Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo
Bm/D: x2x231 (Bm7b5 ny anarany)
C': x32013 C#dim:x4x020Dm/C: x3x231Gm6/Bb:x1x030
FampidiranaDm Dm/C Bm/D Gm6/BbTonony 1Dm Am Dm Am
Rahoviana, ianao ry tiana
E Am
No hiverina indray
C G C G
Hahafaliana, miaro hakiviana
Am C C#dim
No hiandrasako, 'zay andro izay
Fiverenana Dm Dm/C E Am
Ry Bozy o, aiza ianao
Dm Dm/C E Am
Fa ny foko, efa lao
Dm Dm/C G C'
Miandry aman-taona, 'lay andro
Dm Dm/C G C
Ny andro sy fotoana, ahitako masoandro
Tonony 2Dm Am Dm Am
Asa lahy, raha izaho no sahy
E Am
Hamitaka anao
C G C G
Ataoko fa tsy hisy, tsy hisy 'zany indrisy
Am C C#dim
Satria, satria, mamiko ianao
Fiverenana
Dm Dm/C E Am
Ry Bozy o, mba faingana
Dm Dm/C E Am
Fa ianao, no fiadiana hilaina
Dm Dm/C G C'
Hamerina indray eto an-tavako
Dm Dm/C G C
Ny tsikin'ny fahiny, re rahavako
Dm Dm/C E Am
Ry Bozy o, ianao irery
Dm Dm/C E Am
Ry Bozy o, no toky sy hery
Hiran'i Bessa sy Lola rehetra: Bessa sy LolaBm: x24432
C#7: x4342x
D/F#:2x0232
F#m: 244222 na xx4675
Fampidirana
D A D
G D Bm-Em-A-Bm-Em-A
Tonony 1 (2x) D Em
Raha mbola misy tsiky
D/F# G D A D A
Azonao hasedra ny ronjon’ny ankaso
D Em
Nahoana indrindra iky
D/F# G D A D
No dia laniana foana ny vongan-dranomaso
----
C#7
TetezanaF#m C#7
Raha mbola misy ihany
F#m C#7
Kintana mamiratra
F#m E A E
Azonao banjinina
Fiverenana A E F#m D
Nahoana no tomany no andanianao
A E A
Ny alin’ny ririnina
Tonony 2 D Em
Raha mbola misy kalo
D/F# G D A D A
Azonao hiraina anaty fahavaratra
D Em
Nahoana no himalo
D/F# G D A D C#7
Mahita vodilanitra mosarena taratra
TetezanaF#m C#7
Raha mbola misy ihany
F#m C#7
Kintana mamiratra
F#m E A E
Azonao banjinina
Fiverenana A E F#m D
Nahoana no tomany no andanianao
A E A
Ny alin’ny ririnina
Intro- Tab
Bm(add4) Em
e|-10p7----------------0-----------0----
b|————-10p7--------0-------7---0-------7--
g|---------7h9-6h7---7---7-------7---5---
D|-------------------6---6---6---5---7----
A|-------------------------------------
E|-----------------7---7---7---0---0---0--
Verse 1
Bm Em
ô!ô!ô! Very aho akia
F#7 F#7/C# Bm
Raha mifanary fa tsy hiara-dia
Bm Em
ô!ô!ô! Ianao anie
F#7 F#7/C# Bm
Irery tokana fa tsy mba be
Chorus
Bm A/C# D C#dim7
Raha ia___nao ilay nantenaina
F#7 G G/B A
Hitondra maraina, no 'ndeha andeha
Bbdim7 D C#dim7
Ka izaho hiandry hangaina
F#7 G G/B A
Sy hiombo-taraina, ho kivy anie
Bbdim7 Bm....Em....F#7....Bm....-->ô!ô!___ô ....
