Teny fanolorana: Eo amin'ny fiverenana, misy bass (E*-F#*-G*-A*) eo antenantenan'ny Em sy Bm fa sarotra ny manoratra an'ilay izy eo amin'ny tondrompeo. Henoy ilay hira ary rehefa mitendry dia handramo Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Am/C: x3xx55 Asus: x02230 A': xxxxx5 Bm: x24432 Bm/G#: 4x443x Bb: x13331 G/B: x2xx33 G/Bb: x1xx33 D/F#':xxxxx2 Gm: 3xx333 G': xxxxx3 F#m: 244222 Fampidirana (2x) D Am/C G/B G/Bb D G A D Tonony 1 D Am/C G/B G/Bb Ny lasantsika D G A Asus-A Tsy hay hofafana D Am/C G/B G/Bb Tsy mety mangatsiaka D G A D Fa tadidiko mazàna Fiverenana Gm F#m Ireo safosafo Em Bm B*-A* Sy angolangola Bm/G# Am Namela afo Bb A (A'-G'-D/F#'-A) Tsy mety tola Tonony 2 D Am/C G/B G/Bb Toa tsy tantin’ny saina D G A Asus-A Ny mieritreritra fa D Am/C G/B G/Bb Ianao ’lay no__lalaina D G A D Mitampify an-tratran’olon-kafa Fiverenana Gm F#m Ireo teny mamiko Em Bm B*-A* Naverinao ho azy Bm/G# Am Hay izy ireny tamiko Bb A (A'-G'-D/F#'-A) Mbola vazivazy Tonony 3 D Am/C G/B G/Bb Izaho no namafy D G A Asus-A Ny hafa no mijinja D Am/C G/B G/Bb Izaho ’ndray no mihafy D G A D Fa nilaozanao nifindra Fiverenana Gm F#m Natao lamba tonta Em Bm B*-A* Natsipy toa rovi-damba Bm/G# Am Zary natotatota Bb A (A'-G'-D/F#'-A) Lany tsirony angamba Tonony 4 D Am/C G/B G/Bb ’Lay vatanao mangovitra D G A Asus-A Raha tojo hafaliana D Am/C G/B G/Bb Angamba mihovitrovitra D G A D Tsara karakaran’olon-tiana Fiverenana Gm F#m Ny rangotrangotrao Em Bm B*-A* Tratra hafa no ratrainy Bm/G# Am ’Reo antsoantsonao Bb A (A'-G'-D/F#'-A) Ny molotrao no tsenainy Tonony 5 D Am/C G/B G/Bb Ts'ilay nisolo toerana D G A Asus-A No ankahalaiko D Am/C G/B G/Bb Fitia tsy azo ferana D G A D Ny fahavaloko hajaiko Fiverenana Gm F#m Fa ianao kosa Em Bm B*-A* Mbola hantenaina Bm/G# Am Mbola tsy afa-trosa Bb A' (A'-G'-D/F#'-A) ’Zaho ve dia hiala maina Famaranana D Am/C G/B G/Bb D G A D
Tag Archives: tononkira
Lasa Ny Mamba (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo (*): Bass Tendry Gasy (CGDGBE) Am: x22210 C: 0x201x Dm: 0xx321 D: 2xx232 Em: 442000 F: 557565 F': xx3211 F/G:x0x21x G: x05433 G': x0000x G/B:x4543x Fampidirana C Em F Dm C G C Tonony 1 C G G' F/G C La_sa ny mamba dia misosoka ny voay G F/G-G' F' C Tsy_hanary lamba raha very olon’i_ray C G G'F/G C Na solaina aza mety maniry ny volo G F/G G' F' C Raha ianao no lasa ve dia tsy hisy hiso_lo Tetezana G' F/G G' F/G G 'Ndray mandeha no man_ta va__ry G' Am Em* F/G Em* F* Sanatria tsy handevi-tsotrobe G' F/G G' F/G G Tsy hataoko han_ka__ra__ry G' Am Em* F/G Em* F Fa voa mainka 