Hiran'i Bessa sy Lola rehetra: Bessa sy Lola Intro (Tonalite: F) Em7b5 A7 Dm Bdim F/C C F C7 Tonony 1 (Tonalite F) F A7/Db Dm F7/A Tojo anao aho ka dia mirana Bb C7 F Afa-po fa tsy ho sahirana Em7b5 A7 Dm Hitady naman-kafa intsony G7 F/C C7 Satria ianao dia fiononana F A7/Db Dm F7/A Nihaino am-po ny fitarainako Bb C7 F Nahatsapa ny fanaintainako Em7b5 A7 Dm Nampisy lanja indray ny fiainako F/C C F Nampisy lanja indray ny fiainako Intro (Tonalite Bb) Am7b5 D7 Gm Edim Bb/F F Bb F7 Tonony 2 (Tonalite: Bb) Bb D7/Gb Gm Bb7/D Tojo anao aho ka dia mirana Eb F7 Bb Afa-po fa tsy hosahirana Am7b5 D7 Gm Hitady naman-kafa intso_ny C7 Bb/F F7 Satria ianao dia fitia__vana Bb D7/Gb Gm Nampahatsiahy, ny hadisoako, Eb F7 Bb Indrindra tamin'ny namonoako Am7b5 D7 Gm Fitia nitoetra tao am-poko Bb/F F Bb Fitia nitoetra tao am-poko Intro (Tonalite: C) Bm7b5 E7 Am7 Gbdim C/G G C G7 Tonony 3 (Tonalite: C) C E7/Ab Am C7/E Tojo anao aho ka dia mirana F G7 C Afa-po fa tsy hosahirana Bm7b5 E7 Am Hitady naman-kafa intsony D7 C/G G Satria ianao fanantena__na C E7/Ab Am C7/E Na tsy fantatro aza ny androko F G7 C Na fohy na lava dia ho andriko Bm7b5 E7 Am Hiandrandrako ny masoandroko C/G G C Hiandrandrako ny masoandroko Outro Bm7b5 E7 Am7 Gbdim C/G G C Fa tojo anao aho ka dia mirana ----------------------------- Fitendry raha manaraka Nashville Number System Misy tonalite 3 ilay hira (F, Bb, C) Ny fomba fitendry mitovy Intro: viim7b5 III7 | vi7 bvdim I/V V | I V7 Tonony: I III7 (1ere inv)| vi I7 (1ere inv) IV V7 | I viim7b5 III7 | vi ----------------------------------- II7 | I/V V (famaranana #1) I/V V | I (famaranana #2) Outro: viim7b5 III7 | vi7 bvdim I/V V | I
Category Archives: tondrompeo
Mila Namana (Samoela)
Hiran'i Samoela rehetra: Samoela *: Bass ihany no tendrena Am7: x02010 D2/F#:2xx23x Em7: 02203x Tonony 1 Am7 D2/F# G Aza fantatro anie, ny adiresinao iny e Em7 Am7 D2/F# G F'hamangivangiko anao matetika ange Em7 Am7 D2/F# G Aza fantatro anie ny télephone nao iny e Em7 Am7 D2/F# G F'handaniako 25 unités amin’ny télécarte e Am7 D2/F# G F#* Em7 (2x) Tonony 3 Am7 D2/F# G Fa ny bikasoanao iny, dia tsy matiko lolo o Em7 Am7 D2/F# G Ny tsikitsikinao iny ihany koa, dia mandorondoro Em7 Am7 D2/F# G Ny hevitra ambaranao amiko ange, ohatran'ny mifonofono o Em7 Am7 D2/F# G K'izany ny nahatonga anah, hisary zoro aminao 'zaho e Fiverenana (2x) Am7 D2/F# G F#* Em7 Dia hikotikoty, dia hisavikavika Am7 D2/F# G F#* Em7 Dia hikitikitika, dia hisarisarika e Am7 D2/F# G F#*Em7 (2X) Tonony 4 Am7 D2/F# G Efa fantatro fa, misy fitiavana e Em7 Am7 D2/F# G Anatin’ny lohanao e, misy fikasana Em7 Am7 D2/F# G Anatin’ny fonao e, misy entana oa Em7 Am7 D2/F# G Amin'ny