Hiran'i Njakatiana rehetra: Njakatiana Bm: x24432 F#m7: 2xx220 Fampidirana: D Tonony D G Tsy hay tohaina G D Ny andro nifandimby D Ao an-tsaina A D Ny vita sy finidy D A G D Ny lalana malalaka na ety D Nizorana A D Na tsara na tsy nety Tetezana Em A Raha ny natao sy nekena Em A No itodihana jerena Em A Dia iriko azo ahitsy Em A Hikatsahako ny tsiky Fiverenana (2x) D F#m7 Izao rehetra izao G A Raha azoko hatao D F#m7 Iriko mba hiova G A 'Reo fahadisoana sy loza Bm A G Fa nekeko tsy ho diso G F#m7 G Izay efa niriko F#m7 Bm Ny fitia nokoloiko G D A Tato ampoko
Tag Archives: acoustic gasy
Tsy Foiko Ianao (Farakely & Laza)
Hiran'i Farakely sy Laza rehetra: Farakely sy Laza Capo: 1 A4: x02230 A/C#: x4x55 Am/C: x3x555 D2/C: x1x230 D2/B: x2x230 D2/Bb:x1x230 D/F#: 2xx232 F#/Bb: x1xx22 Gm: 3xx333 Fampidirana (tab etsy ambany) D A G A G A D Tonony 1 (2x) D A Ianao foana no mameno G D Ny fiainako tontolo D D/F# G Toa tsy misy ny fotoana Em A Tsy hanembonako anao D A/C# Na ny antoandro na hariva Am/C G 'Ndrindra moa fa ny alina D A D Feno anao ny fiainako
Tetezana Bm A Embona tsy mety ritra D G Tsy hanampahataperana D D A Mipololotra tsy hay tohaina, tsy ho sakanana D A/C# Am/C G Gm Toa fitia tsy ho lefy hery, tsy hangatsika velively D A D Ho doria tokoa, ho lamban'akoho Fiverenana A G D Tsy foiko ianao, ianao irery hatramin'izao F# F#/Bb Bm Tsisy toa anao akia raha mbola fitia G A D Tokana ianao ho ahy, mandrakizay D2/C D2/B D2/Bb A4-A D Tonony 2 D A Ny endrikao no mameno G D Ny foko sy ny saiko D D/F# G Toa tsy misy ny fotoana Em A Tsy hahatsiarovako anao D A/C# Na ny antoandro na hariva Am/C G Na matory na mandeha D A D Lasanao ny foko rehetra Tetezana Bm A Embona tsy mety ritra D G Tsy hanampahataperana D D A Mipololotra tsy hay tohaina, tsy ho sakanana D A/C# Am/C G Gm Toa fitia tsy ho lefy hery, tsy hangatsika velively D A D Ho doria tokoa, ho lamban'akoho Fiverenana A G D Tsy foiko ianao, ianao irery hatramin'izao F# F#/Bb Bm Tsisy toa anao akia raha mbola fitia G A D Tokana ianao ho ahy, mandrakizay Tab - fampidirana D A G A e|--------0-2-3--5---3---7-5-3-5 b|-3----3--------5---3---------5 g|----2---2-2-2----------------- D|-0----0------------5---------- A|---------------0-------------0 E|------------------------------ G A D e|-3-----2-0---------2---------- b|-3---------2---0-2-3---------- g|-----------2------------------ D|----0--------2-----0---------- A|-----------0------------------ E|-3----------------------------
Tsy Maintsy Tongako (Fascination)
Hiran'i Fascination rehetra: Fascination Capo: 2 Cadd9: 32033 G/B: x2033 Fampidirana: G Cadd9 D G/B Cadd9 D Tonony 1 G/B Cadd9 D Andao fa ho entiko any ianao D G/B Cadd9 D Hijery ilay tanananay hmm-----mm G Cadd9 D Miorina an-tampon-kavoana izy D G/B Cadd9 D Voadidin’alaala, no sady mangina koa Tetezana Em Cadd9 Fa lalan-tsarotra tokoa Cadd9 G No ho diavintsik’izao D Fa ho tantanako ianao Em Cadd9 Tsy tongan’ny fiara-kodia Cadd9 G Fa lalan-kely manjohy miakatra D Ny mankany aminay Fiverenana (2x) G Cadd9 Tsy maintsy tongako any ianao D Fa ef’izay no tanjoko G Cadd9 ’Lay trano bongon’ny fitia no nomaniko D Ho vantaninao any e Tetezana: G Cadd9 D G/B Cadd9 D
