Novonjenao (Joseph d’Af)

Hiran'i Joseph d'Af rehetra: Joseph d'Af
Am7:  x0201x  Am7': x02013
B7:   x21202  B7/D#:xx1202
C':   x35553  Cadd9:x32033  C/G: 3x201x 
Cm:   x35543 
D4:   x5403x  D4':  xx0233  D':  x57775
D/F#: 2x0232
Em7:  022030  Em7': xx2033  Em': xx200x
Gadd2:xx5435  G':   xx5433  G/B: x2x033
h: Hammer-on (kapohina aingana)

Fampidirana
Bass Riff
A|------2--
E|-0h2-3---
           D4   Am7'  B7 Em7
Am7' Gadd2 C' D'
G    C/G   G  D/F#

Tonony 1
           G'                   D/F#
Nihezaka ihany aho nitady hatrizay 
        Em7'             G/B
Namana tiako sy tena tia ahy 
       Cadd9       G/B
Reraka aho, vizana aho 
     Am7'   D'
Fa tsy nahita 

Tonony 2
         G'                 D
Namitaka ahy izao tontolo izao 
              Em7'              G/B
Noheveriko hitondra fiainam-baovao 
       Cadd9      G    
Kay tomany, sy talaho 
   Am7'    D4' D
No omeny anao

     Pre-Chorus
              Cadd9              G/B
     F’indray andro aho nahita Anao Jesoa 
             Am7'              G
     Tamin’izay aho nahafantatra 
           Cadd9              G/B
     Fa Ianao ihany no Andriamanitra 
      A7     D
     Fitiavana 

     Fiverenana
               G                Cm
     Ka tsy nihahotra aho ny hanatona 
        G/B        Cm
     Nanolotra ny foko ho Anao 
            D               B7    B7/D# Em'   
     Dia noraisinao tam-pitiavana ity  foko 
          A7
     Nitalaho
             Am7'             D      G
     Na tsy mendrika aho dia novonjenao 

Tetezana (Solo Sax)
D4   Am7   B7 Em7
Am7' Gadd2 C' D'
G    C/G   G  D

Tonony 3
             G'              D
Ny foko efa babon'ny fitiavanao 
                 Em7'                G/B
Tsy hitodika intsony amzao rehetra izao 
       Cadd9      G/B
Jesosy o,    inty aho 
 Am7'    D'
Tiako ianao 

Tonony 4
                    G'                   D
Tsy hitady hafa intsony aho, ampy ahy ianao 
             Em7'               G/B
Ny masoko hifantoka hibanjina Anao 
        Cadd9     G
Omeko Anao, hanjakao 
 Am7'     D4'-D
Ny fiainako

Pre-Chorus/Fiverenana
Tetezana (Sax Solo)
G  Cm (2x)
D  B7 B7/D# Em'
D/F#  D
     Fiverenana

     Fiverenana (miova io ambany io)
            Am7'              D      Em-D/F#-Em7'
     Na tsy mendrika aho dia novonjenao
             Am7'             D      G 
     Na tsy mendrika aho dia novonjenao

Hirahirantsika (Dillie)

Hiran'i Dillie rehetra: Dillie
A':  x07655
Bm:  x24430    B:   x24442 
C':  8x(10)98x C#m: x46654
Dm:  x57765
Em7: 020030 
C#m: x42222
Gm:  3xx336 na (10)(12)(12)(11)x

Fampidirana
D A | Em7 G| A (2x)
D
     Fiverenanan (2x)
      D              A      
     Raha handeha ianao
     Em7            G                               
      Hanalavitra anay
                        D 
     Hisara toerana indray 
                    A
     Hadinoy ny alahelo 

         D         A
     Ny hirahirantsika 
     Bm               G
      Iray takariva izay 
                       A
     Ka raha manina ianao 
                     D
     Izay no hira hirao 

