Hiran'i Iraimbilanja rehetra: Iraimbilanja C': x35553 C4: x35563 Cadd9: x32033 D': x57775 G': 355433 G/B: x20033 Fampidirana G' D', C' C4 (4x) Em D C (3x) Em D Tonony 1 G Cadd9 G/B D Avelao aho mba hanatitra an-dry G Cadd9 G/B D Mangingi___na anie ny lalana ety G Cadd9 G/B D Ny elakelantrano lavitry ny arabe G Cadd9 G/B D 'Zao ora izao anie ka vitsy mpandeha Tetezana Am Ndeha ianao mandeha fa mandreraka be G Ny mihaino anao Am Ny lalanao zory aza manorisory C D (Tab 1) Hoy ianao tsy nihomehy Fiverenana Em D C Zavavy ndeha mba hiaraka D Cadd9 G Lalana hiraisana tsy aleo miaraka Em D C Ny lalan-kodiavina anie toa miakatra D Cadd9 G Ka moramora ihany sao sasatra Am Bm C D Andraso re, andraso re, andraso re eee Solo Am D (3x) G C Em D (4x) G Cadd9 G/B D (2x) Tonony 2 G Cadd9 G/B D Ny lalana hizoranao lalako ihany G Cadd9 G/B D Lazaiko an-dry tena marina izany G Cadd9 G/B D Ny lala-mangina ny irery ianao G Cadd9 G/B D Zavavy ry ento aho ho namanao Tetezana Am Ndao ary andeha hoy ianao nihomehy G Nijery ahy Am Nalamiko tsara hitohy ny tantara C D (Tab1) Ka nataoko hira hoe Fiverenana Em D C Zavavy ndeha mba hiaraka D Cadd9 G Lalana hiraisana tsy aleo miaraka Em D C Ny lalan-kodiavina anie toa miakatra D Cadd9 G Ka moramora ihany sao sasatra Am Bm C D Andraso re, andraso re, andraso re eee Tab 1 D e|-2-3-2---3-2---- B|-3-----3-----3-3 G|-2-----------2-2 D|-0-------------0 A|---------------- E|----------------
Tag Archives: tondrompeo
Lasa (Kiaka)
Hiran'i Kiaka rehetra: Kiaka Bm: x24430 (intro/tonony/famaranana) Bm/A:x04432 D/F#:2x0232 Em: xx200x (intro/tonony/famaranana) F#: 244322 G: xx543x (intro/tonony/famaranana) G6: 320030 Fampidirina (2x) - Tab 1 Bm (2x) Em G Bm Tonony 1 Bm Bm Lasa aho fa nandreraka anao Em G Bm Ireo toetrako hatrizay Bm Bm Nomenao ahy daholo Em G Bm Ireo entako sisa tany Tetezana G6 A Na ny sary izay mba tena tianao F# Bm Bm/A Dia nanjary haizina sisa G D A Nefa inona moa no nahatonga an’izany Tab 2 Fiverenana (2x) D E G A D Nahita vaovao hono izy E G A D Nahita manja sy tsara indrindra e E G A D Nahita vaovao hono izy E G D/F# Em Ka lasa, fa tandremo tsara D A Sao potraka ianao Tab 3 Famaranana 2x) Bm (2x) Em G Bm Tab 1 (intro/tonony/famaranana) Bm Bm e|---------0---------------0------ b|---2-------2---2---2-------2---- g|-----3-------3-------3-------3-- D|-------4---------------4-------4 A|-2---------------2-------------- E|-------------------------------- Em G Bm e|-------------------------0------ b|---0-------3-------2-------2---2 g|-----0-------4-------3-------3-- D|-2-----2-5-----5-------4-------- A|-----------------2-------------- E|--------------------------------
Tab 2 D Em G Nahita..... e|------------------- b|---3-2------------- g|-------2-4-2------- D|-------------2-4-2- A|-0-------0-------0- E|------------------- Tab 3 D Em G Nahita..... e|--------------0- b|-3-4-4-3-2-2-3-- g|-4-6-6-4-2-2---- D|---------------- A|-0---0---0-0---- E|----------------
Hafatra (Mage 4)
Hiran'i Mage 4 rehetra: Mage 4 A2: x02200 (na E4: 022200) B: x24442 B7: x21202 C#m: x46654 Fampidirana E Tonony 1 E A2 E Ianao handalo ny tananany any A2 B7 E Hindramiko handainga aminy androany E A2 E Raha hitanao izy ka manontany A2 B7 Dia aza ataonao fantany hoe Tetezana E B C#m Mbola tsy afaka an-tsaiko eny foana A E A2 B7 Ny andro taloha niarahanay roa E B C#m Mbola tsy misy mihitsy fotoana A E A2 B7 Nampamaivana fo tsy anembonako azy Fiverenana (2x) E Lazao azy kanefa A2 E Fa nionona hono ny fony A2 E B7 Tsy misy tsarony na dia ny anaranao Tonony 2 E A2 E Raha manafatra anao izy aza adino A2 B7 E F’izany anie mety mba hampionona ahy E A2 E Tsy maintsy tomany izy k'ampangino A2 B7 Nefa aza ataonao fantany hoe Tetezana E B C#m Mbola tsy afaka an-tsaiko eny foana A E A2 B7 Ny andro taloha niarahanay roa E B C#m Mbola tsy misy mihitsy fotoana A E A2 B7 Nampamaivana fo tsy anembonako azy Fiverenana (4x) E Lazao azy kanefa A2 E Fa nionona hono ny fony A2 E B7 Tsy misy tsarony na dia ny anaranao
