Hiran'i Rebika rehetra: Rebika Capo: 2 Bm: x24432 h: hammer (kapohina aingana) p: pulloff (esorina aingana) s: slide (hagorisa) Fampidirana G Am Solo country e|------|-----------|-------------- b|----3-|-----------|-------------- g|-2s4--|-4p2-0-2h4-|-2h4-2-0-2h4-0 Bm C G D e|----3--|--3-3-|----7---|------0-|---- b|-------|------|------8-|--------|-1p0 g|-2s4-4-|-5-5--|-5s7-7--|-0h2-0--|---- Tonony 1 G Am Ny andro niainanay, tambany ny Masonao Bm C G D Ny ho avy manjavona Raiko o, ankininay Aminao G Am Na ny fanaintainana, na ny andro sarotra indrindra Bm C G D G Tsy sitrapo tsy nosainina, noho Ianao dia nisinda Tonony 2 G Am Mazana anefa ny zanakao, mitsambiki-mikipy Bm C G D Mambabo azy izao rehetra izao, ka manao Anao tsisy G Am Indrisy anefa ireo olonao, tsy iray mihitsy ny saina Bm C G D G Na ny afaka na ny tsy manan-katao, bolisitry no ampangaina Fiverenana Am D Bm Em Mbola fisaorana hatrany, ho voninahitrao A D Reo tsy mahalala izany, maro dia iantrao Am D Bm Em Babon'ny fitsapana, manadino lalana A D Tsy miorimpaka intsony, ny Teninao Ray Ambony Tetezana: G Am (3x) | Bm C D Tonony 3 G Am Mahamenatra raha jerena, mba tsy tambo isaina Bm C G D Ireo mibaby devoly jambena, mangala ny herin'ny maizana G Am Raviravy izany fankampanahy izy, io no fandemen-tsaina Bm C G D G Ho kamboty tsy misy mpiahy, raha hatrizay ho taraina Tonony 4 G Am Lainga halatra fijangajangana, ireo dia sarotra hialana Bm C G D Pozin-dratsy mahatamana, mazana tena lalana G Am Ety ve reko no asa mangina, na farihy mati-mamba Bm C G D G Hifaninana ny fanahy iniana, zahay manao dia-jamba Fiverenana Am D Bm Em Atodio 'zany saina, adidy no ampanjakaina A D Lazao fa ny hanavahana, ny Teninao fahafahana Am D Bm Em Ny Herinao no mandolo, raha mino Anao ny tontolo A D Fanantenana ho anay, ny famelanao ry Ray Famaranana: G Am (3x) | Bm C G
Tag Archives: tondrom-peo
Tongava Re (Mahaleo)
Hiran'i Dama rehetra: Dama Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Bb: x13331 Fampidirana: G Tonony 1 (2x) G Bb Tongava re, tongava re Bb C Tongava mamangy ny tanana misy anay C F Tongava aza misalasala ho'aho F C Tongava manaraka ny arabe G 'Zay mitondra mankany Tetezana G F Ho adinonao daholo ary ireo sorisory F G Sorisory mandreraka anao G F Ho adinonao daholo ary ireo tebiteby F G Tebiteby mandreraka anao Fiverenana (2x) G Em Fa ny zavatra ho hitanao any F Dia lanonana F C Lanonana miaraka am'reo akama G 'Zay any an-tanana Tonony 2 (2x) G Bb Tsy kobaka am-bava izy ity ry zalahy Bb C Tsy kobaka am-bava toy ny kabary C F Tsy kobaka am-bava nodradradradraina F C Fa hirahiran'ireo bandy kely G 'Zay mitendry kabosy Tetezana G F Manakoako daholo ireo lohasaha malaza