Key: Eb Intro: Bb/Ab..Eb/G-Bb7/F-Eb(add9).. Ab-Fm-Eb/Bb-Bb7..Eb.. Ab/C-Bb/D Verse 1 Eb Bb7 Ny Andriamanitra inoako Cm G7(b9) Andriamanitra fitiavana Ab C7(b9) Fm Tsy Andriamanitra masiaka mpanasazy Bb/Ab Eb/G-Bb7/F-Eb Tsy Andriamanitr’an__toko G7/D-Cm7/Eb-Bb7/F Tsy mpanavaka foko F7 Bb7 Tsy mpijery harena na fiaviam-pirenena fa Verse 2 Eb Bb7-Bdim7 Ny Andriamanitra inoako Cm Gaug-G Hantra sady honena Ab C7(b9) Fm Ka ny olona-drehetra mahazo azy Bb/Ab Eb/G-Bb7/F-Eb Tsy mpizara alahelo G7 Ab Fm Tsy mamorona helo Eb/Bb Bb7 Eb Ab(add9)/Bb Fa Izy no fitiavana Verse 3 Eb Bb7 Ny Andriamanitra inoako Cm G7(b9) Tompon'ny fahendrena Ab C7 Fm Te hanova izay ratsy mba ho tsara Bb/Ab Eb/G-Bb7/F-Eb Tsy mba faly manjera G7/D Cm7/Eb-Bb7/F Na revolisionera F7 Bb7 Fa manarina hatrany ireo maditra eto an-tany Verse 4 Eb Bb7-Bdim7 Ny Andriamanitra inoa_ko Cm Gaug-G Andriamanitra Fitiavana Ab C7(b9) Fm Tsy mba mila takalo fa mizara Bb/Ab Eb/G-Bb7/F Eb Ny mandray 'zay omeny no hany G7 Ab Fm Fandreseny Eb/Bb Bb7 Eb....Eb6 Fa Izy no FITIAVANA
Tondrompeon'i Bessa hafa: Bessa
Tag Archives: tondrompeo
1+1=1 (Poopy sy Ricky) – Piano
Key: Cm (Eb) Intro
Ab.. Bb.. | Cm....
Fm/Ab.. Bbsus2..| Cm....
Ab(add9)..Bbsus2..| Cm.... Fm(add9)..Bb.. | Cm...Cm9 Verse 1 Ab(add9) Bbsus2 Gm Sendra nandalo anie aho tamin’izay Ab(add9) Bbsus2 Cm11 Nivezivezy fa tokana iray Ab(add9) Bbsus2 Cm7..Gm.. Tampoka teo reko avy any aminao Ab(add9) Bbsus2 Cm7 Hazavana hafanana hatsarana Verse 2 Absus2 Bbsus4 Cm7 Sendra nandalo ianao tamin’izay Absus2 Bbsus4 Gm Nifanojo ny mason__tsika Absus2 Bbsus4 Cm7 Nientana iray ny fo sy fanahy Absus2 Bbsus4 Eb Ka tsaroako tsy afaka an-doha Chorus Ab Bb Cm Tsy nisy nanampo izaho sy ianao Fm/Ab Bb Cm Fa hifanojo-doha ho eto izao Ab(add9) Bb Cm Vonona ny hiara______ka fa tia Fm(add9) Bb Cm Ka ny faniriana ho doria
-> Intro Verse 3 Ab(add9) Bbsus2 Gm Tonga tsy nantsoina avy ao anatiko ao Ab(add9) Bbsus2 Cm7 Nisy hery iray fitiavako anao Ab(add9) Bbsus2 Cm7..Gm.. Sitraky ny Ray fa ho antsika amin’izay Ab(add9) Bbsus2 Cm7 Ny hitambatra olon’iray
Verse 4 Absus2 Bbsus4 Cm7 Reko fa nanohina ilay antsonao Absus2 Bbsus4 Cm7 Nibitsika mangina ny foko Absus2 Bbsus4 Cm7 Tsy haiko nolavina fa hery iray Absus2 Bbsus4 Eb 'Zay nandresy ireo ahiahy
Tondrompeon'i Poopy hafa: Poopy Tondrompeon'i Ricky hafa: Ricky
Hira Iray (Aina Cook)
Key: C#m (E)
Intro: C#m....A....
