Hiran'i Mage 4 rehetra: Mage 4Bm: x24432 Bm/A: x04432 Bb: x13311
F#: 244322
FampidiranaBm Em F# Bm
G Em F#Tonony 1
Bm G
Niezaka teny foana aho
D A Bm
Ny hanantona anao
G
Te-hanarina ireo tsy nety
D A Bm
Nandratra ny tao anatinao tao
Tonony 2 G D
Mbola zaza fanahy aho tamin'ireny
A Bm
Tsy matotra na toetra na fiteny
G
Ny hambo koa tsy voafehy
A D
Naharava ny antsika
Tetezana F# Bm
Hay ilay toerako tao aminao
A D
Tsy lasa fa mbola niandry
Em
F'ianao ninia tsy nampiseho hoe
F#
Mbola tia
Fiverenana (2x) G D
Ka hiara-dalana indray
A Bm_____Bm/A__G
Fo roa vaovao no hitempo iray
G Bb__A
Hifampitantana___
-----------
Tetezana/Solo Bm Em F# Bm-Bm/A G Em A
Ho mandrakizay
Tonony 3Bm G D
Tsy nisy na iray aza hatramin'izao
A Bm
Nahafafa ny fitiavako tsy ho anao
G
Ny hanitrao toa manaraka eny foana
D A Bm
'Reo nofy tsy hotantaraiko intsony
Tonony 4 G D
Iriko eny hisy ny andro iray
A
Hanorenantsika indray
Bm G
Ilay edena vaovao
A D
Lavitry ny hadalana
Tetezana F# Bm
Hay ilay toerako tao aminao
A D
Tsy lasa fa mbola niandry
Em
F'ianao ninia tsy nampiseho hoe
F#
Mbola tia
Fiverenana (2x) G D
Ka hiara-dalana indray
A Bm_____Bm/A__G
Fo roa vaovao no hitempo iray
G Bb__A
Hifampitantana___
Bm
Ho mandrakizay
Famaranana
Bm Em F# Bm-Bm/A G Em F#
Hiran'i Dama rehetra: Dama
Hiran'i Mahaleo rehetra: MahaleoBb: x13331
Fampidirana: G
Tonony 1 (2x)G Bb
Tongava re, tongava re
Bb C
Tongava mamangy ny tanana misy anay
C F
Tongava aza misalasala ho'aho
F C
Tongava manaraka ny arabe
G
'Zay mitondra mankany
Tetezana G F
Ho adinonao daholo ary ireo sorisory
F G
Sorisory mandreraka anao
G F
Ho adinonao daholo ary ireo tebiteby
F G
Tebiteby mandreraka anao
Fiverenana (2x) G Em
Fa ny zavatra ho hitanao any
F
Dia lanonana
F C
Lanonana miaraka am'reo akama
G
'Zay any an-tanana
Tonony 2 (2x)
G Bb
Tsy kobaka am-bava izy ity ry zalahy
Bb C
Tsy kobaka am-bava toy ny kabary
C F
Tsy kobaka am-bava nodradradradraina
F C
Fa hirahiran'ireo bandy kely
G
'Zay mitendry kabosy
Tetezana G F
Manakoako daholo ireo lohasaha malaza mangina
G F
Manakoako daholo ny ambanilanitra iray manontolo a
Fiverenana (2x) G Em
Tsy mbola nahita ohatr'zany aho
F
Tena marina ho'aho
F C
Feona kabosy sy dihy malagasy
G
Dia mahavita an'izany an
Tonony 3 (2x)
G Bb
Tsy notambatambazina na noterena
Bb C
Fa tonga daholo ny tao an-tanana
C F
Niara-niredona ireo hirahira
F C
Hirahira ataon'ireo bandy kely
G
Hirahira vokatry ny tany
Tetezana G F
Velona am'zay ary ny lamako
F G
Miaraka amin'ny amponga
G F
Velona am'zay ary ny taralila
F G
Miaraka amin'ny langorona
Fiverenana (2x) G Em
Tsy mbola nahita ohatr'zany aho
F
Tena marina ho'aho
F C
