Hiran'i Njakatiana rehetra: Njakatiana
Dm: xx0231 D7: xx0212
E4: 022200
F: 3x321x
G7: 320001 G/B: x2003x
FampidiranaF Em-E4-Em F
Dm-Em-F-G
G7 C Tonony 1 C G/B Am
Dia tena tsy hisy ve
C F Em G
Am-ponao ao, toerana iray
F Em F
Dia tsy hisy ve
Dm Em F G G C
Indra-fonao, mba ampiray
Tonony 2 C G/B Am
Ratsy koa angamba aho
C F Em G
Sa tsy mahay, no tsy tianao
F Em F Dm Em F G
Tsy safidinao, ka tsy voaray
G7 C C-G/B-Am
Ho namanao
Fiverenana G G C C-G/B-Am
Fa ny foko tsy hatanty izany
G G C
Hokoboniko ao ny tomany
E E Am
Tsy hivily intsony koa ny saiko
D7 D7 G G7
Fa ianao ihany no hilaik0
F Em F
Dia tsy hisy ve
Dm Em F G G7 C
Indra-fonao, mba ampiray
Tetezana (mitovy amin'ny fampidirana)Tonony 3 C G/B Am
Ratsy koa angamba aho
C F Em G
Sa tsy mahay, no tsy tianao
F Em F Dm Em F G
Tsy safidinao, ka tsy voaray
G7 C C-G/B-Am
Ho namanao
Fiverenana G G C C-G/B-Am
Fa ny foko tsy hatanty izany
G G C
Hokoboniko ao ny tomany
E E Am
Tsy hivily intsony koa ny saiko
D7 D7 G G7
Fa ianao ihany no hilaiko
F Em F
Dia tsy hisy ve
Dm Em F G G C
Indra-fonao, mba ampiray
Famaranana
F Em F
Dia tsy hisy ve
Dm Em F G G7 C
Indra-fonao, mba ampiray
Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay*: Bass ihany no tendrena
Am7: x02010
Bb: x13331
Dsus: xx0233 Dm/F: xx323x
F': xx321x
Gm7: 3x333x
Tonony 1F C
..Efa teo izy hatrin’ny omaly
F C
..Nitady anao, nijery anao
F C
..Nipitrapitra toa tomany
F C Bb*-A*
..Nanjary tsy dia be lazao
TetezenaGm7 Gm7 C Bb*-A*
...Efa am-bolana, tsisy taratasy
Gm7 Gm7 C C
...Efa trotraka, nangasihasy
Fiverenana F Gm7 Bb C F Gm7
Izay hira izay, no mba fihainony isan-kariva
Bb C
‘Zay sisa
F Gm7 Bb C F Gm7
Ilay sary iray, no mba fijery rehefa madiva
Bb C
‘Zay sisa
F F Bb F F Bb
Oh! Oh! Oh! Oh! Oh! Oh!
Bb C Bb A* Bb Gm7
Ouh ouh ouh ouh ouh
F'-Dm/F-F (2x)
Tonony 2F C
..Ireo hatsiaka mamanala
F C
..Ilainy aminao mba hanafana
F C
..Ny alahelo tsy mety ho tana
F C Bb*-A*
..Izy hono any mila ho adala
Tetezana
Gm7 Gm7 C Bb*-A*
...Efa amam-bolana, izy tsy mba niantso
Gm7 Gm7 C C
...Milaza ho avy nefa: andraso andraso
Fiverenana F Gm7 Bb C F Gm7
Izay hira izay, no mba fihainony isan-kariva
Bb C
‘Zay sisa
F Gm7 Bb C F Gm7
Ilay sary iray, no mba fijery rehefa madiva
Bb C
‘Zay sisa
F F Bb F F Bb
Oh! Oh! Oh! Oh! Oh! Oh!
Bb C Bb A* Bb Gm7
Ouh ouh ouh ouh ouh
Fiverenana (Ambony - 2x) G Am7 C D G Am7
Izay hira izay, no mba fihainony isan-kariva
C D
‘Zay sisa
G Am7 C D G Am7
Ilay sary iray, no mba fijery rehefa madiva
C D
‘Zay sisa
Am7 Am7 D Am7 Am7 D
Oh! Oh! Oh! Oh! Oh! Oh!
