Hiran'ny Njakatiana rehetra: Njakatiana Capo: 2 Amin'ny tonony dia misy xxxxx3 ny naoty Am7: x02013 C: x32013 Em: 022003 G/B: x20033 G6/B: x20030 Fampidirana G Am7 G/B C Tonony 1 G Am7 ...Toerana iray G/B C ...Dia tsotra kely izay Em D C ...Nampiray ka tsaroana indray Tonony 2 G Am7 ...Fitiavana iray G/B C ...Niseho tamin’izay Em D C C-G6/B ...Mitamberina an-tsaina indray Tetezana Am7 G/B C ...Lasa paradisa teo D Ilay toerana kely Am7 G/B C ...Niova lapa tampoka teo D ‘Reo trano kely Fiverenana (2x) Em Am7 Raha misaina ilay toera-mamy D G Dia tsy maintsy ho manina anao ihany Bm C Aiza intsony moa no ahitako anao G D G Ny foko efa nilaozanao Famaranana Bm C Aiza intsony moa no ahitako anao G D G Ny foko efa nilaozanao
Tag Archives: hira gasy
Tsy Hisy Ve (Njakatiana)
Hiran'i Njakatiana rehetra: Njakatiana Dm: xx0231 D7: xx0212 E4: 022200 F: 3x321x G7: 320001 G/B: x2003x Fampidirana F Em-E4-Em F Dm-Em-F-G G7 C Tonony 1 C G/B Am Dia tena tsy hisy ve C F Em G Am-ponao ao, toerana iray F Em F Dia tsy hisy ve Dm Em F G G C Indra-fonao, mba ampiray Tonony 2 C G/B Am Ratsy koa angamba aho C F Em G Sa tsy mahay, no tsy tianao F Em F Dm Em F G Tsy safidinao, ka tsy voaray G7 C C-G/B-Am Ho namanao Fiverenana G G C C-G/B-Am Fa ny foko tsy hatanty izany G G C Hokoboniko ao ny tomany E E Am Tsy hivily intsony koa ny saiko D7 D7 G G7 Fa ianao ihany no hilaik0 F Em F Dia tsy hisy ve Dm Em F G G7 C Indra-fonao, mba ampiray
Tetezana (mitovy amin'ny fampidirana) Tonony 3 C G/B Am Ratsy koa angamba aho C F Em G Sa tsy mahay, no tsy tianao F Em F Dm Em F G Tsy safidinao, ka tsy voaray G7 C C-G/B-Am Ho namanao
Fiverenana
G G C C-G/B-Am
Fa ny foko tsy hatanty izany
G G C
Hokoboniko ao ny tomany
E E Am
Tsy hivily intsony koa ny saiko
D7 D7 G G7
Fa ianao ihany no hilaiko
F Em F
Dia tsy hisy ve
Dm Em F G G C
Indra-fonao, mba ampiray
Famaranana
F Em F
Dia tsy hisy ve
Dm Em F G G7 C
Indra-fonao, mba ampiray
Niova (Njakatiana)
Hiran'i Njakatiana rehetra: Njakatiana Tonalite: D (Version Coulisse en TV plus) Accord intro fotsiny A': x07655 Em7': x79787 Em/A: x0x453 F#m7': x9(11)9(10)9 F#m7/A: x0x675 Gmaj7': x(10)(12)(11)(12)(10x) -------------------------- A/D: xx0220 Am/B: x2221x Asus2/B: x2220 Aug: x0x221 A/G: 3x222x B: 799877 B7: x21202 B7/F#: 221202 D/F#: 2xx232 F#m7: 2x2220 F#m7/B: x22222 F#m/C#: x44222 Gmaj7: 3x5432 Gm7/C:x33333 G/A: x00787 G/D: xx0433 *: Bass ihany Intro: Gmaj7'-F#m7'-Em7'-A' | D A*-Em/A-F#m7/A | G/A ------------------------- Intro tohiny (version Coulisse en TV plus ihany) D A/D | G/D A/D D-A/C#-Bm-Bm/A | Gmaj7 F#m7 | F#m7/B Am/B-Asus2/B Gmaj7'-F#m7'-Em7'-A | Gm7/C Riff e|-4-3---6-8-10 b|-4-3---6-8-10 g|-4-3---6-8-10 D|-4-3---6-8-10 ------------------------- A*-Em/A--F#m7/A | G/A' Tonony 1 D A/D G/D A/D Mitady efa maro loatra, ny sigara laniko D A/C# Bm Bm/A Gmaj7 Lanin' adin-tsaina,a__minao F#m7 F#m7/B Am/B-Asus2/B Ny alina, tsy hahitako tory koa Em Asus2 Aug Miandry ny maraina hahitana anao Tonony 2 D A/D G/D A/D Mitady hiroana amin'ny ratsy, ity tenako efa voa D A/C# Bm Bm/A Gmaj7 Amin'izay dia ho adino.... ny ataonao F#m7 F#m7/B Am/B-Asus2/B Nahoana re, no simbana ny amintsika G F#m7 Em A D 'Zaho mbola ampankana fy anao Fiverenana F#m/C# Bm Gmaj7 No___vainao, 'lay fifankatiavana E A Novainao, 'lay fifanarahana D Am D D/F# G Novainao, novainao koa ny fiainako Gm7/C Ho kitoatoa D/A A Dia ahoana indray, f'ahoana kay Intro Tonony 3 D A/D G/D A/D Vao tsy ela akory anefa, ianao 'lay tena tia D A/C# Bm Bm/A Gmaj7 Ohatran'ny mba ho tohi_zinao F#m7 F#m7/B Am/B-Asus2/B Tamin'ireny, hitako fa mamy ery G F#m7 Em A G 'Zaho mbola ampankana fy anao A/G F#m7 oouh oh-oh ouh oh, lalalay B7/F# B7 tsoriririri-mba-mbaray Em D/F# Mparara Mpararara mparararay G A Tsarara tsarara tsarara D...... Oh ouh o Fiverenana Famaranana Gmaj7-F#m7-Em7'-A'- B Ouh oh oh ouh oh oh
Izay Sisa (Tovo J’Hay)
Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay *: Bass ihany no tendrena Am7: x02010 Bb: x13331 Dsus: xx0233 Dm/F: xx323x F': xx321x Gm7: 3x333x Tonony 1 F C ..Efa teo izy hatrin’ny omaly F C ..Nitady anao, nijery anao F C ..Nipitrapitra toa tomany F C Bb*-A* ..Nanjary tsy dia be lazao Tetezena Gm7 Gm7 C Bb*-A* ...Efa am-bolana, tsisy taratasy Gm7 Gm7 C C ...Efa trotraka, nangasihasy Fiverenana F Gm7 Bb C F Gm7 Izay hira izay, no mba fihainony isan-kariva Bb C ‘Zay sisa F Gm7 Bb C F Gm7 Ilay sary iray, no mba fijery rehefa madiva Bb C ‘Zay sisa F F Bb F F Bb Oh! Oh! Oh! Oh! Oh! Oh! Bb C Bb A* Bb Gm7 Ouh ouh ouh ouh ouh F'-Dm/F-F (2x) Tonony 2 F C ..Ireo hatsiaka mamanala F C ..Ilainy aminao mba hanafana F C ..Ny alahelo tsy mety ho tana F C Bb*-A* ..Izy hono any mila ho adala Tetezana Gm7 Gm7 C Bb*-A* ...Efa amam-bolana, izy tsy mba niantso Gm7 Gm7 C C ...Milaza ho avy nefa: andraso andraso Fiverenana F Gm7 Bb C F Gm7 Izay hira izay, no mba fihainony isan-kariva Bb C ‘Zay sisa F Gm7 Bb C F Gm7 Ilay sary iray, no mba fijery rehefa madiva Bb C ‘Zay sisa F F Bb F F Bb Oh! Oh! Oh! Oh! Oh! Oh! Bb C Bb A* Bb Gm7 Ouh ouh ouh ouh ouh Fiverenana (Ambony - 2x) G Am7 C D G Am7 Izay hira izay, no mba fihainony isan-kariva C D ‘Zay sisa G Am7 C D G Am7 Ilay sary iray, no mba fijery rehefa madiva C D ‘Zay sisa Am7 Am7 D Am7 Am7 D Oh! Oh! Oh! Oh! Oh! Oh! C D C B* C Am7 Ouh ouh ouh ouh ouh
Ho Zaraiko Aminao (Ricky)
