Rahoviana (Joseph d’Af)

Hiran'i Joseph d'Af rehetra: Joseph d'Af
C': x32013
Dm: xx0231

Fampidirana
Am G C (2x)
Am G C F
Dm Am  E  

Tonony 1
     Am                      Em
Isan'andro isan'andro, dia miantso ny Ray
     F                 G       C
Hoe nankaiza moa 'zay zanako izay 
     Am                    Em
Isan'andro isan'andro, ny famindram-pony 
   F               G            C
Ianao anie dia tsy afaka ao am-pony 
      Dm                      C'
Fa ianao no tsy nety, hoe handao vetivety 
  F                  G
F'izy anie nanomana fety 

Tonony 2
     Am                    Em
Tsy hoe tsy nahalala, tsy zanak'adala 
   F           G        C
Ninia ianao nivoaka ny vala 
      Am                  Em
Fa ianao tena tiany, tsy foiny tsy ariany 
  F           G          C
Izany anie no antony niaviany 
           Dm                   C
Fa raha ho avy ny andro, mba hiverenanao 
 F                       G
Fety anie ny ao an-trano ao 

     Fiverenana (2x)
      Am          G         C
     Rahoviana ianao vao ho avy 
      Dm          C           G
     Rahoviana ianao vao mba hody 
          Am          G         C        F
     Rahoviana fa ny Tompo efa sasatra miandry 
       Dm        G   C
     Miandry ny Dadanao 

Tetezana
Am G C (2x)
Am G C F
Dm Am  E

Tonony 3 
       Am                Em
Dia nalefan'ny Ray,'lay Tokana Iray
   F             G         C
Jesosy anie 'lay Izy hatrizay 
      Am               Em
Tonga Izy hitady sy hamonjy ny very 
         F              G        C
Fa raha mody ianao tsy mandeha irery 
      Dm               C'
Fa ianao mila mino, Jesosy ilay hilo 
  F                     G
F'izy anie no lalan'ny mino

Tonony 4
       Am                Em
Dia nalefan'ny Ray,'lay Tokana Iray
   F             G         C
Jesosy anie 'lay Izy hatrizay 
      Am               Em
Tonga Izy hitady sy hamonjy ny very 
         F              G        C
Fa raha mody ianao tsy mandeha irery 
           Dm                   C
Fa raha ho avy ny andro, mba hiverenanao 
 F                       G
Fety anie ny ao an-trano ao

     Fiverenana (3x)
      Am          G         C
     Rahoviana ianao vao ho avy 
      Dm          C           G
     Rahoviana ianao vao mba hody 
          Am          G         C        F
     Rahoviana fa ny Tompo efa sasatra miandry 
       Dm        G   C
     Miandry ny Dadanao

Ny Anton’ny Hirako (Joseph d’Af)

Hiran'i Joseph d'Af rehetra: Joseph d'Af
Capo: 1
B7:   x21202 na x24242
C#m:  x46654
F#m:  244222
G#m:  466444

Tonony 1
 E                      E
Feno anao ny vavako, mipololotra avy ao am-po 
     D         A        E
Ny Anaranao no asandratro 
   E                      E
Hihira aho ny Herinao, nanositra ahy hitory Anao 
   D            A     E
Hitondra avo ny Anaranao 

     Tetezana (2x)
          F#m       A      B7     E
     Haleloia, haleloia, tsara Ianao 

     Fiverenana (2x)
                      F#m             B7        
     Ny anton'ny hirako sy fahavelomako 
                   E        B7  C#m       
     Dia Ianao ry Ray, mandrakizay 
                  B7      A       G#m           F#m
     Ny anton'ny hivelomako sy ny anton'ny hirako 
            B7           E
     Dia Ianao, Ianao tokoa

Tonony 2
E                        E
Andry iankinan’ny foko, vetson’ny fanahiko
     D         A     E
Ny Anaranao mamelona ahy 
    E                      E
Ny fahagagana vitanao, ny zava-drehetra hainao atao 
     D            A          E
Tsy haiko ny tsy hihira ho Anao