Tonony 1
Dm           
 Fa raha ho any ary ianao, 'zahay aty koa
Gm
 Mahatsiaro 
C'                           Dm
 Fa ho eo akaikinao mandrakariva 
Dm                                       Gm                     
 Raha malahelo ianao, raha mahatsiaro ianao 
C'                                  A'
 Aza adinoina ilay hira, hirahirantsika

      Fiverenana

Solo #1: Dm Gm | A' Dm (2x)

Tonony 2
Dm
 Fa 'zay namanao any, toy ny aty koa 
      Gm
Ahatsiaro 
C'                                       Dm'
 Mbola hiverina ianao, hanalavitra azy ireo 
Dm                                     Gm         
 Reo tong'eo akaikinay, hiara-hira indray 
C'                                  A'
 Aza adinoina 'lay hira, hirahira izay

Solo #2: D A | Em7 G|D A|D A|
         Bm G| A   D 

       Fiverenanan - ambony (3x) 
        E              B  
       Raha handeha ianao  
       C#m            A  
        Hanalavitra anay
                          E
       Hisara toerana indray
                     B
       Adinoy ny alahelo 

           E         B 
       Ny hirahirantsika 
       C#m              A 
        Iray takariva izay 
                         B 
       Ka raha manina ianao 
                       E 
       Izay no hira hirao

Tamboho (Tsiakoraka)

Hiran'i Tsiakoraka rehetra: Tsiakoraka
Capo: 5
Cadd9: x3x030 C/E: xx201x
D5:    xx0235
G2:    xxx035
h: Hammer-on (kapohina aingana)
p: Pulloff (esorina aingana)
Fampidirana
Cadd9 G (2x)
D5    C/E C G (2x)

Tonony 1
Cadd9                            
Io ilay tamboho fa foana 
  G
Tsisy mpitaingina intsony 
    Cadd9
Tsy afaka miantso fa moana 
  G
Hiantso ny mpandalo irony 

     Tetezana (2x)
            G2 D5       C/E     C      G
     Fa mangi_na, niangonan’ny vovoka teo 

Solo
   D      G    D      G    D     G
g|----0-2h4-4|----0-2h4-4|-4-0-2-0
D|-0-2-------|-0-2----------------
   D      G    D      G    D     G
g|------2h4-4|----0-2h4-4|-4-0-2-0
D|-0h2p0-----|-0-2----------------

     Fiverenana
       C               G
     Ireo tovolahy mpikalo 
      C                  G      
     Teo isan’andro isan’andro 
     A                D
     Efa nanjary mpandalo 
      A              D
     Rehefa mody masoandro 

     ------------------------
     2x
      C                G
     Fa tsy avelan’ny taona 
        C      G      D      G
     Hipetraka eo, hipetraka eo 

Tetezana/Solo (mitovy @ intro)
Cadd9 G (2x)
D5    C/E C G (2x)

Tonony 2
 Cadd9
Rehefa mitombo ny taona 
 G
Sarotra vao tafahaona 
    Cadd9
Tamboho sisa miandry eo 
 G
Moana tsy mahaloa-peo 

     Tetezana (2x)
             G2 D5      C/E     C       G
      Fa mangi_na, nanirian’ny lomotra teo 

Solo
   D      G    D      G    D     G
g|----0-2h4-4|----0-2h4-4|-4-0-2-0
D|-0-2-------|-0-2----------------
  
   D      G    D      G    D     G
g|------2h4-4|----0-2h4-4|-4-0-2-0
D|-0h2p0-----|-0-2----------------

     Fiverenana
       C               G
     Ireo tovolahy mpikalo 
      C                  G 
     Teo isan’andro isan’andro 
     A                D
     Efa nanjary mpandalo 
      A              D
     Rehefa mody masoandro 

     ------------------------
     2x
      C                G
     Fa tsy avelan’ny taona 
        C      G      D      G
     Hipetraka eo, hipetraka eo 

Raha Sitrakao (Tsiakoraka)