C#m....A..B..
Verse 1
C#m B A
Nanalavitra ahy, takona tsy tazako intsony
F#m7 B
'Lay endrikao, nambabo ahy
A B E E/G# C#m
Nitorotoro teo ny foko, any aminao ny saina
A F#m7 G#sus4 G#
Nanoratra hira ho anao, ny foko mitarai____na
Verse 2
C#m B A
Hetraketraka, masiaka ny fiainana
F#m7 B
Manasaraka
A B E E/G# C#m
Isika samy mbola tia, Nefa nozarainy
A F#m7 Bsus4..B
Tsy nifankahita, soa fa nifankatia
Chorus
E C#m
Raha any ianao, henoy aho
E B/D# C#m E/G#
F’ity hira ity anie no antenaiko
A Bsus4
Hanambatra antsika indray
E C#m
Raha henonao, dia mino aho
E B/D# C#m E/G#
F’izaho sy ianao tsy hangahi_ahy
A Bsus4
Izy no hampiray
Solo: C#m..B/D#..| E..A..
Hira iray
F#m7..E/G#..| A..Bsus4..B....
Chorus
Bridge #1
C#m B
Ka n’aiza ianao, dia tiako ho fantatrao
A F#m7 B C#m
F’ity hira ity, hira ho antsika milaza
B/D# E A
Fa mbola tia indrisy
F#m7 E/G# A
Tafasaraka tsy fidy
C#m B/D#
Ka any andro iray
G#m F#A# B C#
Hiara-hikalo azy indray
Bridge #2 (2x)(Key: F#)
F# C#/F D#m D#m/C#
Ilay fihaonantsika no mba iriako
B
Hiara-mandihy
C# F#- C#/F
Amin’ilay hirantsika sy anao
D#m F#/A# B
Isika hampiaram-peo
------------------------
B-C#-B/D# C#/F F# (v1)
F#/A#-G#m7 B/C# Badd9-F#/A# (Outro)
Tena ho mamy (indray)
Outro: G#m-F#-E B/D# F# B
Tena ho mamy indray
Tondrompeon'i Aina Cook rehetra: Aina Cook
Mitrakà (Sandra)
Intro (Key: Eb) Bb/Eb..Eb..| Bb/Ab..Ab(add9)
Verse 1 Ebsus2 Cm(add9) Nahoana moa no kivy ianao Ab(add9) Latsa-dranomaso lava izao Bbsus4..Bb Hatrakao ny loha fa mandalo izany Verse 2 Eb(add9) Cm(add9) Raha tsy zakanao ny adin-tsaina Ab(add9) Tsarovy fa ho avy ny maraina Bbsus4..Bb Ho lasa tsiky ilay tomany Pre-Chorus Ab/C G7/B Gm/Bb Ka mitrakà, fa ho avy ny masoandro Gdim Caug7 F7 Hazava indray ny andro f'aza dia Bb-Bbsus4..Bb Miondrika Chorus Ebmaj9 Cm11 Tsy atao hahakivy izany Ab(add9) Ny andro tsy anio ihany Bbsus4 Banjino ny ampitsonao Bbsus4 Ataovy maraina vaovao Ebmaj9 Cm11 Maraina feno fifaliana Ab(add9) Ho lavitry ny hakiviana Bbsus4 Bbsus2 (chorus #2) Ny sedra moa dia mandalo ihany Ebsus4..Eb F'aza miondrika ho resy izany Verse 3 Eb Cm Raha tena tsy zaka dia alatsaho ny tomany Ab(add9) Bbsus4.. Bb Raha toa ka ahasitrana ny fonao izany Eb Cm Nefa kosa izay mitranga Ab(add9) Avelao ho any omban'ny lasa Bbsus4..Bb Avelao 'zay mety ho ratra Pre-Chorus #2 Ab Bb Cm Fa n'inona olana misy eo Ab Bb Ebsus4..Eb Dia mitrakà f'aza mitoreo Chorus #2 -->Bb/C..C7 Outro (Key: F) Fsus4 F Mitrakà ianao D7sus4 D7 Fa ho avy ilay masoandro Gm(add4) Gm Hazava indray ny andro C7 Bb..Bbm..F Mitrakà, araho vavaka ---------------------------------