atin’ny akanjonao any e, mila namana oa Em7 Am7 Ny amin'ny atin’ny akanjonao any e, D2/F# G Em7 K'aza hodianao fanina 'zany an Fiverenana Em7 Am7 F'isika sy ianao no mitambatra anie, D2/F# G Em7 Hikatsaka ny fifaliana Em7 Am7 Dia ho tonga amin’ny tanjona irina oa, D2/F# G Ho eny amin’ny tanin’ny sambatra Tonony 5 Em7 Am7 Manao domy ny mpifankatia, D2/F# G ianao no mitelina ny double enina Em7 Am7 Manao ramy oa ny mpifakantia D2/F# G Tsy maninona hihafiko trefle e Fiverenana (2x) Em7 Am7 D2/F# G F'efa matotra tsara, ao amin'ny aradalana Em7 Am7 D2/F# G Tsy hanampiana ary tsy hanalana oa, f'efa matotra tsara e Famaranana (2x) Em7 Am7 D2/F# G F#* Em7 Ay Ay ie, ay ay la la la la Am7 D2/F# G F#* Em Ay ay ie, ay ay ia o Am7 D2/F# G F#* Em7 Ay Ay ie, ay ay la la la la Am7 D2/F# G F#* Em Ay ay ie, ay ay ia o
Ianao (‘Zay)
Hiran'i'Zay rehetra:'Zay Tonalite: G Am7: x02010 F#m11:2x2200 B7 : x21212 C/G: 3x201x D/F#:2xx232 Em7: 0x2003 G6: 3x0030 G/B: x20033 Fampidirana G..C/G G C/G G F#m11 B7 Tonony 1 Em7 B7 Iny masoandro iny C G/B Na hilentika aza Am7 G/B Iny volana iny C D Na ho sarona aza Tonony 2 Em7 B7 Ho feno hazavana C G/B Ny androm-piainako Am7 G/B Rehefa ianao no Am7 D/F# G G-D/F# Eo ani_lako Fiverenana Em D/F# Am7 Toa ho rako-javona aman’e_rika G C/G G G6 C/G D/F# Am7-E Toa ho ra_tsy foana ny eritreritra Am7 G Am7 G/B C C-G/B Raha la_vi_tra anao Am7 B7 Em7 Raha toa ka tsy eo ianao C G/B Am7 Ka aza ilaozanao G/B Am7 G Inty aho anjakao Am7 B7 Ekeko tsotra izao Tetezana C G/B Am7, G/B Am7 G Am7 B7 Tonony 3 Em7 B7 Na ho levona aza C G/B Izao rehetra izao Am7 G/B Na tsy hisy intsony C D Ny ankoatrako sy ianao Tonony 4 Em7 B7 Ho feno dia ho feno C G/B Ny fiainako tontolo Am7 G/B Rehefa ianao Am7 D/F# G G D/F# No eo anila_ko Fiverenana (2x) Famaranana C G/B Am7 Ka aza ilaozanao G/B Am7 G Inty aho anjakao Am7 D G ...Ekeko tsotr' izao
Miandry Aho (Ambondrona)
Hiran'i Ambondrona rehetra: Ambondrona *: Bass ihany no tendrena Dm:xx0231 Fampidirana C Am C Am G*-A*-C* Tonony 1 C G Dm ...Niantso aho, nitady anao Am G C Niherika nitoditodika G Dm ...Maizina hody am’izay Am G C Efa handeha 'reo olona maro be Tetezana (C) G Dm ...Nikaroka aho, manahy sao Am G C Efa la-aasa ianao (C) G Dm ... Miandry_koa, tony ny fo Am G F Sao mba 'zaho no tonga aloha G ouh ouh ouh ouh Fiverenana C G C F ...Saika hitsena aho...Mba nanantena aho Am G F G Hoe ianao efa eo, miandry ahy C G C F ...Fantatro aloha,... tsapanao ihany koa Am G F C Na amin’ny firy na amin’ny firy... miandry aho Tetezana C Am C Am G*-A*-C* Tonony 2 C G Dm ...Nipetraka_aho nitraka kely Am G C Ny orana aza no mitady hamely G Dm Am G C Naveriko ny antso-ooo, ts’isy valiny velively