Tantara Taloha (Aina Cook)

Hiran'i Aina Cook rehetra: Aina Cook

Tonalite: Bb
Em7b5 = Gm/E

Intro
Gm  Cm7 (2x)
Dm7 Eb  | F(add9)

Tonony 1
 Bbsus2                  Ebm(add9)/Bb   Bbsus2   Ebm(add9)/Bb
Vao niandoha 'zaho sy ianao     nifankatia tokoa 
  Bbsus2              Ebm(add9)/Bb       Dm7    (Dm11-Dm7)
'Zaho ilay 'ray lasa roa        fa efa niova fo 
  Eb(add9)         Ebm(add9)          Bbsus2  Ebm(add9)/Bb
Ireo sangisangy, ireo hanihany, ireo teny mamy 
        Cm    Em7b5      F(add9) 
Dia nanjary niova  ho tomany     

     Pre-Chorus
     Eb(add9)      Ebm(add9)         Bbsus2 Ebm(add9)/Bb
     Averiko ilay nindramiko tsy ho neniko 
        Cm        Em7b5   F(add9) 
     Angamba tsy ho tsiniko 

     Fiverenana
                         Ebmaj7   Eb     F(add9)
     'Zay niainantsiaka roa aza avela hifoha 
                     Eb            F(add9)
     Ny hirako no hiraiko hanadinoko 
                       Gm          Eb  Bb/D     Cm7    Bb   F
     ’Lay natao tsy hifarana hasambarana   Iza moa no nanampo 
     2x
     -------------------
                   Bb(add9)
     Ho tantara taloha 

Gm Cm7 (2x)

Tonony 2
 Bbsus2         Ebm(add9)/Bb   Bbsus2      Ebm(add9)/Bb
Sarotra ny hanadino      nefa mora ny mino 
  Bbsus2          Ebm(add9)/Bb     Dm7
Efa_nisava ny alahelo nandalo  dia efa rava 
  Eb                   Ebm                 Bbsus2      Ebm(add9)/Bb 
Fitia tsy hiserana ho feno fandeferana, hisolo toerana ao 
         Cm     Em7b5     F(add9)    
Hiara hanorim-piainam-baovao 
 
     Pre-Chorus/Fiverenana

Tetezana
 Eb                                   F
Ka ny tenanao manontolo ny tananao no antenaiko 
   Eb                                    F
Hizarako hafaliana sy ho tena tiana tsy hasaraka ahy 
   Gm       Bb Eb          F(add9)
Fitia tsisy ahiahy, ho tsy ahy

    Fiverenana/Famaranana (Gm Cm7)

 

Toa Azy (Tovo J’Hay)

Intro
Gm  D7b9 | Gm  Dm7b9  (2x)

Tonony 1
           Gm                      Eb6
Rehefa mandinika ny fihetsikao iny aho 
               Bb
Dia mahatsiaro azy 
         Gm                  Eb6
Fa na fiteny na fijery fanaonao 
                  Bb
Dia ahatsiarovako azy 

          Gm                   Eb6
'Reo vazivazy nifanaovantsika roa 
                    Bb
Toa efa niainako taloha 
             Gm                   Eb6
Hatramin'ny hira izay nokaloinao teo 
               Bb
Dia samy tianareo 

     Pre-Chorus
     Cm7                   D7   
      Variana aho indraindray 
     Gm          D7/A          Gm/Bb
      Fa ianao ihany ve 'lay iray 
               Cm7                      A
     Ilay tsy foiko sy 'lay tiako be fahiny 
        A/Db          D
     Miverina ankehitriny 

     Fiverenana (2x)
      Eb  F         Bb  
     Ka  lasa ny vinany 
         Ddim  G/B       Cm7      
     Ho faly  ve sa hitomany 
       Ab      D7/A      Gm/Bb-Bdim-Cm7
     Mbola ho sarotra takarina 
      Bb/F          F   Bb  
     Nef'izay 'lay marina 

