Key: Dm (F), Em (G)
Intro (Dm, F)
Dm(add9)....|C#aug..A/C#..
Dm(add9)....|Bb(add9)....
Gm.... |C7sus4..C9..
Verse 1 F Bb/F F
Tsy haritro fa (hi)hira aho ho anao
Bb C7
Tsapako, f'izay no azoko atao
F Bb Am
Mamiko ny ora toy izao
Dm C7
Fifaliana no ao am-poko ao
Chorus #1 Bb C/Bb
Ho tsinjaraiko manontolo
Am Dm
Omeko, hafoiko daholo
Gm C
Ampiray antsika ety
Am Dm
Ny fontsika hifangina
Bb C/Bb
Ho tetezitsika hiombonam-peo
Am Dm
'Reo voady rehetra ireo
Gm7..C..|F..
Bb/F..C/E..|Am7..D7..
Verse 2 (Key: Em,G)G C/G G
Any ora, any andro iray
C D7
Mbola hihaonantsika eto indray
G C Bm
Ny fotsika mbola hifandray
Em D7
Hiarika, hihira rahatrizay
Chorus C D/C
Ho tsinjaraiko manontolo
Bm Em
Omeko, hafoiko daholo
Am D
Ampiray antsika ety
Bm Em
Ny fontsika hifangina
C D/C
Ho tetezitsika hiombonam-peo
Bm Em
'Reo voady rehetra ireo
Am D
Ny hira no hiaro
Bm Em
Hanandratratra ny fo
Em
Hira iray (hira iray)
D7
No ampiray
G
Ho anao sy ho ahy
Solo (mitovy amin'ny Verse 2)VST: MKSensation Xtreme: Ep2 + Dyno + Crystal
Hiran'i Bodo rehetra: Bodo
Hiran'i Do Rajohnson rehetra: Do Rajohnson
Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay
Tonalite: G
Intro
Cmaj7 D Cadd9 G(add9)/B
Bb Am7 G
----------------------
Ebmaj7 D7sus4 G (2x)
Ebmaj7 D7sus4
Tonony 1G D/F#
Ny teny mamy nolazaiko
Em7 Dm7 G7
Nanambitamby aminao
Cmaj7 Bm7 Am7
Matokisa sombinaiko
C/D G Am7 D
Fa tsy hiova hatram’izao
Tonony 2
G D/F#
Hatezerako ombieny ombieny
Em7 Dm7 G7
Nankararirary fo
Cmaj7 G/B Am7-C/D
Aza raisinao ireny
G
Aoka hivalona avokoa
Fiverenana D C
Ianao irery no nilaiko
G
Ianao ilay nofinidy
D C
Mahay mandamindamina ny saiko
C/D G
Diamondra sarobidy
--------------------------
2x
Am7 D7/C
Raha misy ny hadalako
B7 Em7
Olombelona tokoa
Cmaj7 Bm7 Am7
Aoka re mba hofafàko
C/D G
Dia hovaiko ho zava-tsoa
Solo (mitovy @ tonony 1)
Tonony 3G D/F#
Ny sangisangy izay fanao
Em7 Dm7 G7
Horokoroka fahiny
Cmaj7 Bm7 Am7
Raha mety re ianao
C/D G Am7 D
Averiko eto ankehitriny
Tonony 4
G D/F#
Ny bedibedy ’zay tsy tanty
Em7 Dm7 G7
’Zay nandreraka ny loha
Cmaj7 G/B Am7
Tsy ataoko intsony mandra-maty
C/D G
’Zao dia ’zao aho dia hiova fo
Fiverenana
Famaranana:Cmaj7-G/B-Am7 Ebmaj7-D7sus4-G
Intro:Bm7....G.... | Em7....A.... (2x)
D....| Gm/D Verse 1
D Daug D6
Ity hira ity raha vao hiraiko
D7 G Gm D Gm/D
Dia ianao no tadidiko, dia ianao no ato an-tsaiko
D Daug