Hiran'i Ricky rehetra: Ricky Cadd9: x32030 D2: xx0230 Tonony 1 G D2 Avelao ’zaho hokotsain’ireo alahelonao, Cadd9 D2 Raha mbola misy fo tsy mety mitempo fitia G D2 Avelao ’zaho ho lena ireo ranomasonao, Cadd9 D2 Raha mbola misy tanana tsy mifandray mihintsy G D2 Avelao ’zaho hisento mandrakizay ’zaho, Cadd9 D2 Raha mbola misy foana ny elanelana mandrava G D2 Avelao ’zaho hitomany oa ’zaho, Cadd9 D2 D2 D2 D Raha mbola misy marina tsy voalazan’ny vava Fiverenana G D2 Cadd9 D2 Hozaraiko aminao izay an’ahy, Hozaraiko fa misy fanahy G D2 Cadd9 D2 Hozaraiko aminao izay an’ahy Hozaraiko fa feno fitiavana G D2 Cadd9 D2 Hozaraiko aminao izay an’ahy Hozaraiko fa feno fihavanana G D2 Cadd9 D Hozaraiko aminao ’zay an’ahy Hozaraiko fa aza manahy Tetezana G D2 Cadd9 D2 (3X) G D2 Cadd9 D Tonony 2 G D2 Avelao ’zaho hopotika ts'isy intsony, Cadd9 D2 Raha ohatra ka mbola tsy mandihy foana ny fony G D2 Avelao ’zaho ho levona, ho rava mihintsy, Cadd9 D2 Raha ohatra ny fitiavanao efa ts’isy G D2 Avelao ’zaho hangina, hangina tsy hiteny, Cadd9 D2 Raha ohatra ny fonao efa mihatery G D2 Avelao 'zaho, am’izao fotsiny eo, Cadd9 D2 D2 D2 D Raha ohatra ianao manomboka efa leo Fiverenana G D2 Cadd9 D2 Hozaraiko aminao izay an’ahy, Hozaraiko fa misy fanahy G D2 Cadd9 D2 Hozaraiko aminao izay an’ahy Hozaraiko fa feno fitiavana G D2 Cadd9 D2 Hozaraiko aminao izay an’ahy Hozaraiko fa feno fihavanana G D2 Cadd9 D Hozaraiko aminao ’zay an’ahy Hozaraiko fa aza manahy Tetezana Cadd9 D2 Raha ohatra ka fitiavana ny resaka Cadd9 D2 Raha ohatra ka tena fitiavana ny resaka Cadd9 D2 Ra ohatra ka fihavanana ny resaka Cadd9 D2 Cadd9 D2 Cadd9 D2 Cadd9 D2 Raha ohatra ka tena fihavanana ny reeeeeeeee- ie e e nah nah nah
Iny Havako Iny (Ricky)
Intro (2x) G(add9)..D/F#..|C/E..G/D.. G(add9)..D/F#..|C/E.... Verse 1 G D/F# C/E G/D Efa ela, loatra ho_aho e G D/F# C/E G/D 'Zay nandehananao tany ’zay G D/F# C/E G/D Tsy_nisy fotoana, nihaonana aminy e G D/F# C/E G/D Nihodina any izy, nihodina 'ndraindray Pre-Chorus G D/F# C/E G/D Toa nahatsiarotsiaro ’reo sary efa lasa G D/F# C/E G/D Nanganohano ’zaho niandry anao mba_hitahy G D/F# C/E G Tsy nety voafafa ho_aho ireo lasa fahiny G D/F# C/E G/D Mbola hiraiko na mamirifiry Chorus C/E G D/A Iny havako iny o, iny G Am7 C D Raha sendra mandalo dia antsoy mba hivily C/E G D/A Iny havako iny o, iny G Am7 C/D Raha sendra mandalo ianao D/F# G -> Intro Miandry foana aho Tetezana G D/F# C Tonony 2 G D/F# Cadd9 G Taiza foana a, taiza ianao e G D/F# Cadd9 G Mangingina, tsy misy mpilalao G D/F# Cadd9 G Maloka foana, tsy nety nazava e G D/F# Cadd9 G Ny habakabaka, hitambarako aminao Pre-Chorus Fiverenana (6x) Cadd9 G D Iny havako iny o, iny G G/B Cadd9 D Raha sendra mandalo dia antsoy mba hivily Am7: x02010 Cadd9: x32033 D/F#: 2xx232 G/B: x20033 Hiran'i Ricky rehetra: Ricky
