Hiran'i Mage 4 rehetra: Mage 4 Bm: x24432 ^: bend (hingaina miakatra ilay naoty) Fampidirana D A...Bm A...D A... G Solo-intro D A Bm A ^ e|-------9-10-10-9----9 b|-10-12-----------12-- g|--------------------- D|--------------------- A|--------------------- E|--------------------- D A ^ e|-------10-12-14-15-14-14-12-10-12 b|-10-12--------------------------- g|--------------------------------- D|--------------------------------- A|--------------------------------- E|--------------------------------- G e|-10-9-- b|------12 g|-------- D|-------- A|-------- E|-------- Tonony 1 D A Raha vao mahita anao aho Em Bm A Miantsoantso ma_fy D A Averimberiko hoe Em Bm A 'Zay tia adala_e Tonony 2 D A Raha vao manembona aho Em Bm A Fantatrao foana_e D A Mahatsiaro faly aho aty Em Bm A G Rehefa miaina aminao anaty no___fy Fiverenana D A Em A Natao ho iray, natao ho iray D A G A Natao ho iray, ny fiainanao D A Natao ho iray (natao ho iray ) Em A Natao ho iray (natao ho iray) D A Natao ho iray (natao ho iray) G Ny fiainanao Solo (mitovy amin'ny intro) Tonony 3 D A Em Leferiko izay vita_e Em Bm A Tsy fahotana_e D A Ny iainanao taloha Em Bm A Tiako tsy hita_e Tonony 4 D A Em Ny antsika tsy_ho fijaliana_e Em Bm A No iainana e__ty D A 'Reo adalana taloha Em Bm A G A Dia ho soloin’ilay fitia tsy mety le____fy Fiverenana (2x) D A Natao ho iray (natao ho iray ) Em A Natao ho iray (natao ho iray) D A Natao ho iray (natao ho iray) G A Ny fiainanao e i e Tetezana Bm F#m Vavaka no atao G D A Fefin’ny fiainantsika_e Bm F#m Tsisy handrava intsony G Em 'Zay niainan-tsika roa A.... Noho ilay fitia Tetezana/solo D A Em A Bm F#m G D Bm F#m G Em A.... Tonony 5 D A Em Ny antsika tsy fijaliana e Bm A No iainana e_ty D A 'Reo adalana taloha Em Bm A G A Dia ho soloin’ilay fitia tsy mety le___fy Fiverenana (3x) D A Natao ho iray (natao ho iray ) Em A Natao ho iray (natao ho iray) D A Natao ho iray (natao ho iray) G A Ny fiainanao e i e
Tag Archives: tondrompeo
Roa Ho Iray (Mage 4)
Hiran'i Mage 4 rehetra: Mage 4 Bm: x24432 Bm/A: x04432 Bb: x13311 F#: 244322 Fampidirana Bm Em F# Bm G Em F# Tonony 1 Bm G Niezaka teny foana aho D A Bm Ny hanantona anao G Te-hanarina ireo tsy nety D A Bm Nandratra ny tao anatinao tao Tonony 2 G D Mbola zaza fanahy aho tamin'ireny A Bm Tsy matotra na toetra na fiteny G Ny hambo koa tsy voafehy A D Naharava ny antsika Tetezana F# Bm Hay ilay toerako tao aminao A D Tsy lasa fa mbola niandry Em F'ianao ninia tsy nampiseho hoe F# Mbola tia Fiverenana (2x) G D Ka hiara-dalana indray A Bm_____Bm/A__G Fo roa vaovao no hitempo iray G Bb__A Hifampitantana___ ----------- Tetezana/Solo Bm Em F# Bm-Bm/A G Em A Ho mandrakizay Tonony 3 Bm G D Tsy nisy na iray aza hatramin'izao A Bm Nahafafa ny fitiavako tsy ho anao G Ny hanitrao toa manaraka eny foana D A Bm 'Reo nofy tsy hotantaraiko intsony Tonony 4 G D Iriko eny hisy ny andro iray A Hanorenantsika indray Bm G Ilay edena vaovao A D Lavitry ny hadalana Tetezana F# Bm Hay ilay toerako tao aminao A D Tsy lasa fa mbola niandry Em F'ianao ninia tsy nampiseho hoe F# Mbola tia Fiverenana (2x) G D Ka hiara-dalana indray A Bm_____Bm/A__G Fo roa vaovao no hitempo iray G Bb__A Hifampitantana___ Bm Ho mandrakizay Famaranana Bm Em F# Bm-Bm/A G Em F#
Tongava Re (Mahaleo)