     Tetezana (2x)
          F#m       A     B7    E
     Haleloia, haleloia, mendrika 

     Fiverenana (2x)
                      F#m             B7        
     Ny anton'ny hirako sy fahavelomako 
                      E        B7  C#m       
     Dia ho Ianao ry Ray, mandrakizay 
                  B7      A       G#m           F#m
     Ny anton'ny hivelomako sy ny anton'ny hirako 
            B7           E
     Dia Ianao, Ianao tokoa

Andriamanitra Avo (Dadah Rabel)

Hiran'i Dadah Rabel rehetra: Dadah Rabel
Tendry Gasy (CGDGBE)
Am:    x22210  Am5:  x2x21x
Bbm5:  x3x32x  Bm5:  x4x43x  
C':    x5555x  C:    0x2010
Dm :   2x3231
Em:    4x5453  Em/Bb:x3535x
Fm:    xx3111  F/A:  x23211 F': xxxx11
G:     x03430  G':   x0000x G": xxxx33

Fampidirana
Dm G C  Bb-A
Dm G 
G'-Am5-Bbm5-Bm5 G  C
F'-G"

Tonony 1
C'                      Em/Bb               A                    
 Toa tsy ho ela dia ho foana izao tontolo izao
Dm                  Fm                G
 Soa ihany aho fa niantso, nahalala anao
Em               Em/Bb              F/A 
 Fa teny amoron-kady ny antsana no tazana
Dm               G                       C
 Nitodika aho nitady tsy sandry hiantsampazana
F'-G"

Tonony 2
C'             Em/Bb               A      
 Ny manodidina ahy toa moana sy pokaty
Dm              Fm                 G
 Ny hatsaram-panahy nandositra sa maty
Em               Em/Bb            F/A
 Na ny fitserana aza lasa nandao koa ny fo
Dm               G              C
 Tsisy teny hahalaza ny alaheloko

     Fiverenana
     Dm                    G'
      Indrisy ny fitiavan-tena
     C                 Bb-A
      Ny loharanony malo_to
     Dm                         G'
      Tsy mety ritra tsy hay fefena
     G-Am5-Bbm5-Bm5         G      C     
                   Ka lasa rano fisotro
     Dm                G
      Tsy misy atahorana
     C                  Bb-A
      Hitsakitsahina daho_lo
     Dm                G'
       Nahilika nodorana
     G'-Am5-Bbm5-Bm5          G       C
                    Ny fahendren’ny ntaolo
F' G"

Tonony 3
C'                 Em/Bb               A      
 Fa tonga ianao nivatsy finoana sy fitiavana
Dm              Fm                   G
 Handresy ireo ratsy, hampiray hampihavana
Em               Em/Bb              F/A
 Ka ny fitiavana   no hasetriko ny sompatra
Dm             G                    C
 Ny manodidina ahy ny fony iriko hisokatra

     Fiverenana
     Dm                     G'
      Fa tsisy lalan-tsarotra
     C                      Bb-A
      Na fitsapana mety handa_vo
     Dm                       G'
       Fa ao hitsinjo hanavotra
     G'-Am5-Bbm5-Bm5       G      C
                    Andriamanitra Avo

Vita Hatreo (Dadah Rabel)

Hiran'i Dadah Rabel rehetra: Dadah Rabel 
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo
Capo: 2
Tendry Gasy (CGDGBE)
A:    x2222x 
Bbdim:x32322 Bm:   x4443x  B: x44446
C:    0x2010 Cadd9:x0203x  
D2:   xx0230 
Em:   4x5453 E*:   xx2xxx
F#*:  xx4xxx  
G:    x0000x (x00003 @ intro/fiv)

Fampidirana (2x)
D2-D-D2 G

Tonony 1
  D2-D-D2            D    
Tsy  ady, tsy fifamaliana
Bbdim           Bm  Bm-A-G A
 Tsy hita izay teo
  D2-D-D2                   D    
Tsy hita intsony ianao, nangina
Bbdim           Bm  Bm-A-G A
 Fa inona no niseho
E*-F#*

