Hiran'i Rija Oelijaona rehetra: Rija Oelijaona B7: x21202 na B: x24442 C#m: x46654 F#m: 244222 Fampidirana (2x) E..B7..A..E..B7 Tonony 1 E Fotoana fohy na herinandro angamba izay B7 A No teto Mahajanga izahay E Tsy nanana an’iza hiresahana B7 D A Na hizarana hafaliana E B7 Nahalahelo fa irery Tonony 2 E Mitazatazana ireo mpandalo B7 A Na koa mikalokalo f’izany moa E No fialam-boly ankafiziko B7 D A Rehefa irery eny aho ka manary dia E B7 Dia hira no tiako Fiverenana C#m Indray antoandro be migaina B7 Iny nisy tovovavy iray A Nirava nianatra izy angamba E B7 Na koa asa lahy, na mba ho aiza D A E Fa niavaka sy hafa C#m Fa jefijefy sy kanto ery B7 Ny fihetsiny mitomban-dahy A E Sariadriaka endrika, baliaka B7 Sahisahy, nahavariana D A E Nambabo fo,nahafatifaty Tetezana E F#m B7 E A E Hay ianao no nandalo ahy ianao...An (2x) Tonony 3 E Nifanadala teo isika B7 A Nifananihany, nifampikopa-tanana E Nitsiky, nihomehy B7 D A Ary nidify ianao, nefa tsy nandao E B7 Ny eritreritro, fa nitoetra Tonony 4 E Taty aoriana kely, nifankalala isika B7 Nifankazatra satria A E Ny tranontsika moa nifanakaiky rahateo B7 D A Ka dia nifankahita matetika E B7 Toy ny mpiray tanàna rehetra Fiverenana C#m Toy ny mpinamana rehetra B7 Dia tsy nisalasala aho A E Nanadikadina izay rehetra momba anao B7 D A Ary mba iza moa no anaranao E Mba lazao C#m B7 Ianao koa moa tsy nihafahafa-teny B7 Dia nitsotra hoe A E Raha tianao ho fantatra ny ahy dia "Josée" B7 D A Ary mba iza ho’aho no hiantsoako anao E Sao "Rija" Famaranana E F#m B7 E A E Hay moa fantatrao ny anarakooooo E F#m B7 E A E Faly aho fa lasa namako iana_o (2x) E F#m E A E
Tag Archives: tondrom-peo
Tsisy Tsiny (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Hiran'i Dadah Rabel rehetra: Dadah Rabel Tendry Gasy (CGDGBE) C: 0x2010 C/E: 4xx55x C/G: x0xxx3 Dm7: 2x3211 Em7: 4x5433 Em7/B:x4x433 F: 557565 F/C: x57565 Fm7: 5x6544 G: x0000x G/B: x4x40xx G/D:xx0x3x G': x03430 h: hammer-on (kapohina aingana) p: pulloff (esorina aingana) s: slide (agorisa) Fomba fitendry ny G eo @ tonony G G/B G/D e|------------ b|-----0-----3 g|---0-2s4---- D|--0--------0 G|-0---2s4---- C|------------ Fampidirana C e|----3-------3---- b|-3h5-5-3-3h5-5-3- g|------5---------5 D|----------------- G|----------------- C|-0---------0----0 Tonony 1 C C/E C/G C C/E-C/G 'Sika mifankahala, mifampijery toa vahiny e G G/B--------G/D G G/B Nefa anie malala, mba nifankatia fahiny G/D G G/B-G/D Ts’isy tsiny e G G/B----G/D C C/E-C/G Ts’isy tsiny ny amin’iny e Tonony 2 C C/E---C/G C C/E-C/G Tonga ny lainga sy ny fitaka C C/E---C/G Ny toky teny nidi__ny e G G/B-G/D G G/B Sarisaritaka ny fony no vangiany G/D G G/B-G/D Ts’isy