Hiran'i Tovo J'Hay rehetra: Tovo J'Hay Am7: x02010 A7:x02020 Bb: x13331 B7:x21202 C7: x35353 C#:x46664 Dm: xx0231 D#:x68886 Fm: 1xx111 Gm7: 3xx33x G#:466544 Fampidirana (2x) F Gm7 C Tonony 1 F Gm7 C F Lay endrikao zay nahasarika ahy F Gm7 C F Lay toetranao tsara fanahy F Gm7 C F Malefadefaka fijery F Gm7 C Bb Maontina fomba sy fiteny Tetezana A7 Reny rehetra ireny Dm G No nahatonga ahy hanofy anao Bb F Nofy lalina, tanaty alina Bb C 'Zay niainantsika sy ianao Fiverenana F C Dm Noho,'lay nofy mamy, mampanontany Bb C F Hoe vita lasitra ato an-tsaiko C A7 Dm Tsy hay vonoina, ho adinoina Bb C F Tandindona foana ianao ry aiko Tonony 2 G Am7 D G Hira 'zay noventesintsika roa G Am7 D G Tanaty nofy kanto tokoa G Am7 D G Ny fo niventy azy hono tena feno G Am7 D C Mikalo ity hira tsy faheno Tetezana B7 Oroka safosafo Em A Ho solon-tsakafo C G 'Reo sangisangy sy vazivazy C D No tena nampiavaka azy Fiverenana G D Em Noho,'lay nofy mamy, mampanontany C D G Hoe vita lasitra ato an-tsaiko D B7 Em Tsy hay vonoina, ho adinoina C D G Tandindona foana ianao ry aiko Tetezana G D Em| C D G| D B7 Em| C D B7 Em Fa hadisoako ve ny hiteny hoe B7 Em Misy lanja be dia be A D D# Ny fisianao, ny fisianao Fiverenana (2x) G# D# Fm Noho,'lay nofy mamy, mampanontany C# D# G# Hoe vita lasitra ato an-tsaiko D# C7 Fm Tsy hay vonoina, ho adinoina C# D# G# Tandindona foana ianao ry aiko
Tag Archives: acoustic gasy
Satry Foana (Tovo J’Hay)
Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay Am7: x02010 Am7': x02013 Cadd9: x32033 D4: xx0233 G/B: x20033 Fampidirana (2x) G C G C G e|-3-2-0--|----0---|-3-2-0--|------- b|------3-|-1-3-3--|------3-|-1-0-0- g|-------0|-------0|-------0|------0 Tonony 1 G C D Em Efa ho ora iray no tafaray G C D G Miara-mikorana feno hafanana G C D Em 'Reo mpankafy mozika sy dihy G C D G Toa tsy mba malaina, satriny aza hitohy ny maraina Tetezana D Em-C Ravo ery 'zay tsy izy G Em 'Reto ankizy milalao Am7-Am7' G/B-Cadd9 Toa variana, toa sondriana D D4-D Manana ny atao Fiverenana (2x) G Cadd9 D Fa satry foana tsy mba hiala eo G Cadd9 D Fa satry foana hihaino ilay feo Tetezana Em | Bass Riff E|-0---0-0-0-2-0-3-2-0 Tonony 2 G C D Em Kotaba be ry zareo, tsy mety leo G C D G Miara-miangola, miaraka midola G C D Em Miondana aty mankary mankatsy G C D G Korana tsy rava, raha tsy tsemboka ny tava Tetezana Fiverenana (4x)
Niandry (Tovo J’Hay)
