Hiran'i Bodo rehetra: BodoA7: x02020/x07685 Am': x07555 Am7: x02010
B7: x21202 B7' 797877 Bm7: x24232
Cm7':x35345 C': xx(10)988
Dm: xx0231 D': xx(12)(11)(10)(10)
Em: 022003/x79987 Em': 0xx(12)(12)(12)
G': xx5433 G": xxx787 G/B: x2003x
G7: 32001
FampidiranaEm' D' C' G"
Am' G' Cm7' DTonony 1 Em B7'
Toa ny vorona niara-niriaria
Am D G D
Teny an-dohasaha izahay
G Bm7 C A7
Ny rivotra nifofo ny orana nikija
C B7 Em
Niaraha-nisetra avokoa
Tonony 2
Em B7'
Mahita anao aho ankehitriny
Am D G D
Dia toa adinoko ireny
G Bm7 C A7
Variana tamin’ireo tambitamby
G D G G-Am7-G/B
Hiaro fitia tsy antenaina
Fiverenana C D G
Fa na dia satriko aza
C D G
Ny hitafa aminao eto ihany
C B7 Em C
Avelao aho hamonjy ilay namako any ho any
G D Dm G7
Fa manembona aho iza__ny
C B7 Em C
Mahatsiaro ny fahazazana nivalona fahiny
G D G
Hany ka mila ho tomany
Tonony 3 Em B7'
Fony izahay niara-nilalao
Am D G D
Na ny soa na ny ratsy, niarahanay natao
G Bm7 C A7
Nisy ireo hafaliana
C B7 Em
Sy ranomaso indraindray
Tonony 4 Em B7'
Fotoana maro teto anilanao
Am D G D
Toa haravoana lalandava
G Bm7 C A7
Nanafina alahelo, hakiviana
G D G G-Am7-G/B
Nahatong'ahy toa hanjombon-dava
Fiverenana C D G G-Am7-G/B
Fa na dia satriko aza
C D G
Ny hitafa aminao eto ihany
C B7 Em C
Avelao aho hamonjy ilay namako any ho any
G D Dm G7
Fa manembona aho iza__ny
C B7 Em C
Mahatsiaro ny fahazazana nivalona fahiny
G D G
Hany ka mila ho tomany
C B7 Em C
Mahatsiaro ny fahazazana nivalona fahiny
G D G
Hany ka mila ho tomany
C B7 Em C
Mahatsiaro ny fahazazana nivalona fahiny
G D C C-G/B-Am7 G
Hany ka mila ho toma__________ny
Hiran'i Lolo sy ny Tariny rehetra:Lolo sy ny TarinyDm:xx0231Tonony 1C F
Aza tsahoan’ialahy lesy aho ry lery e
G C
Haiko tsara izany kozy izany a
C F
Efa olona maro be lesy ry lery e
G C
No efa nampanantena izany a
Tonony 2
Dm
Efa im-piripiry moa
Am
Tamin’iny volana iny
Dm
Izaho no mitalaho fa iny
Am
Tsy mba manan’tsiny
C Am F G C
Fa ny lanitra aza.... nanadino ahy a
Tonony 2C F
Aza tsahoan’ialahy lesy aho ry lery e
G C
Haiko tsara izany kozy izany a
C F
Fandriana tsy anananay lesy ry lery e
G C
Izahay miladina amin'ny tany a
Fiverenana Dm Am
Tsy ianareo ihany no mpiresaka izany
Dm Am
Fa ny fandriana ihany no itovizana eto an’tany
C Am F G C
Fandriana aza.... nanadino ahy a
Tonony 3C F
Aza tsahoan’ialahy lesy aho ry lery e
G C
Haiko tsara izany kozy izany a
C F
Tsy ho hitako eto an-tany mihitsy lesy ry lery e
G C
Raha izany fitovina izany a
Fiverenana Dm
Tsy mambrin'ny fokotany ahy
Am
Tsy isam-pokonolona
Dm
Tsy mifidifidy izany aho
Am
Ka biby sa olona
C Am F G C
Fokonolona aza.... nanadino ahy a
FamarananaC F
Aza tsahoan’ilay lesy aho ry lery e
G C
Haiko tsara izany kozy izany a
C F
Tsy olona adala lesy aho ry lery e
G C
Tsy hahalala setroka sy tomany a
G C
Tsy haiko indray ny any an-danitra a
Hiran'i Njakatiana rehetra: Njakatiana
Capo: 5Am7: x02010
C': x3201x
E/G#: 4x2100
F2: 1x301x
G7: 320001 G/B: x2002x G/F: 1xx003 Gm/D: x5x333 na xx0333FampidiranaC G/B F2
C' G7 F2Tonony 1 C E/G# Am7 G
Izay tia atao hoe ada__la
F C G
Fa ny olon-kendry miala
G G/F Gm/D F