'zaho hiho_mehy Fiverenana C Em F Dm Mandehana soava-dia re ry_anona C D G' Fa ny aty tsy mitana izay malaina hijanona o! C Em F Dm Mandehana soava-dia re ry_anona C G C Fa ny aty tsy mitana izay malaina hijanona Tonony 2 C G G' F/G C Mamy ny fary nefa ny faikany harora G F/G-G' F' C Fa fitia tsy han_jary harorako mora C G F/G C Fa io aizina io mbola hody hazavana G F/G G' F' C Raha hafoinao aho a__nio ampitso hahita hafanana Tetezana G' F/G G' F/G G 'Ndray mandeha no man_ta va__ry G' Am Em* F/G Em* F* Sanatria tsy handevi-tsotrobe G' F/G G' F/G G Tsy hataoko han_ka__ra__ry G' Am Em* F/G Em*F* Fa voa mainka 'zaho hiho_mehy Fiverenena C Em F Dm Mandehana soava-dia re ry_anona C D G' Fa ny aty tsy mitana izay malaina hijanona o! C Em F Dm Mandehana soava-dia re ry_anona C G C Fa ny aty tsy mitana izay malaina hijanona Tendry Tsotra: (EADGBE) G': 32000x G/B:x2003x F/G:1xx21x
Mimoza (Dama)
Hiran'i Dama rehetra: Dama Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Capo: 2 A': x0xx20 Bm: x2x432 Cadd9':x3xx30 Cadd9: x32033 D2: xx0230 D4: xx0233 D5: xx0235 E*: xx2xxx (Asus4/E:xx2230) F#*: xx4xxx (D/F#: xx4323) G: 320033 G/B: x20033 C/G:3x2010 Fampidirana D Cadd9' A' (2X) Tonony 1 D2 F#* E* D2 Tiako hafindra aminao F#* E* D2 Ny fitiavako_mimoza F#* E* G Ny fitiavako mimoza........... Cadd9 G/B D Kane_____fa raha_tsy_tianao dia A Bm Avereno ho_ahy G A D Ny fitiavako mimoza Tonony 2 F#* E* D2 Misy toerana mafana F#* E* D2 Tsy mba mamanala F#* E* G Ao anatiko ao Cadd9 G/B D Toera__na kelikely A Bm Afaka hitahiry G A D D-D4-D5 Ny fitiavanao mimoza Fiverenana G D Manimanitra daholo G A D D-D4-D5 Izay lalovanao G D Misy fofom-boninkazo G A D Voninkazo mimoza Tonony 3 F#* E* D2 Andao fa ho_entiko_ianao F#* E* D2 Faly_aho raha_hitanao F# E* G C/G-G 'Lay saha mimoza Cadd9 G/B D 'Lay toera__na falehako A Bm Efa nanamboarako G A D Trano kely mimoza Tonony 4 F#* E* D2 Ny andro efa hariva F#* E* D Tsy mba fantantsika F#* E* G Ao anaty tranokelinao Cadd9 G/B D Ny a_____fo manazava A Bm Dia_manome hafanana G A D D-D4-D5 Hafanana mimoza Fiverenana (2x) G D Ny haizina mangina G A D D-D4-D5 Efa manery antsika G D Handao ity tranokely G A D Tranokely mimoza Famaranana F#* E* D2 Raha sendra tsy_eo izaho F#* E* D2 Raha sendra_lasa izaho F# E* G Dia_izao no zavatra hataonao ahy Cadd9 G/B D Mandeha_____na any an-tsaha A Bm Ary mangala G A D Voninkazo mimoza
Ianao Ilay Tsy Manan-Tsahala (Dadah Rabel)