Key: A Intro (2x) E....| F#m7/E.... Verse 1 A Niandry irery foana teo Asus4/E-A Toa nanirery A/E-E F#m-E Niandry ny namany D-A Niaretany avokoa ireo Asus4/E-A Orana nifafy A/E E F#m-E Nanakotsa ny tenany Verse 2 D-A Nangingina tsy nahateny Asus4/E-A Nahatsiaro A/E E F#m-E Nangatsia_ka ny vatany D-A Nierikerika nanantena Asus4/E-E Sao hoe A/E E F#m-E Sao mbola tazany Melodie: E-F#-A| B-C#-E-F# Bridge Bm Ny hatsiaka 'zay namirifiry F#m E Azony taminy Bm Ny orana aza mikija tsy zakany F#m E Niafiany noho ny_aminy Chorus (2x) E/G#-A A/C# D Tsy nahita fa nody fotsiny izy E E/G# A Nandeha tsy nahaloa-peo A A/C# D Nangingina toa tsy nahateny E E/G# A Niandry fotsiny teo Interlude G-D/F#-A Outro A Efa dila ny lera (efa dila ny lera) Efa dila ny lera (Aza miandry azy intsony) Efa dila ny lera (Naleony niova) Efa dila ny lera (Sasatra niandry) (3x) Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay
Te Mba Ho (Tovo J’Hay)
Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay Capo: 1 (ny orijinaly mampiasa capo) Am7: x02010 Cadd9: x32033 D4: x5403x G/B: x20033 Fampidirana (4x) G/B Cadd9 D G Tonony 1 G/B Cadd9 D G Misy fitiavana tsy haiko lazaina G/B Cadd9 D G Reko mitempo reko miaina G/B Cadd9 D Em Ao anatiko ao misy feo mitalaho Am7 D4 Mitaraina miantso anao Tonony 2 G/B Cadd9 D G Toa manery toa mila tsy ho tanty G/B Cadd9 D G 'Lay vetso-po izay miery ao anaty G/B Cadd9 D Em Tsy mba mionona nefa tsy hay kobonina F D4 'Lay iray minitra hitiavako anao Fiverenana G Am7 C D4 (Ouh ouh ouh ouh), te ho eny aminao eny aho G Am7 C D4 (Ouh ouh ouh ouh), te mba ho fihininao G Am7 C D4 (Ouh ouh ouh ouh), aza avela irery eto aho G Am7 C D4 (Ouh ouh ouh ouh), fa te mba ho namanao Tetezana (2x) G/B Cadd9 D G Tonony 3 G/B Cadd9 D G 'Lay tsikitsiky fanaonao iny G/B Cadd9 D G Azo sary an-tsaina rehefa iny aho mangingina G/B Cadd9 D Em Tsy_indray tsy indroa f’efa maro tokoa Am7 D4 'Lay bitsika milaza ao am-po Tonony 4 G/B Cadd9 D G Misy nofy, misy vetso, aingam-panahy G/B Cadd9 D G Misy hery iray toa manaloka ahy G/B Cadd9 D Em Mitombo isan’andro tsy mety miato F D4 Mameno fo zato isan-jato Fiverenana G Am7 C D4 (Ouh ouh ouh ouh), te ho eny aminao eny aho G Am7 C D4 (Ouh ouh ouh ouh), te mba ho fihininao G Am7 C D4 (Ouh ouh ouh ouh), aza avela irery eto aho G Am7 C D4 (Ouh ouh ouh ouh), fa te mba ho namanao Tetezana Em D/F# G A e|----------------------------------9---- b|----7-8--7--8-10--------12--10----10--- g|-9-9------8-----------12------12-------- D|--9-----------------12---------------11 A|-7-------9--------10--------------0---- E|--------------------------------------- Am7 C G/B A D e|-5-7-8--7-----5-5-3--2-3-2 b|----------8---5------3---- g|--5------7--7--6-----2-2-- D|-7------9-----7------0---0 A|-0------------------------ E|-------------------------- Fiverenana (3x)
Novonjenao (Joseph d’Af)