Key: G
Intro: G D | C D G Verse 1 G D G Raha sitrakao, hombay elatra aho G D Hisidinako any, lavitra any G G7 C Hizahako toerana iray G D G Ho ahy sy ho anao, raha sitrakao C G D G Ho ahy sy ho anao, raha sitrakao Verse 2 G D G Masoandro mody, hitondra ahy          G D Ny ali-mangina, hanembonanao ahy          G G7 C Hitondra nofy, nofy mamy          G D G Handrotsirotsy ny fonao tomany          C G D G Handrotsirotsy ny fonao tomany Solo G D C G G D G C G D C G Chorus (2x) C G Vao maraina aho, mangirandratsy C G Ny masoandro atsinanana any G D Hivimbinako tsiky ho anao C D G Hitondrana hafanana vaovao G D Ny haizina efa lasana nandao C D G Ny hazavana eo anilanao   G7: 320001 Hiran'i Tsiakoraka rehetra: Tsiakoraka

Goa Naho Kepeke (Farakely)

Hiran'i Farakely rehetra: Farakely
Salala no mpihira orijinaly
Capo:  4
B7:    x24232  na   x21202
Eadd4: 024100
F#m7:  2xx220 F#m7':2xx222
G#m7:  4xx442 G#m7':4xx444
h: hammer  (kapohina aingana)
p: pulloff (esorina aingana)
s: slide   (agorisa aingana)

Fampidirana
     E F#m7  E F#m7  F#m7 E    F#m7 E
e|-2s4-2---2s4-2-|-1s2----0--1s2----0
b|-3s5-2---3s5-2-|-1s2----0--1s2----0

B7
Tonony 1
E             Eadd2               G#m7        
 Manin-tane avao raho, ndra ty e goa
   A  (Riff #1)
e|-------0
b|------2-
g|-2h4p2--
D|--------
A|-0------

E                 Eadd2             G#m7  
 Naho maharey anareo le te handeha koa
           F#m7                 G#m7 B7
Fe ie re kiahe ty harara hagne to____a
         B7          F#m7             G#m7 B7
Ndra ty tegna manin-tane, le toboke eto____a

Tonony 2
E             Eadd2               G#m7 A (Riff #1)
 Manin-tane avao raho, ndra ty e goa
E              Eadd2        G#m7
 Le avolilio areo  agne soasoa
   B7 (Riff #2)
e|----2--
b|-2h3-5-
g|------4
D|-------
A|-2-----
             A                G#m7'
Ty ie ao ty goa, le manigne avao
         F#m7 B7     A     G#m7'
Te hombeto____a, fe ie mbe ao

Bass (Riff #4)
g|--------
D|-1-2-3-4
A|---0-1-2
E|-0------

     Fiverenana
     A              G#m7
     Ay ie le aviko agne zay aba
      F#m7            G#m7     E/B (Riff #5)    
     Velon-draho azo mate raho azo
E/B (Riff #5)
e|-0h2-4
b|------
g|------
D|------
A|-0h2--
         A               G#m7     E/B (riff #5)
     Tsy ao ka ty hiferenaigne antika
     F#m7' B7            Eadd2
     Ay   le aviko agne zay

Tetezana (2x) (mitovy amin'ny intro fa asia bass)
 E   F#m7'  
Ouh ouh (2x)   
 F#m7' E
Ouh   ouh (2x)
------
B7

Tonony 3
E             Eadd2               G#m7  A (riff #1)
 Manin-tane avao raho, ndra ty e kepeke
E           Eadd2                G#m7
 Te himpoly agne ndra te hibabe_bebeke
    B7   F#m7                 G#m7 B7
Le manigne ragne, le magnine ko____a
        F#m7               G#m7 B7
Te holy agne, zahay ama'i go____a

Riff #6
e|-2s5-4-2-2
b|--------5

E             Eadd2               G#m7  A (Riff #1)
 Manin-tane avao raho, ndra ty e kepeke
E           Eadd2                G#m7 B7
 Te himpoly agne ndra te hibabe bebeke
           A                    G#m7'
Fe ie ry kiahe, tsy tahy tsy hakeo
      F#m7' B7        A     G#m7'
Engao agne,  naho tsy avy areo