Kanefa dia tsy ho hai___ko
C' G C' G-Am7-G/B
Ny tsy hitia anao
Tonony 2
C E/G# Am7 G
Hita izao fa hoe fahota__na
F C' G
Sy fandikana lalàna
G G/F Gm/D F
Kanefa dia tsy ho hai___ko
C' G C' B7
Ny tsy hitia anao
Fiverenana
E B7
Tahaka ny rano an’ony
Em Am7 B7
Izay tsy maintsy hivarina any an-dranomasimbe
G D
Toy izany koa, tsy hay intsony
G C D G
Ny hanohitra izay tendry tsy maintsy aleha
G-Am7-G/BTonony 3 C E/G# Am7 G
Koa raiso ny tanako
F C' G
F’izay ombanao dia ombako
G G/F Gm/D F
Satria tsy mety hai___ko
C' G C' B7
Ny tsy hitia anao
Fiverenana
E B7
Tahaka ny rano an’ony
Em Am7 B7
Izay tsy maintsy hivarina any an-dranomasimbe
G D
Toy izany koa, tsy hay intsony
G C D G
Ny hanohitra izay tendry tsy maintsy aleha
G-Am7-G/B
Tetezana (solo)
C E/G# Am7 G
F C' G
G G/F Gm/D F
C' G C' B7Fiverenana E B7
Tahaka ny rano an’ony
Em Am7 B7
Izay tsy maintsy hivarina any an-dranomasimbe
G D
Toy izany koa, tsy hay intsony
G C D G
Ny hanohitra izay tendry tsy maintsy aleha
G-Am7-G/B
Famaranana C E/G# Am7 G
Koa raiso ny tanako
F C' G
F’izay ombanao dia ombako
G G/F Gm/D F
Satria tsy mety hai___ko
C' G C'
Ny tsy hitia anao
G G/F Gm/D F
Satria tsy mety hai___ko
C' G C'
Ny tsy hitia anao
Hiran'i Green rehetra: GreenCapo 1
A/C#:x4222x
Bm: x24432
D/F#:2x0232
F: 133211
F#m: 244222
Fampiridirana (2x) - Tonalite D
D A Bm G
D A GTonony 1 Em
Na dia teo aza ireo adiadintsika
D
..Nampifamaly, nampifanditra
Em A D
Tsy ho antsika izany fa avela hivalona ho any
Em
Fa hiaraka isika, hiaraka hiampita
D
..Fiainana maro mbola tsy hita
Em A D
Ka izaho tokinao, ianao andriko mandrakizay
Pre-Chorus G A
Tonga ity ny andro iray
D Bm
Ho porofointsika amin’izay
C A D E
Izaho sy ianao hiaraka mandrakizay hatrizay
Fiverenana (Tonalite A) A E F#m D
Ka manombok’izao, dingana iray no hatao
A E D
Hery iray vaovao ho ahy sy ianao
A E F#m D
Averintsika eto indray ireo dina fanao hatrizay
A E D
Mariky ny fo roa mitempo iray.
Tonony 2 (Tonalite D)
Em
Na dia be aza ireo zavatra vita
D
..Mbola ho lava raha ny lalantsika
Em A D
Nefa izany tsy atao hampiemotra antsika sy ianao
Em
Fa izaho ho anao, ianao hoa ahy koa
D
...Anaty fitia, fitia miavosa
Em A D
Tena ho doria, fa tsy kilalao sanatria (sanatria)
Pre-Chorus/Fiverenana (Tonalite A)Tetezana #1 D A/C# Bm E A
Na ho potraka aza ianao, izaho hampiarina anao
D/F# Bm E F
Na ho solafaka aza isika, inoako fa tsy maintsy ho tafita
D E
Amin’ny tanjona nirina
Solo (2x)A E | F#m D | A E| D
Tetezana #2 Bm E
Fo roa mitempo iray satria
Bm E
Vonona hiaraka ho doria
Fiverenana (2x)
Famaranana
D A/C# Bm E A
Na ho potraka aza ianao, izaho hampiarina anao
D/F# Bm E
Ho solafaka aza isika
E D..Dm..A
Inoako fa tsy maintsy ho tafi______ ta
polldaddy poll=9251945]
Hiran'i Mage 4 rehetra: Mage 4
G/B:x200xxFampidiranaAm C Dm G
Am C Dm G CTonony 1 (2x)Am C
Ampy izay, hifarana hatreo
Dm G
....Ilay fitiavantsika roa
Am C
Eny hifandao tsy hihaona intsony
Dm G
... ’Zany izaho sy ianao
C
oh o oh
Tonony 2 Am C
Eny sitrakao ny nandao
Dm G
.. Tsy tazomin'ela nandeha
Am C
Fa izaho koa tsy sahazanao
Dm G
Avelao aho ho toy izao
C
oh o oh
Famaranana (2x) F G
