Hiran'i Lalatiana rehetra: Lalatiana Tonalite: Bb Abmaj9: 4x534x Eb/G: 3x534x Ebm/Gb: xx434x (2x434x) Intro Abmaj9...Eb/G ...| Ebm/Gb..Bb... Eb ...Ebmaj7 ...| Cm7-Bb/D-Eb-Fsus4 Tonony 1 Bb Dm7 Toa nisopatra ny lahatra Cm7 Bb Nanao 'zay nihaonako aminao Ebmaj7 Bb Naleoko mihitsy re tsy hary C7 F7 Raha hijaly toy izao Bb Dm7 Marobe ireo efa hitako Cm7 Bb Tsy nampiraika ahy akory Ebmaj7 Bb Asa loatra fa ianao F7 Bb (Bb-Cm7/Bb/D) Manjary tsy ahitako tory Fiverenana Ebmaj7 Bb Aza jery ahy intsony, ireo masonao ireo Gm7 Ataovy koa izay tsy andrenesako C7 F7 Andrenesako ilay feo Ebmaj7 Bb 'Lay feonao malefaka iny, tsy ho azoko androtsy ahy Bb F7 Fa vao maika koa handratra F7 Bb Ny aty, foko sy fanahy F7-Eb/F Tonony 2 Bb Dm7 Aleoko izaho mandao anao Cm7 F7 Bb Any an-tany lavitra any Eb Bb Any aho no hitsabo C7 F7 (Gm7-F/A) Izany ratram-poko izany Bb Dm7 Toy izay mahita akaiky Cm7 F7 Bb Nefa tsy afaka manantona Ebmaj7 Bb 'Lay lapa soa anananao F7 Bb Indro tsinjoko hikatona Fiverenana
Tag Archives: acoustic gasy
Ny Mifankatia (Bessa & Bodo)
Hiran'i Bessa rehetra: Bessa Hiran'i Bodo rehetra: Bodo Tonalite: C Intro: Dm7 C/E-Am7 | D7-G7-C Tonony 1 C Dm7 C/E F C 'Zay rehetra antenaina ho fiononam-po C Dm7 C/E Am7 Gsus4 D7 G Dia hanjary rava maina, sy afoy avokoa C G7/D C/E F E7 Fandalovana eto an-tany, tsy mba hoe doria F C/E G/B C Am7 D7 G7 C Setrin’_i___zay, ny mifanka_tia Tonony 2 C G7/D C/E Tsy misy fanahy azo inoana C G/B G Afa-tsy Jeso be fitia Dm7 G C Am7 Eny satria izy tety Gsus4 D7 G Nahita ireo tsy rariny Tonony 3 C G7/D C/E Hatramin’ny hoe kibo noana C Gadd9/B G Efa nanjo azy tety Dm7 G C/E Am7 Fa norese__ny ny ta__ny D7 C#7 C Hitondra soa Tonony 1 Tonony 4 C G7/D C/E Fa saingy izao koa no tsarovy C Gadd9/B G Hivaly aminao ny ataonao Dm7 G C Am7 Tsy iray na roa no anaovan-tsoa Gsus4 D7 G Dia ef'andra____sam-baliny Tonony 5 C G7/B C/E Ny fonao madio no arovy C F#dim G Ndrao fakam-panahy no mankao hoe Dm7 G C/E Am7 'Zay sakaizako iha__ny D7 C#7 C No tiako koa Tonony 1
Avelao (Lalatiana)
Hiran'i Lalatiana: Lalatiana Tonalite: Bb Intro: Gm7 F(add11) Tonony 1 Bbmaj7 F/G-Gm7 F'aza lany andro miteny ahy Cm7 F7 Izaho tsy miova fa tia azy Cm7 F7 Fa sao lazainao vazivazy Gbdim Gm7 Eb/F Tsy anio ihany, ho doria Tonony 2 Bbmaj7 F/G Gm7 Hoy ianao hoe izy anie maditra Cm7 F7 Toa tsy misaina anao akory Cm7 F7 Ny alina izy tsy matory Gbdim Gm7 Eb/F Fa dia milalao fitia Fiverenana Gm7 F/A Bb Cm7 Dm7 Eb Avelao aho sy ny fitiavako hiara ho fa__ty Gm7 F/A Bb Cm7 Dm7-Eb Fa na marina aza izay lazainao Gm7 F/A Bb Cm7 Tsy maninona f’__aleoko ihany miaritra Gbdim Gm7 Eb/F Gm7 Anaty fitiavana lalina ka avelao Miverina ny Tonony 2 Tonony 3 Bbmaj7 F/G Gm7 Aza tantaraina ahy ny adalany Cm7 F7 Ny toetrany tsy tantinao Cm7 F7 Tsy mampaninona ahy izany Gbdim Gm7 Eb/F Tiako izy ampy izay Fiverenana (2x)
EP: Yessir Crystal (FM Tines 2.0)
Teny Mamy (Tovo J’Hay) – Piano
Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay Tonalite: G Intro Cmaj7 D Cadd9 G(add9)/B Bb Am7 G ---------------------- Ebmaj7 D7sus4 G (2x) Ebmaj7 D7sus4 Tonony 1 G D/F# Ny teny mamy nolazaiko Em7 Dm7 G7 Nanambitamby aminao Cmaj7 Bm7 Am7 Matokisa sombinaiko C/D G Am7 D Fa tsy hiova hatram’izao Tonony 2 G D/F# Hatezerako ombieny ombieny Em7 Dm7 G7 Nankararirary fo Cmaj7 G/B Am7-C/D Aza raisinao ireny G Aoka hivalona avokoa Fiverenana D C Ianao irery no nilaiko G Ianao ilay nofinidy D C Mahay mandamindamina ny saiko C/D G Diamondra sarobidy -------------------------- 2x Am7 D7/C Raha misy ny hadalako B7 Em7 Olombelona tokoa Cmaj7 Bm7 Am7 Aoka re mba hofafàko C/D G Dia hovaiko ho zava-tsoa Solo (mitovy @ tonony 1) Tonony 3 G D/F# Ny sangisangy izay fanao Em7 Dm7 G7 Horokoroka fahiny Cmaj7 Bm7 Am7 Raha mety re ianao C/D G Am7 D Averiko eto ankehitriny Tonony 4 G D/F# Ny bedibedy ’zay tsy tanty Em7 Dm7 G7 ’Zay nandreraka ny loha Cmaj7 G/B Am7 Tsy ataoko intsony mandra-maty C/D G ’Zao dia ’zao aho dia hiova fo Fiverenana Famaranana: Cmaj7-G/B-Am7 Ebmaj7-D7sus4-G
Diso Lalana (Poopy)
Hiran'i Poopy rehetra: Poopy Tonalite: Bb Intro: Bb(add9).... | Ebm6/9.... Gm11 .... | Bb .... Tonony 1 Cm7 Ebm6/9 Diso lalana aho hatramin'izay Gm11 Nanalavitra anao Cm11 Dm7 Gm11 Fa toa variana, varian'ny lavitra ny masoko Ab/Bb Bb-Bb7/F Ka diso fijery anao Pre-Refrain Ebmaj9 Dm7 Izaho nihevitra fa hatrizay G7 Cm11 Izay fananana no voninahitra rehareha Dm7 Ebmaj9 F (Eb/F-F) Mampidanadana izay rehetra aleha Bb Fiverenana Bb F Ankehitriny 'zay vao tsapako Bb (Bb7/D) Eb Fa diso lalana aho Ebm/Gb Bb/F C/E F Hay saro-bidy amiko, noho ny rehetra ianao Bb F Izay rehetra nananako Bb Bb7/D Eb Tsy nahataitra anao Ebm/Gb Bb/F C/E F Bb Satria ny fanahiko, ho_efa tsy sitraka__o F-Gm-F/A Tonony 2 Cm7 Ebm6/9 Diso hevitra aho nanantena Gm11 Fa ianao hanatona ahy Cm11 Dm7 Tsy ny fanahiko eny tsy ny tenako Gm11 Ab/Bb Bb-Bb7/F No natolotro ho porofom-pitiavana anao Pre-Chorus/Pre-refrain Ebmaj9 Dm7 Izaho nanantena hanome G7 Cm11 Izay rehetra nety, hahasambatra anao Dm7 Ebmaj9 F (Eb/F) Saingy'lay tadiavinao tsy ananako Fiverenana Tetezana Ebmaj9 Dm7 Izao toa irery aho G7 Cm7 Toa zary latsa ho ahy F7 Bb Ny fananako Ebm7 Ab7 Dbmaj7 Inay anie aho, nisaina toa anao F7sus4 F Db/Ab-Cdim-Db Tsy irery toa izao (tsy ho irery toa iza_______o) Fiverenana (Tonalite: Db) (Db) Ab | Db Gb Gbm/A Db/Ab Eb/G Ab Saro-bidy amiko, sarobidy amiko Db Ab | Db Gb Iana______________a_________o Gbm/A Db/Ab Eb/G Ab Db Satria ny fanahiko, ho_efa tsy sitraka__o Outro: Db....| Gb/Db..Db ------------------- Ebm6/9:asiana naoty F ny Ebm6 no maha Ebm6/9 azy. Ny m11 ataovy m7 raha tsy tianao ny feony
EP: Bell Tines 2 (FM Tines 2.0)
Fitia Voarara (Poopy & Mahery)
