Fitia Voarara (Poopy & Mahery)

Hiran'i Poopy rehetra: Poopy
Gm afaka atao Gm7 raha tianao kokoa (vice versa)
Intro (Tonalite - F) 
Dm  C  Bb |  Dm  C  G/B

Tonony 1
 Bb                         F
Soa tsy fantatrao ny tolona ao anatiko ao 
     Gm            Bb/C       F
Toa reko injao mitritra ny fanahiko 
 Bb                            F
Soa fa raha tsy izany angamba mety ho gaga ianao 
              Gm7       Bb           C
F’izaho ilay namanao nitia mangina anao 

     Pre-Chorus (pre-refrain)
      Bb        C         F/A      Bb
     Ratsy fiantefa ny safidin’ny fo 
      Gm7            C       F-Bb
     Ka ny saina no hamafisiko 

     Fiverenena
         C         F                   Gm
     Ny saiko mahalala fa tsy natao ho ahy ianao 
        C                       F       Bb
     Kanefa tsy mahasakana ity fo adalako 
        C        F             Gm7
     Mitempo mangina, misento ho anao 
        Bb          C            F
     Fitia voarara vao miantomboka 

Tonony 2 (Tonalite - Ab)
 Db                        Ab
Soa fa nisy ihany fomba hihaonana aminao 
    Bbm      Eb        Ab
Na fahoriana aza no naterany 
 Db                               Ab
Soa fa raha tsy izany angamba ho mafy noho izao 
          Bbm           Db          C
Ilay hirifiry izay nandrotindrotika ahy 

     Pre-chorus/Fiverenana (2x) - Tonalite F 

Tetezana
Bb        C/Bb        F/A     Bb(add9)
Ity foko no tsy mety fa manivaka 
 Gm7            C       F
Ka ny saina no hamafisina

     Fiverenena (Tonalite - G)
                   G                   Am
     Ny saiko mahalala fa tsy natao ho ahy ianao 
        D(/F#)                  G       C
     Kanefa tsy mahasakana ity fo adalako 
        D       G              Am
     Mitempo mangina, misento ho anao 
        C           D            G  (3x)
     Fitia voarara vao miantomboka 
     E

 

EP: Big TX816

Tsiaro Anao (Lalatiana)

Key: D

Intro:
Bm7....G.... | Em7....A.... (2x) D....| Gm/D
Verse 1 D Daug D6 Ity hira ity raha vao hiraiko D7 G Gm D Gm/D Dia ianao no tadidiko, dia ianao no ato an-tsaiko D Daug Tsaroako hatrany 'reo teny mamy D6 D7 G Gm D Vao nataon-tsika omaly, ato am-bavako androany Pre-Chorus F#m7 Em7 Toa hafahafa izany fitiavako F#m7 Em7 Em7b5 Raha tsy eo ve ny hira dia ho adinoko io olona io Chorus D C aaa..Tsy_izany velively Bm7 A#dim7 Bm7 Fa isan’andro aho dia mahita azy akaiky eo Solo: A/C#-D |C| Bm A#dim | D Verse 2 D Daug D6 Ity hira ity raha vao hiraiko D7 G Gm D Gm/D Dia ianao no ato an-dahoko, dia ianao no tsaroako D Daug D6 Tsaroako hatrany ireo tambitamby D7 G Gm D Vao nataonao ahy omaly, ato anatiko androany Pre-Chorus (tsy misy "io olona io") Bridge F#m7 | Em7 F#m7 | Em-A/E Gm-F#7 A#dim7-Bm7 Tsy hira ihany G No mitondra_ahy ho_any Em7 A F'izay rehetra ataoko, dia nankany Bm7 G Izy no tiako, hany ifaliako Em7 A Izy no hiraiko, izy ihany Solo: D C | Bm A#dim Bm Chorus Outro: D C| Bm A#dim7| A/C#-D D6 = Bm/D Em7b5 = Gm/E Tondrompeon'i Lalatiana hafa: Lalatiana

Tsy Fantatro (Imagine)

Hiran'i Imagine rehetra: Imagine

Tonalite: D (Piano)

Gitara: Tsy voatery asiana add9/11
A/C#:  x4xx55
B/D#:  x6xx77
F#maj7:2xx220
Gmaj7: 3x443x na 3xx432

Intro
Dsus2   ....Bm(add9)....
Gm(add9)....G/A..A

Verse 1
     D(add9)        Bm(add11)       
Tsy fantatro, izay tena ao am-poko
       Gmaj7                 A
Fa mangovitra aho, raha vao mahita anao
     D(add9)           Bm(add11)
Tsy fantatro, na 'lay teninao no hinoako
 Gmaj7         A                      D(add9)   
Tamin'ilay, nilaza ho tia ahy, no tsaroako
   
     Pre-Chorus
      G      E  A         
     Tsy andri_ko
       D       A/C#   Bm G-A
     Izao manambara iza__o

