Hiran'i Njakatiana rehetra: NjakatianaCapo: 5 (Dm ny kle orijinaly fa atao Am
miaraka capo 5 no mora tendrena kokoa)
Bb: x13331
FampidirinaC F Em
F G C
F C
Tonony 1Am E
Mahatsiaro anao
G D
Malahelo anao
F C Dm
Manina anao mieritreritra anao
G
Isan’andro
Tonony 2Am E
Lasa koa ny saina
G D
Hatramin’ny efa tsy ilaina
F C
Sakananao foana
Dm G
Fa misy hery manohana amintsika
Fiverenana (2x) C Em F
Tsy fitiavana tokoa raha tsy izao
G Am
Tsy azo atao koa hoe kilalao
Em Bb
'Zay tena mafonja, 'zay tena marina indrindra
F C
Ary ho vanona
Em F
Tsy fitiavana tokoa raha tsy izao
G Am
Tsy azo atao koa hoe kilalao
Em Dm
'Zay tena mafonja, 'zay tena marina indrindra
F C
Ary ho vanona
Tetezana F G F Em Dm
Eny tsy misy resaka_hafa afa tsy izany ihany aho
Dm Em F G
Satria tiako ianao, tiako foana foana
Hiran'i Mage 4 rehetra: Mage 4Bm: x24432
Fampidirana (2x)Bm A...Em...G A BmTonony 1
Bm A Em
Ho avy any aho raha tsy mampaninona anao
G A Bm
Hamangy fa tsy hitory fitia
A Em
Fantatrao nefa fa hatramin’izao
G A Bm A Em G A
Tsy manadino anao
Tonony 2Bm A Em
Ho avy any aho raha misy tavela ny anao
G A Bm
Ampy hanafàn'io hariva fohy io
A Em
Hitafana ny alahelo tsy maty
G A Bm
Nandratra ny fo (2x)
G A D G A
Nandratra hambom-po
Fiverenana (2x) D A
'Lay fanaoko taloha
Bm G A
Niafiako avoko__a
D A Em
Izay ao am-po
G A D A G
Ho fatorako mba tsy handehaTonony 3
Bm A Em
Ho avy any aho raha tsy mampaninona anao
G A Bm
Tsy hitanisa ny halaheloko akory
A Em
Fantatrao nefa fa hatramin’izao aho
G A Bm
Maratra ny fo (2x)
G A D G A
Maratra hambom-po
Fiverenana (2x)
D A
'Lay fanaoko taloha
Bm G A
Niafiako avoko__a
D A Em
Izay ao am-po
G A D A G
Ho fatorako mba tsy handeha
Hiran'i Gahby: GahbyC7: x32310
Dm: xx0231
FampidiranaC Dm...G CC
C7 F..Dm G CTonony 1 (2x) C C
Zovy moa izato ianao
C Dm
Miseho mahalala ny ato am-poko
G G
Nefa izao no lazaiko
G C
Na fifaliana na toloko
C C
No mameno itony saiko
C7 F
Sy mitoetra anatiko ao
Dm C
Tsy natao izy ahalala
G C
Tombatombana ny anao
Fiverenana C
Ny fahalalàna ny ato am-poko
C
Zava-tsarotra ho anao
G
Ny ahafantaranao izany
G C
Mbola ho ela fa tsy izao
C
Ankehitriny aloha dia izaho
C7 F
Dia izaho samy irery
Dm
No mahalala ny ao anatiko ao
G C
Tena mbola zava-miery
Tonony 2 C C
Tsy ny tombatombanao
C Dm
Sy ny hevitrao mangina
G G
No ahafahanao milaza
G C
Sy ahatonga anao ho tiana
C C
Tsy ny sofinao mandre
C7 F
Na ny masonao mijery
Dm C
No ahalaza ny ao anaty
G C
Tena mbola zava-miery
Fiverenana (2x)
C
Ny fahalalàna ny ato am-poko
C
Zava-tsarotra ho anao
G
Ny ahafantaranao izany
G C
Mbola ho ela fa tsy izao
C
Ankehitriny aloha dia izaho
C7 F
Dia izaho samy irery
Dm
No mahalala ny ao anatiko ao
G C
Tena mbola zava-miery
Hiran'i Romule rehetra: RomuleCapo: 2 (afaka hovaina araka ny feo)
B7: x21202
D7: xx0212 Dm: xx0231 D/F#: 2x0232G7: 320001 G/B: x200xx Tonony 1C Em
