Hiran'i Rebika rehetra: Rebika Hiran'i Lola rehetra: Lola Am': x05558 C': x32013 C":8x(10)988 D7: xx0212 G': (10)(12)(12)(12)(10) Fampidirana C" G' Am' C-F C'-F (2x) Tonony 1 C F C Raha mba naniry ny hiarak'aminao aho F C G Nolavinao toa tsy tiana e C F C Raha niangavy ny ho eo anilanao F C G Natosikao sy nariana e Tetezana Am F Niandry masoandro eny antsinana aho G C Hitondra hafaliana ho ahy Am F Sendra ny volana somambisamby D7 G Vao maika nandratra fanahy Fiverenana F C F C C G Tia aho, tia aho, eny tia anao F C F C Aza ariana e, aza ariana e C G Mbola miandry anao Tetezana C" G' Am' C-F C'-F (2x) Tonony 2 C F C ’Lay taratasy tsisy valiny F C G Nodorana sa natao aiza e C F C 'Lay fitiavana natao an-kilabao F C G Niandrandra anao hatrizay e Tetezana Am F Anisan’ny mba tena tiana ianao G C Dia nahavita izao Am F Tsy sasatra aho ny mba miangavy aminao D7 G Tsy sasatry ny miantsoantso anao Fiverenana (3x) F C F C C G Tia aho, tia aho, eny tia anao F C F C Aza ariana e, aza ariana e C G Mbola miandry anao
Author Archives: acoustikgasy
Rahoviana (Joseph d’Af)
Hiran'i Joseph d'Af rehetra: Joseph d'Af C': x32013 Dm: xx0231 Fampidirana Am G C (2x) Am G C F Dm Am E Tonony 1 Am Em Isan'andro isan'andro, dia miantso ny Ray F G C Hoe nankaiza moa 'zay zanako izay Am Em Isan'andro isan'andro, ny famindram-pony F G C Ianao anie dia tsy afaka ao am-pony Dm C' Fa ianao no tsy nety, hoe handao vetivety F G F'izy anie nanomana fety Tonony 2 Am Em Tsy hoe tsy nahalala, tsy zanak'adala F G C Ninia ianao nivoaka ny vala Am Em Fa ianao tena tiany, tsy foiny tsy ariany F G C Izany anie no antony niaviany Dm C Fa raha ho avy ny andro, mba hiverenanao F G Fety anie ny ao an-trano ao Fiverenana (2x) Am G C Rahoviana ianao vao ho avy Dm C G Rahoviana ianao vao mba hody Am G C F Rahoviana fa ny Tompo efa sasatra miandry Dm G C Miandry ny Dadanao Tetezana Am G C (2x) Am G C F Dm Am E Tonony 3 Am Em Dia nalefan'ny Ray,'lay Tokana Iray F G C Jesosy anie 'lay Izy hatrizay Am Em Tonga Izy hitady sy hamonjy ny very F G C Fa raha mody ianao tsy mandeha irery Dm C' Fa ianao mila mino, Jesosy ilay hilo F G F'izy anie no lalan'ny mino Tonony 4 Am Em Dia nalefan'ny Ray,'lay Tokana Iray F G C Jesosy anie 'lay Izy hatrizay Am Em Tonga Izy hitady sy hamonjy ny very F G C Fa raha mody ianao tsy mandeha irery Dm C Fa raha ho avy ny andro, mba hiverenanao F G Fety anie ny ao an-trano ao Fiverenana (3x) Am G C Rahoviana ianao vao ho avy Dm C G Rahoviana ianao vao mba hody Am G C F Rahoviana fa ny Tompo efa sasatra miandry Dm G C Miandry ny Dadanao
Ny Anton’ny Hirako (Joseph d’Af)
Hiran'i Joseph d'Af rehetra: Joseph d'Af Capo: 1 B7: x21202 na x24242 C#m: x46654 F#m: 244222 G#m: 466444 Tonony 1 E E Feno anao ny vavako, mipololotra avy ao am-po D A E Ny Anaranao no asandratro E E Hihira aho ny Herinao, nanositra ahy hitory Anao D A E Hitondra avo ny Anaranao Tetezana (2x) F#m A B7 E Haleloia, haleloia, tsara Ianao Fiverenana (2x) F#m B7 Ny anton'ny hirako sy fahavelomako E B7 C#m Dia Ianao ry Ray, mandrakizay B7 A G#m F#m Ny anton'ny hivelomako sy ny anton'ny hirako B7 E Dia Ianao, Ianao tokoa Tonony 2 E E Andry iankinan’ny foko, vetson’ny fanahiko
