Key: Eb Intro: Eb(abb9)..Bb..| Ab....(4x) Verse 1 Eb 'Zaho raha mangina Bb Ab Tsy midika fa manana rariny ianao Eb Fa mbola mihafy aho e Bb Ab Amin'ireo ditraditra sy adalanao Eb Bb Ab Na mankarary ahy, ho zakaiko o Ab Eb Raha mbola takatry ny aiko o Eb Ab Satria efa voadiko ny tia anao e Pre-Chorus Eb Bb Tokatrano fihafiana Ab Eb Bb Na faly aho na ory, na hoe tsy mahatsapa hamamiana Ab Eb Bb Na marary ny ataonao hiezaka haneho fifaliana Ab Eb Bb Ab Hiaretako foana na marary anah', na marary anah' Chorus Eb Bb Ab Fa any andro ianao mbola hiova, mbola hiova Eb Bb. Ab Mino aho f'ianao mbola hiova, mbola hiova Eb Bb Mbola hanenina mafy e Ab Mbola_hahatsapa tena ianao hoe hatramin'izay 'zaho Eb Bb Ab -->intro Nihafy e, tena nihafy e, yeah Verse 2 Eb Bb Ab Mba lanjalanjao ihany anefa ny zavatra atao Eb Bb Ab Fa rehefa feno ny kapaoka mety ho sahirana ianao Eb Bb Mba ovay ny famindra e Ab Tadidio fa ianao io natera-behivavy Eb Bb Tsinjovy ny any aoriana e Ab Fa ny anah' efa tanako ny hoe -----> Pre-Chorus/Chorus Bridge Eb Bb Ab Eb Tokatrano fihafiana, fa voady natao Bb Ab Eb Ny ahy sy anao (hantenaiko tsy ho rava) Bb Ab Eb Ny ahy ny faniriana, tonga saina ianao Bb Ab Ka hitodik'indray -----> Chorus BPM: 103
Author Archives: acoustikgasy
Na Ho Kilalao (Imagine)
Intro (Key:D) Bm11....Gmaj7.... Em-D/F#-G-E7/G#| F#.... Verse 1 D G/D A/D D Mamiko, laniko Bm7 Em7 A D Raha mba izaho no ao am-ponao ao Em7 G Asus4..A Tokana tena ho anao Verse 2 G D G/D A/D D Laviko, tsy hekeko Bm7 Em7 A D Raha ny nandalo nomen-pitia Em7 G Asus4..A Nefa ny ahy voady ho doria Chorus (2x) D G(6) D Aza ilaozanao irery lavitra anao A-----G D G/B Asus4..A Fa tantano ihany na dia atao kilalao G D G(6) D G F'indray andro any mino aho ho tena tsapanao Em7 A D (G-A) F'izaho 'lay tsy hahasaraka na andao Verse 3 D G/D A/D D Ny tiako, iriko Bm7 Em7 A D Nilazainao amiko ety Em7 G Asus4..A Ho lanitra angamba ny ety Verse 4 G D G/D A/D D Fantatro, tazako Bm7 Em7 A D Na dia tsy hiteny aza ianao satria Em7 G Asus4..A Ampy ahy ny akaiky ny tia Chorus Bridge Am G/B C G Na ho ela, na ho aingana izany Am Em7 Bsus4..B Ny foko efa lasanao any Chorus (2x) (Key: E) E A(6) E Aza ilaozanao irery lavitra anao B-----A E A/C# Bsus4..B Fa tantano ihany na dia atao kilalao A E A(6) E A F'indray andro any mino aho ho tena tsapanao F#m7 B E (A-B) #1 F#m7 B A..A-B-E....#2 F'izaho 'lay tsy hahasaraka na andao Tondrompeon'i Imagine hafa:Imagine
Ilay Inoako (Bessa)