Ao ihany ve ’reo hira mamy hatrizay
F G Em Am
No havela hangina ny taloha
Dm G C G/B Am
Misy mba mikolo ve ny orimbatonay
D D/F# G G7
Sa hirodana ka zary ho lo
Tonony 2 C Em
Misy anefa ireo ’zay mitahiry hatram’izao
F G Em Am
Ny Diary tena soa
Dm G C G/B Am
Ka zary fahatsiarovana ho ahy sy ho anao
D G C D7
Vita sikotra ao am-po tokoa
Fiverenana G D G
Hendratra ny saina mahatsiahy
G D G G7
’Rony hirahira mamintsika
C D C
Ngolingoly foana ny fanahy
C G C
Mitanisa ny andro paradisa
Tetezana F B7 Em Am
Velon-tsento, te hikalo sesilany
Dm G C G/B Am
Nefa tsy afaka fa mbola mitoma__ny
D D/F#
Mora taitra loatra ny ankaso
D D7 G G7
Hany ka mamafa ranomaso
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo
Capo: 5
F: 1x3211
G/B: x20003
Tonony 1Am Dm
Isekely ihany no mba mamiko
G C
Faniriko hatry ny ela be
Am F
Masoandroko, fifaliako
Dm G
Ka tsy mety ho adinoko
Tonony 2Am Dm
Isekely no fitaratra
G C
Itarafana ny fiainana
Am F
Na ny masonao, na ny tsikinao
Dm G
Manome fanantenana
Fiverenana C G
Mba omeo sary
C G
Ataoko ambany ondana
Dm F
Hiantsoana ny nofy
Dm G
Nofinofin-tsika roa
Tonony 3Am Dm
Misy zavatra tsy laitrako
G C
Manahirana ny saiko
Am F
Tsy mampatory andro aman'alina
Dm G
Fa mampifoha maraina
Tonony 4Am Dm
Tsy maintsy hianatra maraina
G C
Mbola hiverina ny hariva
Am F
Dia hitsena sy hanatitra
Dm G
Sao misy manadala
Fiverenana C G
Mampivezivezy
C G
Ianao sy ny fianarana
Dm F
Nefa ny fiainana
Dm G
Tsy vitan'ny fitiavana
Tonony 5Am Dm
Isekely nefa tsy foiko
G C
Na dia mampijaly foana
Am F
Ianao no kintana, Ianao no volana
Dm G
Fanilon'ny foko
Tonony 6
Am Dm
Isekely no mba secret-ko
G G/B C
Tsy lazaiko an'iza n'iza
Am F
Hanamboarako hanoratako
Dm G
Hirahira vaovao
Fiverenana C G
Toa voninkazo
C G
Mbola ho ela vao halazo
Dm F
Ilay fitiavako
Dm G Am
Ny fitiavako anao
Hiran'i Mahaleo rehetra: MahaleoCapo: 2
Am': x0x555 Am/E: 0xx555 na 0xx558
Bm: x24432 Bbm: x13321 Bbdim7: x12020
C': xx5553 C#dim7:x45350
D2: x54230 D7: xx0212 D2/F#: xx4230
Em': 07x057 E7/G#: 4xx430
G: 3x5433 G6: 3xx430 G7: 3x0031
G/B: x20033 Gmaj7: 3xx432 G#aug/A:x0x554
Fampidirana (2x) - Tab 1
G6 D2/F#
D2 (2x)
Tonony 1 G Gmaj7 G6 Gmaj7
Manembona aho re roy
G6 E7/G# Am' Am/E
Tapa-dia toa omby nafahy
Am' G#aug/A C' D
Manembona ny hava-tsy fo__y
D G D7
Lasa vetso sy very fanahy
Tonony 2 G Gmaj7 G6 Gmaj7
Fa vitsika momba kitay
G7 G Em'
Ny ranomaso no havozona
C C#dim7 G Em
Irery tsy misy miahy
Bm Bbm Am D7 G D7
Singan'__olona toy ny voahozona
Fiverenana G G/B C#dim7 G
Toa mirahona ny ala___helo
G G7 C
Raha mavesatra dia mianjera
Am Bbdim7 G Em
Raha tsisy hialofana tsy misy helo
Bm Bbm Am D7 G D7
Dia mandena mamely tsy miera
Tonony 3 G Gmaj7 G6 Gmaj7
Ny alahelo no hany sakaiza
G6 E7/G# Am' Am/E
Ny tsiahy no hiondanana
Am' G#aug/A C' D
Te hilefa kanefa mba ho aiza
D D G D7
Sara-tiana nohon'ny tsy fananana