D A E
Ny Anaranao mamelona ahy
E E
Ny fahagagana vitanao, ny zava-drehetra hainao atao
D A E
Tsy haiko ny tsy hihira ho Anao
Tetezana (2x)
F#m A B7 E
Haleloia, haleloia, mendrika
Fiverenana (2x)
F#m B7
Ny anton'ny hirako sy fahavelomako
E B7 C#m
Dia ho Ianao ry Ray, mandrakizay
B7 A G#m F#m
Ny anton'ny hivelomako sy ny anton'ny hirako
B7 E
Dia Ianao, Ianao tokoa
Andriamanitra Avo (Dadah Rabel)
Hiran'i Dadah Rabel rehetra: Dadah Rabel Tendry Gasy (CGDGBE) Am: x22210 Am5: x2x21x Bbm5: x3x32x Bm5: x4x43x C': x5555x C: 0x2010 Dm : 2x3231 Em: 4x5453 Em/Bb:x3535x Fm: xx3111 F/A: x23211 F': xxxx11 G: x03430 G': x0000x G": xxxx33 Fampidirana Dm G C Bb-A Dm G G'-Am5-Bbm5-Bm5 G C F'-G" Tonony 1 C' Em/Bb A Toa tsy ho ela dia ho foana izao tontolo izao Dm Fm G Soa ihany aho fa niantso, nahalala anao Em Em/Bb F/A Fa teny amoron-kady ny antsana no tazana Dm G C Nitodika aho nitady tsy sandry hiantsampazana F'-G" Tonony 2 C' Em/Bb A Ny manodidina ahy toa moana sy pokaty Dm Fm G Ny hatsaram-panahy nandositra sa maty Em Em/Bb F/A Na ny fitserana aza lasa nandao koa ny fo Dm G C Tsisy teny hahalaza ny alaheloko Fiverenana Dm G' Indrisy ny fitiavan-tena C Bb-A Ny loharanony malo_to Dm G' Tsy mety ritra tsy hay fefena G-Am5-Bbm5-Bm5 G C Ka lasa rano fisotro Dm G Tsy misy atahorana C Bb-A Hitsakitsahina daho_lo Dm G' Nahilika nodorana G'-Am5-Bbm5-Bm5 G C Ny fahendren’ny ntaolo F' G" Tonony 3 C' Em/Bb A Fa tonga ianao nivatsy finoana sy fitiavana Dm Fm G Handresy ireo ratsy, hampiray hampihavana Em Em/Bb F/A Ka ny fitiavana no hasetriko ny sompatra Dm G C Ny manodidina ahy ny fony iriko hisokatra Fiverenana Dm G' Fa tsisy lalan-tsarotra C Bb-A Na fitsapana mety handa_vo Dm G' Fa ao hitsinjo hanavotra G'-Am5-Bbm5-Bm5 G C Andriamanitra Avo
Vita Hatreo (Dadah Rabel)
Hiran'i Dadah Rabel rehetra: Dadah Rabel Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Capo: 2 Tendry Gasy (CGDGBE) A: x2222x Bbdim:x32322 Bm: x4443x B: x44446 C: 0x2010 Cadd9:x0203x D2: xx0230 Em: 4x5453 E*: xx2xxx F#*: xx4xxx G: x0000x (x00003 @ intro/fiv) Fampidirana (2x) D2-D-D2 G Tonony 1 D2-D-D2 D Tsy ady, tsy fifamaliana Bbdim Bm Bm-A-G A Tsy hita izay teo D2-D-D2 D Tsy hita intsony ianao, nangina Bbdim Bm Bm-A-G A Fa inona no niseho E*-F#* Tetezana Em Taratasy, taty aoriana B Em Nilaza fa vita hatreo D--C Oh oh Fiverenana C D G G-D-G Hay moa ka kilalao C D Em Napetrapetrakao C D G G-D-G Toa sangy, vazivazy C D Em Hany ka rava ho azy
Solo: Cadd9 D2 G Cadd9 D2 Em Em C D2 G (2x) Tonony 2 D2-D--D2 D Fa fitia niredareda Bbdim Bm Bm-A-G A Tsy toy ny nahazatra D2-D--D2 D Fa toa raozy soa sy ngeza Bbdim Bm Bm-A-G A Tsisy tsilo handratra E*-F#* Tetezana Em Hay fitia tsy nateza B Em Alahelo tsy omby tratra D--C Oh oh Fiverenana (2x) C D G G-D-G Hay moa ka kilalao C D Em Napetrapetrakao C D G G-D-G Toa sangy, vazivazy C D Em Hany ka rava ho azy
Anjara Tandrify (Rija Rasolondraibe)
