Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Capo: 2 Am': x0x555 Am/E: 0xx555 na 0xx558 Bm: x24432 Bbm: x13321 Bbdim7: x12020 C': xx5553 C#dim7:x45350 D2: x54230 D7: xx0212 D2/F#: xx4230 Em': 07x057 E7/G#: 4xx430 G: 3x5433 G6: 3xx430 G7: 3x0031 G/B: x20033 Gmaj7: 3xx432 G#aug/A:x0x554 Fampidirana (2x) - Tab 1 G6 D2/F# D2 (2x) Tonony 1 G Gmaj7 G6 Gmaj7 Manembona aho re roy G6 E7/G# Am' Am/E Tapa-dia toa omby nafahy Am' G#aug/A C' D Manembona ny hava-tsy fo__y D G D7 Lasa vetso sy very fanahy Tonony 2 G Gmaj7 G6 Gmaj7 Fa vitsika momba kitay G7 G Em' Ny ranomaso no havozona C C#dim7 G Em Irery tsy misy miahy Bm Bbm Am D7 G D7 Singan'__olona toy ny voahozona Fiverenana G G/B C#dim7 G Toa mirahona ny ala___helo G G7 C Raha mavesatra dia mianjera Am Bbdim7 G Em Raha tsisy hialofana tsy misy helo Bm Bbm Am D7 G D7 Dia mandena mamely tsy miera Tonony 3 G Gmaj7 G6 Gmaj7 Ny alahelo no hany sakaiza G6 E7/G# Am' Am/E Ny tsiahy no hiondanana Am' G#aug/A C' D Te hilefa kanefa mba ho aiza D D G D7 Sara-tiana nohon'ny tsy fananana Tonony 4 G Gmaj7 G6 Gmaj7 Tsy ho ela ny lanitra_ho manga G G7 Em' Hieretako 'zay zava-mitranga C C#dim7 G Ny johary_efa manangasanga Bm Bbm Am D7 G D7 ny toe_rako any tsy_hijanona ho banga G Tab 1 G6 e|--------------------- b|-3-3---5-3-------3--- g|-----4---------4---3 D|---5-----5-5-5 A|------------------ E|-------------------- D2/F# D2 (2x) e|-----0---------0----- b|-------3-----3---3 g|---2-----------2------ D|-4---4-----------4---- A|---------0-5------ E|--------------------
Monthly Archives: March 2017
Aingam-Po (Njakatiana)
Hiran'ny Njakatiana rehetra: Njakatiana A/C#: x4222x A4: x0223x Bm: x24432 B: x2444x C#m: x46654 D4: xx0233 F#: 244322 F#m:244222 Gmaj7:3xx432 G#m:466444 Fampidirana D F#m G Bm E Em A D Tonony 1 D D4-D Olombelona ianao A/C# F# A G Voary hitempon'ny fo Em A A/C# Akipiho ny masonao A/C# D Hisaino indray reo teo aloha Tetezana D A Bm Mamy anie izany D Gmaj7 Toa tsy re tomany D Em Teny mamy hatrany Em C Safosafo tsy lany Em A A4-A Nankaiza izao izany o o Fiverenana (D) F#m Nankaiza ilay aingam-po G A D Sy rediredinao taloha D F#m G Fa hainao ny mankafy___y G Bm E Hikolon'ilay fitia fa tena tia Em Mampalahelo anefa izany A D Fa zary tsy haiko ny momba anao Tonony 2 D D4-D Olombelona ianao A/C# F# A G Tsy sary vato sanatri___a Em A A/C# Ka tsy_hita intsony ao aminao A/C# D 'Lay fanahy hiriharia Tetezana D A Bm Mamy anie izany D Gmaj7 Toa tsy re tomany D Em Teny mamy hatrany Em C Safosafo tsy lany Em A A4-A Nankaiza izao izany o o Fiverenana (D) F#m Nankaiza ilay aingam-po G A D Sy rediredinao taloha D F#m G Fa hainao ny mankafy___y G Bm E Hikolon'ilay fitia fa tena tia Em Mampalahelo anefa izany A D Fa zary tsy haiko ny momba anao Tetezana (Ambony) E G#m A C#m F# Famaranana (Ambony) F#m Mampalahelo anefa izany B E Fa zary tsy haiko ny momba anao
Zavavy (Iraimbilanja)