Tonony 4 G Gmaj7 G6 Gmaj7
Tsy ho ela ny lanitra_ho manga
G G7 Em'
Hieretako 'zay zava-mitranga
C C#dim7 G
Ny johary_efa manangasanga
Bm Bbm Am D7 G D7
ny toe_rako any tsy_hijanona ho banga
G
Tab 1
G6
e|---------------------
b|-3-3---5-3-------3---
g|-----4---------4---3
D|---5-----5-5-5
A|------------------
E|--------------------
D2/F# D2 (2x)
e|-----0---------0-----
b|-------3-----3---3
g|---2-----------2------
D|-4---4-----------4----
A|---------0-5------
E|--------------------
Hiran'ny Njakatiana rehetra: NjakatianaA/C#: x4222x A4: x0223x
Bm: x24432 B: x2444x
C#m: x46654
D4: xx0233
F#: 244322 F#m:244222
Gmaj7:3xx432 G#m:466444
FampidiranaD F#m G
Bm E
Em A D
Tonony 1 D D4-D
Olombelona ianao
A/C# F# A G
Voary hitempon'ny fo
Em A A/C#
Akipiho ny masonao
A/C# D
Hisaino indray reo teo aloha
Tetezana D A Bm
Mamy anie izany
D Gmaj7
Toa tsy re tomany
D Em
Teny mamy hatrany
Em C
Safosafo tsy lany
Em A A4-A
Nankaiza izao izany o o
Fiverenana (D) F#m
Nankaiza ilay aingam-po G A D
Sy rediredinao taloha
D F#m G
Fa hainao ny mankafy___y
G Bm E
Hikolon'ilay fitia fa tena tia
Em
Mampalahelo anefa izany
A D
Fa zary tsy haiko ny momba anao
Tonony 2 D D4-D
Olombelona ianao
A/C# F# A G
Tsy sary vato sanatri___a
Em A A/C#
Ka tsy_hita intsony ao aminao
A/C# D
'Lay fanahy hiriharia
Tetezana D A Bm
Mamy anie izany
D Gmaj7
Toa tsy re tomany
D Em
Teny mamy hatrany
Em C
Safosafo tsy lany
Em A A4-A
Nankaiza izao izany o o
Fiverenana (D) F#m
Nankaiza ilay aingam-po G A D
Sy rediredinao taloha
D F#m G
Fa hainao ny mankafy___y
G Bm E
Hikolon'ilay fitia fa tena tia
Em
Mampalahelo anefa izany
A D
Fa zary tsy haiko ny momba anao
Tetezana (Ambony)E G#m AC#m F#Famaranana (Ambony) F#m
Mampalahelo anefa izany
B E
Fa zary tsy haiko ny momba anao
Hiran'i Iraimbilanja rehetra:Iraimbilanja
C': x35553 C4: x35563 Cadd9: x32033
D': x57775
G': 355433 G/B: x20033
FampidiranaG' D', C' C4 (4x)
Em D C (3x)
Em D
Tonony 1G Cadd9 G/B D
Avelao aho mba hanatitra an-dry
G Cadd9 G/B D
Mangingi___na anie ny lalana ety
G Cadd9 G/B D
Ny elakelantrano lavitry ny arabe
G Cadd9 G/B D
'Zao ora izao anie ka vitsy mpandeha
Tetezana Am
Ndeha ianao mandeha fa mandreraka be
G
Ny mihaino anao
Am
Ny lalanao zory aza manorisory
C D (Tab 1)
Hoy ianao tsy nihomehy
Fiverenana Em D C
Zavavy ndeha mba hiaraka
D Cadd9 G
Lalana hiraisana tsy aleo miaraka
Em D C
Ny lalan-kodiavina anie toa miakatra
D Cadd9 G
Ka moramora ihany sao sasatra
Am Bm C D
Andraso re, andraso re, andraso re eee
Solo
Am D (3x)
G C Em D (4x)
G Cadd9 G/B D (2x)
Tonony 2 G Cadd9 G/B D
Ny lalana hizoranao lalako ihany
G Cadd9 G/B D
Lazaiko an-dry tena marina izany
G Cadd9 G/B D
Ny lala-mangina ny irery ianao
G Cadd9 G/B D
Zavavy ry ento aho ho namanao
Tetezana Am
Ndao ary andeha hoy ianao nihomehy
G
Nijery ahy
Am
Nalamiko tsara hitohy ny tantara
C D (Tab1)
Ka nataoko hira hoe