Hiran'i Dama rehetra: Dama Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Bb: x13331 Fampidirana: G Tonony 1 (2x) G Bb Tongava re, tongava re Bb C Tongava mamangy ny tanana misy anay C F Tongava aza misalasala ho'aho F C Tongava manaraka ny arabe G 'Zay mitondra mankany Tetezana G F Ho adinonao daholo ary ireo sorisory F G Sorisory mandreraka anao G F Ho adinonao daholo ary ireo tebiteby F G Tebiteby mandreraka anao Fiverenana (2x) G Em Fa ny zavatra ho hitanao any F Dia lanonana F C Lanonana miaraka am'reo akama G 'Zay any an-tanana Tonony 2 (2x) G Bb Tsy kobaka am-bava izy ity ry zalahy Bb C Tsy kobaka am-bava toy ny kabary C F Tsy kobaka am-bava nodradradradraina F C Fa hirahiran'ireo bandy kely G 'Zay mitendry kabosy Tetezana G F Manakoako daholo ireo lohasaha malaza mangina G F Manakoako daholo ny ambanilanitra iray manontolo a Fiverenana (2x) G Em Tsy mbola nahita ohatr'zany aho F Tena marina ho'aho F C Feona kabosy sy dihy malagasy G Dia mahavita an'izany an Tonony 3 (2x) G Bb Tsy notambatambazina na noterena Bb C Fa tonga daholo ny tao an-tanana C F Niara-niredona ireo hirahira F C Hirahira ataon'ireo bandy kely G Hirahira vokatry ny tany Tetezana G F Velona am'zay ary ny lamako F G Miaraka amin'ny amponga G F Velona am'zay ary ny taralila F G Miaraka amin'ny langorona Fiverenana (2x) G Em Tsy mbola nahita ohatr'zany aho F Tena marina ho'aho F C Nanjary nisy bal tao an-tanana G Mandram-parain'ny andro an Tetezana (2x) G Bb Iny fa tonga am'zay Bb Am Tonga am'zay ny maraina Am Bb Iny fa nody am'zay Bb Am Nody am'zay ireo akama G G Manaraka ny arabe, arabe F C G 'Zay mitondra an'zareo handeha, handeha Tonony 4 (2x) G Bb Mandehana re, mandehana re Bb C Mandehana mankany amin'ny tanana misy anao C F Mandehana aza misalasala ho'aho F C Mandehana manaraka ny arabe G 'Zay mitondra anao mody Tetezana G F Hiverina daholo ary ireo sorisory F G Sorisory mandreraka anao G F Hiverina daholo ary ireo tebiteby F G Tebiteby mandreraka anao Fiverenana (3x) G Em Fa ny zavatra miandry anao any F Manadala ho'aho F C Kandra_be_manadala ho'aho ry leirony an G Ka mba marina mafy an
Ilay Mahantra (Kiaka)
Hiran'i Kiaka rehetra: Kiaka Power chord daholo A(5): 577xxx na x022xx B(5): x133xx E(5): 022xxx F#m(5):244xxx Fampidirana E B C#m G# A E B Tonony (2x) E B F#m A Andro maraina vao mifoha E B F#m A Andro iray vaovao eo am' fiainako E B F#m A Ny omaly ihany ve no_hosainiko E B F#m A Tsy misy hafa f'iray ihany koa Tetezana C#m B Ka inona ary no hataoko A F#m B Hanao inona (2x) Mandritry ny andro C#m B Sakafo ihany no ato an-tsaiko A F#m B Hanao inona (2x) Mba hahazoako izany Fiverenana E B C#m G# Ho aiza e, ho aiza e, 'lay mahantra A E B Toa tsy mba faly amin'ny fiainana E B C#m G# Ho aiza e, ho aiza e, 'lay mahantra A E B Oh o o, ie e e, ka mba vonjeo re A B C#m Tonony/Tetezana/Fiverenana Solo C#m G#m A F#m B C#m G#m F#m A B Fiverenana
Misy Andro (Tselatra)