Key: Eb Intro: Bb/Ab..Eb/G-Bb7/F-Eb(add9).. Ab-Fm-Eb/Bb-Bb7..Eb.. Ab/C-Bb/D Verse 1 Eb Bb7 Ny Andriamanitra inoako Cm G7(b9) Andriamanitra fitiavana Ab C7(b9) Fm Tsy Andriamanitra masiaka mpanasazy Bb/Ab Eb/G-Bb7/F-Eb Tsy Andriamanitr’an__toko G7/D-Cm7/Eb-Bb7/F Tsy mpanavaka foko F7 Bb7 Tsy mpijery harena na fiaviam-pirenena fa Verse 2 Eb Bb7-Bdim7 Ny Andriamanitra inoako Cm Gaug-G Hantra sady honena Ab C7(b9) Fm Ka ny olona-drehetra mahazo azy Bb/Ab Eb/G-Bb7/F-Eb Tsy mpizara alahelo G7 Ab Fm Tsy mamorona helo Eb/Bb Bb7 Eb Ab(add9)/Bb Fa Izy no fitiavana Verse 3 Eb Bb7 Ny Andriamanitra inoako Cm G7(b9) Tompon'ny fahendrena Ab C7 Fm Te hanova izay ratsy mba ho tsara Bb/Ab Eb/G-Bb7/F-Eb Tsy mba faly manjera G7/D Cm7/Eb-Bb7/F Na revolisionera F7 Bb7 Fa manarina hatrany ireo maditra eto an-tany Verse 4 Eb Bb7-Bdim7 Ny Andriamanitra inoa_ko Cm Gaug-G Andriamanitra Fitiavana Ab C7(b9) Fm Tsy mba mila takalo fa mizara Bb/Ab Eb/G-Bb7/F Eb Ny mandray 'zay omeny no hany G7 Ab Fm Fandreseny Eb/Bb Bb7 Eb....Eb6 Fa Izy no FITIAVANA
Tondrompeon'i Bessa hafa: Bessa
Tapitra Hatreo (Joy K)
Key: E Intro: E(add9)..B/D#..| A/C#..A/B.. Verse 1 E B/D# C#m E/B Dia nofarananao ny dia A B Tsy hitomany aho sanatria A G#m7 C#m7 Fa hatrizay, nisy toerana ho ahy F#m9 Tao am-ponao E/B B E Kanefa anio nanjavona tsy teo Verse 2 E B/D# C#m E/B Dia hanadino anao satria A B Lasan’ny hafa ilay fitia A G#m7 C#m7 Tsy ho iray, ny fitia niserana F#m9 Ny antsika roa E/B B E Ka aleo ataoko hoe tsy anjarako Chorus E B/D# C# Hatreo hifarana ’lay fiarahana F#m7 A/E B ’Zay nantenaina fa aharitr’ela E B/D# Bm/D A/C# Efa impirim-piry moa no nileferako E/B B E Ka ampy izay, sao vaky eo ny loha Verse 3 E B/D# C#m E/B Natoky loatra aho teo aloha A B Hany aho ka nanankin-doha A G#m7 C#m7 F#m9 K'aleo hivalona ho anatra avokoa ireny E/B B E Nofy nampimalo nankalemy Chorus -> Badd9/C# Chorus (Key: F#) F# C#/F D# Hatreo hifarana ’lay fiarahana G#m7 B/F# C# ’Zay nantenaina fa aharitr’ela F# C#/F C#m/E B/D# Efa impirim-piry moa no nileferako F#/C# C# F# Ka ampy izay, sao vaky eo ny loha Tondrompeon'i Joy K hafa: Joy K
Ho Mandrakizay (Njara Marcel)
Key: G (Capo: 4) Intro: Em7...D...| Am7...D/F#... Verse 1 G(add9) Tsy hainao mihintsy C(add9) Ny halalin'ny fitiavako anao G(add9) Raha ny hafaliana hifampizarantsika roa C(add9) Mahalatsaka ahy tanteraka e Verse 2 G(add9) Ianao ilay nampidoboka ny foko C(add9) 'Lay nampiova ahy Em7 C Ireo fotoana mamy nitondranao ahy Am7 Dsus4..D.. Tao anaty tontolo, tsy haiko intsony e Chorus G Fa tombokavatsy ato am-poko C(add9) Sanatria raha ho soloiko Em7 Toa ireny anaty horonan-tsary C D' G Fitiavana foana no hiafarany G(6) Mba sanatria raha hiova loko Am7 Omeko olonkafa indray ny foko Em7 F'ianao no andrin'ny fo C D G Ho mandrakizay ny antsika roa Verse 3 G(add9) Eny maro ireo tsy mino C(add9) Ny fisian'izany fitiavana izany Em7 Fa ho asehontsika androany f'izaho sy ianao C D/F# G(6) No porofon'izany
