Hiran'i Erick Manana: Erick Manana G/B: x2003x Fampidirana (2x) G C G G Am D G Tonony 1 G Misy fitia tsy mety maty G Am Fa mifikitra ao am-po D Hodian-tsy hita mankarary G Alevina tsy mety ho lo Tonony 2 G Totofana vao miha-mitsiry C Ilaozana manangatra D Injao fa re mangirifiry G Rehefa ianao tsy tazana Am D G Salovanao mandindona Fiverenana (2x) C G Fitiavako anao tsy ferana G Am Maditra tsy hay lembenana D G Mandoro raha kobonina Tetezana (2x) G C G G Am D G Tonony 3 G Ny lalana nizorantsika Am Anefa ity tsisy hirika D Fa lalan-tokana izy ity G Mivavahady rindrina Tonony 4 G Ny fo mitempo sisa reko C Izy tsy mety mionona D Tsy te-hahalala hoe hatreto G Misy tsy azo hoarana Am D G Mitia tsisy tahotra Fiverenana (2x) C G Fitiavako anao tsy ferana G Am Maditra tsy hay lembenana D G Mandoro raha kobonina Tonony 1 & 2 & 3 & 4 Fiverenana (2x) Famaranana (2x) C G Ia ia ie, ia ia ia ia ia o G Am D G Ia ia ia ie e e e e, ey io C G Ie, ia ia ie, ia ia ia ia ia o G Am D Ia ia ia ie e e e e D C G/B Am G Tia aho e
Tag Archives: tononkira
Mionona (Tselatra)
Key: D (Capo:3) Intro (2x) D D/F# G (3x) A D Verse 1 D D/F# G G/B Maro ireo alondrano D D/F# G G/B Ao koa ny loza sy angano e D D/F# G G/B Mila handrendrika antsika a A D Mibohibohika tsy mety ritra Verse 2 D D/F# G G/B Ao ireo mpisopatra D D/F# G G/B Indrindra koa ny mpialona D D/F# G G/B Mitady ny amotraka_e A D Mijery antsika miarakaraka Chorus #1 G G/B D D/F# Tanjoko foana e G G/B D D/F# Ny ho eo anilanao G G/B D D/F# Katsahiko mafy ery A A' Ny hahafalifaly foana an-dry Verse 3 D D/F# G G/B Mitraka fa aza miondrika D D/F# G G/B Fa tsy irery akory ialahy D D/F# G G/B Avy antratrako A D Rotsirotsiko fitiavana Verse 4 D D/F# G G/B Izaho akory tsy mba hiala D D/F# G G/B Fa mato_kisa ry malala e D D/F# G G/B Tantely nahita mamy A D Ka makamaka fy atrany Chorus #2 G G/B D D/F# Satriko foana e G G/B D D/F# Ny ho eo akaikinao oa G G/B D D/F# Mamiko ery A A' Ny hirahira mihaja ho an-dry Bridge D G Tena tia re D G Makafy oa D G A' Manaja foana ny aty Verse 1 Chorus #1 Outro D G Tena tia re D G Makafy oa D G Manaja foana an-dry A D Mandrakizay doria (4x) A': x07655 D/F#: xx4232 G/B: x20033 Hiran'i Tselatra rehetra: Tselatra
Te Ahita Anao (Tsiakoraka)
Hiran'i Tsiakoraka rehetra: Tsiakoraka Ny orijinaly misy capo: 4 C: tsara tendrena C C/G C (C/G: 332010) G/B: x2003x Fampidirana F..G..C F-C Tonony C C G Na hirotsaka aza ny oram-baratra_any F G C F-C Ny tanananao tsy maintsy tongako C C G Ka_aza mbola hidinao ny varavaranao F G C F-C Fa androany aho te hahita anao Fiverenana C G/B Am G F C Raha tsy mandalo aho ny maraina C G/B Am G D G F Di_a ny ha_riva indray aho andrandraina F C G Fa_androany aho G C F-C Te hahita anao Solo: C...G.. F..G..C F-C Fiverenana C G/B Am G F C Raha tsy mandalo aho ny maraina C G/B Am G D G F Di_a ny ha_riva indray aho andrandraina F C G Fa_androany aho G F C Te hahita anao
