Key: D
Intro: Bm7....G.... | Em7....A.... (2x) D....| Gm/D
Verse 1 D Daug D6 Ity hira ity raha vao hiraiko D7 G Gm D Gm/D Dia ianao no tadidiko, dia ianao no ato an-tsaiko D Daug Tsaroako hatrany 'reo teny mamy D6 D7 G Gm D Vao nataon-tsika omaly, ato am-bavako androany Pre-Chorus F#m7 Em7 Toa hafahafa izany fitiavako F#m7 Em7 Em7b5 Raha tsy eo ve ny hira dia ho adinoko io olona io Chorus D C aaa..Tsy_izany velively Bm7 A#dim7 Bm7 Fa isan’andro aho dia mahita azy akaiky eo Solo: A/C#-D |C| Bm A#dim | D Verse 2 D Daug D6 Ity hira ity raha vao hiraiko D7 G Gm D Gm/D Dia ianao no ato an-dahoko, dia ianao no tsaroako D Daug D6 Tsaroako hatrany ireo tambitamby D7 G Gm D Vao nataonao ahy omaly, ato anatiko androany Pre-Chorus (tsy misy "io olona io") Bridge F#m7 | Em7 F#m7 | Em-A/E Gm-F#7 A#dim7-Bm7 Tsy hira ihany G No mitondra_ahy ho_any Em7 A F'izay rehetra ataoko, dia nankany Bm7 G Izy no tiako, hany ifaliako Em7 A Izy no hiraiko, izy ihany Solo: D C | Bm A#dim Bm Chorus Outro: D C| Bm A#dim7| A/C#-D D6 = Bm/D Em7b5 = Gm/E Tondrompeon'i Lalatiana hafa: Lalatiana
Author Archives: acoustikgasy
Tsy Fantatro (Imagine)
Hiran'i Imagine rehetra: Imagine Tonalite: D (Piano) Gitara: Tsy voatery asiana add9/11 A/C#: x4xx55 B/D#: x6xx77 F#maj7:2xx220 Gmaj7: 3x443x na 3xx432 Intro Dsus2 ....Bm(add9).... Gm(add9)....G/A..A Verse 1 D(add9) Bm(add11) Tsy fantatro, izay tena ao am-poko Gmaj7 A Fa mangovitra aho, raha vao mahita anao D(add9) Bm(add11) Tsy fantatro, na 'lay teninao no hinoako Gmaj7 A D(add9) Tamin'ilay, nilaza ho tia ahy, no tsaroako Pre-Chorus G E A Tsy andri_ko D A/C# Bm G-A Izao manambara iza__o Fiverenana D G Bm Fararanom-pitia ny andro androany A A/C# D Raha ho voalazako ihany G Bm A-A/C# Fararanon'ny ao am-po satria, samy tia D G Bm Voatokana ho anay ny andro androany A A/C# D Hifampizaranay ny mamy G Bm A Natokona ato am-poko ilay fitia, (ho doria) D(add9) Bm(add11) Ho anao [Fiv #1 ihany] Verse 2 D(add9) Bm(add9) Tsy fantatro, tsy haiko ho lazaina koa Gmaj7 A Ny hamaly anao, nefa ao anatiko ao D(add9) Bm(add9) Tsy fantatro, raha voavinavinao Gmaj7 A D(add9) 'Lay miafina voadiniky ny saiko, ho tia anao Pre-Chorus/Fiverenana Tetezana Gm(add9) A7 D F#m7 Bm Zahay sahy mifi_______dy, hifanome fitia Gm(add9) A7 Bm A Fenoina adi_______dy, vao maika hifankatia Gm(add9) A7 D F#m7 Bm Zahay sahy mifi_______dy, hifanome fitia Gm(add9) A Bm B-Bsus4 na B(add11) Na mamy na ngi_______dy, vao maika hankafy Fiverenana (Tonalite: E) E A C#m Fararanom-pitia ny andro androany B B/D# E Raha ho voalazako ihany A C#m B-B/D# Fararanon'ny ao am-po satria, samy tia E A C#m Voatokana ho anay ny andro androany B B/D# E Hifampizaranay ny mamy A C#m B Natokona ato am-poko ilay fitia, ho doria E(add9) C#m(add9) | Am(add9)....A/B..B| E Ho anao