Nanjary nisy bal tao an-tanana
G
Mandram-parain'ny andro an
Tetezana (2x)
G Bb
Iny fa tonga am'zay
Bb Am
Tonga am'zay ny maraina
Am Bb
Iny fa nody am'zay
Bb Am
Nody am'zay ireo akama
G G
Manaraka ny arabe, arabe
F C G
'Zay mitondra an'zareo handeha, handeha
Tonony 4 (2x)G Bb
Mandehana re, mandehana re
Bb C
Mandehana mankany amin'ny tanana misy anao
C F
Mandehana aza misalasala ho'aho
F C
Mandehana manaraka ny arabe
G
'Zay mitondra anao mody
Tetezana G F
Hiverina daholo ary ireo sorisory
F G
Sorisory mandreraka anao
G F
Hiverina daholo ary ireo tebiteby
F G
Tebiteby mandreraka anao
Fiverenana (3x) G Em
Fa ny zavatra miandry anao any
F
Manadala ho'aho
F C
Kandra_be_manadala ho'aho ry leirony an
G
Ka mba marina mafy an
Hiran'i Kiaka rehetra: KiakaPower chord daholo
A(5): 577xxx na x022xx
B(5): x133xx
E(5): 022xxxF#m(5):244xxx
FampidiranaE B C#m G#
A E B
Tonony (2x)E B F#m A
Andro maraina vao mifoha
E B F#m A
Andro iray vaovao eo am' fiainako
E B F#m A
Ny omaly ihany ve no_hosainiko
E B F#m A
Tsy misy hafa f'iray ihany koa
Tetezana
C#m B
Ka inona ary no hataoko
A F#m B
Hanao inona (2x) Mandritry ny andro
C#m B
Sakafo ihany no ato an-tsaiko
A F#m B
Hanao inona (2x) Mba hahazoako izany
Fiverenana E B C#m G#
Ho aiza e, ho aiza e, 'lay mahantra
A E B
Toa tsy mba faly amin'ny fiainana
E B C#m G#
Ho aiza e, ho aiza e, 'lay mahantra
A E B
Oh o o, ie e e, ka mba vonjeo re
A B C#mTonony/Tetezana/Fiverenana
SoloC#m G#m A F#m BC#m G#mF#m A BFiverenana
Hiran'i Tselatra rehetra: TselatraG/B: x2003x
Fampidirana (2x)G D C (2x)Tonony 1G C
Misy andro maloka mangatsiaka
G C
Rakofan-draho-mainty tsy hibaliaka e
G C
Misy andro manjombona sy mahonena
G C
Vao nihiran-tsaina nefa dia nianjera e
Fiverenana D
Avia, avia isika anie
D
Hifampitantana hiara-dia re
D
Avia avia isika androany
D
Hitaditady ny marina hatrany
Tonony 2G C
Misy andro dia manontany tena
G C
Nahoana no_hanompo vola sy harena_e
G C
Fa ny omaly ihany no mbola androany
G C
Nangoninao tety tsy manaraka anao any e
Fiverenana D
Mba avia avia isika andeha
D
Hivavaka hifankatia be
D
Avia avia isika androany
C G/B D
Hanaraka ny tsara sy mamy
Tonony 3G C
Aza tsindrina ny olona mahantra
G C
Mba jerijereo ny ady tsy ombi-tratra
G C
Doro atidoha adabohy fa tsy soa e
D C G
Mpiray tanindrazana soavina mialoha
D C G
Mpiray tanindrazana tiavina tokoa_e
Fiverenana D
Ka avia avia isika re
D
Fa tsy fiainana ny mafy ady lava ity e
D D
Avia avia isika androany
C G/B D
Hifanolotra ny mofo tsy lany
Tetezana/solo (4x)G C Tonony 4G C
Dia aza variana mitsetsitra foana
G C
Hitady voninahitra mandavan-taona e
G C
K'angoro-karena fa olo-tia-tena
G C