Tonony 2 G/B Cadd9 D Ty masoandro efa madiva hilentika D G/B Ka mety ho tratra andro hariva Cadd9 D Ihany izaho sy ianao Gadd9 Cadd9 D Ka raha sendra hatsika mamirifiry D G/B Cadd9 D Dia mbola eto anilanao aho hanome hafanana Tetezana Em Cadd9 Ny aty anie tsy mba sahala Cadd9 G Ilay any aminareo D Mahantra rendrarendra (tsy mba ory fitia) Fiverenana (2x) G Cadd9 Tsy maintsy tongako any ianao D Fa ef’izay no tanjoko G Cadd9 ’Lay trano bongon’ny fitia no nomaniko D Ho vantaninao any e ----- G
Tsy Ferana (Erick Manana)
Hiran'i Erick Manana: Erick Manana G/B: x2003x Fampidirana (2x) G C G G Am D G Tonony 1 G Misy fitia tsy mety maty G Am Fa mifikitra ao am-po D Hodian-tsy hita mankarary G Alevina tsy mety ho lo Tonony 2 G Totofana vao miha-mitsiry C Ilaozana manangatra D Injao fa re mangirifiry G Rehefa ianao tsy tazana Am D G Salovanao mandindona Fiverenana (2x) C G Fitiavako anao tsy ferana G Am Maditra tsy hay lembenana D G Mandoro raha kobonina Tetezana (2x) G C G G Am D G Tonony 3 G Ny lalana nizorantsika Am Anefa ity tsisy hirika D Fa lalan-tokana izy ity G Mivavahady rindrina Tonony 4 G Ny fo mitempo sisa reko C Izy tsy mety mionona D Tsy te-hahalala hoe hatreto G Misy tsy azo hoarana Am D G Mitia tsisy tahotra Fiverenana (2x) C G Fitiavako anao tsy ferana G Am Maditra tsy hay lembenana D G Mandoro raha kobonina Tonony 1 & 2 & 3 & 4 Fiverenana (2x) Famaranana (2x) C G Ia ia ie, ia ia ia ia ia o G Am D G Ia ia ia ie e e e e, ey io C G Ie, ia ia ie, ia ia ia ia ia o G Am D Ia ia ia ie e e e e D C G/B Am G Tia aho e
Mionona (Tselatra)
Key: D (Capo:3) Intro (2x) D D/F# G (3x) A D Verse 1 D D/F# G G/B Maro ireo alondrano D D/F# G G/B Ao koa ny loza sy angano e D D/F# G G/B Mila handrendrika antsika a A D Mibohibohika tsy mety ritra Verse 2 D D/F# G G/B Ao ireo mpisopatra D D/F# G G/B Indrindra koa ny mpialona D D/F# G G/B Mitady ny amotraka_e A D Mijery antsika miarakaraka Chorus #1 G G/B D D/F# Tanjoko foana e G G/B D D/F# Ny ho eo anilanao G G/B D D/F# Katsahiko mafy ery A A' Ny hahafalifaly foana an-dry Verse 3 D D/F# G G/B Mitraka fa aza miondrika D D/F# G G/B Fa tsy irery akory ialahy D D/F# G G/B Avy antratrako A D Rotsirotsiko fitiavana Verse 4 D D/F# G G/B Izaho akory tsy mba hiala D D/F# G G/B Fa mato_kisa ry malala e D D/F# G G/B Tantely nahita mamy A D Ka makamaka fy atrany Chorus #2 G G/B D D/F# Satriko foana e G G/B D D/F# Ny ho eo akaikinao oa G G/B D D/F# Mamiko ery A A' Ny hirahira mihaja ho an-dry Bridge D G Tena tia re D G Makafy oa D G A' Manaja foana ny aty Verse 1 Chorus #1 Outro D G Tena tia re D G Makafy oa D G Manaja foana an-dry A D Mandrakizay doria (4x) A': x07655 D/F#: xx4232 G/B: x20033 Hiran'i Tselatra rehetra: Tselatra
Te Ahita Anao (Tsiakoraka)