mangina G F Manakoako daholo ny ambanilanitra iray manontolo a Fiverenana (2x) G Em Tsy mbola nahita ohatr'zany aho F Tena marina ho'aho F C Feona kabosy sy dihy malagasy G Dia mahavita an'izany an Tonony 3 (2x) G Bb Tsy notambatambazina na noterena Bb C Fa tonga daholo ny tao an-tanana C F Niara-niredona ireo hirahira F C Hirahira ataon'ireo bandy kely G Hirahira vokatry ny tany Tetezana G F Velona am'zay ary ny lamako F G Miaraka amin'ny amponga G F Velona am'zay ary ny taralila F G Miaraka amin'ny langorona Fiverenana (2x) G Em Tsy mbola nahita ohatr'zany aho F Tena marina ho'aho F C Nanjary nisy bal tao an-tanana G Mandram-parain'ny andro an Tetezana (2x) G Bb Iny fa tonga am'zay Bb Am Tonga am'zay ny maraina Am Bb Iny fa nody am'zay Bb Am Nody am'zay ireo akama G G Manaraka ny arabe, arabe F C G 'Zay mitondra an'zareo handeha, handeha Tonony 4 (2x) G Bb Mandehana re, mandehana re Bb C Mandehana mankany amin'ny tanana misy anao C F Mandehana aza misalasala ho'aho F C Mandehana manaraka ny arabe G 'Zay mitondra anao mody Tetezana G F Hiverina daholo ary ireo sorisory F G Sorisory mandreraka anao G F Hiverina daholo ary ireo tebiteby F G Tebiteby mandreraka anao Fiverenana (3x) G Em Fa ny zavatra miandry anao any F Manadala ho'aho F C Kandra_be_manadala ho'aho ry leirony an G Ka mba marina mafy an
Tri-O (Johary) – Mandalo fanitsiana
Intro- Tab Bm(add4) Em e|-10p7----------------0-----------0---- b|————-10p7--------0-------7---0-------7-- g|---------7h9-6h7---7---7-------7---5--- D|-------------------6---6---6---5---7---- A|------------------------------------- E|-----------------7---7---7---0---0---0-- Verse 1 Bm Em ô!ô!ô! Very aho akia F#7 F#7/C# Bm Raha mifanary fa tsy hiara-dia Bm Em ô!ô!ô! Ianao anie F#7 F#7/C# Bm Irery tokana fa tsy mba be Chorus Bm A/C# D C#dim7 Raha ia___nao ilay nantenaina F#7 G G/B A Hitondra maraina, no 'ndeha andeha Bbdim7 D C#dim7 Ka izaho hiandry hangaina F#7 G G/B A Sy hiombo-taraina, ho kivy anie Bbdim7 Bm....Em....F#7....Bm.... -->ô!ô!___ô .... Tonony 2 Am Dm ô!ô!ô! Marary akia E Am Fa very anjavona ilay fitia Am Dm Aoka re fa tsy hanindroa E Am Hifonako_avokoa izay nanjo Fiverenana C E F Fa ny aty dia fitia dia fitia te ho roa G Fa tsy mahay C E Tsy maha-tokana fa mila namana F G Tsara tokoa kay, ny miara-dalana Am Dm E Am ô!ô!ô!... Famaranana Am Dm ô!ô!ô! Very aho akia E Am Raha mifanary fa tsy hiara-dia Am Dm Aoka re fa tsy hanindroa E Am Hifonako_avokoa izay nanjo Fiverenana C E F Fa ny aty dia fitia dia fitia te ho roa G Fa tsy mahay C E Tsy maha-tokana fa mila namana F G Tsara tokoa kay, ny miara-dalana Am Tab (Fampidirana) ô!ô!ô!... Tondrompeon'i Tarika Johary rehetra: Johary