     Tetezana
      Em     
     Taratasy, taty aoriana
     B                   Em
      Nilaza fa vita hatreo
     D--C     
     Oh oh

     Fiverenana
          C      D   G  G-D-G
     Hay moa ka kilalao
     C   D         Em
      Napetrapetrakao 
          C      D   G  G-D-G
     Toa sangy, vazivazy
     C         D      Em
      Hany ka rava ho azy
Solo: Cadd9  D2  G
      Cadd9  D2  Em
      Em     C   D2  G (2x)

Tonony 2
D2-D--D2          D    
  Fa fitia niredareda
Bbdim            Bm  Bm-A-G A
 Tsy toy ny nahazatra
D2-D--D2                D    
  Fa toa raozy soa sy ngeza
Bbdim             Bm  Bm-A-G A
 Tsisy tsilo handratra
E*-F#*

     Tetezana
      Em     
     Hay fitia tsy nateza
     B                   Em
      Alahelo tsy omby tratra
     D--C     
     Oh oh

     Fiverenana (2x)
          C      D   G  G-D-G
     Hay moa ka kilalao
     C   D         Em
      Napetrapetrakao 
          C      D   G  G-D-G
     Toa sangy, vazivazy
     C         D      Em
      Hany ka rava ho azy

Anjara Tandrify (Rija Rasolondraibe)

Hiran'i Rija Rasolondraibe rehetra: 
Rija Rasolondraibe
Capo: 1
Bb/D: x53363 Bb: x13331  Bdim7: x23131 na x2xx31
Cm:   x35543 C': x35553
D#:   x68886             Ddim7: x56363 na x5xx63
Fm:   133111 
G/B:  x2003x G#: 466544  Gm:    355333

Fampidirana
Am  Dm  E  Am

Tonony 1
Am              G    C
 Toa mbola manonofy foana aho
F        C                G
 Raha mahita anao ka mandre ny feo
Am             G      C
 Toa tsy mety mino mihitsy aho
     F      C          G
Hoe tena ianao no eo anilako eo 

     Tetezana
     C           G       Am       F
      Misy hery hafahafa, avy aminao 
           C             A            Dm  G
     Ka mitondra ahy, misarika ahy ho any
     C               G          Am            F
      Izay manintona ahy hitafa, hiresaka aminao
           Dm         Dm          E               E
     Mampihetsika, mamohafoha, manaitra ny ao am-po
     Fiverenana
                  Am  A             Dm
     Maso sendra mifanopy tsiky mitsilopilopy 
      G                      C   
     Taratra manify mifanandrify
     Bdim7-Em     Am  A              Dm
        Miteraka hazavana, mampiely hafanana 
       E                      Am
     Ireo dia ampy andraisako anao 

Tetezana: Dm F Am
Tonony 2
Am               G    C
 Miezaka ny hanazava saina aho 
F           C              G
 Sao hataintairana fotsiny izao
Am              G           C
 Saingy arakaraky ny_ahafantarako anao
       F        C            G
Toa mihamahazo laka ny fitadiavana anao, toy ny hoe

     Tetezana
     C           G       Am       F
      Misy hery hafahafa, avy aminao 
           C             A            Dm  G
     Ka mitondra ahy, misarika ahy ho any
     C               G          Am            F
      Izay manintona ahy hitafa, hiresaka aminao
           Dm         Dm          E               E
     Mampihetsika, mamohafoha, manaitra ny ao am-po
     Fiverenana
                  Am  A             Dm
     Maso sendra mifanopy tsiky mitsilopilopy 
      G                      C   
     Taratra manify mifanandrify
     Bdim7-Em     Am-G/B-C         A    Dm
        Miteraka ha___zavana, mampiely hafanana 
       E                      Am   Bb
     Ireo dia ampy andraisako anao 