Ditsoka (Olombelo Ricky)
Hiran'i Olombelo Ricky rehetra: Olombelo Ricky Bb x13331 Bb':xx33xx C': x35553 F: 1x321x F/C: x332xx (x3321x rehefa eo amin'ny tonony) Fampidirana (arpeggio etsy ambany) F/C C C F/C F.. Bb' C.. Tonony 1 F/C C F/C F Bb'-C Ditsokao lasa ny fony ontsaontsa ny fanahy F/C C C F Bb'-C Toa tafara-dalana teny, tsy mitovy ny ahiahy F/C C C F Bb'-C 'Zay rehetra jerena ataony, toa mampiahiahy yeah Fiverenana (2x) Bb C' Haverimberiny eo matetika foana hoe Bb C' 'Reo ratra napetrakao taminy Bb C' Ataony resak’isan’andro mihitsy fa hoe Bb C' Ny fonao ho_anazy fa tsy nindraminy Bb C Ny fonao ho_anazy fa tsy nindraminy Tonony 2 (2x) F/C C F/C F Bb'-C Mila odiaina ny fony, ho ataony ody fanina e F/C C C F Bb'-C Dia hitondray vakana any izy, fenoy raha milamina Fiverenana (2x) Bb C' Tsy mety afaka ao an-tsainy mihitsy hono anie Bb C' 'Lay nofy nitambaranareo farany Bb C' Manenjika manaloka azy teny foana anie Bb C' 'Lay fofonao manitra fitiavana e Bb C' 'Lay fofonao manitra fitiavana e
Tetezana: F/C C C-F/C F.. Bb' C.. Omaly sasakalina dia nisy fo iray Nendahan’olon-tiany teny an-dalamben’ny nofy, Ny akoran’ny fitiavany dia Atao veloma farany eny ambony mpamoronakonaron-javatelony Tsy misy voninkazo fa tsy maintsy misy fiaretan-tory, Ka ny fasanao no fasany, indray aleviny aminao, Na ny ho avy na ny lasany, nefa ity no tadidio, Ny zavatra efa vita, isasahana mitovy Na ny tsiaro na ny tsiky na bitika io na ditsoka Na ditra lasa ditsoka Famaranana F Bb Bb F C-F Ditsoka aho lasa ny fony, ontsaontsa ny fanahiny e F Bb Bb F C-F Difotra aho lasa ny fony, misaona ny fanahiny e F Bb Bb F C-F Tafara-dalana teny fa tsy mitovy ny ahiahy F Bb Bb F C-F Zaho tsy very amboroa, Zaho tsy very fanahy (2x) F Bb F Bb Very fanahy F Bb Tomany any aho tomany (4x) Arpeggio intro F/C C C F/C e|------------------- b|------------------- g|-----2--0---------0 D|---3--------2--3--- A|-3------3---3--3--3 E|-------------------
F . . Bb C.. e|----------------- b|---1-----------1- g|-2--- 2--3--0--2- D|---3-----3------- A|------------3--3 E|-1---------------
Miala Tsiny (Bodo/Bessa)