Tondrompeon'i Sandra hafa: Sandra
Sambatra (Joy K)
Key: A Intro A ..Bm..| A/C# ..D.. A(add9)..Bm..| D(add9)..E.. Verse 1 A D Sambatra ianao avy eo sambatra aho E A Rehefa tafaray 'zaho sy ianao A/C# D Hitondra fitiavana iray vaovao E A Natokako irery ho anao Verse 2 A D Avo be ka tsy takatro E A Ilay kintana omeko anao A/C# D Fa todiko foana na dia eny ianao E A Hamiratra ho ahy manontolo Chorus (2x) F#m Ka ho ahy F#m E D Tiako ho ahy irery ianao D A/C# Bm Hiadana sy ho finaritra aho B7 E Hitety izao tontolo izao, hiaraka aminao ---------------------------- E A Ho hitan’ny ambany lanitra Outro: F#m Bm Hiadana finaritra aho E A Ho hitan’ny ambany lanitra F#m D Hiadana finaritra aho E Dm6..Dm..A Ho hitan’ny ambany la____nitra
Mbola Fay (Lalie)
Key: Gm (Bb) Intro Gm7 ..Cm7-Bb/D-Eb Bb/D..Cm7-Bb-F/A Verse 1 Bb Ab6/9 Mbola tsy adino ihany ve Gm7 Dm7 ’Lay tantaranareo efa ela be Bb/C Dm7 No misalasala ianao hilaza hoe Ebmaj7..Ebmaj9 Tia ahy Bb Ab(add9) Fantaro anefa f’izaho Gm7 Dm7 Efa vonona hatry ny ela hanaraka anao Bb/C Dm7 Mandrakizay raha mbola azoko atao Ebmaj7 Ho tia anao Chorus Abmaj7 G7 Fay, tena mbola fay ianao ka Bb/C Cm7 Tsy sahy mirobodroboka Fm6 Fm9 Bb/C Cm7 Ny fonao anefa efa re midoboboka Fm9 Bb/C Ho ahy, ho ahy (2x) Ab-Eb/G-Fm7-Eb Bb/C Ho ahy irery --> Bb/D..Cm7-Bb-F/A.. Verse 3 Bb Ab(add9) Talohako, hoy ianao Gm7 Dm7 Nisy tantara anankiray izay Bb/C Dm7 Toa mbola tsaroanao ihany indraindray Ebmaj7 Manadala Bb Ab(add9) Fantaro anefa f’izaho Gm7 Dm7 Efa vonona hatry ny ela hanaraka anao Cm7 Bb/D Eb6 Mandrakizay raha mbola F G Azoko atao Bridge (Key:G) (G)..Am7 ..| G/B..C.. Em7..D/F#..| G ..C..(2x) Chorus (Key: F) Bbmaj7 A7(#5) Fay, tena mbola fay ianao ka C/D Dm7 Tsy sahy mirobodroboka Gm6 Gm9 C/D Dm7 Ny fonao anefa efa re midoboboka Gm9 C/D Dm7 Gm7/C C/D Dm7 Ho ahy, ho a______hy (2x) Outro Bb-F/A-Gm7-F-C/E (3x) Bb-F/A-Gm7-F-C Ho ahy irery Dm7-C/E
Tondrompeon'i Lalie hafa: Lalie
Raha Nofy (Poopy & Njila)