Tetezana:  D#  Bb  Cm  G#
           Fm....  G   E

     Fiverenana
                  Am  A             Dm
     Maso sendra mifanopy tsiky mitsilopilopy 
      G                      C   
     Taratra manify mifanandrify
     Bbdim7-Em   Am-G/B-C         A    Dm
       Miteraka ha___zavana, mampiely hafanana 
       E                      Am
     Ireo dia ampy andraisako anao 
     
     Dm G         G
         Ouh ouh yeah

     Fiverenana (Ambony)
                  Cm  C'            Fm
     Maso sendra mifanopy tsiky mitsilopilopy 
      Bb                     D#   
     Taratra manify mifanandrify
     Ddim7-Gm    Cm-Bb/D-D#        C'   Fm
        Miteraka ha___zavana, mampiely hafanana 
       G                      Cm   Fm
     Ireo dia ampy andraisako anao
       G                        Cm   
     Ireo dia ampy andraisako anao

Iangolao Vaitra (Levelo)

Hiran'i Levelo rehetra: Levelo
Capo: 1 
Am/E: 0x2210 Am/G: 3x2210 (afaka tsorina Am)
C':   x32013 (afaka tsorina C)
Dm/F: 103231 (afaka tsorina Dm)
G7:   320001 (afaka tsorina G)
G/B': x2000x

Fampidirana (tab 1)
G-Am7-G/B  F-G-F
G-Am7-G/B  G-F-C-G/B
C G Dm  Dm/F
C  G  C

Tonony 1
 C'      G7   Am   Dm/F     C
Tapatapaka-môza nanaovanao fefy
  G      C
Hiaro tanàna
C'        G7  Am     Dm/F     C
Evokevo-dranomena laroina tambavy 
     G           C   C-G/B'
Dia lasa ody an-doha

     Fiverenana
         Am    Am/E Am Am/E   Am      Am/G Am
     Fitiavako a___nao e mba mety ho toy izany
        Am   Am/E Am  Am/E   Am      G   
     Ny ady na___tao  e   leferiko ihany
     -------------------------------
     2x
       C        G           Dm/F
     Tsikitsiky io aky dia iangolao vaitra
       C        G          C
     F’io no hamatotra antsika
     
Tetezana:  G-Am7-G/B     F-G-F
           G-Am7-G/B     G-F-C-G/B
           C  G  Dm Dm/F
           C  G  C       C-G/B'

     Fiverenana
         Am    Am/E Am Am/E   Am      Am/G Am
     Fitiavako a___nao e mba mety ho toy izany
        Am   Am/E Am  Am/E   Am      G   
     Ny ady na___tao  e   leferiko ihany
     -------------------------------
     2x
       C        G           Dm/F
     Tsikitsiky io aky dia iangolao vaitra
       C        G          C
     F’io no hamatotra antsika

Tonony 2
 C'      G7    Am     Dm/F     C
Vakivakina voatavo no toham-baliha
     G       C
Tsy mety mangina
 C'        G7   Am        Dm/F   C
Horakoraka ao anaty ilay feon-dokanga
   G           C   C-G/B'
Fitendrinao ho ahy

     Fiverenana
        Am  Am/E Am   Am/E     Am  Am/G Am
     Nifalifa___liako e     nitabata___bako
        Am     Am/E Am  Am/E      Am       G   
     Fitiavako a___nao  e    mba misy hiantako
     -------------------------------
     2x
           C        G              Dm/F
     Raha sendra malama ho’aho ny lalako ety e
         C       G       C
     Tsipazo antsamotady aho

Tetezana:  G-Am7-G/B     F-G-F
           G-Am7-G/B     G-F-C-G/B
           C  G  Dm Dm/F
           C  G  C       C-G/B'

     Fiverenana
        Am  Am/E Am   Am/E     Am  Am/G Am
     Nifalifa___liako e     nitabata___bako
        Am     Am/E Am  Am/E      Am       G   
     Fitiavako a___nao  e    mba misy hiantako
     -------------------------------
     2x
      C        G              Dm/F
     Sendra malama ho’aho ny lalako ety e
         C       G       C
     Tsipazo antsamotady aho