Hiran'i Dadah Rabel rehetra: Dadah Rabel *: Bass ihany no tendrena Tendry Gasy (CGDGBE) Am: x22210 C: x5555x Dm7: 2x3211 Em7: 4x5433 E: 446454 E/G#:x12100 G: x0343x G/B: x40033 F: 557565 Fampidirana F E E/G# Am Dm7 G Tonony 1 C G/B Am G Ianao 'lay tsy manan-tsahala F Em7 Dm7 G 'lay nisafidy hizara ny diako C G/B Am G Ianao ihany no mahalala F Em7 Dm7 G 'Reo ahiahy sy 'reo faniriako Fiverenana F E E/G# Am Ianao teo anilako hatrany Dm7 G E/G# Am Nizara ny tsiky, namafa tomany F E E/G# Am Ianao nampijoro, nampitraka Dm7 Dm7 G G Nanampy ahy hibaby ny mafy tsy zaka Solo (2x) C Am Am-G-Am F G Fiverenana F E E/G# Am Ianao teo anilako hatrany Dm7 G E/G# Am Nizara ireo tsiky, namafa tomany F E E/G# Am Ianao nampijoro, nampitraka Dm7 Dm7 G G Nanampy ahy hibaby ny mafy tsy zaka Tonony 2 C G/B Am G Ianao 'lay tsy manan-tsahala F Em7 Dm7 G 'lay nisafidy hizara ny hoaviko C G/B Am G Ianao no hany tokiko malala F Em7 Dm7 G 'Lay mandra-maty hany hotiaviko Fiverenana F E E/G# Am Ianao teo anilako_eo foana Dm7 G E/G# Am Tsy fanontaniana, tsy nisy hoe nahoana F E E/G# Am Ianao tsy mba be fisehosehoana Dm7 Dm7 G 'Nefa tratr’antso rehefa_antsoina Solo C Am Am-G-Am F G C...
Tendry Tsotra (EADGBE) C: x35553 Dm7: xx0211 Em7: 022033 E/G#: 446454 G/B: x20033
Fony Isika (Dadah Rabel)
Hiran'i Dadah Rabel rehetra: Dadah Rabel Capo: 2 *: bass ihany no tendrena Dm': xxx231 Dm7': xx0211 Em': xxx453 Em7': xx0433 G": xx000x Tendry Gasy (CGDGBE) Am: x22210 A: x22220 A': x2x2xx C: 0x2010 Cadd9: 0x2030 Dm7: 2x3211 Dm: 2xx321 Em7: 4x5433 E: 442100 E/G#: x12100 Fmaj7: 5xx55x G: x05433 Gm: x03330 G':x0x0xx G": x0xxx3/5/3 Fampidirana Fmaj7 Em7 (2x) Dm7 G Tonony 1 Em'Dm' C E Fo_ny isika vao niara niainga E/G# Am Nifanome toky G C G'-A'-G' Fa tsy hifandainga Em' Dm' C E Ka na lava ny dia na ho fohy E/G# Am Hiray lakana G C Hiray fivohy Tetezana C Cadd9 C Gm Kanjo noho ny.. Gm A Mba sendra tafiotra G" Dm Dia rendrika A Dm Tsy hafa mihoatra Fiverenana D*-E* Fmaj7 Em7 Hay ve fitia rary fotaka Fmaj7 Em7 Tsy natao hateza fa hiotsaka Dm7 G Tsy haharitra ny orana mirotsaka. G"-Dm7'-Em7' Tonony 2 Em' Dm'C E Fa na_dio ve ny rano nitana E/G# Am Nahazo morony ianao G C G'-A-G' Dia lasa ka tsy tana Em' Dm'C E Sa voa_sedra ireo mafy niharitra E/G# Am Dia lasa ianao G C Satria tsy naratra Tetezana C Cadd9 C Gm Sendran'ny anjely ianao Gm A No niantso vonjeo G" Dm Noho ny tafariko A Dm Dia lasa toa tsy teo Fiverenana D*-E* Fmaj7 Em7 Hay fitia mody midoroboka Fmaj7 Em7 Fa ny fakany efa zary boboka Dm7 G Ts'hita aretina raha_tsy_efa nidoboka G"-Dm7-Em7' Tonony 3 Em' Dm' C E Ny ha__nim-pitoloha noho_ny lasa iray lovia E/G# Am Ny mba hany vatsiko noho_ny G C Zary nanify Em'Dm'C E Ny ta_fo_ko