Mbola Ho Avy (Erick Manana)
Hiran'i Erick Manana: Erick Manana Cadd9: x32033 Cadd9': x32030 D#dim7: xx121x Em: xx2000 na xx2003 G/B: x20033 Fampidirana (2x) G/B Cadd9 D D#dim7 Em G/B Cadd9 D Tonony 1 G/B Cadd9 D D#dim7 Em Mbola ho avy ny andro hahatsiarovanao ahy G/B Cadd9 D Amin'ny ora tsy ampoizimpozina G/B Cadd9 D D#dim7 Em Mbola ho avy ny andro hampahory ny fanahy G/B Cadd9 D Embona ahy ianao ka hiodinkodina Fiverenana Cadd9' G/B Am G/B Mbola ho avy e irony nenina e Am G/B Cadd9 D Hitsako miadana anao, hangidy izay telina e Cadd9' G/B Am G/B Mbola ho avy e, tsy ho ela akory anie Am C D G Efa tsinjoko hatraty sahady fa ho ranomaso be Tetezana G/B Cadd9 D D#dim7 Em G/B Cadd9 D 2x ----- Cadd9' G/B Am G/B Am G/B Cadd9 D Cadd9' G/B Am G/B Am C D G Tonony 2 G/B Cadd9 D D#dim7 Em Mbola ho avy ny andro hanakoako an-tsofi___nao G/B Cadd9 D Ireo dinantsika izay nosehinao G/B Cadd9 D D#dim7 Em Mbola ho avy ny andro hivatsy ny famerimbola___nao G/B Cadd9 D Ho_hitanao ihany izany ngidiny a Fiverenana Cadd9' G/B Am G/B Mbola ho avy e tsaroako tsara anie Am G/B Cadd9 D Fony aho nilaozanao anie ka nahatsiaro fanina e Cadd9' G/B Am G/B Mbola ho avy e, tsy ho ela akory anie Am C D G Mbola higoka ianao ny ngidin'ny ranomaso nateliko e
Tetezana (2x) G/B Cadd9 D D#dim7 Em G/B Cadd9 D Fiverenana Cadd9' G/B Am G/B Mbola ho avy e tsaroako tsara anie Am G/B Cadd9 D Hitsako miadana anao, hangidy izay telina e Cadd9' G/B Am G/B Mbola ho avy e, hangirifiry be Am C D G Efa tsinjoko hatraty sahady fa ho ranomaso be
Izay Ratranao Dia Feriko (Erick Manana)
Hiran'i Erick Manana rehetra: Erick Manana A': 577655 B: x24442 B': 799877 B7: 797877 C#m: x46654 D': x57775 E': 079997 F#m: 244222 F#: 244322 G#m: 466444 G#: 466544 Fampidirana C#m B E C#m B' E F#m G#m A' B7 E' G# C#m D' A' E Tonony 1 C#m B E 'Zay ratranao dia feriko C#m B' E' Takaitranao no aretiko F#m G#m A' Ka n'inon'inona hanjo B7 E' 'Zay lalanao no hizorako Tetezana G# C#m Hantsana io na tevana D' Tsy hampiova na hampihemotra D' A' Fontsika mifangia A' E Miala eto ka_hatrary 2x Fiverenana C#m F# Veloma lava irony sento tomany C#m F# 'Reo nofy ratsy tsy nanambina omaly Bm E Tsy irery intsony aho manomboka androany Bm E Sendra ny tiako aho, sady tia ka tsy ho tana C#m F# Tsy hay vahana fa mifaningo-paka o C#m F# Mihatra aman'aina ka tsy foiko ho ravana o Bm E Fitiavana io fa tsy mba tady mazaka e Bm E Tsy vitan'ny hoe tapaho hatreo io dia miala F# O sanatria! Tetezana (solo) C#m B E C#m B' E' F#m G#m A' B7 E' G# C#m D' A' E Tonony 2 C#m B E Fitiavanao no mamiko C#m B' E' Fa mamy toy ny taniko F#m G#m A' Vimbino tsara fa ho arovako B7 E Raha sendra misy ny tsy to Tetezanana G# C#m Fitia tsy nangalarina e D' Ka omeo lalana izahay fa D' A' Ela niaretana A' E Fa mba te ho sambatra 2x Fiverenana C#m F# Veloma lava irony sento tomany C#m F# 'Reo nofy ratsy tsy nanambina omaly Bm E Tsy irery intsony aho manomboka androany Bm E Sendra ny tiako aho, sady tia ka tsy ho tana C#m F# Tsy hay vahana fa mifaningo-paka o C#m F# Mihatra aman'aina ka tsy foiko ho ravana o Bm E Fitiavana io fa tsy mba tady mazaka e Bm E Tsy vitan'ny hoe tapaho hatreo io dia miala F# O sanatria!