Hiran'i Tsiakoraka rehetra: Tsiakoraka Ny orijinaly misy capo: 4 C: tsara tendrena C C/G C (C/G: 332010) G/B: x2003x Fampidirana F..G..C F-C Tonony C C G Na hirotsaka aza ny oram-baratra_any F G C F-C Ny tanananao tsy maintsy tongako C C G Ka_aza mbola hidinao ny varavaranao F G C F-C Fa androany aho te hahita anao Fiverenana C G/B Am G F C Raha tsy mandalo aho ny maraina C G/B Am G D G F Di_a ny ha_riva indray aho andrandraina F C G Fa_androany aho G C F-C Te hahita anao Solo: C...G.. F..G..C F-C Fiverenana C G/B Am G F C Raha tsy mandalo aho ny maraina C G/B Am G D G F Di_a ny ha_riva indray aho andrandraina F C G Fa_androany aho G F C Te hahita anao
Ditsoka (Olombelo Ricky)
Hiran'i Olombelo Ricky rehetra: Olombelo Ricky Bb x13331 Bb':xx33xx C': x35553 F: 1x321x F/C: x332xx (x3321x rehefa eo amin'ny tonony) Fampidirana (arpeggio etsy ambany) F/C C C F/C F.. Bb' C.. Tonony 1 F/C C F/C F Bb'-C Ditsokao lasa ny fony ontsaontsa ny fanahy F/C C C F Bb'-C Toa tafara-dalana teny, tsy mitovy ny ahiahy F/C C C F Bb'-C 'Zay rehetra jerena ataony, toa mampiahiahy yeah Fiverenana (2x) Bb C' Haverimberiny eo matetika foana hoe Bb C' 'Reo ratra napetrakao taminy Bb C' Ataony resak’isan’andro mihitsy fa hoe Bb C' Ny fonao ho_anazy fa tsy nindraminy Bb C Ny fonao ho_anazy fa tsy nindraminy Tonony 2 (2x) F/C C F/C F Bb'-C Mila odiaina ny fony, ho ataony ody fanina e F/C C C F Bb'-C Dia hitondray vakana any izy, fenoy raha milamina Fiverenana (2x) Bb C' Tsy mety afaka ao an-tsainy mihitsy hono anie Bb C' 'Lay nofy nitambaranareo farany Bb C' Manenjika manaloka azy teny foana anie Bb C' 'Lay fofonao manitra fitiavana e Bb C' 'Lay fofonao manitra fitiavana e
Tetezana: F/C C C-F/C F.. Bb' C.. Omaly sasakalina dia nisy fo iray Nendahan’olon-tiany teny an-dalamben’ny nofy, Ny akoran’ny fitiavany dia Atao veloma farany eny ambony mpamoronakonaron-javatelony Tsy misy voninkazo fa tsy maintsy misy fiaretan-tory, Ka ny fasanao no fasany, indray aleviny aminao, Na ny ho avy na ny lasany, nefa ity no tadidio, Ny zavatra efa vita, isasahana mitovy Na ny tsiaro na ny tsiky na bitika io na ditsoka Na ditra lasa ditsoka Famaranana F Bb Bb F C-F Ditsoka aho lasa ny fony, ontsaontsa ny fanahiny e F Bb Bb F C-F Difotra aho lasa ny fony, misaona ny fanahiny e F Bb Bb F C-F Tafara-dalana teny fa tsy mitovy ny ahiahy F Bb Bb F C-F Zaho tsy very amboroa, Zaho tsy very fanahy (2x) F Bb F Bb Very fanahy F Bb Tomany any aho tomany (4x) Arpeggio intro F/C C C F/C e|------------------- b|------------------- g|-----2--0---------0 D|---3--------2--3--- A|-3------3---3--3--3 E|-------------------
F . . Bb C.. e|----------------- b|---1-----------1- g|-2--- 2--3--0--2- D|---3-----3------- A|------------3--3 E|-1---------------
Miala Tsiny (Bodo/Bessa)
Hiran'i Bessa rehetra: Bessa Hiran'i Bodo rehetra: Bodo Inspiration avy @ "version"-i Bodo sy Michel Randria A7: x02020 B7: x24242 B11: x21200 C#m: x46654 D#dim7:x6757x D#7: xxx323 D7: xxx212 E7: 020100 E7*: xxx434 Emaj7: x79897 F#: 244322 F7: xxx545 G#: 466544 Intro (Demo ihany) F7-E7-D#7-D7-E7* B7 Tonony 1 E E7 A Miala tsiny e, miala tsiny aho havako o A(7) E(add9) Miala tsiny aho raha tomany e Emaj7 E G# Fa tsy tiako e, tsy iniako C#m7 F# B7 B7 Ho hitanao ny fahoriako e havako o Fiverenana E E7 A Fa tsy tsindry e, tsy haiko intsony havako o A7 D#dim7 Efa niezaka aho