Hiran'i Joseph d'Af rehetra: Joseph d'Af Am7: x0201x Am7': x02013 B7: x21202 B7/D#:xx1202 C': x35553 Cadd9:x32033 C/G: 3x201x Cm: x35543 D4: x5403x D4': xx0233 D': x57775 D/F#: 2x0232 Em7: 022030 Em7': xx2033 Em': xx200x Gadd2:xx5435 G': xx5433 G/B: x2x033 h: Hammer-on (kapohina aingana) Fampidirana Bass Riff A|------2-- E|-0h2-3--- D4 Am7' B7 Em7 Am7' Gadd2 C' D' G C/G G D/F# Tonony 1 G' D/F# Nihezaka ihany aho nitady hatrizay Em7' G/B Namana tiako sy tena tia ahy Cadd9 G/B Reraka aho, vizana aho Am7' D' Fa tsy nahita Tonony 2 G' D Namitaka ahy izao tontolo izao Em7' G/B Noheveriko hitondra fiainam-baovao Cadd9 G Kay tomany, sy talaho Am7' D4' D No omeny anao Pre-Chorus Cadd9 G/B F’indray andro aho nahita Anao Jesoa Am7' G Tamin’izay aho nahafantatra Cadd9 G/B Fa Ianao ihany no Andriamanitra A7 D Fitiavana Fiverenana G Cm Ka tsy nihahotra aho ny hanatona G/B Cm Nanolotra ny foko ho Anao D B7 B7/D# Em' Dia noraisinao tam-pitiavana ity foko A7 Nitalaho Am7' D G Na tsy mendrika aho dia novonjenao Tetezana (Solo Sax) D4 Am7 B7 Em7 Am7' Gadd2 C' D' G C/G G D Tonony 3 G' D Ny foko efa babon'ny fitiavanao Em7' G/B Tsy hitodika intsony amzao rehetra izao Cadd9 G/B Jesosy o, inty aho Am7' D' Tiako ianao Tonony 4 G' D Tsy hitady hafa intsony aho, ampy ahy ianao Em7' G/B Ny masoko hifantoka hibanjina Anao Cadd9 G Omeko Anao, hanjakao Am7' D4'-D Ny fiainako Pre-Chorus/Fiverenana Tetezana (Sax Solo) G Cm (2x) D B7 B7/D# Em' D/F# D Fiverenana Fiverenana (miova io ambany io) Am7' D Em-D/F#-Em7' Na tsy mendrika aho dia novonjenao Am7' D G Na tsy mendrika aho dia novonjenao
Hirahirantsika (Dillie)
Hiran'i Dillie rehetra: Dillie A': x07655 Bm: x24430 B: x24442 C': 8x(10)98x C#m: x46654 Dm: x57765 Em7: 020030 C#m: x42222 Gm: 3xx336 na (10)(12)(12)(11)x Fampidirana D A | Em7 G| A (2x) D Fiverenanan (2x) D A Raha handeha ianao Em7 G Hanalavitra anay D Hisara toerana indray A Hadinoy ny alahelo D A Ny hirahirantsika Bm G Iray takariva izay A Ka raha manina ianao D Izay no hira hirao Tonony 1 Dm Fa raha ho any ary ianao, 'zahay aty koa Gm Mahatsiaro C' Dm Fa ho eo akaikinao mandrakariva Dm Gm Raha malahelo ianao, raha mahatsiaro ianao C' A' Aza adinoina ilay hira, hirahirantsika Fiverenana Solo #1: Dm Gm | A' Dm (2x) Tonony 2 Dm Fa 'zay namanao any, toy ny aty koa Gm Ahatsiaro C' Dm' Mbola hiverina ianao, hanalavitra azy ireo Dm Gm Reo tong'eo akaikinay, hiara-hira indray C' A' Aza adinoina 'lay hira, hirahira izay Solo #2: D A | Em7 G|D A|D A| Bm G| A D Fiverenanan - ambony (3x) E B Raha handeha ianao C#m A Hanalavitra anay E Hisara toerana indray B Adinoy ny alahelo E B Ny hirahirantsika C#m A Iray takariva izay B Ka raha manina ianao E Izay no hira hirao
Tamboho (Tsiakoraka)
Hiran'i Tsiakoraka rehetra: Tsiakoraka
Capo: 5
Cadd9: x3x030 C/E: xx201x
D5: xx0235
G2: xxx035
h: Hammer-on (kapohina aingana)
p: Pulloff (esorina aingana)
