Key: C
Intro: C....|C.. G7/B..|G7..Am..
F..D7/F#..|G....
Verse 1
C
Raha mila fanampiana ianao
C
Raha misy tsy mety ny atao
C G7/B G7 Am
Tsarovy aky e, fa_any ho any
F D7/F# G
Misy namanao tena tia
Chorus
C G7/B Am Em7
Miandry fotsiny, miandry pi-maso
F D7/F# G
Miandry hokopahin-tanana
C G7/B Am Em
Fa vonon-kijoro, handresy ny ankaso
F D7/F# G C
Satria izany no tena namana
Verse 2
C
Raha misy zava-mampahory
C
Ka mila tsy ahitan-tory
C G7/B G7 Am
Tsarovy aky e, fa_any ho any
F D7/F# G
Misy namanao tena tia
Chorus
C G7/B Am Em7
Mahantra sy osa, mahantra harena
F D7/F# G
Kanefa kosa tsy tia tena
C G7/B Am Em7
Fa vonon-kanampy, satria tia
F D7/F# G C
Tsy mitady valiny sanatria
Bridge: C....| ..G7/B..|G7..Am..
F..D7/F#.. |G....
Verse 3
C
Raha mahatsiaro irery ianao indraindray
C
Raha marary nefa tokana iray
C G7/B G7 Am
Tsarovy aky e, fa_any ho any
F D7/F# G
Misy namanao tena tia
Chorus
C G7/B Am Em7
Tsy irery ianao, fa misy mahatsiaro
F D7/F# G
Ka ny alahelo atsaharo
C G7/B Am Em7
Fa na ali-mikitroka o, na oram-baventy
F D7/F# G C
Ho tonga tsy ho ela aho, fa vetivety
Verse 4
C
Fihavanana tsy ravan’ny taona
C
Fa madio sy hamiratra foana
C G7/B G7 Am
Tsarovy aky e, fa_any ho any
F D7/F# G C
Misy namanao hatrany hatrany (2x)
Tondrompeon'i Mahaleo rehetra: Mahaleo
D7/F#: 2x021x
Em: 0x0030
F: 1x3211
G7: 3x0031 G7/B: x20031