tsiny e G G/B----G/D C C/E-C/G C Ts’isy tsiny ny amin’iny e Fiverenana C-Dm7-----Em7 F F/C Saingy ny ankizy eo afovoany F F/C Tsy hay izay hadisoany Em7 Em7/B Tsy hainy ny ataony Em7 Em7/B Mikorontana ny fony Dm7 F G' Tsy hinoany, hoe tsy mifankatia intsony --------------------------- F F/C Ianao mandrirotra an-kavia F F/C Izaho misintona an-kavanana Em7 Em7/B Izay no arahan'ny dia Em7 Tsy hotoloran-tanana Dm7 Fm7 G' Tsy azo avahana, samy ny tiany no arahana
Gitara Solo
e|-3-3h5p3-1-0 b|-5-5---5-0-1 -------------- 2x
C C/G C C/G e|-7h8p7---|-------7h8p7--|-------- b|------8--|----8-------8-|---8s3p0 g|-------9-|---9---------9|--9----- D|---------|-10-----------|10------ A|-------0-|-------------0|-------- E|-0-------|-------0------| ------- Dm7 Em Dm G C e|------3-2-1|-1s3-3-1-|-1-1-1|-1s3-3|-3h5-3-1-0 b|----3-3-2-1|-3s5-5-3-|-3-3-3|-3s5-3|-3---3-1-1 g|-2s4--4-3-2|-2s4-4-2-|-2-2-2|-2s4-4|-------2-0 D|----------0|---------|-0-0-0|------|---------2 G|-----------|---------|------|-----0|-0---0---- C|-----------|-----4---|------|------|---------0 e|------ b|------ g|-0h2p0 D|------ G|-0h2p0 C|------- Tonony 3 C C/E-C/G C C/E-C/G Jereo ireto zaza, manao 'zay hidivirana G G/B-------G/D G G/B-G/D Leon’ny vazava__za, ny ato an-trano tsy azo hidirana G G/B-G/D Sahirana G G/B----G/D C C/E-C/G Toa tsisy andry hifikirana Tonony 4 C C/E--C/G C C/E----C/G C C/E-C/G Aleo__ny mirenireny ny ato an-trano andosirana G G/B------G/D G G/B-G/D Na ray na reny, tsy ahitana mangirana G G/B-G/D Sahirana G G/B----G/D C C/E-C/G Toa tsisy andry hifikirana Fiverenana C-Dm7-Em7 F F/C Isika roa no tia tena F F/C Manao ny adalana Em7 Em7/B Ny menaky ny aina Em7 Em7/B No zary mihanahana Dm7 F G' Tsy tamana, manahy izay hiafarana ---------------------- F F/C Isika indray no gagagaga F F/C Manao hoe indrisy Em7 Em7/B Rehefa injay ny zaza Em7 Em7/B Mandao lala-mahitsy Dm7 Fm7 G' Tena tsy izy, ny mahazo ny ankizy Gitara Solo (mitovy @ etsy ambony)
Safidy (Bodo)
Hiran'i Bodo rehetra: Bodo Capo: 2 Am7: x0201 D/F#: 2xx232 G/B: x20033 Fampidirana (2x) G C D C Tonony G D Safidiko ny ho tia anao G D Tsy an-tery na fatotra C Tsy lahatra ny akaikinao G/B Fa safidy tsotra izao D G Fitia matotra no tsapako ao Fiverenana C Ka n'inoninona miseho D G D/F# Em Dia ho eo aho, eo anila_nao C D Ka aza manahy fa G Izaho tsy hahafoy anao
C D C
Tonony Fiverenana (2x) Famaranana (2x) A D Efa fantatro fa C G/B Am7 Ianao toy ahy, tia ahy C C Ka inoako fa tsy hisy olon-kafa D Hisolo toerana ahy G D Ao am-ponao (ao am-ponao) G D G Izaho tia anao ('zaho tia anao) ------ G D Safidiko ny ho tia anao
Nofy Lalina (Tovo J’Hay)