Izy Nisaona (Aina Cook)
Hiran'i Aina Cook rehetra: Aina Cook Tonalite: C (capo 4eme case), E (no capo) Capo: 4 Am7': x02213 C: x32013 Fsus2: 13301x F(add9):1x3213 G(add9): 3x020x (T1) , 3x5435 (T2) Intro: Fsus2 Am7' (4x) Tonony 1 C' G/B Lasa ianao, lasa lavitra any Am7' G(add9) Nandao ny tany, 'lay feno tomany F C/G Izy irery no tavela, tsy afaka nitafa ela G G-Am7-------------G/B Tsy afa-nanoatra fa... tsy maintsy nifandao Tonony 2 C' G/B Lasa ianao, nanalavi-tiana Am7' G(add9) Dia 'lay fiainan-tsy hita, tsisy fahoriana F C/G G Izy teo nangahiahy, lahatra tsy afa-nanda Pre-Chorus Am7 Raha ny tiany, fifaliany G No tazominy eo anilany eo F G Tsy maintsy nekeny, tsy fidiny Fiverenana C' G/B Lasa ianao, tsy nifidy ny handao Am7' G Fa voantso amin'ilay fiainam-baovao C' G/B Lasa ianao tsy afa-nampilaza Am7' G Izy tavela nitomany toa zaza C' G/B Lasa ianao, tsy nifidy ny handao Am7' G Fa voantso amin'ilay fiainam-baovao C' G/B Fa lasa ianao, izy nisaona Am7 G Manantena anefa indray andro ianareo F(add9) - Am7' | F(add9) - Am7' Mbola hihaona Tonony 3 C' G/B Ny ranomasony tsy voatana Am7' G(add9) Ny momba anao tsy hainy ho fafana F C/G Ny sainy tsy tony satria ianao tsy eto intsony G G-Am7-G/B Efa nialoha lalana Tonony 4 C' G/B Fotoana fohy no niarahana Am7' G(add9) Tampoka loatra ny fisarahana F Izy mino mitanisa `Fa hoe misy 'lay paradisa Pre-Chorus/Fiverenana
Fihin-tananao (Tovo J’Hay)
Tonalite: F#, G#, B, A A#m7b5 = C#m/A# Bm7b5 = Dm/B Intro (Tonalite: F#) F#(add9) F#(add9)/B (2x) Tonony 1 F# F#/A# 'Lay tsikinao isa-maraina d'efa ampy ahy B(add9) F# Ho fifaliako, sitrako sy tiako F#/A# Fankaherazanao manala ahiahy B(add9) C# Tsy hohadinoiko, voasikotra am-poko Pre-Chorus B(add9)-C# Fihin-tananao maneho fahavonona____na B(add9)-C# B/C# Mba_hiatrika 'zay adiko sy ola____na Fiverenana F#(add9) B(add9) Raha sendra mitomany, ho tojo ilay ankaso F#(add9) C# Ny tananao no inoako, mahafafa ranomaso F#(add9) B(add9) Tsy anjely nefa ianao, mifono mistery amiko F#(add9) C# F# Fa be fitiavana_a_______hy, andrianiko ho tiaviko Tonony 2 (Tonalite: G#) G# Indro aho fa niova nanam-pahendrena C# G# Niova ny fiainako, niova ny fisainako C# Dia tsisy afa-tsy ianao no voajeriko D# Mamiko tiako, tokana fidiako Pre-Chorus C#(add9)-D# Tokinao, tsikinao, ampy ho andriko C#(add9)-D# C#/D# Efa fantatrao f'ianao anie no kiadiko Fiverenana G#(add9) C#(add9) Raha sendra mitomany, ho tojo ilay ankaso G#(add9) D# Ny tananao no inoako, mahafafa ranomaso G#(add9) C#(add9) Tsy anjely nefa ianao, mifono mistery amiko G#(add9) D# G# Fa be fitiavana_a_______hy, andrianiko ho tiaviko Tetezana (Tonalite B) E C#m7 Tsy taitra randram-bao, fa mionona aminao A#m7b5 D# E Anaty tsy mba re, tsy sanatria voafehy ouh ouh Piano Solo (Tonalite A) A Dmaj9 | Bm9-B7 E Dmaj9 A/C# | C#7/F-F#m Bm7-A/C#-D-D# | A E Fiverenana A(add9) D(add9) Raha sendra mitomany, ho tojo ilay ankaso A(add9) E Ny tananao no inoako, mahafafa ranomaso A(add9) D(add9) [Bm7b5] Tsy anjely nefa ianao, mifono mistery amiko A(add9) E A Fa be fitiavana_a_______hy, andrianiko ho tiaviko A/C#-Cdim-Bm7-A