Vita Hatreo (Dadah Rabel)
Hiran'i Dadah Rabel rehetra: Dadah Rabel Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Capo: 2 Tendry Gasy (CGDGBE) A: x2222x Bbdim:x32322 Bm: x4443x B: x44446 C: 0x2010 Cadd9:x0203x D2: xx0230 Em: 4x5453 E*: xx2xxx F#*: xx4xxx G: x0000x (x00003 @ intro/fiv) Fampidirana (2x) D2-D-D2 G Tonony 1 D2-D-D2 D Tsy ady, tsy fifamaliana Bbdim Bm Bm-A-G A Tsy hita izay teo D2-D-D2 D Tsy hita intsony ianao, nangina Bbdim Bm Bm-A-G A Fa inona no niseho E*-F#* Tetezana Em Taratasy, taty aoriana B Em Nilaza fa vita hatreo D--C Oh oh Fiverenana C D G G-D-G Hay moa ka kilalao C D Em Napetrapetrakao C D G G-D-G Toa sangy, vazivazy C D Em Hany ka rava ho azy
Solo: Cadd9 D2 G Cadd9 D2 Em Em C D2 G (2x) Tonony 2 D2-D--D2 D Fa fitia niredareda Bbdim Bm Bm-A-G A Tsy toy ny nahazatra D2-D--D2 D Fa toa raozy soa sy ngeza Bbdim Bm Bm-A-G A Tsisy tsilo handratra E*-F#* Tetezana Em Hay fitia tsy nateza B Em Alahelo tsy omby tratra D--C Oh oh Fiverenana (2x) C D G G-D-G Hay moa ka kilalao C D Em Napetrapetrakao C D G G-D-G Toa sangy, vazivazy C D Em Hany ka rava ho azy
Iangolao Vaitra (Levelo)
Hiran'i Levelo rehetra: Levelo Capo: 1 Am/E: 0x2210 Am/G: 3x2210 (afaka tsorina Am) C': x32013 (afaka tsorina C) Dm/F: 103231 (afaka tsorina Dm) G7: 320001 (afaka tsorina G) G/B': x2000x Fampidirana (tab 1) G-Am7-G/B F-G-F G-Am7-G/B G-F-C-G/B C G Dm Dm/F C G C Tonony 1 C' G7 Am Dm/F C Tapatapaka-môza nanaovanao fefy G C Hiaro tanàna C' G7 Am Dm/F C Evokevo-dranomena laroina tambavy G C C-G/B' Dia lasa ody an-doha Fiverenana Am Am/E Am Am/E Am Am/G Am Fitiavako a___nao e mba mety ho toy izany Am Am/E Am Am/E Am G Ny ady na___tao e leferiko ihany ------------------------------- 2x C G Dm/F Tsikitsiky io aky dia iangolao vaitra C G C F’io no hamatotra antsika Tetezana: G-Am7-G/B F-G-F G-Am7-G/B G-F-C-G/B C G Dm Dm/F C G C C-G/B' Fiverenana Am Am/E Am Am/E Am Am/G Am Fitiavako a___nao e mba mety ho toy izany Am Am/E Am Am/E Am G Ny ady na___tao e leferiko ihany ------------------------------- 2x C G Dm/F Tsikitsiky io aky dia iangolao vaitra C G C F’io no hamatotra antsika Tonony 2 C' G7 Am Dm/F C Vakivakina voatavo no toham-baliha G C Tsy mety mangina C' G7 Am Dm/F C Horakoraka ao anaty ilay feon-dokanga G C C-G/B' Fitendrinao ho ahy Fiverenana Am Am/E Am Am/E Am Am/G Am Nifalifa___liako e nitabata___bako Am Am/E Am Am/E Am G Fitiavako a___nao e mba misy hiantako ------------------------------- 2x C G Dm/F Raha sendra malama ho’aho ny lalako ety e C G C Tsipazo antsamotady aho Tetezana: G-Am7-G/B F-G-F G-Am7-G/B G-F-C-G/B C G Dm Dm/F C G C C-G/B' Fiverenana Am Am/E Am Am/E Am Am/G Am Nifalifa___liako e nitabata___bako Am Am/E Am Am/E Am G Fitiavako