Bass (Riff #4)
g|--------
D|-1-2-3-4
A|---0-1-2
E|-0------
     Fiverenana (2x)
      A             G#m7
     Ay ie le aviko agne zay aba
      F#m7            G#m7     E/B (Riff #5)
     Velon-draho azo mate raho azo

E/B (Riff #5)
e|-0h2-4
b|------
g|------
D|------
A|-0h2--
        A                G#m7     E/B (riff #5)
     Tsy ao ka ty hiferenaigne antika
     F#m7'  B7            Eadd2
     Ay    le aviko agne zay
G#m7

Famaranana (3x)
F#m7' B7            Eadd2
Ay   le aviko agne zay

Ry Taniko (Bodo)

Hiran'i Bodo rehetra: Bodo
Capo: 1
A/C#:x4222x A6:  x02222
Bm7: x2023x na   x24232
Dm/F:xx3231
Fdim:1231xx F#m7:2x2222

Fampidirana
   A    Bm7   A
e|----0-5-4-2-0
b|-2-3--------2
g|-------------
D|-------------
A|-0----2-----0
E|-------------

   D      E       F#m    E
e|-2-4-5--4-5-7-|-9-8-9--12
b|--------------|----------
g|--------------|----------
D|-0------------|----------
A|--------------|-9------11
E|--------0-----|----------

Tonony 1
      A                      D    
Oram-be mivatravatra, kotro-baratra 
      A  Bm7       A/C# E    
No nalaiko ho namana 
       A                    D
Tsy hamofo alahelo an-tanin’olona 
      Dm/F         A
Fa nataoko hampatsiahy 
       E           A
'Lay akany lavitra ahy 

Tonony 2
      A                  D
Ny korana sy lalao, manakora 
      A Bm7          A/C# E
Manangoly ny iharahana 
         A                  D  
Sento lalina fa, manina te-hody 
           Dm/F       A         E       A  E A
No_hasetriko ny tsikiny, mampanganohano ahy 

     Fiverenana
         E           A        D          A
     Na ny mamiratra_aza, no hanambazana ahy 
          D         A              E
     Tsy nahasarika ahy 'reo fa ianao 
      Fdim  F#m7      A6    D           A
     Ry    tany  mamiko no nampanembona ahy 
           D            A           E  A
     Nierikerika aho fa  sao tao ianao 
          D          A       E     Intro
     An-tsaina sisa no, nahitako anao 

Tonony 3
         A                    D
Tombin-drahona nandalo, no nafarako 
       A Bm7            A/C#  E
Nefa ireny mba ho aiza moa 
        A                    D
Niriako orana mikija, tsy hamonto anao 
            Dm/F        A         
Fa tsy ho anao  ry taniko
       E            A (bass)
Tsy tafita ny hafatro
                 A|-4-5-|-6-7
     
     Fiverenana
         E           A        D          A
     Na ny mamiratra_aza, no hanambazana ahy 
          D         A              E
     Tsy nahasarika ahy 'reo fa ianao 
      Fdim  F#m7     A6    D           A
     Ry    tany mamiko no nampanembona ahy 
           D            A           E A
     Nierikerika aho fa  sao tao ianao 
          D          A       E     F#m7 A 
     An-tsaina sisa no, nahitako anao 
     D A D A 
     E A
           D         A        E    F#m7 Bm7 A
     An-tsaina sisa no, nahitako anao

Ry Aiko (Farakely)

Intro  (Key: C)
C G/B | Dm Am
F C/G | G(add9)

Verse 1
  C           G/B                 Am  C/G
Isika roa mpinamana_efa hatrin'ny ela
         F          G               Cadd9
Saika hifankatia kanefa_nisy tsy namela
 Am       A/C#      Dm     Dm/C
Ka nirenireny teny fotsiny
    G/B      G6              C
F'ilay fitia, toa tapaka am-potony

