Lasa (Kiaka)

Hiran'i Kiaka rehetra: Kiaka
Bm:  x24430 (intro/tonony/famaranana)
Bm/A:x04432
D/F#:2x0232
Em:  xx200x (intro/tonony/famaranana)
F#:  244322
G:   xx543x (intro/tonony/famaranana)
G6:  320030

Fampidirina (2x) - Tab 1
Bm (2x)
Em G Bm

Tonony 1
 Bm              Bm
Lasa aho fa nandreraka anao 
       Em   G       Bm
Ireo toetrako hatrizay 
 Bm     Bm
Nomenao ahy daholo 
     Em      G    Bm
Ireo entako sisa tany 

     Tetezana
            G6            A
     Na ny sary izay mba tena tianao
     F#             Bm      Bm/A 
       Dia nanjary haizina sisa 
          G         D                  A
     Nefa inona moa  no nahatonga an’izany
     Tab 2

     Fiverenana (2x)
     D   E   G     A         D
      Nahita   vaovao hono izy 
        E    G         A             D
     Nahita manja sy tsara indrindra e
         E   G     A         D
      Nahita   vaovao hono izy 
         E    G        D/F#    Em      
     Ka lasa,  fa tandremo tsara 
          D         A
     Sao potraka ianao
     Tab 3

Famaranana 2x)
Bm (2x)
Em G Bm

Tab 1 (intro/tonony/famaranana)
   Bm              Bm           
e|---------0---------------0------
b|---2-------2---2---2-------2----
g|-----3-------3-------3-------3--
D|-------4---------------4-------4
A|-2---------------2--------------
E|--------------------------------

   Em      G       Bm           
e|-------------------------0------
b|---0-------3-------2-------2---2
g|-----0-------4-------3-------3--
D|-2-----2-5-----5-------4--------
A|-----------------2--------------
E|--------------------------------
Tab 2
                     D    Em   G
                       Nahita.....                     
e|-------------------
b|---3-2-------------
g|-------2-4-2-------
D|-------------2-4-2-
A|-0-------0-------0-
E|-------------------

Tab 3
                     D    Em   G
                       Nahita.....                     
e|--------------0-
b|-3-4-4-3-2-2-3--
g|-4-6-6-4-2-2----
D|----------------
A|-0---0---0-0----
E|----------------

 


			

Hafatra (Mage 4)

Hiran'i Mage 4 rehetra: Mage 4
A2:   x02200 (na E4: 022200)
B:    x24442     B7: x21202 
C#m:  x46654

Fampidirana
E

Tonony 1
 E                A2      E
Ianao handalo ny tananany any 
     A2              B7         E
Hindramiko handainga aminy androany 
      E           A2      E
Raha hitanao izy ka manontany 
          A2             B7
Dia aza ataonao fantany hoe 

     Tetezana
               E          B         C#m 
     Mbola tsy afaka an-tsaiko eny foana 
        A        E       A2      B7          
     Ny andro taloha niarahanay roa 
                E      B       C#m
     Mbola tsy misy mihitsy fotoana 
           A       E       A2       B7
     Nampamaivana fo tsy anembonako azy 

     Fiverenana (2x)
           E
     Lazao azy kanefa 
          A2             E
     Fa nionona hono ny fony 
     A2             E                   B7
      Tsy misy tsarony na dia ny anaranao 

Tonony 2
      E                 A2    E
Raha manafatra anao izy aza adino
     A2                B7        E
F’izany anie mety mba hampionona ahy 
      E                  A2    E
Tsy maintsy tomany izy k'ampangino
         A2               B7
Nefa aza ataonao fantany hoe

     Tetezana
               E          B         C#m 
     Mbola tsy afaka an-tsaiko eny foana 
        A        E       A2      B7          
     Ny andro taloha niarahanay roa 
                E      B       C#m
     Mbola tsy misy mihitsy fotoana 
           A       E       A2       B7
     Nampamaivana fo tsy anembonako azy 

     Fiverenana (4x)
           E
     Lazao azy kanefa 
          A2             E
     Fa nionona hono ny fony 
     A2            E                   B7
      Tsy misy tsarony na dia ny anaranao