Hiran'i Rija Rasolondraibe rehetra: Rija Rasolondraibe Capo: 1 Bb/D: x53363 Bb: x13331 Bdim7: x23131 na x2xx31 Cm: x35543 C': x35553 D#: x68886 Ddim7: x56363 na x5xx63 Fm: 133111 G/B: x2003x G#: 466544 Gm: 355333 Fampidirana Am Dm E Am Tonony 1 Am G C Toa mbola manonofy foana aho F C G Raha mahita anao ka mandre ny feo Am G C Toa tsy mety mino mihitsy aho F C G Hoe tena ianao no eo anilako eo Tetezana C G Am F Misy hery hafahafa, avy aminao C A Dm G Ka mitondra ahy, misarika ahy ho any C G Am F Izay manintona ahy hitafa, hiresaka aminao Dm Dm E E Mampihetsika, mamohafoha, manaitra ny ao am-po
Fiverenana Am A Dm Maso sendra mifanopy tsiky mitsilopilopy G C Taratra manify mifanandrify Bdim7-Em Am A Dm Miteraka hazavana, mampiely hafanana E Am Ireo dia ampy andraisako anao Tetezana: Dm F Am
Tonony 2 Am G C Miezaka ny hanazava saina aho F C G Sao hataintairana fotsiny izao Am G C Saingy arakaraky ny_ahafantarako anao F C G Toa mihamahazo laka ny fitadiavana anao, toy ny hoe Tetezana C G Am F Misy hery hafahafa, avy aminao C A Dm G Ka mitondra ahy, misarika ahy ho any C G Am F Izay manintona ahy hitafa, hiresaka aminao Dm Dm E E Mampihetsika, mamohafoha, manaitra ny ao am-po
Fiverenana Am A Dm Maso sendra mifanopy tsiky mitsilopilopy G C Taratra manify mifanandrify Bdim7-Em Am-G/B-C A Dm Miteraka ha___zavana, mampiely hafanana E Am Bb Ireo dia ampy andraisako anao Tetezana: D# Bb Cm G# Fm.... G E Fiverenana Am A Dm Maso sendra mifanopy tsiky mitsilopilopy G C Taratra manify mifanandrify Bbdim7-Em Am-G/B-C A Dm Miteraka ha___zavana, mampiely hafanana E Am Ireo dia ampy andraisako anao Dm G G Ouh ouh yeah Fiverenana (Ambony) Cm C' Fm Maso sendra mifanopy tsiky mitsilopilopy Bb D# Taratra manify mifanandrify Ddim7-Gm Cm-Bb/D-D# C' Fm Miteraka ha___zavana, mampiely hafanana G Cm Fm Ireo dia ampy andraisako anao G Cm Ireo dia ampy andraisako anao
Iangolao Vaitra (Levelo)
Hiran'i Levelo rehetra: Levelo Capo: 1 Am/E: 0x2210 Am/G: 3x2210 (afaka tsorina Am) C': x32013 (afaka tsorina C) Dm/F: 103231 (afaka tsorina Dm) G7: 320001 (afaka tsorina G) G/B': x2000x Fampidirana (tab 1) G-Am7-G/B F-G-F G-Am7-G/B G-F-C-G/B C G Dm Dm/F C G C Tonony 1 C' G7 Am Dm/F C Tapatapaka-môza nanaovanao fefy G C Hiaro tanàna C' G7 Am Dm/F C Evokevo-dranomena laroina tambavy G C C-G/B' Dia lasa ody an-doha Fiverenana Am Am/E Am Am/E Am Am/G Am Fitiavako a___nao e mba mety ho toy izany Am Am/E Am Am/E Am G Ny ady na___tao e leferiko ihany ------------------------------- 2x C G Dm/F Tsikitsiky io aky dia iangolao vaitra C G C F’io no hamatotra antsika Tetezana: G-Am7-G/B F-G-F G-Am7-G/B G-F-C-G/B C G Dm Dm/F C G C C-G/B' Fiverenana Am Am/E Am Am/E Am Am/G Am Fitiavako a___nao e mba mety ho toy izany Am Am/E Am Am/E Am G Ny ady na___tao e leferiko ihany ------------------------------- 2x C G Dm/F Tsikitsiky io aky dia iangolao vaitra C G C F’io no hamatotra antsika Tonony 2 C' G7 Am Dm/F C Vakivakina voatavo no toham-baliha G C Tsy mety mangina C' G7 Am Dm/F C Horakoraka ao anaty ilay feon-dokanga G C C-G/B' Fitendrinao ho ahy Fiverenana Am Am/E Am Am/E Am Am/G Am Nifalifa___liako