Hiran'i Dama rehetra: Dama Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Bb: x13331 Fampidirana: G Tonony 1 (2x) G Bb Tongava re, tongava re Bb C Tongava mamangy ny tanana misy anay C F Tongava aza misalasala ho'aho F C Tongava manaraka ny arabe G 'Zay mitondra mankany Tetezana G F Ho adinonao daholo ary ireo sorisory F G Sorisory mandreraka anao G F Ho adinonao daholo ary ireo tebiteby F G Tebiteby mandreraka anao Fiverenana (2x) G Em Fa ny zavatra ho hitanao any F Dia lanonana F C Lanonana miaraka am'reo akama G 'Zay any an-tanana Tonony 2 (2x) G Bb Tsy kobaka am-bava izy ity ry zalahy Bb C Tsy kobaka am-bava toy ny kabary C F Tsy kobaka am-bava nodradradradraina F C Fa hirahiran'ireo bandy kely G 'Zay mitendry kabosy Tetezana G F Manakoako daholo ireo lohasaha malaza mangina G F Manakoako daholo ny ambanilanitra iray manontolo a Fiverenana (2x) G Em Tsy mbola nahita ohatr'zany aho F Tena marina ho'aho F C Feona kabosy sy dihy malagasy G Dia mahavita an'izany an Tonony 3 (2x) G Bb Tsy notambatambazina na noterena Bb C Fa tonga daholo ny tao an-tanana C F Niara-niredona ireo hirahira F C Hirahira ataon'ireo bandy kely G Hirahira vokatry ny tany Tetezana G F Velona am'zay ary ny lamako F G Miaraka amin'ny amponga G F Velona am'zay ary ny taralila F G Miaraka amin'ny langorona Fiverenana (2x) G Em Tsy mbola nahita ohatr'zany aho F Tena marina ho'aho F C Nanjary nisy bal tao an-tanana G Mandram-parain'ny andro an Tetezana (2x) G Bb Iny fa tonga am'zay Bb Am Tonga am'zay ny maraina Am Bb Iny fa nody am'zay Bb Am Nody am'zay ireo akama G G Manaraka ny arabe, arabe F C G 'Zay mitondra an'zareo handeha, handeha Tonony 4 (2x) G Bb Mandehana re, mandehana re Bb C Mandehana mankany amin'ny tanana misy anao C F Mandehana aza misalasala ho'aho F C Mandehana manaraka ny arabe G 'Zay mitondra anao mody Tetezana G F Hiverina daholo ary ireo sorisory F G Sorisory mandreraka anao G F Hiverina daholo ary ireo tebiteby F G Tebiteby mandreraka anao Fiverenana (3x) G Em Fa ny zavatra miandry anao any F Manadala ho'aho F C Kandra_be_manadala ho'aho ry leirony an G Ka mba marina mafy an
Category Archives: tondrompeo
Ilay Mahantra (Kiaka)
Hiran'i Kiaka rehetra: Kiaka Power chord daholo A(5): 577xxx na x022xx B(5): x133xx E(5): 022xxx F#m(5):244xxx Fampidirana E B C#m G# A E B Tonony (2x) E B F#m A Andro maraina vao mifoha E B F#m A Andro iray vaovao eo am' fiainako E B F#m A Ny omaly ihany ve no_hosainiko E B F#m A Tsy misy hafa f'iray ihany koa Tetezana C#m B Ka inona ary no hataoko A F#m B Hanao inona (2x) Mandritry ny andro C#m B Sakafo ihany no ato an-tsaiko A F#m B Hanao inona (2x) Mba hahazoako izany Fiverenana E B C#m G# Ho aiza e, ho aiza e, 'lay mahantra A E B Toa tsy mba faly amin'ny fiainana E B C#m G# Ho aiza e, ho aiza e, 'lay mahantra A E B Oh o o, ie e e, ka mba vonjeo re A B C#m Tonony/Tetezana/Fiverenana Solo C#m G#m A F#m B C#m G#m F#m A B Fiverenana