Fa ianao hatramin’izao
C G/B Am
No misafidy izay tokony hatao
F G
Ankehitriny ampy izay
C
Avelao aho
F G
Fa raha handeha ianao
C G/B Am
Dia soavadia aza miherika intsony
F G C
Izaho tsy afa-mitana izay tsy tamana
Hiran'i Kiaka rehetra: KiakaCapo: 4(ny klip farany)Bm: x24432FampidiranaC F C Ce|-----------0--1-0-0b|-1---------1--1-1-1g|-0--2-0-0--0-------D|-2--3-2-2--2-------A|-3---------3-------E|-------------------Tonony 1 C G C
Atolotro anao ity hirako ity
F G C
Lasa ny sento sy ny eritreritra tia
F G Em Am
Lasa niampita nandefa alahelo
F C G C
Tsy tana intsony fa mamelovelo
Tonony 2 C G C
Dia lasa koa ny fanahy namoron’izao
F G C
Mifono hanitra fanatitra ho anao
F G Em Am
Tonga mamalifaly isaky ny irery
F C G C
Mandefa embona mampifanojo ny alahelo
Fiverenana Am G C
Fotoana mamy tsy misy mpahalala
F G Am
Antsika roa ihany zany ry malala
F G Am
Fotoana mamy ankafiziko indrindra
F C G C
Hanamafy ilay fitiavako tsy mifindra
Solo (capo 4)
C G C
e|------------------
b|------------------
g|----0-0-----------
D|-2h3---3-2-0-2h3p2
A|------------------
E|------------------
F G C
e|---------------3--
b|-5p3--3h5p3-3s5-5-
g|----5------5-----5
D|------------------
A|------------------
E|------------------
F G Em Am
e|---------------|---------
b|-5h6p5---------|---------
g|------7-5-^7-7-|-^7-^7-5-
D|---------------|---------
A|---------------|---------
E|---------------|---------
F C G C
e|-------------------------
b|-5s6-5---------8---------
g|-------5-7-7s^9-^7-5-----
D|-------------------------
A|-------------------------
E|-------------------------
Tonony 3 C G C
Hasambarana fohy mandalo tsy eo akaikinao
F G C
Sento mivahiny ao anatiko ao
F G Em Am
Sento mitambolona amin'ny andro diavolana
F C G C
Raha teo ianao asa angamba izay hitranga
Tonony 4 (ambony naoty iray) D A D
Dia tapitra hatreo indray ny sento namangy
G A D
Afaka tamin'izay ny alahelo f’aleo mandry
G A F#m Bm
Hitady torimaso hisaina ny hany hatao
G D A D
Rahampitso indray aho manoratra any aminao
Fiverenana (ambony) Bm A D
Fotoana mamy tsy misy mpahalala
G A Bm
Antsika roa ihany zany ry malala
G A Bm
Fotoana mamy ankafiziko indrindra
G D A D
Hanamafy ilay fitiavako tsy mifindra
Famarana (2X)
G A
o oh oh o oh oh
D
o oh oh oh oh
G A Bm
o oh oh, o oh oh
Hiran'i Kiaka rehetra: KiakaFampidiranaC Am F G
Tonony 1C Am F G
Ao anatiko ao, moa ve fantatrao?
C Am
Ny fo sy ny saiko rehetra,
F G
..Mankalaza anao foana
F G
Ianao no rovako, ianao no reharehako
C Am
hahafantarako ilay tanànako
F G
Nefa dia indrisy...resiny ianao
Fiverenana C G F C
Mitomany ny foko,mitomany anao r’ilay rovako
C G
Aiza intsony indray anie
F G
No ahitako toa anao toa anao,yeah eh
C G F C
Fahatsiarovana sisa ho an’ireo mpanjakantsika
C G F G
Dia mampalahelo, ka aleo dia mikalo
Famaranana Am G
Veloma e
F C
Mandrakizay e
Am G
Veloma e
F G
May ho’aho, may ho’aho
Hiran'i Samoela rehetra: SamoelaTonony 1G D (A)
...Any ianao ’zay
G D (A)
...Rotsirotsin’ny fiaraben’ny Hyundai ianao ’zay
G D
...Ny 0248 TN ouah oh oh
G D
...Nahafantarako anao re tsisy neniko
G D
...Any anao zay
G D
...I Kalamena volo havako iny e!