Hiran'i Iraimbilanja rehetra: Iraimbilanja C': x35553 C4: x35563 Cadd9: x32033 D': x57775 G': 355433 G/B: x20033 Fampidirana G' D', C' C4 (4x) Em D C (3x) Em D Tonony 1 G Cadd9 G/B D Avelao aho mba hanatitra an-dry G Cadd9 G/B D Mangingi___na anie ny lalana ety G Cadd9 G/B D Ny elakelantrano lavitry ny arabe G Cadd9 G/B D 'Zao ora izao anie ka vitsy mpandeha Tetezana Am Ndeha ianao mandeha fa mandreraka be G Ny mihaino anao Am Ny lalanao zory aza manorisory C D (Tab 1) Hoy ianao tsy nihomehy Fiverenana Em D C Zavavy ndeha mba hiaraka D Cadd9 G Lalana hiraisana tsy aleo miaraka Em D C Ny lalan-kodiavina anie toa miakatra D Cadd9 G Ka moramora ihany sao sasatra Am Bm C D Andraso re, andraso re, andraso re eee Solo Am D (3x) G C Em D (4x) G Cadd9 G/B D (2x) Tonony 2 G Cadd9 G/B D Ny lalana hizoranao lalako ihany G Cadd9 G/B D Lazaiko an-dry tena marina izany G Cadd9 G/B D Ny lala-mangina ny irery ianao G Cadd9 G/B D Zavavy ry ento aho ho namanao Tetezana Am Ndao ary andeha hoy ianao nihomehy G Nijery ahy Am Nalamiko tsara hitohy ny tantara C D (Tab1) Ka nataoko hira hoe Fiverenana Em D C Zavavy ndeha mba hiaraka D Cadd9 G Lalana hiraisana tsy aleo miaraka Em D C Ny lalan-kodiavina anie toa miakatra D Cadd9 G Ka moramora ihany sao sasatra Am Bm C D Andraso re, andraso re, andraso re eee Tab 1 D e|-2-3-2---3-2---- B|-3-----3-----3-3 G|-2-----------2-2 D|-0-------------0 A|---------------- E|----------------
Lasa (Kiaka)
Hiran'i Kiaka rehetra: Kiaka Bm: x24430 (intro/tonony/famaranana) Bm/A:x04432 D/F#:2x0232 Em: xx200x (intro/tonony/famaranana) F#: 244322 G: xx543x (intro/tonony/famaranana) G6: 320030 Fampidirina (2x) - Tab 1 Bm (2x) Em G Bm Tonony 1 Bm Bm Lasa aho fa nandreraka anao Em G Bm Ireo toetrako hatrizay Bm Bm Nomenao ahy daholo Em G Bm Ireo entako sisa tany Tetezana G6 A Na ny sary izay mba tena tianao F# Bm Bm/A Dia nanjary haizina sisa G D A Nefa inona moa no nahatonga an’izany Tab 2 Fiverenana (2x) D E G A D Nahita vaovao hono izy E G A D Nahita manja sy tsara indrindra e E G A D Nahita vaovao hono izy E G D/F# Em Ka lasa, fa tandremo tsara D A Sao potraka ianao Tab 3 Famaranana 2x) Bm (2x) Em G Bm Tab 1 (intro/tonony/famaranana) Bm Bm e|---------0---------------0------ b|---2-------2---2---2-------2---- g|-----3-------3-------3-------3-- D|-------4---------------4-------4 A|-2---------------2-------------- E|-------------------------------- Em G Bm e|-------------------------0------ b|---0-------3-------2-------2---2 g|-----0-------4-------3-------3-- D|-2-----2-5-----5-------4-------- A|-----------------2-------------- E|--------------------------------
Tab 2 D Em G Nahita..... e|------------------- b|---3-2------------- g|-------2-4-2------- D|-------------2-4-2- A|-0-------0-------0- E|------------------- Tab 3 D Em G Nahita..... e|--------------0- b|-3-4-4-3-2-2-3-- g|-4-6-6-4-2-2---- D|---------------- A|-0---0---0-0---- E|----------------
Hafatra (Mage 4)
