Key: Bm (D)
Intro (Bm): D(add9)..G/A.. D..A7sus2..
Bm(add9)....
Verse 1 (Key: Bm) Em7 A DAndroany aloha, nanome toky ianao
Em7 F#7 Nomenao fitiavana aho
BmNatolotrao ny fonao
Em7 F#7 Bm-A/C#-DNy nofy sy ny tsiambaratelo koa
Verse 2
Em7 AIzaho irery no tianao
D G(add9)Nefa manahy ihany aho
Em7 Rahampitso ve
F#7Mbola ho tia ahy ianao
Chorus (Key: B)
B
Fa raha sanatria ka nofy
Bsus4 B Cdim-C#m Izao rehetra i___zao
C#m
Avelao izy hitohy
C#m F# Mbola iarahako aminao
F# F#7/E B/D# E Mitalaho an-tana-droa raha azo ata____o
B/F# F# B Avelao aloha hanonofy farany aho
Piano Solo: Bm(add9)
Verse 3 (Key: Bm)
Em7 A DAzoko atao ve, ny ahatoky anao
Em7 F#7Sao sanatria tsy kilalao
BmSangy mahery no ataonao
Em7 F#7 Bm-A/C#-DHo torotoro izany foko mitala______ho Verse 4
Em7 A
Lazao re raha sitrakao
D GFa tena tia tokoa ianao
Em7
Ka na ny ampitso aza
F#7Nbola ho toy ny anio
Chorus (Key: B)
Key: C, F, Bb
Intro: Am..G/B..C..
F..C..|G7..C..
F/C
Verse 1 C G C F/C
Mangahiahy tsy misy hitarainana
C G
Tsy mana-namana tsy manan-kavana
F C
Toa kamboty zary singan’olona
G Dm/F C F/C
Mavesatra ny fahanginana
C G C F/C
Mifendrofendro toa vonton’ny tomany
C G
Toa fenofeno ery sy manimanina
F C
I Dada sy i Neny tsy eo anilany
G Dm/F C
Tsy hita izay ho sarangotina
Chorus C F/C C C-F/C [#1] (key: C) F Bb/F F [#2] (key: F)
Fa firy moa no mba mijery izany
C G F C
Eny firy koa no mba mamangy azy
G Gsus4 G7 C Csus4 C7
Misy ireo miraviravy tànana
G(7) F/A G/B C C(7) Bb/D C/E F
Toa mafy fo tsy mba mihantra namana
F Bb/F F [#1] (key: F) Bb Eb/Bb Bb [#2] (key: Bb)
Fa firy moa no mba mijery izany
F F C/E Dm7 C Bb Bb F/A Gm7 F
Eny firy koa no mba ma__nampy azy
G/B Am G C/E C/E Dm C F/A
Ka tolory tànana , mba jereo
F C/G G C Bb F/C C F
Fa aza avelanao irery fotsiny eo
IntroVerse 2(Key: F) F C F Bb/F-C/F
Ny endriny tsy mba mitsiky intsony
F C
Fa feno kentrona mieritreritra
Bb F
Ny ady sy ny tolona atrehany
C Gm/Bb F
Mandoro toa afo mirehitra
F C F
Ireto manodidina mikipy
F C
Minia miodina tsy mahafantatra
Bb F
Tsy te hahalala izay mba faniriany
C Gm/Bb F
Fa mandry saina sy eritreritra
Chorus #2
Hiran'i Poopy rehetra: Poopy
Hiran'i Poopy rehetra: Poopy
Gm afaka atao Gm7 raha tianao kokoa (vice versa)
Intro (Tonalite - F)
Dm C Bb | Dm C G/BTonony 1 Bb F
Soa tsy fantatrao ny tolona ao anatiko ao
Gm Bb/C F
Toa reko injao mitritra ny fanahiko
Bb F
Soa fa raha tsy izany angamba mety ho gaga ianao
Gm7 Bb C
F’izaho ilay namanao nitia mangina anao
Pre-Chorus (pre-refrain) Bb C F/A Bb
Ratsy fiantefa ny safidin’ny fo
Gm7 C F-Bb
Ka ny saina no hamafisiko
Fiverenena C F Gm
Ny saiko mahalala fa tsy natao ho ahy ianao
C F Bb
Kanefa tsy mahasakana ity fo adalako
C F Gm7
Mitempo mangina, misento ho anao
Bb C F
Fitia voarara vao miantomboka
Tonony 2 (Tonalite - Ab)
Db Ab
Soa fa nisy ihany fomba hihaonana aminao
Bbm Eb Ab
Na fahoriana aza no naterany
Db Ab
Soa fa raha tsy izany angamba ho mafy noho izao
Bbm Db C
Ilay hirifiry izay nandrotindrotika ahy
Pre-chorus/Fiverenana (2x) - Tonalite F
TetezanaBb C/Bb F/A Bb(add9)
Ity foko no tsy mety fa manivaka
Gm7 C F
Ka ny saina no hamafisina
Fiverenena (Tonalite - G) G Am
Ny saiko mahalala fa tsy natao ho ahy ianao
D(/F#) G C
Kanefa tsy mahasakana ity fo adalako
D G Am
Mitempo mangina, misento ho anao
C D G (3x)
Fitia voarara vao miantomboka
E
Hiran'i Poopy rehetra: Poopy