Mbola Ho Avy (Erick Manana)

Hiran'i Erick Manana: Erick Manana
Cadd9: x32033 Cadd9': x32030
D#dim7:  xx121x
Em:    xx2000 na xx2003
G/B:   x20033

Fampidirana (2x)
G/B Cadd9 D D#dim7 Em
G/B Cadd9 D

Tonony 1
G/B              Cadd9          D   D#dim7 Em
 Mbola ho avy ny andro hahatsiarovanao     ahy
        G/B        Cadd9     D
Amin'ny ora tsy ampoizimpozina
G/B              Cadd9       D    D#dim7  Em
 Mbola ho avy ny andro hampahory ny    fanahy
       G/B            Cadd9    D
Embona ahy ianao ka hiodinkodina 

     Fiverenana
              Cadd9' G/B     Am         G/B
     Mbola ho avy    e     irony nenina e
         Am        G/B         Cadd9           D          
     Hitsako miadana anao, hangidy izay telina e
              Cadd9' G/B          Am           G/B 
     Mbola ho avy    e,    tsy ho ela akory anie
           Am           C               D        G          
     Efa tsinjoko hatraty sahady fa ho ranomaso be

Tetezana
G/B Cadd9  D  D#dim7 Em
G/B Cadd9  D
2x
-----
    Cadd9' G/B Am    G/B
    Am     G/B Cadd9 D
    Cadd9' G/B Am    G/B
    Am     C   D     G

Tonony 2
G/B              Cadd9       D        D#dim7 Em
 Mbola ho avy ny andro hanakoako an-tsofi___nao
      G/B         Cadd9     D
Ireo dinantsika izay nosehinao
G/B              Cadd9             D      D#dim7 Em     
 Mbola ho avy ny andro hivatsy ny famerimbola___nao
        G/B        Cadd9       D
Ho_hitanao ihany izany ngidiny a

     Fiverenana
              Cadd9' G/B       Am            G/B
     Mbola ho avy    e     tsaroako tsara anie
          Am          G/B               Cadd9      D          
     Fony aho nilaozanao anie ka nahatsiaro fanina e
              Cadd9' G/B          Am           G/B 
     Mbola ho avy    e,    tsy ho ela akory anie
              Am             C            D            G          
     Mbola higoka ianao ny ngidin'ny ranomaso nateliko e
Tetezana (2x)
G/B Cadd9  D  D#dim7 Em
G/B Cadd9  D

     Fiverenana
              Cadd9' G/B       Am            G/B
     Mbola ho avy    e     tsaroako tsara anie
         Am        G/B         Cadd9           D          
     Hitsako miadana anao, hangidy izay telina e
              Cadd9' G/B       Am       G/B 
     Mbola ho avy    e,    hangirifiry be
           Am           C               D        G          
     Efa tsinjoko hatraty sahady fa ho ranomaso be

Izay Ratranao Dia Feriko (Erick Manana)

Hiran'i Erick Manana rehetra: Erick Manana
A':    577655
B:     x24442 B': 799877 B7: 797877
C#m:   x46654 
D':    x57775
E':    079997
F#m:   244222 F#: 244322 
G#m:   466444 G#: 466544 

Fampidirana
C#m  B     E 
C#m  B'    E
F#m  G#m   A'
B7   E'
G#   C#m
D'   A'    E

Tonony 1
      C#m          B   E
'Zay ratranao dia feriko
   C#m           B'  E'
Takaitranao no aretiko
     F#m      G#m   A'
Ka n'inon'inona hanjo
      B7               E'
'Zay lalanao no hizorako

     Tetezana
      G#                 C#m
     Hantsana io na tevana
              D'
     Tsy hampiova na hampihemotra
          D'        A'
     Fontsika mifangia
           A'           E
     Miala eto ka_hatrary

2x
Fiverenana
        C#m                F#
Veloma lava irony sento tomany
           C#m                  F#
'Reo nofy ratsy tsy nanambina omaly
             Bm                      E
Tsy irery intsony aho manomboka androany
           Bm                            E
Sendra ny tiako aho, sady tia ka tsy ho tana
           C#m               F#
Tsy hay vahana fa mifaningo-paka o
             C#m                     F#
Mihatra aman'aina ka tsy foiko ho ravana o
           Bm                   E
Fitiavana io fa tsy mba tady mazaka e
             Bm                           E
Tsy vitan'ny hoe tapaho hatreo io  dia miala
        F#
O sanatria!