Verse 2
   C           G/B              Am  C/G
Nefa ny foko mbola very ankehitriny
     F              G               Cadd9
Tsy nety niova f'ianao no hany mba tiany
    Am           A/C#          Dm  Dm/C
Midrikina aoka izany, mandany hafa
               G/B   G6          C   C#dim7
Hoe manan'ho tiavina   ka mihafahafa

     Chorus
          Dm  Dm/C         G/B  G
     F'ianao,   ianao ry aiko
        Dm  Dm/C           G/B  G
     Ianao,     no hany lalaiko
------------------------------------ x2 C G/B Am C/G Fa nilaozanao aho re ry aiko F D7/F# G C/G-G
F G C Csus4
Nefa ny hanadino anao toa tsy haiko -> Dm G(7) C Verse 3 C G/B Am C/G Indrisy anefa fa very fanantenana F G C Fa navelanao irery ao an-tanana Am A/C# Dm Dm/C Akanga saraky ny hafa tomany toa zaza G/B G6 C C#dim7 Very namana, very sakaiza   Chorus Interlude C G/B Dm Am | F..G..A.. Ouh ouh ouh, ouh, ah a a
Outro (Key:D)
     D         A/C#           Bm  Bm/A
Fa mbola manantena anao lalandava
       G           A            D
Fa ny raho_mainty hono mbola hisava
     Bm           B/D#       Em   G/D
Fa mbola ho avy hono ilay maraina
    A/C#            Gm6 D
Hiavianao ry sombiniai_na



Hiran'i Farakely rehetra: Farakely 

Am: x02210 (577555 intro) A/C#: x4222x na x4xx55 
Bm: x24432 Bm/A:x0443x B/D#: x6444x 
C#dim7: x45350 
Dm: xx0231 (x57565 intro) Dm/C: x3x231 D/F#:2xx232 
Em: 022003 
G/B: x20033 G/D: x55433 G(add9):3x0203 Gm6: 3x0330 

Anao Tiako (Babaique)

Hiran'i Babaique rehetra: Babaique
Capo: 4
Am7: x02010
Bm7: x24232  B: x24442
C#m: x46654
Em': 022003
F#m7:202220

Fampidirana: G| Em D C

Tonony 1
       G            G            
Nitsanganako teto, rango maraindraigny
          G                    G
Tsy nandihanako niasa, vandy foeky tavandraina
     C                   Am7
Fiambesako anao, handalo eto andra niany
     C                   Am7          
Hikoragnako raha agnaty foko ela niany
    G   Am7  G    
Azafady, Azafady
Am7  G       Am7         G
 Azafady aminao, mba azafady
     
     Tetezana
              D
     Ialako tsiny koa manakana anao am-pandihanana
          C                             G
     Fa tso dila niany izy manjary hadalagna 
                   D  
     'Zaho tsy ho maro kabaro, tso ataonao mavandy
           C                    G
     Izy ity efa ankitiny efa tsisy sangisangy

     Fiverenana #1
     Am7    G
     Anao tiako
        Am7                G
     Ny anana anao raha niriako
         Am7              G
     Hankany aminao tsy ataoko
        Am7                 G
     Volana raha tianao f'amiako
        Em              D
     Marary aminao hitarainako o
       C                    G   Am7..Bm7.Em'..B 
     Miaraka aminao zaho mahery

Tonony 2 (miova kle)
      E             E
Andra ino eky niany, andra ino
       E                E
Naharinesako korana, kara tsy mampino
      A                 F#m7
Donc zaho manonofy, sa jeriko efa lôso
                A                   F#m7
Lehilahy tiako tia dia zaho tsy nampoiziko hikozy
          E     F#m7      E
 Tsy nampoiziko, tsy nampoiziko
  F#m7             E     F#m7        E
’Zay raha tsy nampoiziko e, tsy nampoiziko
      