Hiran'i Tselatra rehetra: Tselatra G/B: x2003x Fampidirana (2x) G D C (2x) Tonony 1 G C Misy andro maloka mangatsiaka G C Rakofan-draho-mainty tsy hibaliaka e G C Misy andro manjombona sy mahonena G C Vao nihiran-tsaina nefa dia nianjera e Fiverenana D Avia, avia isika anie D Hifampitantana hiara-dia re D Avia avia isika androany D Hitaditady ny marina hatrany Tonony 2 G C Misy andro dia manontany tena G C Nahoana no_hanompo vola sy harena_e G C Fa ny omaly ihany no mbola androany G C Nangoninao tety tsy manaraka anao any e Fiverenana D Mba avia avia isika andeha D Hivavaka hifankatia be D Avia avia isika androany C G/B D Hanaraka ny tsara sy mamy Tonony 3 G C Aza tsindrina ny olona mahantra G C Mba jerijereo ny ady tsy ombi-tratra G C Doro atidoha adabohy fa tsy soa e D C G Mpiray tanindrazana soavina mialoha D C G Mpiray tanindrazana tiavina tokoa_e Fiverenana D Ka avia avia isika re D Fa tsy fiainana ny mafy ady lava ity e D D Avia avia isika androany C G/B D Hifanolotra ny mofo tsy lany Tetezana/solo (4x) G C Tonony 4 G C Dia aza variana mitsetsitra foana G C Hitady voninahitra mandavan-taona e G C K'angoro-karena fa olo-tia-tena G C Mba zarazarao ny vokam-pirenena_e Fiverenana D Avia avia isika andeha D Hiaraka hihira hivavaka be D Avia avia isika androany D C G/B D Hiara-dalana ho any lavitra any Tonony 1/Tonony 2
Malahelo (Tselatra)
Hiran'i Tselatra rehetra: Tselatra Fampidirana G C (4x) ------- G D Em C Bm Am (2x) Tonony 1 G D Em Malahelo aho fa hody ianao rahampitso C Bm Am Hilaozanao 'zany 'ty tanana G D Em Rahoviana indray vao hifankahita C Bm Am Malahelo aho ka mahatsiaro irery Fiverenana G D Am Lasa ianao fa tsy tamana G D Am Nilaozanao ity tanàna G D Am Lasa dila ka tsy tana G D C Tavela irery ka tomany Tonony 2 G D Em Iza indray izao no ho namako C Bm Am Hitafako sy mba hiresahako G D Em Marary ity foko manirery C Bm Am Mahatsiaro anao ry akama tena favy e Fiverenana G D Am Lasa ianao fa tsy tamana G D Am Nilaozanao ity akama G D Am Lasa dila ka tsy tana G D C Tavela irery ka tomany Ka tomany e Tetezana G D Em C Bm Am G D Em C Bm Am Tonony 3 G D Em Iza indray izao no ho havako C Bm Am Hitantaraiko sy mba hilalaovako G D Em Marary ity foko manirery C Bm Am Malahelo anao 'lay akama tena tiako Fiverenana G D Am Lasa ianao fa tsy tamana G D Am Nilaozanao ity akama G D Am Lasa dila ka tsy tana G D C Tavela irery ka tomany Ka tomany e Famaranana (6x) G D Am
Anontanio Azy (‘Zay)
Hiran'i'Zay rehetra:'Zay B7: x21202 na x24242 E/G#:4xx400 F#m7:2xx220 Fampidirana (tab 1) E A A E e|-------4--------------2-4 b|-4-5-7-5---2----2-4-5---5 g|-4-4-----4-2----2-2-----4 D|-----------2------------- A|-----------0----0-------- E|-------0----------------0 E A A B7 E e|-------4-----------------0 b|-4-5-7-5---2----2-4-5-4--0 g|-4-4-----4-2----2-2---2--1 D|-----------2-------------2 A|-----------0----------2--2 E|-------0-----------------0
Tonony 1 A E/G# Efa ela mihitsy aho F#m7 E No tsy mba_nahita_azy intsony A Tsy nandre mihitsy F#m7 B7 Izay mikasika azy Tonony 2 A E/G# Fa hatramin’ilay adiady F#m7 E No tsy mba nifanena intsony A Nefa mino aho F#m7 B7 E F’izy izay mety efa tony Tetezana A E 'Zaho aty dia efa te-hahita azy indray F#m7 B7 Efa nanadino 'reo adiadinay Fiverenana A E/G# Fa mba anontanio azy kely F#m7 E Mbola ao ve ilay fitiavana A E/G# Fa mba anontanio azy kely F#m7 B7 Efa adino ve 'lay namana A E/G# Fa mba anontanio azy kely F#m7 E Tsy mety intsony ve 'lay fiarahana A F#m7 B7 E F’izao aty mbola te ho-tantanana Tetezana/Solo (Tab 1) Tetezana Fiverenana (2x)
Fianarantsoa (Mahaleo)