Angalaka Anao (Shyn)
Tonalite:Bb Intro Gm Eb | Bb F/A Gm Eb | Bb F Tonony 1 Gm Eb Bb F/A Tsy kisendrasendra fa sitrakin'ny Ray ny amintsika roa Gm Eb Bb F/A Niara nifanjohizohy foana hatramin'izay nifankahazo am-po Gm Eb Bb Dia nisy ny ambony nisy ny ambany nisy ny hafaliana nisy ny tomagny F Tsy nampiova raha zany Gm Eb Bb F Dia nifankatia tokoa, tena mamy Fiverenana Gm Eb Bb F/A Hangalaka anao aro diako, tiako_regnindanitra ho regnintany Gm Eb Bb F Hangalaka anao aro diako, ho vady ho andefimandry Gm7 Eb(add9) Bb F/A Tapakevitra zaho aminao, tsy hisalasala fa ano ooh Gm7 Eb(add9) Bb F Tapakevitra zah aminao ooooh oooh oooh ano Tonony 2 Gm Eb(add9) Bb F Zegny toetra ratsy sy ny tsara,ny tantarako jiabi-jiaby,fantano Gm Eb Bb F Ny fahalemeko sy ny heri-ko_tsy avy amin-jovy f'aminao oooo Bb F Fiverenana (miova:.ho regnindanitra ho regnintany) Tetezana Gm Eb Ke na ino raha hiseho, Na ino raha hisy Bb F Zaho tsy hiala, Zaho tsy ho leo Gm Eb Na tafondro hipoaka, Na varatra hilatsaka Bb F Tsy hafantatra_oka, Za fa tafalatsaka Gm Eb Bb F Hagnano soni__________a (2x) Gm Eb Bb F Hangalaka anao aro diako, ho regnindanitra ho regnintany Famaranana (tonalite: C) G Am F C G/B Hangalaka anao aro diako, ho regnindanitra ho regnintany Am F C G Hangalaka anao aro diako, ho vady ho andefimandry
Sombinaiko (Bodo)
Hiran'i Bodo rehetra: Bodo Tonalite: F Intro Dm Am/C | Bbmaj7 Em7b5 (na Gm/E) -Gm7 A7sus4-A7 | Dm ----------------- Dm7 - C/E - F | F - C/E - Dm7 C* Bb - F/A -Gm9 - Bmaj7/C F Bb/F- F (2x) Tonony 1 F C/E Sombinaiko, ho anao Dm G7 Bb/C C No amoronako, ity hira ity f’efa F C/E Tsy ho ela dia ho avy Dm G7 Bb/C C Ilay ora iray, iandrasako anao Fiverenana Bb F/A Fantatro fa tsy safidinao Gm7 Bb/C C F Gm7-F/A Ny ho tonga ety an-tany Bb F/A Tsy lanitra no hitsena anao na G F/C C Paradisa koa Tonony 2 F C/E Fa fantatro, f'hisedra ny mafy ianao Dm G7 Bb/C C Nefa aoka ho fantatrao fa tsy noho izany F C/E No hahatongavanao, fa fitiavana Dm G7 Bb/C C Tsy misy tambiny fa omena tsotra izao Fiverenana Bb F/A Ka tsofin-drano ianao mba ho olo-mendrika Gm7 Bb/C C F Gm7-F/A Fitiavana no hany anananao Bb F/A Sabatra ampy hiaro anao G F/C C Raha sendra loza koa Famaranana F Gm11 F/A Fa izay no lovasoa, tsy mety ho lo Bb C Atolotro ana__o F Gm7 F/A Vatsy entinao, hamaky ity Bb C Fiainana ma_fy F Gm7 F/A Bb-C Fa raha toa ka saraka anao, io fitiavana io F Gm11 F/A Antsoy fa izy no hamaha, Hanasitrana Bb-C Ny aretinao F Gm11 F/A | Bb C Katsaho
