Hiran'i Mage 4 rehetra: Mage 4
Key: Em (G)IntroDm....Cmaj7....|G....
Dsus4..D..| Asus4..A..
G-A-G/B-A/C#
Dsus4..D..Verse 1G D(add9/F# Em
Novolenao tao am-poko 'lay fitiavanao
C Bm Em Dsus4-D
Ka tsy afa-mandao ny embona anao
G D(add9)/F# Em
Nozarinao aho ahita foana ny endrikao
C Bm Em D-Dsus2
Anaty nofy aza anilako ianao
Pre-Chorus C Bm G D
Fa ny anio no mbola mila anao foana aho
Am G Dsus2-D Em....D-G-Em
Te handre ireo teninao: tena tia
Chorus C D G D/F# Em
Te handray teny mamy avy any aminao
C D Em
Toy ny adalam-pitiavana
C D G D/F# Em C D G D/F# A [Chorus #3]
Te ho iray manimanina ny anilanao
C D Em....D-G-Em
Tsy mahavery dia tsy hita ny atao
Verse 2
G D/(add9)/F# Em
'Lay endrikao tsy mety afaka an-tsaiko
C Bm Em Dsus4-D
Manaraka ahy foana, malaina ny handao
G D(add9)/F#
Mandresy ahy toa mankarary ny aiko
C Bm Em D-Dsus2
Tsy tantiko intsony ilay fitiavana anao
Pre-Chorus/Chorus #2/Solo/Chorus #3
OutroEm....D/F#..C..Cadd9..Dsus4..D..Em9
Hiran'i Johane rehetra: Johane
Key: AIntro:D..E..| A-E/G#-F#m-E-D..E..Verse 1 A E/G#
Izaho sy ianao, samy vonona
F#m C#m
Hiara-dalana, hifampitantana
D6 A/C#..F#m7..
Hamakivaky 'zany fiainana
Bm7 E
Aza manahy fa, eo foana ho anao
A E/G#
Izaho sy ianao, samy mahafantatra
F#m C#m
Fa na ho mora, na ho sarotra
D6 A/C#..F#m7
Dia tsy hiova, tsy hivadika
B7 E7 Asus4..A
Mandrakizay, 'zay no tanjona
Chorus D E/D A/C#
Omeko anao, 'zay rehetra momba ahy
D E F#m
Omenao ahy, 'zay rehetra momba anao
A/E D C#7 F#m E D
Fa ny fontsika roa, mikam_bana
E E7 Asus4..A
Ho marikin'ilay fitiavana
Verse 2 A E/G#
Ankehitriny, tiako ho tsapanao
F#m C#m
Fa tsy hisy olona hafa hasoloko anao
D6 A/C#
Sarobidy 'ndrindra amiko ianao
B7 E7 Asus4..A
Mandrakizay, 'zay no tanjona
Chorus (2x)
Gitara: tsy voatery asiana add9
Intro (Key: D)
D(add9)-A/C#-Bm7 | Em-D/F#-GBm11 AVerse 1 D(add9) A/C#
Tsy sangisangy fa, vokatrin’ny fo
G F# F#7
No hilazako fa tia aho
D(add9) A/C#
Tam-pisainana sy safidiko
G F# B5
Taminao ny eritreritro, ny loha
Chorus (Key: E) E A(add9) B(add9) E
K’aza manalavitra f’irery aho tsy eo ianao
E A(add9) B7 C#m7
F’ianao no andry, tohana sy harenako
B/D#-E A(add9) B(add9) E
Dia fo madio feno fitia tontoloko
E A(add9) B7 G(add9)
Na ny aiko aza raha tianao ho atolotro
Asus4-A (Dsus4-D)
Eo an-tananao
Verse 2 (Key: D) D(add9) A/C#
Tsy vazivazy akory, na koa fialam-boly
G F# F#7
Ny orok'efa natolotro
D(add9) A/C#
Voarakitra diary, am-panahy tsy sary
G F# B5
Vita sikotra toroko, tsy ho lo
Chorus (Tonalite: E)Bridge (Key: F#)F# F#/A# B
Tsy aiko angamba tena ho banga
F#/C#-B-F# F#/A#
Ny fiainako
A B Badd9
Raha handao ahy ianao
Woah woah, woah woah
Chorus (Key: F#)
F# B(add9) C#(add9) F#
K’aza manalavitra f’irery aho tsy eo ianao
F# B(add9) C#7 D#m7
F’ianao no andry, tohana sy harenako
B/D#-C#/F-F# B(add9) C#(add9) F#
Dia fo madio feno fitia tontoloko
F# B(add9) C#7 A(add9)
Na ny aiko aza raha tianao ho atolotro