Bb-Eb/Bb-Bb

Tonony 2
       Gm                        Eb6
Ilay toetrako izay masiatsiaka izay 
              Bb
Hiova tato ho ato 
          Gm                    Eb6
Tsy te hamerina intsony aho fa fay 
               Bb
Hanandrana fo vato 

      Gm                   Eb6
Hiezaka hitia anao toa azy aho 
                   Bb
F'ianao no anilako eo 
             Gm                     Eb6
Tsy tiako hanalokaloka ny saiko intsony izy 
              Bb
Hadinoiko hatreo

 

 

Fitiavana Mamiratra (Rija Ramanantoanina & Mbolatiana)

Hiran'i Rija Ramanantoanina rehetra: Rija Ramanantoanina
Hiran'i Mbolatiana rehetra: Mbolatiana

Intro
F-Gm7/F |  Fmaj7-Gm7/F

Tonony 1 (Rija R.)
  F                      Gm7/F
Niahotra ihany aho ny hanoroka anao
C/F            Gm7/F       Bb        C/Bb
 Nanomboka nangovitra ny anaty manontolo
       Bb        C/Bb
Nony akaiky anao

  Am7                   Fm/Ab
Niezaka hiteny aho tsy nahavoaka feo
Gm7            C7               F   Gm7/F | Fmaj7-Gm7/F
 Ny masonao mamiratra, no sisa tazako

Tonony 2
   F                Gm7/F
Nanantona ianao, nanoroka ianao
C/F                  Gm7/F       Bb        C/Bb
 Dia tsy tsaroako intsony ny amiko rehetraretra
         Bb      C/Bb    
Toa nanidina aho
    Am7             Fm/Ab
Nanjavona teo 'zay nojereko
Gm7            Bb/C C7          F     Gm7/F| Fmaj7-Gm7/F
 Ny masonao mamira_tra no nobanjiniko

     Tetezana
        F            Dbaug
     Fotoana fohy minitra fohy
     Dm                Cm          Bb           C/Bb
       Fa toa nijanona avokoa ny fiainan’ny tontolo
                  Bb   C/Bb
     Nanaja antsika roa
          F          Daug
     Dia nofiko teo nahoana moa?
     Dm                  Cm               Bb            C/Bb
       Raha toa k’isika roa irery no olombelona eto an-tany
                  Bb    C/Bb 
     Nofinofy antoandro
    
        Am7            Fm/Ab
     Dia tapaka teo ilay fotoana fohy
     Gm7            C7           [F   Gm7/F | Fmaj7-Gm7/F x2]
      Ny masonao mamiratra indro tazako


Tonony 3 ( Mbolatiana)
 F              Dbaug
Nofy hoy anao, Nefa hoy aho
Dm           Cm
 Kisarisary matotra ato an-tsaiko
    Bb            C/Bb           Bb  C/Bb
Tsy afako intsony       ireo nofinao

    Am7             Fm/Ab   
Toa sary sy nofy nifoha
     Gm7         C7                [F      Gm7/F| Fmaj7-Gm7/F x2]
Nindramina mba hialoha fitiavana mamiratra

Tonony 4
    F                Dbaug
Nangovitra ianao, nihovitra ianao
Dm               Cm                 Bb           C/Bb
 Fa ngadona efa vitako_hira ela ny hovitrovitrao
                  Bb   C/Bb
Mitovy ny ahy sy ianao
     Am7                 Fm/Ab
Tsy tapitra hatreo 'lay fotoana fohy
Gm7             Bb/C C7        [F      Gm7/F| Fmaj7-Gm7 x2]
 Fitiavana mandra_kizay no niantomboka

Mamiko (Bodo) – Piano

Key: Ab

Intro: Ab....   
       Bb/Ab..Eb/G..| Db/F..Ab/Eb..
       Dbmaj9..Cm7..| Bbm7..Bbm7/Eb..
 
