Hiran'i Tovo J'Hay rehetra: Tovo J'Hay Am7: x02010 A7:x02020 Bb: x13331 B7:x21202 C7: x35353 C#:x46664 Dm: xx0231 D#:x68886 Fm: 1xx111 Gm7: 3xx33x G#:466544 Fampidirana (2x) F Gm7 C Tonony 1 F Gm7 C F Lay endrikao zay nahasarika ahy F Gm7 C F Lay toetranao tsara fanahy F Gm7 C F Malefadefaka fijery F Gm7 C Bb Maontina fomba sy fiteny Tetezana A7 Reny rehetra ireny Dm G No nahatonga ahy hanofy anao Bb F Nofy lalina, tanaty alina Bb C 'Zay niainantsika sy ianao Fiverenana F C Dm Noho,'lay nofy mamy, mampanontany Bb C F Hoe vita lasitra ato an-tsaiko C A7 Dm Tsy hay vonoina, ho adinoina Bb C F Tandindona foana ianao ry aiko Tonony 2 G Am7 D G Hira 'zay noventesintsika roa G Am7 D G Tanaty nofy kanto tokoa G Am7 D G Ny fo niventy azy hono tena feno G Am7 D C Mikalo ity hira tsy faheno Tetezana B7 Oroka safosafo Em A Ho solon-tsakafo C G 'Reo sangisangy sy vazivazy C D No tena nampiavaka azy Fiverenana G D Em Noho,'lay nofy mamy, mampanontany C D G Hoe vita lasitra ato an-tsaiko D B7 Em Tsy hay vonoina, ho adinoina C D G Tandindona foana ianao ry aiko Tetezana G D Em| C D G| D B7 Em| C D B7 Em Fa hadisoako ve ny hiteny hoe B7 Em Misy lanja be dia be A D D# Ny fisianao, ny fisianao Fiverenana (2x) G# D# Fm Noho,'lay nofy mamy, mampanontany C# D# G# Hoe vita lasitra ato an-tsaiko D# C7 Fm Tsy hay vonoina, ho adinoina C# D# G# Tandindona foana ianao ry aiko
Tag Archives: tovo j’hay
Satry Foana (Tovo J’Hay)
Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay Am7: x02010 Am7': x02013 Cadd9: x32033 D4: xx0233 G/B: x20033 Fampidirana (2x) G C G C G e|-3-2-0--|----0---|-3-2-0--|------- b|------3-|-1-3-3--|------3-|-1-0-0- g|-------0|-------0|-------0|------0 Tonony 1 G C D Em Efa ho ora iray no tafaray G C D G Miara-mikorana feno hafanana G C D Em 'Reo mpankafy mozika sy dihy G C D G Toa tsy mba malaina, satriny aza hitohy ny maraina Tetezana D Em-C Ravo ery 'zay tsy izy G Em 'Reto ankizy milalao Am7-Am7' G/B-Cadd9 Toa variana, toa sondriana D D4-D Manana ny atao Fiverenana (2x) G Cadd9 D Fa satry foana tsy mba hiala eo G Cadd9 D Fa satry foana hihaino ilay feo Tetezana Em | Bass Riff E|-0---0-0-0-2-0-3-2-0 Tonony 2 G C D Em Kotaba be ry zareo, tsy mety leo G C D G Miara-miangola, miaraka midola G C D Em Miondana aty mankary mankatsy G C D G Korana tsy rava, raha tsy tsemboka ny tava Tetezana Fiverenana (4x)
Niandry (Tovo J’Hay)
Key: A Intro (2x) E....| F#m7/E.... Verse 1 A Niandry irery foana teo Asus4/E-A Toa nanirery A/E-E F#m-E Niandry ny namany D-A Niaretany avokoa ireo Asus4/E-A Orana nifafy A/E E F#m-E Nanakotsa ny tenany Verse 2 D-A Nangingina tsy nahateny Asus4/E-A Nahatsiaro A/E E F#m-E Nangatsia_ka ny vatany D-A Nierikerika nanantena Asus4/E-E Sao hoe A/E E F#m-E Sao mbola tazany Melodie: E-F#-A| B-C#-E-F# Bridge Bm Ny hatsiaka 'zay namirifiry F#m E Azony taminy Bm Ny orana aza mikija