Hiran'i Tovo J'Hay rehetra: Tovo J'Hay Am7: x02010 A7:x02020 Bb: x13331 B7:x21202 C7: x35353 C#:x46664 Dm: xx0231 D#:x68886 Fm: 1xx111 Gm7: 3xx33x G#:466544 Fampidirana (2x) F Gm7 C Tonony 1 F Gm7 C F Lay endrikao zay nahasarika ahy F Gm7 C F Lay toetranao tsara fanahy F Gm7 C F Malefadefaka fijery F Gm7 C Bb Maontina fomba sy fiteny Tetezana A7 Reny rehetra ireny Dm G No nahatonga ahy hanofy anao Bb F Nofy lalina, tanaty alina Bb C 'Zay niainantsika sy ianao Fiverenana F C Dm Noho,'lay nofy mamy, mampanontany Bb C F Hoe vita lasitra ato an-tsaiko C A7 Dm Tsy hay vonoina, ho adinoina Bb C F Tandindona foana ianao ry aiko Tonony 2 G Am7 D G Hira 'zay noventesintsika roa G Am7 D G Tanaty nofy kanto tokoa G Am7 D G Ny fo niventy azy hono tena feno G Am7 D C Mikalo ity hira tsy faheno Tetezana B7 Oroka safosafo Em A Ho solon-tsakafo C G 'Reo sangisangy sy vazivazy C D No tena nampiavaka azy Fiverenana G D Em Noho,'lay nofy mamy, mampanontany C D G Hoe vita lasitra ato an-tsaiko D B7 Em Tsy hay vonoina, ho adinoina C D G Tandindona foana ianao ry aiko Tetezana G D Em| C D G| D B7 Em| C D B7 Em Fa hadisoako ve ny hiteny hoe B7 Em Misy lanja be dia be A D D# Ny fisianao, ny fisianao Fiverenana (2x) G# D# Fm Noho,'lay nofy mamy, mampanontany C# D# G# Hoe vita lasitra ato an-tsaiko D# C7 Fm Tsy hay vonoina, ho adinoina C# D# G# Tandindona foana ianao ry aiko
Satry Foana (Tovo J’Hay)
Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay Am7: x02010 Am7': x02013 Cadd9: x32033 D4: xx0233 G/B: x20033 Fampidirana (2x) G C G C G e|-3-2-0--|----0---|-3-2-0--|------- b|------3-|-1-3-3--|------3-|-1-0-0- g|-------0|-------0|-------0|------0 Tonony 1 G C D Em Efa ho ora iray no tafaray G C D G Miara-mikorana feno hafanana G C D Em 'Reo mpankafy mozika sy dihy G C D G Toa tsy mba malaina, satriny aza hitohy ny maraina Tetezana D Em-C Ravo ery 'zay tsy izy G Em 'Reto ankizy milalao Am7-Am7' G/B-Cadd9 Toa variana, toa sondriana D D4-D Manana ny atao Fiverenana (2x) G Cadd9 D Fa satry foana tsy mba hiala eo G Cadd9 D Fa satry foana hihaino ilay feo Tetezana Em | Bass Riff E|-0---0-0-0-2-0-3-2-0 Tonony 2 G C D Em Kotaba be ry zareo, tsy mety leo G C D G Miara-miangola, miaraka midola G C D Em Miondana aty mankary mankatsy G C D G Korana tsy rava, raha tsy tsemboka ny tava Tetezana Fiverenana (4x)
Niandry (Tovo J’Hay)