noho ny tsy naharo tamin'ny orana E/G# Am Ny rovi-dambako noho_ny_tsy_ampy G C Nisalorana Tetezana C Cadd9 C Gm A Dia lasa ia___nao nirintona moramora G" Dm Sady nandatsa A Dm No mbola nanakora Fiverenana D*-E* Fmaj7 Em7 Hoe ny ory anie tsy havan'ny manana Fmaj7 Em7 Paosy feno anie tsy asiana tanana Dm7 G Fa tsy ianao kay, no tena fiadanana G"-Dm7'-Em7' Em'-Dm' C Tendry tsotra (EADGBE) Cadd9: x32030 Dm7: xx0211 Dm: xx0231 Em7: 022033 E/G#: 422100 na 446454 Fmaj7: 1xx321 G: 3x5433 Gm: 3x3330
Ravao Maria (Tselonina)
Hiran'i Tselonina rehetra: Tselonina Am7: x0xx1x Dm: xx0231 G7: 320001 G6: 32001x G/B: x2xx3x Fampidirana C..G.. G7..Dm.. Dm..F.. G-Am7-G/B-C Tonony 1 C G Horakorak’i Rasahona G7 Dm Etsy an-tanin’anan-drano Dm F Iny e izaho fa maka F G-Am7-G/B Maka vinanin-drano Tonony 2 C G Lasa nandeha nankaiza oa G7 Dm I Ravaomaria Dm F Izy nantsaka rano G Am7 G/B C Ery an-dohasaha ery Tetezana C..G..G7..Dm..Dm..F..G-Am7-G/B-C Fiverenana G7 F G Lasa aiza i Ravaomaria G7 F G G6 G Lasa aiza i Ravaomaria-ko o C G Lasa nantsaka rano G7 Dm Eny an-dohasaha Dm F Misy andro harivariva o! C G G G7 Hampiandrasana an-dralehilahy o o! C G Lasa nantsaka rano G7 Dm Eny an-dohasaha Dm F Misy andro harivariva o! G C Hampiandrasana an-dralehilahy Tetezana C..G..G7..Dm..Dm..F..G-Am7-G/B-C (2x) Tonony 3 C G Antsoko eny amoron-drano eny G7 Dm Ho_entin’ny onja mielatra_any Dm F Kikiazako eny an-tanety F G-Am7-G/B-C Haveriny hankeny amiko_any Tonony 4 C G Lasa nandeha nankaiza oa G7 Dm I Ravaomaria-ko o Dm F Izy e nantsaka rano G Am7 G/B C Ery an-dohasaha ery Tetezana C..G..G7..Dm..Dm..F..G-Am7-G/B-C Fiverenana G7 F G Lasa aiza i Ravaomaria G7 F G G6 G Lasa aiza i Ravaomaria-ko o C G Lasa nantsaka rano G7 Dm Eny an-dohasaha Dm F Misy andro harivariva o! C G G G7 Hampiandrasana an-dralehilahy o o! C G Lasa nantsaka rano G7 Dm Eny an-dohasaha Dm F Misy andro harivariva o! G Am7 G/B C Hampiandrasana an-dralehilahy
Goodbye My Friend (Mika sy Davis)
Hiran'i Mika sy Davis rehetra: Mika sy Davis Bm7: x24232 Bm7': x24235 C#m7: x46454 C#m: x46654 Em7: 022033 Em: 022000 F#m': 2xx220 F#m: 244222 Gmaj7: 3xx432 G#m': 4xx44x Fampidirana Bm7 Gmaj7 (2x) Bm7 Gmaj7 Goodbye, goodbye... Bm7 Gmaj7 A Tonony 1 Em7 A D Dia vita teo ny fiarahantsika Bm7 Em7 A Hifanafatra kely hoe D Bm7 Aza manadino o Em7 A Bm7 Izaho aty mahatsiaro anao D Aza manadino o Em7 A D Izaho aty mbola havanao Bm7' Em7 D-A e e e ouh oh oh oh D Bm7' Tonony 2 Em7 A D Tsy hita moa fa ny fiainana masiaka Bm7 Em7 A Mampisaraka e yeah D Bm7 Aza manadino o Em7 A Bm7 Fotoana fohy