Fitiavako An’i Mama (Erick Manana)
Hiran'i Erick Manana rehetra: Erick Manana Capo: 2 Dm: xx0231 Fampidirana Am Em F C Dm Am E Am G C E Am G Tonony 1 C Teny tsotra sady fohy Dm Ny hoe tia fa tsy voalaza G Teny kely fa mampahory C Rehefa tsy voaloaky ny vava Tetezana F Ny fitiavana 'lay reny Dm Mbola hafa koa io ka hafa G Toa tsy ankiteniteny C Nefa henoko mitafa F G G C Tena marin’ô, tena marin’ô Fiverenana Am Ny fitiavako an’i Mama Em Tsy mivaky fa mafonja ô F Tsara kotrika mafana C Am-poko ao izy manonja ô Dm Tsy mba mila orokoroka Am Tsy mba mila safosafo E Fa fitia miray fototra Am Mandra-maty tsy halazo G C E Am Ho ela velon’ ô Neny tiako Fiverenana faharoa famaranana G C E F G A Ho ela velon’ ô Neny tiako
Voninkazo Adaladala (Erick Manana)
Hiran'i Erick Manana rehetra: Erick Manana B7: x21202 C#m: x46654 E/G#: 4x2100 Eadd2: 024100 F#m: 244222 G#m: 466444 Fampidirana (2x) C#m G#m A E/G# F#m A B7 Eadd2 (tab 1) Tonony 1 Eadd2 C#m Voninkazo adaladala A E/G# Voninkazo tsy misaina A B7 Fa maniry samirery Eadd2 Eny an-tany karankaina Tonony 2 Eadd2 C#m Manodidina rehetra A E/G# Efa ringitra avokoa A B7 Efa tapitra matory Eadd2 Izy irery no mifoha Fiverenana C#m Ny foko koa adala tsy mba G#m May manadino e A Ny rehetra raha mangina F#m B7 (Tab 2) 'Zaho mbola mino e Eadd2 C#m Mbola tena mahatsiaro A E/G# 'Lay fitiavako taloha A B7 Mbola velona ao am-poko Eadd2 Tsy mitsahatra mamoa Tetezana C#m G#m A E/G# F#m A B7 Eadd2 (Tab 1) Famaranana (2x) Eadd2 C#m A E/G# Vo__ninkazo, adaladala e A B7 Eadd2 Voninkazo, adaladala o
Tab 1 F#m A B7 Eadd2 e|-------------------2-0---------0 b|---------0-2-----4-----------0-- g|-2-2-1-2---2---2-----------1---- D|-------------2-----------4------ A|-----------0-----2-2---2-------- E|-2-2-----------------0---------- Tab 2 - Tsy voatery tendrena B7 Tab 2 Eadd2 C#m ---mino e...Mbola tena mahatsiaro e|--------------- b|--------------- g|--------------- D|--------------- A|------2---0---- E|------------4-2
Raha Mila Fanampiana (Mahaleo)
Key: C Intro: C....|C.. G7/B..|G7..Am.. F..D7/F#..|G.... Verse 1 C Raha mila fanampiana ianao C Raha misy tsy mety ny atao C G7/B G7 Am Tsarovy aky e, fa_any ho any F D7/F# G Misy namanao tena tia Chorus C G7/B Am Em7 Miandry fotsiny, miandry pi-maso F D7/F# G Miandry hokopahin-tanana C G7/B Am Em Fa vonon-kijoro, handresy ny ankaso F D7/F# G C Satria izany no tena namana Verse 2 C Raha misy zava-mampahory C Ka mila tsy ahitan-tory C G7/B G7 Am Tsarovy aky e, fa_any ho any F D7/F# G Misy namanao tena tia Chorus C G7/B Am Em7 Mahantra sy osa, mahantra harena F D7/F# G Kanefa kosa tsy tia tena C G7/B Am Em7 Fa vonon-kanampy, satria tia F D7/F# G C Tsy mitady valiny sanatria Bridge: C....| ..G7/B..