Hiran'i Bodo rehetra: Bodo
Tonalite: G (Capo: 3)A7: x02020
B7: x24242 Bm: x24432
D/F#: 2xx23x Dsus2/F#: 2x0230
G/B: x2xx3xIntro:Dsus2/F#Tonony 1 G D/F# Em
Mba ambarao mazava aminay ry Ray
C Dsus2/F#
Fa mbola misy zavatra tsy takatray
G B7 Em
Ny tsy hamalianao ireo vavakay
C Dsus2/F#
Hatramin'izao ka hatramin'izay
G D/F# Em
Fa mbola feno fahotana ve 'zahay
C Dsus2/F#
Ka mbola tsy voavelanao ny helokay
G B7 Em
Na dia miantso anao isan'andro aza iza(ha)y
C Dsus2/F#
Dia ny omaly tsy miova ny fiainanay
Fiverenana #1 Em Bm C
Tsy ho kivy anie aho miantso Anao Ray malala o!
A7 D
Hiantso Anao foana ity zanak'adala
G Am7 G/B C
Efa ela anie aho no mba te hiala
G Dsus2/F#
Amin'y fiainana toa kidaladala
Em Bm C
Raha sitrakao ry Tompo omeo ahy ny hery
A7 D
Hiatrehako ny ampitso ho avy misitery
G Am7 G/B C
Tariho lalana aho mba tsy ho very
G Dsus2/F#
Fa malemy sy ontsa feno fery
Tetezana: mitovy @ tonony
Tonony 2 G D/F# Em
Mba iza moa ry Ray no hitarainako
C Dsus2/F#
Afa-tsy Ianao izay nanao ny fiainako
G B7 Em
Raha mitady hamolaka ahy ny zava-manjo
C Dsus2/F#
Ianao ihany no andry iankinako
G D/F# Em
Hialako tsiny re ry Tompo Aminao
C Dsus2/F#
Na dia efa kivy tsy te hiaino ahy aza Ianao
G B7 Em
Indro aho ry Tompo raiso fa adidinao
C Dsus2/F#
Efa trotraka miangavy, mitalaho
Fiverenana #2 Em Bm C
Nangoniko ny heriko tato anaty
A7 D
Hanazava ny finoako mba tsy ho faty
G Am7 G/B C
Efa hatrin'ny ela anie aho no efa nino
G Dsus2/F#
Fa ny Raiko Ambony tsy manadino
Em Bm C
Hifonako ny ditra sy ny adalana
A7 D
Tsy hataoko intsony ny handika lalàna
G Am7 G/B C
Indro ny tenako atolotro Anao
G Dsus2/F# G
Inty aho ry Tompo hirakao, Hirakao
FamarananaG Am7-G/B-CG Dsus2/F#...G
Key: Ab
Intro: Ab....
Bb/Ab..Eb/G..| Db/F..Ab/Eb..
Dbmaj9..Cm7..| Bbm7..Bbm7/Eb..Verse Ab Eb/G
Vao ianao no hitako
Db Ab
...Dia fantatro fa tiako
Bb/Ab Eb/G
...Hany ka tsy vitako
Dbmaj9 Ab/C Bbm7 Bbm7/Eb-Eb
Ny hanohy ny diako, tsy hijery anao
Chorus Fm Eaug Ab/Eb Dm7b5
...Tiako ianao ho ve__lona
Dbmaj9 Cm7
...Ao am-poko ao
Bbm7 Abmaj7
...Tiako ianao ho velona
Bbm7 Bbm7/Eb Ab Cm7 Bbm7 Bbm7/Eb
Ao am-poko ao
Db/F-Eb/G
Bridge (2x)
Ab Eb/Ab Db/Ab Db/Ab
Ary 'zay fiselon’ny rivotra rehetra, te hisetrasetra
Ab Eb/Ab Db/Ab Db/Ab Ab
Mamy hetraketraka mipetraka, miady amiko
Bb/Ab Eb/G Bb Eb
..Haiko tsotr’izao, Fa tsy hamono anao
Dbmaj9 Cm7 Bbm7 Eb/G Ab
..Ao am-poko aho, Satria ianao... mami__ko
SoloGb/Bb-B.. Abm7 Emaj7 (2x)Gb-Ab Cm7 Db
Eb-Fm7 Cm7 Bbm7 Bbm7/Eb-Eb
Ab-Gb/Bb
Outro
B E/B Gb/Bb E/Ab
Izay inoako izao, Malalako ianao
B/Gb Db/F E/Gb Gb-E/Ab-Gb/Bb
Velona ato anati_ko
2x
-----
E Gb Abm Ebm7
Mandram-pahafatiko (3x)
E Gb Ab
Mandram-pahafatiko
Tondrompeon'i Bodo rehetra: Bodo