Tsaroako hatrany 'reo teny mamy
D6 D7 G Gm D
Vao nataon-tsika omaly, ato am-bavako androany
Pre-Chorus F#m7 Em7
Toa hafahafa izany fitiavako
F#m7 Em7 Em7b5 Raha tsy eo ve ny hira dia ho adinoko io olona io
Chorus D C aaa..Tsy_izany velively
Bm7 A#dim7 Bm7 Fa isan’andro aho dia mahita azy akaiky eo
Solo: A/C#-D |C| Bm A#dim | DVerse 2 D Daug D6Ity hira ity raha vao hiraiko
D7 G Gm D Gm/D Dia ianao no ato an-dahoko, dia ianao no tsaroako
D Daug D6Tsaroako hatrany ireo tambitamby
D7 G Gm DVao nataonao ahy omaly, ato anatiko androany
Pre-Chorus (tsy misy "io olona io")
Bridge F#m7 | Em7 F#m7 | Em-A/E Gm-F#7 A#dim7-Bm7
Tsy hira ihany
G No mitondra_ahy ho_any
Em7 A F'izay rehetra ataoko, dia nankany
Bm7 G Izy no tiako, hany ifaliako
Em7 A Izy no hiraiko, izy ihany
Solo:D C | Bm A#dim BmChorusOutro:D C| Bm A#dim7| A/C#-D
D6 = Bm/D Em7b5 = Gm/E
Tondrompeon'i Lalatiana hafa: Lalatiana
Hiran'i Aina Cook rehetra: Aina Cook
Tonalite: C (capo 4eme case), E (no capo)
Capo: 4Am7': x02213
C: x32013Fsus2: 13301x F(add9):1x3213
G(add9): 3x020x (T1) , 3x5435 (T2)Intro:Fsus2 Am7' (4x)Tonony 1 C' G/B
Lasa ianao, lasa lavitra any
Am7' G(add9)
Nandao ny tany, 'lay feno tomany
F C/G
Izy irery no tavela, tsy afaka nitafa ela
G G-Am7-------------G/B
Tsy afa-nanoatra fa... tsy maintsy nifandao
Tonony 2 C' G/B
Lasa ianao, nanalavi-tiana
Am7' G(add9)
Dia 'lay fiainan-tsy hita, tsisy fahoriana
F C/G G
Izy teo nangahiahy, lahatra tsy afa-nanda
Pre-Chorus Am7
Raha ny tiany, fifaliany
G
No tazominy eo anilany eo
F G
Tsy maintsy nekeny, tsy fidiny
Fiverenana C' G/B
Lasa ianao, tsy nifidy ny handao
Am7' G
Fa voantso amin'ilay fiainam-baovao
C' G/B
Lasa ianao tsy afa-nampilaza
Am7' G
Izy tavela nitomany toa zaza
C' G/B
Lasa ianao, tsy nifidy ny handao
Am7' G
Fa voantso amin'ilay fiainam-baovao
C' G/B
Fa lasa ianao, izy nisaona
Am7 G
Manantena anefa indray andro ianareo
F(add9) - Am7' | F(add9) - Am7'
Mbola hihaona
Tonony 3 C' G/B
Ny ranomasony tsy voatana
Am7' G(add9)
Ny momba anao tsy hainy ho fafana
F C/G
Ny sainy tsy tony satria ianao tsy eto intsony
G G-Am7-G/B
Efa nialoha lalana
Tonony 4 C' G/B
Fotoana fohy no niarahana
Am7' G(add9)
Tampoka loatra ny fisarahana
F
Izy mino mitanisa
`Fa hoe misy 'lay paradisa
Pre-Chorus/Fiverenana
Hiran'i Bodo rehetra: Bodo
Tonalite: FIntroDm Am/C | Bbmaj7