G D
...Mena tsy foiko no sady tsy foiny
G D
...Lokon’Arema, fa hifankatiavanay
Tetezana
Em
...Sigara Good Look aki(a)
A
...Anembonako an-dry
Fiverenana Em A
...Good Look amin’ilay tsisy Menthol
A G
Fa ny fitiavako anao re toin’ny taonina
A
Sarin’ny Masina Maria
A
Anembonako an-dry
Em A
...Lay manao hazo fijaliana kely amin’ny
A
Tanana an-kavia
Tonony 2G D (A)
...Any ianao ’zay
G D (A)
...Angamba efa tena lasa lavitra be
G D
...Rahoviana indray vao ho hitako ianao
G D
...F’ataoko manatitra ahy hatrany Ivandry ianao e
G D (A)
...Any ianao ’zay
G D G
...Angamba efa mamindra 4ème vitesse amin’ny Hydrocarbure ianao zay
G D
...Fa ny fiara tiany, no tiako tiangenana
G D
...Mahita azy mitsiky aho d’efa fahafinaretana.
TetezanaEm
Sigara Good Look aki(a)
A
Anembonako an-dry
Fiverenana Em A
...Good Look amin’ilay tsisy Menthol
A G
Fa ny fitiavako anao re toin’ny taonina
A
Sarin’ny Masina Maria
A
Anembonako an-dry
Em
...Lay miantona amin'ny tambohon'olon'etsy,
A
Manjakaray, Vasakosy sy Ambanidia
IntroDm....(2x) | Am....(2x)
Gm....| C9....
F ....| Em7-A7Verse 1 Dm Am
Mpivahiny indray, no iantsoako anao
Gm
Satria mpandalo
C9 F
Tsy nijanona hiara mikalo
Em7 A7
Miserana toa nofy
Verse 2 Dm Am
Trano foana indray no ho namanay
Gm
No sisa zohiana
C9 F
Mamanala tsy hisy hafaliana
Em7 A7
Jiro kely mitsilopy
Chorus (Key: D) Dmaj7 G Dmaj7
Fa____niriany ny hijanona eto
G
Hatry ny ela
Em7 A7
Nefa voasakan ny zava-misy
Dmaj7....|Em7-A7
Tsy ho tavela
Dmaj7 G Dmaj7
Raha ny tiany izy tsy hiala teto
G
Ndrisy anefa
Em7 A7
Reo namana hafa koa mbola misy
Dmaj7....| Em7-A7
Tsy ahy irery
-> Intro
Verse 3 Dm Am
Any andro iray, zay fotoana izay
Gm
No ho mamy indrindra
C9 F
Hifanena ilay ela tsy hita
Em A7
Mila saro tsaroany
-> ChorusOutro Dmaj7 G Dmaj7
...Hiato tsy hitempo angamba ny fony
G
Amin'izay andro izay
Em7 A7 Dmaj7 Em7-A7
Lasa tokoa lay fisaonan ny fo
Dmaj7 G Dmaj7
Ny ora aza hitsetra tsy handeha
G
Tsy hihodina ihany
Em7 A7 Dm
Foana ireo nampijaly taloha
C9: x3233x
Dmaj7: x35453x
Tondrompeon'i Nanie hafa: Nanie
Hiran'i Rebika rehetra: Rebika
Asus4: x02230
C7: x32310 Cmaj7:x3200x Cadd4: x32011
Dsus4: xx0233 D7: xx0121 D7sus2: xx0210
G7: 320001 G/B: x20030FampidiranaG-Am7-G/B Cadd4 C
C G/B Am
Am D D7
D7sus2 G
Tonony 1 C C7 F
Mangatsiatsiahy, mirary soa ny aminao
D7 G G7
Raha toa tsy metimety, farofirofy ianao
C C7 F
‘Zaho anefa tsy afaka
D D7 G
Hanatona ny aminao, hikarakara anao
Fiverenana C Am
Lavitra loatra akia, ny any aminao
D D7 G
Tsy afaka hanidina, mbola tsy hary elatra
C F C
Raha hitsambikina, impiry vao tody any aminao
D D7 G
Hihazakazaka, reraka ny aina
TetezanaC-G-F
F C
C-Cmaj7-C D7
D7sus2 G
Tonony 2 C C7 F
‘Lay sariko any, banjino raha sorisorena ianao
D7 G G7
Hamalifaly anao sy ho fampiononana
C C7 F
‘Reo hira fihirako ho anao
D D7 G
Ataovy siotsioka aloha, raha tsy dia tsaroana
Fiverenana C Am
Lavitra loatra akia, ny any aminao
D D7 G
Tsy afaka hanidina, mbola tsy hary elatra
C F C
Raha hitsambikina, impiry vao tody any aminao
D D7 G
Hihazakazaka, reraka ny aina
FamarananaC C7