Bsus4-B
Eo an-tananao
VST used: I Can Play All Day (NSK2.0)
Hiran'i Aina Cook rehetra: Aina Cook
Key: G#m7 (relative minor of B major)
IntroG#m7...D#m7-C#m7..(2x)A#m7b5..A7b5-G#m7Verse 1 G#m7 D#m7 C#m7
I want you for myself
G#m7 D#m7 C#m7
I don't wanna have to share you with nobody else
G#m7 D#m7 C#m7
I want you baby, come to me
A#m7b5 A7b5 G#m7
Let me give you all the lovin' that you need
G#m7 D#m7 C#m7
I wanna touch your body, Feel your arms around me
G#m7 D#m7 C#m7
I wanna be your fantasy, your dream come true
G#m7 D#m7 C#m7
I wanna need your lovin', make you my only woman
G#m7 D#m7 C#m7
I wanna love you, love you, love you, baby I
G#m7
I belong to you
Chorus (G#m7) D#m7 C#m7
Until I feel your heartbeat next to mine
G#m7 D#m7 C#m7
I've got work to do
G#m7 D#m7 C#m7
'Til every single star up in the sky
A#m7b5 A7b5 G#m7
Knows that I belong to you
I want you satisfied
Anything your heart desires
Let my love provide
I want you baby
Only you and I swear
I'm gonna make you want me too
I'm gonna touch your body
Wrap your arms around me
I'm gonna be your fantasy
Your dreams come true
I'm gonna taste your lovin'
Make you my only woman
I'm gonna love you, love you, love you
Baby, I belong to you
Key (Tonalite): G
IntroG..D/F#..| Em7....
G..D/F#..| C/E....Verse 1 G Cm/G G Gsus4-G
Efa nodorako 'zay rehetra rehetra momba anao
Em Am/E Em
Dia rovitra ihany koa ny sary rehetra nisy anao
Dm7-G Cmaj7 F#7/C# F#/Bb Bm E
Fa tsy maty anaty foana 'lay tsiaro, fa tsy nangina
Am7 C/D G
Fa maro laotra 'reo tantara nifangaro
Verse 2
G Cm/G G Gsus4-G
Efa narendriko tsy ho hita ireo firavaka
Em Am/E Em
'Zay rehetra nomenao efa any anaty lavaka
Dm7-G Cmaj7 F#7/C# F#7 Bm E
Indrisy anefa miraikitra tsy miala ato anaty, 'lay alokao
Am7 C/D G F#7
Manaraka ahy, 'ndraindray tsy tanty
Chorus Bm F#7 F#/Bb Bm
Nihazakazaka aho nijery 'zay mba nisy anao
A-D A D
Nivezivezy tsisy hery, nitady no iraho
C/D-D G Dm7 G Cmaj7..C#m7b5
Te hilaza fa, dia mbola ianao ihany no tiako
G/D Cm/Eb Em
Ianao no iriko anilako
C#m7b5-Cm G/D C/D G (intro)
Dia mbola ianao ihany no ekeko ho anjarako
Verse 3 G Cm/G G Gsus4-G
Ilay toerana faleha niarahana nitafa
Em Am/E Em
Tsy nandalovako intsony, niviliko lalan-kafa
Dm7-G Cmaj7 F#7/C# F#7 Bm
Ny maso anefa mitsimpalotra mangalatra mankany
E Am7 C/D G Gsus4-G
Fa feno loatra, ny alahelo, ka kotsan' ny tomany
Verse 4 G Cm/G G
Tsy tiako henoina intsony, 'reo hira 'zay mba fihainontsika
Em Am/E Em
Izaho sy ianao mifamihima rehefa andro mangatsika
Dm7-G Cmaj7 F#7/C# F#7 Bm
Nefa ny tonony sy ny feo tsy afaka an-doha
E Am7 C/D G F#7
Lasa aretimpo, nanjary, vao may nankarary
ChorusOutro: Em-Cm- G/D C/D G
Ianao, ho anjarako
Tonalite (Key): F#m (A)Intro: D/A..A.. (2x)Verse 1A E/G# F#m
Raha handeha ihany ianao
F#7/A# Bm
Raha sitrakao
D#m7b5 Esus4 E
Aza tena ilaozana tanteraka aho
F#m E/G# A
Fa izaho hatrizay tsy mahay
D Esus4....E....
