Mamiko (Bodo) – Piano

Key: Ab

Intro: Ab....   
       Bb/Ab..Eb/G..| Db/F..Ab/Eb..
       Dbmaj9..Cm7..| Bbm7..Bbm7/Eb..
 
Verse
 Ab           Eb/G
Vao ianao no hitako
 Db                  Ab
...Dia fantatro fa tiako
 Bb/Ab           Eb/G
...Hany ka tsy vitako
      Dbmaj9          Ab/C        Bbm7 Bbm7/Eb-Eb
Ny hanohy ny diako, tsy  hijery anao

     Chorus
     Fm          Eaug   Ab/Eb   Dm7b5
     ...Tiako ianao ho ve__lona
     Dbmaj9        Cm7
     ...Ao am-poko ao 
     Bbm7                Abmaj7
     ...Tiako ianao ho velona
     Bbm7      Bbm7/Eb Ab  Cm7 Bbm7  Bbm7/Eb                     
        Ao am-poko     ao 
Db/F-Eb/G 

Bridge (2x)
Ab          Eb/Ab              Db/Ab       Db/Ab
Ary 'zay fiselon’ny rivotra rehetra, te hisetrasetra 
 Ab        Eb/Ab        Db/Ab  Db/Ab    Ab
Mamy hetraketraka mipetraka,  miady amiko 
Bb/Ab           Eb/G  Bb                Eb
..Haiko tsotr’izao,     Fa tsy hamono anao 
Dbmaj9       Cm7            Bbm7   Eb/G  Ab
..Ao am-poko aho, Satria ianao... mami__ko 

Solo
Gb/Bb-B.. Abm7   Emaj7 (2x)
Gb-Ab   Cm7    Db
Eb-Fm7  Cm7    Bbm7  Bbm7/Eb-Eb
Ab-Gb/Bb

Outro
  B           E/B      Gb/Bb  E/Ab
Izay inoako izao, Malalako ianao 
 B/Gb        Db/F E/Gb Gb-E/Ab-Gb/Bb
Velona ato anati_ko
2x
-----
E         Gb      Abm  Ebm7     
 Mandram-pahafatiko  (3x)
E         Gb      Ab      
 Mandram-pahafatiko 

Tondrompeon'i Bodo rehetra: Bodo

Tsy Sahy (Imagine)

Hiran'i Imagine rehetra: Imagine
Tonalite: C

Intro
C   Dm7  | C/E F
Dm7 G  C

Tonony
C             G/B
 Raha ny fanirian'anao
F/A               G          
 Hatrin'ny ela no efa tao
Am          Em7         Dm7 G
 Ao am-poko ao hatram'izao

C             G/B
 Tsapoko ao anatiko ao
F/A         G   
 Ny fitiavako anao
Am           Em7      F
 Toa hanova ny fiainako

     Fiverenana (2x)
     Dbdim-Dm7                    G
              Hatrin'ny ela no namatotr'ahy
     C/E                   F
      Saingy izaho no tsy sahy
             Dm7         G           C       
     Nihaotr'aho niteny hoe tiako ianao

Tonony 2
C               G/B  
 Nefa raha mba fantatrao
F/A             G  
 'Zaho anie ka tia anao
Am                  Em7       Dm7 G  
 Sambatr'aho raha tsy ho lavina___o

C             G/B
 Ty ny foko omekao
F/A         G 
 Izay sitrakao lazao
Am         Em7         F
 Manjaka aty fa vonona_aho

Tsy Niriany (Tovo J’Hay)

Hiran'i Tovo J'Hay rehetra: Tovo J'Hay

Intro: D Bm7  G  D (2x)

Tonony 1
D                    Bm7          G              D
Izy angaha nanan-tsafidy, fa zay kely hananany ihany 
 D                  Bm7        G                  D
No tiany hiainana ety,  handreseny ny ankason'ny tany 

Pre-chorus
 Bm      F#m         G                 D
Nitomany aho e, manodidin'azy tsisy anjely 
  Bm        F#m           E                 A   
Tsy misy mpiaro e, fa mandevina fahoriana irery 

       D               F#m         Bm                 F#m  
Tsy niriny ny hitsipi-pako, tsy niriny ny hangataka ety 
      G      A    F#m  Bm          E                 A
Fara-hidin izay fiainana,  no mba lova nomena azy tety 