Mba zarazarao ny vokam-pirenena_e
FiverenanaD
Avia avia isika andeha
D
Hiaraka hihira hivavaka be
D
Avia avia isika androany
D C G/B D
Hiara-dalana ho any lavitra any
Tonony 1/Tonony 2
Hiran'i Tselatra rehetra: Tselatra
Fampidirana
G C (4x)
-------
G D Em
C Bm Am
(2x)
Tonony 1G D Em
Malahelo aho fa hody ianao rahampitso
C Bm Am
Hilaozanao 'zany 'ty tanana
G D Em
Rahoviana indray vao hifankahita
C Bm Am
Malahelo aho ka mahatsiaro irery
Fiverenana G D Am
Lasa ianao fa tsy tamana
G D Am
Nilaozanao ity tanàna
G D Am
Lasa dila ka tsy tana
G D C
Tavela irery ka tomany
Tonony 2G D Em
Iza indray izao no ho namako
C Bm Am
Hitafako sy mba hiresahako
G D Em
Marary ity foko manirery
C Bm Am
Mahatsiaro anao ry akama tena favy e
Fiverenana
G D Am
Lasa ianao fa tsy tamana
G D Am
Nilaozanao ity akama
G D Am
Lasa dila ka tsy tana
G D C
Tavela irery ka tomany
Ka tomany e
TetezanaG D Em C Bm AmG D EmC Bm AmTonony 3G D Em
Iza indray izao no ho havako
C Bm Am
Hitantaraiko sy mba hilalaovako
G D Em
Marary ity foko manirery
C Bm Am
Malahelo anao 'lay akama tena tiako
Fiverenana
G D Am
Lasa ianao fa tsy tamana
G D Am
Nilaozanao ity akama
G D Am
Lasa dila ka tsy tana
G D C
Tavela irery ka tomany
Ka tomany e
Famaranana (6x)G D Am
Hiran'i'Zay rehetra:'Zay B7: x21202na x24242E/G#:4xx400F#m7:2xx220
Fampidirana (tab 1) E A A E
e|-------4--------------2-4b|-4-5-7-5---2----2-4-5---5g|-4-4-----4-2----2-2-----4D|-----------2-------------A|-----------0----0--------E|-------0----------------0 E A A B7 E e|-------4-----------------0b|-4-5-7-5---2----2-4-5-4--0g|-4-4-----4-2----2-2---2--1D|-----------2-------------2A|-----------0----------2--2E|-------0-----------------0
Tonony 1 A E/G#
Efa ela mihitsy aho
F#m7 E
No tsy mba_nahita_azy intsony
A
Tsy nandre mihitsy
F#m7 B7
Izay mikasika azy
Tonony 2 A E/G#
Fa hatramin’ilay adiady
F#m7 E
No tsy mba nifanena intsony
A
Nefa mino aho
F#m7 B7 E
F’izy izay mety efa tony
Tetezana A E
'Zaho aty dia efa te-hahita azy indray
F#m7 B7
Efa nanadino 'reo adiadinay
Fiverenana A E/G#
Fa mba anontanio azy kely
F#m7 E
Mbola ao ve ilay fitiavana
A E/G#
Fa mba anontanio azy kely
F#m7 B7
Efa adino ve 'lay namana
A E/G#
Fa mba anontanio azy kely
F#m7 E
Tsy mety intsony ve 'lay fiarahana
A F#m7 B7 E
F’izao aty mbola te ho-tantanana
Tetezana/Solo (Tab 1)TetezanaFiverenana (2x)
Hiran'i Bekoto rehetra: BekotoHiran'i Mahaleo rehetra: MahaleoA7: x02023
D7: xx0212 D#dim7: xx121x
Em: 0x2000
G7: 320001
Tonony 1
G A7
Amoron-dàlana aho indray hariva izay
Am D D#dim7 Em
Niandry fiarakodia hodiana any aminay
G A7
Sendra nandalo ialahy nahita ahy samirery
Am D D#dim7 Em
Ka nampandroso anay tao anatin'ny fiarakely