Tetezana (C) G Dm ...Taitra aho,sao tsy teo ianao Am G C Manontany tena ihany_aho (C) G Dm Sao mantsy koa,hafa kokoa Am G F Efa_olon-kafa indray no tonga aloha G Ouh ouh ouh ouh Fiverenana C G C F ...Saika hitsena aho...Mba nanantena aho Am G F G Hoe ianao efa eo, miandry ahy C G C F ...Fantatro aloha,... tsapanao ihany koa Am G F C Na amin’ny firy na amin’ny firy... miandry aho Tetezanana C F ...Miandry aho C F ...Miandry aho C F ...Miandry aho C F ...Miandry aho Am G F F-F-F ouh ouh ouh ouh Fiverenana C G C F ...Saika hitsena aho...Mba nanantena aho Am G F G Hoe ianao efa eo, miandry ahy C G C F ...Fantatro aloha,... tsapanao ihany koa Am G F Na amin’ny firy na amin’ny firy C F ........... miandry aho Famaranana C F ...Miandry aho C F ...Miandry aho C F ...Miandry aho C hmmm hmmm
Hatramin’Izao (‘Zay)
Hiran'i'Zay rehetra:'Zay Am/D: xx0555 C9: x3x330 C/E: 0x2010 D2/F#: 2xx230 sy xx455 (F#m7b5 no tena anarany) Dm7: xx0211 (* rehefa live dia Bm7b5 na Dm/B:x2323x) D7/F#: 2x3210 Em7: xx2033 sy 02x033 E7: 020130 Fmaj7': xx3555 Fmaj7: 1x3210 Gm7: 3x333x Fampidirina (2x) Am/D Em7 Fmaj7 (2X) Fmaj7' Em7 Fmaj7 D7/F#-D2/F#-G Tonony 1 C G/C C/F C Ho tsahiviko androany, ilay andro Am7 D2/F# G C/G-G Nandravana ilay fitiavantsika Dm7* E Am7 Tsy misy nety handefitra D2/F# G Samy nirintona Tonony 2 C G/C F/C C Dia tinapaka teo, ‘lay tantara Dm7 C/E F(add9) Nofaranana fa hoe G C Csus4-C Tsy anjara Tetezana Am/D Em7 Fmaj7 (2x) Am/D Em7 Fmaj7 D7/F# G Tonony 1/2 Fiverenana (2x) Fmaj7' Em7 Hatramin’izao aho tsy mety mino Dm7* E7 Am7 Fa hoe izaho sy ianao hifanadino Gm7 C9 Fmaj7 D7/F# Ka hizara ilay làlana G Ho sampanana Fmaj7' Em7 Hatramin’iny ka hatramin’izao Dm7* E7 Am7 Ny foko mbola tia anao Dm7 C/E F Saingy ho koboniko ho ahy samirery G C [C-Dm7-C/E] Satria fitia tsy an-tery. Solo...dia miverina fiverenana Fmaj7' Em7 | Dm7 E7 Am7 Gm7-C9 Fmaj7'-D2/F# |G Fmaj7' Em7 | Dm7 E7 Am2 Dm7-C/E F | G C [C-Dm7-C/E] Famaranana Dm7 C/E Fmaj7 Ho koboniko ho ahy samy irery Dm7 E7 Am7 Satria fitia tsy an-tery Dm7 C/E Fmaj7 C/E Dm7 Hokoboniko ho ahy sa_____my irery G C Csus4 Ka aleo ho ahy irery
Kalangita (Ricky)
Hiran'i Ricky rehetra:Ricky Fampidirina (2x) C-G-C-F Tonony 1 C G F G Efa te-hody izaho amaray e (2x) C G F G F’izaho tsy tafandry raha tsy eo ianao (2x) C G F G ..Niandry ropilany ho tonga izaho e C G F G ..Hitondra taratasy any aminao e C G F G ..Nefa dia hatram’zao tsy mbola tonga foana e C G F G Sasa-miandry aho ny lohako efa mihasola Fiverenana C G Kalangita F G C G F G ..Omeko anao anie ny lanitra C G Kalangita F G C G F G ..Raha toa enao mbola mitandrina a C G Kalangita F G C G F ..Hamoronako hira vaovao foana e Tonony 2 C G F G