Tetezana (solo)
C#m B   E
C#m B'  E'
F#m G#m A'
B7  E'
G#  C#m 
D'  A'  E

Tonony 2
    C#m        B   E
Fitiavanao no mamiko
    C#m         B'  E'
Fa mamy toy ny taniko
          F#m         G#m A'
Vimbino tsara fa ho arovako
      B7                 E
Raha sendra misy ny tsy to

     Tetezanana
        G#               C#m
     Fitia tsy nangalarina e
              D'
     Ka omeo lalana izahay fa
       D'        A'
     Ela niaretana
             A'          E
     Fa mba te ho sambatra

2x

Fiverenana
        C#m                F#
Veloma lava irony sento tomany
           C#m                  F#
'Reo nofy ratsy tsy nanambina omaly
             Bm                      E
Tsy irery intsony aho manomboka androany
           Bm                            E
Sendra ny tiako aho, sady tia ka tsy ho tana
           C#m               F#
Tsy hay vahana fa mifaningo-paka o
             C#m                     F#
Mihatra aman'aina ka tsy foiko ho ravana o
           Bm                   E
Fitiavana io fa tsy mba tady mazaka e
             Bm                           E
Tsy vitan'ny hoe tapaho hatreo io  dia miala
        F#
O sanatria!
 

Fitiavako An’i Mama (Erick Manana)

Hiran'i Erick Manana rehetra: Erick Manana
Capo:  2
Dm:    xx0231

Fampidirana
Am  Em  F  C
Dm  Am  E  Am 
G   C   E  Am  G

Tonony 1
       C             
Teny tsotra sady fohy
        Dm           
Ny hoe tia fa tsy voalaza
      G               
Teny kely fa mampahory
         C
Rehefa tsy voaloaky ny vava

     Tetezana
            F       
     Ny fitiavana 'lay reny
            Dm 
     Mbola hafa koa io ka hafa
             G
     Toa tsy ankiteniteny
           C
     Nefa henoko mitafa

     F           G   G         C
      Tena marin’ô, tena marin’ô

     Fiverenana
            Am 
     Ny fitiavako an’i Mama 
            Em
     Tsy mivaky fa mafonja ô
            F
     Tsara kotrika mafana
             C
     Am-poko ao izy manonja ô

              Dm
     Tsy mba mila orokoroka
              Am
     Tsy mba mila safosafo
           E
     Fa fitia miray fototra
             Am
     Mandra-maty tsy halazo
             G     C        E Am
     Ho ela velon’ ô Neny tiako
     
Fiverenana faharoa famaranana
             G     C        E F G A
     Ho ela velon’ ô Neny tiako

Voninkazo Adaladala (Erick Manana)

Hiran'i Erick Manana rehetra: Erick Manana
B7:    x21202
C#m:   x46654 
E/G#:  4x2100 Eadd2: 024100 
F#m:   244222
G#m:   466444

Fampidirana (2x)
C#m  G#m A  E/G#
F#m  A   B7 Eadd2 (tab 1)

Tonony 1
      Eadd2     C#m
Voninkazo adaladala
      A          E/G#
Voninkazo tsy misaina
      A        B7
Fa maniry samirery
        Eadd2
Eny an-tany karankaina

Tonony 2
     Eadd2    C#m
Manodidina rehetra
     A           E/G#
Efa ringitra avokoa
     A         B7
Efa tapitra matory
      Eadd2
Izy irery no mifoha

     Fiverenana
         C#m         
     Ny foko koa adala tsy mba
      G#m    
     May manadino e 
           A      
     Ny rehetra raha mangina
             F#m      B7 (Tab 2)
     'Zaho mbola mino e
 
            Eadd2      C#m
     Mbola tena mahatsiaro
              A        E/G#
     'Lay fitiavako taloha
            A            B7
     Mbola velona ao am-poko
            Eadd2 
    Tsy mitsahatra mamoa