Key: A Intro (2x) E....| F#m7/E.... Verse 1 A Niandry irery foana teo Asus4/E-A Toa nanirery A/E-E F#m-E Niandry ny namany D-A Niaretany avokoa ireo Asus4/E-A Orana nifafy A/E E F#m-E Nanakotsa ny tenany Verse 2 D-A Nangingina tsy nahateny Asus4/E-A Nahatsiaro A/E E F#m-E Nangatsia_ka ny vatany D-A Nierikerika nanantena Asus4/E-E Sao hoe A/E E F#m-E Sao mbola tazany Melodie: E-F#-A| B-C#-E-F# Bridge Bm Ny hatsiaka 'zay namirifiry F#m E Azony taminy Bm Ny orana aza mikija tsy zakany F#m E Niafiany noho ny_aminy Chorus (2x) E/G#-A A/C# D Tsy nahita fa nody fotsiny izy E E/G# A Nandeha tsy nahaloa-peo A A/C# D Nangingina toa tsy nahateny E E/G# A Niandry fotsiny teo Interlude G-D/F#-A Outro A Efa dila ny lera (efa dila ny lera) Efa dila ny lera (Aza miandry azy intsony) Efa dila ny lera (Naleony niova) Efa dila ny lera (Sasatra niandry) (3x) Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay
Te Mba Ho (Tovo J’Hay)
Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay Capo: 1 (ny orijinaly mampiasa capo) Am7: x02010 Cadd9: x32033 D4: x5403x G/B: x20033 Fampidirana (4x) G/B Cadd9 D G Tonony 1 G/B Cadd9 D G Misy fitiavana tsy haiko lazaina G/B Cadd9 D G Reko mitempo reko miaina G/B Cadd9 D Em Ao anatiko ao misy feo mitalaho Am7 D4 Mitaraina miantso anao Tonony 2 G/B Cadd9 D G Toa manery toa mila tsy ho tanty G/B Cadd9 D G 'Lay vetso-po izay miery ao anaty G/B Cadd9 D Em Tsy mba mionona nefa tsy hay kobonina F D4 'Lay iray minitra hitiavako anao Fiverenana G Am7 C D4 (Ouh ouh ouh ouh), te ho eny aminao eny aho G Am7 C D4 (Ouh ouh ouh ouh), te mba ho fihininao G Am7 C D4 (Ouh ouh ouh ouh), aza avela irery eto aho G Am7 C D4 (Ouh ouh ouh ouh), fa te mba ho namanao Tetezana (2x) G/B Cadd9 D G Tonony 3 G/B Cadd9 D G 'Lay tsikitsiky fanaonao iny G/B Cadd9 D G Azo sary an-tsaina rehefa iny aho mangingina G/B Cadd9 D Em Tsy_indray tsy indroa f’efa maro tokoa Am7 D4 'Lay bitsika milaza ao am-po Tonony 4 G/B Cadd9 D G Misy nofy, misy vetso, aingam-panahy G/B Cadd9 D G Misy hery iray toa manaloka ahy G/B Cadd9 D Em Mitombo isan’andro tsy mety miato F D4 Mameno fo zato isan-jato Fiverenana G Am7 C D4 (Ouh ouh ouh ouh), te ho eny aminao eny aho G Am7 C D4 (Ouh ouh ouh ouh), te mba ho fihininao G Am7 C D4 (Ouh ouh ouh ouh), aza avela irery eto aho G Am7 C D4 (Ouh ouh ouh ouh), fa te mba ho namanao Tetezana Em D/F# G A e|----------------------------------9---- b|----7-8--7--8-10--------12--10----10--- g|-9-9------8-----------12------12-------- D|--9-----------------12---------------11 A|-7-------9--------10--------------0---- E|--------------------------------------- Am7 C G/B A D e|-5-7-8--7-----5-5-3--2-3-2 b|----------8---5------3---- g|--5------7--7--6-----2-2-- D|-7------9-----7------0---0 A|-0------------------------ E|-------------------------- Fiverenana (3x)
Ry Taniko (Bodo)