Verse
 Ab           Eb/G
Vao ianao no hitako
 Db                  Ab
...Dia fantatro fa tiako
 Bb/Ab           Eb/G
...Hany ka tsy vitako
      Dbmaj9          Ab/C        Bbm7 Bbm7/Eb-Eb
Ny hanohy ny diako, tsy  hijery anao

     Chorus
     Fm          Eaug   Ab/Eb   Dm7b5
     ...Tiako ianao ho ve__lona
     Dbmaj9        Cm7
     ...Ao am-poko ao 
     Bbm7                Abmaj7
     ...Tiako ianao ho velona
     Bbm7      Bbm7/Eb Ab  Cm7 Bbm7  Bbm7/Eb                     
        Ao am-poko     ao 
Db/F-Eb/G 

Bridge (2x)
Ab          Eb/Ab              Db/Ab       Db/Ab
Ary 'zay fiselon’ny rivotra rehetra, te hisetrasetra 
 Ab        Eb/Ab        Db/Ab  Db/Ab    Ab
Mamy hetraketraka mipetraka,  miady amiko 
Bb/Ab           Eb/G  Bb                Eb
..Haiko tsotr’izao,     Fa tsy hamono anao 
Dbmaj9       Cm7            Bbm7   Eb/G  Ab
..Ao am-poko aho, Satria ianao... mami__ko 

Solo
Gb/Bb-B.. Abm7   Emaj7 (2x)
Gb-Ab   Cm7    Db
Eb-Fm7  Cm7    Bbm7  Bbm7/Eb-Eb
Ab-Gb/Bb

Outro
  B           E/B      Gb/Bb  E/Ab
Izay inoako izao, Malalako ianao 
 B/Gb        Db/F E/Gb Gb-E/Ab-Gb/Bb
Velona ato anati_ko
2x
-----
E         Gb      Abm  Ebm7     
 Mandram-pahafatiko  (3x)
E         Gb      Ab      
 Mandram-pahafatiko 

Tondrompeon'i Bodo rehetra: Bodo

Tsy Mahagaga (Aina Cook)

Intro (Key: C#m7 na E) 
C#m7-G#m7 | G#m7-F#m7
F#m7   | A/B-E

Verse 1
         E              C#m7
Tsy mahagaga raha toy izao 
          F#m7        B-A  
Raha toa nosoloiny ianao 
      G#m7    C#m7          F#m7 A/B
Olon-kafa vaovao ny anilany eo 

         E             C#m7
Vao niandoha dia fantany 
          F#m7             B-A
Toa mahatsapa izy hoe resinao 
       G#m7      C#m7           B  
Ka niaretany avokoa ireo toetranao 

Pre-Chorus
D         A    F#m7                 Bm7  
 Noheverinao adala angamba izy samirery 
        A  G#m7   F#m7      Esus4..E..
Tsy ahalala    fitia tsy ho azy 
D            A    F#m7          Bm7
 Nataony am-po tadidiny satria mafy 
     A  G#m7   F#m7   Esus4..E..
Fony izy   nanjo  ny hafa 

     Chorus (2x) - Key: C#
     C#           G#          F#        C#
      Dia nafoiny  nosoloiny ny momba anao 
     C#           G#                       
      Nohadinoiny  tsisy intsony
            F#
            A      Bsus4.. (E outro)
     Tsy ho azy ianao 

Verse 2 (Key: E)
     E           C#m7
Fahotana avy aminao 
        F#m7                B-A
No nahatonga izao rehetra izao 
          G#m7     C#m7              F#m7 A/B
Mety ho tsapany tokoa, raha niova ianao
         E             C#m7 
Vao niandoha dia fantany  
          F#m7             B-A 
Toa mahatsapa izy hoe resinao  
       G#m7      C#m7           B  
Ka niaretany avokoa ireo toetranao 

Tondrompeon'i Aina Cook hafa: Aina Cook

Tsy Sahy (Imagine)