Ivavaho tsara anie ny aty e (2x) C G F G F’izaho tsy tafandry raha tsy eo ianao (2x) C G F G ..Andefaso lambahoany izaho e C G F G ..Asio valiha any anatiny any e C G F G ..Dia mba omeo teny masina ho’a zany e C G F G Avy any.. avy any am-ponao any...Kalangitako zany e Fiverenana C G Kalangita F G C G F G ..Omeko anao anie ’zay masaka C G Kalangita C G Kalangita F G C G F G ..Raha toa enao mbola mitandrina a C G Kalangita F G C G F ..Hamoronako hira vaovao foana e C-G-F-G Famaranana C G F G Kalangita... (4x) C G G F Na na..na na (4X)
Ataoky Akory (Bodo)
Hiran' i Bodo rehetra: Bodo Bsus2: x24422 B7: x21202 C#m: x46654 F#m7: 2xx220 Fampidirina E A, B7 E (3x) Tonony 1 E Mandiniha fa toetra ratsy E Bsus2 Aleo milaza fa hoe izaho tsy ho avy F#m Toy izay mampanantena A C#m Bsus2 Izaho anefa aty mihenahena E Fa raha toa ianao malaina E Bsus2 Avelao aho fa aza adalaina e F#m7 Tsy efako raha ianao tia ahy A C#m Bsus2 Ianao indray no toa mila kisa Fiverenana (2x) A B7 E Ataoko akory iha raha tsy ahefa A B7 Ny ahy lahy fitia diso fiantefa F#m7 B7 E Nihevitra aho fa hiaraka amin’ny sarotra e A B7 E Hay moa ny fitiavanao mifototra e E A B7 E (2X) Tonony 2 E Ny fotoana tamin’ny dimy E Bsus2 Raha tsy tonga ianao tsy omena tsiny F#m7 Fa raha hitako any an-kafa A C#m Bsus2 Izany kosa angamba hafahafa E Fa raha toa ianao malaina E Bsus2 Avelao aho fa aza adalaina e F#m7 Tsy efako raha ianao tia ahy A C#m Bsus2 Ianao indray no toa mila kisa Fiverenana A B7 E Ataoko akory iha raha tsy ahefa A B7 Ny ahy lahy fitia diso fiantefa F#m7 B7 E Nihevitra aho fa hiaraka amin’ny sarotra e A B7 E Hay moa ny fitiavanao mifototra e
Mosoara (Bodo)
Teny fanolorona "version" i Iraimbilanja "Mosoara (Iraimbilanja)" Hiran'i Bodo rehetra: Bodo Dm:xx0231 Fampidirana (2x) Dm C Tonony 1 F C Avalony tsara ilay mosoara F C Kotsan-dranomaso omaly hariva F G C (C-F-C) Raha nilaza izy fa tsy tia anao intsony F C Ary aza sasana fa tehirizo tsara F C Hampatsiahivanao azy any aoriana F G C (C-F-C) F’efa nisy izany, eny efa nisy Fiverenana Dm F ...F’izao aloha henoy ny hira G F C (C-F-C) ..Izay nataoko hamalifaly anao Dm F ...Ary asio ilay feo faharoa G F C ...Mbola tsy ahafoizako anao Tonony 2 F C Tsy maintsy mbola ho avy ilay andro F C Hiverenany eto indray F G C (C-F-C) Sy hamerenany ireo teny maminao fahiny F C Ary saino dieny izao ny havalinao azy F C Amin’izay fotoana izay F G C (C-F-C) Sao tonga indray ny alahelo tsy ho afaka intsony Fiverenana Dm F ...F’izao aloha henoy ny hira G F C (C-F-C) ..Izay nataoko hamalifaly anao Dm F ...Ary asio ilay feo faharoa G F C ...Mbola tsy ahafoizako anao Famaranana (3x) C F G Avalony tsara ilay mosoara F C Kotsan-dranomaso omaly hariva