Verse 4 Em7 D/F# C Fitia mandrakizay ho sanatria ny hoe D/F# G(6) Mandalo fotsiny ihany Em7 C D/F# Ka na sendra ady na koa tomany Em7 D/F# Tsy natao hampiova fa mbola hampitombo hatrany Bridge G Em7 'Lay fitiavana tsy ho lany C C D Ilay fitiavana tsy ho lany, tsy ho lany Chorus (Key: G) C D G E Ho mandrakizay ny antsika roa Chorus: Key: A) A Fa tombokavatsy ato am-poko D(add9) Sanatria raha ho soloiko F#m7 Toa ireny anaty horonan-tsary D E A Fitiavana foana no hiafarany A Mba sanatria raha hiova loko F#m7 Omeko olonkafa indray ny foko D F'ianao no andrin'ny fo E A Ho mandrakizay ny antsika roa C(add9: x32030 D(add9): x54230 D': 54xx3x G(add9): 3x023x G(6): 320030 Tondrompeon'i Njara Marcel hafa: Njara Marcel
Taratasy Ho Anao (Fanja Andriamanantena)
Key: G#m (B) Intro: G#m(add9)..D#7/G.. B/F#..Fm11b5 Emaj13..D#aug7.. G#m .. D#aug7.. Verse 1 G#m D#7/G Taratasy ho anao B/F# Fm7b5 Isaky ny ray minitra Emaj13 D#aug7 Feno izao tontolo G#m..| A#m7b5-D#7 Izao Verse 2 G#m D#7/G Ny ranomaintiko aza ritra B/F# Fm7b5 Nef'izay mba soratrao Emaj13 F#7 Ry olon-tiako feno ditra B D#sus4..D#7 Dia tsy misy hatram’ izao Chorus (2x) G#7 C#m Manoratra ho anao F#7 Bmaj7 Isaky ny iray minitra G#m7 C#m7 Miandry valiny aminao D#7 G#m7 Fa maso foana no mipitra -> Intro Verse 3 G#m D#7/G Mbola hanoratra ho anao B/F# Fm7b5 Na hangaina na hipitra Emaj13 D#aug7 Ka ny fo anatiko ao aza G#m A#m7b5-D#7 Avelako hitritra Verse 4 G#m D#7/G Ka ny rà miboika avy ao B/F# Fm7b5 No solon-dranomainty ritra Emaj13 F#7 Hanoratako anao B D#sus4..D#7 Isaky ny ray minitra Tondrompeon'i Fanja Andriamanantena hafa: Fanja Andriamanantena
Miandry Foana (Rija Ramanantoanina & Mahery)
Key: F, Gb, G, Ab, A Intro (Key: F): Fmaj9....| C/D..Dm....(2x) Verse 1 Fsus4 Nandrasako ho tonga maraina C/D Dm Gina foana teo aho Gm7 GmMaj7 Nandroso hisakafo aho ny antoandro C7sus4 C7 Nangina ilay se______za
Fmaj7 Niandry handondona ihany aho Am7b5 Bbmaj7 G7/B Ny hariva nandini-baravarana F/C C7 Tsy tonga ianao tsy tonga ianao F B/Db Nipitrapitra teo aho Verse 1 (Key:Gb) Gbsus4 Nandrasako ho tonga maraina Db/Eb Ebm Gina foana teo aho Abm7 AbmMaj7 Nandroso hisakafo aho ny antoandro Db7sus4 Db7 Nangina ilay se______za
Gbmaj7 Niandry handondona ihany aho Bbm7b5 Bmaj7 Ab7/C Ny hariva nandini-baravarana Gb/Db Db7 Tsy tonga ianao tsy tonga ianao Gb C/D Nipitrapitra teo aho Verse 2 (Key G) G F#aug7 Fetiko androany fetiko androany, G C/G-G Dia tsy tsaroanao ve B7/F# B13 Sa ninianao hoadinoina tsotr’izao D/E E7 Fa inona no antony A D Fandrao dia tsy tianao intsony aho G/B Cadd9 Tsy manahy lazao ahy
G/D D9
Fandrao dia tsy tianao intsony aho
G Gmaj9....|D/E..Em..