Hiran'i Bessa rehetra: Bessa Hiran'i Bodo rehetra: Bodo Inspiration avy @ "version"-i Bodo sy Michel Randria A7: x02020 B7: x24242 B11: x21200 C#m: x46654 D#dim7:x6757x D#7: xxx323 D7: xxx212 E7: 020100 E7*: xxx434 Emaj7: x79897 F#: 244322 F7: xxx545 G#: 466544 Intro (Demo ihany) F7-E7-D#7-D7-E7* B7 Tonony 1 E E7 A Miala tsiny e, miala tsiny aho havako o A(7) E(add9) Miala tsiny aho raha tomany e Emaj7 E G# Fa tsy tiako e, tsy iniako C#m7 F# B7 B7 Ho hitanao ny fahoriako e havako o Fiverenana E E7 A Fa tsy tsindry e, tsy haiko intsony havako o A7 D#dim7 Efa niezaka aho marina mafy e E C#m7 Nefa re dia tsy hafy F# B7 E A E B7 Ny alaheloko anao Tonony 2 E E7 A Miala tsiny e, miala tsiny aho havako o A(7) E(add9) Miala tsiny aho, raha tomany e Emaj7 E G# Fa fahiny e izaho ihany C#m7 F# B7 B11 No nandrara tsy hanao izany, havako o Fiverenana E E7 A Ankehitriny e, ankehitriny tsapako A(7) D#dim7 Fa tsy zaka sy tsy toha_o E C#m7 Eny e, ny alahelo F# B7 E A E B7 Raha toa kobonina ao am-po Tonony 3 E E7 A Soava dia e, tongava soa rahavako o A(7) E(add9) Nefa aza ela loatra e Emaj7 E7 G# Mitsikia e, mifalia o C#m7 F# B7 B11 Fa ny foko raha mitroatra e, havako o Fiverenena E E7 A Dia fitia e ho doria havako o A7 D#dim7 No manesika azy ao E C#m7 Eny_e fa miala tsiny e F# B7 E A E B7 Raha toa mampitomany anao E
Vetsovetsoko (Kiaka)
Hiran'i Kiaka rehetra: Kiaka Em-D-C-G/B:xx2x00-xx023x-x3xx10-x2x00x Bb: x13331 Cm: x35543 D#: x68886 Em: 022000 dia asiana 022010 eo amin'ny tonony G6: 32001x G#: 466544 Gm: 355333 Fampidirana Am C F E (6x) Tonony 1 Am Em Toa irery foana aho F G6 Raha tsy eo anilanao Am Em Mirenireny eny ho eny F Em-D---C--G/B Ka manembona a_nao foana Tonony 2 Am Em Mijery ireo zava-boary F G6 Manodidina ahy Am Em Ny siotsiokam-boronkely F Em-D-C Mamelombelon’ny fanahy Fiverenana F Em Dm G Ny rivotra mitsoka manerana ny tontolo F Em Dm G Toa mitondra ny feonao miantsoantso ahy Am C F E Ho anao (2x) Tonony 3 Am Em Misy hery amiko F G6 Manainga ny fanahy Am Em Hery tsy misy mahatohitra F Em-D---C-G/B Raha tsy ianao ire_ry ihany Tonony 4 Am Em Paradisa eto an-tany F G6 No fahafantarako anao Am Em Mamalifaly ahy hatrany F Em-D-C Toa izany koa ve a_minao Fiverenana F Em Dm G Ny rivotra mitsoka manerana ny tontolo F Em Dm G..... Toa mitondra ny feonao miantsoantso ahy Famaranana Bb F Bb F Teo no nifarana ny vetsovetsoko G# D# G..... Nampiononiko ny fo Bb F Cm Gm Ny hirahiranay no nokalokaloiko D# F G Ka miezaka mba hanadino anao D# F G Mionona re ry foko tia anao
Harmonia (Bessa sy Lola)
Hiran'i Bessa sy Lola rehetra: Bessa sy Lola Ny kle orijinaly dia C (asio capo: 3) A/C#: x4222x Bm: x24432 F#m: 244222 Tonony 1 A D Izay feon-kira izay feon-kirantsika A D Henoy tsaroanao ve 'zay ilay mozika G A F#m Bm Natao fidirana taorian’ny litorzia E A Ianao nitendry ilay harmonia Tonony 2 A D Izay feon-kira izay tsaroako tsara A D 'Zahay sy nenitoa niditra tara G A F#m Bm Tery aloha tery, vao nisy toerana Em A D Fa voka-dehibe tamin’izay Fiverenana A G D Andro Paka moa io andro io A G D Hipoka avokoa