tsy zakany F#m E Niafiany noho ny_aminy Chorus (2x) E/G#-A A/C# D Tsy nahita fa nody fotsiny izy E E/G# A Nandeha tsy nahaloa-peo A A/C# D Nangingina toa tsy nahateny E E/G# A Niandry fotsiny teo Interlude G-D/F#-A Outro A Efa dila ny lera (efa dila ny lera) Efa dila ny lera (Aza miandry azy intsony) Efa dila ny lera (Naleony niova) Efa dila ny lera (Sasatra niandry) (3x) Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay
Te Mba Ho (Tovo J’Hay)
Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay Capo: 1 (ny orijinaly mampiasa capo) Am7: x02010 Cadd9: x32033 D4: x5403x G/B: x20033 Fampidirana (4x) G/B Cadd9 D G Tonony 1 G/B Cadd9 D G Misy fitiavana tsy haiko lazaina G/B Cadd9 D G Reko mitempo reko miaina G/B Cadd9 D Em Ao anatiko ao misy feo mitalaho Am7 D4 Mitaraina miantso anao Tonony 2 G/B Cadd9 D G Toa manery toa mila tsy ho tanty G/B Cadd9 D G 'Lay vetso-po izay miery ao anaty G/B Cadd9 D Em Tsy mba mionona nefa tsy hay kobonina F D4 'Lay iray minitra hitiavako anao Fiverenana G Am7 C D4 (Ouh ouh ouh ouh), te ho eny aminao eny aho G Am7 C D4 (Ouh ouh ouh ouh), te mba ho fihininao G Am7 C D4 (Ouh ouh ouh ouh), aza avela irery eto aho G Am7 C D4 (Ouh ouh ouh ouh), fa te mba ho namanao Tetezana (2x) G/B Cadd9 D G Tonony 3 G/B Cadd9 D G 'Lay tsikitsiky fanaonao iny G/B Cadd9 D G Azo sary an-tsaina rehefa iny aho mangingina G/B Cadd9 D Em Tsy_indray tsy indroa f’efa maro tokoa Am7 D4 'Lay bitsika milaza ao am-po Tonony 4 G/B Cadd9 D G Misy nofy, misy vetso, aingam-panahy G/B Cadd9 D G Misy hery iray toa manaloka ahy G/B Cadd9 D Em Mitombo isan’andro tsy mety miato F D4 Mameno fo zato isan-jato Fiverenana G Am7 C D4 (Ouh ouh ouh ouh), te ho eny aminao eny aho G Am7 C D4 (Ouh ouh ouh ouh), te mba ho fihininao G Am7 C D4 (Ouh ouh ouh ouh), aza avela irery eto aho G Am7 C D4 (Ouh ouh ouh ouh), fa te mba ho namanao Tetezana Em D/F# G A e|----------------------------------9---- b|----7-8--7--8-10--------12--10----10--- g|-9-9------8-----------12------12-------- D|--9-----------------12---------------11 A|-7-------9--------10--------------0---- E|--------------------------------------- Am7 C G/B A D e|-5-7-8--7-----5-5-3--2-3-2 b|----------8---5------3---- g|--5------7--7--6-----2-2-- D|-7------9-----7------0---0 A|-0------------------------ E|-------------------------- Fiverenana (3x)
Tsy Afa Mandao (Tovo J’Hay)
Hiran'i Tovo J'Hay rehetra: Tovo J'Hay Am7: x02010 B7: x21202 B7/Eb: xx1202 D4: x5403x G/B: x2003x p: pulloff (esorina aingana) h: hammer-on (kapohina aingana) s: slide (agorisa) Fampidirana (Riff 1) Riff #1 G C G D (2x) e|--------------7|-8-7------ b|--8p7-----8-10-|----8-8h10 g|-7---9-7-7-----|---------- ---------------------------- Riff #2 G C G D e|--------------7|-8-7-8h10- b|--8p7-----8-10-|---------- D|-7---9-7-7-----|---------- Tonony 1 G C G/B Tafapetraka mihitsy aho