     Fiverenana
     D           G                  Bm
      Fararanom-pitia ny andro androany
           A       A/C#  D
     Raha ho voalazako ihany
                  G            Bm        A-A/C#
     Fararanon'ny ao am-po satria, samy tia

     D               G                Bm   
      Voatokana ho anay ny andro androany
             A   A/C#   D
     Hifampizaranay ny mamy
                      G           Bm         A         
     Natokona ato am-poko ilay fitia, (ho doria)
          D(add9) Bm(add11)
    Ho anao              [Fiv #1 ihany]

Verse 2
        D(add9)          Bm(add9)
Tsy fantatro, tsy haiko ho lazaina koa
      Gmaj7          A
Ny hamaly anao, nefa ao anatiko ao
     D(add9)               Bm(add9)
Tsy fantatro, raha voavinavinao
       Gmaj7     A                      D(add9)
'Lay miafina voadiniky ny saiko, ho tia anao

    Pre-Chorus/Fiverenana

Tetezana
              Gm(add9) A7     D  F#m7 Bm  
Zahay sahy mifi_______dy, hifanome fitia
          Gm(add9) A7      Bm            A
Fenoina adi_______dy, vao maika hifankatia
              Gm(add9) A7    D   F#m7 Bm
Zahay sahy mifi_______dy, hifanome fitia
             Gm(add9) A       Bm         B-Bsus4 na B(add11)   
Na mamy na ngi_______dy, vao maika hankafy

     Fiverenana (Tonalite: E)
     E           A                  C#m  
      Fararanom-pitia ny andro androany  
           B     B/D#    E  
     Raha ho voalazako ihany  
                  A            C#m       B-B/D#  
     Fararanon'ny ao am-po satria, samy tia  
     E               A                C#m  
      Voatokana ho anay ny andro androany  
            B   B/D#   E  
    Hifampizaranay ny mamy  
                     A           C#m        B  
    Natokona ato am-poko ilay fitia, ho doria  
         E(add9) C#m(add9) | Am(add9)....A/B..B| E
    Ho anao

Fihin-tananao (Tovo J’Hay)

Tonalite: F#, G#, B, A
A#m7b5 = C#m/A#
Bm7b5  = Dm/B

Intro  (Tonalite: F#)     
F#(add9)  F#(add9)/B (2x)

Tonony 1 
F#                               F#/A#
 'Lay tsikinao isa-maraina d'efa ampy ahy 
B(add9)                    F#
 Ho fifaliako, sitrako sy tiako 
                      F#/A#
Fankaherazanao manala ahiahy 
B(add9)                          C#
 Tsy hohadinoiko, voasikotra am-poko 

     Pre-Chorus
                                 B(add9)-C# 
     Fihin-tananao maneho fahavonona____na 
                                B(add9)-C#  B/C#
     Mba_hiatrika 'zay adiko sy ola____na 

     Fiverenana
                      F#(add9)             B(add9)
     Raha sendra mitomany, ho tojo ilay ankaso 
                     F#(add9)            C#
     Ny tananao no inoako, mahafafa ranomaso 
                        F#(add9)            B(add9)
     Tsy anjely nefa ianao,  mifono mistery amiko 
                     F#(add9) C#                 F#
     Fa be fitiavana_a_______hy, andrianiko ho tiaviko 

Tonony 2 (Tonalite: G#)
G#
 Indro aho fa niova nanam-pahendrena 
C#                              G#
 Niova ny fiainako, niova ny fisainako 
                                   C#
Dia tsisy afa-tsy ianao no voajeriko 
                        D#
Mamiko tiako, tokana fidiako 

     Pre-Chorus
                                C#(add9)-D#
     Tokinao, tsikinao, ampy ho andriko 
                                     C#(add9)-D# C#/D#
     Efa fantatrao f'ianao anie no kiadiko 

     Fiverenana  
                      G#(add9)             C#(add9) 
     Raha sendra mitomany, ho tojo ilay ankaso  
                     G#(add9)            D#  
     Ny tananao no inoako, mahafafa ranomaso 
                        G#(add9)           C#(add9)
     Tsy anjely nefa ianao, mifono mistery amiko 
                     G#(add9) D#                 G#
     Fa be fitiavana_a_______hy, andrianiko ho tiaviko

Tetezana (Tonalite B)
E                       C#m7
 Tsy taitra randram-bao, fa mionona aminao 
  A#m7b5                               D#  E
Anaty tsy mba re, tsy sanatria voafehy ouh ouh

Piano Solo (Tonalite A)
A  Dmaj9      |  Bm9-B7  E
Dmaj9 A/C#    |  C#7/F-F#m
Bm7-A/C#-D-D# |  A       E
 
     Fiverenana  
                 A(add9)                   D(add9) 
     Raha sendra mitomany, ho tojo ilay ankaso  
                     A(add9)             E  
     Ny tananao no inoako, mahafafa ranomaso  
                        A(add9)            D(add9) [Bm7b5]
     Tsy anjely nefa ianao, mifono mistery amiko  
                     A(add9)  E                  A
     Fa be fitiavana_a_______hy, andrianiko ho tiaviko