       D               F#m             Bm             F#m
Na ny nofiny anie aza kely e,  tsy mba asa na fianakaviana 
      G         A        F#m  Bm          E                  A          
Fa sakafo ary akanjo sy tafotrano,  Handosirany izay mety hamono azy 

         Fiverenana 
          D           A     Bm                F#m    
         Resy lahatra aho, fa mbola be fihantrana 
            G                 D     
         Ny olona manondidina azy androany
         E               A
         Ahalala tanana sy ho be fitiavana 

          D            A    Bm                     F#m
         Resy lahatra aho, na hoe na ratsy aza ny tany 
          G                D          E             A    
         Dia mbola misy fanantenana, hanampy azy ianao 
                   D
         Omeo tanana 

Tonony 2
D                  Bm7           G                   D
Izy angaha no nisafidy,  fa vao teraka dia efa toy izao 
  D                  Bm7        G                  D  
Fiainana mafy sy mangidy., efa sosona ao ambany hoditra  ao 

Prechorus/fiverenana

       Famaranana (2x)
       Bm   G                A  
          Hoe hanampy azy ianao  
                 D  
       Omeo tanana

Tsiaro (Aina Cook)

Key: C, D

Intro (Key:C) F..C/E..|Dm..G..

Verse 1
C        Em   Dm       Am
 Toa tsaroako, ireo lalao taloha 
Dm        Am              G
 Tadidiko avokoa, ato an-doha

C          Em  Dm           Am
 'Reo namako,   dia be dia be tokoa
Dm            Am          G
 Fa nanankinako ny fo, ianao 

     Chorus #1
     F       C/E  Dm        Dm7
      Tsy ny ala_helo no mivoka       
     C          G/B      Am7
      Tsy hoe irery aho ka te hitrotra       
     Dm7                 F/G 
      Fa mikalo ka tsy hiaro 
G C
No tanisain’ny fo Verse 2 C Em Dm Am Satriko, raha mba teo foana ianao Dm Am G-C/G-G Ka hilaza izay vaovao, nefa izao C Em Dm Am Lavitra ahy, nifindra any an-kafa Dm Am G-C/G-G Feno banga manantsafa, tsy hitafa Chorus #2 F C/E Dm Tsy ny ala_helo no mivoka        C G/B Am Tsy hoe irery aho ka te hitrotra        F F/G Fa mikalo ka tsy hiaro
G Am-G/B-C-C/G
No tanisain’ny fo


F C/E Dm

Tsy ny ala_helo no mivoka       
C Em7 Am

Tsy hoe irery aho ka te hitrotra       
F F/G

Fa mikalo ka tsy hiaro
G Ab/Bb
No tanisain’ny fo Bridge: Eb..Gm7..| Fm7..Ab-Bb Eb..Gm7..| Fm7..Ab(add9)/Bb.. Eb..Gm7..| Db ..Ab.. G7/B-G7/D-Cm7-F7-Bb
G7-C-A7-D
Verse 3 (Key: D) D F#m Em Bm Taona maro, tsy mba nifanankalo Em Bm A Hery tsy mampimalo, 'zay nandalo D F#m Em Bm 'Lay fahazazana, no atambatro visaina Em Bm A No kaloiko ho hiraina, mba ho anao Chorus (2x) G D/F# Em Tsy ny ala_helo no mivoka        D A/C# Bm Tsy hoe irery aho ka te hitrotra        G G/A Fa mikalo ka tsy hiaro
A. Bm-A/C#-D-D/A
No tanisain’ny fo
G D/F# Em
Tsy ny ala_helo no mivoka       
D A/C# Bm

Tsy hoe irery aho ka te hitrotra       
G G/A

Fa mikalo ka tsy hiaro
A D
No tanisain’ny fo

Tondrompeon’i Aina Cook hafa: Aina Cook

Angolanao (Tovo J’Hay)