Tetezana
C#m G#m A  E/G#
F#m A   B7 Eadd2 (Tab 1)

Famaranana (2x)
 Eadd2  C#m    A       E/G#
Vo__ninkazo, adaladala e  
 A    B7     Eadd2
Voninkazo, adaladala o 

Tab 1
   F#m       A     B7  Eadd2
e|-------------------2-0---------0
b|---------0-2-----4-----------0--
g|-2-2-1-2---2---2-----------1----
D|-------------2-----------4------
A|-----------0-----2-2---2--------
E|-2-2-----------------0----------

Tab 2 - Tsy voatery tendrena
        B7  Tab 2  Eadd2      C#m
---mino e...Mbola tena mahatsiaro
e|---------------
b|---------------
g|---------------
D|---------------
A|------2---0----
E|------------4-2


			

Raha Mila Fanampiana (Mahaleo)

Key: C

Intro: C....|C.. G7/B..|G7..Am.. 
       F..D7/F#..|G....

Verse 1
C
 Raha mila fanampiana ianao
C
 Raha misy tsy mety ny atao
C          G7/B G7          Am
 Tsarovy aky e,   fa_any ho any
F      D7/F#        G
 Misy namanao tena tia

     Chorus
     C         G7/B    Am            Em7
      Miandry fotsiny,   miandry pi-maso            
     F         D7/F#     G
      Miandry hokopahin-tanana
     C            G7/B Am               Em
      Fa vonon-kijoro,   handresy ny ankaso                      
           F         D7/F# G        C
      Satria izany  no    tena namana

Verse 2
C
 Raha misy zava-mampahory
C
 Ka mila tsy ahitan-tory
C          G7/B G7          Am
 Tsarovy aky e,   fa_any ho any
F      D7/F#        G
 Misy namanao tena tia

     Chorus
     C            G7/B Am           Em7
      Mahantra sy osa,  mahantra harena          
     F        D7/F#        G
      Kanefa kosa tsy tia tena 
     C            G7/B Am        Em7
      Fa vonon-kanampy,  satria tia                     
       F         D7/F#  G    C
     Tsy mitady valiny sanatria

Bridge:  C....| ..G7/B..|G7..Am..
         F..D7/F#.. |G....

Verse 3
 C
Raha mahatsiaro irery ianao indraindray
 C
Raha marary nefa tokana iray
C          G7/B G7          Am
 Tsarovy aky e,   fa_any ho any
F      D7/F#        G
 Misy namanao tena tia

     Chorus
       C          G7/B  Am               Em7
     Tsy irery ianao,     fa misy mahatsiaro         
     F          D7/F#    G
      Ka ny alahelo atsaharo
      C           G7/B      Am           Em7
     Fa na ali-mikitroka o,   na oram-baventy                    
         F           D7/F#        G   C
     Ho tonga tsy ho ela aho, fa vetivety

Verse 4
 C
Fihavanana tsy ravan’ny taona
 C
Fa madio sy hamiratra foana
C          G7/B G7          Am
 Tsarovy aky e,   fa_any ho any
F      D7/F#      G       C
 Misy namanao hatrany hatrany (2x)

Tondrompeon'i Mahaleo rehetra: Mahaleo 
D7/F#: 2x021x
Em: 0x0030 
F: 1x3211 
G7: 3x0031 G7/B: x20031

Vololona (Mahaleo)

Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo
Capo: 4
F:  1x3211
G7: 320001

Fampidirana
C Em, F G7 C (2x)

Tonony 1
C             Em
 Tonon-kira iray e
F        G       C
 Ahatsiarovako anao
C                  Em
 Io ilay hira fahizay e
F        G                 C   
 Mbola niaraka izaho sy ianao

Tonony 2
C           Em
 Vaky ny sitara
F         G    C
 Mangina ny valiha
C               Em
 Izaho sy ny gitara
F         G       C
 No hany sisa mandihy

     Fiverenana
              F G       C Am  
     Vololona o  Vololona
              F G       C
     Vololona o  Vololona 