Fiverenana C Bm
Tsy hohadinoiko anie 'zany lalana izany
Am D7 G G7
Any ny havako, ny namako ny ankany
C Bm
Miolakolana ny mianatsimo any
Am D7
Ny fitiavako mahitsy hatrany
Tonony 2
G A7
Manerikerika ilay Fianarantsoa
Am D D#dim7 Em
Misy maraina mi___tifi-zavona soa
G A7
Nahatsiarotsiaro izahay 'zay 'zao ialahy
Am D D#dim7 Em
Nianavaratra hono fa maro ny asa
Fiverenana C Bm
Tsy hohadinoiko anie 'zany lalana izany
Am D7 G G7
Any ny havako, ny namako ny ankany
C Bm
Miolakolana ny mianatsimo any
Am D7
Ny fitiavako mahitsy hatrany
Tonony 3
G A7
Ny ropilanina manao hitsin-dàlana
Am D D#dim7 Em
Mitondra hafatra ho sora-tànana
G A7
Salama ny aty hoy ny tary rehetra
Am D D#dim7 Em
Hoy ny havana etsetra etsetra
Fiverenana C Bm
Tsy hohadinoiko anie ity nosintsika ity
Am D7 G G7
Any ny havana sy ny ankany
C Bm
Miolakolana ny fiainana an-tany
Am D7
Ny fitiavako mahitsy hatrany
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo
Bm/D: x2x231 (Bm7b5 ny anarany)
C': x32013 C#dim:x4x020Dm/C: x3x231Gm6/Bb:x1x030
FampidiranaDm Dm/C Bm/D Gm6/BbTonony 1Dm Am Dm Am
Rahoviana, ianao ry tiana
E Am
No hiverina indray
C G C G
Hahafaliana, miaro hakiviana
Am C C#dim
No hiandrasako, 'zay andro izay
Fiverenana Dm Dm/C E Am
Ry Bozy o, aiza ianao
Dm Dm/C E Am
Fa ny foko, efa lao
Dm Dm/C G C'
Miandry aman-taona, 'lay andro
Dm Dm/C G C
Ny andro sy fotoana, ahitako masoandro
Tonony 2Dm Am Dm Am
Asa lahy, raha izaho no sahy
E Am
Hamitaka anao
C G C G
Ataoko fa tsy hisy, tsy hisy 'zany indrisy
Am C C#dim
Satria, satria, mamiko ianao
Fiverenana
Dm Dm/C E Am
Ry Bozy o, mba faingana
Dm Dm/C E Am
Fa ianao, no fiadiana hilaina
Dm Dm/C G C'
Hamerina indray eto an-tavako
Dm Dm/C G C
Ny tsikin'ny fahiny, re rahavako
Dm Dm/C E Am
Ry Bozy o, ianao irery
Dm Dm/C E Am
Ry Bozy o, no toky sy hery
Hiran'i Bessa sy Lola rehetra: Bessa sy LolaBm: x24432
C#7: x4342x
D/F#:2x0232
F#m: 244222 na xx4675
Fampidirana
D A D
G D Bm-Em-A-Bm-Em-A
Tonony 1 (2x) D Em
Raha mbola misy tsiky
D/F# G D A D A
Azonao hasedra ny ronjon’ny ankaso
D Em
Nahoana indrindra iky
D/F# G D A D
No dia laniana foana ny vongan-dranomaso
----
C#7
TetezanaF#m C#7
Raha mbola misy ihany
F#m C#7
Kintana mamiratra
F#m E A E
Azonao banjinina
Fiverenana A E F#m D
Nahoana no tomany no andanianao
A E A
Ny alin’ny ririnina
Tonony 2 D Em
Raha mbola misy kalo
D/F# G D A D A
Azonao hiraina anaty fahavaratra
D Em
Nahoana no himalo
D/F# G D A D C#7
Mahita vodilanitra mosarena taratra
TetezanaF#m C#7
Raha mbola misy ihany
F#m C#7
Kintana mamiratra
F#m E A E
Azonao banjinina
Fiverenana A E F#m D
Nahoana no tomany no andanianao
A E A
Ny alin’ny ririnina