Hiran'i Bodo rehetra: Bodo Capo: 1 A/C#:x4222x A6: x02222 Bm7: x2023x na x24232 Dm/F:xx3231 Fdim:1231xx F#m7:2x2222 Fampidirana A Bm7 A e|----0-5-4-2-0 b|-2-3--------2 g|------------- D|------------- A|-0----2-----0 E|------------- D E F#m E e|-2-4-5--4-5-7-|-9-8-9--12 b|--------------|---------- g|--------------|---------- D|-0------------|---------- A|--------------|-9------11 E|--------0-----|---------- Tonony 1 A D Oram-be mivatravatra, kotro-baratra A Bm7 A/C# E No nalaiko ho namana A D Tsy hamofo alahelo an-tanin’olona Dm/F A Fa nataoko hampatsiahy E A 'Lay akany lavitra ahy Tonony 2 A D Ny korana sy lalao, manakora A Bm7 A/C# E Manangoly ny iharahana A D Sento lalina fa, manina te-hody Dm/F A E A E A No_hasetriko ny tsikiny, mampanganohano ahy Fiverenana E A D A Na ny mamiratra_aza, no hanambazana ahy D A E Tsy nahasarika ahy 'reo fa ianao Fdim F#m7 A6 D A Ry tany mamiko no nampanembona ahy D A E A Nierikerika aho fa sao tao ianao D A E Intro An-tsaina sisa no, nahitako anao Tonony 3 A D Tombin-drahona nandalo, no nafarako A Bm7 A/C# E Nefa ireny mba ho aiza moa A D Niriako orana mikija, tsy hamonto anao Dm/F A Fa tsy ho anao ry taniko E A (bass) Tsy tafita ny hafatro A|-4-5-|-6-7 Fiverenana E A D A Na ny mamiratra_aza, no hanambazana ahy D A E Tsy nahasarika ahy 'reo fa ianao Fdim F#m7 A6 D A Ry tany mamiko no nampanembona ahy D A E A Nierikerika aho fa sao tao ianao D A E F#m7 A An-tsaina sisa no, nahitako anao D A D A E A D A E F#m7 Bm7 A An-tsaina sisa no, nahitako anao
Anao Tiako (Babaique)
Hiran'i Babaique rehetra: Babaique Capo: 4 Am7: x02010 Bm7: x24232 B: x24442 C#m: x46654 Em': 022003 F#m7:202220 Fampidirana: G| Em D C Tonony 1 G G Nitsanganako teto, rango maraindraigny G G Tsy nandihanako niasa, vandy foeky tavandraina C Am7 Fiambesako anao, handalo eto andra niany C Am7 Hikoragnako raha agnaty foko ela niany G Am7 G Azafady, Azafady Am7 G Am7 G Azafady aminao, mba azafady Tetezana D Ialako tsiny koa manakana anao am-pandihanana C G Fa tso dila niany izy manjary hadalagna D 'Zaho tsy ho maro kabaro, tso ataonao mavandy C G Izy ity efa ankitiny efa tsisy sangisangy Fiverenana #1 Am7 G Anao tiako Am7 G Ny anana anao raha niriako Am7 G Hankany aminao tsy ataoko Am7 G Volana raha tianao f'amiako Em D Marary aminao hitarainako o C G Am7..Bm7.Em'..B Miaraka aminao zaho mahery Tonony 2 (miova kle) E E Andra ino eky niany, andra ino E E Naharinesako korana, kara tsy mampino A F#m7 Donc zaho manonofy, sa jeriko efa lôso A F#m7 Lehilahy tiako tia dia zaho tsy nampoiziko hikozy E F#m7 E Tsy nampoiziko, tsy nampoiziko F#m7 E F#m7 E ’Zay raha tsy nampoiziko e, tsy nampoiziko Tetezana B Efa ela niambesako, ndraiky ianao saiky tara A E ’Zaho efa kivy, efa tsisy espoir B Zanahary koa anambo, manantona tsara A E Laginy milefa, mandala andra tsara Fiverenana #2 F#m7 E Anao ko tiako F#m7 E Ny hanana anao raha niriko