Tonony 3
C               Em
 Hitako ianao omaly e
F         G           C 
 Teo an-tratran'ny zalahy iny
C                Em
 Tsapako fa falifaly e
F      G        C
 Adinonao ny fahiny

Tonony 4
C                Em
 Sentosento sorisory e
F       G     C
 Adin-tsaina koa
C                Em
 Na mijoro na matory e
F         G             C
 Ny anaranao no ato an-doha

     Fiverenana
              F G       C Am  
     Vololona o  Vololona
              F G       C
     Vololona o  Vololona
Tonony 5
C                Em
 Tsy alahelo ve moa
F     G       C
 Olombelona ihany
C                      Em
 Raha mahatsiaro ny taloha
F         G      C
 Mety ho lasa vinany

Tonony 6
C                   Em
 Mizara roa ankehitriny e
F          G    C
 Ny lalantsika teo
C                   Em
 Samy mahazo izay iriny e
F         G         C
 Ka ny ho avy no jereo

     Fiverenana
              F G       C Am  
     Vololona o  Vololona
              F G       C
     Vololona o  Vololona

Famaranana
C Em, F G7 C (2x)

Raha Tsy Ho Eo (Mage 4)

Hiran'i Mage 4 rehetra: Mage 4
A':    5xxx55
B7:    x21202
C/E:   xx2010 Cadd9/E: xx2030 Cadd9: x32030
D2/F#: xx4230 D2:      xx0230 D4:    x5403x
Em:    xx2000 (intro/tonony 1 & 2/Fiv #1)
G':    xx5433

Fampidirana #1
Em    D G Cadd9/E (4x)
Em    D G A
Cadd9 C

Tonony 1
Em                  D2/F#
 Raha tsy ho eo intsony ianao
     G'                    C/E
Hanamaivana ny adin-tsaiko iny
Am              D2           G' C D4
 Ka tsy ho tazako 'lay endrikao
Tonony 2
Em               D2/F#
 Aza hadinoina ilay 
     G'                       C/E
Taratasin-kira ho ahy sy ho anao
Am          B7          Em      Cadd9
 Vetsom-pitiavako hatrizay ouh ouh 
G'    D     C D4
 Mikalo hoe

     Fiverenana
      G         D2       Em    
     Hatramin’izay ela izay 
     Cadd9-C             G         D2
            Iray foana izaho sy ianao 
      G          D2        Em
     Ka tsy hoe fafana indray 
     Cadd9            G    D
          'Reo 'zay efa natao 

       G             D2           Em
     'Reo 'zay rehetra_ao anatiko ao 
     C          G D
      Ho anao irery
       G             D2     Em
     'Reo 'zay rehetra nomenao 
     Cadd9-C                G D Cadd9 C
            Tsy hasiako ho very

Tonony 3
Em              D2
 Vao tonga any ianao
     G                 C
Hahasarika foana mpanadalo 
Am           D2               G  C D4
 Hitaintaina aho sao ho very dia

Tonony 4
Em                 D2
 Raha tsy irery ianao any
      G                    C
Iangaviako mba tsy hilaozanao
Am       B7               Em       Cadd9 
 'Ty fo tokako iray, manirery ouh ouh
G     D     C D4
 Mikalo hoe

     Fiverenana (2x)
      G         D2       Em    
     Hatramin’izay ela izay 
     C             G         D2
      Iray foana izaho sy ianao 
      G          D2        Em
     Ka tsy hoe fafana indray 
     C            G    D
      'Reo 'zay efa natao 

       G             D2           Em
     'Reo 'zay rehetra_ao anatiko ao 
     Cadd9-C          G D
            Ho anao irery
       G             D2     Em
     'Reo 'zay rehetra nomenao 
     C                G D 
      Tsy hasiako ho very

Ianao (Mahaleo)

Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo
Capo: 4
Dm/F: xx323x na 1x323x
F:    1x3211

Fampidirana
C Dm/F-F
G C

Tonony (2x)
C                  Dm/F   F    
Ianao no nofidiko re rahavana
G       C
 Omeko fitiavana
C                     Dm/F   F         
 Jereo ka mba raiso ireto tanana
 G                           C
Mitoloko izy ireo f’aza lavina 