      Tetezana
          B 
      Efa ela niambesako, ndraiky ianao saiky tara
        A                          E
      ’Zaho efa kivy, efa tsisy espoir
           B
      Zanahary koa anambo, manantona tsara
         A               E    
      Laginy milefa, mandala andra tsara

      Fiverenana #2
      F#m7     E
      Anao ko tiako
          F#m7               E
      Ny hanana anao raha niriko
         F#m7              E
      Havandy aminao tsy ataoko
      F#m7               E
      Anao zay raiky fo tiako o
           C#m           B
      Zay tany ombanao alehako
       A                   E
      Manana anao zaho mitreky

Tetezana
 C#m                        B
Toro tena tsy ary manano matesa
    C#m                         B
Mangataka_ny_tsara hoy ro, mahafisaka lela
  A                  E
Hiaraka atsika mba haharitry ela
   F#m7                 C#m
Ambara ry havana aza asiana tavela
  F#
Ataon-tsika fomba (Ataon-tsika fomba)
 A               B               E
Zegny edy mampanjary mitady hoy dady. 

     Fiverenana #1 (Ambony) 
     F#m7   E  
     Anao tiako  
         F#m7               E  
     Ny hanana anao raha niriako  
         F#m7             E  
     Hankany aminao tsy ataoko  
        F#m7                E  
     Volana raha tianao f'amiako  
        C#m             B  
     Marary aminao hitarainako o  
       A                    E
     Miaraka aminao zaho mahery

     Fiverenana #2 (3x)
     F#m7     E  
     Anao ko tiako  
         F#m7               E  
     Ny hanana anao raha niriko  
        F#m7              E  
     Havandy aminao tsy ataoko  
     F#m7               E  
     Anao zay raiky fo tiako o  
          C#m           B  
     Zay tany ombanao alehako  
      A                   E  
     Manana anao zaho mitreky

Efa Ela (Dillie)

Hiran'i Dillie rehetra: Dillie
h: Hammer (kapohina aingana)
p: Pulloff (Esorina aingana)
s: Slide (Hagorisa)

Fampidirana
#1 - Bass fotsiny
   C          Am          G          F
e|----------|-----------|----------|-------
b|----------|-----------|----------|-------
g|--0-------------------|--0---0---|-------
D|------3s2-|--2--------|-0-0-3-0--|-------
A|-3-3-----3|-0-0--3s2-0|----------|-------
E|----------|-----------|----------|-1--3-1

#2 - Rythm (Glita #1) + Bass etsy ambony
   C          Am          G          F
e|-0--1-0---|-----5-----|-------7--|------
b|-1-1---3-1|----5-5----|---8-10-8-|---6--
g|----------|---5---5---|--7------7|--5---
D|----------|--7--------|-9--------|-7----
A|-3--------|-----------|----------|------
E|----------|-----------|----------|------

#3 - Solo (Glita #2) + Rythm (Glita #1) + Bass
                 C                 Am      
e|-----------------------|----------------
b|-----------------------|---12-14-12-----
g|------12-12-12h14-14-12|-14--------14-12
D|-12h14-----------------|----------------
            G                F
e|----------------------------------------
b|---13-15-^15-15-13----------------------
g|-14-------------------------------------
D|------------------14p12-12h14-----------
A|-----------------------------12-12-14-15

Tonony 1
 C                   Am
Ianao niteny no nandrasana
          G            F
Saingy ianao tsy nanambara
 C                   Am
Fa dia moana toy ny fasana
       G            F
Tsy niteny, tsy nitsara

     Tetezana
          Am                   G
     Tsy fantatro izay tena marina
      F                     C
     Ianao minia toa tsy miteny 
      Am                   G
     Ny saiko izay tia mandalina
      F                  G
     Lasalasa toa mirenireny

Riff
g|-0-2-0-------
D|------2-0----
A|---------3-0-
E|------------3
             Ka
     Fiverenana
        F                 Am             G         
     Lazao amin'izay, efa ela aho no afa-po (3x)
    