androany G D/F# G Raha vao naheno fa lasa ihany G Am7 G/B G Nangingina tsy dia be te__ny G D/F# G Ka nanary dia teny ho eny Fiverenana D4 C G Nitamberin’ireo fahiny B7 B7/Eb Em Indrindra moa ‘reo tsiahin’iny làlana iny C G ‘Zay fanaterako anao isan’andro Am7 D G Sy ilay fanaontsika mody masoandro Tetezana (Riff #1 & 2) G C G D (2x) Tonony 2 G C G/B Sangisangy izay misy indraindray G D/F# G Ireo tsongotsongo kely mahamay G Am7 G/B G Ireo sento lasa toma__ny G D/F# G Hanembonako rehefa tonga any
Fiverenana D4 C G Ny elanelan’ny tany no misy B7 B7/Eb Em Fa raha ianao no adino, angamba tsy_hisy C G Ny fo sy ny saina ho tavela Am7 D Riff 3 Hiezaka ihany aho ho avy tsy ho ela Tetezana - Riff 3 (2x) G D C G e|-7-8-7-5------3-- b|-------7--7-8-5-3 g|-7--------------4 D|----------------5 A|-------5------3-- E|----------------- G D G g|-------7------------- D|-5s7-9---7-8p7-5--5-5 G C G D (2x) Tonony 3 G C G/B Ilay fo mitempo tsy afa-mandao G D/F# G Mijanona eo foana mitempo ho anao G Am7 G/B G Ireo ditra sy ireo fakam-pana___hy G D/F# G Raha izay indray aza asiana ahiahy Fiverenana D4 C G Nitamberin’ireo fahiny B7 B7/Eb Em Indrindra moa ‘reo tsiahin’iny làlana iny C G ‘Zay fanaterako anao isan’andro Am7 D G C G D Sy ilay fanaontsika mody masoandro G C G D Tonony 4 G C G/B Ilay hira ‘zay tsy afaka am-bava G D/F# G Mba kaloy aza avela ho rava G Am7 G/B G Hanamafy ilay fitiavana___o G D/F# G Izay efa mafy fatorana
Fiverenana D4 C G Ny elanelan’ny tany no misy B7 B7/Eb Em Fa raha ianao no adino, angamba tsy_hisy C G Ny fo sy ny saina ho tavela Am7 D Riff #3 Hiezaka ihany aho ho avy tsy ho ela
Izay Sisa (Tovo J’Hay)
Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay *: Bass ihany no tendrena Am7: x02010 Bb: x13331 Dsus: xx0233 Dm/F: xx323x F': xx321x Gm7: 3x333x Tonony 1 F C ..Efa teo izy hatrin’ny omaly F C ..Nitady anao, nijery anao F C ..Nipitrapitra toa tomany F C Bb*-A* ..Nanjary tsy dia be lazao Tetezena Gm7 Gm7 C Bb*-A* ...Efa am-bolana, tsisy taratasy Gm7 Gm7 C C ...Efa trotraka, nangasihasy Fiverenana F Gm7 Bb C F Gm7 Izay hira izay, no mba fihainony isan-kariva Bb C ‘Zay sisa F Gm7 Bb C F Gm7 Ilay sary iray, no mba fijery rehefa madiva Bb C ‘Zay sisa F F Bb F F Bb Oh! Oh! Oh! Oh! Oh! Oh! Bb C Bb A* Bb Gm7 Ouh ouh ouh ouh ouh F'-Dm/F-F (2x) Tonony 2 F C ..Ireo hatsiaka mamanala F C ..Ilainy aminao mba hanafana F C ..Ny alahelo tsy mety ho tana F C Bb*-A* ..Izy hono any mila ho adala Tetezana Gm7 Gm7 C Bb*-A* ...Efa amam-bolana, izy tsy mba niantso Gm7 Gm7 C C ...Milaza ho avy nefa: andraso andraso Fiverenana F Gm7 Bb C F Gm7 Izay hira izay, no mba fihainony isan-kariva Bb C ‘Zay sisa F Gm7 Bb C F Gm7 Ilay sary iray, no mba fijery rehefa madiva Bb C ‘Zay sisa F F Bb F F Bb Oh! Oh! Oh! Oh! Oh! Oh! Bb C Bb A* Bb Gm7 Ouh ouh ouh ouh ouh Fiverenana (Ambony - 2x) G Am7 C D G Am7 Izay hira izay, no mba fihainony isan-kariva C D ‘Zay sisa G Am7 C D G Am7 Ilay sary iray, no mba fijery rehefa madiva C D ‘Zay sisa Am7 Am7 D Am7 Am7 D Oh! Oh! Oh! Oh! Oh! Oh! C D C B* C Am7 Ouh ouh ouh ouh ouh