C D C B* C Am7
Ouh ouh ouh ouh ouh
Hiran'i Ricky rehetra: RickyCadd9: x32030
D2: xx0230Tonony 1 G D2
Avelao ’zaho hokotsain’ireo alahelonao,
Cadd9 D2
Raha mbola misy fo tsy mety mitempo fitia
G D2
Avelao ’zaho ho lena ireo ranomasonao,
Cadd9 D2
Raha mbola misy tanana tsy mifandray mihintsy
G D2
Avelao ’zaho hisento mandrakizay ’zaho,
Cadd9 D2
Raha mbola misy foana ny elanelana mandrava
G D2
Avelao ’zaho hitomany oa ’zaho,
Cadd9 D2 D2 D2 D
Raha mbola misy marina tsy voalazan’ny vava
Fiverenana G D2 Cadd9 D2
Hozaraiko aminao izay an’ahy, Hozaraiko fa misy fanahy
G D2 Cadd9 D2
Hozaraiko aminao izay an’ahy Hozaraiko fa feno fitiavana
G D2 Cadd9 D2
Hozaraiko aminao izay an’ahy Hozaraiko fa feno fihavanana
G D2 Cadd9 D
Hozaraiko aminao ’zay an’ahy Hozaraiko fa aza manahy
Tetezana G D2 Cadd9 D2 (3X)
G D2 Cadd9 DTonony 2 G D2
Avelao ’zaho hopotika ts'isy intsony,
Cadd9 D2
Raha ohatra ka mbola tsy mandihy foana ny fony
G D2
Avelao ’zaho ho levona, ho rava mihintsy,
Cadd9 D2
Raha ohatra ny fitiavanao efa ts’isy
G D2
Avelao ’zaho hangina, hangina tsy hiteny,
Cadd9 D2
Raha ohatra ny fonao efa mihatery
G D2
Avelao 'zaho, am’izao fotsiny eo,
Cadd9 D2 D2 D2 D
Raha ohatra ianao manomboka efa leo
Fiverenana G D2 Cadd9 D2
Hozaraiko aminao izay an’ahy, Hozaraiko fa misy fanahy
G D2 Cadd9 D2
Hozaraiko aminao izay an’ahy Hozaraiko fa feno fitiavana
G D2 Cadd9 D2
Hozaraiko aminao izay an’ahy Hozaraiko fa feno fihavanana
G D2 Cadd9 D
Hozaraiko aminao ’zay an’ahy Hozaraiko fa aza manahy
Tetezana Cadd9 D2
Raha ohatra ka fitiavana ny resaka
Cadd9 D2
Raha ohatra ka tena fitiavana ny resaka
Cadd9 D2
Ra ohatra ka fihavanana ny resaka
Cadd9 D2 Cadd9 D2 Cadd9 D2 Cadd9 D2
Raha ohatra ka tena fihavanana ny reeeeeeeee- ie e e nah nah nah
Intro (2x)G(add9)..D/F#..|C/E..G/D..G(add9)..D/F#..|C/E....Verse 1G D/F# C/E G/D
Efa ela, loatra ho_aho e
G D/F# C/E G/D'Zay nandehananao tany ’zay
G D/F# C/E G/D
Tsy_nisy fotoana, nihaonana aminy e
G D/F# C/E G/D
Nihodina any izy, nihodina 'ndraindray
Pre-Chorus G D/F# C/E G/D
Toa nahatsiarotsiaro ’reo sary efa lasa
G D/F# C/E G/D
Nanganohano ’zaho niandry anao mba_hitahy
G D/F# C/E G
Tsy nety voafafa ho_aho ireo lasa fahiny
G D/F# C/E G/D
Mbola hiraiko na mamirifiry
Chorus C/E G D/A
Iny havako iny o, iny
G Am7 C D
Raha sendra mandalo dia antsoy mba hivily
C/E G D/A
Iny havako iny o, iny
G Am7 C/D
Raha sendra mandalo ianao
D/F# G -> Intro
Miandry foana aho
TetezanaG D/F# C
Tonony 2G D/F# Cadd9 G
Taiza foana a, taiza ianao e
G D/F# Cadd9 G
Mangingina, tsy misy mpilalao
G D/F# Cadd9 G
Maloka foana, tsy nety nazava e
G D/F# Cadd9 G
Ny habakabaka, hitambarako aminao
Pre-ChorusFiverenana (6x) Cadd9 G D
Iny havako iny o, iny
G G/B Cadd9 D
Raha sendra mandalo dia antsoy mba hivily
Am7: x02010 Cadd9: x32033 D/F#: 2xx232 G/B: x20033
Hiran'i Ricky rehetra: Ricky
Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay
Capo: 1B7: x21202
FampidiranaEm-B7, B7-Em, Em-Am, B7-EmEm-B7, B7-Em, Em-Am, B7-EmEm-B7, B7-Em, Em-Am, B7-Em
Em B7, B7 Em Em Am, B7 Em... B7-B7
Ouh ouh, ouh ouh ouh, ouh ouh ouh ouh, ouh ouh ouh ouh
Tonony 1Em B7
...Masoandro mody malefaka e
B7 Em
Tazako ery miankandrefana
Am B7
Mandalo_izy miserana, miverina indray
B7 Em B7-B7
Tonga 'lay maraina
Tonony 2
Em B7
....Ireo tso-drivotra manafosafo ny tontolo
B7 Em
Ampin'ny hazavana tsy_mety bobongolo
Em Am
Ny aingon' ny lanitra ny sariny
B7 E D-D
Mampanembona indray hamonjy ny ankaniny
Fiverenana G D
...Ra mbola misy iny_lanitra iny
D G
Tsy maintsy misy fifaliana
C G
Na ho sasatra_aza izy, na ho reraka_aza izy,
Em
Minia ny mbola ho_avy,
C G D
...Tsy maintsy hiverina, fa fy mitamberina
G B7-B7
Mandalo miserana
TetezanaEm-B7, B7-Em, Em-Am, B7-EmEm-B7, B7-Em, Em-Am, B7 B7-B7
Tonony 1/2/Fiverenana
Famaranana
Em-B7, B7-Em, Em-Am, B7-EmEm-B7, B7-Em, Em-Am, B7-EmEm-B7, B7-Em, Em-Am, B7...Em...