niarahantsika D Em7 A Aza manadino o o o Tetezana G F#m' Bm Lasa vahiny ka tomany G G F#m'Bm Tiako gadraina eo an-tratrako eo G F#m' Bm Tsy avelako handeha lavidavitra_any G F#m' Bm Anilako eo, isan’andro isan’andro Em7 Gmaj7 A Tsy hisaraka mandra____kizay Fiverenana D Bm7 Em A Tsy manino fa veloma e Bm7 D Em A Tsy mampanino f’aza manadino, D Bm7 Em A Tsy manino fa veloma ianao, F#m' Bm7 Em A Samy tsara e (4x) D Bm7 Em A (2x) D Bm7 Em A K'aza manadino o o D Bm7 Em A Tetezana G F#m' Bm Lasa vahiny ka tomany G G F#m'Bm Tiako gadraina eo an-tratrako eo G F#m' Bm Tsy avelako handeha lavidavitra_any G F#m' Bm Anilako eo, isan’andro isan’andro Em7 Gmaj7 A Tsy hisaraka mandra____kizay Fiverenana (ambony) E C#m7 F#m B Tsy manino fa veloma e C#m7 E F#m B Tsy mampanino f’aza manadino E C#m7 F#m B Tsy manino fa veloma ianao, G#m' C#m7 F#m B Samy tsara e G#m' C#m7 F#m B Samy tsara e (k'aza tomany) G#m' C#m7 F#m B Samy tsara e (aza manadino o o) G#m' C#m7 F#m B Samy tsara e (f'izaho hahatsiaro anao) G#m' C#m7 F#m B Samy tsara e (izaho mbola havanao) G#m7 C#m7 F#m B Samy tsara e ( Goodbye Goodbye my friend) C#m A Samy tsara e (2x) C#m A Goodbye my sugar, f'aza manadino o
Tsara Tso-drano (Dadah Rabel)
Hiran'i Dadah Rabel rehetra: Dadah Rabel Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Capo: 2 Tendry Gasy (CGDGBE) A: x2222x A': x2x22x Bbdim:x3232x Bm: x4443x Bm': x4x43x C#m': x6x65x Em7: 4x5433 Em: 44200 G: x5433x Fampidirana D Em7 A D (3x) D Em7 A G D Tonony 1 G Bbdim Bm A Zahay mivady toa sondrian-tory G Bbdim Bm Mihevitra anao ho ankizy foana G Bbdim Bm A Nony nihiratra taitra tsitahita akory G Bbdim Bm Hay moa ianao tonga taona Tetezana D Em7 A D Hay moa tokoa ianao hary elatra D Em7 A D Te hanana zo, te handeha, te hivelatra D Em7 A D Vita ny adidin’i Dada sy Neny D Em7 A D Efa voninkazo ’lay voa novoleny Fiverenana Em A Handeha, tsara tso-drano Em A Tsy ho azon-tsampona, tsy hidiran’angano Em A Handeha, soava-tsarà Bm A G'-A'-Bm' A'-Bm'-C#m' D ’Zay vao tena lehilahy Tonony 2 G Bbdim Bm A Be ny tafahoatra, be koa ny tsy ampy G Bbdim Bm Na ny anatra na tambitamby G Bbdim Bm A Be ny sakantsakana, be ny fandraràna G Bbdim Bm Toa_hoe tara toetr’andro izahay mazàna Tetezana D Em7 A D Nefa izay moa no mba heverinay ho tsara D Em7 A D Satria ny tianay ho tsara dimby sy fara D Em7 A D Aza tsiny mety_tsy_ho tsara daholo D Em7 A D Ny mba faniriana nahay nitaiza sy nikolo Fiverenana Em A Handeha, ny any aloha no banjino Em A Ny fahendrena no vatsy aza hadino Em A Handeha, mahità ny mamy Bm A G'-A'-Bmadd4 A'-Bm'-C#m' D