Malahelo (Tselatra)
Hiran'i Tselatra rehetra: Tselatra Fampidirana G C (4x) ------- G D Em C Bm Am (2x) Tonony 1 G D Em Malahelo aho fa hody ianao rahampitso C Bm Am Hilaozanao 'zany 'ty tanana G D Em Rahoviana indray vao hifankahita C Bm Am Malahelo aho ka mahatsiaro irery Fiverenana G D Am Lasa ianao fa tsy tamana G D Am Nilaozanao ity tanàna G D Am Lasa dila ka tsy tana G D C Tavela irery ka tomany Tonony 2 G D Em Iza indray izao no ho namako C Bm Am Hitafako sy mba hiresahako G D Em Marary ity foko manirery C Bm Am Mahatsiaro anao ry akama tena favy e Fiverenana G D Am Lasa ianao fa tsy tamana G D Am Nilaozanao ity akama G D Am Lasa dila ka tsy tana G D C Tavela irery ka tomany Ka tomany e Tetezana G D Em C Bm Am G D Em C Bm Am Tonony 3 G D Em Iza indray izao no ho havako C Bm Am Hitantaraiko sy mba hilalaovako G D Em Marary ity foko manirery C Bm Am Malahelo anao 'lay akama tena tiako Fiverenana G D Am Lasa ianao fa tsy tamana G D Am Nilaozanao ity akama G D Am Lasa dila ka tsy tana G D C Tavela irery ka tomany Ka tomany e Famaranana (6x) G D Am
Anontanio Azy (‘Zay)
Hiran'i'Zay rehetra:'Zay B7: x21202 na x24242 E/G#:4xx400 F#m7:2xx220 Fampidirana (tab 1) E A A E e|-------4--------------2-4 b|-4-5-7-5---2----2-4-5---5 g|-4-4-----4-2----2-2-----4 D|-----------2------------- A|-----------0----0-------- E|-------0----------------0 E A A B7 E e|-------4-----------------0 b|-4-5-7-5---2----2-4-5-4--0 g|-4-4-----4-2----2-2---2--1 D|-----------2-------------2 A|-----------0----------2--2 E|-------0-----------------0
Tonony 1 A E/G# Efa ela mihitsy aho F#m7 E No tsy mba_nahita_azy intsony A Tsy nandre mihitsy F#m7 B7 Izay mikasika azy Tonony 2 A E/G# Fa hatramin’ilay adiady F#m7 E No tsy mba nifanena intsony A Nefa mino aho F#m7 B7 E F’izy izay mety efa tony Tetezana A E 'Zaho aty dia efa te-hahita azy indray F#m7 B7 Efa nanadino 'reo adiadinay Fiverenana A E/G# Fa mba anontanio azy kely F#m7 E Mbola ao ve ilay fitiavana A E/G# Fa mba anontanio azy kely F#m7 B7 Efa adino ve 'lay namana A E/G# Fa mba anontanio azy kely F#m7 E Tsy mety intsony ve 'lay fiarahana A F#m7 B7 E F’izao aty mbola te ho-tantanana Tetezana/Solo (Tab 1) Tetezana Fiverenana (2x)
Fianarantsoa (Mahaleo)
Hiran'i Bekoto rehetra: Bekoto Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo A7: x02023 D7: xx0212 D#dim7: xx121x Em: 0x2000 G7: 320001 Tonony 1 G A7 Amoron-dàlana aho indray hariva izay Am D D#dim7 Em Niandry fiarakodia hodiana any aminay G A7 Sendra nandalo ialahy nahita ahy samirery Am D D#dim7 Em Ka nampandroso anay tao anatin'ny fiarakely Fiverenana C Bm Tsy hohadinoiko anie 'zany lalana izany Am D7 G G7 Any ny havako, ny namako ny ankany C Bm Miolakolana ny mianatsimo any Am D7 Ny fitiavako mahitsy hatrany Tonony 2 G A7 Manerikerika ilay Fianarantsoa Am D D#dim7 Em Misy maraina mi___tifi-zavona soa G A7 Nahatsiarotsiaro izahay 'zay 'zao ialahy Am D D#dim7 Em Nianavaratra hono fa maro ny asa