Hiran'i Poopy rehetra: Poopy Gm afaka atao Gm7 raha tianao kokoa (vice versa) Intro (Tonalite - F) Dm C Bb | Dm C G/B Tonony 1 Bb F Soa tsy fantatrao ny tolona ao anatiko ao Gm Bb/C F Toa reko injao mitritra ny fanahiko Bb F Soa fa raha tsy izany angamba mety ho gaga ianao Gm7 Bb C F’izaho ilay namanao nitia mangina anao Pre-Chorus (pre-refrain) Bb C F/A Bb Ratsy fiantefa ny safidin’ny fo Gm7 C F-Bb Ka ny saina no hamafisiko Fiverenena C F Gm Ny saiko mahalala fa tsy natao ho ahy ianao C F Bb Kanefa tsy mahasakana ity fo adalako C F Gm7 Mitempo mangina, misento ho anao Bb C F Fitia voarara vao miantomboka Tonony 2 (Tonalite - Ab) Db Ab Soa fa nisy ihany fomba hihaonana aminao Bbm Eb Ab Na fahoriana aza no naterany Db Ab Soa fa raha tsy izany angamba ho mafy noho izao Bbm Db C Ilay hirifiry izay nandrotindrotika ahy Pre-chorus/Fiverenana (2x) - Tonalite F Tetezana Bb C/Bb F/A Bb(add9) Ity foko no tsy mety fa manivaka Gm7 C F Ka ny saina no hamafisina Fiverenena (Tonalite - G) G Am Ny saiko mahalala fa tsy natao ho ahy ianao D(/F#) G C Kanefa tsy mahasakana ity fo adalako D G Am Mitempo mangina, misento ho anao C D G (3x) Fitia voarara vao miantomboka E
EP: Big TX816
Tsy Hanam-Pahataperana (Aina Cook)
Hiran'i Aina Cook Rehetra: Aina Cook Tonalite: A Bm: x24432 C#m:x46654 Esus4: 022200 F#m:244222 Intro: A Tonony 1 A C#m Na dia mbola zaza aho F#m E5 A Nefa harin-tsaina D C#m Bm E Sady mahalala, maheno ny tantara A C#m Ny fiainana tsy mora F#m E A Tsy maintsy misy banga D C#m Bm Esus4 E Nifadiana kosa, ny misaraka saranga Fiverenana F#m D Ny masoandro milaza nahalalako fa C#m F#m Misy anjara ho ahy ao aminy Bm Ny tarany nataony ho nanerana E Isam-baravarana F#m D Tsy nisy natao hifidy ny tsikiny C#m F#m Na niangarana tsy omeny Bm Ny hazavana atolony tsy azo ferana E Tsy hanam-pahataperana Solo Sioka (2x): A E | C#m Bm F#m | Esus4-E Tonony 2 A C#m Ny tsy fananana dia F#m E A Fahavalo tsy voafefy D C#m Bm E Tonga isan’andro, handrendrika ny resy A C#m F#m E A Fa ny fanantenana, sy mbola hiainana dia D C#m Bm Esus4 E Izy tsy mamela_irery, teny iray ambony foana Fiverenana (2x) Solo Sioka: faranana A
Tsiaro Anao (Lalatiana)
Key: D
Intro: Bm7....G.... | Em7....A.... (2x) D....| Gm/D
Verse 1 D Daug D6 Ity hira ity raha vao hiraiko D7 G Gm D Gm/D Dia ianao no tadidiko, dia ianao no ato an-tsaiko D Daug Tsaroako hatrany 'reo teny mamy D6 D7 G Gm D Vao nataon-tsika omaly, ato am-bavako androany Pre-Chorus F#m7 Em7 Toa hafahafa izany fitiavako F#m7 Em7 Em7b5 Raha tsy eo ve ny hira dia ho adinoko io olona io Chorus D C aaa..Tsy_izany velively Bm7 A#dim7 Bm7 Fa isan’andro aho dia mahita azy akaiky eo Solo: A/C#-D |C| Bm A#dim | D Verse 2 D Daug D6 Ity hira ity raha vao hiraiko D7 G Gm D Gm/D Dia ianao no ato an-dahoko, dia ianao no tsaroako D Daug D6 Tsaroako hatrany ireo tambitamby D7 G Gm D Vao nataonao ahy omaly, ato anatiko androany Pre-Chorus (tsy misy "io olona io") Bridge F#m7 | Em7 F#m7 | Em-A/E Gm-F#7 A#dim7-Bm7 Tsy hira ihany G No mitondra_ahy ho_any Em7 A F'izay rehetra ataoko, dia nankany Bm7 G Izy no tiako, hany ifaliako Em7 A Izy no hiraiko, izy ihany Solo: D C | Bm A#dim Bm Chorus Outro: D C| Bm A#dim7| A/C#-D D6 = Bm/D Em7b5 = Gm/E Tondrompeon'i Lalatiana hafa: Lalatiana
Tsy Fantatro (Imagine)