Tonony 2
Am Dm
ô!ô!ô! Marary akia
E Am
Fa very anjavona ilay fitia
Am Dm
Aoka re fa tsy hanindroa
E Am
Hifonako_avokoa izay nanjo
Fiverenana
C E F
Fa ny aty dia fitia dia fitia te ho roa
G
Fa tsy mahay
C E
Tsy maha-tokana fa mila namana
F G
Tsara tokoa kay, ny miara-dalana
Am Dm E Am
ô!ô!ô!...
Famaranana
Am Dm
ô!ô!ô! Very aho akia
E Am
Raha mifanary fa tsy hiara-dia
Am Dm
Aoka re fa tsy hanindroa
E Am
Hifonako_avokoa izay nanjo
Fiverenana
C E F
Fa ny aty dia fitia dia fitia te ho roa
G
Fa tsy mahay
C E
Tsy maha-tokana fa mila namana
F G
Tsara tokoa kay, ny miara-dalana
Am Tab (Fampidirana)
ô!ô!ô!...
Tondrompeon'i Tarika Johary rehetra: Johary
Hiran'i Njakatiana rehetra: Njakatiana
Bb: x13331
Dm: xx0231
Eb: x68886 na x65343
Gm: 355333
FampidirinaF Bb Am
Bb C F
Bb F
Tonony 1Dm A
Mahatsiaro anao
C G
Malahelo anao
Bb F Gm
Manina anao mieritreritra anao
C
Isan’andro
Tonony 2Dm A
Lasa koa ny saina
C G
Hatramin’ny efa tsy ilaina
Bb F
Sakananao foana
Gm C
Fa misy hery manohana amintsika
Fiverenana (2x) F Am Bb
Tsy fitiavana tokoa raha tsy izao
C Dm
Tsy azo atao koa hoe kilalao
Am Eb
'Zay tena mafonja, 'zay tena marina indrindra
Bb F
Ary ho vanona
Am Bb
Tsy fitiavana tokoa raha tsy izao
C Dm
Tsy azo atao koa hoe kilalao
Am Gm
'Zay tena mafonja, 'zay tena marina indrindra
Bb F
Ary ho vanona
Tetezana Bb C Bb Am Gm
Eny tsy misy resaka_hafa afa tsy izany ihany aho
Gm Am Bb C
Satria tiako ianao, tiako foana foana
Hiran'i Njakatiana rehetra: NjakatianaCapo: 5 (Dm ny kle orijinaly fa atao Am
miaraka capo 5 no mora tendrena kokoa)
Bb: x13331
FampidirinaC F Em
F G C
F C
Tonony 1Am E
Mahatsiaro anao
G D
Malahelo anao
F C Dm
Manina anao mieritreritra anao
G
Isan’andro
Tonony 2Am E
Lasa koa ny saina
G D
Hatramin’ny efa tsy ilaina
F C
Sakananao foana
Dm G
Fa misy hery manohana amintsika
Fiverenana (2x) C Em F
Tsy fitiavana tokoa raha tsy izao
G Am
Tsy azo atao koa hoe kilalao
Em Bb
'Zay tena mafonja, 'zay tena marina indrindra
F C
Ary ho vanona
Em F
Tsy fitiavana tokoa raha tsy izao
G Am
Tsy azo atao koa hoe kilalao
Em Dm
'Zay tena mafonja, 'zay tena marina indrindra
F C
Ary ho vanona
Tetezana F G F Em Dm
Eny tsy misy resaka_hafa afa tsy izany ihany aho
Dm Em F G
Satria tiako ianao, tiako foana foana
Hiran'i Mage 4 rehetra: Mage 4Bm: x24432
Fampidirana (2x)Bm A...Em...G A BmTonony 1
Bm A Em
Ho avy any aho raha tsy mampaninona anao
G A Bm
Hamangy fa tsy hitory fitia
A Em
Fantatrao nefa fa hatramin’izao
G A Bm A Em G A
Tsy manadino anao
Tonony 2Bm A Em
Ho avy any aho raha misy tavela ny anao