ny dabilio G A/C# A Bm Vao niditra izahay dia hitako ianao Em A D Nitendry ilay harmonia Tonony 3 A D Nitodika ianao nijery ahy A D Toa te hitsiky angaha nefa tsy sahy G A F#m Bm Izaho sadaikatra, namindra saikatra E A Saiky tsy afa-nandeha raikitra Tonony 4 A D Niondrika aho satria menatra mafy A D Hilefa ho aiza moa voatery nihafy G A F#m Bm Ny doboky ny fo, injao fa mafy ery Em A D Toa hoe hihoatra ilay harmonia Fiverenana A G D Tsy dia fantatro izay lohateny A G D Ny hany tsaroako dia ny feony Fiverenana (2x) G A/C# A Bm Fa ho ahy mantsy dia izay, 'lay feona harmonia Em A D Feon-kira milaza fitia
Bonne Chance (Belahy)
Hiran'i Belahy rehetra: Belahy Bm: x24432 F#m:244222 Fampidirana D A G D (2x) A D (3x) Tonony 1 Bm Bm A Tena babo tokoa ny foko vao nahita an-droky A G G D Tsy nahita ny lalan’kombana, saiky hidofotra tamin'ny tolana D A A D Ny vavako tsy nahatana, f'avy hatrany dia niantso hoe Malala Tonony 2 Bm Bm A Dia niaraka isika ka nanjary nifankatia A G G D Isan’andro dia miara-dia, mifamihina rehefa hande ha hody D A A D Dia nanao revy totozy, fa satria mbola tsisy papozy Tonony 3 Em G A D Ary isika tsy zatra mihafy satria nanam-bola tahirim-banky Em G A D Tamin'izany rehefa mirozy mandeha picklahy fa tsy ligne onze Em G A D Tonga hatrany amin’ny restaurant rehefa kamo mahandro babà Em G A D Dia nihinana sady nisotro tsy nisy nivavaka tamin'ny Tompo Tetezana G A D Ankehitriny ny zaza efa dimy fa aza kizitina G A D Dia hiakatra enina indray io satria efa bikina G A D Ny antsika ny tahiry kely efa foana sy kikina G A D Ianao mbola te hi-style andeha bigle Em F#m G A Efa tena tsy zakan’ny tsena ny vidim-bary, savony sy hena D Hatramin’ny frais Em F#m G Ka ho tsofiko rano ianao raha toa ka handeha A D Hanao ny revin’ireo kala be A D Fa i Papa tsy manao vengeance A D Avelao ny papozy hi-stance Fiverenana (2x) Bm A Soava dia, soava dia e G A D Soava dia raha handeha ho any Etats Unis Bm A Bonne chance, bonne chance e G A D Bonne chance ianao raha ho any France Tetezana/Solo: D A G D (2x) A D (3x) Tonony 4 Bm Bm A Ianao no mahalala milaza fa hoe tsy tamana A G G D Tsy maninona fa mandehana, fa izaho tsy mahay fahagagana D A A D Hanafahana ny fahantrana, fa satria aho kely karama Tonony 5 Bm Bm A Nanantena ny hilamin-tsaina hahazo fiara A G G D Zava-doza no indro mitranga, mikorontana hatramin’ny zaza D A A D Isan’andro dia miady lava, tokantrano aza efa ho rava Tonony 6 Em G A D Ianao tsy manaiky resy, manara-damaody manenjika fety Em G A D Ny ankizy ato an-trano mitombo, mitombo isan-taona mifanesisesy Em G A D Tokantrano nivarina an-kady fa isika mivady tsy nanao kajy Em G A D Ka vao tratran’ny embouteillage sy délestage