Hiran'i Imagine rehetra: Imagine Tonalite: D (Piano) Gitara: Tsy voatery asiana add9/11 A/C#: x4xx55 B/D#: x6xx77 F#maj7:2xx220 Gmaj7: 3x443x na 3xx432 Intro Dsus2 ....Bm(add9).... Gm(add9)....G/A..A Verse 1 D(add9) Bm(add11) Tsy fantatro, izay tena ao am-poko Gmaj7 A Fa mangovitra aho, raha vao mahita anao D(add9) Bm(add11) Tsy fantatro, na 'lay teninao no hinoako Gmaj7 A D(add9) Tamin'ilay, nilaza ho tia ahy, no tsaroako Pre-Chorus G E A Tsy andri_ko D A/C# Bm G-A Izao manambara iza__o Fiverenana D G Bm Fararanom-pitia ny andro androany A A/C# D Raha ho voalazako ihany G Bm A-A/C# Fararanon'ny ao am-po satria, samy tia D G Bm Voatokana ho anay ny andro androany A A/C# D Hifampizaranay ny mamy G Bm A Natokona ato am-poko ilay fitia, (ho doria) D(add9) Bm(add11) Ho anao [Fiv #1 ihany] Verse 2 D(add9) Bm(add9) Tsy fantatro, tsy haiko ho lazaina koa Gmaj7 A Ny hamaly anao, nefa ao anatiko ao D(add9) Bm(add9) Tsy fantatro, raha voavinavinao Gmaj7 A D(add9) 'Lay miafina voadiniky ny saiko, ho tia anao Pre-Chorus/Fiverenana Tetezana Gm(add9) A7 D F#m7 Bm Zahay sahy mifi_______dy, hifanome fitia Gm(add9) A7 Bm A Fenoina adi_______dy, vao maika hifankatia Gm(add9) A7 D F#m7 Bm Zahay sahy mifi_______dy, hifanome fitia Gm(add9) A Bm B-Bsus4 na B(add11) Na mamy na ngi_______dy, vao maika hankafy Fiverenana (Tonalite: E) E A C#m Fararanom-pitia ny andro androany B B/D# E Raha ho voalazako ihany A C#m B-B/D# Fararanon'ny ao am-po satria, samy tia E A C#m Voatokana ho anay ny andro androany B B/D# E Hifampizaranay ny mamy A C#m B Natokona ato am-poko ilay fitia, ho doria E(add9) C#m(add9) | Am(add9)....A/B..B| E Ho anao
Izy Nisaona (Aina Cook)
Hiran'i Aina Cook rehetra: Aina Cook Tonalite: C (capo 4eme case), E (no capo) Capo: 4 Am7': x02213 C: x32013 Fsus2: 13301x F(add9):1x3213 G(add9): 3x020x (T1) , 3x5435 (T2) Intro: Fsus2 Am7' (4x) Tonony 1 C' G/B Lasa ianao, lasa lavitra any Am7' G(add9) Nandao ny tany, 'lay feno tomany F C/G Izy irery no tavela, tsy afaka nitafa ela G G-Am7-------------G/B Tsy afa-nanoatra fa... tsy maintsy nifandao Tonony 2 C' G/B Lasa ianao, nanalavi-tiana Am7' G(add9) Dia 'lay fiainan-tsy hita, tsisy fahoriana F C/G G Izy teo nangahiahy, lahatra tsy afa-nanda Pre-Chorus Am7 Raha ny tiany, fifaliany G No tazominy eo anilany eo F G Tsy maintsy nekeny, tsy fidiny Fiverenana C' G/B Lasa ianao, tsy nifidy ny handao Am7' G Fa voantso amin'ilay fiainam-baovao C' G/B Lasa ianao tsy afa-nampilaza Am7' G Izy tavela nitomany toa zaza C' G/B Lasa ianao, tsy nifidy ny handao Am7' G Fa voantso amin'ilay fiainam-baovao C' G/B Fa lasa ianao, izy nisaona Am7 G Manantena anefa indray andro ianareo F(add9) - Am7' | F(add9) - Am7' Mbola hihaona Tonony 3 C' G/B Ny ranomasony tsy voatana Am7' G(add9) Ny momba anao tsy hainy ho fafana F C/G Ny sainy tsy tony satria ianao tsy eto intsony G G-Am7-G/B Efa nialoha lalana Tonony 4 C' G/B Fotoana fohy no niarahana Am7' G(add9) Tampoka loatra ny fisarahana F Izy mino mitanisa `Fa hoe misy 'lay paradisa Pre-Chorus/Fiverenana