F#m7 E Havandy aminao tsy ataoko F#m7 E Anao zay raiky fo tiako o C#m B Zay tany ombanao alehako A E Manana anao zaho mitreky Tetezana C#m B Toro tena tsy ary manano matesa C#m B Mangataka_ny_tsara hoy ro, mahafisaka lela A E Hiaraka atsika mba haharitry ela F#m7 C#m Ambara ry havana aza asiana tavela F# Ataon-tsika fomba (Ataon-tsika fomba) A B E Zegny edy mampanjary mitady hoy dady. Fiverenana #1 (Ambony) F#m7 E Anao tiako F#m7 E Ny hanana anao raha niriako F#m7 E Hankany aminao tsy ataoko F#m7 E Volana raha tianao f'amiako C#m B Marary aminao hitarainako o A E Miaraka aminao zaho mahery Fiverenana #2 (3x) F#m7 E Anao ko tiako F#m7 E Ny hanana anao raha niriko F#m7 E Havandy aminao tsy ataoko F#m7 E Anao zay raiky fo tiako o C#m B Zay tany ombanao alehako A E Manana anao zaho mitreky
Ray Ambony (Rebika)
Hiran'i Rebika rehetra: Rebika Capo: 2 Bm: x24432 h: hammer (kapohina aingana) p: pulloff (esorina aingana) s: slide (hagorisa) Fampidirana G Am Solo country e|------|-----------|-------------- b|----3-|-----------|-------------- g|-2s4--|-4p2-0-2h4-|-2h4-2-0-2h4-0 Bm C G D e|----3--|--3-3-|----7---|------0-|---- b|-------|------|------8-|--------|-1p0 g|-2s4-4-|-5-5--|-5s7-7--|-0h2-0--|---- Tonony 1 G Am Ny andro niainanay, tambany ny Masonao Bm C G D Ny ho avy manjavona Raiko o, ankininay Aminao G Am Na ny fanaintainana, na ny andro sarotra indrindra Bm C G D G Tsy sitrapo tsy nosainina, noho Ianao dia nisinda Tonony 2 G Am Mazana anefa ny zanakao, mitsambiki-mikipy Bm C G D Mambabo azy izao rehetra izao, ka manao Anao tsisy G Am Indrisy anefa ireo olonao, tsy iray mihitsy ny saina Bm C G D G Na ny afaka na ny tsy manan-katao, bolisitry no ampangaina Fiverenana Am D Bm Em Mbola fisaorana hatrany, ho voninahitrao A D Reo tsy mahalala izany, maro dia iantrao Am D Bm Em Babon'ny fitsapana, manadino lalana A D Tsy miorimpaka intsony, ny Teninao Ray Ambony Tetezana: G Am (3x) | Bm C D Tonony 3 G Am Mahamenatra raha jerena, mba tsy tambo isaina Bm C G D Ireo mibaby devoly jambena, mangala ny herin'ny maizana G Am Raviravy izany fankampanahy izy, io no fandemen-tsaina Bm C G D G Ho kamboty tsy misy mpiahy, raha hatrizay ho taraina Tonony 4 G Am Lainga halatra fijangajangana, ireo dia sarotra hialana Bm C G D Pozin-dratsy mahatamana, mazana tena lalana G Am Ety ve reko no asa mangina, na farihy mati-mamba Bm C G D G Hifaninana ny fanahy iniana, zahay manao dia-jamba Fiverenana Am D Bm Em Atodio 'zany saina, adidy no ampanjakaina A D Lazao fa ny hanavahana, ny Teninao fahafahana Am D Bm Em Ny Herinao no mandolo, raha mino Anao ny tontolo A D Fanantenana ho anay, ny famelanao ry Ray Famaranana: G Am (3x) | Bm C G