e nitabata___bako Am Am/E Am Am/E Am G Fitiavako a___nao e mba misy hiantako ------------------------------- 2x C G Dm/F Raha sendra malama ho’aho ny lalako ety e C G C Tsipazo antsamotady aho Tetezana: G-Am7-G/B F-G-F G-Am7-G/B G-F-C-G/B C G Dm Dm/F C G C C-G/B' Fiverenana Am Am/E Am Am/E Am Am/G Am Nifalifa___liako e nitabata___bako Am Am/E Am Am/E Am G Fitiavako a___nao e mba misy hiantako ------------------------------- 2x C G Dm/F Sendra malama ho’aho ny lalako ety e C G C Tsipazo antsamotady aho Tonony 3 C' G7 Am Dm/F C Kesika tsy boboka aty namian-jatovo G C Nidola tsy taitra C' G7 Am Dm/F C Verokely itoeram-pody milefitra ambany G C C-G/B' No tsy folaka akory Fiverenana Am Am/E Am Am/E Am Am/G Am Nisafoto___foto e nikopa-ta___dio Am Am/E Am Am/E Am G Nety hana___vandra e nikotroka anio ------------------------------- 2x C G Dm/F Tohanako sandry aky ny oram-panala C G C F’io tsy hampihontsona antsika Tetezana: G-Am7-G/B F-G-F G-Am7-G/B G-F-C-G/B C G Dm Dm/F C G C C-G/B' Fiverenana Am Am/E Am Am/E Am Am/G Am Nisafoto___foto e nikopa-ta___dio Am Am/E Am Am/E Am G Nety hana___vandra e nikotroka anio ------------------------------- 2x C G Dm/F Tohanako sandry aky ny oram-panala C G C F’io tsy hampihontsona antsika Tab 1 G Am7 G/B F-G-F e|----------------- b|-0-1---3----1-0-1 g|-0-0---0----2-0-2 D|------------3-0-3 A|---0---2--------- E|-3-------------- G Am7 G/B G-F-C-G/B e|------------3-1-0---- b|-0-1---3----3-1-1-3-- g|-0-0---0----4-2---0-- D|------------5-3-x---- A|---0---2--------3-2-- E|-3------------------- C-G/B' e|------ b|-1-0-- g|-0-0-- D|------ A|-3-2-- E|------
Ny Toaka (Jeneraly)
Hiran'i Jeneraly rehetra: Jeneraly Bm: x24432 Bb: x13331 D/F#:2x0232 Fampidirana (2x) G D C G C G D G Tonony 1 G D C G Ny toaka re mazana, tena fandrika malama C G Am D Mahatonga fahotana, ota be tsy hay tononina G D C G Ny toaka re indrisy, ny soa vitan'ny tsy misy C G D G Fa vao maika koa nampisy, olana eo amin'ny fiaraha-monina Fiverenana Am G Maro be ireo mafy ady dia mbola misotro ihany misotro ihany Am G Ka efa hivarina any an-kady aza mbola misotro ô Em D/F# Em Tsy mety f'efa tena miankin-doha C G D G D Ka ny maraina vao mifoha, mangovingovitra Tonony 2 G D C G Ny toaka re ranamana, tsy mba sarotra hananana C G Am D Fa manary ny ao an-tanana, ny kely ananana no lasany G D C G Ny toaka re tsy ajanona, na dia mila tsy ahavanona C G D G Ho an'ny tsy mahalala onina, botakely lasa tapany Fiverenana Am G Efa niova hatramin'ny endrika, mbola misotro ihany misotro ihany Am G Menamena hatramin'ny molotra mbola misotro ô Em D/F# Em Tsy misy ny fihezahana hiala C G D G D Fa rehefa tena lasa adala vao afaka Tonony 3 G D C G Ny toaka letsy rahalahy, be izay efa vita izay C G Am D Maninona raha hovaina indray, tsy sanatria ovaina daina G D C G Ny daina mantsy re-olona, fahavalon'ny fiaraha-monina C G D G Poizina tsy hay tononina, aretina manimba saina Fiverenana Am G Rehefa hita fa tsy lasa intsony dia mba aok'izay, aok'izay Am G Tsy ho lany anie ny toaka sy rongony fa mba aoka e Em D/F# Em Maninona ary zavatra hafa indray hatao C G D G E Ndeha manova kilalao, mikitikitika