Tsy zatra ilaozanao
Pre-Chorus Bm D/A E/G# E
Tsy hisakana izay mba fanirianao anie aho
A E/G# F#m
Tsy hanimba izay mba tena tianao
F#m D A/C#
Fa ny hasambaranao no tadiavina
Bm
Raha tsy misy ato an-trano
Esus4....E...Fdim
Dia tsara tso-drano
Chorus F#m F#7 Bm
Nefa amelao sombiny amin’ny fitiavanao
E A C#7
Mba amelao na 'zay sisa tsy zakanao
F#m F#7 Bm
Mba amelao na ho mpinamana tsotra izao
C#7 F#m
Woah oh..Raha handeha ihany ianao
Bridge #1: (F#m....)| C#7.... Bm .... | Esus4..E..Verse 2A E/G# F#m
Raha toa manembona ianao
F#7/A# Bm
Na koa mahatsiaro
D#m7b5 Esus4..E..
Izay niarahana taloha
F#m E/G# A
Ka matahotra na menatra ny
D Esus4....E...Fdim
Hiverin-dàlana, fantaro
Pre-chorusChorus (2x) F#m F#7 [Tonalite - F#m na A]
Am A7 [Tonalite - Am na C]
Fa miandry anao
Bm Bm-Bm/D
Dm Dm-Dm/F
Miandry anao foana ny toeranao
E A C#7
G C E7
Miandry anao, reo 'zay efa nilaozanao
F#m F#7
Am A7
Miandry anao
Bm
Dm
Miandry anao ny tia sy fitia
C#7 F#m
E7 Am
Modia, modia
Bridge #2: C#7-E-Am....| Dm.... G ....| C .... E/B-E-Am....| Dm.... E ....| Am....Chorus (Tonalite: Am na C)
Verse 1Dm Bb F
Efa voatety avokoa ny fotoana
Dm Bb F
Ireto isika roa dia mbola eo foana
Dm Bb F
Efa nandalo sedra, tsiky tomany
Dm Bb F
Izaho mbola eto, ianao koa mbola eo ihany
Verse 2Dm Bb F
Ka avelao aho mba hidongy, hitampify
Dm Bb F
Hoazoniko mafy ianao tsy ho avelako hidify
Dm Bb F
Dia aza asiana akory fanontaniana
Dm Bb F
Fa fantatrao ny ato am-poko ry tiana
Pre-chorus/refrain A7/Db Dm C/E F
Fa ho Mala__lako, Anjeliko, fitiavako
Gbdim7 Gm E/Ab A7
Ka hifameno sy hifanjohy…Tsy hifankafoy
Fiverenana/Chorus Bb F
Mahavariana, fa fifaliana
C Dm
Rehefa miaraka aminao aho tsy miafy
Bb F
Tsy voafefy, tsy voarefy
Aug7 A7
Efa voahenika fitia ny any anaty
Bb F
Rehefa tia, tena tia
C Dm
Mety ho adaladala kely 'ndraindray
Bb F
Na inona hanjo, na inona hiseho
Aug7 A7
Efa fo roa no nitambatr’ ho iray
Solo: Dm..Bb..F.... (2x)Verse 3Dm Bb F
Ny tsy hitia anao aloha sanatria
Dm Bb F
Ny foko efa nanaiky, efa vita sonia
Dm Bb F
Ny andro maloka, eny mety hitranga
Dm Bb F
Fitiavako anao aloha tsy ataoko misy banga
Verse 4Dm Bb F
Tsy hijery hafa, tsy ho lavitra ny saiko
Dm Bb F
F’ianao no akaiky ahy, ianao 'lay silaky ny aiko
Dm Bb F
Tsy foiko ho hatakalo, tsy foiko ho zaraina
Dm Bb F
Fa tokana iray anaty fo sy ny saina
Pre-refrain/Fiverenana
Hiran'i Tovo J'Hay rehetra: Tovo J'Hay
e|-----14----
b|-12-----15-
g|---12------
D|-----------
Verse 1G
Akipio ny masonao
Bm7
Dia mba henoy izao lazaiko izao
Em9
Fa natao ho anao irery
C-G/B-Am7 D7
Porofom-pitiava__na
Verse 2 G
Raha heloko ny mitia anao
Bm7
Efa tany am-ponja aho ohatr'izao
Em9
Na tsiky na alahelo
C-G/B-Am7 D7sus4-G
Izaho tsy mahasara__ka
Pre-refrain G(add9) Bm7
Tsy hoe mahay miteny
Em7 C(add9)-G/B-Am7-D7
Fa 'lay fitia no namoaka ire_______________ny
Fiverenana G
Aza manahy raha toa ka hoe
Bm7
Sendra ny mafy sy ny sarotra e
Em7
'Zaho aty vonona ny tsy
C(add9) Cm
Hivadika amin'ny toky nome_______na
G
Na faly na ory 'sika sy ianao
Bm7
Sanatria zatra hifandao
Em7 C(add9)
Androany miangavy aho mba lazao raha sitrakao
Cm G
Ny halalin'ny fitiavanao
Bm7 Em7 C-G/B-Am7-D7
Ny fitiavanao, ny fitiavanao, ny fitiavanao
Verse 3
G
Dia izao,
Bm7
'Zaho tsy hangataka ny volana aminao
Em7
Fa ny tadiaviko dia izao
C(add9)-G/B-Am7-D7
Hoe 'lay fitia______va__nao
Verse 4 G
K'aza manahy ianao
Bm7
F'izaho tsy hivadika
Em7
Tsy mahasaraka anao, tsy mahafoy anao
C(add9)-G/B-Am7 Dsus4
Efa zatra loatra anao e
Fiverenana
Intro (2x) - Tonalite: CC(add9)..Dm/F-F |Am..G..