Tsy manahy lazao ahy
Verse 3 G F#aug7 Raha toa izany raha toa izany G C/G-G Hivavaka aho ho antsika B7/F# B13 Mahazoa 'zay rehetrarehetra mety ilaina ianao D/E E7 Ny anjarako fa vi__ta A D G/D D9 Ny sombin’ny tsara azo avy amiko G/B Cadd9 No iriko ho vimbininao G Db/Eb No iriko ho tehirizinao Verse 4 (Key: Ab) Absus4 Antenaiko ho tonga rahariva Eb/F Fm 'Lay kintan-kely anja__rako Bbm7 BbmMaj7 Fa na handao aho izy ampitso Eb7sus4 Eb7 Inoako fa hipody indray Abmaj7 Tsy mba toa anao Cm7b5 Dbmaj7 Bb7/D Tsy mba toy ny anao manepoka tsy hita Ab/Eb Eb7 Tsy tonga ianao rehefa tsy tonga ianao Ab D/E Tsy hipitrapitra intsony aho Outro (Key: A) Asus4.... | E/F#..F#m.. Bm7..BmMaj7..| E7sus4..E7
A C#m7b5 Tsy mba toy ny anao, tsy mba toy anao Dmaj7 B7/D# Manepoka tsy hita A/E E7 Tsy tonga ianao, rehefa tsy tonga ianao A Tsy hipitrapitra intsony aho
BPM: 55
Tondrompeon'i Rija Ramanantoanina hafa: Rija Ramamantoanina
Tsy Ho Nofy (Sandra)
Key: Em (G) Intro: Em(add9) Verse 1 Em(add9) Am11 Tiako ianao kanefa sarotra amiko B7b9 Em(add9) Ny hanadino ny lasa an'eritreritro Em(add9) Am11 Rehefa tsy anilanao aho dia mitoreo B7b9 Em(add9) Mitalaho aminao aho ka mba jereo Chorus C D G Em Enga anie ka tsy ho nofy ny tantarantsika roa Am7 C/D D7 G Am7-G/B Ka ho tsaroako na matory na mifoha Cmaj7 D7/C Bm7 Em Maizina ny tontoloko raha tsy eo anila__nao Am7 B7sus4....B7 Tiako ho mandrakizay ny antsika sy ianao Verse 2 Em Am11 No taty aoriana dia nihamafy ilay fitia B7b9 Em(add9) Nitoetra tamiko ilay fitiavanao mahery Em(add9) Am11 Tonga ny alina dia manonofy anao aho B7 Em Tiako tsy ho nofy ilay eo anilanao Chorus Bridge: Em....B/D#....| E/G#....Am.... F..C/E-Dm.. | Bm7b5..Esus4-E7
Chorus
C D7/C Bm7 Em
Enga anie ka tsy ho nofy ny tantarantsika roa
Am7 D7 Dm7..G7b9
Ka ho tsaroako na matory na mifoha
Cmaj7 D7/C F#m7b5 B7 Em
Maizina ny tontoloko raha tsy eo anilanao
Am7 D7sus4 G Am7-G/B
Tiako ho mandrakizay ny antsika sy ianao
C#m7b5 F#7 Bm7b5 E7
Enga anie ka tsy ho nofy ny tantarantsika roa
Am7b5 D7 Dm7..G7b9
Ka ho tsaroako na matory na mifoha
Cmaj7 D7/C B7 Em
Maizina ny tontoloko raha tsy eo anilanao
Am7 D7sus4 G Am7-G/B
Tiako ho mandrakizay ny antsika sy ianao
Outro
Cmaj7 D7/C B7 Em
Maizina ny tontoloko raha tsy eo anilanao
Em-A-D
Em7 A7sus4 A7
Tiako ho ahy irery....