Fampidirana (#2 & #3): C Am G F

Tonony 2
C             Am
Efa diso tafahoatra
         G            F
Ny fahanginanao hatrizay
 C                 Am
Dia ny alahelo indray no hivoaka
    G                   F
Ka very saina, ho very fanahy

     Tetezana
     Am                G
     Aoka izay ny ankamantatra
     F                      C
     Aoka izay ny tsiambararoa
     Am                    G
     Efa ela aho no te ahafantatra
     F                   G
     Efa ela aho no afa-po

Riff
g|-0-2-0-------
D|------2-0----
A|---------3-0-
E|------------3
             Ka
     Fiverenana
        F                     Am          G 
     Lazao amin'izay, efa ela aho no afa-po (3x)

Ray Ambony (Rebika)

Hiran'i Rebika rehetra: Rebika
Capo: 2
Bm:   x24432 
h: hammer (kapohina aingana)
p: pulloff (esorina aingana)
s: slide (hagorisa)
                    
Fampidirana
  G                  Am
Solo country
e|------|-----------|--------------
b|----3-|-----------|--------------
g|-2s4--|-4p2-0-2h4-|-2h4-2-0-2h4-0
 
  Bm       C        G        D
e|----3--|--3-3-|----7---|------0-|----
b|-------|------|------8-|--------|-1p0
g|-2s4-4-|-5-5--|-5s7-7--|-0h2-0--|----

Tonony 1
G                   Am             
 Ny andro niainanay, tambany ny Masonao
Bm             C             G              D
 Ny ho avy manjavona Raiko o, ankininay Aminao
G                    Am                    
 Na ny fanaintainana, na ny andro sarotra indrindra
Bm                  C      G        D         G
 Tsy sitrapo tsy nosainina, noho Ianao dia nisinda

Tonony 2
G                        Am          
 Mazana anefa ny zanakao, mitsambiki-mikipy
Bm                   C         G                D
 Mambabo azy izao rehetra izao, ka manao Anao tsisy
G                          Am                    
 Indrisy anefa ireo olonao, tsy iray mihitsy ny saina
Bm                      C          G        D          G
 Na ny afaka na ny tsy manan-katao, bolisitry no ampangaina

     Fiverenana
     Am                   D   Bm            Em 
      Mbola fisaorana hatrany, ho voninahitrao
     A                       D
      Reo tsy mahalala izany, maro dia iantrao
     Am              D   Bm           Em
      Babon'ny fitsapana, manadino lalana
     A                       D
      Tsy miorimpaka intsony, ny Teninao Ray Ambony

Tetezana: G  Am (3x) | Bm C D

Tonony 3
G                        Am          
 Mahamenatra raha jerena, mba tsy tambo isaina
Bm              C           G                     D
 Ireo mibaby devoly jambena, mangala ny herin'ny maizana
G                                Am                    
 Raviravy izany fankampanahy izy, io no fandemen-tsaina
Bm               C          G           D        G
 Ho kamboty tsy misy mpiahy, raha hatrizay ho taraina

Tonony 4
G                              Am          
 Lainga halatra fijangajangana, ireo dia sarotra hialana
Bm               C       G               D
 Pozin-dratsy mahatamana, mazana tena lalana
G                           Am                    
 Ety ve reko no asa mangina, na farihy mati-mamba
Bm              C            G         D       G
 Hifaninana ny fanahy iniana, zahay manao dia-jamba

     Fiverenana
     Am             D    Bm                Em 
      Atodio 'zany saina, adidy no ampanjakaina
     A                       D
      Lazao fa ny hanavahana, ny Teninao fahafahana
     Am                 D   Bm                     Em
      Ny Herinao no mandolo, raha mino Anao ny tontolo
     A                   D
     Fanantenana ho anay, ny famelanao ry Ray

Famaranana: G Am (3x) | Bm C G