Em7b5 (na Gm/E) -Gm7A7sus4-A7 | Dm-----------------Dm7 - C/E - F | F - C/E - Dm7 C*Bb - F/A -Gm9 - Bmaj7/C FBb/F- F (2x)Tonony 1 F C/E
Sombinaiko, ho anao
Dm G7 Bb/C C
No amoronako, ity hira ity f’efa
F C/E
Tsy ho ela dia ho avy
Dm G7 Bb/C C
Ilay ora iray, iandrasako anao
Fiverenana Bb F/A
Fantatro fa tsy safidinao
Gm7 Bb/C C F Gm7-F/A
Ny ho tonga ety an-tany
Bb F/A
Tsy lanitra no hitsena anao na
G F/C C
Paradisa koa
Tonony 2 F C/E
Fa fantatro, f'hisedra ny mafy ianao
Dm G7 Bb/C C
Nefa aoka ho fantatrao fa tsy noho izany
F C/E
No hahatongavanao, fa fitiavana
Dm G7 Bb/C C
Tsy misy tambiny fa omena tsotra izao
Fiverenana Bb F/A
Ka tsofin-drano ianao mba ho olo-mendrika
Gm7 Bb/C C F Gm7-F/A
Fitiavana no hany anananao
Bb F/A
Sabatra ampy hiaro anao
G F/C C
Raha sendra loza koa
Famaranana F Gm11 F/A
Fa izay no lovasoa, tsy mety ho lo
Bb C
Atolotro ana__o
F Gm7 F/A
Vatsy entinao, hamaky ity
Bb C
Fiainana ma_fy
F Gm7 F/A Bb-C
Fa raha toa ka saraka anao, io fitiavana io
F Gm11 F/A
Antsoy fa izy no hamaha, Hanasitrana
Bb-C
Ny aretinao
F Gm11 F/A | Bb C
Katsaho
Key: Ab
Intro: Ab....
Bb/Ab..Eb/G..| Db/F..Ab/Eb..
Dbmaj9..Cm7..| Bbm7..Bbm7/Eb..Verse Ab Eb/G
Vao ianao no hitako
Db Ab
...Dia fantatro fa tiako
Bb/Ab Eb/G
...Hany ka tsy vitako
Dbmaj9 Ab/C Bbm7 Bbm7/Eb-Eb
Ny hanohy ny diako, tsy hijery anao
Chorus Fm Eaug Ab/Eb Dm7b5
...Tiako ianao ho ve__lona
Dbmaj9 Cm7
...Ao am-poko ao
Bbm7 Abmaj7
...Tiako ianao ho velona
Bbm7 Bbm7/Eb Ab Cm7 Bbm7 Bbm7/Eb
Ao am-poko ao
Db/F-Eb/G
Bridge (2x)
Ab Eb/Ab Db/Ab Db/Ab
Ary 'zay fiselon’ny rivotra rehetra, te hisetrasetra
Ab Eb/Ab Db/Ab Db/Ab Ab
Mamy hetraketraka mipetraka, miady amiko
Bb/Ab Eb/G Bb Eb
..Haiko tsotr’izao, Fa tsy hamono anao
Dbmaj9 Cm7 Bbm7 Eb/G Ab
..Ao am-poko aho, Satria ianao... mami__ko
SoloGb/Bb-B.. Abm7 Emaj7 (2x)Gb-Ab Cm7 Db
Eb-Fm7 Cm7 Bbm7 Bbm7/Eb-Eb
Ab-Gb/Bb
Outro
B E/B Gb/Bb E/Ab
Izay inoako izao, Malalako ianao
B/Gb Db/F E/Gb Gb-E/Ab-Gb/Bb
Velona ato anati_ko
2x
-----
E Gb Abm Ebm7
Mandram-pahafatiko (3x)
E Gb Ab
Mandram-pahafatiko
Tondrompeon'i Bodo rehetra: Bodo
Intro (Key: C#m7 na E)C#m7-G#m7 | G#m7-F#m7
F#m7 | A/B-E
Verse 1 E C#m7
Tsy mahagaga raha toy izao
F#m7 B-A Raha toa nosoloiny ianao
G#m7 C#m7 F#m7 A/BOlon-kafa vaovao ny anilany eo
E C#m7Vao niandoha dia fantany
F#m7 B-AToa mahatsapa izy hoe resinao
G#m7 C#m7 B Ka niaretany avokoa ireo toetranao
Pre-ChorusD A F#m7 Bm7 Noheverinao adala angamba izy samirery