G(add9)..D/F#..E7..A7sus4..D....
Ny fitiavanao
Tondrompeon'i Sandra hafa: Sandra
Ho Aiza Anefa (Lalie)
Key: Gm (Bb) Intro: Gm..D/F#..| Bb/F..Em7b5.. Ebmaj7..| F7..Bb.. Am7b5-D7/F# Verse 1 Gm D/F# Bb/F Hitady tany hafa ve no atao Em7b5 Ebmaj7 ’Lay rivotra madio sy tena vao Cm7 Abmaj7 Hitady olon-kafa ianao F7-D7/F# Hiara-dia Verse 2 Gm D/F# Bb/F Hitady lalan-kafa hizoranao Em7b5 Ebmaj7 Hitady fiainan-kafa, ho zakanao F7 Bb Hitady lanitra hafa hiadananao Am7b5-D/F# Chorus #1 Gm Gm/Bb Ebmaj7 Ho aiza anefa, ho aiza ianao Am7b5 D7 Gm Hitodika aiza handeha ho aiza Gm/Bb Ebmaj7 Hikaroka aiza anefa ianao Am7b5 D7 Gm Hitodika aiza moa ny maso
Gm/Bb Ebmaj7 Dia hitady an’iza anefa ianao Am7b5 D7 Gm Ho sendra n'inon'__izato dia Gm/Bb Ebmaj7 Dia inona indray no ho hitanao Am7b5 D7 Gm Ho aiza moa ny lalanao Verse 3 D/F# Bb/F Tsy hahita tany hafa anefa ianao Em7b5 Ebmaj7 Na lanitra madio sy tena vao F7 Bb Tsy hahita paradisa an-tany ianao Am7b5-D/F# Chorus #2 Gm Gm/Bb Ebmaj7 Izao no paradisanao Am7b5 D7 Gm Na afobe mando_ro Gm/Bb Ebmaj7 Ny horohoro sy ny tsaho Am7b5 D7 Gm Ary ny faha__lovana
Gm/Bb Ebmaj7 Ka ny fahoriana, herisetra Am7b5 D7 Gm Ny fanenjehana sy ny ady Gm/Bb Ebmaj7 Ary na hitsoaka na hiery Am7b5 D7 Gm Tsy afa-mikimpy tsy hijery Outro D/F# Bb/F Vatsio fanantenana ny misy anao Em7b5 Ebmaj7 Tsilovy hazavana ny alinao F7 Bb Zory am-pitiavana ny lalanao Gaug-G7-Cm7 F7 Bb Araho tsiky ’zato dianao Gaug-G7-Cm7 F7 Gm Ento am-pitiavana ny lalanao D/F#.. Bb/F..| C7/E..Ebmaj7.... hmmmm Tondrompeon'i Lalie hafa: Lalie
Tiako Ianao (Felaniary) – Draft
Key:D
Intro D/F# G-A-G/B-A/C#-D..(2x) G..A..| D.... Verse 1 A7 D A7 D Iaraha-mahalala, fantatrao tsara F#dim G B7(b9) Em Fa matoa aho mijery anao maharitra A7 A7/G D/F# D Dia misy teny izay mba tiako ambara E A7 G/B-?-A/C# Saingy sadaikatra aho sy miahotra Verse 2 (2x) A7 D A7 D Mba faniriako e, tena mba tiako F#dim D7 G B7(b9) Em Daug D7 G B7(b9) Em Raha avy hatrany dia, hainao 'zay tiako atao A7 A7/G D/F# G Abdim Na tsy hiloaka akory aza ny vavako indro D/A A7 D Dsus4-D Omeko anao ny fitiavako Verse 3 Raha ny ahy aloha efa ela no nitempo ho anao ny fo Efa ela aho no naniry ny iarahantsika roa Fa tsy mba sahy nilaza sy matahotra aho satria Manahy aho sao ianao tsy tia Verse 4 'Zao aho mahita anao tsy haiko akory izay atao Fa tena babonao, resy sy lasa adala anao Te hidradradradra mafy ho ren’izao tontolo izao Hoe TIAKO IANAO !