Hiran'i Mage 4 rehetra: Mage 4 A2: x02200 (na E4: 022200) B: x24442 B7: x21202 C#m: x46654 Fampidirana E Tonony 1 E A2 E Ianao handalo ny tananany any A2 B7 E Hindramiko handainga aminy androany E A2 E Raha hitanao izy ka manontany A2 B7 Dia aza ataonao fantany hoe Tetezana E B C#m Mbola tsy afaka an-tsaiko eny foana A E A2 B7 Ny andro taloha niarahanay roa E B C#m Mbola tsy misy mihitsy fotoana A E A2 B7 Nampamaivana fo tsy anembonako azy Fiverenana (2x) E Lazao azy kanefa A2 E Fa nionona hono ny fony A2 E B7 Tsy misy tsarony na dia ny anaranao Tonony 2 E A2 E Raha manafatra anao izy aza adino A2 B7 E F’izany anie mety mba hampionona ahy E A2 E Tsy maintsy tomany izy k'ampangino A2 B7 Nefa aza ataonao fantany hoe Tetezana E B C#m Mbola tsy afaka an-tsaiko eny foana A E A2 B7 Ny andro taloha niarahanay roa E B C#m Mbola tsy misy mihitsy fotoana A E A2 B7 Nampamaivana fo tsy anembonako azy Fiverenana (4x) E Lazao azy kanefa A2 E Fa nionona hono ny fony A2 E B7 Tsy misy tsarony na dia ny anaranao
Mbola Ho Avy (Erick Manana)
Hiran'i Erick Manana: Erick Manana Cadd9: x32033 Cadd9': x32030 D#dim7: xx121x Em: xx2000 na xx2003 G/B: x20033 Fampidirana (2x) G/B Cadd9 D D#dim7 Em G/B Cadd9 D Tonony 1 G/B Cadd9 D D#dim7 Em Mbola ho avy ny andro hahatsiarovanao ahy G/B Cadd9 D Amin'ny ora tsy ampoizimpozina G/B Cadd9 D D#dim7 Em Mbola ho avy ny andro hampahory ny fanahy G/B Cadd9 D Embona ahy ianao ka hiodinkodina Fiverenana Cadd9' G/B Am G/B Mbola ho avy e irony nenina e Am G/B Cadd9 D Hitsako miadana anao, hangidy izay telina e Cadd9' G/B Am G/B Mbola ho avy e, tsy ho ela akory anie Am C D G Efa tsinjoko hatraty sahady fa ho ranomaso be Tetezana G/B Cadd9 D D#dim7 Em G/B Cadd9 D 2x ----- Cadd9' G/B Am G/B Am G/B Cadd9 D Cadd9' G/B Am G/B Am C D G Tonony 2 G/B Cadd9 D D#dim7 Em Mbola ho avy ny andro hanakoako an-tsofi___nao G/B Cadd9 D Ireo dinantsika izay nosehinao G/B Cadd9 D D#dim7 Em Mbola ho avy ny andro hivatsy ny famerimbola___nao G/B Cadd9 D Ho_hitanao ihany izany ngidiny a Fiverenana Cadd9' G/B Am G/B Mbola ho avy e tsaroako tsara anie Am G/B Cadd9 D Fony aho nilaozanao anie ka nahatsiaro fanina e Cadd9' G/B Am G/B Mbola ho avy e, tsy ho ela akory anie Am C D G Mbola higoka ianao ny ngidin'ny ranomaso nateliko e
Tetezana (2x) G/B Cadd9 D D#dim7 Em G/B Cadd9 D Fiverenana Cadd9' G/B Am G/B Mbola ho avy e tsaroako tsara anie Am G/B Cadd9 D Hitsako miadana anao, hangidy izay telina e Cadd9' G/B Am G/B Mbola ho avy e, hangirifiry be Am C D G Efa tsinjoko hatraty sahady fa ho ranomaso be
Izay Ratranao Dia Feriko (Erick Manana)
Hiran'i Erick Manana rehetra: Erick Manana A': 577655 B: x24442 B': 799877 B7: 797877 C#m: x46654 D': x57775 E': 079997 F#m: 244222 F#: 244322 G#m: 466444 G#: 466544 Fampidirana C#m B E C#m B' E F#m G#m A' B7 E' G# C#m D' A' E Tonony 1 C#m B E 'Zay ratranao dia feriko C#m B' E' Takaitranao no aretiko F#m G#m A' Ka n'inon'inona hanjo B7 E' 'Zay lalanao no hizorako Tetezana G# C#m Hantsana io na tevana D' Tsy hampiova na hampihemotra D' A' Fontsika mifangia A' E Miala eto ka_hatrary 2x Fiverenana C#m F# Veloma lava irony sento tomany C#m F# 'Reo nofy ratsy tsy nanambina