A/C#-Cdim-Bm7-A

Toa Azy (Tovo J’Hay)

Intro
Gm  D7b9 | Gm  Dm7b9  (2x)

Tonony 1
           Gm                      Eb6
Rehefa mandinika ny fihetsikao iny aho 
               Bb
Dia mahatsiaro azy 
         Gm                  Eb6
Fa na fiteny na fijery fanaonao 
                  Bb
Dia ahatsiarovako azy 

          Gm                   Eb6
'Reo vazivazy nifanaovantsika roa 
                    Bb
Toa efa niainako taloha 
             Gm                   Eb6
Hatramin'ny hira izay nokaloinao teo 
               Bb
Dia samy tianareo 

     Pre-Chorus
     Cm7                   D7   
      Variana aho indraindray 
     Gm          D7/A          Gm/Bb
      Fa ianao ihany ve 'lay iray 
               Cm7                      A
     Ilay tsy foiko sy 'lay tiako be fahiny 
        A/Db          D
     Miverina ankehitriny 

     Fiverenana (2x)
      Eb  F         Bb  
     Ka  lasa ny vinany 
         Ddim  G/B       Cm7      
     Ho faly  ve sa hitomany 
       Ab      D7/A      Gm/Bb-Bdim-Cm7
     Mbola ho sarotra takarina 
      Bb/F          F   Bb  
     Nef'izay 'lay marina 

Bb-Eb/Bb-Bb

Tonony 2
       Gm                        Eb6
Ilay toetrako izay masiatsiaka izay 
              Bb
Hiova tato ho ato 
          Gm                    Eb6
Tsy te hamerina intsony aho fa fay 
               Bb
Hanandrana fo vato 

      Gm                   Eb6
Hiezaka hitia anao toa azy aho 
                   Bb
F'ianao no anilako eo 
             Gm                     Eb6
Tsy tiako hanalokaloka ny saiko intsony izy 
              Bb
Hadinoiko hatreo

 

 

Fitiavana Mamiratra (Rija Ramanantoanina & Mbolatiana)

Hiran'i Rija Ramanantoanina rehetra: Rija Ramanantoanina
Hiran'i Mbolatiana rehetra: Mbolatiana

Intro
F-Gm7/F |  Fmaj7-Gm7/F

Tonony 1 (Rija R.)
  F                      Gm7/F
Niahotra ihany aho ny hanoroka anao
C/F            Gm7/F       Bb        C/Bb
 Nanomboka nangovitra ny anaty manontolo
       Bb        C/Bb
Nony akaiky anao

  Am7                   Fm/Ab
Niezaka hiteny aho tsy nahavoaka feo
Gm7            C7               F   Gm7/F | Fmaj7-Gm7/F
 Ny masonao mamiratra, no sisa tazako

Tonony 2
   F                Gm7/F
Nanantona ianao, nanoroka ianao
C/F                  Gm7/F       Bb        C/Bb
 Dia tsy tsaroako intsony ny amiko rehetraretra
         Bb      C/Bb    
Toa nanidina aho
    Am7             Fm/Ab
Nanjavona teo 'zay nojereko
Gm7            Bb/C C7          F     Gm7/F| Fmaj7-Gm7/F
 Ny masonao mamira_tra no nobanjiniko

     Tetezana
        F            Dbaug
     Fotoana fohy minitra fohy
     Dm                Cm          Bb           C/Bb
       Fa toa nijanona avokoa ny fiainan’ny tontolo
                  Bb   C/Bb
     Nanaja antsika roa
          F          Daug
     Dia nofiko teo nahoana moa?
     Dm                  Cm               Bb            C/Bb
       Raha toa k’isika roa irery no olombelona eto an-tany
                  Bb    C/Bb 
     Nofinofy antoandro
    
        Am7            Fm/Ab
     Dia tapaka teo ilay fotoana fohy
     Gm7            C7           [F   Gm7/F | Fmaj7-Gm7/F x2]
      Ny masonao mamiratra indro tazako


Tonony 3 ( Mbolatiana)
 F              Dbaug
Nofy hoy anao, Nefa hoy aho
Dm           Cm
 Kisarisary matotra ato an-tsaiko
    Bb            C/Bb           Bb  C/Bb
Tsy afako intsony       ireo nofinao

    Am7             Fm/Ab   
Toa sary sy nofy nifoha
     Gm7         C7                [F      Gm7/F| Fmaj7-Gm7/F x2]
Nindramina mba hialoha fitiavana mamiratra

Tonony 4
    F                Dbaug
Nangovitra ianao, nihovitra ianao
Dm               Cm                 Bb           C/Bb
 Fa ngadona efa vitako_hira ela ny hovitrovitrao
                  Bb   C/Bb
Mitovy ny ahy sy ianao
     Am7                 Fm/Ab
Tsy tapitra hatreo 'lay fotoana fohy
Gm7             Bb/C C7        [F      Gm7/F| Fmaj7-Gm7 x2]
 Fitiavana mandra_kizay no niantomboka