Key: F

Intro
F | Bbmaj7-Gm/Bb F/A Gm/Bb | F/C Gm/Bb
F/A Gm/Bb | F/C Gm/C Verse 1 F C/E Tsy tana ny foko fa Bb F Voatery ny ora sy fotoana F Bb Tsy mety nangina C Fa te hiantso anao foana F/A Bb Tsy afaka ao an-doha F/C C Nandalo an-tsaiko avokoa F/A Bb Csus4..C 'Reo kisarisary 'zay niainantsika roa. Verse 2 F C/E Nanjary mangovitra aho Bb F Raha vao mandre ny anaranao F Bb Raha vao mangina irery iny C Dia mahatsiaro ireo fahiny F/A Bb Fa toy ny vao haninkeo F/C C 'Reo tantara izay niseho F/A Bb C Gina sy variana tampoka teo Pre-Chorus A7/C# Efa reko sahady any anatiko any Dm Bb Ny angolanao, 'lay fitsikinao F/C-Gm/Bb F/A-Gm/Bb Nambabo ahy , tsy  mahasaraka ahy Csus4 F Fsus4 Tsy mety lefy, Toy ny mozika tsara tefy Chorus C Bb/D C/E F Angolanao 'zay ilay tsy foiko angola mitalaho C Bb/D C/E F Fa tsy ho mety ho tony ny saiko raha tsy eo akaikinao D7/F# Gm7 C/E F Fa raha ny eritreritro, Fotoana iray no andrasako Bb F/A Gm Dia 'lay andro iray hihaonantsika Bb F/A Fm/Ab Dia 'lay andro iray hihaonantsika Bb F/A G7 C7 F Dia 'lay andro iray hihaonantsik'eto indray Verse 3 F C/E 'Reo fotoana mifangaro Bb F Sy ireo minitra maromaro F Bb 'Zay nifampizarana C Vetivety dia tsy tana F/A Bb Fa tsy nety afa po F/C C Voron-kely anankiroa F/A Bb Csus4..C Fa tsy mifanary ,tsy misara-droa Verse 4 F C/E 'Reo tononkalo nosoratanay Bb(add9) F Voarakitra an-taratasy iray F Bb Dia mbola voatahiry C Na dia efa taona firifiry F/A Bb Tsy hay adinona F/C C 'Lay soratrao tsy mety novonoina F/A Bb C Raikitra am-po volamena tsy mba lo
Tondrompeon'i Tovo J'Hay hafa: Tovo J'Hay

 

Tsy Hitambarako (BoyBlack) – Piano

Key: Bb

Intro (2x): Bb....F....
            Gm....Eb

Verse 1
Bb(add9)                 F(add9)
  Zaho aminao saropiaro o Aroh
Gm(add9)                   Eb(add9)
  Tsy hitambarako amin'olo    Anao
Bb(add9)              F(add9)
  Na maro aza ny tsara    
          Gm(add9)                       Eb(add9)
Ankoatr'anao, zaho tsy hiaragn'ologno hafa 

         Pre-chorus (2x)
               Bb                           F
         Efa anao raika foagna anatin'ny fonahy e
                 Gm    Eb
         Anao oh, anao eh 

         Chorus (2x)
                              Bb          
         Tsy hitambarako amin'ôlô
                        F 
         Anao fa ninahy e 
                              Gm               
         Tsy hitambarako amin'olo
                        Eb
         Anao fa ninahy e 

Verse 2
          Bb(add9)       F(add9)
Hialako tsiny,     izy koa 
             Gm(add9)   Eb(add9)
Zaho masiatsiaka    aminao 
         Bb(add9)       F(add9)
Fitiavagna,  io raha mahery 
                 Gm(add9)                    Eb(add9)
Antegna koa fa tia, raha tsisy dikany mampitseny

BPM: 94
Tondrompeon'i BoyBlack hafa: BoyBlack

Faka Vady (Rak Roots)

Hiran'i Rak Roots rehetra: Rak Roots

Fampidirana
C  G  Am  F

Tonony 1
C                                G
 Efa zatra loatra miaraka aminao aho
     G                        Am
Tsy mety tsony raha vao ts'ianao 
     Am                               F           
Efa jamba loatra ny amin'ny fisianao aho 
 F                    C
Tena lafatra loatra anie 

 C                               G
Manembona raha vao tsy eo enao tiako oh 
   G                       Am
Ny anaranao foana no tantaraiko oh 
         Am                    F
Ka ho lazaiko anao fa za' tsy iala e, tsy iala e 
     F                       C
Tsy iala e , tsy iala aminao aho  
     
     Tetezana
                C               G
     Aminao za faly, Aminao za Love e
                   G                            Am
     Aminao tsy mijaly mba sanatria raha mbola iova e 
       Am                      F
     Amen fa ianao no anjarako e
         F
     Fitiavako anao anie ka mamy e 