omaly Bm E Tsy irery intsony aho manomboka androany Bm E Sendra ny tiako aho, sady tia ka tsy ho tana C#m F# Tsy hay vahana fa mifaningo-paka o C#m F# Mihatra aman'aina ka tsy foiko ho ravana o Bm E Fitiavana io fa tsy mba tady mazaka e Bm E Tsy vitan'ny hoe tapaho hatreo io dia miala F# O sanatria! Tetezana (solo) C#m B E C#m B' E' F#m G#m A' B7 E' G# C#m D' A' E Tonony 2 C#m B E Fitiavanao no mamiko C#m B' E' Fa mamy toy ny taniko F#m G#m A' Vimbino tsara fa ho arovako B7 E Raha sendra misy ny tsy to Tetezanana G# C#m Fitia tsy nangalarina e D' Ka omeo lalana izahay fa D' A' Ela niaretana A' E Fa mba te ho sambatra 2x Fiverenana C#m F# Veloma lava irony sento tomany C#m F# 'Reo nofy ratsy tsy nanambina omaly Bm E Tsy irery intsony aho manomboka androany Bm E Sendra ny tiako aho, sady tia ka tsy ho tana C#m F# Tsy hay vahana fa mifaningo-paka o C#m F# Mihatra aman'aina ka tsy foiko ho ravana o Bm E Fitiavana io fa tsy mba tady mazaka e Bm E Tsy vitan'ny hoe tapaho hatreo io dia miala F# O sanatria!
Fitiavako An’i Mama (Erick Manana)
Hiran'i Erick Manana rehetra: Erick Manana Capo: 2 Dm: xx0231 Fampidirana Am Em F C Dm Am E Am G C E Am G Tonony 1 C Teny tsotra sady fohy Dm Ny hoe tia fa tsy voalaza G Teny kely fa mampahory C Rehefa tsy voaloaky ny vava Tetezana F Ny fitiavana 'lay reny Dm Mbola hafa koa io ka hafa G Toa tsy ankiteniteny C Nefa henoko mitafa F G G C Tena marin’ô, tena marin’ô Fiverenana Am Ny fitiavako an’i Mama Em Tsy mivaky fa mafonja ô F Tsara kotrika mafana C Am-poko ao izy manonja ô Dm Tsy mba mila orokoroka Am Tsy mba mila safosafo E Fa fitia miray fototra Am Mandra-maty tsy halazo G C E Am Ho ela velon’ ô Neny tiako Fiverenana faharoa famaranana G C E F G A Ho ela velon’ ô Neny tiako
Voninkazo Adaladala (Erick Manana)
Hiran'i Erick Manana rehetra: Erick Manana B7: x21202 C#m: x46654 E/G#: 4x2100 Eadd2: 024100 F#m: 244222 G#m: 466444 Fampidirana (2x) C#m G#m A E/G# F#m A B7 Eadd2 (tab 1) Tonony 1 Eadd2 C#m Voninkazo adaladala A E/G# Voninkazo tsy misaina A B7 Fa maniry samirery Eadd2 Eny an-tany karankaina Tonony 2 Eadd2 C#m Manodidina rehetra A E/G# Efa ringitra avokoa A B7 Efa tapitra matory Eadd2 Izy irery no mifoha Fiverenana C#m Ny foko koa adala tsy mba G#m May manadino e A Ny rehetra raha mangina F#m B7 (Tab 2) 'Zaho mbola mino e Eadd2 C#m Mbola tena mahatsiaro A E/G# 'Lay fitiavako taloha A B7 Mbola velona ao am-poko Eadd2 Tsy mitsahatra mamoa Tetezana C#m G#m A E/G# F#m A B7 Eadd2 (Tab 1) Famaranana (2x) Eadd2 C#m A E/G# Vo__ninkazo, adaladala e A B7 Eadd2 Voninkazo, adaladala o
Tab 1 F#m A B7 Eadd2 e|-------------------2-0---------0 b|---------0-2-----4-----------0-- g|-2-2-1-2---2---2-----------1---- D|-------------2-----------4------ A|-----------0-----2-2---2-------- E|-2-2-----------------0---------- Tab 2 - Tsy voatery tendrena B7 Tab 2 Eadd2 C#m ---mino e...Mbola tena mahatsiaro e|--------------- b|--------------- g|--------------- D|--------------- A|------2---0---- E|------------4-2