Hiran'i Njakatiana rehetra: Njakatiana
A/C#: x4xx55 A/E: 0x2220 Am/D: x0x231
Bm: x24432
E7/D: xx0434
Fmaj7:1x221x
Fampidirana: C F
C D5-E
Fiverenana
A
Fa raha sanatria ka nofy
A Bm
Izao rehetra izao
Bm
Avelao izy hitohy
Bm E
Mbola iarahako aminao
E E7/D A/C# D
Mitalaho an-tana-droa raha azo ata____o
A/E E A
Avelao aloha hanonofy farany aho
Am-Dm/A-Am
Tonony 1 Dm G C
Androany aloha, nanome toky ianao
Dm E Am
Nomenao fitiavana aho, natolotrao ny fonao
Dm E Am
Ny nofy sy ny tsiambaratelo koa
Dm G
Izaho irery no tianao
C Fmaj7
Nefa manahy ihany aho
Dm Dm Esus4-E
Rahampitso ve, mbola ho tia ahy ianao
FiverenanaAm Fm7b5 Am/E
Tonony 2 Dm G C
Azoko atao ve, ny ahatoky anao
Dm E
Sao sanatria tsy kilalao
Am
Sangy mahery no ataonao
Dm E Am-Bdim-C
Ho torotoro izany foko mitala______ho
Dm G
Lazao re raha sitrakao
C Fmaj7
Fa tena tia tokoa ianao
Dm Dm E
Ka na ny ampitso aza mbola ho toy ny anio
Fiverenana
Hiran'i Poopy rehetra:PoopyHiran'i Eric Tahina rehetra: Eric TahinaFampidirinaF# F#sus4-F#Tonony 1 F#sus4 F# B C# F#
Tsy ho be filaza aho, f’aleo ny tantara no hitsara
F#sus4 F# B C# F#
Tsy hiteny lava aho fa izay ataoko ho hitanao
C#sus4 C# B F#
Betsaka ny te_____ny fa ny tokana ambarako
F#sus4 F# B C# F# D/E
Ireny vita ire_____ny sy ny mbola ho avy ihany koa.
Tonony 2
Asus4 A D E A
Be ny efa vi____ta, mbola maro koa ny azo atao,
Asus4 A D E A
Ndao hiara-mi____ta, fa izaho ho toky ho andrinao.
Esus4 E D A
Ka raha mbola ni_____sy zavatra tsy mety ka natao,
Asus4 A D E A E
Tsy ho be fa vi____tsy satria efa mba niezaka aho.
Fiverenana A D A E
Ny toky omeko anao tsy ho poak’aty
A D F#m E
F’izaho ho namanao foana mandra-maty.
F#m E/G# A Bm A/C# D
Amin’ny andro sarotra aho dia ho hitan_ao eo
A/E E A
Anilanao tsy mba mandao Fa namanao
Tonony 3 Asus4 A D E A
Tsy mb’izaho mihi____tsy no handeha hivadika aminao.
Asus4 A D E A
Izaho tsy hitsi___tsy raha mbola misy azo atao
Esus4 E D A
Ts’izaho velive____ly, no haka izay ampelantananao,
Asus4 A D E A E
Na koa hite____ny, hanaratsy indray ny fiainanao
FiverenanaTetezana Bm7 Bm7/E A
Tsy izaho mihitsy no hivadika
Bm7 Bm7/E A'
Tsy izaho no andeha handroba 'nao
F#m E* D
F’izaho ilay tena namanao
E E/F# - F#
tsy mba mandao anao
Solo Bsus4-B || E F# B (2x) F#sus4-F# || E B Bsus4-B || E F# B ..F#Fiverenana B E B F#
Ny toky omeko anao tsy ho poak’aty
B E G#m F#
F’izaho ho namanao foana mandra-maty.
G#m F#/A# B C#m B/D# E'
Amin’ny andro sarotra aho dia ho hi_ta__nao eo
B/F3 F# B
Anilanao tsy mba mandao Fa namanao
Key: Eb (D - gitara 1er capo) Capo: 1 (Gitara) Intro G A Bm (3x) Em9 A Bm
Verse 1 G A F#m Sendra nandalo anie aho tamin’izay G A Bm Nivezivezy fa tokana iray G A Bm-F#m Tampoka teo reko avy any aminao G A Bm Hazavana hafanana hatsarana
Verse 2 G A Bm Sendra nandalo ianao tamin’izay G A F#m Nifanojo ny masontsika G A Bm Nientana iray ny fo sy fanahy G A D Ka tsaroako tsy afaka an-doha
Chorus G A Bm Tsy nisy nanampo izaho sy ianao G A Bm Fa hifanojo-doha ho eto izao G A Bm Vonona ny hiaraka fa tia G A Bm Ka ny faniriana ho doria
Verse 3 G A Bm Tonga tsy nantsoina avy ao anatiko ao G A Bm Nisy hery iray fitiavako anao G A Bm Sitraky ny Ray fa ho antsika amin’izay G A Bm Ny hitambatra olon’iray
G A Bm Reko fa nanohina ilay antsonao G A Bm Nibitsika mangina ny foko G A Bm Tsy haiko nolavina fa hery iray G A D Izay nandresy ireo ahiahy