A G#m7 F#m7 Esus4..E..Tsy ahalala fitia tsy ho azy
D A F#m7 Bm7 Nataony am-po tadidiny satria mafy
A G#m7 F#m7 Esus4..E..Fony izy nanjo ny hafa
Chorus (2x) - Key: C# C# G# F# C# Dia nafoiny nosoloiny ny momba anao
C# G# Nohadinoiny tsisy intsony
F#
A Bsus4.. (E outro)
Tsy ho azy ianao
Verse 2 (Key: E) E C#m7Fahotana avy aminao
F#m7 B-ANo nahatonga izao rehetra izao
G#m7 C#m7 F#m7 A/BMety ho tsapany tokoa, raha niova ianao
E C#m7Vao niandoha dia fantany
F#m7 B-AToa mahatsapa izy hoe resinao
G#m7 C#m7 B Ka niaretany avokoa ireo toetranao
Tondrompeon'i Aina Cook hafa: Aina Cook
Hiran'i Tovo J'Hay rehetra: Tovo J'Hay
Intro: D Bm7 G D (2x)
Tonony 1
D Bm7 G D
Izy angaha nanan-tsafidy, fa zay kely hananany ihany
D Bm7 G D
No tiany hiainana ety, handreseny ny ankason'ny tany
Pre-chorus Bm F#m G D
Nitomany aho e, manodidin'azy tsisy anjely
Bm F#m E A
Tsy misy mpiaro e, fa mandevina fahoriana irery
D F#m Bm F#m
Tsy niriny ny hitsipi-pako, tsy niriny ny hangataka ety
G A F#m Bm E A
Fara-hidin izay fiainana, no mba lova nomena azy tety
D F#m Bm F#m
Na ny nofiny anie aza kely e, tsy mba asa na fianakaviana
G A F#m Bm E A
Fa sakafo ary akanjo sy tafotrano, Handosirany izay mety hamono azy
Fiverenana D A Bm F#m
Resy lahatra aho, fa mbola be fihantrana
G D
Ny olona manondidina azy androany
E A
Ahalala tanana sy ho be fitiavana
D A Bm F#m
Resy lahatra aho, na hoe na ratsy aza ny tany
G D E A
Dia mbola misy fanantenana, hanampy azy ianao
D
Omeo tanana
Tonony 2D Bm7 G D
Izy angaha no nisafidy, fa vao teraka dia efa toy izao
D Bm7 G D
Fiainana mafy sy mangidy., efa sosona ao ambany hoditra ao
Prechorus/fiverenana
Famaranana (2x)
Bm G A
Hoe hanampy azy ianao
D
Omeo tanana
Verse 1 Cm7 Bb F/A Eny, akipio ny maso tsy_hijery Bb Bb/D Eb 'Zay fiainany tsy anilanao D7 Tsy akaikinao
Verse 2 Cm7 Bb F/A Eny, hodio tsy hita tsy hay Bb Bb/D Eb Na dia fantatra fa mahamay D7 G Ny vokatr’iza__y
Chorus (2x - Key: C C C7/Bb F/A Fa izay, fa izay ihany no azo atao G/B C Raha tena tia azy ianao C7/Bb F/A Ny ho avy tsy hay vinaniana G C Raha mba hiova izy any aoriana Verse 2 Cm7 Bb F/A Nefa, fantaro fa manampetra Bb Bb/D Eb Ny fiafiana amin-java-drehetra D7 G Handalo sy hitoe_tra
Chorus
Bridge C F(add9) Hifaliana fa tsy_hijaliana G C-F/A-G Ny fitiavana C F(add9) Misy fetra nefa ny fihafiana G Na ny fiarahana, nefa