     Fiverenana
      C               C               G
     Mamy e, mamy e, mamy e, mamy e, mamy e 
     G                          Am
      Ny fitiavako anao tsy ho lany e 
     Am                                F
      Raha mbola tsy ampy dia mbola ampiko oh 
     F            C
      Ianao tena tiako e 

Tonony 2
   C                            G
Fa ohatrany toy ny vao omaly anie 
       G                               Am
'Lay tsika mifampitantana eny an-dalambe 
                     Am               F
Tsika roa samy nankafy dia samy naka fafiny e 
F                    C
 Tena mbola tadidiko e 

       C                        G
Tiko enao , ka mba avelao za hiteny 
         G                        Am
Mamiko enao , averiko ombieny ombieny 
    F                                               C
Aminao malala ihany aho no mahasahy miteny oe tena tia 

     Tetezana
     Fiverenana (2x)

Tonony 3
  C                           G
Tsy nisalala rehefa naka anao e 
       G                                  Am
Vao nanomboka dia hitako enao oe azo atao e 
                  Am                           F
Ravakin’ny tokantranoko oh, Mendrika ny renin-janako oh 

C                                             G
 Miara miainga dia miara tafita miara miosona e 
             G                                  Am
Mino aho f'anao mihintsy le itako tanaty nofiko e  
                             Am                             F          
Miara tonga amin'ny tanjon’irina a tsika iezaka mafy, iara iady e 
                         C 
Amiko ianao lay oe Faka vady e

     Tetezana
     Fiverenana (2x)

 

Aza Hitserana (Mage 4)

Hiran'i Mage 4 rehetra: Mage 4

Tonalite: D

A/C#:  x4222x
Bm':   x24430
Bm'/A: x04430 Bm'/E:0x4430
Bm'/F#:2x4430 Bm'/G:3x4430
D/F#*: 2xxxxx
D2:    xx0230 D2/F#:2xx230 D2/G: 3xx230
F#m:   244222
Gm:    355333

Intro
Bm' Bm'/A| Bm'/G Bm'/F#
Em A 
-----------------------
Bm' Bm'/A| Bm'/E G
Em A D

Tonony 1
       A
Tonga teto ianao 
   A    G  D/F#* Em        D/F#* G
Nilaza fa na____hita ilay fi____tia 
      Em      G             D
'Lay nirinao hatrizay hatrizay 

     A
Mba faly anie aho 
     A        G  D/F#* Em        D/F#* G  
F’angamba ho sambatra  amin’izay ia___nao 
    Em            G                 D
F’ilay fitia teto amiko angamba tsy ampy 

       A
Ny alahelo 
   A      G   D/F#* Em              D/F#*  G
Tanatiko tao na____feniko tsy ho hita_____nao 
   Em          G             A 
Leferiko ilay hany hasambarako 

     Fiverenana
                     D         G
     Fa raha sendra mandalo mamangy any aho 
     Bm-A                Bm      A/C# D
         Ka maso manganohano no hi_tanao 
                   G
     Raha mijery anao aho tsy sahy 
     Bm-A                 Bm        A/C#    D 
         Tsapanao fa toa mafy izany adim-panahy 
    
            G     Bm    A   
     Aza itserana akory aho 
     G                   A          Bm'
      Rehefa sambatra ianao, ampy izay 

Solo #1 - mitovy amin'ny intro
Bm'   Bm'/A  
Bm'/E Bm'/G
Em A D

Tonony 2
       A
Niala teto ianao 
       A     G D/F#*   Em       D/F#* G
Fo nangaina sisa    navelanao mba ho  ahy 
          Em             G             D
Fa tsy ho ahy ianao fa hiova fitia vaovao 

       A
Ny alahelo 
   A      G   D/F#*  Em               D/F#* G
Tanatiko tao na____feniko tsy ho hita______nao 
   Em          G             A 
Leferiko ilay hany hasambarako 

     Fiverenana - mifarana D fa tsy Bm'

Solo #2 (3x)
(D) F#m
G   Em  A
D   F#m 
G   Em  A

     Fiverenana (2x) - mifarana D fa tsy Bm'

Outro
(D) F#m G A
D2  D2/F# D2/G  Gm
D


			

Ngoma (Shyn & Denise)

Hiran'i Shyn rehetra: Shyn
Hiran'i Denise rehetra: Denise

Am':    x02213  Am:    x02210     
Cadd2': x32033  Cadd2: x32030 C: x3x553
Fadd2:  1x3213
G6:     320030  G:     320033 G':xx5433