Tonony 4 (ambony)
A E D A
Izaho anie ry zareo, efa nisotro toa anareo
D A Bm E
Farany navelako eo, ny antony dia tsotra ihany
A E D A
Raha samy hisotro daholo ny vahoaka manontolo
D A E A Bb
Iza indray no hanolokolo, ireo mamo lava be vinany
Maso Mifanojo (Dadah Rabel)
Hiran'i Dadah Rabel rehetra: Dadah Rabel
Hiran'i Rija Ramanantoanina rehetra:
Rija Ramanantoanina
Tendry Gasy (CGDGBE) Am: x22210 A: x2222x A/C#:x67655 Bb: x3333x C: 0x2010 C/D: 2x201x C/D#:3x201x C/E: 4x2010 C/G: x02010 Dm: 2x0231 D/F#: 6xx775 Em: 4xx453 E: 4xx454 E/G#:x12100 E/G#':8xx997 F: 557565 G: x03430 G/B: x45433 Fampidirana Am (2x)
Tonony 1 Am A G Dm Vao injay nifanojo, ireto fijery G G/B C Dia tsapako aho fa tojo, fitia tena mahery E-D/F#-E/G#' F Em Dm Toy ny varatra mipoaka C C/E C/G Bb A Nefa andro tsisy orana Dm Toa misafoaka G C Ny foko may toy nodorana E-D/F#-E/G# Tonony 2 Am A G Dm Ireo hafa nanodidina, sy ireny vorivory G G/B C Toa zary tandidona, tsisy hitako akory E-D/F#-E/G# F Em Dm Nanitona ahy tsy namela C C/E C/G Bb A Ny masonao no hany tazako Dm Toy ny efa ela G C C-C/D-C/D# Izy ireo no nandrasako Fiverenana E F'ianao nitsirika ahy E E/G# Am Somary nitsipalotra A Te hibanjina tsy sahy A/C# Dm Tsy te hijery maharitra G Fa nifanandrify kosa G C Bb A Tsy ela nefa tsapako Dm G Fa tena tontosa C Tiako ianao rahavako
E-D/F#-E/G#' Am (2x)
Tonony 3 Am A G Dm Raha toa mba tena izaho ilay voafidy G G/B C Ahitsio ny masonao ka aza avela hihidy E-D/F#-E/G#' F Em Dm Ny masoko dinihina C C/E C/G Bb A Dia ho hitanao tsa_ra Dm F'ianao no tiana G C C-C/D-C/D# Mamy fa anjara Fiverenana E F'ianao nitsirika ahy E E/G# Am Somary nitsipalotra A Te hibanjina tsy sahy A/C# Dm Tsy te hijery maharitra G Fa nifanandrify kosa G C Bb A Tsy ela nefa tsapako Dm G Fa tena tontosa C Tiako ianao rahavako E-D/F#-E/G#'-A
Fitia Nindramina (Kiaka)
Hiran'i Kiaka rehetra: Kiaka Tonony C/G: 3x2010 Em*: 022010 G/B: x20030 (x20003 @ fiverenana) G/G#: 4x000x Fampidirana (2x) Am C/G F F-Em* Dm C G/B G-G/G# Tonony 1 Am C/G F Fotoana vitsy monja ihany anie Em Dm C G/B G-G/G# No noferanao ho ahy mba ho anjarako Am C/G F Ilay fitia tao am-ponao hatrizay Em Dm C G/B G Tsy navelanao ho ahy mba ho fananako Pre-refrain F Em Hasambarana fohy no niainako F Em Tsy mba nahitako izay nahasoa F Em Fa ny faniriako ny ho anilanao Dm G Tab 1 K'anefa tsy mba nirinao Fiverenana C G/B Fitia nindramina avy any aminao Am G F No niainako hatrizay hatrizao Em Dm G Nefa toa navelanao toa izay fanaonao C G/B Fitia nindramina avy any aminao Am G F Fiainana vaovao_lava_izao_ny_anao Em Dm G Nefa izany ve no atao hoe hasambarana Tetezana (4x): A F
Tonony 2 Am C/G F Tsy tsapanao tokoa mantsy fa Em Dm C G/B G-G/G# Ny fitiavako tsy niala taminao Am C/G F 'Lay foko tia tsy nety niova Em Dm C G/B G Toa nanjary kivy noho ny nataona___o Pre-refrain Fiverenana Solo (manaraka ny accord fiverenana) A Tab 1 F G e|------------- b|---1-----3--- g|----2-----4-- D|-3---3-5---5- A|------------- E|-------------