/D Ka aza dia mitroatra Bbm Ab Adim Fm Eb C7/E Banjino ny ho avy Eb/Bb Bb/F Ka aza dia mitroatra Ab(add9)/Bb Bb Eb Eb(add9)/F F Bb Banjino ny ho avy Interlude #1: Eb(add9)....Dbaug Cm... Baug Verse 1 (Key: Bb - Bodo) Bridge Bb F/A D/A Gm Hey hey yeah..aza tomany Cm CmMaj7 Raha nindaosin’onja F Ilay fanantenana ka nidify dia Bb(add9) Tsy hita Bb Bb/D Ny horohoronao Eb Zary ho dobok’aponga D7 C7 Hiandrasana ny ampitso Bb/F F7 Hitondra ny marai__na Verse 3 Bb F Gdim Gm Ry foko, na dia tsy mora Ebmaj7 C7/E Bb/F F Izany hoe, manadino iza___ny Bb Dia ao ny fotoana Fm Bb/F Eb Hamolavola tsy hanjokaiky D7 C7 Ny fendrofendronao Bb/F F Hivadika ho hi___ra Outro Bb/D Hikalo ilay mpanjaka Fm6 Eb C7/E Mpanjakan’ny Hazavana Bb/F Hikalo ilay mpanjaka F7sus4 F7 Bb Mpanjakan’____ny Hazavana Bb(add9)....Bb(add9)/Ab.... Eb/G....Ebm/Gb.... Bb/F....F7sus4..Bb/F-F Bb.... Hiran'i Bodo rehetra: Bodo Hiran'i Njakatiana rehetra: Njakatiana
Ny Fitiavako Anao (Felaniary & Bodo)
Key: Eb Intro: Abdim7-G7-Cm..| F7/A-F7-Bb.. Eb/G-D7/Gb-Fm-Bb.... Verse 1 Eb Bb Nahoana moa isika roa no Eb/G Ab(add9) Dia voatery hiteny hoe tiako ianao Eb/Bb Bb6/Ab Eb(add9)/G-D/Gb-F7-Bb Nefa mifankafantatra ao am-po Eb Bb Nahoana koa no rehefa tonga Eb/G Ab(add9) Ny fotoana toy izao vao Eb/Bb Bb6 Ebsus2..Eb Holazaiko ny fitiavako anao Verse 2 Eb Bb Tsy ho voalazako an-teny fohy Eb/G Ab(add9) Raha ny fitiavako anao Eb/Bb Bb6/Ab Eb(add9)/G-D/Gb-F7-Bb Tsy ho ampy izao fankalazana izao Eb Bb Manomboka izao raha sitrakao Eb/G Ab(add9) Izaho ho anao mandrakizay Eb/Bb Bb6 Ebsus2..Eb Ny momba antsika ankinina amin-dRay Chorus G/D G7 Cm Satriko ho ren’izao tontolo izao Bb/D Bb Eb Raha ny fitiavako anao G/D Abdim7 G Bdim Cm Saingy efa ampy ahy, ho ahy irery F7 F7/A Bb-Ab/Bb-Bb6 Ny bitsiky ny masonao mijery Verse 3 Eb Bb Nahoana moa isika roa Eb/G Ab(add9) No dia voatery hiteny hoe tiako ianao Eb/Bb Bb6/Ab Eb(add9)/G-D/Gb-F7-Bb Nefa mifankafantatra ao am-po Eb Bb Saingy ny androany, hafa ihany Eb/G Ab(add9) Tiako ho ren’izao rehetra izao Eb/Bb Bb6 Ebsus2..Eb Ny mari-pitiavako anao -> Intro Verse 4 Eb Bb Nahoana moa no dia voatery Eb/G Ab(add9) Hifanolotra ny peratra Eb/Bb Bb6/Ab Eb(add9)/G-D/Gb-F7-Bb F’efa ela no nivoady tao am-po Eb Bb Saingy ny androany, hafa ihany Eb/G Ab(add9) Tiako ho ren’izao tontolo izao Eb/Bb Bb6 Ebsus2..Eb Ny mari-pitiavako anao Chorus
Sambatra (Joy K)
Key: A Intro A ..Bm..| A/C# ..D.. A(add9)..Bm..| D(add9)..E.. Verse 1 A D Sambatra ianao avy eo sambatra aho E A Rehefa tafaray 'zaho sy ianao A/C# D Hitondra fitiavana iray vaovao E A Natokako irery ho anao Verse 2 A D Avo be ka tsy takatro E A Ilay kintana omeko anao A/C# D Fa todiko foana na dia eny ianao E A Hamiratra ho ahy manontolo Chorus (2x) F#m Ka ho ahy F#m E D Tiako ho ahy irery ianao D A/C# Bm Hiadana sy ho finaritra aho B7 E Hitety izao tontolo izao, hiaraka aminao ---------------------------- E A Ho hitan’ny ambany lanitra Outro: F#m Bm Hiadana finaritra aho E A Ho hitan’ny ambany lanitra F#m D Hiadana finaritra aho E Dm6..Dm..A Ho hitan’ny ambany la____nitra
Tantano (Johane)
Intro (Key: Ab) Db .. Eb/Db.. | Ab/C..Eb/F-Fm7 Bbm7.. Db/Eb-Eb| Ab....Db/Ab Verse 1 Ab Bbm7 Ab/C (Gb/Ab-Ab7) Matetika rehefa resin’ny fiainana Db Eb/Db Ab/C (Eb/F-Fm7) 'Zay vao mba mahatsiaro anao Bbm7 Eb/Bb Ab/C Menatra aho kanefa mino fa Fm11 Bbm7 Gb(add9) Ianao tsy mba mandà, fa handray ahy Eb - Db/Eb Verse 2 Ab Bbm7 Ab/C (Gb/Ab-Ab7) Iza intsony moa no hitarainana Db Eb/Db Ab/C (Eb/F-Fm7) Raha toa ka tsy eo Ianao Bbm7(11) Eb/Bb Ab/C Ireo izay nantenaiko nandao ahy Fm11 Bbm7 Db/Eb Eb Ab(add9) F’ianao irery ihany, 'lay tsy mba ma_nary Pre-Chorus: Part I (Key: B) E F#7/E B/D# G#m7 Aza avelanao ho kivy aho ry Tompo o C#m7 F#7 B Na dia mafy sy mangidy aza ny mahazo ahy Pre-Chorus: Part II (Key: D na Bm) Gmaj7 A/G D/F# Bm7 Aoreno mafy ny fanahi_ko Em7 F#7 Hankatoa ny teninao Chorus (Key: B) B D#m7 E(add9) F# Tantano aho, mba tsy hanalavitra anao B D#m7 E(add9) F# Ampio aho amin’izay rehetra atao G#m F# E Ka na mbola ho lavitra aza izany dia B/D# C#m7 Tsy ho kivy aho satria e B/D# E B/D# C#m7 F'Ianao nilaza fa 'zay mino anao F# B Tsy ho very mandrakizay Bridge (Sax Solo) E.. F#7..| B....(2x) E.. F#7..| B-F#/A#-G#m.. C#m7..F#7..| B.... Pre-Chorus: Part II/Chorus Outro G..A/G.. G..A/G..B Mandrakiza_____y, a________y FM Tines 2.0: JD Crystal EP2 Hiran'i Johane rehetra: Johane