a___nao e mba misy hiantako ------------------------------- 2x C G Dm/F Sendra malama ho’aho ny lalako ety e C G C Tsipazo antsamotady aho Tonony 3 C' G7 Am Dm/F C Kesika tsy boboka aty namian-jatovo G C Nidola tsy taitra C' G7 Am Dm/F C Verokely itoeram-pody milefitra ambany G C C-G/B' No tsy folaka akory Fiverenana Am Am/E Am Am/E Am Am/G Am Nisafoto___foto e nikopa-ta___dio Am Am/E Am Am/E Am G Nety hana___vandra e nikotroka anio ------------------------------- 2x C G Dm/F Tohanako sandry aky ny oram-panala C G C F’io tsy hampihontsona antsika Tetezana: G-Am7-G/B F-G-F G-Am7-G/B G-F-C-G/B C G Dm Dm/F C G C C-G/B' Fiverenana Am Am/E Am Am/E Am Am/G Am Nisafoto___foto e nikopa-ta___dio Am Am/E Am Am/E Am G Nety hana___vandra e nikotroka anio ------------------------------- 2x C G Dm/F Tohanako sandry aky ny oram-panala C G C F’io tsy hampihontsona antsika Tab 1 G Am7 G/B F-G-F e|----------------- b|-0-1---3----1-0-1 g|-0-0---0----2-0-2 D|------------3-0-3 A|---0---2--------- E|-3-------------- G Am7 G/B G-F-C-G/B e|------------3-1-0---- b|-0-1---3----3-1-1-3-- g|-0-0---0----4-2---0-- D|------------5-3-x---- A|---0---2--------3-2-- E|-3------------------- C-G/B' e|------ b|-1-0-- g|-0-0-- D|------ A|-3-2-- E|------
Asio Siramamy (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo [soundcloud url="https://api.soundcloud.com/tracks/247097142" params="auto_play=false&hide_related=false&show_comments=true&show_user=true&show_reposts=false&visual=true" width="100%" height="450" iframe="true" / Dbdim: x4x020 na x4535x D7: xx0212 Em: xx2000 F': xx3211 G': xx5433 Fampidirana C Em C Dbdim Dm G Dm G Tonony 1 C Em Toa tsy misy atao aho C Mahatsiaro anao aho Dbdim Dm Ianao ry Lalao G Dm G Ianao mampilalao ahy Tonony 2 C Em Tebitebin-tsaina C No hoentiko miaina Dbdim Dm Ary toa mangaina G Dm G Very tokinaina aho Fiverenana F' G' Fafao ny alahelo, fafao ny ranomaso Am Em Tsy vitan’ny tomany ny onjan’ny akaso F' C Atanjaho ny saina, atrakao ny loha D7 G Fa ho avy ny maraina,ho tonga koa Rasoa Tonony 3 C Em Aza mora taitra C Raha tojo ny mafaitra Dbdim Dm Asio siramamy G Dm G Mba mamimamy Tonony 4 C Em Ny ngidy ho lasa ho mamy C Ho foana ny tomany Dbdim Dm Ka hibaliaka indray G Dm G 'Lay masoandronay Fiverenana F' G' Misava moraramora, ny rahona mandalo Am Em Raiso ny gitara, andao isika hikalo F' C Raha ny adin-tsaina ve no atao hampimalo D7 G Ka hilavo lefona raha sendra fahavalo Famaranana C Em Aza mora taitra C Raha tojo ny mafaitra Dbdim Dm Asio siramamy G Dm Asio siramamy G C Mba ho mamimamy Em (2x) C