Fampidirana Cadd9 G (2x) D5 C/E C G (2x) Tonony 1 Cadd9 Io ilay tamboho fa foana G Tsisy mpitaingina intsony Cadd9 Tsy afaka miantso fa moana G Hiantso ny mpandalo irony Tetezana (2x) G2 D5 C/E C G Fa mangi_na, niangonan’ny vovoka teo Solo D G D G D G g|----0-2h4-4|----0-2h4-4|-4-0-2-0 D|-0-2-------|-0-2---------------- D G D G D G g|------2h4-4|----0-2h4-4|-4-0-2-0 D|-0h2p0-----|-0-2---------------- Fiverenana C G Ireo tovolahy mpikalo C G Teo isan’andro isan’andro A D Efa nanjary mpandalo A D Rehefa mody masoandro ------------------------ 2x C G Fa tsy avelan’ny taona C G D G Hipetraka eo, hipetraka eo Tetezana/Solo (mitovy @ intro) Cadd9 G (2x) D5 C/E C G (2x) Tonony 2 Cadd9 Rehefa mitombo ny taona G Sarotra vao tafahaona Cadd9 Tamboho sisa miandry eo G Moana tsy mahaloa-peo Tetezana (2x) G2 D5 C/E C G Fa mangi_na, nanirian’ny lomotra teo Solo D G D G D G g|----0-2h4-4|----0-2h4-4|-4-0-2-0 D|-0-2-------|-0-2---------------- D G D G D G g|------2h4-4|----0-2h4-4|-4-0-2-0 D|-0h2p0-----|-0-2---------------- Fiverenana C G Ireo tovolahy mpikalo C G Teo isan’andro isan’andro A D Efa nanjary mpandalo A D Rehefa mody masoandro ------------------------ 2x C G Fa tsy avelan’ny taona C G D G Hipetraka eo, hipetraka eo
Raha Sitrakao (Tsiakoraka)
Key: G
Intro: G D | C D G Verse 1 G D G Raha sitrakao, hombay elatra aho G D Hisidinako any, lavitra any G G7 C Hizahako toerana iray G D G Ho ahy sy ho anao, raha sitrakao C G D G Ho ahy sy ho anao, raha sitrakao Verse 2 G D G Masoandro mody, hitondra ahy G D Ny ali-mangina, hanembonanao ahy G G7 C Hitondra nofy, nofy mamy G D G Handrotsirotsy ny fonao tomany C G D G Handrotsirotsy ny fonao tomany Solo G D C G G D G C G D C G Chorus (2x) C G Vao maraina aho, mangirandratsy C G Ny masoandro atsinanana any G D Hivimbinako tsiky ho anao C D G Hitondrana hafanana vaovao G D Ny haizina efa lasana nandao C D G Ny hazavana eo anilanao G7: 320001 Hiran'i Tsiakoraka rehetra: Tsiakoraka
Goa Naho Kepeke (Farakely)
Hiran'i Farakely rehetra: Farakely Salala no mpihira orijinaly Capo: 4 B7: x24232 na x21202 Eadd4: 024100 F#m7: 2xx220 F#m7':2xx222 G#m7: 4xx442 G#m7':4xx444 h: hammer (kapohina aingana) p: pulloff (esorina aingana) s: slide (agorisa aingana) Fampidirana E F#m7 E F#m7 F#m7 E F#m7 E e|-2s4-2---2s4-2-|-1s2----0--1s2----0 b|-3s5-2---3s5-2-|-1s2----0--1s2----0 B7
Tonony 1 E Eadd2 G#m7 Manin-tane avao raho, ndra ty e goa A (Riff #1) e|-------0 b|------2- g|-2h4p2-- D|-------- A|-0------ E Eadd2 G#m7 Naho maharey anareo le te handeha koa F#m7 G#m7 B7 Fe ie re kiahe ty harara hagne to____a B7 F#m7 G#m7 B7 Ndra ty tegna manin-tane, le toboke eto____a Tonony 2 E Eadd2 G#m7 A (Riff #1) Manin-tane avao raho, ndra ty e goa E Eadd2 G#m7 Le avolilio areo agne soasoa B7 (Riff #2) e|----2-- b|-2h3-5- g|------4 D|------- A|-2----- A G#m7' Ty ie ao ty goa, le manigne avao F#m7 B7 A G#m7' Te hombeto____a, fe ie mbe ao Bass (Riff #4) g|-------- D|-1-2-3-4 