Fiverenana Em D C
Zavavy ndeha mba hiaraka
D Cadd9 G
Lalana hiraisana tsy aleo miaraka
Em D C
Ny lalan-kodiavina anie toa miakatra
D Cadd9 G
Ka moramora ihany sao sasatra
Am Bm C D
Andraso re, andraso re, andraso re eee
Tab 1
D
e|-2-3-2---3-2----
B|-3-----3-----3-3
G|-2-----------2-2
D|-0-------------0
A|----------------
E|----------------
Hiran'i Kiaka rehetra: KiakaBm: x24430 (intro/tonony/famaranana)
Bm/A:x04432
D/F#:2x0232
Em: xx200x (intro/tonony/famaranana)
F#: 244322
G: xx543x (intro/tonony/famaranana)
G6: 320030
Fampidirina (2x) - Tab 1Bm (2x)
Em G Bm
Tonony 1 Bm Bm
Lasa aho fa nandreraka anao
Em G Bm
Ireo toetrako hatrizay
Bm Bm
Nomenao ahy daholo
Em G Bm
Ireo entako sisa tany
Tetezana G6 A
Na ny sary izay mba tena tianao
F# Bm Bm/A
Dia nanjary haizina sisa
G D A
Nefa inona moa no nahatonga an’izany
Tab 2Fiverenana (2x) D E G A D
Nahita vaovao hono izy
E G A D
Nahita manja sy tsara indrindra e
E G A D
Nahita vaovao hono izy
E G D/F# Em
Ka lasa, fa tandremo tsara
D A
Sao potraka ianao
Tab 3
Famaranana 2x)Bm (2x)
Em G Bm
Tab 1 (intro/tonony/famaranana)
Bm Bm
e|---------0---------------0------
b|---2-------2---2---2-------2----
g|-----3-------3-------3-------3--
D|-------4---------------4-------4
A|-2---------------2--------------
E|--------------------------------
Em G Bm
e|-------------------------0------
b|---0-------3-------2-------2---2
g|-----0-------4-------3-------3--
D|-2-----2-5-----5-------4--------
A|-----------------2--------------
E|--------------------------------
Tab 2
D Em G
Nahita.....
e|-------------------
b|---3-2-------------
g|-------2-4-2-------
D|-------------2-4-2-
A|-0-------0-------0-
E|-------------------
Tab 3
D Em G
Nahita.....
e|--------------0-
b|-3-4-4-3-2-2-3--
g|-4-6-6-4-2-2----
D|----------------
A|-0---0---0-0----
E|----------------
Hiran'i Mage 4 rehetra: Mage 4A2: x02200 (na E4: 022200)
B: x24442 B7: x21202
C#m: x46654
FampidiranaE
Tonony 1
E A2 E
Ianao handalo ny tananany any
A2 B7 E
Hindramiko handainga aminy androany
E A2 E
Raha hitanao izy ka manontany
A2 B7
Dia aza ataonao fantany hoe
Tetezana E B C#m
Mbola tsy afaka an-tsaiko eny foana
A E A2 B7
Ny andro taloha niarahanay roa
E B C#m
Mbola tsy misy mihitsy fotoana
A E A2 B7
Nampamaivana fo tsy anembonako azy
Fiverenana (2x) E
Lazao azy kanefa
A2 E
Fa nionona hono ny fony
A2 E B7
Tsy misy tsarony na dia ny anaranao
Tonony 2
E A2 E
Raha manafatra anao izy aza adino
A2 B7 E
F’izany anie mety mba hampionona ahy
E A2 E
Tsy maintsy tomany izy k'ampangino
A2 B7
Nefa aza ataonao fantany hoe
Tetezana E B C#m
Mbola tsy afaka an-tsaiko eny foana
A E A2 B7
Ny andro taloha niarahanay roa
E B C#m
Mbola tsy misy mihitsy fotoana
A E A2 B7
Nampamaivana fo tsy anembonako azy
Fiverenana (4x) E
Lazao azy kanefa
A2 E
Fa nionona hono ny fony
A2 E B7
Tsy misy tsarony na dia ny anaranao