Nenina (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Em7: 0xx033 Fampidirana C Dm G C Tonony 1 C Dm Efa tara loatra angamba, vao nisaina G C Ity maso efa jamba, ka mangaina C Dm Efa tery avokoa, ny lalan-kaleha G C Ny tenany anefa efa voa, ka aleo mandeha Fiverenana Dm G Em7 Am Lala ô inona ary, no mba azo atao D G F Em G Ny zaza tsy fanary, tsy fandao Dm G Em7 Am Zakao ny sitrapo, k’aza mamoy fo D G F Em G Todio izy ireo ka jereo Tonony 2 C Dm Toa narian-dray sy reny, nahatsiaro resy G C Tsisy intsony ireo mpiteny, ka fetsifetsy C Dm Tonga ny fakam-panahy, matetika ratsy G C Vonjeo izy ireo ry lahy, fa lany vatsy Fiverenana Dm G Em7 Am Ampio izy ireo, todio sy jereo D G F Em G Fa mangata-maso sy mitoreo Dm G Em7 Am Aza omena tsiny, fa tsy mba niriany D G F Em G Ny ho ety an-tany ka hitomany Tonony 3 C Dm Efa tara loatra angamba, vao nisaina G C Ity maso efa jamba, ka mangaina C Dm Efa tery avokoa, ny lalan-kaleha G C Ny tenany anefa efa voa, ka aleo mandeha Dm G C Ny tenany anefa efa voa, ka aleo mandeha Famaranana Dm G C (2x)
Faribolana (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Dm7':xxx211 Em7':xxx433 F': xxx565 Tendry Gasy (CGDGBE) C: 0x2010 Dm: 2x0231 Dm7: 2x3211 F: 557565 G: x0343x G/F: 5x343x Fampidirana C Dm F'-Em7'-Dm7'-C-G Em7'-Dm7'-C-G C Tonony 1 C F Olona samihafa loko G G/F C Samy hafa firazanana C F Tsy tia mitsitokotoko G G/F C Fa mifandray tànana Fiverenana Dm7 G Samy leo sy mahatsapa G G/F C Fa ratsy ny mizarazara Dm7 G Ka aleo iray lapa G G/F C Mitovy zo mitovy anjara Tonony 2 C F Ireo tanana izay mifandray G G/F C Toa sarotra sarahana C F Toa miloko rano iray G G/F C Tsy hita ho havahana Fiverenana Dm7 G Toy ny ankizy miara milalao G G/F C Toa lavitry ny olana Dm7 G Jereo ireto izy malaina hifandao G G/F C Manao faribolana Tetezana C Dm F'-Em7'-Dm7'-C-G Em7'-Dm7'-C-G C Tonony 3 C F Dia mihodina tsy misy fiafarany G G/F C Miodidina fitiavana C F Fa tsara sy mamy aok’izany G G/F C Izany hoe mifampihavana Fiverenana Dm7 G Adino hoe Rakoto ilay mavomavo G G/F C Rabe ilay manana Dm7 G Fa samy hazoto hanandratra G F C Izany fihavanana Tonony 4 C F Jereko ny manodidina ahy G F C Toa mianjona mangarika C F Antsoiko hoe ndao isika hiray G F C Tsy misy voasarika Fiverenana Dm7 G Fa misy ny loko tsy mety hifangaro G F C Misy harena tsy hihavanana Dm7 G Dia mitsitokotoko miala amin’ny maro G F C Ny fotsy sy ireo manana
Famaranana C Dm F'-Em7'-Dm7'-C-G Em7'-Dm7'-C-G F G C Tendry Tsotra (EADGBE) Dm: xx0231 Dm7: xx0211 G/F: 1x0003