Hiran'i Kiaka rehetra: Kiaka(*): bass ihany no tendrena
A5: 577xxx Asus: x02230
Bm: x24432
D5: x577xxFampidirina (2x)D Em, G A Bm
Tonony 1 Bm Em
Nifankahita indray izy roa kely
G A Bm
Mpifankatia efa hatry ny ela
Bm Em
Ny maso fotsiny no mifampijery
G A Bm B*-C#*
Ny tena koa angamba irery
TetezanaD Em G A Bm B*-C#*
Fa toa hitako teo, toa nangovitra ianao
D Em G A D
Fa toa hitako teo, te-hiteny zavatra ny molotrao
D5(x4)-A5
Fiverenana G A Bm G
Mbola tia angamba, matoa izy sahy manao izany
Em A
Nefa mino_aho fa mbola mila_ahy ianao
Asus A Asus A G
Oh oh, oh oh, oh
A Bm G
Mbola tia angamba, matoa izy sahy manao izany
Em A
Teny iray_ihany hoy_aho, dia ampy ho_ahy sy ho_anao
Tonony 2 Bm Em
Mibaliaka indray ny androntsika
G A Bm
Ka_mety daholo izay rehetra atao
Bm Em
S’izay mety ho sitram-potsika
G A Bm B*-C#*
Na ny tiako na ny tianao
TetezanaD Em G A Bm B*-C#*
Fa toa hitako teo, toa nangovitra ianao
D Em G A D
Fa toa hitako teo, te-hiteny zavatra ny molotrao
D5(x4)-A5
Fiverenana (2x) G A Bm G
Mbola tia angamba, matoa izy sahy manao izany
Em A
Nefa mino_aho fa mbola mila_ahy ianao
Asus A Asus A G
Oh oh, oh oh, oh
A Bm G
Mbola tia angamba, matoa izy sahy manao izany
Em A
Teny iray_ihany hoy_aho, dia ampy ho_ahy sy ho_anao
Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'HayAm7: x02010 A7: x0202x
Bm7: x24232
Cadd9: x32033 G/B: x2xxxx C#: x4xxxx
Dadd4: x54030
Fampidirana (2x)Cadd9....|G....
Tonony 1 Cadd9 Cadd9
Indraindray toa mahavariana, indrindra rehefa tiana
G G
Ny_olona iray
Cadd9 Cadd9
Fa toa mitombo tarehy, tsikitsiky be dia be
G G
Tiako, tia ahy
Tonony 2
Cadd9 Cadd9
Rehefa_eny an-dalana eny, voalaza ombieny ombieny
G G
Fa feno fakam-panahy
Cadd9 Cadd9
Fa ny fitiavana anao, tsy atakaloko vaovao
G
Ka_aza manahy
Pre-refrainBm7 Em
...Any andro mety lavitra ny maso
Am7 D4
'Zaho tsy hitodi-doha
Bm7 Em
...Reo mpanenjika sy mpanao ankaso
Am7-G/B----C-C#----D4
Tsy hampiova ny fo
Fiverenana G D
Tsy misy toa anao, tsy misy toa anao
Em Bm7
Raha ny fiainana nodiaviko_hatramin’izay
C G
F’ianao irery ihany dia mbola ianao foana hatrany
A7 D4
No tiako hiankinan’ny fo
G D
Tsy misy toa anao, tsy misy toa anao
Em Bm7
'Zay jerena ekeko tsara_avokoa
C G
F’ianao irery ihany dia mbola ianao foana hatrany
A7 Dadd4
...'lay tokan’ny fo
Tetezana (2x) Cadd9 Cadd9 G G
ouh ouh ouh, ouh ouh, ouh ouh
Tonony 3 Cadd9 Cadd9
Ilay toerana iray, efa voatokana ho ahy
G G
Anaty fonao
Cadd9 Cadd9
Fitiavana mafonja, volamena diamondra
G G
Tsy_mety mankalao
Tonony 4
Cadd9 Cadd9
Midobodoboka ny fo, miketriketrika ny loha
G G
Rehefa_ianao tsy anilako eo
Cadd9 Cadd9
Hivavaka mangina, ho anao aho ry tiana
G G
Tsy mba ho leo
Pre-refrain/Fiverenana
Famaranana G
Tsy misy toa anao