Key: Bm (D) Intro (Bm): D(add9)..G/A.. D..A7sus2.. Bm(add9).... Verse 1 (Key: Bm) Em7 A D Androany aloha, nanome toky ianao Em7 F#7 Nomenao fitiavana aho Bm Natolotrao ny fonao Em7 F#7 Bm-A/C#-D Ny nofy sy ny tsiambaratelo koa Verse 2 Em7 A Izaho irery no tianao D G(add9) Nefa manahy ihany aho Em7 Rahampitso ve F#7 Mbola ho tia ahy ianao
Chorus (Key: B) B Fa raha sanatria ka nofy Bsus4 B Cdim-C#m Izao rehetra i___zao C#m Avelao izy hitohy C#m F# Mbola iarahako aminao F# F#7/E B/D# E Mitalaho an-tana-droa raha azo ata____o B/F# F# B Avelao aloha hanonofy farany aho Piano Solo: Bm(add9) Verse 3 (Key: Bm) Em7 A D Azoko atao ve, ny ahatoky anao Em7 F#7 Sao sanatria tsy kilalao Bm Sangy mahery no ataonao Em7 F#7 Bm-A/C#-D Ho torotoro izany foko mitala______ho Verse 4 Em7 A Lazao re raha sitrakao D G Fa tena tia tokoa ianao Em7 Ka na ny ampitso aza F#7 Nbola ho toy ny anio Chorus (Key: B)
Hiran'i Poopy rehetra: Poopy
Ho Antsika (Bodo & Do Rajohnson)
Key: Dm (F), Em (G) Intro (Dm, F) Dm(add9)....|C#aug..A/C#.. Dm(add9)....|Bb(add9).... Gm.... |C7sus4..C9.. Verse 1 F Bb/F F Tsy haritro fa (hi)hira aho ho anao Bb C7 Tsapako, f'izay no azoko atao F Bb Am Mamiko ny ora toy izao Dm C7 Fifaliana no ao am-poko ao Chorus #1 Bb C/Bb Ho tsinjaraiko manontolo Am Dm Omeko, hafoiko daholo Gm C Ampiray antsika ety Am Dm Ny fontsika hifangina Bb C/Bb Ho tetezitsika hiombonam-peo Am Dm 'Reo voady rehetra ireo Gm7..C..|F.. Bb/F..C/E..|Am7..D7.. Verse 2 (Key: Em,G) G C/G G Any ora, any andro iray C D7 Mbola hihaonantsika eto indray G C Bm Ny fotsika mbola hifandray Em D7 Hiarika, hihira rahatrizay
Chorus C D/C Ho tsinjaraiko manontolo Bm Em Omeko, hafoiko daholo Am D Ampiray antsika ety Bm Em Ny fontsika hifangina C D/C Ho tetezitsika hiombonam-peo Bm Em 'Reo voady rehetra ireo Am D Ny hira no hiaro Bm Em Hanandratratra ny fo Em Hira iray (hira iray) D7 No ampiray G Ho anao sy ho ahy Solo (mitovy amin'ny Verse 2) VST: MKSensation Xtreme: Ep2 + Dyno + Crystal Hiran'i Bodo rehetra: Bodo Hiran'i Do Rajohnson rehetra: Do Rajohnson
Fo Natolotro (Aina Cook)
Gitara: tsy voatery asiana add9 Intro (Key: D) D(add9)-A/C#-Bm7 | Em-D/F#-G Bm11 A Verse 1 D(add9) A/C# Tsy sangisangy fa, vokatrin’ny fo G F# F#7 No hilazako fa tia aho D(add9) A/C# Tam-pisainana sy safidiko G F# B5 Taminao ny eritreritro, ny loha Chorus (Key: E) E A(add9) B(add9) E K’aza manalavitra f’irery aho tsy eo ianao E A(add9) B7 C#m7 F’ianao no andry, tohana sy harenako B/D#-E A(add9) B(add9) E Dia fo madio feno fitia tontoloko E