Hiran'i Imagine rehetra: Imagine
Tonalite: C

Intro
C   Dm7  | C/E F
Dm7 G  C

Tonony
C             G/B
 Raha ny fanirian'anao
F/A               G          
 Hatrin'ny ela no efa tao
Am          Em7         Dm7 G
 Ao am-poko ao hatram'izao

C             G/B
 Tsapoko ao anatiko ao
F/A         G   
 Ny fitiavako anao
Am           Em7      F
 Toa hanova ny fiainako

     Fiverenana (2x)
     Dbdim-Dm7                    G
              Hatrin'ny ela no namatotr'ahy
     C/E                   F
      Saingy izaho no tsy sahy
             Dm7         G           C       
     Nihaotr'aho niteny hoe tiako ianao

Tonony 2
C               G/B  
 Nefa raha mba fantatrao
F/A             G  
 'Zaho anie ka tia anao
Am                  Em7       Dm7 G  
 Sambatr'aho raha tsy ho lavina___o

C             G/B
 Ty ny foko omekao
F/A         G 
 Izay sitrakao lazao
Am         Em7         F
 Manjaka aty fa vonona_aho

Angel (Dru Hill)

Intro: Gbmaj7-Ab/Bb-Ebm7-Gb/Ab
       Amaj7..Ebm7/Ab.... 
Verse
Db..    Ab/Db..      |Abm/B..  Bb7(b9)sus4-Bb7
Ebm7..  Gb/Ab-Ebm7/Ab|Gb(add9)-Db/F-Ebm7-Db

Db..    Ab/Db..      |Abm/B..  Bb7
Ebm7..  Gb/Ab-Ebm7/Ab|Gb- Db/F-Ebm7-Db
Pre-chorus
Gm7b5.. F7..         |Bbm7..    Eb7/G
Ebm7    Db/F-Gb-Ab7  |(Db-Ebm7-Db/F) 
 
Chorus
Gbmaj9..C7..         |Fm7..     Bb7..
Ebm7..    Gb/Ab-Ab   |Db-Ebm7-Abm

Gm7b5..F7-Eb/G-F/A   |Bbm7-Ddim Eb9/G
Gb  Db/F-Ebm7  Gb/Ab

Bridge
Gm7b5    C7         |  Abm7b5  Bb7
Ebm7     Gb/Ab      |  Db-Ebm7-Db/F-Db

Bbm7     F7/A-Bbm7-F/C | Bbm7/Db Eb7
Gbmaj7   Db/F-Ebm7-Db

D/E (key change)

Chorus (D) - to be continued
Gmaj7    Gb7/Bb

Mandigny (Tana Gospel Choir)

Hiran'ny Tana Gospel Choir rehetra: Tana Gospel Choir

Intro (2x): Cm7  Bb/D        | Fsus4   Eb       
            Fm7  Ddim -Edim7 | D7-D7/F#-Gsus4-G/B
Cm7    
Tonony
Bb/D-Eb           Bb/D        Ab         
       Mikorontagne ty tagne toy eh! 
Ab-Eb/G Fm7               Gm7              Cm7
           Aly avao ro treana,  mbatia mbaroy eh! 
Cm7-Bb/D-Eb               Bb/D             Eb/G-Ab 
           Ombia avao vo hiova? Ombia kay ty   fara eh? 
      Gm7    Fm7         Gm7     Abmaj7
Zagnahary e.....Madigny hise fiova

Fm7-Gm7-Ab-Bb -> miverina tonony 1
     
     Fiverenana
     Bb-Cm7        Bb/D          Ab
          Ao ty kere, Tsisy oragne, 
            G7              Cm7      
     Ajaja reo mahaferignay e! 
     4x
----------------------------------
               Bb/D    Abmaj7    
     Mandigny hise fiova 
              Cm7          Bb/D     Abmaj7
    Zagnahary...Mandigny ety fiavia’Ao. 