     Fiverenana
     F                C
      Atolotro anao, ho anao irery 
      G                  C
     Hataka ihany anefa fa tsy an-tery 
     F                       C
     Aza atositosikao raha tsy anjara 
     G                            C
     Avalony fotsiny iny fa tantara 

Tonony
     Fiverenana
-------------------------------------------
Tablature
Mety misy miova kely amin'io ny
fitendry fa amin'ny ankapobehiny 
dia manaraka an'io ny fitendry azy
Fampidirana
   C                         Dm/F--F
e|-----3---1-0---1---0-------------------
b|-1-1---------3---------3-1-----3---1---
g|-----------------------------2-------2-
D|-------2---------2---2-----3-----3---3-
A|-3---3---3-3-3-3---3---3-3-------------
E|---------------------------------------
             G                       C
e|------------------- 1-0--------------
b|------------3-3-1-3-0-0-3---0-1-3---1
g|------------0-0-0-0-----0---0-0-0---0
D|-3-2-0-2-3---------------------------
A|----------------------0-2-----------3
E|-----------3----3---3-------3---3-3--

e|-------
b|-------
g|-------
D|-------
A|---0-2-
E|-3-----

Tonony (2x)
   C                   Dm/F   F    
   Ianao no  nofidiko re rahavana
e|-1--3---1---0---1-0-----------------
b|--------------3---1-------3-1-------
g|------------------------2-----2-----
D|--2-------2------2---3----3-3-3-----
A|-3--3---3---3-3-3-3-----------------
E|------------------------------------
             G                C
              Ome__ko        fiti_avana           
e|--------------------3-1-0-------0----
b|--------------3-1-3-------3-1-3---3-1
g|------------0------------------------
D|-3-2-0-2-3---------------------------
A|----------------------------3-3-3---3
E|-----------3--3-3-3------------------
         C                      Dm/F   F         
          Jere_o  ka mba rai_so ireto tanana
e|-----------3-1---0------1---0-------------
b|---------------------3------1--------3-1--
g|----------------------------------2------2
D|---------2-----2----------2-----3----3-3-3
A|---0-2-3---3-3---3---3--3---3-------------
E|-3--------------------------------------
               G                     C
              Mitolo__ko izy ire_o f’aza lavina
e|-------------------------1---0---------------
b|-----------------3---1-3-------3---0-1--3---1
g|---------------------------------0----------0
D|-3-2-0-2-3-----0---0---0-------0--------0----
A|--------------------------------------------3
E|-------------3---3---3---3---3-----3-3----3--
              Miverina ny Tonony
e|-------
b|-------
g|-------
D|-------
A|---0-2-
E|-3-----
Fiverenana
        F                 C
         Atolotro ana_o, ho anao irery
e|---------1----1-1-3-1-------0----0-----0----
b|---------1----1-1-1-1---1--------1---1---3-1
g|-----------2--------------------------------
D|--0-2--3------------------2-----------------
A|-3----------------------3---3----3---3-3-3--
E|------3-------3-3-3-3----------3------------
      G                  C
     Hataka ihany anefa fa tsy an-te__ry
e|----------------1-0------------------0-----
b|----0---3-1-3---0---3--1---------1-3-1-----
g|------0-0---0----------0-----0---0---------
D|------------0------------------------------
A|------------------0-2--3---------3-3-3-----
E|----3---3-3---- 3--------------------------
        F                       C
        Aza atositosikao raha tsy anja__ra
e|------------1---1-1-3---1----------0---0---0-0--
b|------------1---1-1-1---1-----1--------1-1---3-1
g|--------------2---------------------------------
D|--0-2---3-----------------------2---------------
A|-3----------------------------3----3---3-3-3-3--
E|------3-----3---3-3-3---3------------3----------
      G                            C
      Avalony fotsiny iny fa tanta__ra
e|----------------1---0---------------------------
b|--------3-1--3--------3--0--1--3---1------------
g|----0---0----0-----------0--0--0---0------------
D|------0------0----------------------------------
A|--------------------0-2------------3------------
E|----3---3-3-----3--------3-----3-3--------------