Tonony 3
 C'         G7    Am     Dm/F   C
Kesika tsy boboka aty namian-jatovo
   G        C
Nidola tsy taitra
 C'        G7     Am     Dm/F      C
Verokely itoeram-pody milefitra ambany
        G       C   C-G/B'
No tsy folaka akory

     Fiverenana
        Am  Am/E Am  Am/E    Am   Am/G Am
     Nisafoto___foto e    nikopa-ta___dio
      Am     Am/E Am    Am/E  Am       G   
     Nety hana___vandra e  nikotroka anio
     -------------------------------
     2x
        C      G            Dm/F
     Tohanako sandry aky ny oram-panala
       C            G           C
     F’io tsy hampihontsona antsika

Tetezana:  G-Am7-G/B     F-G-F
           G-Am7-G/B     G-F-C-G/B
           C  G  Dm Dm/F
           C  G  C       C-G/B'

     Fiverenana
        Am  Am/E Am  Am/E    Am   Am/G Am
     Nisafoto___foto e    nikopa-ta___dio
      Am     Am/E Am    Am/E  Am       G   
     Nety hana___vandra e  nikotroka anio
     -------------------------------
     2x
        C      G            Dm/F
     Tohanako sandry aky ny oram-panala
       C            G           C
     F’io tsy hampihontsona antsika

Tab 1
   G Am7 G/B  F-G-F
e|-----------------
b|-0-1---3----1-0-1
g|-0-0---0----2-0-2
D|------------3-0-3
A|---0---2---------
E|-3--------------

   G Am7 G/B  G-F-C-G/B
e|------------3-1-0----
b|-0-1---3----3-1-1-3--
g|-0-0---0----4-2---0--
D|------------5-3-x----
A|---0---2--------3-2--
E|-3-------------------

   C-G/B'
e|------
b|-1-0--
g|-0-0--
D|------
A|-3-2--
E|------

Ny Toaka (Jeneraly)

Hiran'i Jeneraly rehetra: Jeneraly
Bm:  x24432 Bb:  x13331 
D/F#:2x0232
Fampidirana (2x)
G  D  C  G
C  G  D  G 

Tonony 1
    G          D     C               G
Ny toaka re mazana, tena fandrika malama 
 C             G    Am                D
Mahatonga fahotana, ota be tsy hay tononina
    G           D        C                G
Ny toaka re indrisy, ny soa vitan'ny tsy misy 
 C                   G    D                         G
Fa vao maika koa nampisy, olana eo amin'ny fiaraha-monina
 
     Fiverenana
      Am                                G
     Maro be ireo mafy ady dia mbola misotro ihany misotro ihany 
        Am                                    G
     Ka efa hivarina any an-kady aza mbola misotro ô 
     Em          D/F#              Em
      Tsy mety f'efa tena miankin-doha 
         C                G        D         G D
     Ka ny maraina vao mifoha, mangovingovitra

Tonony 2
    G          D        C                G
Ny toaka re ranamana, tsy mba sarotra hananana 
 C                  G          Am              D
Fa manary ny ao an-tanana, ny kely ananana no lasany
    G             D       C                  G
Ny toaka re tsy ajanona, na dia mila tsy ahavanona 
   C                  G       D             G     
Ho an'ny tsy mahalala onina, botakely lasa tapany

     Fiverenana
     Am                                      G
     Efa niova hatramin'ny endrika, mbola misotro ihany misotro ihany
      Am                                   G
     Menamena hatramin'ny molotra mbola misotro ô
     Em            D/F#        Em
      Tsy misy ny fihezahana hiala 
         C                 G     D      G D
     Fa rehefa tena lasa adala  vao afaka

Tonony 3
    G               D     C                 G
Ny toaka letsy rahalahy, be izay efa vita izay
   C                      G          Am             D
Maninona raha hovaina indray, tsy sanatria ovaina daina
    G              D       C                    G
Ny daina mantsy re-olona, fahavalon'ny fiaraha-monina
 C                 G        D              G
Poizina tsy hay tononina, aretina manimba saina