G A Bm
Ampy hanafàn'io hariva fohy io
A Em
Hitafana ny alahelo tsy maty
G A Bm
Nandratra ny fo (2x)
G A D G A
Nandratra hambom-po
Fiverenana (2x) D A
'Lay fanaoko taloha
Bm G A
Niafiako avoko__a
D A Em
Izay ao am-po
G A D A G
Ho fatorako mba tsy handehaTonony 3
Bm A Em
Ho avy any aho raha tsy mampaninona anao
G A Bm
Tsy hitanisa ny halaheloko akory
A Em
Fantatrao nefa fa hatramin’izao aho
G A Bm
Maratra ny fo (2x)
G A D G A
Maratra hambom-po
Fiverenana (2x)
D A
'Lay fanaoko taloha
Bm G A
Niafiako avoko__a
D A Em
Izay ao am-po
G A D A G
Ho fatorako mba tsy handeha
Hiran'i Gahby: GahbyC7: x32310
Dm: xx0231
FampidiranaC Dm...G CC
C7 F..Dm G CTonony 1 (2x) C C
Zovy moa izato ianao
C Dm
Miseho mahalala ny ato am-poko
G G
Nefa izao no lazaiko
G C
Na fifaliana na toloko
C C
No mameno itony saiko
C7 F
Sy mitoetra anatiko ao
Dm C
Tsy natao izy ahalala
G C
Tombatombana ny anao
Fiverenana C
Ny fahalalàna ny ato am-poko
C
Zava-tsarotra ho anao
G
Ny ahafantaranao izany
G C
Mbola ho ela fa tsy izao
C
Ankehitriny aloha dia izaho
C7 F
Dia izaho samy irery
Dm
No mahalala ny ao anatiko ao
G C
Tena mbola zava-miery
Tonony 2 C C
Tsy ny tombatombanao
C Dm
Sy ny hevitrao mangina
G G
No ahafahanao milaza
G C
Sy ahatonga anao ho tiana
C C
Tsy ny sofinao mandre
C7 F
Na ny masonao mijery
Dm C
No ahalaza ny ao anaty
G C
Tena mbola zava-miery
Fiverenana (2x)
C
Ny fahalalàna ny ato am-poko
C
Zava-tsarotra ho anao
G
Ny ahafantaranao izany
G C
Mbola ho ela fa tsy izao
C
Ankehitriny aloha dia izaho
C7 F
Dia izaho samy irery
Dm
No mahalala ny ao anatiko ao
G C
Tena mbola zava-miery
Hiran'i Romule rehetra: RomuleCapo: 2 (afaka hovaina araka ny feo)
B7: x21202
D7: xx0212 Dm: xx0231 D/F#: 2x0232G7: 320001 G/B: x200xx Tonony 1C Em
Ao ihany ve ’reo hira mamy hatrizay
F G Em Am
No havela hangina ny taloha
Dm G C G/B Am
Misy mba mikolo ve ny orimbatonay
D D/F# G G7
Sa hirodana ka zary ho lo
Tonony 2 C Em
Misy anefa ireo ’zay mitahiry hatram’izao
F G Em Am
Ny Diary tena soa
Dm G C G/B Am
Ka zary fahatsiarovana ho ahy sy ho anao
D G C D7
Vita sikotra ao am-po tokoa
Fiverenana G D G
Hendratra ny saina mahatsiahy
G D G G7
’Rony hirahira mamintsika
C D C
Ngolingoly foana ny fanahy
C G C
Mitanisa ny andro paradisa
Tetezana F B7 Em Am
Velon-tsento, te hikalo sesilany
Dm G C G/B Am
Nefa tsy afaka fa mbola mitoma__ny
D D/F#
Mora taitra loatra ny ankaso
D D7 G G7
Hany ka mamafa ranomaso
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo
Capo: 5
F: 1x3211
G/B: x20003
Tonony 1Am Dm
Isekely ihany no mba mamiko
G C