Intro
Cadd2' G Am' Fadd2 (2x)

Tonony 1
Cadd2     G6
 Mena masoandro 
          Am
Kara isan'andro 
           Fadd2          Cadd2
Manigna agnao, zaho aty Alone 

          G6                Am
Sarognan-tazo, mafy raha mahazo 
             Fadd2                   Cadd2'
Raha jiaby atao tsy mandeha amin'ny laoniny 

     Pre-Chorus
                    G                Am'
     Te hagnaraka anao, mbo te hanagnelatra 
                       Fadd2                Cadd2'
     Fa tsy hay raha atao, voatery 'zaho mipetraka 
                    G                Am' 
     Te hagnaraka anao, mbo te hanagnelatra 
                       Fadd2                C
     Fa tsy hay raha atao, voatery 'zaho mipetraka 

     Fiverenana (2x)
            G             Am'  
     Ngoma zaho, ngoma agnao 
            Fadd2             
     Ngoma zaho,  tafitomany e
     C       G             Am'
      Ngoma zaho, ngoma agnao 
            Fadd2                       Cadd2'
     Ngoma zaho, te ho agny aminao agny e 

Tetezana #1 (mitovy amin'ny intro)

Tonony 1/Pre-Chorus/Fiverenana

Tetezana #2 (2x)
      Cadd2'    
Heritreritro misarintsarigna e 
      G
Very hevitra zaho very marina e
         Am'          Fadd2
Ngoma agnao,  ngoma agnao

     Fiverenana (2x)

 

Reason For Breathing (Babyface)

Amaj7:5x665x A/B:  7x765 
B:    799877 
Bm7:  x24232
C#m7: x46454 (x46457 in the verses)
E:    x7x997
F#m7: 2x222x F#m7':9(11)9(10)9
G#m7: 4x444x
 
Verse 1
A/B                 F#m7   
 If I cried like a baby 
       G#m7            C#m7
Would you change your mind?
Amaj7    G#m7          F#m7 
   If I told you I'm crazy 
           G#m7         C#m7
Would you come running back to me?

Amaj7       G#m7             F#m7                
 The harder I try to break away
            G#m7        C#m7
The more I get lost in yesterday
Amaj7 G#m7          F#m7           G#m7               
 The man that you know is just a shell
           C#m7                  F#m7'-E
Living without you, life is hell

     Pre-Chorus
     B               E       
      I turn on the radio 
              F#m7' E  B
     Just to take the hurt away
     B                       E
      Another night and I'm missing you
                F#m7 G#m7 A/B
     Girl it's ki__lling me, well

     Chorus
     Amaj7                                   
     I don't wanna die tonight
             C#m7
     But I think I might be going down
              F#m7             G#m7           
     'Cuz the only one I ever cared about 
         Amaj7         A/B
     Is nowhere to be found

     Amaj7                                   
     I don't wanna close my eyes 
               C#m7
     'Cause I might not see the light of day
         F#m7          G#m7
     I'm almost out of air
                            Dmaj7   A/B                
     You're my reason for breathing
                            C#m7
     You're my reason for breathing
               F#m7
     No no no no
     C#m7       F#m7
      No no no no

Verse 2
                   F#m7     
I don't wanna go clubbing
G#m7                   C#m7
 'Cuz I got no one to dance with me
Amaj7         G#m7      F#m7                     
 And I don't wanna go shopping 
G#m7                    C#m7         Amaj7-G#m7
 'Cuz I got no one to spend my money on
  F#m7                G#m7
Spending my time with one glass of wine
  C#m7                    Amaj7    G#m7
Playing solitaire just to ease my mind
 F#m7                   G#m7
Poured one for you, but I drank that too
C#m7                          F#m7'     E
Anything to kill the pain of losing you

     Pre-Chorus
     Chorus

Bridge
         E                   B
So I'm reaching out on this distant line
        C#m7              
Hoping deep inside 
      B                    Amaj7
Your heart's gonna find a reason
A/B           C#m7    B
 To keep me breathing

         E                     
But I'm lost in this pain 
             B
And I don't have much time
     C#m7               
I'm so tired of walking 
      Bm7
This same old line
        Amaj7                    G#m7                   
So I'm taking my pride, gonna throw it aside
  Amaj7                          A/B
Please let me breathe girl, I'm sorry

     Chorus