Naleoko Izy (Tovo J’Hay)
Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay Am7: x0555x A/C#: x4x65x B: x24442 B/D#: x6x87x B/D#':xx1202 C#m: x46654 D7: xx0212 F#m7: 2x2220 G#m7: 4xx442 E4 E A/C#-B/D# |Cdim7 C#m7 |F#7 B e|------7----- b|-----7--10-9 g|----9------- D|-9---------- A|------------ E|------0----- Tonony 1 E Ianao izay hifankahita aminy G#m7 Lazao amiko ny_momba_azy Amaj7 Lazao 'zay rehetra tiany sy_izay mba maminy F#m7/B B Mbola tiany ihany ve, 'reo vazivazy Tonony 2 E Izy aloha dia mora fantatra avy hatrany G#m7/C# Tena kanto aoka izany Amaj7 Tia ny harena, ny rendrarendra, ny fiainana F#m7/B B Ny vola , lapasoa iainana Fiverenana Amaj7 Tena soa tena meva izy izay Am7 Tsy ho lefitry ny fo E E/B B Aleoko izy ho any, naleoko izy_ho_any Amaj7 Tena soa tena meva izy izay Am7 Tsy ho lefitry ny fo E E/B F#m7 F#m7/B Aleoko izy ho any, naleoko izy_ho_any Tonony 3 E 'Zaho aloha dia tsy naharaka ny sitra-pony G#m7 Ny asa maro tsy maintsy tontosaina F#m7 Naleony ary niala tsy nomeny ahy ny fony F#m7/B B Tsy omeko tsiny izy, azy no misaina Tonony 4 E Ianao izay mifankahita aminy G#m11 Dia efa amboary dieny izao ny fo Amaj7 Hiatrika ireo rehetra mety izay ho_mafy F#m7/B B Hiandry anao, hiandry ianao Fiverenana Fiverenana (2x) E Efa niova hono izy ve B7 Sa mbola ohatr’iny ihany Amaj7 Mbola zatr'ireo fomba fanao Am7 F#m7 Hatrizay, ela izay ? Amaj7 D7 (Riff #2) Firifiry ireo fay, aman-taona ohatra ahy E G#m7 F#m7 F#m7/B Ataony inona aho, ataony inona aho Riff #2 e|----------------- b|-7-5-7--5-7-5-7-5 g|-5-5-5--5-5-5-7-5 D|----------------- A|-5------------5-- E|-----------------
Tamberina (Tovo J’Hay)
Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay Capo: 1 B7: x21202 Fampidirana Em-B7, B7-Em, Em-Am, B7-Em Em-B7, B7-Em, Em-Am, B7-Em Em-B7, B7-Em, Em-Am, B7-Em Em B7, B7 Em Em Am, B7 Em... B7-B7 Ouh ouh, ouh ouh ouh, ouh ouh ouh ouh, ouh ouh ouh ouh Tonony 1 Em B7 ...Masoandro mody malefaka e B7 Em Tazako ery miankandrefana Am B7 Mandalo_izy miserana, miverina indray B7 Em B7-B7 Tonga 'lay maraina Tonony 2 Em B7 ....Ireo tso-drivotra manafosafo ny tontolo B7 Em Ampin'ny hazavana tsy_mety bobongolo Em Am Ny aingon' ny lanitra ny sariny B7 E D-D Mampanembona indray hamonjy ny ankaniny Fiverenana G D ...Ra mbola misy iny_lanitra iny D G Tsy maintsy misy fifaliana C G Na ho sasatra_aza izy, na ho reraka_aza izy, Em Minia ny mbola ho_avy, C G D ...Tsy maintsy hiverina, fa fy mitamberina G B7-B7 Mandalo miserana Tetezana Em-B7, B7-Em, Em-Am, B7-Em Em-B7, B7-Em, Em-Am, B7 B7-B7 Tonony 1/2/Fiverenana Famaranana Em-B7, B7-Em, Em-Am, B7-Em Em-B7, B7-Em, Em-Am, B7-Em Em-B7, B7-Em, Em-Am, B7...Em...