A(add9) B7 G(add9) Na ny aiko aza raha tianao ho atolotro Asus4-A (Dsus4-D) Eo an-tananao Verse 2 (Key: D) D(add9) A/C# Tsy vazivazy akory, na koa fialam-boly G F# F#7 Ny orok'efa natolotro D(add9) A/C# Voarakitra diary, am-panahy tsy sary G F# B5 Vita sikotra toroko, tsy ho lo Chorus (Tonalite: E) Bridge (Key: F#) F# F#/A# B Tsy aiko angamba tena ho banga F#/C#-B-F# F#/A# Ny fiainako A B Badd9 Raha handao ahy ianao Woah woah, woah woah Chorus (Key: F#) F# B(add9) C#(add9) F# K’aza manalavitra f’irery aho tsy eo ianao F# B(add9) C#7 D#m7 F’ianao no andry, tohana sy harenako B/D#-C#/F-F# B(add9) C#(add9) F# Dia fo madio feno fitia tontoloko F# B(add9) C#7 A(add9) Na ny aiko aza raha tianao ho atolotro Bsus4-B Eo an-tananao VST used: I Can Play All Day (NSK2.0) Hiran'i Aina Cook rehetra: Aina Cook https://youtu.be/p9GaJFlup3w
Ho Anjarako (Tovo J’Hay)
Key (Tonalite): G Intro G..D/F#..| Em7.... G..D/F#..| C/E.... Verse 1 G Cm/G G Gsus4-G Efa nodorako 'zay rehetra rehetra momba anao Em Am/E Em Dia rovitra ihany koa ny sary rehetra nisy anao Dm7-G Cmaj7 F#7/C# F#/Bb Bm E Fa tsy maty anaty foana 'lay tsiaro, fa tsy nangina Am7 C/D G Fa maro laotra 'reo tantara nifangaro Verse 2 G Cm/G G Gsus4-G Efa narendriko tsy ho hita ireo firavaka Em Am/E Em 'Zay rehetra nomenao efa any anaty lavaka Dm7-G Cmaj7 F#7/C# F#7 Bm E Indrisy anefa miraikitra tsy miala ato anaty, 'lay alokao Am7 C/D G F#7 Manaraka ahy, 'ndraindray tsy tanty Chorus Bm F#7 F#/Bb Bm Nihazakazaka aho nijery 'zay mba nisy anao A-D A D Nivezivezy tsisy hery, nitady no iraho C/D-D G Dm7 G Cmaj7..C#m7b5 Te hilaza fa, dia mbola ianao ihany no tiako G/D Cm/Eb Em Ianao no iriko anilako C#m7b5-Cm G/D C/D G (intro) Dia mbola ianao ihany no ekeko ho anjarako Verse 3 G Cm/G G Gsus4-G Ilay toerana faleha niarahana nitafa Em Am/E Em Tsy nandalovako intsony, niviliko lalan-kafa Dm7-G Cmaj7 F#7/C# F#7 Bm Ny maso anefa mitsimpalotra mangalatra mankany E Am7 C/D G Gsus4-G Fa feno loatra, ny alahelo, ka kotsan' ny tomany Verse 4 G Cm/G G Tsy tiako henoina intsony, 'reo hira 'zay mba fihainontsika Em Am/E Em Izaho sy ianao mifamihima rehefa andro mangatsika Dm7-G Cmaj7 F#7/C# F#7 Bm Nefa ny tonony sy ny feo tsy afaka an-doha E Am7 C/D G F#7 Lasa aretimpo, nanjary, vao may nankarary Chorus Outro: Em-Cm- G/D C/D G Ianao, ho anjarako
Hiran'i Tovo J'Hay rehetra: Tovo J'Hay