A|---0-1-2 E|-0------ Fiverenana A G#m7 Ay ie le aviko agne zay aba F#m7 G#m7 E/B (Riff #5) Velon-draho azo mate raho azo E/B (Riff #5) e|-0h2-4 b|------ g|------ D|------ A|-0h2-- A G#m7 E/B (riff #5) Tsy ao ka ty hiferenaigne antika F#m7' B7 Eadd2 Ay le aviko agne zay Tetezana (2x) (mitovy amin'ny intro fa asia bass) E F#m7' Ouh ouh (2x) F#m7' E Ouh ouh (2x) ------ B7 Tonony 3 E Eadd2 G#m7 A (riff #1) Manin-tane avao raho, ndra ty e kepeke E Eadd2 G#m7 Te himpoly agne ndra te hibabe_bebeke B7 F#m7 G#m7 B7 Le manigne ragne, le magnine ko____a F#m7 G#m7 B7 Te holy agne, zahay ama'i go____a Riff #6 e|-2s5-4-2-2 b|--------5 E Eadd2 G#m7 A (Riff #1) Manin-tane avao raho, ndra ty e kepeke E Eadd2 G#m7 B7 Te himpoly agne ndra te hibabe bebeke A G#m7' Fe ie ry kiahe, tsy tahy tsy hakeo F#m7' B7 A G#m7' Engao agne, naho tsy avy areo Bass (Riff #4) g|-------- D|-1-2-3-4 A|---0-1-2 E|-0------ Fiverenana (2x) A G#m7 Ay ie le aviko agne zay aba F#m7 G#m7 E/B (Riff #5) Velon-draho azo mate raho azo E/B (Riff #5) e|-0h2-4 b|------ g|------ D|------ A|-0h2-- A G#m7 E/B (riff #5) Tsy ao ka ty hiferenaigne antika F#m7' B7 Eadd2 Ay le aviko agne zay G#m7 Famaranana (3x) F#m7' B7 Eadd2 Ay le aviko agne zay
Ry Taniko (Bodo)
Hiran'i Bodo rehetra: Bodo Capo: 1 A/C#:x4222x A6: x02222 Bm7: x2023x na x24232 Dm/F:xx3231 Fdim:1231xx F#m7:2x2222 Fampidirana A Bm7 A e|----0-5-4-2-0 b|-2-3--------2 g|------------- D|------------- A|-0----2-----0 E|------------- D E F#m E e|-2-4-5--4-5-7-|-9-8-9--12 b|--------------|---------- g|--------------|---------- D|-0------------|---------- A|--------------|-9------11 E|--------0-----|---------- Tonony 1 A D Oram-be mivatravatra, kotro-baratra A Bm7 A/C# E No nalaiko ho namana A D Tsy hamofo alahelo an-tanin’olona Dm/F A Fa nataoko hampatsiahy E A 'Lay akany lavitra ahy Tonony 2 A D Ny korana sy lalao, manakora A Bm7 A/C# E Manangoly ny iharahana A D Sento lalina fa, manina te-hody Dm/F A E A E A No_hasetriko ny tsikiny, mampanganohano ahy Fiverenana E A D A Na ny mamiratra_aza, no hanambazana ahy D A E Tsy nahasarika ahy 'reo fa ianao Fdim F#m7 A6 D A Ry tany mamiko no nampanembona ahy D A E A Nierikerika aho fa sao tao ianao D A E Intro An-tsaina sisa no, nahitako anao Tonony 3 A D Tombin-drahona nandalo, no nafarako A Bm7 A/C# E Nefa ireny mba ho aiza moa A D Niriako orana mikija, tsy hamonto anao Dm/F A Fa tsy ho anao ry taniko E A (bass) Tsy tafita ny hafatro A|-4-5-|-6-7 Fiverenana E A D A Na ny mamiratra_aza, no hanambazana ahy D A E Tsy nahasarika ahy 'reo fa ianao Fdim F#m7 A6 D A Ry tany mamiko no nampanembona ahy D A E A Nierikerika aho fa sao tao ianao D A E F#m7 A An-tsaina sisa no, nahitako anao D A D A E A D A E F#m7 Bm7 A An-tsaina sisa no, nahitako anao