Izy Roa Kely (Kiaka)
Hiran'i Kiaka rehetra: Kiaka (*): bass ihany no tendrena A5: 577xxx Asus: x02230 Bm: x24432 D5: x577xx Fampidirina (2x) D Em, G A Bm Tonony 1 Bm Em Nifankahita indray izy roa kely G A Bm Mpifankatia efa hatry ny ela Bm Em Ny maso fotsiny no mifampijery G A Bm B*-C#* Ny tena koa angamba irery Tetezana D Em G A Bm B*-C#* Fa toa hitako teo, toa nangovitra ianao D Em G A D Fa toa hitako teo, te-hiteny zavatra ny molotrao D5(x4)-A5 Fiverenana G A Bm G Mbola tia angamba, matoa izy sahy manao izany Em A Nefa mino_aho fa mbola mila_ahy ianao Asus A Asus A G Oh oh, oh oh, oh A Bm G Mbola tia angamba, matoa izy sahy manao izany Em A Teny iray_ihany hoy_aho, dia ampy ho_ahy sy ho_anao Tonony 2 Bm Em Mibaliaka indray ny androntsika G A Bm Ka_mety daholo izay rehetra atao Bm Em S’izay mety ho sitram-potsika G A Bm B*-C#* Na ny tiako na ny tianao Tetezana D Em G A Bm B*-C#* Fa toa hitako teo, toa nangovitra ianao D Em G A D Fa toa hitako teo, te-hiteny zavatra ny molotrao D5(x4)-A5 Fiverenana (2x) G A Bm G Mbola tia angamba, matoa izy sahy manao izany Em A Nefa mino_aho fa mbola mila_ahy ianao Asus A Asus A G Oh oh, oh oh, oh A Bm G Mbola tia angamba, matoa izy sahy manao izany Em A Teny iray_ihany hoy_aho, dia ampy ho_ahy sy ho_anao
Tsy Misy Toa Anao (Tovo J’Hay)
Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay Am7: x02010 A7: x0202x Bm7: x24232 Cadd9: x32033 G/B: x2xxxx C#: x4xxxx Dadd4: x54030 Fampidirana (2x) Cadd9....|G.... Tonony 1 Cadd9 Cadd9 Indraindray toa mahavariana, indrindra rehefa tiana G G Ny_olona iray Cadd9 Cadd9 Fa toa mitombo tarehy, tsikitsiky be dia be G G Tiako, tia ahy Tonony 2 Cadd9 Cadd9 Rehefa_eny an-dalana eny, voalaza ombieny ombieny G G Fa feno fakam-panahy Cadd9 Cadd9 Fa ny fitiavana anao, tsy atakaloko vaovao G Ka_aza manahy Pre-refrain Bm7 Em ...Any andro mety lavitra ny maso Am7 D4 'Zaho tsy hitodi-doha Bm7 Em ...Reo mpanenjika sy mpanao ankaso Am7-G/B----C-C#----D4 Tsy hampiova ny fo Fiverenana G D Tsy misy toa anao, tsy misy toa anao Em Bm7 Raha ny fiainana nodiaviko_hatramin’izay C G F’ianao irery ihany dia mbola ianao foana hatrany A7 D4 No tiako hiankinan’ny fo G D Tsy misy toa anao, tsy misy toa anao Em Bm7 'Zay jerena ekeko tsara_avokoa C G F’ianao irery ihany dia mbola ianao foana hatrany A7 Dadd4 ...'lay tokan’ny fo Tetezana (2x) Cadd9 Cadd9 G G ouh ouh ouh, ouh ouh, ouh ouh Tonony 3 Cadd9 Cadd9 Ilay toerana iray, efa voatokana ho ahy G G Anaty fonao Cadd9 Cadd9 Fitiavana mafonja, volamena diamondra G G Tsy_mety mankalao Tonony 4 Cadd9 Cadd9 Midobodoboka ny fo, miketriketrika ny loha G G Rehefa_ianao tsy anilako eo Cadd9 Cadd9 Hivavaka mangina, ho anao aho ry tiana G G Tsy mba ho leo Pre-refrain/Fiverenana Famaranana G Tsy misy toa anao