Fiverenana
C Bm
Tsy hohadinoiko anie 'zany lalana izany
Am D7 G G7
Any ny havako, ny namako ny ankany
C Bm
Miolakolana ny mianatsimo any
Am D7
Ny fitiavako mahitsy hatrany
Tonony 3
G A7
Ny ropilanina manao hitsin-dàlana
Am D D#dim7 Em
Mitondra hafatra ho sora-tànana
G A7
Salama ny aty hoy ny tary rehetra
Am D D#dim7 Em
Hoy ny havana etsetra etsetra
Fiverenana
C Bm
Tsy hohadinoiko anie ity nosintsika ity
Am D7 G G7
Any ny havana sy ny ankany
C Bm
Miolakolana ny fiainana an-tany
Am D7
Ny fitiavako mahitsy hatrany
Sombim-panampiana (Bessa)
Hiran'i Bessa rehetra: Bessa
Abdim: 4xx43x
A7: x02020 A7/Db: x4x055
Am7: 5x5555x Am7b5: 5x554x
Bbmaj7: x13231 Bb/C: x3333x
C7: x35353 C7/Gb: 23231x (Gb7b5 ny tena anarany)
Cm7: x35343
Dbdim7: x45353
D7: x57565 Dm7: x57565 Dm/A: 5x7565
E/Ab: 4xx45x Em7b5: x10030
Gm7: 3x333x Gm11: 3x3311
G7: 353433 G7sus4:353533
F/A: x03211 F7: 131211
Intro F/A E/Ab-Abdim | Gm11 - C7/Gb F E/Ab-Abdim | Gm11 - C7 Tonony 1 F Em7b5 A7 Fa toy ny voninkazo D7 Gm11 Maniry an-tany hay C7 Dbdim7 Dm7 Mosaren-dranon’ando G7 Bb/C C7 Mbola tsy soa dia mala____zo Tonony 2 F Em7b5 A7 Tahak’izany koa D7 G7sus4-G7 Ny fo tsy manana fitia C7 Dbdim7 Dm7 (Dm7/A) Fa velombelom-poana Gm7 C7 F Tsy misy aina tokoa Fiverenana Dm7 A7/Db Cm7 F7 Bbmaj7 Mba ampandefero ty hambom-po ratsinao Bbmaj7 C7 Am7 Dm7 Gm7 C7 Am7b5 D7 Hanjary fo misaria_ka, 'lay fitiavan-tenanao Gm7 C7 Am7 D7 Ario 'zay kakay masia__ka Gm7 C7 F Fitiavana ahasolo ireo Tetezana/Solo (mitovy @ tonony)/Intro Tonony 3 F Em7b5 A7 Raha toa ianao mijaly D7 Gm11 Tsy ahitam-pifaliana C7 Dbdim7 Dm7 (Dm7/A) Ny fiainam-pa___horiana G7 Bb/C C7 Inty aho mba hamalifa___ly Tonony 4 F Em7b5 A7 Henoy 'zao hira izao D7 Gm7 Fampaherezako anao C7 Dbdim7 Dm7 (Dm7/A) Ahidiro am-po atao Gm7 C7 Fmaj7 Sombim-panampiana ho anao
Fiverenana
Bozy (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Bm/D: x2x231 (Bm7b5 ny anarany) C': x32013 C#dim:x4x020 Dm/C: x3x231 Gm6/Bb:x1x030 Fampidirana Dm Dm/C Bm/D Gm6/Bb Tonony 1 Dm Am Dm Am Rahoviana, ianao ry tiana E Am No hiverina indray C G C G Hahafaliana, miaro hakiviana Am C C#dim No hiandrasako, 'zay andro izay Fiverenana Dm Dm/C E Am Ry Bozy o, aiza ianao Dm Dm/C E Am Fa ny foko, efa lao Dm Dm/C G C' Miandry aman-taona, 'lay andro Dm Dm/C G C Ny andro sy fotoana, ahitako masoandro
Tonony 2 Dm Am Dm Am Asa lahy, raha izaho no sahy E Am Hamitaka anao C G C G Ataoko fa tsy hisy, tsy hisy 'zany indrisy Am C C#dim Satria, satria, mamiko ianao Fiverenana Dm Dm/C E Am Ry Bozy o, mba faingana Dm Dm/C E Am Fa ianao, no fiadiana hilaina Dm Dm/C G C' Hamerina indray eto an-tavako Dm Dm/C G C Ny tsikin'ny fahiny, re rahavako
Dm Dm/C E Am
Ry Bozy o, ianao irery
Dm Dm/C E Am
Ry Bozy o, no toky sy hery
Raha Mbola Misy (Bessa sy Lola)