dia hisara-bady Tetezana G A D Ankehitriny ny zaza efa dimy fa aza kizitina G A D Dia hiakatra enina indray io satria efa bikina G A D Ny antsika ny tahiry kely efa foana sy kikina G A D Ianao mbola te hi-style andeha bigle Em F#m G A Efa tena tsy zakan’ny tsena ny vidim-bary, savony sy hena D Hatramin’ny frais Em F#m G Ka ho tsofiko rano ianao raha toa ka handeha A D Hanao ny revin’ireo kala be A D Fa i Papa tsy manao vengeance A D Avelao ny papozy hi-stance Fiverenana (2x) Bm A Soava dia, soava dia e G A D Soava dia raha handeha ho any Etats Unis Bm A Bonne chance, bonne chance e G A D Bonne chance ianao raha ho any France
Tretrika (Olombelo Ricky)
Key: G Am7: x02010 C/G: 3x201x D/F#: 2xx23x Dsus2: xx0230 D/G: 3xx23x Dsus4: xx003x G6: 3xxx30 G/B: x200xx Intro (2x) G..G6.. C Dsus2 (2x) Verse 1 G D/G C/G G Rahoviana ihany ho’aho, rahoviana C G/B Am7 Dsus4 Vao hifampizaràna ny hafaliana G D/G C/G G Rahoviana ihany ho’aho, ambarao C G/B Am7 Dsus4 Sao dia ela loatra any ianao ---> Intro Verse 2 G D/G C/G G Jerijereo eny ihany aho f’aza ariana C G/B Am7 Dsus4 ’Lay masoandronao toa mitanila G D/G C/G G Tazatazano eny ihany aho,f’aza_adino C G/B Am7 Dsus4 Fa ny angolanao feno fifaliana Chorus (2x) G G Tretrika ho’aho ’zaho tretrika e C D Tsy tsaroako masoandro milentika e! G G Tretrika ho'aho 'zaho tretrika e C D Sitrana ’mbam’ny aretiko --->Intro Verse 3 G D/G C/G G Mba zarao am’zay ary ny hazavana C G/B Am7 Dsus4 Dia miara-manonja aminao ’zaho sy ny hafanana G D/G C/G G Amboamboary am’zay ’zah, amboamboary C G/B Am7 Dsus4 F’efa ela loatra no narary ---> IntroT Verse 4 G D/G C/G G Te-hihaino anao ’zaho, te-hihaino C G/B Am7 Dsus4 Miara-mihaina aminao ’zah, miara-mihaina G D/G C/G G Miara-ory aminao ’zaho, miara-faly C G/B Am7 Dsus4 Te-hihira am’zay ’zaho, mahatsiaro Chorus Hiran'i Olombelo Ricky rehetra: Olombelo Ricky
Anaro Aho (Njakatiana)
Hiran'i Njakatiana rehetra: Njakatiana Dm7: xx0211 Em7: 022033 G/B: x2003x Fampidirana C (2x) Tonony 1 C G Am Em Efa niezahako ny tsy hahasarika ahy F D G-Am-G/B Hitsiriritra anao G E Nefa ny foko Am G F Mitady handresy ahy rehefa eo ianao Tonony 2 C G Am Em Nihafiako koa ny tsy hibanjina foana F D G-Am-G/B Hanopy maso anao G E Am F Fa misy hery maimaimpoana C G C Anaty masonao Tetezana F Em7 Dm7 G C Nefa izaho tsy afaka ny hanan-droa F Em7 oh hey eh oh ouh oh, miady ny saiko Bb G Tena mahavaky ny loha Fiverenana C Em Em F Dm Ka iangaviako ianao ho mpananatra ahy G G C G/B-C-G/B-C Dia mba tsy hahalasa anao ho fakampanahy Em Am F Am G D Raha toa ka ianao mantsy no mba miteny ahy F G Dia tsy maintsy hanaiky aho satria C Tiako anao Tetezana: Em Am F Am G D F G C Tonony 2/Tetezana Fiverenana (2x)