     Fiverenana
        Am                                   G
     Rehefa hita fa tsy lasa intsony dia mba aok'izay, aok'izay
             Am                                  G
     Tsy ho lany anie ny toaka sy rongony fa mba aoka e
     Em             D/F#                  Em
      Maninona ary zavatra hafa indray hatao
       C               G      D      G  E
     Ndeha manova kilalao, mikitikitika
Tonony 4 (ambony)
  A              E   D                   A
Izaho anie ry zareo, efa nisotro toa anareo
 D              A      Bm                  E
Farany navelako eo, ny antony dia tsotra ihany
      A              E    D               A
Raha samy hisotro daholo ny vahoaka manontolo
D                    A      E                  A   Bb
Iza indray no hanolokolo, ireo mamo lava be vinany

Maso Mifanojo (Dadah Rabel)

Hiran'i Dadah Rabel rehetra: Dadah Rabel
Hiran'i Rija Ramanantoanina rehetra:
Rija Ramanantoanina
Tendry Gasy (CGDGBE)
Am:  x22210  A:    x2222x A/C#:x67655
Bb:  x3333x
C:   0x2010  C/D:  2x201x C/D#:3x201x
C/E: 4x2010  C/G:  x02010
Dm:  2x0231  D/F#: 6xx775
Em:  4xx453  E:    4xx454 
E/G#:x12100  E/G#':8xx997 
F:   557565  
G:   x03430   G/B: x45433 

Fampidirana
Am (2x)
Tonony 1
Am                     A G    Dm
 Vao injay nifanojo, ireto fijery
G                        G/B            C   
 Dia tsapako aho fa tojo, fitia tena mahery
E-D/F#-E/G#'  F           Em   Dm   
             Toy ny varatra mipoaka
 C   C/E     C/G Bb  A            
Nefa andro tsisy orana
     Dm
Toa misafoaka
    G              C
Ny foko may toy nodorana

E-D/F#-E/G#

Tonony 2
Am                          A G      Dm
 Ireo hafa nanodidina, sy ireny vorivory
G                   G/B             C        
 Toa zary tandidona, tsisy hitako akory
E-D/F#-E/G#  F           Em   Dm
          Nanitona ahy tsy namela
    C   C/E    C/G  Bb  A                
Ny masonao no hany tazako
       Dm
Toy ny efa ela
G                C     C-C/D-C/D#
Izy ireo no nandrasako

      Fiverenana
          E
     F'ianao nitsirika ahy
     E        E/G# Am
      Somary nitsipalotra
           A
     Te hibanjina tsy sahy
          A/C#        Dm
     Tsy te hijery maharitra
           G
     Fa nifanandrify kosa
     G               C     Bb A
      Tsy ela nefa tsapako
     Dm           G
      Fa tena tontosa 
                    C
     Tiako ianao rahavako
E-D/F#-E/G#'
Am (2x)
Tonony 3
Am                         A   G  Dm
 Raha toa mba tena izaho ilay voafidy
G                  G/B              C
Ahitsio ny masonao  ka aza avela hihidy
E-D/F#-E/G#'    F        Em  Dm
            Ny masoko dinihina
 C      C/E C/G   Bb A
Dia ho hitanao  tsa_ra
     Dm
F'ianao no tiana
 G         C   C-C/D-C/D#
Mamy fa anjara

     Fiverenana
          E
     F'ianao nitsirika ahy
     E        E/G# Am
      Somary nitsipalotra
           A
     Te hibanjina tsy sahy
          A/C#        Dm
     Tsy te hijery maharitra
           G
     Fa nifanandrify kosa
     G               C     Bb A
      Tsy ela nefa tsapako
     Dm           G
      Fa tena tontosa
                    C
     Tiako ianao rahavako

     E-D/F#-E/G#'-A

Fitia Nindramina (Kiaka)