C(add9)..F(add9)..|GVerse 1 (Tonalite: C) C G Dm
Raozy dia, mahate ho tia lay endrikao
C G
Fa tsara loatra, manintona ahy
Dm
Ianao no lafatra
Verse 2 (Tonalite: C)
C G Dm
Mambabo ny manodidina ny toetranao
C G F
Tsy miavona fa feno tsiky ny fiainanao
Intro/Verse 1 (Tonalite: C)Verse 2 (Tonalite: C->F)C G Dm
Mambabo ny manodidina ny toetranao
C G
Tsy miavona fa feno tsiky
Bb F
Ny fiainanao rehetra
Pre-refrain (Tonalite: F) Bb F
Ianao no deraina
Gm F
Tsy ho tantiko ny hamela
C
Anao tsy ho namako
Bass melody 1*: G-A-Bb | A-Bb-C| F-ERefrain (2x)(Tonalite: F) F C F Bass melody 1*
Mangovingovitra aho mahita anao
F C Dm [D*-C*-Bb*-A*]
Misy tsy aritry ny ao anatiko ao
Gm Dm Gm [G-A-Bb|A-Bb-C| G-A]
Hanantona anao aho izao dia izao
Bb C F
Hisedra ny herinao, hitory fitiavana
------------
F(add9)...C..F..G..Verse 3 (Tonalite: C) C G Dm
Vao mangiran-dratsy any aho, dia hiaritra
C G
Ny hatsiaka sy ny ando-maraina
Dm
Ambaravaranao
Verse 4 (Tonalite: C->F)C G Dm
Hivimbina ilay fitia sy handohalika
C G
Hitsena ilay marainanao
Bb F
Feno fanantenana
Pre-refrain (Tonalite: F) Bb F
Te ho anao aho
Gm F
Omeo ahy 'reo teny
C
Mifono hasambarana
Solo: Dm.... | Gm.... E .... | A .... Am..G..| C..Dm.. E .... | Bb...C.Fiverenana (2x) (Tonalite: F) F C F
Mangovingovitra aho fihininao
F C Dm
Natao ho ahy ny ampitsonao
Gm Dm Gm
Omeko anao izao tontolo izao
Bb C F
K'aza manana ahiahy amin'ny hoavinao
Outro: F(add9)....G....|C........
VST: JD Midi Grand (NeoSoul Keys 2)
Hiran'i Imagine rehetra: Imagine
Tonalite: BIntroB(add9)....(2x)|
G ....Em7....|Em7....F#sus4..F#Verse 1 B(add9) F#
'Zao rehetra izao, afoiko anao
B B C#m-B/D#
Tsisy fetra satria tiako ia__nao
E C#m7 F#-E/F#-F#/C#
Ka n'inona ilainao, tsy ataoko ankahory anao
E F# E F#
Ny fara-fitiavako, dia ho anao, ho anao
Fiverenana B(add9) G#m11
Izay sitrakao, 'zay rehetra tianao
E F#sus4-F#(add9)
Ataoko avokoa
B(add9) G#m11 E E(add9)
Izay ahasambatra anao no hany tanjona iriko
C#m7(9) F#(add9)
Anao 'zay afa-po anao, tanteraka
E
Fa raha toa ka sambatra ianao
F#sus4 F# E F# Intro
Dia ho sambatra aho (dia ho sambatra aho)
Verse 2 B(add9) F#
Tsisy atakaloko anao
B B C#m-B/D#
Fa sarobidy loatra ia__nao
E C#m7 F#-E/F#-F#/C#
Ka na izao tontolo izao, aza mbola ho rendrika
E F# E F#
Fa ny fitiavako anao, tsy ho levona, tsy ho levona
Fiverenana
Verse 3
B(add9) F#
Raha mbola misy, ny irinao
B B C#m-B/D#
Mihoatra izay nomeko a__nao
E C#m F#-E/F#-F#/C#
Dia vonona aho ny anolotra, ny aiko ho anao
E F#
Raha 'zay no mba ahatsapanao, fa tiako ianao
E F#
Tena tiako ianao
Fiverenana (2x)