Valim-bavaka (Bodo)
Hiran'i Bodo rehetra: Bodo Tonalite: G (Capo: 3) A7: x02020 B7: x24242 Bm: x24432 D/F#: 2xx23x Dsus2/F#: 2x0230 G/B: x2xx3x Intro: Dsus2/F# Tonony 1 G D/F# Em Mba ambarao mazava aminay ry Ray C Dsus2/F# Fa mbola misy zavatra tsy takatray G B7 Em Ny tsy hamalianao ireo vavakay C Dsus2/F# Hatramin'izao ka hatramin'izay G D/F# Em Fa mbola feno fahotana ve 'zahay C Dsus2/F# Ka mbola tsy voavelanao ny helokay G B7 Em Na dia miantso anao isan'andro aza iza(ha)y C Dsus2/F# Dia ny omaly tsy miova ny fiainanay Fiverenana #1 Em Bm C Tsy ho kivy anie aho miantso Anao Ray malala o! A7 D Hiantso Anao foana ity zanak'adala G Am7 G/B C Efa ela anie aho no mba te hiala G Dsus2/F# Amin'y fiainana toa kidaladala Em Bm C Raha sitrakao ry Tompo omeo ahy ny hery A7 D Hiatrehako ny ampitso ho avy misitery G Am7 G/B C Tariho lalana aho mba tsy ho very G Dsus2/F# Fa malemy sy ontsa feno fery Tetezana: mitovy @ tonony Tonony 2 G D/F# Em Mba iza moa ry Ray no hitarainako C Dsus2/F# Afa-tsy Ianao izay nanao ny fiainako G B7 Em Raha mitady hamolaka ahy ny zava-manjo C Dsus2/F# Ianao ihany no andry iankinako G D/F# Em Hialako tsiny re ry Tompo Aminao C Dsus2/F# Na dia efa kivy tsy te hiaino ahy aza Ianao G B7 Em Indro aho ry Tompo raiso fa adidinao C Dsus2/F# Efa trotraka miangavy, mitalaho Fiverenana #2 Em Bm C Nangoniko ny heriko tato anaty A7 D Hanazava ny finoako mba tsy ho faty G Am7 G/B C Efa hatrin'ny ela anie aho no efa nino G Dsus2/F# Fa ny Raiko Ambony tsy manadino Em Bm C Hifonako ny ditra sy ny adalana A7 D Tsy hataoko intsony ny handika lalàna G Am7 G/B C Indro ny tenako atolotro Anao G Dsus2/F# G Inty aho ry Tompo hirakao, Hirakao Famaranana G Am7-G/B-C G Dsus2/F#...G
Tantara Taloha (Aina Cook)
Hiran'i Aina Cook rehetra: Aina Cook Tonalite: Bb Em7b5 = Gm/E Intro Gm Cm7 (2x) Dm7 Eb | F(add9) Tonony 1 Bbsus2 Ebm(add9)/Bb Bbsus2 Ebm(add9)/Bb Vao niandoha 'zaho sy ianao nifankatia tokoa Bbsus2 Ebm(add9)/Bb Dm7 (Dm11-Dm7) 'Zaho ilay 'ray lasa roa fa efa niova fo Eb(add9) Ebm(add9) Bbsus2 Ebm(add9)/Bb Ireo sangisangy, ireo hanihany, ireo teny mamy Cm Em7b5 F(add9) Dia nanjary niova ho tomany Pre-Chorus Eb(add9) Ebm(add9) Bbsus2 Ebm(add9)/Bb Averiko ilay nindramiko tsy ho neniko Cm Em7b5 F(add9) Angamba tsy ho tsiniko Fiverenana Ebmaj7 Eb F(add9) 'Zay niainantsiaka roa aza avela hifoha Eb F(add9) Ny hirako no hiraiko hanadinoko Gm Eb Bb/D Cm7 Bb F ’Lay natao tsy hifarana hasambarana Iza moa no nanampo 2x ------------------- Bb(add9) Ho tantara taloha Gm Cm7 (2x) Tonony 2 Bbsus2 Ebm(add9)/Bb Bbsus2 Ebm(add9)/Bb Sarotra ny hanadino nefa mora ny mino Bbsus2 Ebm(add9)/Bb Dm7 Efa_nisava ny alahelo nandalo dia efa rava Eb Ebm Bbsus2 Ebm(add9)/Bb Fitia tsy hiserana ho feno fandeferana, hisolo toerana ao Cm Em7b5 F(add9) Hiara hanorim-piainam-baovao Pre-Chorus/Fiverenana Tetezana Eb F Ka ny tenanao manontolo ny tananao no antenaiko Eb F Hizarako hafaliana sy ho tena tiana tsy hasaraka ahy Gm Bb Eb F(add9) Fitia tsisy ahiahy, ho tsy ahy Fiverenana/Famaranana (Gm Cm7)