Mosoara (Iraimbilanja)
Teny fanolorona "cover" nataon'i Bodo "Mosoara (Bodo)" Hiran'i Iraimbilanja rehetra: Iraimbilanja Fampidirana Am G (2X) Tonony 1 C G Avalony tsara ilay mosoara C G Kotsan-dranomaso omaly hariva C D G (G-C-G) Raha nilaza izy fa tsy tia anao intsony C G Ary aza sasana fa tehirizo tsara C G Hampatsiahivanao azy any aoriana C D G (G-C-G) F’efa nisy izany, eny efa nisy Fiverenana Am C ...F’izao aloha henoy ny hira D C G (G-C-G) ..Izay nataoko hamalifaly anao Am C ...Ary asio ilay feo faharoa D C G ...Mbola tsy ahafoizako anao Tonony 2 C G Tsy maintsy mbola ho avy ilay andro C G Hiverenany eto indray C D G (G-C-G) Sy hamerenany ireo teny maminao fahiny C G Ary saino dieny izao ny havalinao azy C G Amin’izay fotoana izay C D G (G-C-G) Sao tonga indray ny alahelo tsy ho afaka intsony Fiverenana Am C ...F’izao aloha henoy ny hira D C G (G-C-G) ..Izay nataoko hamalifaly anao Am C ...Ary asio ilay feo faharoa D C G ...Mbola tsy ahafoizako anao Famaranana (3x) G C D Avalony tsara ilay mosoara C G Kotsan-dranomaso omaly hariva
Embona (Bodo)
Hiran'i Bodo rehetra: Bodo A7: x02020/x07685 Am': x07555 Am7: x02010 B7: x21202 B7' 797877 Bm7: x24232 Cm7':x35345 C': xx(10)988 Dm: xx0231 D': xx(12)(11)(10)(10) Em: 022003/x79987 Em': 0xx(12)(12)(12) G': xx5433 G": xxx787 G/B: x2003x G7: 32001 Fampidirana Em' D' C' G" Am' G' Cm7' D Tonony 1 Em B7' Toa ny vorona niara-niriaria Am D G D Teny an-dohasaha izahay G Bm7 C A7 Ny rivotra nifofo ny orana nikija C B7 Em Niaraha-nisetra avokoa Tonony 2 Em B7' Mahita anao aho ankehitriny Am D G D Dia toa adinoko ireny G Bm7 C A7 Variana tamin’ireo tambitamby G D G G-Am7-G/B Hiaro fitia tsy antenaina Fiverenana C D G Fa na dia satriko aza C D G Ny hitafa aminao eto ihany C B7 Em C Avelao aho hamonjy ilay namako any ho any G D Dm G7 Fa manembona aho iza__ny C B7 Em C Mahatsiaro ny fahazazana nivalona fahiny G D G Hany ka mila ho tomany Tonony 3 Em B7' Fony izahay niara-nilalao Am D G D Na ny soa na ny ratsy, niarahanay natao G Bm7 C A7 Nisy ireo hafaliana C B7 Em Sy ranomaso indraindray Tonony 4 Em B7' Fotoana maro teto anilanao Am D G D Toa haravoana lalandava G Bm7 C A7 Nanafina alahelo, hakiviana G D G G-Am7-G/B Nahatong'ahy toa hanjombon-dava Fiverenana C D G G-Am7-G/B Fa na dia satriko aza C D G Ny hitafa aminao eto ihany C B7 Em C Avelao aho hamonjy ilay namako any ho any G D Dm G7 Fa manembona aho iza__ny C B7 Em C Mahatsiaro ny fahazazana nivalona fahiny G D G Hany ka mila ho tomany C B7 Em C Mahatsiaro ny fahazazana nivalona fahiny G D G Hany ka mila ho tomany C B7 Em C Mahatsiaro ny fahazazana nivalona fahiny G D C C-G/B-Am7 G Hany ka mila ho toma__________ny