Hiran'i Kiaka rehetra: Kiaka
Tonony
C/G:  3x2010
Em*:  022010
G/B:  x20030 (x20003 @ fiverenana)
G/G#: 4x000x

Fampidirana (2x)
Am C/G F
F-Em* Dm C G/B G-G/G#

Tonony 1
   Am          C/G           F
Fotoana vitsy monja ihany anie 
      Em        Dm       C        G/B G-G/G#
No noferanao ho ahy mba ho anjarako 
  Am               C/G        F
Ilay fitia tao am-ponao hatrizay
       Em        Dm       C        G/B G
Tsy navelanao ho ahy mba ho fananako 

Pre-refrain
      F               Em
Hasambarana fohy no niainako 
      F            Em
Tsy mba nahitako izay nahasoa
       F              Em
Fa ny faniriako ny ho anilanao
    Dm             G    Tab 1
K'anefa tsy mba nirinao

     Fiverenana
        C                 G/B    
     Fitia nindramina avy any aminao
      Am          G             F
     No niainako hatrizay hatrizao
           Em        Dm       G            
     Nefa toa navelanao toa izay fanaonao

        C                 G/B    
     Fitia nindramina avy any aminao
       Am         G                 F
     Fiainana vaovao_lava_izao_ny_anao
           Em           Dm           G            
     Nefa izany ve no atao hoe hasambarana

Tetezana (4x): A  F
Tonony 2
      Am        C/G        F
Tsy tsapanao tokoa mantsy fa 
    Em     Dm      C        G/B G-G/G#
Ny fitiavako tsy niala taminao 
  Am       C/G           F
'Lay foko tia tsy nety niova
     Em      Dm   C            G/B G
Toa nanjary kivy noho ny nataona___o

Pre-refrain
Fiverenana
Solo (manaraka ny accord fiverenana)

A
Tab 1
   F     G
e|-------------
b|---1-----3---
g|----2-----4--
D|-3---3-5---5-
A|-------------
E|-------------

 

Mitia Mangina (Tarika Rindra)

Hiran'ny Tarika Rindra rehetra: Tarika Rindra
A7:  x02020 (afaka tendrena A fotsiny)
Bm:  x24432 B7:    x21202
D/F#:2xx232 D7/F#: 2xx212
G/B: x2003x Gm:    355333

Fampidirana 
D  D/F# G A
Bm D/F# G A

Tonony 1
D                  A              Bm
 Tsy fantatrao fa teny foana hany aho
              D          G
Nitily sy nitsena ny alokao 
           B7         Em  Tab 1  
Ka manara-maso lava izao 
A               A7         D  
 Dia iny ianao voninkazo iray
                   G          E         
Izay kanto loatra sarobidy ho ahy
               E           A   Tab 2
Te-hioty aho anefa fa tsy sahy
Tonony 2
D           A            Bm
 Hiloa-bava aho ho vahotra
             D          G
Hiresaka aminao hatahotra
            B7        Em  Tab 1  
Te-hikiry anefa sarotra 
A                   A7         D  
 Manahy aho mantsy sao ho lavinao
                 G                 D         
Tsy zakako raha izay no hitranga izao
               A           D   G
Harary mafy ny ao anatiko ao

     Fiverenana (2x)
     A       D                   A
     Aleo hitia mangina anao ny foko
               Em                 A   
     Ataoko ho ampy ahy fa tsy toloko
     A-G/B        D       D7/F#          G Gm
      Raha ny fitiavako anao tsy ho heloko
             D              A       D  (G)
     Aleo hijanona ho tsiambarateloko 

Tetezana:  D  D/F# G A
           Bm D/F# G A

Tonony 2
     Fiverenana (2x)

Tab 1
    Em F#m7  G  A4
e|---------------
b|-----------0--3
g|--0--2--------2
D|---------------
A|--------------0 (tsy voatery tendrena)
E|--0--2-----3--- (tsy voatery tendrena)
Tab 2
    A   G/B  A/C#  
e|---------------
b|--2---3----5---
g|--2-2----------
D|---------------
A|--0---2----4---
E|---------------