Toa Azy (Tovo J’Hay)
Intro Gm D7b9 | Gm Dm7b9 (2x) Tonony 1 Gm Eb6 Rehefa mandinika ny fihetsikao iny aho Bb Dia mahatsiaro azy Gm Eb6 Fa na fiteny na fijery fanaonao Bb Dia ahatsiarovako azy Gm Eb6 'Reo vazivazy nifanaovantsika roa Bb Toa efa niainako taloha Gm Eb6 Hatramin'ny hira izay nokaloinao teo Bb Dia samy tianareo Pre-Chorus Cm7 D7 Variana aho indraindray Gm D7/A Gm/Bb Fa ianao ihany ve 'lay iray Cm7 A Ilay tsy foiko sy 'lay tiako be fahiny A/Db D Miverina ankehitriny Fiverenana (2x) Eb F Bb Ka lasa ny vinany Ddim G/B Cm7 Ho faly ve sa hitomany Ab D7/A Gm/Bb-Bdim-Cm7 Mbola ho sarotra takarina Bb/F F Bb Nef'izay 'lay marina Bb-Eb/Bb-Bb Tonony 2 Gm Eb6 Ilay toetrako izay masiatsiaka izay Bb Hiova tato ho ato Gm Eb6 Tsy te hamerina intsony aho fa fay Bb Hanandrana fo vato Gm Eb6 Hiezaka hitia anao toa azy aho Bb F'ianao no anilako eo Gm Eb6 Tsy tiako hanalokaloka ny saiko intsony izy Bb Hadinoiko hatreo
Fitiavana Mamiratra (Rija Ramanantoanina & Mbolatiana)
Hiran'i Rija Ramanantoanina rehetra: Rija Ramanantoanina Hiran'i Mbolatiana rehetra: Mbolatiana Intro F-Gm7/F | Fmaj7-Gm7/F Tonony 1 (Rija R.) F Gm7/F Niahotra ihany aho ny hanoroka anao C/F Gm7/F Bb C/Bb Nanomboka nangovitra ny anaty manontolo Bb C/Bb Nony akaiky anao Am7 Fm/Ab Niezaka hiteny aho tsy nahavoaka feo Gm7 C7 F Gm7/F | Fmaj7-Gm7/F Ny masonao mamiratra, no sisa tazako Tonony 2 F Gm7/F Nanantona ianao, nanoroka ianao C/F Gm7/F Bb C/Bb Dia tsy tsaroako intsony ny amiko rehetraretra Bb C/Bb Toa nanidina aho Am7 Fm/Ab Nanjavona teo 'zay nojereko Gm7 Bb/C C7 F Gm7/F| Fmaj7-Gm7/F Ny masonao mamira_tra no nobanjiniko Tetezana F Dbaug Fotoana fohy minitra fohy Dm Cm Bb C/Bb Fa toa nijanona avokoa ny fiainan’ny tontolo Bb C/Bb Nanaja antsika roa F Daug Dia nofiko teo nahoana moa? Dm Cm Bb C/Bb Raha toa k’isika roa irery no olombelona eto an-tany Bb C/Bb Nofinofy antoandro Am7 Fm/Ab Dia tapaka teo ilay fotoana fohy Gm7 C7 [F Gm7/F | Fmaj7-Gm7/F x2] Ny masonao mamiratra indro tazako Tonony 3 ( Mbolatiana) F Dbaug Nofy hoy anao, Nefa hoy aho Dm Cm Kisarisary matotra ato an-tsaiko Bb C/Bb Bb C/Bb Tsy afako intsony ireo nofinao Am7 Fm/Ab Toa sary sy nofy nifoha Gm7 C7 [F Gm7/F| Fmaj7-Gm7/F x2] Nindramina mba hialoha fitiavana mamiratra Tonony 4 F Dbaug Nangovitra ianao, nihovitra ianao Dm Cm Bb C/Bb Fa ngadona efa vitako_hira ela ny hovitrovitrao Bb C/Bb Mitovy ny ahy sy ianao Am7 Fm/Ab Tsy tapitra hatreo 'lay fotoana fohy Gm7 Bb/C C7 [F Gm7/F| Fmaj7-Gm7 x2] Fitiavana mandra_kizay no niantomboka