marina mafy e E C#m7 Nefa re dia tsy hafy F# B7 E A E B7 Ny alaheloko anao Tonony 2 E E7 A Miala tsiny e, miala tsiny aho havako o A(7) E(add9) Miala tsiny aho, raha tomany e Emaj7 E G# Fa fahiny e izaho ihany C#m7 F# B7 B11 No nandrara tsy hanao izany, havako o Fiverenana E E7 A Ankehitriny e, ankehitriny tsapako A(7) D#dim7 Fa tsy zaka sy tsy toha_o E C#m7 Eny e, ny alahelo F# B7 E A E B7 Raha toa kobonina ao am-po Tonony 3 E E7 A Soava dia e, tongava soa rahavako o A(7) E(add9) Nefa aza ela loatra e Emaj7 E7 G# Mitsikia e, mifalia o C#m7 F# B7 B11 Fa ny foko raha mitroatra e, havako o Fiverenena E E7 A Dia fitia e ho doria havako o A7 D#dim7 No manesika azy ao E C#m7 Eny_e fa miala tsiny e F# B7 E A E B7 Raha toa mampitomany anao E
Vetsovetsoko (Kiaka)
Hiran'i Kiaka rehetra: Kiaka Em-D-C-G/B:xx2x00-xx023x-x3xx10-x2x00x Bb: x13331 Cm: x35543 D#: x68886 Em: 022000 dia asiana 022010 eo amin'ny tonony G6: 32001x G#: 466544 Gm: 355333 Fampidirana Am C F E (6x) Tonony 1 Am Em Toa irery foana aho F G6 Raha tsy eo anilanao Am Em Mirenireny eny ho eny F Em-D---C--G/B Ka manembona a_nao foana Tonony 2 Am Em Mijery ireo zava-boary F G6 Manodidina ahy Am Em Ny siotsiokam-boronkely F Em-D-C Mamelombelon’ny fanahy Fiverenana F Em Dm G Ny rivotra mitsoka manerana ny tontolo F Em Dm G Toa mitondra ny feonao miantsoantso ahy Am C F E Ho anao (2x) Tonony 3 Am Em Misy hery amiko F G6 Manainga ny fanahy Am Em Hery tsy misy mahatohitra F Em-D---C-G/B Raha tsy ianao ire_ry ihany Tonony 4 Am Em Paradisa eto an-tany F G6 No fahafantarako anao Am Em Mamalifaly ahy hatrany F Em-D-C Toa izany koa ve a_minao Fiverenana F Em Dm G Ny rivotra mitsoka manerana ny tontolo F Em Dm G..... Toa mitondra ny feonao miantsoantso ahy Famaranana Bb F Bb F Teo no nifarana ny vetsovetsoko G# D# G..... Nampiononiko ny fo Bb F Cm Gm Ny hirahiranay no nokalokaloiko D# F G Ka miezaka mba hanadino anao D# F G Mionona re ry foko tia anao
Harmonia (Bessa sy Lola)
Hiran'i Bessa sy Lola rehetra: Bessa sy Lola Ny kle orijinaly dia C (asio capo: 3) A/C#: x4222x Bm: x24432 F#m: 244222 Tonony 1 A D Izay feon-kira izay feon-kirantsika A D Henoy tsaroanao ve 'zay ilay mozika G A F#m Bm Natao fidirana taorian’ny litorzia E A Ianao nitendry ilay harmonia Tonony 2 A D Izay feon-kira izay tsaroako tsara A D 'Zahay sy nenitoa niditra tara G A F#m Bm Tery aloha tery, vao nisy toerana Em A D Fa voka-dehibe tamin’izay Fiverenana A G D Andro Paka moa io andro io A G D Hipoka avokoa ny dabilio G A/C# A Bm Vao niditra izahay dia hitako ianao Em A D Nitendry ilay harmonia Tonony 3 A D Nitodika ianao nijery ahy A D Toa te hitsiky angaha nefa tsy sahy G A F#m Bm Izaho sadaikatra, namindra saikatra E A Saiky tsy afa-nandeha raikitra Tonony 4 A D Niondrika aho satria menatra mafy A D Hilefa ho aiza moa voatery nihafy G A F#m Bm Ny doboky ny fo, injao fa mafy ery Em A D Toa hoe hihoatra ilay harmonia Fiverenana A G D Tsy dia fantatro izay lohateny A G D Ny hany tsaroako dia ny feony Fiverenana (2x) G A/C# A Bm Fa ho ahy mantsy dia izay, 'lay feona harmonia Em A D Feon-kira milaza fitia