Hiran'i Bessa sy Lola rehetra: Bessa sy Lola Bm: x24432 C#7: x4342x D/F#:2x0232 F#m: 244222 na xx4675 Fampidirana D A D G D Bm-Em-A-Bm-Em-A Tonony 1 (2x) D Em Raha mbola misy tsiky D/F# G D A D A Azonao hasedra ny ronjon’ny ankaso D Em Nahoana indrindra iky D/F# G D A D No dia laniana foana ny vongan-dranomaso ---- C#7 Tetezana F#m C#7 Raha mbola misy ihany F#m C#7 Kintana mamiratra F#m E A E Azonao banjinina Fiverenana A E F#m D Nahoana no tomany no andanianao A E A Ny alin’ny ririnina Tonony 2 D Em Raha mbola misy kalo D/F# G D A D A Azonao hiraina anaty fahavaratra D Em Nahoana no himalo D/F# G D A D C#7 Mahita vodilanitra mosarena taratra
Tetezana F#m C#7 Raha mbola misy ihany F#m C#7 Kintana mamiratra F#m E A E Azonao banjinina Fiverenana A E F#m D Nahoana no tomany no andanianao A E A Ny alin’ny ririnina
Tri-O (Johary) – Mandalo fanitsiana
Intro- Tab Bm(add4) Em e|-10p7----------------0-----------0---- b|————-10p7--------0-------7---0-------7-- g|---------7h9-6h7---7---7-------7---5--- D|-------------------6---6---6---5---7---- A|------------------------------------- E|-----------------7---7---7---0---0---0-- Verse 1 Bm Em ô!ô!ô! Very aho akia F#7 F#7/C# Bm Raha mifanary fa tsy hiara-dia Bm Em ô!ô!ô! Ianao anie F#7 F#7/C# Bm Irery tokana fa tsy mba be Chorus Bm A/C# D C#dim7 Raha ia___nao ilay nantenaina F#7 G G/B A Hitondra maraina, no 'ndeha andeha Bbdim7 D C#dim7 Ka izaho hiandry hangaina F#7 G G/B A Sy hiombo-taraina, ho kivy anie Bbdim7 Bm....Em....F#7....Bm.... -->ô!ô!___ô .... Tonony 2 Am Dm ô!ô!ô! Marary akia E Am Fa very anjavona ilay fitia Am Dm Aoka re fa tsy hanindroa E Am Hifonako_avokoa izay nanjo Fiverenana C E F Fa ny aty dia fitia dia fitia te ho roa G Fa tsy mahay C E Tsy maha-tokana fa mila namana F G Tsara tokoa kay, ny miara-dalana Am Dm E Am ô!ô!ô!... Famaranana Am Dm ô!ô!ô! Very aho akia E Am Raha mifanary fa tsy hiara-dia Am Dm Aoka re fa tsy hanindroa E Am Hifonako_avokoa izay nanjo Fiverenana C E F Fa ny aty dia fitia dia fitia te ho roa G Fa tsy mahay C E Tsy maha-tokana fa mila namana F G Tsara tokoa kay, ny miara-dalana Am Tab (Fampidirana) ô!ô!ô!... Tondrompeon'i Tarika Johary rehetra: Johary
Ny Fitiavako Anao (Njakatiana)
Hiran'i Njakatiana rehetra: Njakatiana Bb: x13331 Dm: xx0231 Eb: x68886 na x65343 Gm: 355333 Fampidirina F Bb Am Bb C F Bb F Tonony 1 Dm A Mahatsiaro anao C G Malahelo anao Bb F Gm Manina anao mieritreritra anao C Isan’andro Tonony 2 Dm A Lasa koa ny saina C G Hatramin’ny efa tsy ilaina Bb F Sakananao foana Gm C Fa misy hery manohana amintsika Fiverenana (2x) F Am Bb Tsy fitiavana tokoa raha tsy izao C Dm Tsy azo atao koa hoe kilalao Am Eb 'Zay tena mafonja, 'zay tena marina indrindra Bb F Ary ho vanona Am Bb Tsy fitiavana tokoa raha tsy izao C Dm Tsy azo atao koa hoe kilalao Am Gm 'Zay tena mafonja, 'zay tena marina indrindra Bb F Ary ho vanona Tetezana Bb C Bb Am Gm Eny tsy misy resaka_hafa afa tsy izany ihany aho Gm Am Bb C Satria tiako ianao, tiako foana foana
Fiverenana (2x)