Naleoko Izy (Tovo J’Hay)
Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay Am7: x0555x A/C#: x4x65x B: x24442 B/D#: x6x87x B/D#':xx1202 C#m: x46654 D7: xx0212 F#m7: 2x2220 G#m7: 4xx442 E4 E A/C#-B/D# |Cdim7 C#m7 |F#7 B e|------7----- b|-----7--10-9 g|----9------- D|-9---------- A|------------ E|------0----- Tonony 1 E Ianao izay hifankahita aminy G#m7 Lazao amiko ny_momba_azy Amaj7 Lazao 'zay rehetra tiany sy_izay mba maminy F#m7/B B Mbola tiany ihany ve, 'reo vazivazy Tonony 2 E Izy aloha dia mora fantatra avy hatrany G#m7/C# Tena kanto aoka izany Amaj7 Tia ny harena, ny rendrarendra, ny fiainana F#m7/B B Ny vola , lapasoa iainana Fiverenana Amaj7 Tena soa tena meva izy izay Am7 Tsy ho lefitry ny fo E E/B B Aleoko izy ho any, naleoko izy_ho_any Amaj7 Tena soa tena meva izy izay Am7 Tsy ho lefitry ny fo E E/B F#m7 F#m7/B Aleoko izy ho any, naleoko izy_ho_any Tonony 3 E 'Zaho aloha dia tsy naharaka ny sitra-pony G#m7 Ny asa maro tsy maintsy tontosaina F#m7 Naleony ary niala tsy nomeny ahy ny fony F#m7/B B Tsy omeko tsiny izy, azy no misaina Tonony 4 E Ianao izay mifankahita aminy G#m11 Dia efa amboary dieny izao ny fo Amaj7 Hiatrika ireo rehetra mety izay ho_mafy F#m7/B B Hiandry anao, hiandry ianao Fiverenana Fiverenana (2x) E Efa niova hono izy ve B7 Sa mbola ohatr’iny ihany Amaj7 Mbola zatr'ireo fomba fanao Am7 F#m7 Hatrizay, ela izay ? Amaj7 D7 (Riff #2) Firifiry ireo fay, aman-taona ohatra ahy E G#m7 F#m7 F#m7/B Ataony inona aho, ataony inona aho Riff #2 e|----------------- b|-7-5-7--5-7-5-7-5 g|-5-5-5--5-5-5-7-5 D|----------------- A|-5------------5-- E|-----------------
Tamberina (Tovo J’Hay)
Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay Capo: 1 B7: x21202 Fampidirana Em-B7, B7-Em, Em-Am, B7-Em Em-B7, B7-Em, Em-Am, B7-Em Em-B7, B7-Em, Em-Am, B7-Em Em B7, B7 Em Em Am, B7 Em... B7-B7 Ouh ouh, ouh ouh ouh, ouh ouh ouh ouh, ouh ouh ouh ouh Tonony 1 Em B7 ...Masoandro mody malefaka e B7 Em Tazako ery miankandrefana Am B7 Mandalo_izy miserana, miverina indray B7 Em B7-B7 Tonga 'lay maraina Tonony 2 Em B7 ....Ireo tso-drivotra manafosafo ny tontolo B7 Em Ampin'ny hazavana tsy_mety bobongolo Em Am Ny aingon' ny lanitra ny sariny B7 E D-D Mampanembona indray hamonjy ny ankaniny Fiverenana G D ...Ra mbola misy iny_lanitra iny D G Tsy maintsy misy fifaliana C G Na ho sasatra_aza izy, na ho reraka_aza izy, Em Minia ny mbola ho_avy, C G D ...Tsy maintsy hiverina, fa fy mitamberina G B7-B7 Mandalo miserana Tetezana Em-B7, B7-Em, Em-Am, B7-Em Em-B7, B7-Em, Em-Am, B7 B7-B7 Tonony 1/2/Fiverenana Famaranana Em-B7, B7-Em, Em-Am, B7-Em Em-B7, B7-Em, Em-Am, B7-Em Em-B7, B7-Em, Em-Am, B7...Em...