Valio Anie ho (Dadah Rabel)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Hiran'i Dadah Rabel rehetra: Dadah Rabel Capo: Tsy misy ny orijinaly (4 raha ilay hirain'i Inah) Tendry Gasy (CGDGBE) Am: x22210 Am/C: 0x2210 C: 0x2010 C/G: x02010 Cadd4: 0x3010 D: 2x0232 Dm7: 2x321x E: 4x2100 E/G# x12100 F: 557565 G: x0000x (na x0543x) Fampidirana C Am/C-C (3x) C Cadd4-C Tonony 1 C E E/G# Mandongilongy tsy mety hisinda Am Zary midongy C C/G F Sy mivindavinda ireo maraina G C Sarak’olon-tiana Tonony 2 C E E/G# Toa raho-mitatao manamaloka taratra Am Ora-mitraho C C/G F Mihombo ho oram-baratra ny toetry ny andro G C Ao am-po mangina Fiverenana F G E Am Valio anie aho, valio anie aho Dm7 G C Raha manina ianao ’ndraindray F G E Am Valio anie aho, valio anie aho Dm7 G C Sa efa sondrina ka tsy mahatsiahy Tetezana: D Dm7 G C Tonony 3 C E E/G# Ny voary manerana mandà ny hitraka Am C C/G Toa miantso fitserana fa mila tsy ho zaka F G C Ireo andom-pahatsiarovana Tonony 4 C E E/G# Tsy tiana ho antsoina tsy sandry ialofana Am C C/G Fa fo sendra voina tsy hay horakofana F G C Ny fanahy no zary torovana Fiverenana F G E Am Valio anie aho, valio anie aho Dm7 G C Raha manina ianao ’ndraindray F G E Am Valio anie aho, valio anie aho Dm7 G C Sa efa sondrina ka tsy mahatsiahy Tetezana: D Dm7 G C Tonony 5 C E E/G# Manangana avana ny lanitra manga Am C C/G Mihira fitiavana fa manangasanga F G C Any ho any ilay olon-tiana Tonony 6 C E E/G# Ny voary mifoha tsy toy ny omaly Am C C/G Fa tonga tokoa ilay mpamalifaly F G C Ireo voronkely mihira fihobiana Fiverenana F G E Am Fa tonga ianao, fa tonga ianao Dm7 G C Tsy niova f’ilay nahababo F G E Am Fa tonga ianao, fa tonga ianao Dm7 G C Ny lanitra mirana ny fo ravoravo Tendry Standard (EADGBE) Am/C:x3x210 C/G: 3x2010 Cadd4:x33010 Dm7: xx0211 E/G#:422100
Fahavaratra (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo: Mahaleo C/G: 3x2010 C#m: x46654 C#7: x4342x Cdim7:x34242 D7/F#:2x0210 E': 0x6454 Em/G: xx5453 F#: 244322 G#: 466544 Gmaj7:3xx432 G#m: 688666 Fampidirana E' Em/G (2x) Tonony 1 E C#m Fahavaratra ny andro F# A G# Ny orana no manjaka ety E C#m Tsy ahalalana andro antoandro F# A G# Toa tsy maha te ho ti_a Tetezana Am C/G D7/F# Fahavaratra ny andro Am C/G D7/F# Tsy ahalalana andro antoandro Gmaj7 Em Ny voary no lena C#7 F# Kotsakotsa mahonena Tonony 2 E C#m Orana tsy miato F# A G# Toa mihoby mikorana E C#m Tsy ahitan-java-kanto F# A G# 'Nefa tsy azo rarana Tetezana Am C/G D7/F# Fa raha ratsy ny ato Am C/G D7/F# Tsy ahitan-java-kanto Gmaj7 Em Ny orana no manjaka ety C#7 F# Toa tsy maha-te ho tia Fiverenana E F# G#m Fahavaratra ô Cdim7 C#m Fahavaratra o E' Tonony 3 E C#m Herinandro toy izao F# A G# Tsy ahafahana manao ny atao E C#m Fa petsapetsa lava F# A G# Izay rehetra hitanao Tetezana Am C/G D7/F# Herinandro toy izao Am C/G D7/F# Tsy ahafahana manao ny atao Gmaj7 Em Ny orana no manjaka ety C#7 F# Toa tsy maha-te ho tia Fiverenana E F# G#m Fahavaratra ô Cdim7 C#m Fahavaratra o Famaranana E' Em/G