Hiran'i Bekoto rehetra: Bekoto Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo A7: x02023 D7: xx0212 D#dim7: xx121x Em: 0x2000 G7: 320001 Tonony 1 G A7 Amoron-dàlana aho indray hariva izay Am D D#dim7 Em Niandry fiarakodia hodiana any aminay G A7 Sendra nandalo ialahy nahita ahy samirery Am D D#dim7 Em Ka nampandroso anay tao anatin'ny fiarakely Fiverenana C Bm Tsy hohadinoiko anie 'zany lalana izany Am D7 G G7 Any ny havako, ny namako ny ankany C Bm Miolakolana ny mianatsimo any Am D7 Ny fitiavako mahitsy hatrany Tonony 2 G A7 Manerikerika ilay Fianarantsoa Am D D#dim7 Em Misy maraina mi___tifi-zavona soa G A7 Nahatsiarotsiaro izahay 'zay 'zao ialahy Am D D#dim7 Em Nianavaratra hono fa maro ny asa
Fiverenana
C Bm
Tsy hohadinoiko anie 'zany lalana izany
Am D7 G G7
Any ny havako, ny namako ny ankany
C Bm
Miolakolana ny mianatsimo any
Am D7
Ny fitiavako mahitsy hatrany
Tonony 3
G A7
Ny ropilanina manao hitsin-dàlana
Am D D#dim7 Em
Mitondra hafatra ho sora-tànana
G A7
Salama ny aty hoy ny tary rehetra
Am D D#dim7 Em
Hoy ny havana etsetra etsetra
Fiverenana
C Bm
Tsy hohadinoiko anie ity nosintsika ity
Am D7 G G7
Any ny havana sy ny ankany
C Bm
Miolakolana ny fiainana an-tany
Am D7
Ny fitiavako mahitsy hatrany
Sombim-panampiana (Bessa)
Hiran'i Bessa rehetra: Bessa
Abdim: 4xx43x
A7: x02020 A7/Db: x4x055
Am7: 5x5555x Am7b5: 5x554x
Bbmaj7: x13231 Bb/C: x3333x
C7: x35353 C7/Gb: 23231x (Gb7b5 ny tena anarany)
Cm7: x35343
Dbdim7: x45353
D7: x57565 Dm7: x57565 Dm/A: 5x7565
E/Ab: 4xx45x Em7b5: x10030
Gm7: 3x333x Gm11: 3x3311
G7: 353433 G7sus4:353533
F/A: x03211 F7: 131211
Intro F/A E/Ab-Abdim | Gm11 - C7/Gb F E/Ab-Abdim | Gm11 - C7 Tonony 1 F Em7b5 A7 Fa toy ny voninkazo D7 Gm11 Maniry an-tany hay C7 Dbdim7 Dm7 Mosaren-dranon’ando G7 Bb/C C7 Mbola tsy soa dia mala____zo Tonony 2 F Em7b5 A7 Tahak’izany koa D7 G7sus4-G7 Ny fo tsy manana fitia C7 Dbdim7 Dm7 (Dm7/A) Fa velombelom-poana Gm7 C7 F Tsy misy aina tokoa Fiverenana Dm7 A7/Db Cm7 F7 Bbmaj7 Mba ampandefero ty hambom-po ratsinao Bbmaj7 C7 Am7 Dm7 Gm7 C7 Am7b5 D7 Hanjary fo misaria_ka, 'lay fitiavan-tenanao Gm7 C7 Am7 D7 Ario 'zay kakay masia__ka Gm7 C7 F Fitiavana ahasolo ireo Tetezana/Solo (mitovy @ tonony)/Intro Tonony 3 F Em7b5 A7 Raha toa ianao mijaly D7 Gm11 Tsy ahitam-pifaliana C7 Dbdim7 Dm7 (Dm7/A) Ny fiainam-pa___horiana G7 Bb/C C7 Inty aho mba hamalifa___ly Tonony 4 F Em7b5 A7 Henoy 'zao hira izao D7 Gm7 Fampaherezako anao C7 Dbdim7 Dm7 (Dm7/A) Ahidiro am-po atao Gm7 C7 Fmaj7 Sombim-panampiana ho anao
Fiverenana
Bozy (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Bm/D: x2x231 (Bm7b5 ny anarany) C': x32013 C#dim:x4x020 Dm/C: x3x231 Gm6/Bb:x1x030 Fampidirana Dm Dm/C Bm/D Gm6/Bb Tonony 1 Dm Am Dm Am Rahoviana, ianao ry tiana E Am No hiverina indray C G C G Hahafaliana, miaro hakiviana Am C C#dim No hiandrasako, 'zay andro izay Fiverenana Dm Dm/C E Am Ry Bozy o, aiza ianao Dm Dm/C E Am Fa ny foko, efa lao Dm Dm/C G C' Miandry aman-taona, 'lay andro Dm Dm/C G C Ny andro sy fotoana, ahitako masoandro
Tonony 2 Dm Am Dm Am Asa lahy, raha izaho no sahy E Am Hamitaka anao C G C G Ataoko fa tsy hisy, tsy hisy 'zany indrisy Am C C#dim Satria, satria, mamiko ianao Fiverenana Dm Dm/C E Am Ry Bozy o, mba faingana Dm Dm/C E Am Fa ianao, no fiadiana hilaina Dm Dm/C G C' Hamerina indray eto an-tavako Dm Dm/C G C Ny tsikin'ny fahiny, re rahavako
Dm Dm/C E Am
Ry Bozy o, ianao irery
Dm Dm/C E Am
Ry Bozy o, no toky sy hery