Tsy Misy Toa Anao (Tovo J’Hay)
Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay Am7: x02010 A7: x0202x Bm7: x24232 Cadd9: x32033 G/B: x2xxxx C#: x4xxxx Dadd4: x54030 Fampidirana (2x) Cadd9....|G.... Tonony 1 Cadd9 Cadd9 Indraindray toa mahavariana, indrindra rehefa tiana G G Ny_olona iray Cadd9 Cadd9 Fa toa mitombo tarehy, tsikitsiky be dia be G G Tiako, tia ahy Tonony 2 Cadd9 Cadd9 Rehefa_eny an-dalana eny, voalaza ombieny ombieny G G Fa feno fakam-panahy Cadd9 Cadd9 Fa ny fitiavana anao, tsy atakaloko vaovao G Ka_aza manahy Pre-refrain Bm7 Em ...Any andro mety lavitra ny maso Am7 D4 'Zaho tsy hitodi-doha Bm7 Em ...Reo mpanenjika sy mpanao ankaso Am7-G/B----C-C#----D4 Tsy hampiova ny fo Fiverenana G D Tsy misy toa anao, tsy misy toa anao Em Bm7 Raha ny fiainana nodiaviko_hatramin’izay C G F’ianao irery ihany dia mbola ianao foana hatrany A7 D4 No tiako hiankinan’ny fo G D Tsy misy toa anao, tsy misy toa anao Em Bm7 'Zay jerena ekeko tsara_avokoa C G F’ianao irery ihany dia mbola ianao foana hatrany A7 Dadd4 ...'lay tokan’ny fo Tetezana (2x) Cadd9 Cadd9 G G ouh ouh ouh, ouh ouh, ouh ouh Tonony 3 Cadd9 Cadd9 Ilay toerana iray, efa voatokana ho ahy G G Anaty fonao Cadd9 Cadd9 Fitiavana mafonja, volamena diamondra G G Tsy_mety mankalao Tonony 4 Cadd9 Cadd9 Midobodoboka ny fo, miketriketrika ny loha G G Rehefa_ianao tsy anilako eo Cadd9 Cadd9 Hivavaka mangina, ho anao aho ry tiana G G Tsy mba ho leo Pre-refrain/Fiverenana Famaranana G Tsy misy toa anao
Vanona (Tovo J’Hay)
Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay Tonalite: D A/D: xx0220 A/G: 3x222x Bm11: x20230 Bm7: x24232 D/F#: 2xx23x Dm/F: 1xx231 Em7: 020030 E7: 020100 F#m7: 2x222x Gadd9: 3x020x Gm/D: x53333 G/D: xx0433 G#m7b5:4x443x Intro A/G...Gadd9.... (2x) Em7....A.... Bm11..E7..A Tonony 1 (2x) D A/D G/D D Tia anao ny foko izao Bm7 E7 A Toy ny fonao tia ahy G A/G D/F# Dm/F Ao an-tratrantsika ao Em7 A D Ny hasambarana voatahy Tonony 2 D A/D G/D D Firy moa no te-handrava Bm7 E7 A Ny fitiavantsika roa G F#m7 Bm7 G#m7b5 Fa miala maina lava A D Sady menatra_avokoa Tonony 3 D G/D D Miorina sy tsara fototra D Gm/D D Amintsika ny ho avy D G/D D Vanona ka tsy ho tototra E7 A Amin’izay mpiaviavy