Sax Solo
Bb/D-Eb Bb/D | Eb/G - Ab
Gm7-Fm7  Gm7 | Cm7
     
Bb/D-Eb Bb/D | Am7b5-Bdim Gm7-Cm7
   Fm7  Gm7  | Abmaj7 Bb/D

Famaranana
Cm7       Bb         Ab             Bb           (5x)
Cm7       Bdim-Bbm7-Eb/G Abmaj7     G7
 Aia rehe,     aia rehe   mandigny ty fi avia’Ao 


			

Tsy Niriany (Tovo J’Hay)

Hiran'i Tovo J'Hay rehetra: Tovo J'Hay

Intro: D Bm7  G  D (2x)

Tonony 1
D                    Bm7          G              D
Izy angaha nanan-tsafidy, fa zay kely hananany ihany 
 D                  Bm7        G                  D
No tiany hiainana ety,  handreseny ny ankason'ny tany 

Pre-chorus
 Bm      F#m         G                 D
Nitomany aho e, manodidin'azy tsisy anjely 
  Bm        F#m           E                 A   
Tsy misy mpiaro e, fa mandevina fahoriana irery 

       D               F#m         Bm                 F#m  
Tsy niriny ny hitsipi-pako, tsy niriny ny hangataka ety 
      G      A    F#m  Bm          E                 A
Fara-hidin izay fiainana,  no mba lova nomena azy tety 

       D               F#m             Bm             F#m
Na ny nofiny anie aza kely e,  tsy mba asa na fianakaviana 
      G         A        F#m  Bm          E                  A          
Fa sakafo ary akanjo sy tafotrano,  Handosirany izay mety hamono azy 

         Fiverenana 
          D           A     Bm                F#m    
         Resy lahatra aho, fa mbola be fihantrana 
            G                 D     
         Ny olona manondidina azy androany
         E               A
         Ahalala tanana sy ho be fitiavana 

          D            A    Bm                     F#m
         Resy lahatra aho, na hoe na ratsy aza ny tany 
          G                D          E             A    
         Dia mbola misy fanantenana, hanampy azy ianao 
                   D
         Omeo tanana 

Tonony 2
D                  Bm7           G                   D
Izy angaha no nisafidy,  fa vao teraka dia efa toy izao 
  D                  Bm7        G                  D  
Fiainana mafy sy mangidy., efa sosona ao ambany hoditra  ao 

Prechorus/fiverenana

       Famaranana (2x)
       Bm   G                A  
          Hoe hanampy azy ianao  
                 D  
       Omeo tanana

Fa Izay (Aina Cook)

Key: Bb
Intro
:
F/C-Cm7
F/C..Cm7..| Bb/C..F/C..
F/C..Cm7..| Bb/C....
Verse 1 Cm7 Bb F/A Eny, akipio ny maso tsy_hijery Bb Bb/D Eb 'Zay fiainany tsy anilanao
D7
Tsy akaikinao

Verse 2 Cm7 Bb F/A Eny, hodio tsy hita tsy hay Bb Bb/D Eb Na dia fantatra fa mahamay
D7 G
Ny vokatr’iza__y
Chorus (2x) C Gm/Bb F/A Fa izay, fa izay ihany no azo atao G/B C Raha tena tia azy ianao Gm/Bb F/A Ny ho avy tsy hay vinaniana G C Raha mba hiova izy any aoriana Verse 2 Cm7 Bb F/A Nefa, fantaro fa manampetra Bb Bb/D Eb Ny fiafiana amin-java-drehetra D7 G Handalo sy hitoe_tra Chorus Bridge C F Hifaliana fa tsy_hijaliana
G C-F/A-G
Ny fitiavana C F Misy fetra nefa ny fihafiana
G
Na ny fiarahana, nefa Chorus


Ilay Gm/Bb dia andramo C7/Bb raha mety amin'ny sofinao
Tondrompeon'i Aina Cook hafa: Aina Cook