Intro (Key: C#m7 na E)C#m7-G#m7 | G#m7-F#m7
F#m7 | A/B-E
Verse 1 E C#m7
Tsy mahagaga raha toy izao
F#m7 B-A Raha toa nosoloiny ianao
G#m7 C#m7 F#m7 A/BOlon-kafa vaovao ny anilany eo
E C#m7Vao niandoha dia fantany
F#m7 B-AToa mahatsapa izy hoe resinao
G#m7 C#m7 B Ka niaretany avokoa ireo toetranao
Pre-ChorusD A F#m7 Bm7 Noheverinao adala angamba izy samirery
A G#m7 F#m7 Esus4..E..Tsy ahalala fitia tsy ho azy
D A F#m7 Bm7 Nataony am-po tadidiny satria mafy
A G#m7 F#m7 Esus4..E..Fony izy nanjo ny hafa
Chorus (2x) - Key: C# C# G# F# C# Dia nafoiny nosoloiny ny momba anao
C# G# Nohadinoiny tsisy intsony
F#
A Bsus4.. (E outro)
Tsy ho azy ianao
Verse 2 (Key: E) E C#m7Fahotana avy aminao
F#m7 B-ANo nahatonga izao rehetra izao
G#m7 C#m7 F#m7 A/BMety ho tsapany tokoa, raha niova ianao
E C#m7Vao niandoha dia fantany
F#m7 B-AToa mahatsapa izy hoe resinao
G#m7 C#m7 B Ka niaretany avokoa ireo toetranao
Tondrompeon'i Aina Cook hafa: Aina Cook
Hiran'i Imagine rehetra: ImagineTonalite: C
IntroC Dm7 | C/E F
Dm7 G CTononyC G/B
Raha ny fanirian'anao
F/A G
Hatrin'ny ela no efa tao
Am Em7 Dm7 G
Ao am-poko ao hatram'izao
C G/B
Tsapoko ao anatiko ao
F/A G
Ny fitiavako anao
Am Em7 F
Toa hanova ny fiainako
Fiverenana (2x) Dbdim-Dm7 G
Hatrin'ny ela no namatotr'ahy
C/E F
Saingy izaho no tsy sahy
Dm7 G C
Nihaotr'aho niteny hoe tiako ianao
Tonony 2C G/B
Nefa raha mba fantatrao
F/A G
'Zaho anie ka tia anao
Am Em7 Dm7 G
Sambatr'aho raha tsy ho lavina___o
C G/B
Ty ny foko omekao
F/A G
Izay sitrakao lazao
Am Em7 F
Manjaka aty fa vonona_aho
Hiran'i Tovo J'Hay rehetra: Tovo J'Hay
Intro: D Bm7 G D (2x)
Tonony 1
D Bm7 G D
Izy angaha nanan-tsafidy, fa zay kely hananany ihany
D Bm7 G D
No tiany hiainana ety, handreseny ny ankason'ny tany
Pre-chorus Bm F#m G D
Nitomany aho e, manodidin'azy tsisy anjely
Bm F#m E A
Tsy misy mpiaro e, fa mandevina fahoriana irery
D F#m Bm F#m
Tsy niriny ny hitsipi-pako, tsy niriny ny hangataka ety
G A F#m Bm E A
Fara-hidin izay fiainana, no mba lova nomena azy tety
D F#m Bm F#m
Na ny nofiny anie aza kely e, tsy mba asa na fianakaviana
G A F#m Bm E A
Fa sakafo ary akanjo sy tafotrano, Handosirany izay mety hamono azy
Fiverenana D A Bm F#m
Resy lahatra aho, fa mbola be fihantrana
G D
Ny olona manondidina azy androany
E A
Ahalala tanana sy ho be fitiavana
D A Bm F#m
Resy lahatra aho, na hoe na ratsy aza ny tany
G D E A
Dia mbola misy fanantenana, hanampy azy ianao
D
Omeo tanana
Tonony 2D Bm7 G D
Izy angaha no nisafidy, fa vao teraka dia efa toy izao
D Bm7 G D
Fiainana mafy sy mangidy., efa sosona ao ambany hoditra ao
Prechorus/fiverenana
Famaranana (2x)
Bm G A
Hoe hanampy azy ianao
D
Omeo tanana