Mba ho lavitra tomany Solo Em A (3x) G'-A'-Bm' A'-Bm'-C#m' D Tetezana D Em7 A D Lasa nandeha ka hisidina irery D Em7 A D Efa lehibe tsisy handidy, tsisy hanery D Em7 A D Handimby ireo zoky, hiantsorok’adidy D Em7 A D Ny mba faniriana tsy ho ratsy safidy Fiverenana Em A Handeha, mahaleova Em A F'ianao no dimby, ianao no handova Em A Handeha, ny anarantsika Bm A G'-A'-Bm' Aza avela ho_entin-driaka A'-Bm'-C#m' D Tendry Standard (EAGBDE) Bbdim:x1232x Bm: x24432 C#m': x46654 Em7:0xxx33
Zanako Vavy (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Tendry Gasy (CGDGBE) C: 0x2010 C/E : 4x5553 Dm7: xx0768 Dm7': 2x3211 Em7: 4x5433 F: 557565 G: x00433 G7 : x0x767 G7': x00001 Intro: C...C/E...| F...Dm7...| G7-Dm/G..G|F/C....C Tonony 1 C C/E F Dm7 Handeha ianao ry zanako vavy G G F/C C F'efa io ilay fanilon’ny andronao ho a__vy C C/E F Dm7 Handeha ianao handeha ka mahere__za G7 G-G7' G C C-Dm7-C/E Ny tokatranonao hiriko hateza Fiverenana F G Em7 Ny masoko raha toa manganohano D D/F# G Tsy tomanin’alahelo fa andon-tsodrano G/B Am G [Riff 2] O o o C C/E F Dm Hifarana_eto ny_anay ny adi__dy G7 G--G7' G/C-C Lehibe ianao ka tompon-tsafi__dy Tonony 2 C C/E F Dm7 Handeha ianao Lasan’iny olona iny G G F/C C Riff Tsy fanta-pototra mpandalo mpivahi__ny C C/E F Dm7 Handeha ianao Ianao ilay tsy sarako G7 G G7' G-C C-Dm7-C/E Hanadino ahy hanadino ny anarako Fiverenana F G Em7 Aza mieritreritra fa hasarotam-piaro D D/F# G Samy tia anao izahay nefa fitia tsy azo hafangaro G/B Am G O o o C C/E F Dm7 Fa izahay no tany naniriana G7 G G7' G/C_C Riff 1 Mahararirary na tiana na tsy tia_na C Dm7' C/E Handeha Lala__ô, F Em7 D O o handeha Lala_ô G G F/C C Riff 1 Mpihindrana izahay fa tsy natao ho tompony C Dm7' C/E Handeha Lala__ô, F Em7 D O o handeha Lala_ô G G G/C C Riff 1 Ny mamy lasany ka ny anay dia ny fofony Tonony 3 C C/E F Dm7 Handeha ianao ry zanako vavy G G F/C C Riff 1 F'efa io ilay hameno ny andronao ho a__vy C C/E F Dm7 Handeha ianao handeha ka matokia G7 G G7' G/C C C-Dm7-C/E Enga anie mba tsy ho sampona ny di___a Fiverenana F G Em7 Ny reninao aza avela hangina D D/F# G Fa efa nisotro ny rano tsy tiana G/B Am G [Riff 2] O o o C C/E F Dm7 Raha mibaliaka ny fitiavanao ani_o G7 G G7' G/C C Riff 1 Ireo nahary mba tsiditsidi___o Tonony 4 C C/E F Dm7 Omeko anao Ho anao ry tovolahy G G F/C C Riff 1 Ity harena tokana sy sarobidy ho a__hy C C/E F Dm7 Omeko anao Fa izaho tsy ho sarotiny G7 G G7' G/C C C-Dm7-C/E Nefa mba hamelao fitia potipotiny Fiverenana F G Em7 Izahay tsy mitady vali-babena D D/F# G Fa ny fitiavany no aza