|G7..Am.. F..D7/F#.. |G.... Verse 3 C Raha mahatsiaro irery ianao indraindray C Raha marary nefa tokana iray C G7/B G7 Am Tsarovy aky e, fa_any ho any F D7/F# G Misy namanao tena tia Chorus C G7/B Am Em7 Tsy irery ianao, fa misy mahatsiaro F D7/F# G Ka ny alahelo atsaharo C G7/B Am Em7 Fa na ali-mikitroka o, na oram-baventy F D7/F# G C Ho tonga tsy ho ela aho, fa vetivety Verse 4 C Fihavanana tsy ravan’ny taona C Fa madio sy hamiratra foana C G7/B G7 Am Tsarovy aky e, fa_any ho any F D7/F# G C Misy namanao hatrany hatrany (2x) Tondrompeon'i Mahaleo rehetra: Mahaleo D7/F#: 2x021x Em: 0x0030 F: 1x3211 G7: 3x0031 G7/B: x20031
Vololona (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Capo: 4 F: 1x3211 G7: 320001 Fampidirana C Em, F G7 C (2x) Tonony 1 C Em Tonon-kira iray e F G C Ahatsiarovako anao C Em Io ilay hira fahizay e F G C Mbola niaraka izaho sy ianao Tonony 2 C Em Vaky ny sitara F G C Mangina ny valiha C Em Izaho sy ny gitara F G C No hany sisa mandihy Fiverenana F G C Am Vololona o Vololona F G C Vololona o Vololona Tonony 3 C Em Hitako ianao omaly e F G C Teo an-tratran'ny zalahy iny C Em Tsapako fa falifaly e F G C Adinonao ny fahiny Tonony 4 C Em Sentosento sorisory e F G C Adin-tsaina koa C Em Na mijoro na matory e F G C Ny anaranao no ato an-doha Fiverenana F G C Am Vololona o Vololona F G C Vololona o Vololona
Tonony 5 C Em Tsy alahelo ve moa F G C Olombelona ihany C Em Raha mahatsiaro ny taloha F G C Mety ho lasa vinany Tonony 6 C Em Mizara roa ankehitriny e F G C Ny lalantsika teo C Em Samy mahazo izay iriny e F G C Ka ny ho avy no jereo Fiverenana F G C Am Vololona o Vololona F G C Vololona o Vololona Famaranana C Em, F G7 C (2x)
Raha Tsy Ho Eo (Mage 4)
Hiran'i Mage 4 rehetra: Mage 4 A': 5xxx55 B7: x21202 C/E: xx2010 Cadd9/E: xx2030 Cadd9: x32030 D2/F#: xx4230 D2: xx0230 D4: x5403x Em: xx2000 (intro/tonony 1 & 2/Fiv #1) G': xx5433 Fampidirana #1 Em D G Cadd9/E (4x) Em D G A Cadd9 C Tonony 1 Em D2/F# Raha tsy ho eo intsony ianao G' C/E Hanamaivana ny adin-tsaiko iny Am D2 G' C D4 Ka tsy ho tazako 'lay endrikao
Tonony 2 Em D2/F# Aza hadinoina ilay G' C/E Taratasin-kira ho ahy sy ho anao Am B7 Em Cadd9 Vetsom-pitiavako hatrizay ouh ouh G' D C D4 Mikalo hoe Fiverenana G D2 Em Hatramin’izay ela izay Cadd9-C G D2 Iray foana izaho sy ianao G D2 Em Ka tsy hoe fafana indray Cadd9 G D 'Reo 'zay efa natao G D2 Em 'Reo 'zay rehetra_ao anatiko ao C G D Ho anao irery G D2 Em 'Reo 'zay rehetra nomenao Cadd9-C G D Cadd9 C Tsy hasiako ho very Tonony 3 Em D2 Vao tonga any ianao G C Hahasarika foana mpanadalo Am D2 G C D4 Hitaintaina aho sao ho very dia Tonony 4 Em D2 Raha tsy irery ianao any G C Iangaviako mba tsy hilaozanao Am B7 Em Cadd9 'Ty fo tokako iray, manirery ouh ouh G D C D4 Mikalo hoe Fiverenana (2x) G D2 Em Hatramin’izay ela izay C G D2 Iray foana izaho sy ianao G D2 Em Ka tsy hoe fafana indray C G D 'Reo 'zay efa natao G D2 Em 'Reo 'zay rehetra_ao anatiko ao Cadd9-C G D Ho anao irery G D2 Em 'Reo 'zay rehetra nomenao C G D Tsy hasiako ho very