Faniriko hatry ny ela be
Am F
Masoandroko, fifaliako
Dm G
Ka tsy mety ho adinoko
Tonony 2Am Dm
Isekely no fitaratra
G C
Itarafana ny fiainana
Am F
Na ny masonao, na ny tsikinao
Dm G
Manome fanantenana
Fiverenana C G
Mba omeo sary
C G
Ataoko ambany ondana
Dm F
Hiantsoana ny nofy
Dm G
Nofinofin-tsika roa
Tonony 3Am Dm
Misy zavatra tsy laitrako
G C
Manahirana ny saiko
Am F
Tsy mampatory andro aman'alina
Dm G
Fa mampifoha maraina
Tonony 4Am Dm
Tsy maintsy hianatra maraina
G C
Mbola hiverina ny hariva
Am F
Dia hitsena sy hanatitra
Dm G
Sao misy manadala
Fiverenana C G
Mampivezivezy
C G
Ianao sy ny fianarana
Dm F
Nefa ny fiainana
Dm G
Tsy vitan'ny fitiavana
Tonony 5Am Dm
Isekely nefa tsy foiko
G C
Na dia mampijaly foana
Am F
Ianao no kintana, Ianao no volana
Dm G
Fanilon'ny foko
Tonony 6
Am Dm
Isekely no mba secret-ko
G G/B C
Tsy lazaiko an'iza n'iza
Am F
Hanamboarako hanoratako
Dm G
Hirahira vaovao
Fiverenana C G
Toa voninkazo
C G
Mbola ho ela vao halazo
Dm F
Ilay fitiavako
Dm G Am
Ny fitiavako anao
Hiran'i Mahaleo rehetra: MahaleoCapo: 2
Am': x0x555 Am/E: 0xx555 na 0xx558
Bm: x24432 Bbm: x13321 Bbdim7: x12020
C': xx5553 C#dim7:x45350
D2: x54230 D7: xx0212 D2/F#: xx4230
Em': 07x057 E7/G#: 4xx430
G: 3x5433 G6: 3xx430 G7: 3x0031
G/B: x20033 Gmaj7: 3xx432 G#aug/A:x0x554
Fampidirana (2x) - Tab 1
G6 D2/F#
D2 (2x)
Tonony 1 G Gmaj7 G6 Gmaj7
Manembona aho re roy
G6 E7/G# Am' Am/E
Tapa-dia toa omby nafahy
Am' G#aug/A C' D
Manembona ny hava-tsy fo__y
D G D7
Lasa vetso sy very fanahy
Tonony 2 G Gmaj7 G6 Gmaj7
Fa vitsika momba kitay
G7 G Em'
Ny ranomaso no havozona
C C#dim7 G Em
Irery tsy misy miahy
Bm Bbm Am D7 G D7
Singan'__olona toy ny voahozona
Fiverenana G G/B C#dim7 G
Toa mirahona ny ala___helo
G G7 C
Raha mavesatra dia mianjera
Am Bbdim7 G Em
Raha tsisy hialofana tsy misy helo
Bm Bbm Am D7 G D7
Dia mandena mamely tsy miera
Tonony 3 G Gmaj7 G6 Gmaj7
Ny alahelo no hany sakaiza
G6 E7/G# Am' Am/E
Ny tsiahy no hiondanana
Am' G#aug/A C' D
Te hilefa kanefa mba ho aiza
D D G D7
Sara-tiana nohon'ny tsy fananana
Tonony 4 G Gmaj7 G6 Gmaj7
Tsy ho ela ny lanitra_ho manga
G G7 Em'
Hieretako 'zay zava-mitranga
C C#dim7 G
Ny johary_efa manangasanga
Bm Bbm Am D7 G D7
ny toe_rako any tsy_hijanona ho banga
G
Tab 1
G6
e|---------------------
b|-3-3---5-3-------3---
g|-----4---------4---3
D|---5-----5-5-5
A|------------------
E|--------------------
D2/F# D2 (2x)
e|-----0---------0-----
b|-------3-----3---3
g|---2-----------2------
D|-4---4-----------4----
A|---------0-5------
E|--------------------