avela hihena G/B Am G [Riff 2] O o o C C/E F Dm7 Fa raha tsy izany dia hahatsiaro ho kamboty G G C Riff 1 Toy ny mpamboly tsy afa-nioty C Dm7' C/E Handeha Lala__ô, F Em7 D O o handeha Lala_ô G G C Voatery hangina na tsy mahafoy C Dm7' C/E Handeha Lala__ô, F Em7 D O o handeha Lala_ô G G C Raha misy mahaory izy amin’izay no antsoy Riff 1: Riff 2 g|-2-1-0- g|-4-2-0- D|------- D|------- G|-2-1-0- G|-4-2-0-
Minisitera (Mahaleo)
Hiran'i Dadah Rabel rehetra: Dadah Rabel Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Tonalite: C Tendry Gasy (CGDGBE) Am : x22210 Am7: x2x2xx C: 0x2010 Ddim/G#:x13131 Em7: 4x5433 E: 4x2100 E/G#: x12100 Dm7: 2x3211 F: 5xx565 Fmaj7: 5xxx55 G': x05433 G: x00003 G/B: x4xx33 Fampidirana Dm7....|C..Am7.. Dm7....|G..C.... Tonony 1 F Fmaj7 Ao an-tsekoly, ’zaho ro gisitra Em7 Dm7 Matetika faran’ny lisitra C Faniriako anefa Dm7 G C Ny ho tonga Minisitra Tonony 2 F Fmaj7 Ka i bado sy dondrona ro ataoko Direkitera Em7 Dm7 Kala Soa, sekretera paritikiliera C Ireo mahay Dm7 G C Raha azoko, ataoko saofera Fiverenana E E/G# Am Fa i Koto, lietinako fahiny G' G/B C Hahazo ny toerana iriny E E/G# Am Ho tre__etrika sy faly Ddim/G# G Fa sekretera generaly Intro Tonony 3 F Fmaj7 Mitsangana ary ’ty Minisitera Em7 Dm7 Mitsinjarazara ho vaomiera C Hanatanteraka Dm7 C... Ny hafokana lany era Tonony 4 F Fmaj7 Ireo tary somary, manky visy Em7 Dm7 Hataoko sefo serivisy C Handinika Dm7 C... Ny hadalana rehetra misy Fiverenana E E/G# Am Vaomieran’ny enti-mody tsy vita G' G/B C Vaomiera_____n’ny fitaovana tsy_hita E E/G# Am Vaomie__eran’ny habadoana Ddim/G# G Vaomieran’ny hakamoana Intro Tonony 5 F Fmaj7 Ireo mpampianatra nanambanimbany Em7 Dm7 Ny tale anisan’izany C Hampiandreketoko Dm7 C... Famafana ireo tokontany Tonony 6 F Fmaj7 Ireo surveillant kosa Em7 Dm7 Nanao izay hahakanosa C Eny anjoron-trano Dm7 C Mandohalika! Hanala trosa Fiverenana E E/G# Am Fa ny anay ts’isy azo rarana G' G/B C Fifohan-tsigara, fisotroa-mafana E E/G# Am Fa fa__akan-drivotra lava Ddim/G# Rehef’avy eo samy mibaraka G Dia samy mirava Intro Tonony 7 F Fmaj7 Ireo vehivavy ’zay namingavinga Em7 Dm7 Ka niseho favy , niseho ho kinga C Ampiriatiko Dm7 C Ts’ary avelako ra tsy mandringa Tonony 8 F Fmaj7 Ireo lehilahy tsy resiko, fa mafy be Em7 Dm7 Manam-bola, tsara bika, tsara tarehy C Raha vao mitrena Dm7 C Allez, affecte Fiverenana E E/G# Am Fa ny Minisiterako, dia sekoly tsy miangatra G' G/B C Fa ny ambony haforitra, ny ambany hasandratra E E/G# Am Ao amiko no tena hitranga Ddim/G# ’Ty dradradradraina hoe G C... Fitovian-tsaranga